11 pensées sur “ROBINSON à ANKARAMALAZA”

  1. Mety ho marina izany ry Denise, fa tena tian’ny vahoaka ity krizy nandritra ny 5 taona ity.
    Sao hadino fa aleo lazaina fa ilay fanoganam-panjakana natoan’i Rajoelina t@ mars 2009 no nahatongany krizy ka niteraka izao fahasahiranana rehetra izao. I Denise mahita fa tokony mbola ho tohanana ilay minisitry ny vola tsy nahaloa karamam-bahoaka sy vatsim-pianaran’ny mpianatra ka nahatonga fitokonana marobe ireny.

  2. rah marin zan fitiavantena izan de efa t@ 2003 i Dago no krizy!! fa vo nanomboka 2009 ange i dago no krisy ry Denise e?? any @ iza ny fahefana de inn no tokony ataony mandritra ny tetezamita?? donc rah tsy nandray andraikitra izy ny dikan zany tsy ho lany eo intson na ho amidiny ambongadiny aza i Dago hazahoana vola anakaramana ny artista retraretra eto dago de mbola ampina ireo artiste mpanao soukousss avy any afrika satri olona tsy mahay mandray andraikitra sy tsy mba manana fahatokisana ve no mbola ho tohanana eo! mazava be ny resultat!! tsy te hahita oul handevitena zah @ valimpifidianana manaraka eo!! rah tsy hoe angah raisin’ny frantsay antanana ny momba azy!!!! ren tsinona no renimalalany fa nenay Dada ihany sady malagasy ray izy no malagasy reny tsy miankindoha @ mpanjanantany

  3. de mba teneno i presida ry denise hoe ampio ihan hoe reo artista reo fa tsy ampi fa mbola te hifety faramparany ny oul! tandremo fotsin ho diso fanantenana mahita olona marobe mijery fety eo a!! ny isam-bato ihany no mikoty fa tsy ny isan mpijery fety!

  4. Tapitra sahady angaha ny fampielezan-kevitra no mangingina tsy misy vao2 ‘Zalah????
    Tsy ireo artista mihintsy no hifidy fa ireo vahoaka , ireo artista no azo VIDINA fa tsy ny safidim- bahoaka
    velively, fa ny hafatro dia ataovy be dia be ny vatontsika dia mba misy hangalaran’ny foza , ireo tsy maintsy
    hangalatra na inona na inona mantsy,dia atao betsaka dia sady misy ho an’ny TOMPONY no ho an’ny MPANGALATRA.
    Dia ahoana koa ity sary KONOKONENINA ity fa tsy velarina tsara ilay vahaoka tonga nanatrika ry ‘ Zareo a!!mba miangavy!
    HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA !!tsy MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!!!AZA MITSAHATRA NY MIVAVAKA FA
    NY VAVAKA MANOVA ZAVATRA( hoy Neny Malala ).

  5. hoan i Denise ,La bonne nay taloha ,ity Fifidianana ity hoy aho dia toan ny fitsapam kevitra hoe Rajoelina sy ny Fahaptehana no vokariny sa Tsia .

  6. zao ry denise a!ina no idiran ravalo amzany??ef ny vahoak mits zao no mil an RAKOTORONO,sa mbol mis tahir ren robanareo t@ 2009 reny,TS MAHAGAG NAREO SY LOZIK VOAZANAKA TANTERAKA.ts mbl tong sain ian mveren f ts mbl tar,

  7. Mahagaga fa miompy omby ihany zahay na amzao krizy izao aza fa tsy mety mamokatra ny rononony e, taloha mahatratra 60 litres fa amzao ve rangaha zara raha mahazo 10 litres nefa samy @ izy le tera-bao iny a,
    inona ara no mahatonga anzany,
    tsotra.
    AVERENO DADANAY,FA IZY NO MAHAY
    MAMAHA NY OLANAY,

  8. Oadray

    Ravalomanana indray ve no tompony krizy dimy taona?

    Iza marina no mamo lava , sy very saina ?????????????

    Aza mampihomehy ry dame pipi â

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *