22 pensées sur “Résultat 2è tour : ( BV 1814/20 001 ) JLR : 54,67 %, HVM : 45,33 %”

  1. Tsy volombosary akory fa te hahafatantra oe amin fomba ahona no hisian decalage be amin resultat hitan ‘ny CENI-T io hitantsika io ?
    Satry ra ny zavtra mivoka amin TVM ny iverse n io no mivoka

  2. Raha tsy misy mamono ireto olona ireto dia ho rendrika ity gasikara ity rah izao no fandehany !

    1- Andry Nirimboay Rajoelina
    2- Augustay Andriampory
    3- Ratsy Rahonana Norbert Valala

  3. Misaotra t@ détails, raha fintinina izany dia:
    – efa mahatratra 16,26%-ny mpifidy voasoratra ny vokatra azo hatramin’izao

    Ny vokatra 1 272 000 azo dia mitsinjara ho toy izao:
    – Antananarivo: 887 000 (69,73%)
    – Antsiranana: 72 000 (5,66%)
    – Fianarantsoa: 57 000 (4,48%)
    – Mahajanga: 31 000 (2,44%)
    – Toamasina: 212 000 (16,67%)
    – Toliara: 13 000 (1,02%)

    Tsy mbola nahazoana vokatra ireto faritra ireto:
    – Matsiatra Ambony (Fianarantsoa)
    – Analanjirofo (Fenoarivo Atsinanana)
    – Sofia (Antsohihy)
    – Androy (Ambovombe)
    – Menabe (Morondava)

  4. Mba te hampatsiahy fotsiny aho fa mitsinjara ho toy izao ny mpifidy 7 823 000 eran’ny Madagasikara :
    – Antananarivo : 2 733 000 (34,94%)
    – Antsiranana : 550 000 (7,03%)
    – Fianarantsoa : 1 421 000 (18,16%)
    – Mahajanga : 892 000 (11,40%)
    – Toamasina : 1 220 000 (15,60%)
    – Toliara : 1 007 000 (12,87%)

  5. Mitsinjara ho toy izao ny isan’ny mpifidy ao amin’ireo faritra 5 tsy nahazoana vokatra:
    – Matsiatra Ambony (Fianarantsoa): 419 000
    – Analanjirofo (Fenoarivo Atsinanana): 347 000
    – Sofia (Antsohihy): 392 000
    – Androy (Ambovombe): 201 000
    – Menabe (Morondava): 196 000

    19,88% ny isan’ny mpifidy eran’ny Madagasikara ireo.

  6. Marina fa eto Antananarivo no be mpifidy fa tsy ampy ireo mpifidy ireo raha te ho lany i Robinson,ary raha jerena ny tendence ao @ cenit dia sur les 22 regions,region 5 ihany no mitarika i Robinson.
    Izay angamba no mahatonga ny valiny roa samy hafa eto sy ao @ cenit,ny an’i cenit ny any @ faritany no atsofony fa tsy ny eto an-drenivohitra.

  7. NY TENA TIAKO AHATONGAVANA DIA MBA MIANTSO IREO OLONA MANANA FAHAIZANA KELY (MANANA NOTION KELY @ STATISTIQUES SY PROBABILITES) MBA HANAO PROJECTION/DEDUCTION/EXTRAPOLATION AVY AMIN’IREO AMPAHAM-BOKATRA AZO IREO.

    MATAHOTRA MAFY AHO (TENA MATAHOTRA FA TSY VAZIVAZY) FA EFA MISY ANKOLAFIN’OLONA EFA MANOMANA SY MANDRANGITRA MIALOHA NY VAHOAKA MBA HIDINA AN-DALAMBE INDRAY HANANKORONTANA.

    TSOTRA BE ILAY HEVITRA: NY VOKA-BATO ETO @ FARITANIN’ANTANANARIVO NO TENA HASONGADINA DIA MINO SY MANANTENA NY OLONA FA MITOVY AMIN’IO DAHOLO NY VOKATRA ERAN’NY MADAGASIKARA.

  8. Ahoana no tena hiarovana ny isambato eo anivon’ny CENIT e! ny mivoka ao ihany ange no tena légal sy légitime e! iza no hafaka hanazava an’zany???????

  9. Miarahaba antsika rehetra,
    Rehefa mihaino ireo voka-pifidianana avoakan’ny fampielezam-peo vitsivitsy aho dia gaga ihany fa tena hamafisin’ny sasany mafy fa nifidy an’i HR ny mponina eny @ faritra iva, amiko dia efa mikotrika fifanoherana miainga @ resaka saranga ny sasany.

  10. ALERTE 19h06 – JEAN LOUIS ROBINSON : Dans une déclaration ce dimanche, le candidat Jean Louis Robinson demande l’arrêt de la publication des résultats : « Nous demandons l’arrêt de la publication des résultats de l’élection et voulons revoir toutes les urnes pour vérifier les bulletins pré-cochés dans les urnes ». SOURCE orange.mg

  11. TRES BIEN

    De plus :

    il était temps qu’il dise STOP à l’information matraquage DISTILLEE par orange SANS AUCUNE PORTEE pertinente ,

    voire sans aucune signification pour l’instant !

    information distillée pour perturber de plus en plus la polulation , juste pour mettre Hery en valeur, POUR L’INSTANT ,

    === > mais compte tenu du résultat correcteur de la masse démographique des Hauts Plateaux qui VA AUTOMATIQUEMENT PROPULSER JLR
    === > c’est vouloir faire croire aux partisans de Hery que JLR leur vole la victoire

    =============> le risque ultime est de PROVOQUER ARTIFICIELLEMENT DES TROUBLES
    PAR UNE COMMUNICATION MALSAINE , voire MALVEILLANTE :

    CAR PARTIELLE ET PARCELLAIRE

  12. Ho valiko aloa ny an’i Trimobe
    Raha ny Analyseko dia miandry ny vokatra rehetra avokany CENIT ny avy @Mouvance Ra8 sy ny AVANA vao anao zavatra Araka ny hevitro anefa mba hiarovana ny safidy dia tokony manao cofrontation PV/PV na BV/BV ary manasa…

  13. Manasa na mampiantso mpanao gazety mba ampahafantatra izany @vahoaka isanandro isanandro,ny fomba fiasa ny CENIT mantsy tsy tena professionnel fa mitongilana @Hery ka izay aloa no entina anairana ny CENIT sy ny CES dia aleo ho itany vahoaka eo e

  14. tena henjana b le guerre de communication, tsy fantatra tsony oe iza no henoina. Mapalaelo le alefa @ TVM fa famonoana moral fotsiny.

  15. FRAUDER c’est VOLER

    les ACTIONS DE JUSTICE ont un EFFET RETROACTIF

    Pas de concession aucune

    Pas de réconciliation scélérate sur fond de fraude massive !!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *