Ceni-T : nanamasina ny fanonganam-panjakana

hery sy bea

hery sy beaNamoaka ny vokatra vonjimaika  androany ny Ceni-T tetsy Alarobia foibe toerana misy azy.Efa nampoizina ihany izany fa dia ny fanamasinana ny mpanongam-panjakana . Toy izao ny vokatra navoaka tamin’izany, HVM nahazo 53,50%, JLR 46, 50 % . Efa nitabata foana ny mpomba ny kandidà Robinson fa nisy ny halabato bevata kanefa dia tsy noraharahian’ny Ceni-t izany, vokatra feno hosoka sy tsy mangarahara araka izany raha ny fahitana azy. Marihana fa tsy tazana teny an-toerana ny kandidà Robinson sy ny Avana mpanaradia azy, tsy hita teny ihany koa ny Ankolafy Ravalomanana. Ankoatra ireo halabato bevata dia loharano fangalaram-bato ao amin’ny Ceni-T ihany koa ny kirakira amin’ny resaka informatika . Ireo  mikirakira ilay logiciel Sitrem-Cenit dia ny olon’ny fitondrana daholo:

Ny ankabeazany dia mpiasan’ny ministère intérieur no mifehy azy ary tsy misy noho izany ny neutralités na équité ary tsy mahaleotena izany ny ceni-T.

Logiciel SITREM (Système intégré du traitement des résultats électoraux à Madagascar)
– RANAIVODIMBY Alberto
– RAOLIJON RAKOTONIAINA François d’assise (colonel)
– RANDRIANTSOANOMENJANAHARY Lee Gilbert
– RABOBA Viviane/Chef du service de la base de la gestion de données
– Capitaine Tovone Samoela Gizavo Aymar
– CONCEPTEURS SITREM
Lieutenant Gilbert(Personnel MININTER)
Adjudant Jocelyn (Personnel MININTER)
VANONA (Personnel Mininter)
– CONCEPTEUR Logicièl LEGISLATIVES (LEGISLA)
Hery SAMBILO (Personnel MININTER)
Roger Luc (Personnel MININTER)
Pepe (Personnel MININTER)
Lhaumet(Personnel Mininter)
Nankass(Personnel MININTER)
Andry(Personnel MININTER)
– ELABORATEUR DE LA STRATEGIE-CENIT
VENTY Thierry

 

Tsy fahita eran-tany fa dia nambara fa lasa filoham-pirenena ny mpanongam-panjakana . Jereo ity lisitra ity, laharana faha 16 ny mpanongam-panjakana no ambara fa lany :

Liste des personnes sanctionnées

vendredi 19 mars 2010

Ci-après la liste des personnes sanctionnées par l’Union Africaine. Résolution complète du Conseil de Paix et de Sécurité en pièce jointe à la suite de cette liste.

I- Présidence de la République

1- M. Andry Nirina Rajoelina, Président de la Haute Autorité de la Transition
2- M. Norbert Lala Ratsirahonana
3- M. Zaza Ramandimbiarison, Directeur de cabinet de la présidence de la HAT
4- M. André Haja Resampa, Secrétaire Général de la présidence
5- Mme Annick Andriamampianina, Directeur des Relations publiques et porte-parole de la présidence de la transition
6- Mme Lantosoa Razafimahaleo, Conseiller spécial
7- Mme Hantanirina Ramakavelo, Conseiller spécial
8- M. Harry Rolly Mercia Rahajason, Conseiller spécial
9- Lt. Col. Fidimalala Rafaliarison Rafaliarison, Aide de camp
10- Colonel Claude Razafimahatratra, Directeur de la Sécurité Présidentielle

II- Membres du gouvernement de la HAT

1- Colonel VITAL Albert Camille, Premier Ministre
2- Manorohanta Cécile, Vice Premier Ministre chargé de l’intérieur
3- Vice-amiral Hyppolite Ramaroson, Vice-premier ministre chargé des affaires étrangères
4- Alain Bernard Teandrazanarivelo, Vice-premier ministre chargé de la santé
5- Colonel Noel Rakotonandrasana, Ministre des Forces Armées
6- Jean Claude Rakotonirina, Ministre du commerce
7- Nadine Ramaroson, Ministre de la population et des affaires sociales
8- Augustin Razafinarivo Andriamananoro, Ministre des Télécommunications, des potes et des nouvelles technologies
9- Gilbert Harisoa Raharizatovo, Ministre de la Culture et des Patrimoines
10- Rolland Ranjatoelina, Ministre des transports
11- Jean Rodolphe Ramanantsoa, Ministre de l’énergie
12- Noelson William, Ministre de la Fonction Publique, du travail et des Lois sociales
13- Athanase Tongavelo, Ministre de l’enseignement supérieur et de la recherche scientifique
14- Irène Victoire Andréas, Ministre du tourisme et de l’artisanat
15- Colonel Claude Ravelomanana, Secrétaire d’Etat chargé de la Gendarmerie
16- Hery Rajaonarimampianina, Ministre des finances et du budget
17- Christine Razanamahasoa, , Ministre de la justice
18- Remy Sylvain Organès Rakotomihantarizaka, Ministre de la sécurité intérieure
19- Julien Razafimanazato, Ministre de l’Education Nationale
20- Colonel Randriamiandrisoa Calixte, Ministre de l’environnement et des forêts
21- Nirhy Lanto Andriamahazo, Ministre de l’eau
22- Fienena Richard, Ministre de l’économie et de l’industrie
23- Maharante Jean de Dieu, Ministre de l’élevage
24- Jaonina Mamitiana, Ministre de l’agriculture
25- Mamy Ratovomalala, Ministre des mines et des hydrocarbures
26- Virapin Ramamonjisoa, Ministre des sports
27- Serge Ranaivo, Ministre de la jeunesse et des loisirs
28- Eric Razafimandimby, Ministre des travaux publics et de la météorologie
29- Toto Raharimalala Lydia, Secrétaire d’Etat à l’enseignement technique et de la formation professionnelle
30- Alain Andriamiseza, Ministre de la pêche et des ressources halieutiques
31- Nathalie Rabe, Ministre de la Communication
32- Hajo Andrianainarivelo, Ministre de l’aménagement du territoire et de la décentralisation

III- Membres de la HAT

1- Jean Lahiniriko, Vice-président de la HAT
2- Patrick Monibou, Vice-président de la HAT
3- Bruno Rajaonson, Vice-président de la HAT
4- Lala Harinaivo Rasamoelina, Vice-président de la HAT
5- Dolin Rasolosoa, Vice-président de la HAT
6- Roland Ratsiraka, président de la HAT
7- Robertine Rabetafika
8- Ialy Rakotoniaina
9- Pélops Ariane Voninahitsy
10- Pierre Andrianantenaina
11- Phillipe Jaozandry
12- Bruno Betiana
13- Evariste Marson
14- Prezaraly Jonah Parfait
15- Jean Jacques Rabenirina
16- Alexandre Rambolazafy
17- Jan Max Rakotomamonjy
18- Pierre Houlder Ramaholimasy
19- Désiré Phillipe Ramakavelo
20- Benjamina Ramarcel Ramanantsoa
21- Daniel Ramaromisa
22- Alain Ramaroson
23- Yvon William Randriazanakolona
24- Jean Théodore Ranjivason
25- Bernard Ravelonjato
26- Herimanana Razafimahefa
27- Constance Razafimily
28- Julien Reboza
39- Remi dit Jao Jean
30- Jacky Tsiandopy
31- Pierre Tsiranana
32- Benjamin Vaovao
33- Andry Rasolofo
34- Joseph Yoland
35- Ratovonomenjanahary
36- René Rasolofo

IV- Membres du conseil Militaire pour la défense nationale

1- Gal de Division Rabarisoa Ranto Anjoanin, vice-président
2- Intendant Général Andriamisa amédée Ramihone
3- Gal fr Brigade aérienne Ranaivomanana Réol
4- Général de Brigade gilbain Pily
5- Gal de vrigade Koto Marcel
6- Colonel Raoilijon Rakotoniaina François d’Assise Marie
7- Colonel Razafimanantsoa Alexandre
8- Colonel Randriantsalama Jules
9- Médecin Col. Ralamboson Jaona Harivelo
10- Col. dominique Jean Adolphe
11- Col. Rameliarison Robert Judex
12- Col. Ralala Roger Pierre
13- Col. Ranaivoson David

V- Autres personnalités militaires soutenant l’action de la HAT

1- Gal Ndrianarijaona, CEMGAM
2- GAl BRuno Razafindrakoto, Commandant de la Gendarmerie
3- Gal Viennot Zafera, Commandant de la FIGN
4- Colonel Richard Ravalomanana, Commandant de la Circonscription interrégionale de la Gendarmerie
5- Lieutenant-colonel Charles Randrianasoavina, Co-Directeur des Forces d’Intervention Spéciales et Commandant de la Brigade Minière
6- Lylison René, Co-Directeur des Forces d’Intervention Spéciales

VI- Membres de la HCC

1- Rajaonarivony Jean Michel, président
2- Imboty Raymond
3- Rakotondrabao Andriantsihafa Dieu Donné
4- Rabehaja Fils Raymond
5- Rasoazanamanga Raheltine
6- Rabendrainy Ramanoelson
7- Ranampy Marie Gisèle
8- Razoarivelo Rachel Bakoly
9- Andriamanandraibe RakotoharilalaAuguste

VII- Autres personnalités civiles soutenant l’action de la HAT

1- Mme Mialy Rajoelina
2- Daniel Rajakoba
3- Manassé Esoavelomandroso

 

source :   Johary Ralaison

41 pensées sur “Ceni-T : nanamasina ny fanonganam-panjakana”

  1. ARY HONO TOKOA HOA E! IREO NIKIRAKIRA NY VOKATRA TENY AMIN’NY QG ROBINSON TENY BEHORIRIKA VE MBA NEUTRE KA NANDRESEN-DROBINSON 55%? RAHA TOA KA NEUTRE IREO DIA NDAO LEHIRETSY EKENA FA LANY DOKO A! NDAO ARY INOANA FA ANJELY IREO NIKIRAKIRA NY VOKA-PIFIDIANANA TENY AMIN’NY QG BEHORIRIKA! TENA NAHARESY 55% LEHIRETSY RADOKO A!

  2. Io foana le lazaiko eto hoe « tara loatra », fony vao niova ho cenit ny ceni ka fantatra fa conseillère Min Finances ny Président dia efa nisy fepetra tokony noraisina. Fa naninona no tsy nadray fepetra fa nanaiky aradalàna ?

    Ny fanekena ny 1er tour dia efa midika fa mankatoa antsakany sy andavany ny cenit. Teo nefa dia efa feno hala-bato satria nataon’ny mpitondra sy ny Cenit ary CES izay hahatafiditra 2e tour an’i HVM.

    Ny ho avy no tokony ho banjinina hoy ny olona sasany eto..Tena marina tokoa izany, fa ilay lohateny manaratsy ny cenit izay efa fantatra efa elabe fa ratsy nefa nekena fa tsy mba nakàna fepetra tany amboalohany, inona no tena tiany hahatongavana ?

  3. Maninona moa i Denise raha miala @ site tsy natao ho anao fa mandrangitra olona eto foana e ?

    Ny soratra masina nge miteny hoe « loza ho an’izay hiavian’ny fanafintohinana » e. Ary misy miteny koa ao hoe tsy an’ireo olona rangitinao ireo ny « famaliana ». raha izaho ianao miala moramora @ ity site ity aho.

  4. ==>Nary
    Impiry moa no nitenenako teto hoe:aza mamaky reny akory,fantatsika ny anarany tonga dia dingano,aleo iova pseudo ao foana
    Dia rehefa tsy mahavita mitarika olona idina an_dalam_be,ny mpitarika dia »arahabao mailhol fa 2014 zao »

  5. 1) marina ny anao ry Randrianiaina.
    2) Jereo anie ny fomba fanoratn’izy sy rabe raha ilay atao hoe lohan’..daholo e ! Efa tena maro mihitsy izao ny mpibango-volo nahazo toerana satri ny olona maivana ihany no hitan’i Domzlina fa azony ahodina tsara, ary omena kely etsy sy eroa dia lasa
    Tsy fantany fa itony ry patrick rajoelina itony raha miverina mipetraka any frantsa dia sômera fa na ny ump aza tsy mila azy akory. 🙂
    avy ao @ Ambamad-mada daholo ireo ary voan’ny fandevozan’ny vozongo daholo.Mangataka taratasim-bazaha anie no tena asa ao amin’io Ambamad io e !
    3) Ny antsika marina tohizana.

  6. Tena fahadisoana goavana mihitsy ny tsy nijerevana ny logiciel-n’ny CENI-T izay vita frantsay ary fomba nentia nagalaram-bato tany Niger sy Mali. Vita iny ny androny, tsy misy minitra tokoa ho very intsony fa samia mihomana ny hanamafy ny fitokonanana faobe. araka izay azony atao. Manomana isika rehetra ny hidiana an-dalambe ary hiady @ izao hala-bato eken’ny CENI-T sy ny CES izao. Mazava be ny tian’ny foza sy ny mpanjakana atao. Tsy avela miverina ny filoha Ravalomanana, tsy avela milatsaka i lalao Ravalomanana, dia i jean-louis Robinson indray hangalarana be dia be, Ovaina ny lalana @ izany, ary tsy haaina koa ny lalana rehetra sy ny tondrozotra.. terana handresy fotsiy i fery vaovao.. tao anatinny fifidiana natao ankaterana.

  7. Tandremo fa manao izay hiparitahan’ny Zanak’i dada sy izay manohana an’i Robinson ny foza. mba tsy ahafahana mihetsika aorianan’ny filazany CENI-T sy ny CES ny fandresen’i fery rehefa avy nagala-bato.
    Tsy azo ekena mihitsy ity valim-pifidianana disoa ity. Tena fitaraianana be dia eran’i Madagasikara dia tsy mba nohenoin’olay Be-triche akory. Ny CES nefa toea hoe handray izay voalazan’ny Be-triche. Tena simbain’ny foza ny tany fa aleo mijoro.

  8. Le nom de Hery Rajao etc… etc… est bien cité sur la liste établie par l’union africaine :

    SANCTIONNE EN TANT QUE PUTSCHISTE

    recours …recours…recours à exploiter sur la recevabilité de sa candidature à la présidentielle ????

  9. INFO IMPORTANTE: http://blogs.mediapart.fr/blog/philippe-divay/020114/quand-beatrice-attalah-presidente-de-la-cenit-embauche-un-escroc-en-informatique

    Puis nous nous posons une question, Madame La Présidente de la CENIT peut-elle nous dire d’où vient le spécialiste de l’informatique de la CENIT?il nous semble que c’est Monsieur LI Gilbert, condamné pour délit informatique, il sort de prison, avait-il fini sa peine? et vous le mettez responsable du service informatique de la CENIT! Vous aimez les risques, madame ou alors … Pour vous raffraichir la mémoire voici une information /

  10. Tovo â ==> élément GRAVE ce mr Gilbert !

    à communiquer au QG

    Ranjeva saurait lui régler son affaire………

    Pour aider le QG : lui communiquer tous les éléments tordus à notre connaissance

    Ou faire remonter par la rédaction de mydago ??? est ce possible ???

  11. Aza korontaninareo intsony ny FIRENEKO fa tsy anareo irery i Madagasikara. Efa ny hala-bato t@ 1er tour de vita nataon’ny vadin’i Haja nanapaka jiro io tsy voavahanareo io.Samy mpangala-bato ianareo ireo na ny andaniny na ny an-kilany . Ny adin-dRavalomanana (soloin’i Dr Jean Louis) sy Ratsiraka (soloin’i HVM sy Andry Rajoelina ) ve no hanimbana ny firenentsika eto. Efa navela hamaha ny olana ianareo efa ho 5 taona izao. Tsy ampy 55% ange ny mpandray anjara tamin’io Fifidianana amboletranareo io e! dia ianareo mpanakorontana izany samy eo @ 1/4n’ny malagasy ny andaniny sy ny an-kilany. Dia ianareo ve no hitarika ny faharavan’ity firenena ity. Teny atsipy aminareo ihany fa ny hendry mody voky ireo ange raha mitroatra ka tsy zakanareo mpomba an-dRavalomanana (JLR) sy Ratsiraka (HVM)ireo e!

  12. Lettre adressée par Brian Currin aux chancelleries présentes à Madagascar Featured
    Written by Super User Published in Actualités vendredi, 03 janvier 2014 09:34
    42 0 Print Email font size

    Your Excellencies
    For the past 20 years I have worked in peace process facilitation and democracy enhancing. I regard myself as an independent practitioner even although in most instances my introduction to a peace process is through one of the parties. I endeavour to serve the peace process rather than the interests of a single party.

    As a result of concerns about the recent election process in Madagascar and the election results being published by the CENI-T, Mouvance Ravalomanana and the Dr Robinson Campaign requested me to examine possible instances of voter fraud and / or anomalies that seem to be emerging from the CENI-T. I travelled to Madagascar on the morning of 26 December and was there until 29 December.

    Having carefully considered the evidence that was presented to me, there are, in my considered view, three areas of concern that could have a material impact on the outcome and as a result render the election process unfair and / or the outcome not a reflection of the will of the voters as expressed on their collective ballot papers.

    With regard to unfairness, there are two aspects:
    1. The participation of President Rajoelina in the campaign of Mr Hery, in contravention of article 15 of the Roadmap. There can be no doubt that President Rajoelina’s presence in Mr Hery’s campaign and his outrageous reference to Mr Hery as the State’s candidate would have unfairly swayed a considerable number of voters. In a nutshell Mr Hery had an unfair advantage over Dr Robinson. As we know this issue has been referred to the Electoral Court and I hope it will deal with the matter appropriately;
    2. The question of undue influence in persuading voters to vote for a particular candidate. Here I am referring to the buying of votes and the issuing of pre-marked ballot papers in favour of Mr Hery. This issue has also been referred to the Electoral Court with a request that all ballot papers be reviewed and the fraudulent ones removed. Although this process may delay the final results, surely a fair and accurate result reflecting the true will of the votes, whether in favour of Mr Hery or Dr Robinson is worth waiting for. For post-election political stability I would think that transparency is crucial. The election must not only be fair it must also be seen to be fair. If there are perceptions that Mr Hery cheated those perceptions must be addressed. If the review shows that ballots were not bought as alleged and that Mr Hery won the election fairly, democracy will be the victor.

    With regard to the will of the people, I have been shown countless examples where the results published by the CENI-T do not appear to be a true representation of the results recorded on the forms completed and signed by all candidates at the polling stations. To the extent that the CENI-T computer published results deviate from the hard copy results, the former must be corrected.

    I will forward your Excellencies examples of mistakes / anomalies found in the CENI-T results. They are sufficiently significant that they could have a material impact on the outcome. For that reason I wish to propose that one of the international Auditing Firms be given the task of auditing CENI-T’s computation / interpretation of the hard copy results generated at the polling stations.

    Your Excellencies, once you have taken note of the mistakes / anomalies to which I refer I would hope that you share my concerns and support the proposal for a professional audit, which could be carried out quickly. Such an audit will also deal with perceptions of bias and or cheating and thereby contribute positively towards a nation-wide acceptance of the result irrespective of who the winner is.

    In this email I am able to show your Excellencies an example of what appears to be proactive wilful cheating by at least one person at the CENI-T. However, having been given a tour of CENI-T and seen all the checks and balances in place it is more likely that this fraud could only have happened with the collusion of others.

    Dr. Robinson won Andilamena a small district of about 25, 000 voters. He got support from 65% of the voters who went to the polls giving him around 8,000 votes. You will find that result in attachment ConsResultatDistictEtat(3). If your Excellencies look at attachment ConsResltatEtat(2)which relates to another district (Moramanga) which has more than 100, 000 voters your Excellencies will note that the attachment is merely a copy of the Andilamena result. I am told that Moramanga like Andilamena is deep Dr. Robinson territory and he is expected to receive around 65% of votes cast there as well. Assuming the percentage vote was the similar to Andilamena he would have 32, 000 votes there and not a mere 8, 000. Bearing in mind that the 4% difference between the candidates is only around 200, 000 votes this “anomaly” on its own is significant.

    I will shortly provide many more examples of anomalies / mistakes at the CENI-T which support my proposal for an independent audit of CENI-T’s analysis and computation of the election results.

    Your sincerely
    Brian Currin
    p.s. : cette lettre fait en partie référence à l’article publié sur notre site, accessible par ce lien http://www.tim-madagascar.org/index.php/component/k2/item/642-la-cenit-en-flagrant-delit-de-fraudes
    Read 262 times
    – See more at: http://tim-madagascar.org/index.php/component/k2/item/645-lettre-adressee-par-brian-currin-aux-chancelleries-presentes-a-madagascar#sthash.aZmwtlFr.dpuf

  13. za io /denizy etsetra

    les bla bla n’ont aucune importance , sauf pour ceux que cela occupe…

    Nous , opposants au système de voyou , nous battrons toujours tant que notre pays ne se débarrasse pas de VOYOUS QUI LE GOUVERNENT

    Nous cherchons pour ces élections forcées , mascarade de la CI pour se débarrasser d’une patate chaude ( crise malgache depuis 2009),………..

    ============> nous cherchons LA MANIFESTATION DE LA VERITE

    ============> RIEN QUE LA VERITE

    ============> MAIS TOUTE LA VERITE

    …à partir des codes manipulés par un gouvernement illégitime ,jusqu’au moindre détail comme le RECRUTEMENT DE LI GILBERT , DELINQUANT INFORMATIQUE RECEDIVISTE pour faire le traitement informatique des élections(on le SORT DE PRISON et on l’AMNISTIE POUR SERVIR ATTALLAH )
    Ce Li Gilbert a notamment trafiqué les résultats d’un concours de recrutement de magistrats !!! investigation MEDIAPART )

    C’est une lutte de salut public , une lutte qui se situe bien au delà de toute considération de personne quelle qu’elle soit .

    Le vote doit être une expression populaire sincère , le résultat d’une élection ne saurait résulter d’un viol du consensus populaire par fraudes, falsifications ,magouilles de toute sorte.

    L’autosatisfaction de la CI ne nous impressionne pas : bacclage à tous les niveaux , fermant les yeux sur les fautes les plus grotesques pour se débarrasser d’une patate chaude qu’elle est incapable de régler…

  14. Nivoaka tao @ TvPlus ity video ity fa nanjavona avy teo fa mety tratran’ny censure, soa ihany fa no enregitreko tato @ ny ordinaterako dia naveriko no poster na tao @ ny youtube izay mtondra anarana hoe FIKA rajoelina :

  15. Tsy fahampiana stratégie no fijeriko ny tolona depuis 2009 ka nanenkena zavatra marobe izao tsy tokony ho azo ekena mihitsy. Notaritina t@ tsy rariny moramora teny isika nandritra ny 5 taona, no sady nanaovana fampanatenana pôkaty (dont article 20 retour de ra8 sans condition efa lazaina fa vita lalàna), dia nanaiky moramora teny koa. Tonga @ niriny sy nitaritany antsika ny mpanongana t@ 2009, ary dingana farany koa io handavantsika izany.

    Ny tsy azo ekena @ izao dingana farany izao dia ny:
    -fanitsakitsahana lalàna avy @ decret donc mila foanana ny MAPAR rehetra;
    -ny fanovana ny isa t@ BV marobe.
    Filaharambe ampitoniana ataon’ny mpifidy miala isam-pokotany mamonjy ny CES @ andro sy ora hanaovany didy no tokony atao, ary miankina @ didy eo ny hetsika hiarovana ny marina.

  16. ny ato zany de tsy mitsahatra ny hanakiana fona, ninoninona lazainareo, de efa ela no resy nareo e, Avelao handeh n fiainana fa aza mamorona atsanga ts aman’orana eo, ar ra tena tia tanindrazana marn oka zay n grev eny am magro. sad ny dadanareo de dadabe vo tafody.

  17. TATERO EO ANIVON’NY IRAISAM-PIRENENA ILAY ALA-BATO E!!!!
    efa fantatra anie fa vola no mibaiko ao fa tsy FAHAIZANA NA LALANA e!!!
    Izany no mbola tsy nandanian’ireo an’i fery vao2 t@ voalohany , sitrany mbola MILIIARA FANAMPINY.
    Izao ry zareo FENO TSARA @ hilany azy.
    VONJEO ANDRIAMANITRA NY TANINDRAZANAY eeeeeeeeehhhhhhhhh!!!
    AVOTY MADAGASIKARA RAY Ô…..!!!’!
    ROASY IREO DEVOLY FOZA REO JESOA a!!!
    ATAOVY FANTATRY NY FRANTSY FA TANY MASINA IO !!!!

  18. @ ranavalona : Ny CI sisa andrasana raha hankasitraka ireto DEVOLY VELONA ireto.

    >>> Ka ny CI aza devoly koa iza no andrasanao eo ?

    *** Isika samy gasy ihany no fanafodiny fa aza miandry ny any ivelany lava izao ê !

  19. Andraso eo paoly ry ranavalona raha ny CI no andrasanao â ! Olona devoly mpanjanaka anie ny CI @ izao fotoana izao ê !

  20. Ranavalona> hafahafa be le miteny pov « CON ».., « VODY »..nefa mitalaho miantso an’i Ray sy Jesoa !!

  21. tezitra i Ranavalona éééééé…tsy omen’tsiny !

    La communauté internationale ??? merite les mêmes qualificatisfs

    Après cette mascarade d’élection juste pour se débarraser d’une patate chaude !

    La C.I. s’est prononcé sur les APPARENCES « calmes et transparentes  » , sans se soucier des urnes bourrées avant les votes ! sans citer à nouveau la LITANIE DE FRAUDES ET DE MAGOUILLES (dont toutes les dispositions pseudo législatives élaborées par Rajoelina POUR SON INTERET PERSONNEL)

    La C.I est une bande de « jean foutre » fonctionnaires internationaux heureux d’être surpayés , non imposable et même détaxant son whisky ou champagne !!!!!!!!

    Il faut les harceler de procès jusqu’au bout !

    On nage dans la splendeur des magouilles habituelles de la FRANCAFRIQUE…
    Le gouvernement socialiste n’a pas forcément la casquette humanitaire derrière les fagots , surtout pour les nègres :
    il est là pour le Pouvoir comme les copains……..

  22. Facebook JLR,
    « Lazaina fa nihaona tamin’i Mme Attalah Beatrice ary nanaiky ny fitovizan’ny PV ny Dr Robinson Jean Louis. Diso izany. Nisy ny fihaonana fa tamin’Atoa Élysé Razaka sy Atoa Mangalaza ary ny CENIT, RAtoa prezidà-n’ny CENIT dia tsy nety nihaona tamin’izy ireo.
    Tamin’ampahan’isa 3090 PV dia 300 ihany no vita fampitahàna ary tsy nisy nitovy. Tamin’izay dia mbola nanantena isika fa hanaiky ny fahadisoany ny CENIT. »

  23. Le vendredi à 19h jour de l’election hvm (N°3) declare à une Television privée que il est gagnant à 70% à 20h son directeur de campagne (Paul Rabary) declare dans la meme emission que le N°3 aura 40% dans la region de Tana ,soit 70+40=110/2 = 55% soit 55%-1,5%= 53,5% .

  24. Ary nasorin’ilay azavanona teo ilay tsikera ry zareo a!!
    tena tssssssss tery alohako ambony tery a!!!
    izany no aina koa te hanao amiko eo!!!mahatanty matoa manao e!!!
    aza malaky miala fa mijaona eo !!MANOME LITIKA!!!

  25. Mila miroso isika,aingana sady matotra
    Nareo rehefa aka lagy @reo viriusfoza reo dia sairana eo,fa aleo izy ho eo dingano fa fantatsika ny anarany
    Tarito ny namana azo antoka ananganan_tsika fikambanana mahomby
    SAHIA AZA MATAHOTRA

  26. S.V.P. lisez bien au Q.G. ! et sachez diffuser à qui de droit pour les reqêtes1

    1) parmi les RESPONSABLES DU SITREM :
    LEE GILBERT : DELIQUANT INFORMATIQUE RECIDIVISTE , sorti de prison (Antanimora) pour être AMNISTIE , puis confié au CENIT pour ses talents de FRAUDEURS INFORMATIQUE (dont manipulation et fraude sur le résultats d’un concours de magistrat
    *NB : un multirécidiviste en plus NE PEUT bénéficier d’une amnestie
    Dons AMNISTIE AVEC INTENTION FERME d’utiliser LES TALENTS DU DELINQUANT INFORMATICIEN !

    2)Hery Rajao etc…ministre des finances d’UN GOUVERNEMENT PUTSCHISTE :
    ==> SANCTIONNE pau l’U.A. en tant que putschiste : candidature douteuse

  27. ianareo ve dia mievitra fa fidiny ho an’ireny olona ireny ny nikirakira izay vokam-pifidianananareo tany.

  28. Le Ministre français des A.E vient d’annoncer :
     » Nous n’avons pas vocation de nous immioscer dans la gestion des affaires des Etats Africains »
    Message apparemment adressé aux malgaches qui crituqent la France via l’OIF -LA C.O.I – l’U.A.
    SERAIT SERIEUX….,???
    LOIN D’ETRE CREDIBLE ou SERIEUX ; et pour cause : voici ce qu’annonce le Atrick, non l’autre le Patrick LELOUP :
    http://www.lanation.mg/article.php?id=8648

    L’on finira de toute façon par TOUT SAVOIR et viendra le tour de la CENI-T – C.E.S – OIF- COI et UA (qui gerent les Affaires malgaches, soutenus par les journalistes, les faux, en pleine seance : voir la photo dans la rubrique : QUE FERA LA CES?) et tous ces petits organismes montés à toute vitesse (tgv) par rajoelina et cie, .
    Verait -t on des journalistes malgaches s’IMMISCER dans les seances politiques comme on le constate dans la même photo ? en France par exemple ??? Ne me faites pas rigoler svp !!! Peut etre le leche-c.. zanô, mais jamais d’autres.

    Que le Parti AVANA aille accorder les valiha avec les autres partis soutenant le Ara-dalàna : VOT – VAMI – FRDL – HIARAKA ISIKA – et tous les autres, afin de descendre dans les rues.

  29. ny logiciel Sitrem-Cenit nareo tsy natao angalaram-bato fa misy ny tsy manaja fitsipa-dalao dia sahy manodina ny safidim-bahoaka

  30. Lazain’i Denise fa milamina dans 15 jours hono. Vao omaly alina no nisy fanafihana ankohonana nataonjiolahy mitambasy calach koa inona no hilamina eo ry Denizy a! Tao anatin’ny 5 ans ny régime foza tsy nahalamina ny sécurité koa inona no hilamina dans 15 jours. Sao dia ny halabato no lazain’i Denizy fa hilamina sy ho voapasoka dans 15 jours?
    Tena tssss…..Couche ! ………couche! …..assied!………assied!

  31. Ny vahoaka aloha vonona ary dodona tanteraka @ gréve générale fa ny mpitarika no mbola andrasana. Sao sanatria nisy nanome volabe tany @ frantsay izay olona tokony hitarika io greve générale io dia izao miandry vasoka izao ny vahoaka…Ny ahiahy tsy ihavanana , ary enga anie ny hamisavisana ny ratsy hiavian’ny soa. T@ 2002 ohatr’izao efa mafana ny greve générale fa tsy miandry ny proclamation HCC t@ izany fotoana izany. T@ ty indray mitoraka ity toa avela aloha hanao ny hadalany ny CES…Toa mahalasa fisainana ihany ilay izy.

    Aza rebirebena @ izany greve générale izany ny vahoaka raha toa ka tsy tena hanao akory. Aleo aza mitsotra hoe aleo i Fery hipetraka @ hala-bato eo. Rehefa hanao grévé générale dia tairo avy hatrany fa toa mampiandry olona , manadala vahoaka fotsiny.

    Tenitenina fotsiny hoe greve générale greve générale nefa toa tsy miainga akory….dia asa. Manjary ry Denise no mizesta be sy miovaova pseudo ato.

  32. Efa azo atao ny manangana comité de greve any @ toerampiasana rehetra any, any @ sampandraharahampanjakana rehetra any ,fa tokony hisy komity mpitarika nasionaly io greve générale io. Aiza ny komity nasionaly ho @ greve générale? ngamba efa vonona any ho any fa mbola tsy miseho masoandro aloha sao voasambotra mialohan’ny fotoana…mety ho izay angamba….fa aza mandry mandry manana aretina fa mifohaza re olona ô! mihetsiketseha fa efa vita ny fety ôooo!!!!!

  33. Amiko ny mpitandro ny filaminana dia avy @ vahoaka ary isan’ny vahoaka. Tsy tokony ho sakana ny mpitandro ny filaminana fa na ry zareo koa aza anie efa leo ny fahoriana teto nandritry ny 5 ans.Na dia notambatambazana aza ry zareo, ny havany sy ny fianakaviany dia niharitra ny mangirifiry nandritr’izay régime foza izay. Ary tsy foza daholo ny mpitandro ny filaminana, htr@ izay nisian’ny tolombahoaka dia niandany t@ vahoaka ny mpitandro ny filaminana. Koa tsy tokony ho blocage ho @ izay tolona hatao ny mpitandro ny filaminana. Aza matory atoandro ry malagasy, indrindra fa ny mpitarika fa efa misasaka ny janvier 2014. Tairo avy hatrany e!

  34. Raha manao hoatry ny mahatory andro …..dia very aminy katesizy eo !!!!!!!

    Hanjaka ny loam-boto ary hifika farany izay mafy noho ny teo aloha ny vahoaka malagasy …!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *