13 pensées sur “Résultat 2è tour : Election présidentielle (autres sources)”

  1. ILay tableau voalohany dia somary tsy mazava. ILay tsanganana farany ve no vato azon’i JLR33 isan-jato dia ilay fahatelo alohaan’ny farany ny an’i Fery ?
    Mba mangataka fanazavana azafady.

  2. Ny tena zava doza izao dia ny résultat havoakan’ny Cenit dia efa manakaiky ny 1 million de votant nefa ny i fery vao ihany no mbola mitarika ary 100.000 voix eo ny différence ka asa na halatra na tsia fa ho sarotra ny hanatratrarana an’io .
    Tokony efa manana ny valin’ny fifidianana ny staff de campagne ka mba tokony hamoaka izay valiny any @ny mba hanazava ny saim-bahoaka sy hanapi-bava ireo foza fa tena mampatahotra ra izao zava misy izao .

  3. Avelao izy hanao ny adalàny ao ê ! Matahotra ny tsy hahazo sampaina sy foie gras bongou i beatrisy amin’izao andro fety izao !

  4. Alfred

    70% pour Hery sur 10.055 votants à Hirombe
    n’a pas la même portée que 60% pour JLR sur 304.076 votants à Analamanga

    (dernière parution partielle du Ceni T , l’enregistrement est réalisé pour environ 50% seulement des BV et les hauts plateaux ont une démographie forte , acquise à JLR !))

    Par ailleurs n’oublie surtout pas qu’il s’agit d’un SCRUTIN UNINOMINAL
    ……………………….(une voix = un vote ! )

    Inutilr de faire un dessin pour les obtus comme rio bogor , à stupidité intarissable.

  5. Ny logique logique foana ry GBD a! hatreto aloha defa tokony hanaiky ny défaite sahady ianareo. Zahay ane efa nahita an’io mialoha e! dadanareo foana woa, no manimba ny tenany @ tsy fahaizana politika. Raha nihaino anay hatra@izay foana teto, mba efa nahita tetika hafa, kanefa zahay efa nahita an’izany efa ela.
    De alefaso ndray ny tetika fananganana ady, sy fanakorontanana, fa tsy nahendy aloha nareo hatreto, na de foza iray aza. Tohizo foana, ny fanaovana tsinontsinona olona, fa miverina @nareo ny todiny. Sarotra ihany aloha ny hanenjika 4% de voix d’écart.

  6. Ndreeeeeeeeeeee!!!!!!!!!

    Pauvre bogor…

    pas de temps à perdre avec toi

    he oui mon petit la logique est élémentaire dans toute discussion.

  7. Tsia,manaiky fotsiny, araka ny teninay hatrany am-boalohanay woe, ny tantaran-Draosy no efa navalon’ny gasy, tsy arakaraky ny filazanareo mbola malahelo ny dadanay ny gasy, raha fintinina,de tsy ny gasy sahirana no tena nanahirana anareo fa ny fampodiana ny dadanareo,sy ny famerenana azy ndray eo @ pouvoir hamerina ny hadalany ndray. De mazava be izao, fa ny gasy no nitsara ary ny vahoaka no nanonganaan-draininivoanjo, de io ny porofo fa sarotra ihany ny hino 54%, ho lasa 46%. De manaova @ critique ny tsy fahombiazanareo, faza Rajoelina foana no atao maty enjika. Nijabaka Raosy e!

  8. Hoy i rio bogor
    « fa sarotra ihany ny hino 54%, ho lasa 46%. »
    Dia ahoana izany no hanazavana ity vokatra ity ?
    21/12/2013 t@ 01h15
    TENDANCES CENI-T :
    25/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 52,02%. Jean Louis Robinson 53,57% (4.542 voix). Hery Rajaonarimampianina 46,43% (3.936 voix).
    ary afaka 50 minitra
    01h50
    TENDANCES CENI-T :
    33/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 51,42%. Hery Rajaonarimampianina 50,62% (5.551 voix). Jean Louis Robinson 49,38% (5.414 voix)

    Ka ahoana ny hevitrao ry rio bogor, eto dia nivadika ilay izy ?

  9. Izahay tsy hiady aminadala toa andry rio bogor ali bongo sy ry denise sy ny hafa izay manala andro eto amin’ny tsatsaingok’akoho! Ny fantatray dia ho tratra ny halabatonialahisany satria be loatra. raha toa ka tena nifandanja tokoa ny vokatra dia afaka nangalatra kely ianareo fa saingy nahery JLR ka nanjary nangalatra be nareo. Dia hita be e! Kobo ny affaire mainty!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *