12 pensées sur “Résultat 2è tour : ( bv 4996/20 001 ) JLR: 54,93 %, HVM : 45,07 %”

  1. Jereo tsara fa ao vakinankaratra no tena nangalaran’ny foza!
    Nahazo presque 50% ny foza aminizao fotoana izao!
    Mpangalabato ny cenit!

  2. Ny faritra rehetra nahazoana betsaka t@ 1er tour io nanaovana operation manokana mihitsy amin’izay tsy mahasarona ny mety ho faharesena any @ faritany

  3. Fa misy paiso angah eo!!fongory hatrany @ fokontany mihintsy izy no FÔPLA ao???
    I neny mihintsy no tany vakinakaratra tany fa jereo tsara hoe iza avy no tompon’andraikitra tany??

  4. – méfions nous de l’eau qui dort = france ou plutôt les dirigeants français qui par le biais de leur ambassadeur accrédité auprès du pouvoir hat-ay attendent la déclaration émanant de la ceni-t pour féliciter sa et ses marionnettes ( domelina et ses sbires )
    – aoka hazava amin’ny rehetra ary ny tetika rehetra nomanina tany maurice t@ fotoana kely nialoha ny 2è tour: ireto no tena lohan-dohan’ny mpisorona tonga tany rehefa nahazo tsodranon’i godblatt : domelina, fery, rajaonarivelo, roland ratsiraka, karana maromaro sy ireo mpitondra sasan-tsasany tao an-toerana ( maorisiana ireo ), natao tao @ ilay villa vaovaon’i domelina naorina t@ vola-bahoaka : dia nalefa ny tetika rehetra ary tapaka rehefa notoloran’ny farantay hevitra fa tahaka ny natao @ tany afrika rehetra dia :
    * urne modifiée no tsy maintsy hanaovana ny fandatsaham-bato ( à double fond, bourrée d’emblée par des bulletins pré-cochés ) ary olona efa voavidy vola be na dia mody mpomba an’i JLR aza izy no miandry ilay ( ireo ) urnes
    * ny principe de porte à porte no hany ahafahana manome vola ny olona any ambanivohitra ary handrahonana azy ireo ihany koa hifidy an’i fery sady nanomezana avy hatrany ireo bulletins pré-cochés ( voalaza ary fa iray alina ariary no vola nozaraina isam-batana ) io no anton’ilay vola tsy toko tsy forohana nolazainy fa lanin’i fery + ireo vola nangalarina tao @ banque centrale camion roa iny nolazaina fa nanjavona iny

    Inona ary no hatao maika e?
    * na manery ny ceni-T rehefa ary manala an-keriny an-i attalah, hanao ny fanokafana ny urnes rehetra ary atao suivi à la loupe ny bulletins rehetra ahitana ny marika mitovy @ pré-cochés , na dia ilana andro sy volana maro aza izany
    * na foanana tsotra izao iny fifidianana iny dia manangana rafitra arovan’ny ONU hitantana mandrampandamina ny raharaha ka roahina ireo mpangalatra rehetra ireo dia ny ekipan’i domelina miaraka @ rafitra misy fofom-pofona frantsay rehetra ( tant que la france reste dans l’ombre de nos dirigeants notre pays restera dans l’abîme et nos prochains sans avenir )

    Noho izany dia manainga mavesatra ireo mpitantana tarihin’i JLR sy Neny hiatrika ny vahoaka hanao hetsika mahery vaika sy mafonja ho hitan’izao tontolo izao fa very ilay rariny efa fisaka teto an-tanindrazana.
    Ho fanavotana ny taniko taninao MADAGASIKARA MALALA

  5. tu têves Madareharehako

    une dame pipi est incqapable de modératioin

    elle n’est là que pour polluer le site de ses insanités : C’EST UNE EMPLOYEE DE RADIO VIVA…

    …elle est payée pour ce faire

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *