25 pensées sur “Résultat 2è tour : ( BV 2123/20 001 ) JLR : 53,92 %, HVM : 46,08 %”

  1. ALERTE 19h06 – JEAN LOUIS ROBINSON : Dans une déclaration ce dimanche, le candidat Jean Louis Robinson demande l’arrêt de la publication des résultats : « Nous demandons l’arrêt de la publication des résultats de l’élection et voulons revoir toutes les urnes pour vérifier les bulletins pré-cochés dans les urnes ». SOURCE orange.mg

  2. s’abonner au flux des dépêches19h06>

    JEAN LOUIS ROBINSON : 

    Dans une déclaration ce dimanche, le candidat Jean Louis Robinson demande l’arrêt de la publication des résultats : « Nous demandons l’arrêt de la publication des résultats de l’élection et voulons revoir toutes les urnes pour vérifier les bulletins pré-cochés dans les urnes ».

  3. source : [www.bbc.co.uk]
    Madagascar : « fraudes massives »
    Dernière mise à jour: 22 décembre, 2013 – 14:28 GMT

    Le candidat Robinson Jean Louis a demandé dimanche l’arrêt de la publication des résultats du second tour de l’élection présidentielle malgache.

    Il a dénoncé des « fraudes massives ». Les résultats provisoires sont favorables à son adversaire, Hery Rajaonarimampianina.

    « Nous demandons l’arrêt de la publication des résultats de l’élection et voulons revoir toutes les urnes pour vérifier les bulletins pré-cochés (en faveur de son adversaire) dans les urnes », a dit Jean Louis.

    Ses partisans ont « recueilli 80% des résultats dans tout Madagascar, qui lui donnent la victoire à 65% », a-t-il affirmé, après avoir estimé samedi son score à 56%.

    Les résultats partiels portant sur 15% des bureaux de vote publiés dimanche par la Commission électorale nationale indépendante de la transition (Cenit) créditent, le candidat du pouvoir, de 53,63% des suffrages exprimés.

    L’Union européenne (UE) estime que les élections présidentielle et législatives ont été « libres, crédibles et démocratiques ».

    « Elections transparentes »

    « Le processus n’est pas fini : on doit attendre la fin du comptage des voix et la remontée des résultats », a toutefois précisé la chef de la mission des observateurs de l’UE, Maria Muniz de Urquiza.

    Les missions d’observation de la Francophonie, du Centre Carter (Etats-Unis d’Amérique), de la Commission de l’océan Indien et de la Communauté de développement d’Afrique australe (SADC) sont arrivées à des conclusions similaires, dimanche.

    La SADC, par exemple, a qualifié les élections malgaches de « pacifiques, libres et transparentes ».

    Les Malgaches ont voté dans le calme vendredi pour élire leur président, ainsi que 151 députés. C’est le premier scrutin démocratique organisé depuis le renversement du président Marc Ravalomanana, en 2009. Le taux de participation devrait tourner autour de 48%, selon l’UE.

    Les deux candidats au second tour de la présidentielle criaient victoire samedi et s’accusaient mutuellement de fraudes.

  4. RAHA IZAO FANGALARANA IZAO NO MITOHY DIA HIFAMPIHINANA NY ANAMAMINY ETO.MAMPITANDRINA ANAREO FERY VAOVAO IRETO IZAHO FA RAHA MITOHY IZAO FANGALARANA NAREO IZAO DIA TSY ANISANY NO METY EO AMBONINY TANY INTSONY HIANAREO NOHO NY ADALANAREO.AMPY ANGAMBA IZAY.HIANAREO IREO NO TENA MITARIKA KORONTANA, Dernier avertissement no omeko anareo, zavatra tsy hampoizinareo no ahazo anareo.

  5. Pourquoi JLR n’exprime pas clairement de doute sur la NEUTRALITE de BEATRICE ATTALAH

    1) elle était conseillère de HERY dans son ministère
    Donc Hery est son ANCIEN PATRON !!!!!!

    2) pourquoi Hery et elle se permettent de se rencontrer quelques jours avant les élections , alors qu’elle est PRESIDENTE DU CENI T ???????????

    ========================> il y a un MINIMUM de DEONTOLOGIE A RESPECTER
    lorsqu’on endosse l’habit de PRESIDENTE d’une commission
    ad hoc en charge de veiller à la justice et le déroulement
    des élections.
    Avec OBLIGATION ABSOLUE de NEUTRALITE

    Il ne faut pas ACCEPTER DE SE BANDER LES YEUX !!!!!!!!!!!!

  6. CONSEIL EROTIQUE NATIONAL IDEAL POUR LA TRANSITION (CENIT) DIA HITA MIHITSY FA MITANILA , KA MAMPITANDRINA ANAREO CENIT
    FOPLE IREO KOA IZAHO.FA MANONA NO MANGALATRA E. MIHEVITRA VE HIANAREO RAJOELINA ANDRY IREO FA TENA CABLE, HITANAREO TSARA IZANY WOE: VALINY NY HALATRA, TENIKO MARINA AMINAO FERY VAO IO FA TSY MANANA ETOFFE ANA FILOHAM-PIRENENA IZANY HIANAO IO, MANARAKIZANY JEREVO TSARA ANGE NY TAREHINAO FA HAOTRANIRENY BODOFOTSY DOUBLE FACE IRENY E, NY VAVA HIANAO MANANA FA NY AMBONY ZERO MANATODY. HIANAO IO NO ATAO WOE DEMI-BAOMANGA MITOVY AMINY ROSSY.

  7. rasamy hoatry marina ity conseil érotique de transition ity( Atallah = ex conseillère de Hery)

    A peine de passer pour une raciste …l’apparence me semble être appropriée.

  8. HAFATRI NY HO FILOHA JEAN-LOUIS ROBINSON

    19h06
    JEAN LOUIS ROBINSON :
    Dans une déclaration ce dimanche, le candidat Jean Louis Robinson demande l’arrêt de la publication des résultats : « Nous demandons l’arrêt de la publication des résultats de l’élection et voulons revoir toutes les urnes pour vérifier les bulletins pré-cochés dans les urnes ».

  9. Toa miaka-pofona be Rasamy a!efa manipy gants sahady ve e! de haninona hono izato Rasamy.Tsy nahomby angaha ka ny olona foana no résponsable araka ny haverimberiko eto. Fanga diso fanantenana tao Tana e!nanantena hanao be tao, kanjo niova tanteraka ny safidim-bahoaka. Toa tsy nisy poids Camille tany Tuléar, fa nopotehan’i HERY tanteraka Saribakoly. Mba woa mionona rehefa tsy nahazo zay noeritreretina sy ny nantenaiana fa ny vahoaka tsy adala @ havendrananareo. Toa notsarain’ny vahoaka ianareo fa ianareo marina no vendrana. De haninona hono zato izy Rasamy? Za fotsiny aza teto defa naharesy anareo matoa toy izao ny résultat. Aza mba sagnagna lasan-kovavany fotsiny otran-dRasamy sy ny zanakidada ihany woa fa ny hanina tsy azo ity ny tratra mangana be, fa raha charme no resahana aleo mifidy an’i Hery mpandresy, toy izay lay tarehana Saobakaka rajaona be Robinson. Aza matahotra rasamy fa teknisiana be Rahery a! zay no nifidianan’ny olona azy.

  10. marti marta martou!!!!!!!!!!hihihihihi f’angaha mafibe le fery vaovao e?????hotratra @ bulletin unique mitovy laharana marobe ianareo f’aza maika!!!!!2002 bis ty androany!!!!!!

  11. HO ANY I MARTI

    TSY MIHAKAPOFONA MIHITSY RASAMY FA HIANAREO TARANAKA DEVOLY MPANGALATRA, MPAMONO OLONA IREO NO TENA MAMOFONA MANDEFA FOFOM-POZA, ARY NY FOFONAREO DIA
    MIAVAKA MIHITSY SADY MAINTIMAINTY DIA

    REHEFA AVY EO MIVADIKA MAVOMAVO MITOVY AMINY TAIN-JAZA.ATAONAREO DAHOLO IZAY FOMBAN-DEVOLY IO.RAHA I ROBINSON/RAVALOMANANA TSY HO RESINAREO MIHITSY NA HANIRY NIFY AZA NY AKOHO.KA MBOLA MAMPITANDRINA ANAREO IREO IHANY IZAHO FA SAO DIA TRATRAN’IZANY WOE TAY TSY OMBY VODY IZANY(TSY TENY RATSY IO FA TENY MALAGASY). IRENY FERY VAO IRENY MIARAKA AMINY ROLAND RATSIRAKA, RY MPANAO CHEQUE SANS PROVISIONS SY NY SISA TSY VOATANISA, IRENY VE NO WOE HITONDRA FIRENENA , ALEO NY ALIKA NO MITONDRA DIRENENA TOY IZAY HIANAREO IREO.HITA DAHOLO FA FOTOM-POZA MIANAKAVY TARANAKA MPANGALATRA TSY VANONA, ARRIVISTE AMINY HALATRA, ARAKA NY FITENINY NY MENA SOFINA MPIARO ANAREO MANAO WOE:
    BIEN MAL ACQUIS NE PROFITE JAMAIS.

    MBOLA HITOHY

  12. Rasamy ô!!mandamina ihany e!!tsy mankaiza eo ireo!!
    AMPY IZAY!!HAFA NY TALOHA RASAMY a!!!avelao hitapitapy eo daholo.

  13. 20h45>
    TENDANCES CENI-T :
    3.526/20.001 BV. Taux de participation: 50,03%. Hery Rajaonarimampianina 52,74 % (504.632 voix). Jean Louis Robinson 47,26 % (452.183 voix)Date : 22/12/2013
    Io tompoko ny résultat azo jerena à jour sur http://www.orange.mg
    Ny fair play dia mahay mandresy ary manaiky resy

  14. Pas d’accord Ranavalona

    Nous sommes en pleine lutte d’influence ,
    ils vont de plus porofiter du ron ron de Noël…..

    LIS MON TEXTE concernant résultat BV 2298 , STP.

  15. MAO

    pour toi je préconise le vote censitaire :

    inutile de t’expliquer le sens des chiffres en comptabilité et en statistique
    ====> tu aurais trop mal à la tête

    ====> on peut dire tout ce qu’on a envie de croire avec ces chiffres partiels et parcellaires…….

    Voilà pourquoi je n’ai pas envie d’un comptable à la tête de mon pays : JUSTE BON POUR ETRE CHEF DE BUREAU ,
    un technocrate impréparé à la décision managériale !!!!!!!!!!!!!

    Un médecin est ou a été en contact avec le peuple que tu le veuilles ou non !!!

  16. 21h25>

    HERY RAJAONARIMAMPIANINA : 

    Dans une déclaration ce dimanche, le candidat Hery Rajaonarimampianina répond aux accusations de fraude formulées par le camp Jean Louis Robinson : « Je suis désolé de le dire, mais c’est l’argument des mauvais perdants. »Date : 22/12/2013

    LAZAINY I DOUBLE FACE FA PERDANT INDRAY I ROBINSON/RAVALOMANANA, HITANTSIKA IZANY WOE IZA NO PERDANT IZANY.VATO HALATRA VE NO AZONAO DIA FALY HIANAO.TENIKO ANAREO FERY VAO IREO: AZA ATAO NY MANAFITOHANA NY VAHOAKA, NA HIANAO IO AZA EFA NIAIKY NY VATO TSY MANANKERY NANGALARINY NY EKIPANAO, TSY TAITRA AKORY HIANAO MITENY WOE: TSY HITANAO NY ZAVATRA ANY AMBADIKA ANY NEFA REHEFA AVY EO HIANAO MIAIKY FA TSY MANINONA RAHA ALANA AMINAO IREO VATO IREO, DIA ZAO HIANAO TSY MENATRA AKORY PERDANT I ROBINSON/RAVALOMANANA.ATAOVY AO ANATINY LOHAKELINAO IO FA CENIT MAMOAKA NY VALIM-PIFIDIANANA FA IZAHAY KOA MANANA NY ANAY.ARY ETO TSY MISY HANAIKY NY HALA-BATO HATAONAREO SATRIA IO HALATRA IO TSY TANDRA VADIKODITRA AMINAREO

    MBOLA HITOHY

  17. Je ne suis pas convaincu du pseudo « MAO ». ce n’est certainement pas le Zanak’i Dada qu’on connait , mais fort probablement un faible qui se prononce à sa manière.
    Pour ce « MAO » le résultat de orange.mg vient de la CENI-T c-à-d au http://cenit-madagascar.mg/ Or on sait que la CENI-T travaille visiblement pour la nouvelle plaie. Alors MERDE pour la CENI-T.
    Cependant, rien ne vous empeche de voir les autres sources. Ici par exemple, les résultats sont issus des procès verbaux des délégués de la mouvance qui normalement sont les mêmes que ceux de la CENI-T. Ce qui prouve, une fois encore que la CENI-T est entrain de bidouiller quelques chose.
    Enfin, je mets un doute enorme sur votre pseudo. Vous n’etes pas le  » MAO » que beaucoup connait, vous utilisez ce pseudo pour salir la personne. Vous etes un pur foza.

  18. aoka hazava fa tena halatra bevava no miseho satria dia inoana fa nanaparitaka bulletin mialoha t@ fitetezan-trano nataony ny mpomba an’i fery vao t@ porte à porte^sady nizara vola ( tsarovy ny tenin’i domelina hoe hainy ny fomba fangalarana rehetra ary dia nataony tokoa izany ). Zvatra iray azo atao haingana dia ny fanamarinana sy fijerena ny urne rehetra ary ny fampitahana ny bulletin narotsaky ny olona dia ho hita eo fa ho marobe no hitovy ny marika natao izany hoe araka ilay voalazan’i Filoha JLR : bulletins pré-cochés ( tetika frantsay io nentiny nampandresy ny marionnetiny taty afrika rehetra ). Io ilay fivoriana tany morisy farany.
    Tsy maintsy hatao haingana io fisavana sy fanamarinana ny urne rehetra io fa sao efa nahondran’i atallah ny bulletin. Mila malaky isika!;
    Dia tsy kivikivy koa aty amboalohany fa mbola eo an-tanim-piadiana ary ny marina tsy mba maty.

  19. Ahoana Rakototelo a! de ridicule be nareo nama raha Rajoeilina no ndeha hamono tena ka hilaza woe, hainy ny mangalabato. Mba rehefa mananontanona ny faharesena Rasamy de miakatra ny tosidra a! ahoana ny filazan’ny UE ny fizotran’ny fifidianana hatraty an-dafy aty.Mizotra tsara , crédible, mangarahara. Eny fa na de hatramin’ny Amerikana aza. De io ndray fa mitady hirika Rasaribakoly, hanajanonana ny publication ny résultat hikaroka fanjaitra ao anaty mololo woe, aiza hono zany vato hosoka izany. De naninona no nahita an’izany ny déléguésnareo tonga de tsy nalaina?
    Io otran’ireo mpifaninana perdant aty afrika e! lazaina fa misy hala-bato. Tsipaky ny miala miaina, sao mba misy fanantenana rehefa tsy manaiky ny verdict n’ny latsa-bato.
    De aiza ty 2002 faharoa ty e! teo am-pandosiran’ny dadanareo aza, tsy vitanareo ny 2002 bis, aiza ndray ty fifidianana efa vita, nandresen’ny tolona, niaretana ny mafy nanonganana an’ilay Raosy diktat ty. Voaporofo zao fa nitombona ny tolona notarihin’ny zandrinay a!

  20. MPM ity Denise ity

    mila miova anarana : Marty marteau ? gogor, Moa sa mao ? etc etc

    soraty « dame pipi » dia mety éééé

  21. Na angalatra tahaka ny inona aza ireo HVM ireo tsy haharesy an’i JLR izany mihintsy.
    Hala-bato tsy misy otran’izany, ny tany aminay tany antsimondrano dia nahagaga anay fa anga moa tsy efa nisy stylo daholo isaky ny isoloir (stylo mifatotra)? fa izay vaton’ny Hery vaovao mipoitra dia toa marqueur maintsy be daholo, tena nahavariana ny maro nahita izany.
    HALA-BATO TSY MISY OTRAN’IZANY

  22. Ho an’iMao
    Araka ny evtrao avy aiza moa io resultat ao @io adresy nomenao io,sa ve zany lasa nanisa vato koa ny orange???
    Ina ny fair play atao amzany ty ne rahara-pirenena e.fiainam-bahoaka 22000000 ao anaty ny 5ans no entina fa ts fanatanjahatena

  23. bjr
    tena tsara raha hafainganina ny resultat avy aty amintsika fa ny ratsy tsy kely lalana ary ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *