RAVELOSON CONSTANT : ZAVADEHIBE HO AN’ NY FIRENENA NY MAMPATANJAKA NY VATON ‘NY DR ROBINSON

Constant Raveloson 07 fev 2011
Constant Raveloson 07 fev 2011
Constant Raveloson 

Manamafy amintsika hoy ny Ct Raveloson Constant androany Alatsinainy 16 desambra teny amin’ny Magro Behoririka fa zavadehibe ho an’ny firenena ny mampatanjaka ny vaton’ny dokotera Robinson.Tandremo hoy izy mieritreritra fa Hery Rajaonarimampianina aza tsy hanao inona.Aza variana isika fa fomban’ny biby ratsy ny mody mifitsaka rehefa sarotra ny toerana misy azy. Atontony amin’ny Dr Robinson , tahaka io ataon’i Neny mandeha tsy mijanona io. Paiakny ankilany hoy izy dia tsotra, mba fitazonan’aina fotsiny amin’ny Hery fa ny tena tadiaviny dia ny ho Praiminisitra azy sy hanome hena an-tanatsaka ohatra tamin’ny 2009. Ankoatra izay dia nambaran’Ity mpanao politika ity fa n’inon’inona tenenin’I Jay tax dia amin’ity fifidianana ity di aizao na ianao hanohy ny atambo tamin’ny 2009.  Ny voalazany mantsy hoy Constant dia hoe “ianareo ve tsy misy hazodamosina raha tsy miaraka amin’ny Ravalomanana” Ireny depiote tahaka az y ireny no tsy misy hazodamosina hoy izy, ary Jay Tax dia niaraka tamin-dRajoelina tamin’ny ben’ny tanàna, Izy izay menatra amin’ny hevitra hijoroany fa isika kosa hirehareha miaraka amin’ny filoha Ravalomanana hanadio sy hitsabo ny firenena. Mila an’I Robinson isika hoy izy hanao filohan’ny Repoblika mafonja mba tsy ho  kitikitihan’ny frantsay. Aza sodokan’ny hoe efa voantsika io Hery io. Tokony hitovy amin’ny farany ambony ny vato azon’I Dr Robinson sy ny depiote. Namaranan’ny Ct Constant ny kabariny amin’ny maha kandida solombavambahoaka boriborintany faha dimy azy dia” Andriamanitra , arovy aho amin’ny namako fa ny fahavaloko haiko ny manao azy”.

15 pensées sur “RAVELOSON CONSTANT : ZAVADEHIBE HO AN’ NY FIRENENA NY MAMPATANJAKA NY VATON ‘NY DR ROBINSON”

  1. Ny indro kely, nahoana no tsy tonga dia tamin’ny 1er tour ianareo no niezaka nampandany an’i Dr Robinson ê ?
    Efa hatry ela no fantatra fa tsy hisy hanaiky an’ireo foza ireo ho Filoham-panjakàna ny vondrona iraisam-pirenena , fa tsy tokony nataonareo antsirambina ny fihodinana voalohany !
    na dia teo aza ny hala-bato nataon’ny foza, nisy lesoka ny paik’ady nataonareo !

    Ho an’ilay foza maimbo mpandoto rivotra ato, mba vakio tsara ity lahantsoratra ity !

    « Dia tonga ra-dijaka hanamboatra (??); Firy taona nikosoka, tsy hita loatra »

    Pouvoir zôridira et lava-piringa ??? Hi hi hi

    http://www.madagascar-tribune.com/Refuser-la-prolongation-dun,19431.html

  2. Ie hitanay tsara io ry KM a! Gazetinareo io fa mba vakio koa ny Grande île e!
    Ô Racosta a! lehilahy lehibe loatra rangahy faza de misarakorako a! Fa inona woa no nifidianan-dRainivoanjo an’ity tsy gasy fa sinoa ity, zay mizaka ny zom-pirenena frantsay, franc maçon, mambra PS ,candidat tohanan’ny Lafrantsa ary ny dadan’io rangahy io, de anisan’ireo nitorotoroka ireo mpitolona 1947, ka izy no nanoro ny trano sy ny fiafenan’ireo mpitolona ireo, zay naripaky ny mpanjanaka t@ 29 Mars 1947.
    Tsy adala ny vahoakan’Antsihanaka raha tsy nahazo vato tany iny woa, t@ 1er tour iny, ankoatr’ireo aferan-tanimbari’ny tantsaha notereny an-keriny niaraka t@ Robinson, moa va tsy ireny nahazo ny tanimbarin’ny tantsaha teny Andohatapenaka ireny??
    De marina ny voalazanao ry KM fa tokony t@ 1er tour de voaporofo le woe, tiam-bahoaka Rainivoanjo. Ny tena marina de nanao zay ho afany tokoa ry zalahy, fa lay Ravalo sy ny tantarany mihitsy no tian’ny gasy havalona, ary ny 21% tsy hahavita inona, fa tsisy azo atao afa-tsy ny manantena otran-dRacosta eto, fa na inona ataonareo na inona, io ihany no ho vato ho azonareo eo @ 2ème tour e!
    Mba manaova ry zalahy fomba fijery objectif, fa raha ny olona foana no henjehanareo, sy ataonareo ho résponsable, de lay faha 65 taona vao tsy ela teo mbola hitombo 5 taona ndray. Ka ny tsy fahaizana politika no nampinana, sy mampinana ary hampinana, de rehefa misy tsy fahombiazana de Rajoelina foana. Ny atao woe kelisay, de zay tsy miatrika @ mahalehilahy azy fa manilika foana ny hadalany @olona. Be ny lesona ry KM a! mianara tsara aloha e!

  3. Le marti ty mitsy tena tsisy jery sz mpanely tsaho,za ze manoratra ty de avy aty morarano chrome,tsy misy izany fibotoana tanin’olona izany mitsy taty,ary nitarika izy t@ 1er tour ary ho entiko eto ny resultat 2e tour fa arao tsar bv/bv

  4. tsaho , rumeurs , contre-vérité = arme essentielle de Rajoelina depuis toujours , pour assoir son putsch et faire perdurer son réseau après le 20 décembre…

    ==> Raison de plus pour que JLR soit FERME contre la corruption comme il le dit.

    ==> Mais FERME surtout à NE RIEN LAISSER PASSER APRES L’AUDIT promis après le 20/121

    ==> FERME pour POURSUIVRE TOUS LES DELITS COMMIS PAR LA CLIQUE RAJOELINA
    et pourquoi pas pour les délits non prescrits de la clique Ratsiraka

    1) il y aurait moyens de faire RENDRE A L’ETAT les fortunes constituées par la COEEUPTION , la

  5. Mazava aloha fa ny foza dia foza foana na fisainana na fiaiana. Hilaza ihany anefa aho. Hamaky ny Gazette de la Grande île ve ? Maninona moa, mahita foana ary ary tsapaka fa dia ambany dia mbany ny fotom-pisainanio gazety io. Mivelona @ fialonana, malahelo hava-manana. K atsy any ny olako fa ity lazain’i Marti hoe: »Fa inona woa no nifidianan-dRainivoanjo an’ity tsy gasy fa sinoa ity, zay mizaka ny zom-pirenena frantsay, franc maçon, mambra PS ,candidat tohanan’ny Lafrantsa ary ny dadan’io rangahy io »
    F’angaha moa fahotana ireo no azo hiampangana. Satria fe ny gasy sasany indoneziana, ny sasany afrikanina, ny sasany sinoa dia ho fahotana mahafaty ve izany ry marti ? Toa tena mpanavakavam-pirazanana be mihitsy ianareo izany ? Tsy izany ary ve no feran’ny lalàna ?
    Mba avohay eto aminay eto hoe izany nanampy ny mpanjakana sy nandro ny tranon’ny mpitolona Malagasy izany t@ 1947. Firy taona i Jean-Louis Robison t@ izany dia ahoana no ahafantarany sy hilazany hoe i Ranona miptraka ary, dia i ranona aty..?
    Itony toetra itony any dia efa mazava fa anareo sy ry Rossy. Ny zanak’i Dada tsy misaina toy izany.
    I Marti koa izany dia tsy manakolazaina t@ ireny hala-bato t@ fiodinana voalohany ireny ? sa takon’inona ny maso ? na 21% aza no isa farany dia vahoaka malagasy nify ireo sady voalohany an-daharana. Ny tena demokrasia dia maniky izay mandresy raha toa ka tsy nisy ny hala-bato . I marti toa tsy manaiky ilay fandresn’i Jean-Loui Robinson t@ fiodinana voalohany… Aferanao sy ianao izay fa aza lotoana ny loharan’ny zanak’i Dada.

  6. suite du 1)

    la PREVARICATION ,la CORRUPTION , les PRISES ILLEGALEs D’INTERET NOMBREUSES

    2) vendre leurs biens mal acquis ou nationaliser

    3) suivre à la trace les manipulations de faire disparaitre les fortunes par la voie d’entreprises écran ,d’exportations financières , par la voie de partage anticipé d’héritage etc…..

    JLR

    SVP pas de faiblesses coupables comme M. RAvalomanana envers Ratsiraka

    Il est un adage moyen ageux français qui dit :

     » POIGNEZ VILAIN , IL VOUS OINDRA,
    …………………OIGNEZ VILAIN IL VOUS POINDRA  »

    En clair IL FAUT PRAPPER avant que l’autre le le fasse
    ===> la preuve : Ratsiraka en 2009 à appelé à l’insurrection contre Ravalomanana
    ========> Ravalomanana aurait du le terrasser définitivement en prenant le pouvoir
    ========> Ratsiraka avait gardé tous ses biens et paradait à Neuilly sur Seine , une des communes les plus riches de France…….

  7. Matoa manohana mafy ny namana ry zareo io foza io, dia ataovy ao an-tsainareo fa olona efa mitapy sy voa ny lohan’io â ! Vitan’io mihintsy ny mivarotra an-dreniny sy havany rehetra na vany na lahy !

    Izao no tena izy, ary tsy misy resaka valifaty ! Mbola ho avy ny anjaran’ny foza ! Raha tsy diso ny tenako, dia nandray anjara tamin’ny fampahoriana ny malagasy ity olona ity !

    http://www.lesechos.fr/economie-politique/politique/actu/0203195279112-claude-gueant-entendu-par-la-police-637804.php

  8. marti,

    tsy nisy nanofy be ho tohananin’i tsssotska hoatry i Rajoelina , taminy andr i Sarkozy :OK ?????????? tadidinao ve ????????????
    Ny dadabe i Rajoelina dis Frantsay nanambady betsileo : Rajoelina = Français « JUS SANGUINIS » , de sang !!!!!!!!
    ===================> Mazave ho anao ve ???
    =================> akotr’izany : tsy haoko !

    Robinson sinoa hoy ianao?
    Ka inona ary ny olana na marina , na tsy marina izany ???
    Malagasy y Robinson !!!!

    Dadabeko , gasy pur porc , dia hoatry sinoa : inona ny olana ?Na nitovy senagaly na sinoa izy…….

    Obama dia zanaka Keniana : prezida ny USA izy : inona ny olana ??????

    ELEVE UN PEU LE DEBAT …bien que je t’en crois incapable !

    TSSSSSSSSSSSSSSSSKKKKKKKKKKKKSSSSSSSSSSSSS

  9. Mba nahazo fanakianana avy amin’ny foza ve i Vital, izay malagasy pur sang angamba raha ny fijerin’ny foza azy ?
    Aza mandany andro amin’io ê !

  10. inona no ataon’ny foza tsy manakaleha ato. Aleha mandeha any ilay tsy matahotody ireto fa sady efa manimba firenena no mbola mampihoaka hatrany koa. POUAH , foza tsy manjary, voahozona hatramin’ny taranaka amanjafiny

  11. Kadoa hoan’i Marti

    1) KMD : Soutien à Jean Louis Robinson
    déc 17th, 2013
    Au cours d’une conférence de presse qui s’est tenue hier à Antanimena, le président du « Komity Miaro ny Demokrasia », Razafimanana Bruno a réitéré son soutien au candidat de la mouvance Ravalomanana, Jean Louis Robinson. Midi.Madagasikara

    2) Maître Avoko : Mobilisation de plus de 40 000 Kung-fu pour sécuriser les voix de JLR déc 17th, 2013
    Les pratiquants du Kung-fu et les partisans du parti « Madagasikara Afaka » (MAF) n’entendent pas se contenter d’offrir leur soutien au candidat de la mouvance Ravalomanana, Jean Louis Robinson lors du second tour de la Présidentielle.

    Dia ahoana io ry Marti ? aza marary fo an !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *