REVELATION/Temoignage du représentant du Ceni-T Tuléar sur les fraudes électorales

he

Toy izao ny témoignage ny fisian’ny fangalaram-bato tao amin’ny Distrika Mahajanga II Kominina ANDRANOBOKA,
Ka ny  Kandida ny MAPAR no nanao azy.

45 pensées sur “REVELATION/Temoignage du représentant du Ceni-T Tuléar sur les fraudes électorales”

  1. Asiho REQUETE r’ise â !!!!!!!

    tondrohy any amint Q.G; ary ny « temoignage » dia atovy miaraka aminy porofo azfa koa rahac vmety

    MAHEREZA AMINY ARA-DALANA !!!!!!!

  2. Mankasitraka Tompoko @ fijoroana @ marina,ny Tompo homba anareo,sy hiaro anareo @
    tsy rariny rehetra.
    Tsy maintsy mandresy ny tolona!!!homba antsika Andriamanitra!!!

  3. Manomboka izao,aza mamaly reo olona tsikovoka mpandoto rano ato @ty serasera ity tsony,isika mahalala tsara azy reny
    Ary ampitoviana ny atao mba atanteraka ny soratra masina: »…mba ho vava iray sy saina iray »

  4. Ianareo anie no mety hamindrany ny devoliny eo e!!
    ataovy ohatra ahy, aza vakiana akory fa atovy ohatry ny tsy misy.
    natao ireny mba hanadinoanareo ilay ala-bato manara-penitra sady tsy ahitanareo izay
    tena marina hambara eto e!

  5. HEUUUUUUUUUUUUUUUUUU Randianiaina â !

    Rabenoro …..tente de « faire le moralisateur à bon marché » pour saborder au profit des Foza

    ===> moralisation du genre cracher en l’air (mandrora mitsilany hoy intsika)
    prêter aux autres ce qu’il font !!!!!!!!!

    Dans un post d’hier ce rabenoro (nouveau ??? LOL ) se dit « pas trop politique »

    Comme l’autre oiseau qui disait qu’il n’est ni pour Rajoelina , ni pour Ravalomanana pour implanter sa tente ….puis se devoile sans retenir FOZA RITRA !

    Manoeuvre de foza : marche sur le coté bien connue !

    Poue eux : la vérité d’aujourd’hui est une contre-verité d’hier !!!!

    A la clé comme à l’accoputumée
    *changement de pseudos
    *ou changement de petites mains avec les mêmes consignes pas plus étonnantes les unes que les autres…
    tous des perroquets du Gabon !!!!!!

  6. Hihihiiii mahereza ary e!

    Mba sanatriavo ity sary Solo Razafy a!!!!
    Tena mioro-koditra aho mahita ity izy, aza misy any izany Ray olona!

  7. Vao nivoaka t@ Radio FIP teo fa i Herim-boatay no lany @ 53%.
    Na mbola tsy tonga akory aza ny 1 janvier 2014 dia mivoaka izany anefa ny 07 Janvier no voalazan’ny CENI-T MPANGALATRA hivoahany.

    Ka : AHOANA IHANY IZY ITY RY GTTSRA sy GTT IDF A ??? Hisy HETSIKA HANAKANANA NY AVION MITONDRA AN’i HERIM-BOATAY eny IVATO SA TSIA ???

    SA HETSIKA ERAN-TANY ??? ity mamoaka ny hosoka ity efa tsy dia mamely loatra.
    Ny anay dia mazava fa ity ihany :
    http://i56.servimg.com/u/f56/18/08/29/57/roahy_10.jpg

  8. AMNESTY INTERNATIONAL est plutôt puissante pour DENONCER LA CORRUPTION DANS LE MONDE , et les entorses au droit de l’homme….

    Nous savons tous leur capacité et leur crédibilité en matière de lutte contre toutes les exactions !
    Ils savent frapper où il faut , avec ce qu’il faut.

    J’avais écrit en 2009 , il m’ont répondu (même en tant qu’individu lambda)

    Le GTT en tant qu’ASSOCIATION sera surement mieux écoutée .

    Françafrique sévit à Madagascar dans un gouvernement de GAUCHE :

    ====> ATTAQUEZ L’INCONGRUÏTE !!!!!

    ====> PROVOQUEZ LE SCANDALE aussi auprès du « NOUVEL OBSERVATEUR » et « LIBERATION » « CANARD ENCHAINE »

    ====> Pôurquoi pas sensibiliser et chercher à intéresser TAUBIRA entrevue exceptionnelle ???
    la passionara de justice : à Madagascar on réduit un peuple sous l’ESCLAVAGE de FRANCAFRIQUE ENCORE ET TOUJOURS

    AMNESTY INTERNATIONAL est composé de personnalités de conviction , à l’extrême opposé des ONG de salon ou des ONG biznesssss ………

  9. Ka vita amin’ny FISAONANA IZANY IZY ITY R’IZALAHY an ????

    Merci GTTSRA , au moins GTT-IdF a bougé au dernier moment.

    Mbola ao atao Tompoko ny manao GREVE GENERALE ILLIMITEE.
    Saingy hanainga ny vahoaka hanao indray ny GTT sa TSIA ?

    – GBD !
    Selon la LOI, cette annonce ne devrait sortir qu’après le 07 JANVIER 2014.

    Il y aurait un ratrappage a prevoir : EMPECHER LE DOMELINA d’etre le PM :
    Beriziky – Zafy et Ratsiraka qui n’en avaient rien à faire (pour etre poli), vont sortir de leur silence ASSOUDISSANT. 🙁
    Mais a premiere vue, Madagascar reste sous les fesses des hypocrites .

  10. Njara

    1) Ratsiraka a fait un « PASSE PUNITIF » comme on dit au bridge !
    Le DEba sefo c’est lui :
    ==> derrière son neveu Roland , bien entendu
    ==> et derrière Rajoelina qu’il avoue avoir aidé pour le putsc de 2009

    2) Zafy a clairement SOUTENU son gendre le prince sakalava Georges Kamamy du Menabe qui prend fait et cause pour le clan Rajoelina

    3)Beriziky est un opportuniste : il penchera pour celui qui arrivera !!!!!!!!

    Non ce n’est pas à première vue Njara ,

    ===> c’est visible comme un coup de pied au derrière : ce ne sont que des FAUX CULS qui roulent pour eux et pour leur tiroirs caisses (le pays ne sera qu’une vulgaire vache à traire )
    ===> si les requêtes n’aboutissent pas : Madagascar sera mis en coupe réglé par des corrompus qui n’ont RIEN A FAIRE DE L’INTERET du PEUPLE ET de l’AVENIR du PAYS
    comme le Gabon ou le Congo ex Brazzaville…..

    Après moi le déluge quand le pays aura dilapidé ses ressources , sans gestion pour l’AVENIR.

    Des arrivistes qui vont s’empiffrer jusqu’à crever au risque de ne rien laisser pour les générations futures (dont les leurs , mais cela dépasse leur entendement cupide !)

    Ce qui est terrible et prévisible : nous aiurons encore une REPUBLIQUE BANANIERE AVEC DES CYCLES DE REVOLUTIONS A REPETITION (rotaka lava satria tsy demokratika)

    Ceux là même qui les soutiennent subiront aussi ces déstabilisations cycliques de rotakas…
    à con , con et demi !

  11. Mahatsikaiky ny mihaino ny resy. Tsy misy resaka hala-bato mihitsy eto. Resaka amateurisme no betsaka.Tadiavin’ny zanakidada ty fanjaitra kely rehetra ty. De haninona e! Io ry Njara efa hitanay efa ela a!tsy nino anay velively nareo, fefa an-taonany maro zahay no nilaza, fa diso nahatoky tena loatra nareo. Efa nanombana mialoha fa handresy hatrany @ 60%. Raha olona tena misaina, de tokony hamakafaka tsara ilay article momba ny fahotana fiton-DRavalomanana. Raha bulletin ane no tsy tonga, de liste tokana io, samy ao ny adve roa e!
    Hatramin’izay de mihevitra ny vahoaka gasy tsy mandinika sy mamakafaka, ireto, ka hamafisana ny lainga sy montage sy ny zavatra tsy mitombona toy izao. Simple fotsiny, mety misy ny halabato, raha toa ka nahazo majorité écrasante ny TIM, sy AVANA, nanerana ny nosy t@ fifidianana député. Ary mazava be fa taratr’iny résultat présidentiel iny ny député, zay mbola nandiso fanantenana anareo koa, satria mbola nitana ny rambony hatrany ianareo. De tsy Rajoelina intsony ndray zao ny adve ry Njara fa RAHERY ndray a!
    Efa ela Rabe ry Njara no nanome alerte anareo, fa notompoinareo mafy lay Ravalo Andriamanitrareo, de izao ny fihafarany. Io ane woa, lay teninay efa ela Rana woe, aza atao fitaovana Andriamanitra io, fa mifotitra @nareo io e! ka ny anareo mantsy andriamanita tsy izy fa saint Marc koa. Aiza no tsy ho échec lava izao.
    De miarahaba sahady ny filoha malagasy vaovao Hery Rajaonarimampianina ny tenanay.

  12. RABE ,

    Diso be : Tsy hery akory no tena ho FAHAVALO
    Fa ny TOMPOINAREO toy ny Andriamanitrareo ary Hivarotanareo an’i Madagasikara.
    Rehefa maro no matimatyu foana, nampijaliana, nogadraina, norahonana, andefasana miaramila TSY MISAINA,
    MBA IZA NO TSY HATAHOTRA , ary ho SAHY HIHETSIKA INTSONY ???
    fIRY NY TOVOVAVY VOAVIRAVIRA IZAO ? 3 (telo) ISAKY NY SEGONDRA IRAY HOY NY GAZETY
    – NY TRANO VOAROBA – NY HALATRA VOLAM-PANJAKANA …….NYFIAINAM-BAHOAKA MIKORISA ANEFA NY ANAREO TSY MANDEHA RAHA TSY 4×4…….Tsy ho voatanisa eto ny nahatonga an’i Hery ho mpanompon’ny Frantsay indray. Ny vahoaka avy no voatery hanompo ny Mpnajanaka azy.
    Aza izY lazaina hoe Nandresy NO JERENA, FA NY ZAVATRA MAHAZO NY VAHOAKA nandritry ny 5 taona. 5 TAONA TSY MAHA FIRENENA NY FIRENENA INTSONY, fa FIRENENA MILOMANO @ FAKO.
    Mahamenatra mihitsy izany atao hoe malagasy izany amin’izao fotoana.
    Sao dia mba nahazo kely tany @ Domelina tany ianareo ry Rabe ??? Tsy mahita sy tsy mahatsapa ny fahoriam-bahoaka ?
    Ary indro kely Rabe : Tsy ry Hery sy TGV fotsiny anie no tena fahavalo, fa….IANAREO MBOLA MANOHANA AZY amin’ny fahaverezan’ny Tany e !

    http://i56.servimg.com/u/f56/18/08/29/57/ile_de10.jpg

  13. Tsy vitan’ny hoe novonoina toy ny moka, fa notaritina toy ny fatin’alika ny olona novonoina, fa ilain’ny vazaha ny tanàna.

  14. 22h44>
    CONFERENCE JLR :
    Jean Louis Robinson appelle au calme et à la patience dans l’attente des résultats finaux.
    Date : 30/12/2013
    22h30>
    CONFERENCE JLR :
    Jean Louis Robinson : « Le pouvoir ne se prend pas par la force. Nous demandons à ce que les voix soient recomptées ».
    Date : 30/12/2013
    21h57>
    CONFERENCE JLR :
    Jean Louis Robinson explique que toutes les preuves de fraude en possession de son équipe seront remis à la cours électorale spéciale (CES) demain 31 janvier. Il s’agirait de documents, de données informatique, de bandes sonores de photos et de vidéos.
    Date : 30/12/2013
    21h50>
    CONFERENCE JLR :
    Selon Saraha Georget Rabeharisoa et le professeur Raymond Ranjeva, il y a eu des distorsions dans la confection de la liste électorale.
    Date : 30/12/2013
    21h15>
    CONFERENCE JLR :
    Raymond Ranjeva : « une élection n’a pas de valeur si elle n’est pas respectée par tous, et si elle ne respecte les textes légales en vigueur en matière d’élection ».
    Date : 30/12/2013
    21h10>
    CONFERENCE JLR :
    Saraha Georget Rabeharisoa, présidente nationale du parti vert, dénonce des fraudes massives en présentant des document à l’assistance. Présence dans l’assistance de quelques membres du corps diplomatique.
    Date : 30/12/2013
    21h00>
    JEAN LOUIS ROBINSON :
    Dans sa première déclaration à la presse, Jean Louis Robinson dénonce des anomalies dans le traitement des résultats par la Commission électorale nationale indépendante pour la Transition. Présence des représentants des principaux partis soutenant le candidat du AVANA.

  15. Ô ry Njara a!Rajoelina anie tsy Ravalomanana ka hamono olona e! Aza mandainga woa, fa tsy mbola nisy faty olona naripaka toy nataon-dRa8 ireny t@nitondran’ny Zandrinay e!
    Mba mangina rehefa resy de ataovy matanjaka ny opposition. Fa na inona na inona ataonareo, la caravane passe, les chiens aboient! sa ahoana Rana? mi-comprendre anareo ihany ny tenanay aloha. Mangeroka be ny resy, ny alahelo an’i dada manginy fotsiny.

  16. Mitandrema hianao ry Rajaonarimampianina
    Aminity hosoka rehetra tsy mampilamina
    Mihevitra moa hianareo fa hitondra ny fandresena aminy halatra
    Aminity valim-pifidianana fople efa tsara lahatra
    Aleo woa alan’Andriana toy izay alam-bahoaka
    Ary tsy ho tantinareo izany valalabemandry misafaoka
    Faly ery hianareo woe nahazo vato be dia be
    Kay izy ity efa halatra nahazatra anareo oui c’est vrai
    Ka miandry ny valiny tena farany ary izahay mandala ny fahamarinana
    Voateny aminizany indrindraindrindra ny CES mba tsy hitongilana

  17. Aleo hazava ny resaka ry Marti fa tsy Ravalomanana no nanome baiko hitifitra t@ 7 février 2009 fa ireo miaramila efa niaradia t@ foza no nanao izay hisian’iny fitifirana iny . Fantatry ry zareo fa sarotra ny hanala andRavalo dia efa ni organiser ndry zareo (foza) iny fitifirana iny.

    Raha ny marina izany dia Rajoelina no assassin nanomboka t@ ireny fotoana ireny hatra@ izao fotoana izao. Tsy efa fandripahana ny malagasy ve ireny Crise nataondRajoelina dépuis 2008 ireny? ny fahantrana, ny insécurité, ny pauvreté, chomage …tsy efa fandripahana nataondRajoelina ny malagasy ve izany?

  18. Misy tena SADIKA mihintsy ato!!
    averiko farany TOMPOKO fa ireo mody miova2 anarana ireo dia olona iray
    olona voahiraka HAMPITA NY FANAHY RATSINY ETO koa aza dia mety hankadalainy re ry Zareo a!’
    Ianareo anie no toa vao maika manome vahana ny asa ratsiny e!!
    Asaio jereny ny VIDEO ampamoaka n’i Charls dia ampy fa tsy mila mifandahatra @ olom-boahozona
    hanome fanafintoinana olona eo e!!!LOZA HO AN’IZAY HIAVIAN’ NY FANAFINTOINANA????
    TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA!!!!
    marina izany dokotera a!!aleo hivoaka hatr@ farany vao harahana @ lalana izy satria efa miketrika
    FANDATSAHAN-DRÀ NY SASANY.Rangitina aloha ny vahoaka ho atao SORONA indray , izay no tsy
    maintsy noketrehana tany la frantsa tany.AOKA HILAMINA ALOHA ISIKA! HITA @ FANAPORISIANA
    OLONA TSY DIA AZO AHATOKISANA ETO MANTSY ILAY SAKOROKA KA ALEO MAILO.
    AOKA NY TSIRAIRAY KOA HO MAILO @ FANAPORISIANA ETO ! JEREO TSARA IZA ILAY OLONA???
    MISY AMBOADIA MITAFY ODI-JANAKONDRY MANTSY ETO, ary tena MPAMPANDRY ADRISA, MAILO!!

  19. Sao dia tsy mety loatra ny fampisehoana ilay olona mivantana be toy izao fa sao dia
    mba tsimponin’ny alika any fotsiny ireo olona efa fadiranovana , na sakafo na vola mba
    ataony vatsy tsy misy , TENA MAMPALAHELO, nefa dia ireo MPISANDOKA SY MPANGALATRA
    DIA MITAVANA NY VOLAm-BAHOAKA,TSY RARINY e!!!!TENA TSY RARINY!!!!VONJEO TOMPO Ô!!
    VONJEO MADAGASIKARA!!!!

  20. Mba sanatriavo fa ny ahy ny finoako mafy fa tsy MIREFAREFA ka ho kivy na ho
    ketraka @’izay OLOM-BOAHOZONA REHETRA IO.Tsy ampihetsika ahy izay hagegena
    efa fantatra ary tsy hampihena na hampiotsona ahy izay mipoitra eo fa ny tanindrazako tsy maintsy harovako
    raha mbola misy koa ny azoko atao.DOKOTERA MANDRESY NO FANTATRO NA HANGALARANA AZA IZY.
    MASINA NY TANINDRAZANA!!!!TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA!!!HOMBA AN’i MADAGASIKARA
    ANDRIAMANITRA!!ANDRIAMANITRA TSY ANDRIN’NY SASANY ENDRASANAY FOANA!!!
    MANAM-PETRA NY ASAN’ NY SATANA!!!!

  21. TAMELABELARANA NATAON4I DOCTEUR ROBINSON JEAN LOUIS MIARAKA AMIN4IREO SOLONTENA AVY AMIN4NY FARIRA NITATITRA NY ZAVA-NISY NANDTO NY FIFIDIANANA TAMIN’20 DECEMRE 2013

    Vita tsara ny tatitra mikasika ny famiviliana ny safidi6bahoaka tany amin’ny faritra ..
    Mazava ny fanehoana ireo hosoka sy ny fomba entina nanao ny hala-bato…
    Ny tena tsapako lalina dia lalina fa raha sanatria tsy ny DR robinson jean lous ka tsy nitsara araka ny fahamarinana ity ces dia ho sarotra ny manarka !
    Saeria tao anatin’izay dimy taona latsaka izay dia efa hitatsika ny tranga eo amin’ny fiainan’ny Firenena sy ny fiainam-bahoaka..Tsy hisy fiovana, tsy hisy fivoarana ,tsy hisy fandrosoana, tsy filaminana na fandriampahalemana !
    Maro anefa ireo Firenenna niaraka nampandroso Antsika tao antin4ny 2002-2009 no mantena sy irary fa handresy Isika , maika izy ireo hanampy Antsika aingana dia aingana fa tena mijaly Vahoaka !
    Izaho dia tena kivy nihaino ireo tatitr / tsy fanjakana intsony eto madagasikara !
    Raha ,sanatria ka mbola hitohy izao fintondrana izao hzay tsy nanangana na inona na inona ?fa nandrava sy nandoro ny trano’asa , ny trano baotra? tsy nampi-bola fa nangalatra ny tahiry napetraky ny ny Fitondrana RAVALOMANANA MARC..
    iZA AVY IREO fIRENENA MAJA NY TENANY KA MIFANDRAI aMINTSIKA ATRAMIN4IZAY DIMY TAONA LEVONA IZAY ?
    Tsy mantsy mitraka Isika ary tsy maintsy mino sy mahatoky fa tsy hamela Antsika hangaihay ANDRIAMANITRA..§
    Aoka Isika tsyy o kivy !
    MITOHY NY TOLONA !

  22. Tratry ny farany isika vahoaka malagasy tsy vaky volo: »HO TAHIANA IANAO RAHA MIVOAKA,ARY HO TAHIANA RAHA MIDITRA,HO TAHIANA NY MPANOMPO VAVINAO & MPANOMPO LAHY NAO,MANDEHANA FA HOMBA ANTSIKA A/TRA »

  23. A travers la décision n°25-CES/D du 28.12.2013, le candidat Jean Louis Robinson a été débouté par la Cour Électorale Spéciale (CES) de sa demande d’arrêt de la publication des résultats partiels du scrutin présidentiel du 20.12.2013. Ce, dans le but d’effectuer une vérification contradictoire des bulletins de vote non utilisés lors de l’élection.

    Pour la CES, en application combinée des articles 112 et 114 du Code électoral : chaque délégué de candidat, présent au moment du dépouillement, a droit à la copie du procès-verbal des opérations électorales et que chaque copie est revêtue de la valeur d’une pièce originale. Et cette décision n°25-CES/D stipule que « (…) même si le candidat ou ses représentants dûment mandatés peuvent demander la confrontation des procès-verbaux soit au niveau de la Commission Electorale Nationale Indépendante ou de ses démembrements, soit au niveau de la Cour Electorale Spécial, (…) il échet toutefois de préciser qu’il appartient au requérant d’indiquer les bureaux de vote où la confrontation des procès-verbaux est sollicitée et que les preuves relatives aux suspicions de fraude doivent être rapportées ».

    Enfin, la CES a ajouté que le recomptage des voix (nouveau décompte des voix au niveau national, dans les 20.001 bureaux de vote des 22 régions de Madagascar), échappe à sa compétence.

  24. Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2014. Eto aho dia manao jery todika ny fandehanjavatra rehetra ka lasa manontany tena hoe nahoana isika rehetra zanak’i Dada sy ireo mpitarika rehetra ao amin’ny mouvance no dia tena « naifs » ka tsy nahatakatra ny tetidratsin’ny HAT tamin’io fifidianana io. Eritrereto fotsiny anie fa tsy tongatonga ho azy ny nanemorana ny fifidianana ho aty amin’ny mois de decembre ao anatiny fety! Dia naninona no tsy mba nijoro ireo mpitarika antsika? Ny mpikambana ao anatin’ireo CEnit, CES, minorité isika fa maninona no nanaiky izany?… tsy misy afatsy Lalantokana ihany, remake 2002. Izay ihany akoatrizay bla bla bla bla

  25. Fatidrà

    Comme toi ,j’ai aussi trouvé naïf de la part de la mouvance d’avoir accepté ces élections au moment des grandes fêtes de famille de fin d’année.

    Il était patent que c’est une période propice à toutes lesz magouilles derrière les fagots …car la majorité des citoyens ont d’autres préoccupoations

    Cela expliquerait sans doute une large pa

  26. large partie de ces abstentions ….

    La MOUVANCE a fait trop de boulettes (comme avoir provoqué l’éloignement de Naika et de ne pas avoir mis Raymond Ranjeva en première ligne dès le début…

    La MOUVANCE j’espère comprends qu’elle n’a plus DROIT A L’ERREUR .

  27. non diams

    une lutte pour la liberté et la démocratie n’est jamais facile , cela peut durer des années …

    ===> NE JAMAIS BAISSER LES BRAS
    pour toi , pour ta famille , pour tous ceux que tu aimes : pour ta NATION !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *