Vokatra vonjimaika : mitarika 60,66% Dr Robinson Jean-Louis

Dr Robinson2
Nb BV recu Votants BN 33 pour 33 3 pourc 3
MADAGASIKARA 2 927 895 789 35 362 521 941 60,66% 338 486 39,34%
REGIONS DISTRICT Taux Votants Nb BV recu Votants BN 33 pour 33 3 pourc 3
ANALAMANGA AMBOHIDRATRIMO 51,76% 95 394 248 65 822 2 541 43 963 69,47% 19 318 30,53%
ANALAMANGA ANDRAMASINA 52,10% 35 100 71 18 252 717 12 557 71,61% 4 978 28,39%
ANALAMANGA ANJOZOROBE 52,13% 36 674 94 19 437 791 13 443 72,09% 5 203 27,91%
ANALAMANGA ANKAZOBE 58,12% 30 623 68 13 781 532 9 488 71,61% 3 761 28,39%
ANALAMANGA MANJAKANDRINA 56,78% 57 212 192 35 471 1 390 24 340 71,42% 9 741 28,58%
ANALAMANGA AVARADRANO 54,87% 95 391 179 62 004 2 449 36 124 60,66% 23 431 39,34%
ANALAMANGA ATSIMONDRANO 51,23% 120 633 217 75 999 2 926 42 476 58,13% 30 597 41,87%
ANALAMANGA TANA I 50,70% 51 775 115 47 115 1 819 24 914 55,00% 20 382 45,00%
ANALAMANGA TANA II 50,60% 41 862 95 37 258 1 446 19 329 53,97% 16 483 46,03%
ANALAMANGA TANA III 51,01% 33 487 66 29 469 1 199 16 099 56,95% 12 171 43,05%
ANALAMANGA TANA IV 50,40% 51 314 93 46 183 1 787 25 502 57,44% 18 894 42,56%
ANALAMANGA TANA V 51,45% 67 555 98 56 747 2 287 32 272 59,26% 22 188 40,74%
ANALAMANGA TANA VI 51,08% 32 811 75 29 858 1 191 16 947 59,12% 11 720 40,88%
BONGOLAVA FENOARIVOBE 56,40% 25 467 22 5 093 206 3 663 74,95% 1 224 25,05%
BONGOLAVA TSIROANOMANDIDY 58,10% 74 344 61 18 586 725 12 030 67,35% 5 831 32,65%
ITASY MIARINARIVO 61,12% 54 424 65 20 137 805 13 712 70,93% 5 620 29,07%
ITASY SOAVINANDRIANA 58,60% 42 268 53 15 217 615 10 681 73,15% 3 921 26,85%
ITASY ARIVONIMAMO 59,12% 72 305 131 31 814 1 257 23 024 75,35% 7 533 24,65%
VAKINAKARATRA ANTSIRABE I 57,53% 55 405 44 17 730 683 10 945 64,20% 6 102 35,80%
VAKINAKARATRA ANTSIRABE II 59,10% 83 855 53 18 448 719 13 167 74,27% 4 562 25,73%
VAKINAKARATRA FARATSIHO 57,30% 41 570 21 7 483 306 5 444 75,85% 1 733 24,15%
VAKINAKARATRA ANTANIFOTSY 54,34% 59 105 61 20 687 844 14 225 71,69% 5 618 28,31%
VAKINAKARATRA MANDOTO 57,12% 27 231 36 11 165 439 7 508 70,00% 3 218 30,00%
VAKINAKARATRA BETAFO 56,87% 51 950 67 22 858 910 14 132 64,39% 7 816 35,61%
VAKINAKARATRA AMBATOLAMBY 54,34% 50 668 73 21 281 864 12 673 62,07% 7 744 37,93%
DIANA ANTSIRANANA I 52,36% 22 312 15 5 355 216 1 707 33,21% 3 432 66,79%
DIANA ANTSIRANANA II 52,12% 18 413 29 3 498 141 0 0,00% 3 357 100,00%
DIANA AMBAJA 51,60% 29 259 4 585 23 285 50,79% 277 49,21%
DIANA AMBILOBE 52,12% 33 380 6 1 001 41 512 53,33% 448 46,67%
SAVA ANTALAHA 45,13% 27 668 15 2 213 87 703 33,06% 1 423 66,94%
AMORON’I  MANIA AMBOSITRA 52,30% 43 227 71 10 374 418 4 700 47,21% 5 256 52,79%
AMORON’I  MANIA MANANDRIANA 54,30% 16 900 4 676 28 306 47,26% 342 52,74%
AMORON’I  MANIA AMBATOFINANDRAHANA 53,50% 23 660 2 473 19 255 56,20% 199 43,80%
AMORON’I  MANIA FANDRIANA 53,20% 36 589 15 1 829 72 803 45,68% 954 54,32%
MATSIATRA AMBONY AMBALAVAO 43,18% 32 565 30 5 862 231 2 279 40,46% 3 352 59,54%
MATSIATRA AMBONY FIANARANTSOA 49,16% 33 596 80 28 221 1 109 10 239 37,76% 16 873 62,24%
MATSIATRA AMBONY IKALAMAVONY 30,03% 8 034 8 964 38 258 27,91% 668 72,09%
IHOROMBE IHOSY 52,95% 30 916 25 3 401 136 977 29,92% 2 288 70,08%
VATOVAVY  FITOVINANY MANANJARY 51,60% 36 480 19 2 554 100 735 29,94% 1 719 70,06%
BETSIBOKA MAEVATANANA 52,34% 24 813 19 2 481 102 1 347 56,60% 1 032 43,40%
BOENY AMBATO BOENI 51,78% 34 590 17 3 805 156 2 336 64,02% 1 313 35,98%
BOENY MAHAJANGA I 52,03% 36 531 14 5 480 225 2 087 39,71% 3 168 60,29%
BOENY MAHAJANGA II 49,14% 14 036 18 3 228 128 1 511 48,75% 1 589 51,25%
ALAOTRA MANGORO AMBATONDRAZAKA 54,35% 57 275 25 23 483 956 12 131 53,85% 10 396 46,15%
ALAOTRA MANGORO AMPARAFARAVOLA 53,45% 54 489 43 11 443 446 8 464 76,97% 2 533 23,03%
ALAOTRA MANGORO ANDILAMENA 52,11% 14 431 2 433 17 279 66,96% 137 33,04%
ATSINANANA TOAMASINA I 47,81% 58 201 50 14 550 585 6 808 48,75% 7 157 51,25%
ATSINANANA TOAMASINA II 37,50% 23 945 30 3 831 153 978 26,60% 2 700 73,40%
ATSINANANA BRICKAVILLE 50,28% 29 980 35 5 396 218 1 180 22,79% 3 998 77,21%
ANDROY AMBOVOMBE 53,84% 41 771 32 2 757 108 1 172 44,25% 1 477 55,75%
ANOSY TAOLAGNARO 39,49% 35 485 7 1 065 43 359 35,16% 663 64,84%
ATSIMO ANDREFANA TOLIARA I 45,13% 19 994 7 2 199 88 590 27,95% 1 521 72,05%
MENABE MORONDAVA 28,35% 12 279 7 737 30 283 39,99% 424 60,01%

22 pensées sur “Vokatra vonjimaika : mitarika 60,66% Dr Robinson Jean-Louis”

  1. Mijanona eo amin’io BV miisa 2 927 io ihany ve ny an’ny QG ny Avana ?
    Fa firy marina ny BV nananan’ny Avana olona afaka nanao signature condradictoire de PV ?

    Ny an’ny CENIT atsy ambadika efa tonga hatrany @ 5 185 BV !

    Tsy tokony hiandry ela fa tonga dia declencher-na dieny izao ny confrontation des résultats par BV (par numéro de BV), dia atao mangarahara ny addition ka izay resy eo dia resy !

  2. Aparitaho amin’ny gazety io e!
    Isika moa tsy manana Télé sy radio.
    Ary vakio bantsilana ny fraudes : faùoiasana claques anaty boky fanaovan-tsonia.

  3. Fantatra fa ho lany ianao r’Ingahy Robinson ! Tsara kokoa angamba rahatoa ka mba stopper-na kely ny famoahana ny vokatra mahakasika ny présidentielle ; ny vokatra momban’ny législatives izao no tena mba tianay fantarina !

    MANGATAKA AN-DRY ZAREO AO AMIN’GTT HANOKATRA SITE NA FORUM MANOKANA, HANAOVANA COLLECTE NY FRAUDES REHETRA :
    – Ny tsy nety rehetra nandritry ny fanomanana an’ireo fifidianana
    – Ny tsy nety sy osoka nandritry ny fifidianana, fanisam-bato sy fanaovana tatitra, sns,…

    http://www.bbc.co.uk/afrique/region/2013/12/131222_madagaselect.shtml

  4. Ao anatin’io article @ adresse web napetrak’i KM io, araky ny nambaran’ny JLR adikan’ny article :

    « Ses partisans ont « recueilli 80% des résultats dans tout Madagascar, qui lui donnent la victoire à 65% », a-t-il affirmé, après avoir estimé samedi son score à 56% »

    Eto nefa,ny BV avoaka vao 2 927, ilay 80% kay maninona raha tonga de avoaka eto satria sur fa support informatique no misy azy io ?

  5. DIANA ANTSIRANANA II 52,12% 18 413 29 3 498 141 0 0,00% 3 357 100,00%
    Ary aon io aiz no hisy 100pour cent ko eeeeeeeeeeee

  6. Mbola vokatra avy @ bureaux de vote miisa 2.927 foana ve no azo hatramin’izao? Mba sérieux ve ianareo izany sa finiavana hanakorontana fotsiny e?

    Fa angaha tsy avy @ finday any amin’ireo délégués napetraka isaky ny BV no hanangonanareo ny voka-pifidianana?

    Mazava be tsy miafina ny tetikareo, rangitina ireo olona mpomba anareo hidina eny an-dalambe, hamerina indray ny t@ 2002 (1er tour dia vita), efa tetika lany andro ireny, anisan’ny voasintonareo tamin’ireny ny tenanay ary tena nafana fo be teny @ 13 mai sy nanao andrimasom-pokonolona fa tsy ho azonareo fitahina ohatran’ireny intsony.

    Mba saintsaino ihany ry namako fa samy tia tanindrazana sy kristianina daholo isika.

  7. Izany no nahatong’ahy hilaza hoe stopper-ho kely aloha, mba ahafanareo manomana tsara ny ataky !
    Maro ny osoka tany ho any, ary izay afaka manao dia mandray ny témoignage rehetra na an-tsoratra na amin’ny alàlan’ny video, dia atao amin’ny site iray manokana daholo !

    Ireo mpahay Lalàna dia tokony mieritreritra dien’izao, mitady izay fomba « ara-dalàna rehetra » ahafahana manaisotra an’ireo mapar vendrana ireo !

    Misy ary maro ny textes juridiques, fa mba ampiasaho kely ny loha fa aza faly mieboebo hoe « voafidy » !

    Averina ihany fa tsy nisy hetsi-bahoaka izany tamin’ny 2009, fa andian-jiolahy no nanongam-panjakàna, ary mbola vonona ny hanoy an’izany ireo ! Efa mandeha ny feo !

    AOK’IZAY ! AMPY IZAY FAMPOTEHANA NY TANINDRAZANA NATAON’NY DEVOLY IZAY !! AZA AVELA MANOHY INTSONY NY ASA-RATSINY IREO !!

    RAISO NY ANDRAIKITRA SY NY ADIDY REHETRA !!

    http://www.lanation.mg/article.php?id=8393

  8. Miandry ny fampanantenana nataon’i RAZAKA Elysé t@ vahoaka malagasy fa roa andro dia vita ny antsika ny fanisambato. Izay afaka miresaka @ atoa RAZAKA Elysé , iangaviana mba hampatsiahy azy io fampanantenana io.Misaotra tompoko.

  9. Dia ho ripaka indray izany ny bois de rose raha sanatria lany eo ny foza. Manginy fotsiny ny risoriso hidirana élèves inspecteurs des impôts! 150 Millions hono ny afera hidirana ao @ ENAM. Dia hanjaka ny corruption, ny insécurité, ny pauvreté…Dia avelantsika ho izay ve ny lalana hizoran’ity firenena ity e?

  10. Dia ho avy hangalatra omby des milliers indray izany Remenabila. Dia ho avy hitondra Kalach isambaravarana isankalina indray izany ny mpandroba. Dia hitombo indray izany ny tsy an’asa sy ny mpivarotra amorondalana. Dia hivangongo indray izany ny fako…sns. Dia mahereza ry mpiray tanindrazana malala fa izany no atao hoe fitondrana FOZA ORANA.

  11. Dia hoa avy koa ny Frantsay haka ny nosy keny manodidina an’i Madagasikara izay fananantsika 100%.Ry LAVA NIFY mpampandihy @ izay na Bacc aza tsy ananany.

  12. Mba hazavao kely azafady ny évolution-n’ny résultats navoakanareo fa tena manana ahiahy be aho hoe finiavana hanankorontana fotsiny:

    – alahady (22) maraina: nb BV reçus = 2.123 // taux JLR = 53,92%
    – alahady (22) hariva: nb BV reçus = 2.998 // taux JLR = 54,24%
    – Alatsinainy(23) maraina: nb BV reçus = 2.927 // taux JLR = 60,66%

  13. Izany rehetra izany no miandry ny Firenena rahatoa ka avela amin’izao ny toe-draharaha !

    IL Y A DES MOMENTS OÙ LA BONTE N’EST PAS DE MISE !

    TROP BONS, TROP CONS !!!

  14. Inty misy tantara mampihomehy
    Antsiranana Faha roa dia tena fantatr’olona be mihitsy i fery vaovao

    DIANA ANTSIRANANA II : 0 0,00%J-L Robinson, 100,00% feryvaovao

    Tena mangaraharana ilay fifidiana marina… Miankina ny fanoheran’ny ankolafy Ravalomanana ity vokatry ny CENI-T ity no tohin’ny tantara.

  15. nico dit :23/12/2013 à 13:15Kalam fotsiny woa isiaka ary manàna finoana fa na mangalatra ary ireo dia i Robinson/Ravalomanana ihany no tsy maintsy mandresy, sahy mifanamby anareo izaho tombon-dalana ny any sarety fa ny boeing ihany no tonga aloha, nefa na izany aza hampitoviana ny valiny avy aminy Robinson sy attalah.[Répondre]

  16. LAZALAZAO dit :
    23 décembre 2013 à 10 h 43 min
    Inty misy tantara mampihomehy

    SAO KOSA DIA MBA DISO SAISIE FOTSINY ARY NY EKIPAN’I Elysé RAZAKA FA RAHA TENA MARINA IO EFA ELA NO NANKALAZAINA.

  17. « Fahamasinana »! aza makamaka anarana masina izany raha toa ka nanongampanjakana! Tsy fahamasinana ny coup d’état!
    Fahamasinana aho fahamasinana! Toa andry razanakisoa christine, mpiandry!!! Mpiandry inona? Mpiandry mpanongampanjakana??
    Ka aza maniratsira ny avo maka anarana « fahamasinana » fa raha ianao io dia tonga aminilay fitenenana hoe »ny anarana manga dia manga fa ny volombody ringitra!!! »

  18. azafady, mba jereo kely ilay forum, lazaina fa manohana an’i dada sy neny nefa misy olona tafiditra tsy manao afa-tsy ny manimba izay voalazan’ny kandida JLR, mihantsy ady ary milaza mihintsy ny handoro olona, toa ny lehiben’ny CES.

    Tokony ho mailo isika satria avy tao @ io foum io no nahitan’i Risara baomba ny hevitra bombinette tetsy sy teroa. Toa niana ampidirina ao ny resaka maloto rehetra dia mora ho an’ny fahavalo ny milaza fa ny movansa Ravalo mihintsy no tena mpihantsy sy mpamono olona. Ataoko fa misy webmaster ao nefa dia tena malalaka loatra ny fidiran’ireo mpihantsy ady sympanaratsy ny movansa ao.

    Rehefa tena tsy azo ferana ny fidiran’ireny karazan’olona ireny ao, dia tsy mety ny mbola hilazana fa an’-dRavalomanana na i Neny io site io.
    MAILO!

  19. Les résultats même partiels (selon CENI) du UD me paraissent complètement ABSURDES ET INCOHERENTS !!!!!!

    1) VITAL et MOINJA sont des personnalités politiques reconnus et RESPECTES dans le SUD

    2) VITAL et MONJA ROINDEFO se sont ralliés clairement à JLR

    ============> trouvez vous normal que HERY soit disant y ait
    matraqué JLR en pourcentage ???????????????????

    ============> il avait ETE DENONCE DES LISTES ELECTORALES
    PRECOCHEES ET MASSIVES DANNS LE SUD ……

    ===========> NOUS EXIGEONS DES MAINTENANT que les bulletins soient recomptés
    de manière TOTALE et les SIGNATURES DES REPRESENTANTS de HAVANA
    sur les listes soient REEXAMINEES ATTENTIVEMENT
    ============================> carvers tritoamandidy il y aurait eu des IMITATIONS DE SIGNATURES également : FAUX ET USAGE DE FAUX !

    Les manipulations et fraudes sont PATENTES

    Petao kaloha é dia joyeux Noel

  20. PRIORITE:

    PETAO HAINGANA DIA HAINGANA……

    …………………………….DIAN’IZAO

    ……………………………………… »REQUETE POUR FRAUDE AUPRES DE C.E.S.

    RISQUE de demande hors délai : IRRECEVABLE !!!!!!!!!
    Sao dia taraiky eo momba ny délai de dépot ny PROCEDURE ELECTORALE

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *