37 pensées sur “Résultat 2è tour : ( bv 2998/20 001 ) jlr : 54,24 %, hvm : 45,76 %”

  1. Ra atao tsotra ny comparaison ny résultat izao fotoana izao CENIT 953.000 votants Hery 52,74%
    Eto koa 950.OOO votants JLR 54,24%
    Dia tena misy alatra be vava ao ka mba miangavy Atoa Robinson homeo ny mpanao gazety ny porofo rehetra rahampitso satria efa hanananao ny résultat rehetra dia hasehovy ny vahoaka miaraka @ ny porofo rehetra fa mbola ho dimy taona fanjakana jiolamboto indray ve!

  2. Rien que pour les marchés publics

    Rien que dans le code des marchés publics :NUL NE PEUT FAIRE PARTIE D’UNE COMMISSION D’ATTRIBUTION
    * s’il a des liens de parenté ou de d’alliance avec un candidat à un marché
    * s’il y a des LIENS HIERARCHIQUES ou d’affaires avec un candidat
    -> le controle se fait avant ou pendant ou après attribution
    En cas d’attribution le marché est annulé avec des sanctions à l’appui ,allant jusqu’à l’EMPRISONNEMENT..

    Dans un CONTEXTE ELECTORAL :

    Comment la mouvance n’a t’elle pas DENONCE l’attribution de la PRESIDENCE DU CENI T à Béatrice ATALLAH qui était CONSEILLERE du ministre des finances rajoeliniste HERY ????????
    Méconnaissance ou négligence des conseillers ?

    Il y a manifestement :
    => risque de corruption
    => risque de CONFUSION D’INTERET , voire prise illégale d’intêrèt : DES DELITS !!!
    => pour le moins :
    * IL EST IMPOSSIBLE D’ACCEPTER QU’ ATTALAH puisse rester NEUTRE
    * ce n’est pas un concept seulement moral
    c’est un concept constant du DROIT
    NUL NE PEUT ETRE JUGE ET PARTI ou juge et jugé

    ================> DENONCEZ CETTE PRESIDENCE partiale a priori
    ================> de surcroit ATTALAH et HERY SE SONT DONNES LE LUXE D’UNE RENCONTRE en catimini ,juste avant le 20 décembre
    ( fait rapporté par la presse , lue et connue de tous)

    CET ETAT DE FAIT EST TOUT SIMPLEMENT SCANDALEUX !!!!

  3. MANDROSO NY FANGALARAN’NY CENI-T

    20h45
    TENDANCES CENI-T :
    3.526/20.001 BV. Taux de participation: 50,03%. Hery Rajaonarimampianina 52,74 % (504.632 voix). Jean Louis Robinson 47,26 % (452.183 voix)

    19h06
    JEAN LOUIS ROBINSON :
    Dans une déclaration ce dimanche, le candidat Jean Louis Robinson demande l’arrêt de la publication des résultats : « Nous demandons l’arrêt de la publication des résultats de l’élection et voulons revoir toutes les urnes pour vérifier les bulletins pré-cochés dans les urnes ».

  4. lazalazao

    plus que cela et pour les raisons que tu connais

    JLR DEVRAIT DEMANDER LAA RECUSATION DE BEZATRICE ATALLAH

    il y a RISQUE DE CONFUSION D’INTERET

    pour moins il y a pour le moins :

    CONCUSSION

    CONCUSSION

    CONCUSSION entre Attalah et Hery !!!!!!!!!!!

    de par ses liens personnels avec Hery(conseillère du ministre Hery !) elle doit être déclarée INCOMPETENTE POUR DECLARER DE RESULTATS D’ELECTION CONCERNANT HERY

    c’est heurter des règles constantes du DROIT : nul ne peut être juge et parti

    Punaise !!!!il n’y a pas de juristes de DROIT PUBLIC dans la sphère de JLR ?????????????pour une telle bavure ???????????

    SOS raymond Ranjeva par exemple ?
    c’est bien grace à Ravalomanana qu’il a obtenu son poste au TPI !

  5. Efa resy jlr, aza mitady hirika hanamboarana azy fa nareo mitsy no mitady hangala bato. Ary mb tokny hatoky ny cenit isika fa niara nametraka anreo isika.

  6. Mba kombony kely ty vava ry WILLY a! Niarahanametraka angaha no betsaka any??? Ny pouvoir anareo daholo na miaramila na inona na inona na executif ka niarahanametraka a niarahanametraka!!! Raha tena mahitsy nareo naninona no tsy olona mouvance ra8 no natao président CENIT fa naninona no conseillère an’i herimboatay?? Satria nareo mpanao heriboatay!!! Izay no valiny!!!
    Efa hita fa mpangalabato na 1e tour aza efa tratra ka mbola katsaka tsaramaso voanjobory!

  7. Beatrice Attalah
    Tokony halefa any tsiafah
    Olona mpangalabato sady mitongilana
    Herimboatay ny azy no vady hiankinana

    Ho very ianao ramalagasy raha tsy mihetsika
    Miandry anao izahay JLR mba hanameloka
    Fa dienizao dia tokony hosakanana
    Izao halabato izao tokony hofoanana

    Ianao io ry WILLY dia mahafantatra
    Fa mpanongampanjakana ianareo ka te hifikitra
    Aminity fitondranareo mpanapotika firenena
    Aza very fanahy maty eritreritra fa mba miheveratena

  8. Tena mila misy mirotaka kely mihitsy fa raha tsy izany hanao lalakitakisoa ireto cenit ireto! Ny vaovao avoakan’ny cenit sy tvm dia iray ihany. TVM nefa TGV donky : mazava ny resaka! Mody hakarina kely avy eo ny vaton’i JLR fa tsy atao miohatra ny 49 mihitsy!!!
    Ataovy ny organisation hanaovana manifestation e. Zon’ny olona no te hahalala hoe maninona no birao eo akaikin’ny Cenit eto Antananarivo no mbola tsy voaray ny vokapifidianana hatraminizao? Tena mila mihetsika fa tsy lasa intsony izao!

  9. Tena ady henjana be sy tsy moramora hoy aho ny manongotra ireo foza ireo amin’io seza nangalariny io, miady amin’ny demony sy satana isika, tokony efa niomana tamin’izany ny saintsika, ary io fitondrana io dia tsy hamelany fa hanaovany vy very ny ainy mihintsy. Noho izany tokony ho henjana sy ho mafy loha toa azy koa isika, tsy ho kivy fa hampiakatra hatrany ny morale satria izay ampahalemy antsika amin’ny lafiny rehetra anie no tanjony é. Aoka ihany koa samy tsy hanadino mitondra ambavaka izao safidintsika izao, sy ny paik’ady rehetra entin’ny kandidà JLR sy ny mpanaradia azy mba hampandresena ny fahamarinana. Bon courage daholo.

  10. ho an’i Willy:
    1°) hoy ianao « MBA tokny hatoky ny cenit » aïe aïe aïe no-imposer anie io ê,
    efa hatrany amboalohany no TSY MISY INCLUSIVITé!!!

    2°) « isika fa niara nametraka anreo isika. »
    TSIA tompoko: notendren’ny tarika putshiste i mATieALAH BEAtitude

  11. na izany anarana hoe
    HERY rajaonarimampmé izany aza amiko
    efa fambara ratsy
    tena intentionnellement PRéMONITOIRE midika
    FORCEPS = président PAR LA FORCE post putch
    !!!

  12. Tara be izany reaction-tsika izany ry zalahy isany!!

    Satria nanantena handresy noho ny hoe minoa fotsiny ihany ve, de na nahita hatrany amboalohany aza fa conseillère an’i Hery i Béatrice, dia tsy nanao réaction dieny vao nirotsaka candidat i Hery, fa dia nirotsaka sy namita hatramin’ny farany 1er tour sy 2e tour ny fifidianana ihany ?

    Fony 1er tour, 30% nidina 20%, tsy nisy niteny tahaka io hoe alefa any tsiafahy i Béatrice. Fa izao, efa masaka ny hanina ary namokovoko nandroso kitay nanamasaka azy tao isika vao manontany hoe fa inona moa io anaty vilany masaka io ?

    Io no efa nametrahako fanontaniana talohan’ny fifidianana t@ i KM hoe raha midina 10% ny vato noho ny tokony ho izy dia inona no hatao ? Asa mba azo atao @ izay ve, ary mety hahomby ve ny hevitr’i KM ?

  13. Averiko indray
    ===>Dada au pouvoir voahongany de izy zao au pouvoir,tsy ho vitany ve ny Angala_bato??.Ary @page talo ary(resultat 2em tour bv 1814/20001..)misy fomba fiasa tsara sady mety na isika na cenitatra mantsy tsy tena mamoaka endetail…

  14. bjr!
    ny resultat avy @région 4 ( Sofia, Analanjirofo, Androy, Menabe)tokony efa mba ahazo vokatra isika fa amin’ireo anie ry zareo araka ny cenit toa ambony a.
    arahana vavaka mandrakariva ihany koa fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy.

    ny mino tsy maintsy mandresy.

  15. Ny vokatra mantsy atreto tsy endetail ka tsy hay tsony,efa mivoaka ve ny ao @vil sa tsia zay mba mahalala anzay mba valio na ry denise,marti indrindra isika manoana ny firenena tandalana

  16. Vita ny fifidianana, handresy ny mpiaro ny ara-dalàna, ka tianareo mba hilamina ve ny fetin’ny faran’ny taona sa dia ho alefa ny gidra ê ?
    Avelao hoy aho ny CENIT ampiseo ny adalàny sy ny tsy fahaizany ; ny ataky no tsy omanina dien’izao, na dia fety aza ny andro.

    Itony denise-marti itony angamba dia anisan’ireo andian’olona izay milokaloka fa tsy maintsy tafapetraka eo amin’ny fitondrana ilay fery vao, na hisy rà mandriaka aza ao Madagasikara ! Tsy ny vola entina hanaovana an’izany hono no tsy misy hoy ireo tsy valahara ! Izany no feo mandeha sy re etsy sy eroa !

    Na ny rindrina aza hoy aho, manan-tsofiny ; koa tandremo ny misababaka, na maka Maka hevitra tsy mendrika ho an’ny taranaka sy fara aman-dimby !

  17. Tena vaka ny saina mandinika azy ty re olona a!Inona marina ny tena marina eee,vokatra farany zao 47 jlr 51 Foza vaovao!Ny QG v tsy afaka mamoka vokatra isaky ny misy tonga ao aminy azfd,sa mis site ahafahana mijery izany n QG tsika,mba omeo azafady ra misy mait eee

  18. KOTo a ny site mamoaka bobaka fa donne avy ao @cenitatra iany na mijery ny QG nyfery vao2 koa dia tsotra hoa ny atao zao tsika de efa manao meeting eny Alarobia Cenit mandra-pivoaka ny valiny dia aveo eny @ CES,hoanao zay milaza fa manam-pinoana…

  19. Ny finoana tsy arahin’asa zava-poana,koa dia samia mandinika de ndao andray fepetra mitovy,fa AMPY ZAY
    Ho anao ze teny @magro mba lazao vao2 e lasa tompon-trano mihono na mba tantero eto ry mydago a

  20. Mba ento ato ihany koa raha vao vita, ny valan-dresaka ataon’Ingahy Robinson androany maraina ao amin’ny Carlton !!

  21. Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra
    Tokony mahafantatra ny zavamisy fona ny vahoaka indrindra izahay MPITARIKA aty @faritra dia izahay indray indray aveo manome vao2 ny vahoaka ataonay port a port tsy manina,f de omeo ny vao2

  22. Ho an’ilay denizim-poza, naman’ilay Patrick Raharimanana izay efa hatry ny ela no tena foza rain-dahany koa, ary anisan’ireo moins ..% tamin’ny 1er tour !!

    Efa mivadik’atidoha sy maika amin’ny fangalàrana dia TSY MAHAY MANISA INTSONY, dia izao no mba avoaka sy ahely ; miasa mafy amin’ny fandemenana ny vahoaka !!

    MAHAJANGA 1

    Suffrage exprimé : 37861
    H. Rajaonarimampianina : 23 663
    JL ROBINSON : 14 563
    TOTAL DES VOIX : 38 226

    MBA NAHAZO DIPLAOMAN’INJENIERA TAIZA IO FOZA IO ?? NA ANKIZY KELY KILASY T11 AZA VE HANAO FAHADISOANA TAHAK’IZAO ??

    AMIN’NY MAHA FOZA AZY DIA TSY MAHAGAGA FA IZANY FAHAMENARANA IZANY, DIA TSY FANTANY INTSONY !

    Tao amin’ny Tananews no nahitako an’io !

  23. Zvt 2 no mety itranga
    1_Ataony Cenit maresy ny HVM dia mody mandray decision ny CES manafona izany nohon’ny fandikandalana
    2_Mitohy ny ala_bato ary ataony Cenit/CES maresy ny HVM dia manomboka ny grevy dia omen’i Radomelina an’i Mailhol ny fitondrana

  24. Efa nilaza ny tenako fa raha namoaka ny fanafoanana an’ilay lazaina fa « décret scélérat » ny CES, dia manana ny atao hoe « rétroactivité » ilay DIDIM-PITSARÀNA !

    Noho izany dia alefaso ny ataky fa aza mitavozavoza ! Tsy mila mandatsa-drà tahaky ny eritreretin’ireto foza isika mpiaro ny ara-dalàna, fa LALÀNA, ARY NY LALÀNA IHANY NO FANTAT-TSIKA !!!

    TOUS LES MAPAR AINSI QUE LEUR CHEF, OUST ET DIRECTION TSIAFAHY !!!

    IZAHAY VAHOAKA TSY HANAIKY NY HIDIRAN’IREO SOLOMBAVAM-POZA IREO AO TSIMBAZAZA !!

    http://www.www.tananews.com/asides/mouvance-ravalomanana-la-decision-de-la-ces-est-retroactive/

  25. Ho an KMD
    Mifanipaka ne io resakao io e.Izy mitsy ne tsy manara_dalana eto de anaiky ve izy de atraiza ny hery anehoan-tsika izany??
    Ho antsika tsy anaiky inona no atao?Miaro atr@ farany reo ko tsy anaiky ary dia ampiasa hery itifitra sns…

  26. Mifanipaka ahoana moa hoy ianao ?

    Mazava ny didim-pitsaràna navoakan’ny CES satria tsy afaka namboamboarina intsony ny raharaha ! Foana ilay décret n°2013-593, ary raha foana io, dia tsy ara-dalàna intsony izay rehetra nataon’ny sefom-poza mpanongam-panjakàna !

    NANDIKA LALÀNA ILAY VENDRANA AO AMBOHITSIROHITRA. LALÀNA GOAVANA SATRIA IZAY VOASORATRA TAO ANATIN’ILAY TONDROZOTRA NO NIHINIANA NODIKAINA, HANAMPIANA AN’IRETO MAPAR AR FERY VAO HO AN’NY FIRENENA.

    Io Tondozotra io dia efa naverimberina foana fa manan-danja toy ny Lalàmpanorenana (valeur de Constitution) ary tsy azo ovaovaina amin’apa hoy ny fitenenana ; ka noho izany dia anjaran’ny Fitsaràna amin’izay no mandray ny andraikitra sy adidiny rahatoa ka mbola mihevitra ny hanao ny asany ry zareo ao.

    Raha « déni de justice » no masaka ao an-dohany, dia ho betsaka ireo hihinan’ny tadiny ao !

    Io raharaha io, dia tsy azo ampitoviana amin’ny aferafera fanaon-dry zareo, aferafera izay tsy misy izay tsy mahalala.

    Anjaran’ny Movansa no mitondra ny raharaha eny amin’ny Tribonaly « rehetra », fa tsy ny CES ihany !
    Rahatoa ka ilaina dia entina any amin’ny CJI satria ny Vondrona iraisam-pirenena no nandray andraika tamin’ny fitadiavana vaha-olana ary NANERY NY MALAGASY HANAIKY AN’IO TONDROZOTRA IO, IZAY MARIHINA FA HIKARAKARÀNA FIFIDIANANA MANGARAHARA SY TSY MITANILA, ARY ANDRAIN’NY REHETRA ANJARA !

    Ny hoavin’ny Firenena sy ny taranaka no tokony ho banjinina !

  27. Nareo rehetra dia ampieson’ny olona fotsiny. ny CENIT ihany no milaza ny valiny marina, nisy ny PV misy sonia an délégué ny biraom-pokontany, izay azon’ny HVM sy AVANA azo confrontena ireo. Ary tsy adinon-tsika fa nisy ny observateur international!!!

  28. Observateur internationala iza no nahavita nanaramaso eraky ny birao de 8hà 18h miampy ny ora fanisambato? Mba omeo anarana aminireo aho hoe iza?? Raha misy na iray fotsiny aza dia ekeko fa mahazo miteny ireo hoe tsisy hosoka ny fifidianana. Saingy ny ankabeazany dia olona mpitanjiro sy stagiaire no betsaka! vazaha mpanao vacance mba hitsidika hoe manahoana izany madagsikara izany! Izay donto ihany no manaiky atao izany e! ka donto daholo ve izany isika eto Antananarivo e???

  29. Ho an KMD
    Za ne tsy mandà izan e!F ireo tsy ny anaiky isika tsy ihemotra vokany ra mandriaka
    Ho an Nes RAKOTONIRAINY
    Mba omeo ahy hoe ny andraikiny e.
    Reny ne biby fampitaorana fotsiny e.
    Dia ho ampafantariko tsara anao avy eo ny tena lozika

  30. Zao ne no mahagaga e. ny 1er tour tsy nisy hala-bato dia ny 2eme tour ndray ve no misy. Ary raha toa ka mihoatran’ny vato azon’ny HVM ny vaton’ny AVANA dia ahoana ndray hoy isika? Tsy misy hala-bato indray ve izany?. Tsy adala akory ny vahoaka nijery ny fanisam-bato, teo koa ireo observateur, eo koa ny PV izay nosoniavin’ny delegué. Tsy anao sonia izay ry zareo raha samy hafa ny vokatra tao amin’ny PV avy amin’ny HVM na ny AVANA. Manaova analyse tsara vao miteny oe misy hala-bato io zavatra io. mbola tsy fantatra na ny AVANA ndray no hitarika fa mbola vao 6224 isika izao mbola aiza ity 20001!!!

  31. Tamin’ny 1er tour fotsiny dia efa toy ny vitsika ny isan’ny hala-bato !

    matoa tsy nihetsika firy ny movansa, dia niandry an’izay mba ho ataon’ireo kandikà hafa !
    Izao hita daholo ny foza niafina rehetra, ary tsara mba ho fantatry ny vahoaka izany !

  32. i Zay Albert fozalahy dia efa nakasitraka an’i vinantony Georges Kamamy , manohana an’i Hery !

    Ilay Zafy mody mirediredy foana …..nanao resaka be hoe « aimez moi SVP! »

    Manantsaina , fa tsy misaina ………

    foza nisitrika ka tafavoaka.

  33. EFA TENENINA WA NAREO WE, MBA AJANONY WA IO MANA FOZAFOZA OLONA IO E? vava tsy ambina nataon i JL ROBINSON iany ne no ef natonga zao vokatra nitsimbadika zao e, enao ve manoloana télé, am zay ndray olona ho filoha de manambany ny mahantra otran zany?? manjary zay no nataon ny hafa fiarova-tena hangalaram-bato de lazainy fa ny vahoaka no nivadika fa nambaniana? itanareo am zany ny vokany ! MIFANKATIAVA RETO A, DE MIFANAJA, fa na FOZA ORANA ny mahantra sy sahirana ary na ZANAK’ANJELY NY MOUVANSA RAVALOMANANA sy ny AVANA de SAMY MALAGASY ABY NE E, ny mahagaga ana ne de le FOZA ORANA mahantra kely toa ts mba mitaraina nona miits, fa le MPANAKARENA BE SY TSARA TAREHY isany miaraka @ RAVALOMANANA TOA MIBARAREOKA MIITSY ! AZA AMBANIANA NY GASY NA FOZA ARY E!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *