Dr ROBINSON : AMIN’NY SABOTSY MIFANKAHITA

MyDago.com-Magro 16 jenv 14 (25) copie

MyDago.com-Magro 16 jenv 14 (25) copieHo avy eny amin’ny MAGRO Behoririka   Dr Jean Louis Robinson ny sabotsy 18 janoary ho avy izao. Io no  fanambarana voarainay avy amin’ny mpitarika, taorian’ny fahombiazan’ny hetsika androany.

Tsy mitsahatra mitaky ny fanokafana sy ny fampitoviana ireo vato rehetra anaty vata ny kandidà Robinson Jean Louis. Ary tsy tokony hiteraka olana na korontana izany fa rariny sy hitsiny ary mora tanterahana.

Miantso ireo nitaky ny rariny rehetra hiara dia aminy, na iza na iza satria firaisakinam-pirenena no ilaina.

Miantso ireo noverezin-jo rehetra nandritrin’ny tetezamita hijoro, fa tsy afaka hiaritra lava izao ny vahoaka Malagasy manana ny rariny.

Hetsika vaovao ary tanjona vaovao no hitondràna ny tolona. Mila mahatoky isika fa ny marina tsy maty.

56 pensées sur “Dr ROBINSON : AMIN’NY SABOTSY MIFANKAHITA”

  1. Efa tokony ho tonga isaky ny fokontany ary avec banderoles @ sabotsy io. Tokony ihany koa miakatra ny avy @ faritra ivelan’Antananarivo: Itasy, Manjakandriana, Vakin’Ankaratra, Atsimondrano,…ets,.. miaraka @ banderoles ihany koa. Tsara raha manomboka matiné ohatra @ 8h na 9h fa avy ny orana ny après midi, nefa azo atao tontolo andro ny hetsika.

    Ny lundi: greve générale hiantsoana ny hery velona rehetra.Atao izay hikatsoan’ny machines administratives à la semaine prochaine.

  2. NY MARINA IHANY NY ANAY !

    MANAMBARA NY PRESIDENT-N’NY CES FA TSY AZO IDIHOVIRANA NY DIDI-PITSARAN’NY CES :Tsy miy tribunal eto MADAGASIKARA AFAKA MANOHITRA IZANY..
    RAHA ZOHINA TSARA DIA METY HAHITANA JURISPRUDENCE NA CONSIL D’ETAT..NA TRIBUNAL CORRECTIONNEL NA TRIBUNAL PENAL,TSY HOE HANOVA NY DIDI-PITSARANA FA HANAMELOKA ILAY CANDIDAT TERAKA TAMIN’NY FAMPIASANA FORCEPS..
    MISY KOA NY FAMPIARANA NY ARTCLE 15 -N’NY TONDROZOTRA
    MISY KOA IREO LALANA IRAISAM-PIRENENA IZAY EO AMON’NY LALANA MALAGASY (NY TRAITES INTERNATIONAUX REHETRA:
    -NY DROIT DE L’HOMME DANS SON ARTICLE 21
    -NY CODE ELECTORAL NY UA (Article 25)
    -NY FEUILLE DE ROUTE /SADEC (Article 1 )
    -NY ACCORDS DE COTONOU (Article 96)
    -ny code penal malagasy manary zo ireo mpangalatra ompalatra ( bois de rose , fanondranana antsokotsoko ny harem-pirenena )fanonganam-panjakana ,fanodikodina volam-panjakana..)
    tena mahery amin’ny fampiasana làlana ve ity ces ity é ?

  3. Sao dia tsy mety Prezida D.J.Robinson zany iandry sabotsy zany a.Manina raha nasina ecran geant teny @Magro dia teo no mijery ny valiny avoaka ny ces,mangatak’andro lava ty mahavoa antsika,na noentina eny Ambodahy ny vahoaka deny miandry ny resultat

  4. Mila tohanantsika hatr@ farany ny hetsiky ny Komity Miaro ny Safidimbahoka KMSV e! Manentana antsika tsara sitrapo rehetra hiady ho @ Fahamarinana sy ny rariny ary ny fitondrana tena hitondra antsika ho @ fampandrosoana! Mahereza daholo ry olomboafidin’ny Tompo ô!

  5. Tena tiko b le hevitrao RANDRIANIAINA aaa,def ref mapme n mvoka ao tonga d korontanina amzay fa tsis miandr2 zn;Za lou eto def mb miten an Lalatiana FREE FM;itanay io misy ny radio anty io aa,def mb miten lou zay eeee,tohizo ihany ny vava d ifankahita tsika aveo;torkzay ko Maurice sy Pierre H.Miantso ny Malagasy amzay ho tonga sain eeeeeeeeeeeeeeeee

  6. Efa dimy taona nitanin’andro teo @ Magro teo fona, tsy ita ze vita, koa eo no miseho bevava eo daholo, ary aza mampihina-tay olona r’se a, fa nga zany no fihinanareo ao @ Magro ao rehefa tsy nisy ronono intsony, hihi, tonga wa de mba mandehana mivoaka an io Magro io raha tena mahasahy fa tsy vava mipopoka nefa ny aina any am-bo… Mba mandehana wa midina eny @ Magro fa 80% ny olona ao plus de 50 ans daholo, zany ve ahazaka lacrimogène intsony, aleo izy r’se haka retraite ao fa tsy manino a, sady ra i JEAN LOUIS ROBINSON efa sepotrepotra iny ve no mbola asiana an’zany lacrimogène zany angamba de asa fotsiny kou, TSY TE-AHITA a mba marina e, hoe afaka 5 andro de Manendry Pion vaovao indray ny ROI any Afrique du Sud sady mijery RUGBY, LOL

  7. Lany frais amin’ny tsis dikany eo nareo avy @ faritany raha tsy oe entoana ngamba ny frais allez retour!!
    sady ifankaita @ robiinson fotsny ndray zo ny atao any!!

  8. LA FEUILLE DE ROUTE DEVAIT ÊTRE APPLIQUEE A LA LETTRE, CAR ELLE AVAIT ETE SIGNEE AFIN DE RAMENER LE PAYS VERS CE QUE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE QUALIFIE D’ETAT DE DROIT.

    Ledit Etat de droit ne peut être fondé que sur la base d’élections NEUTRES, CREDIBLES ET TRANSPARENTES ET SURTOUT RECONNUES PAR TOUS ET PLUS PARTICULIEREMENT LE PEUPLE.

    FAUT-IL RAPPELER QU’A CE JOUR, IL N’Y A PLUS UNE OU UN SEUL ELU A MADAGASCAR ??

    QUI AVAIT DEJÀ DIT EN 2009, QUE C’EST LE PEUPLE QUI DONNE LE POUVOIR ET QUI PEUT LE REPRENDRE ???

  9. Na miaramila, na mpitsara (CES anisany), na ireo ao amin’ny CENIT, dia MPIASAM-BAHOAKA DAHOLO !!
    Rehefa tsy manao tsara ny asa izay nomena hiandraketany, dia dakao any adaholo ary sazio rahatoa ka ilaina izany !

  10. Raha azoko tsara 2002 miampy sarik’ampandriana izany no atao isam-pokotany am’zay feno foza tsy manankialofana ny toby miaramila é!

  11. Antso avo hoantsika rehetra e, ANTSOINA IZAY REHETRA TSY MISY ATAO MBA HOAVY HITANINANDRO ENY @ MAGRO @ ASABOTSY IZAO mba HIJERY AN’I Jean LOuis Robinson, fa manomboka @ io indray mantsy ny tolona 5 taona manaraka e, Aza manantena zavatra maro fotsiny fa toy ny mahazatra hatrany e, hoe isika tsy manaiky, tsy mety io, sns sns, de zay de vita de @ manaraka indray mihaona e, TOLONA HOAN’NY TSY MISY ATAO SY HOAN’NY OLONA EFA ZOKIZOKINY IO AN, AZA KIVY FA MAHEREZA JIABY O, TONGAVA NY AVY @ FARITANY RA MANANA FRAIS SY VOLA HOANINA FA TSSSSSSSSSSSSSSS

  12. Basyvav
    Fitiavan_tanindrazana no miainga eto fa tsy H.V.M ny aty ka izara vola ty tena any @7mbenana ny atidoany
    Rabelita
    Rehefa enao manaiky atao sarik’ampandriana ao de aleo ianao ho any @toby miaramila any.MITABE TSY LANIN’NY MAMBA

  13. Vita ny wawa fa mivoha ao @ Magro dia mankanesa eny @ jianja ny 13 Mai ! Raha tsy izany lany andro eo fotsiny fa tsy misy mandrarà ! Aza fitahinareo ireo vahoaka ao @ Magro ireo é!

  14. Fa nga mo tsy oe ny dadanareo no bogosy sady be vola sa lany t@ fifidianana!!
    Sady tsy izara vola fa imenomenona fotsiny eo tsy aleo mijery internet aty an-trano!! V mints ze tonga any ka!!

  15. Fita lesy ry basivav kou, mihaino tatasikan’i ROBOT AN’I SON eo fotsin no atao, tsy aleo matory aty antrano ve, midina eny @ 13 ra henjana fa ts vava fotsin no atao eo e, mamitaka an’ireo olona efa antitra ireo fotsiny no atao lety e

  16. J.Claude
    =>fantatray ela fa manakatao ny tenan’ialahy iany fantatr’ela fa ny taranaka fara mandimby vato kiboribory daholo,mitapina anga ny mason’ialahy tsy mahita ireto tanora ao @ SOMERMAD reo de mbola any @7mbenana iany ko ty no mijery

  17. ARABAINA DAHOLO E, NANDRESY IHANY NY OLO-MAHANTRA SY NAMBANIANA E,
    CES 11h20 : PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE : La victoire de Hery Rajaonarimampianina au scrutin présidentiel a été proclamée par la CES. Il est ainsi le premier président de la 4è répubique. Hery Rajaonarimampianina est officiellement le premier président de la 4è République. Inscrits: 7971790. Votants 4043246. Blancs et nuls: 191786. Suffrages exprimés: 3851460. TP: 50,72%. Hery Rajaonarimampianina 2060124 voix, soit 53,49%. Jean Louis Robinson: 1791336 voix soit 46,51%

  18. CES
    Hvm=2060124voix(53,49%)
    J.L.R=1791336voix(46,51%)
    Tonga ilay nandrasana ka tairo amin’izay ary eee
    Vao mampiasa hery ny EMMOREG tonga dia chasse à l’homme,aza asiana resaka be fa zahay tsy te ho eo ambany fitondran’ny SATANIKA

  19. EFA TAMN 2009 NAREO NY RAIN -TETAKA E TSIS FIKA TSOUN , VO ME TS TAFODY DADA RA VO BB KOZY EO ,

    FOZA = MADINIKA,MAHATRA , AMBANY TANANA

    R8 /TIM = MPANAKARENA DAOLY ,MPANAMBY GASY MTOVY AZYÉ , MINOHINO FONA

  20. comment peut on accepter un etat mafieux il ne faut cela c’est le peuple et l’avenir de note pays en jeu ambaniandro cotiers rassemblons nous pour le bien etre de notre pays

  21. mandehan wa fa aza be vava eo fotsin, to takona sy gina tanterak zato izy nony nivoka tokoa le vokatra lety e, wawawa fotsin fa tsis apoka daholo, mangina fa mandehana eny @ Magro de alefaso ze mba vita jerena e

  22. Efa nampoizina iny valim-pifidianana fa tokony hietsika avy hatrany aminizay isiaka miaraka aminy Robinson/Ravalomanana
    Raha aminy eritreritro manokana dia tokony androany no atao ny fihetsiketsehana.Ary jerevo koa fa tsy nasiany ireto CES maodiny mihitsy ireto fitoriana napetraka.
    Manarakizany ndao koa izany isiaka hametraka any i ROBINSON fa lany filoha pirenenana taminy vato hazony izy.Tsy izany mantsy fa raha vao matoritory eo isiaka dia eo no raisina.Ka ndao araka ny teniny ROBINSON voaina aminizay ny varavarana
    Raha nahatsikaritra hianareo dia jerevo fotsiny fa efa voahomana daholo ny vakinteny nataony RAKOTOZAFY POTEAU sy ny namany fa tao anatiny mangarahara madio iny valim-pifidianana iny ary ny tena mahagaga dia efa mivoaka taminy FRANCE 24 sahady iny vaovao ny valim-pifidianana halatra fa i FERY VAO no lasa filoham-pirenena.Ka aoka angamba isiaka hiaraka iray hiana daholo
    TONGA DIA ACTION AMINIZAY FA AOKA IZAY NY RESABE

    NDAO NDAO NDAO

  23. Mandehana wa fa aza be vava aaaaa, ndraso teneniko bebeanay fa izy zao ngamba vonona hanaraka anareo any kou ka, dadabenay fotsiny zao mbol matory de aona ? aleo fa rehefa taitra izy de teneniko we andeha am zay ono nareo ande hamoha vavahady, hihi, lol, tara loatra e, olona ts ampy serasera sy fikafika mihits fa dondrona tsss, ataon ny mpitarika mitogaigy fotsiny ao, ROBINSON zao mihinana vary sy loka be ao antrano manomana izay lainga hafafy rapitso indray , hihi

  24. Ai, bonne chance ary e, de courage mande migrevy e, de enga anie mba handresy ny tolonareo e, ary aza mamono malagasy mitovy aminareo fotsin e fa ny hevitra avoaka toy ny nataonareo 5 taona zao nefa tsy misy vokany sady tsy misy mihaino. mifidiana r’se olona tanoranora mba hitarika anareo lou a, so de reraka ambony iany eo, fa mbola dezaka ne ny lalana e

  25. Rava ny tsena e!!! I JLR tsy mahatarika olona ! Erreur casting de Dada. Trahison de Mamy Hanitra et consorts !!!!! Foutez la paix aux gens du Magro bande de nases !

  26. Ajanony io resakao io Robinson.Efa misy prezida eo dia tokony ho io no atrehina fa tsy mbola tavela ary amin’ny fanisambato ary foana.

  27. Ny isan’ny mpitandro filaminana anie ka 15000 hommes e! Ary izy rehetra ireo tsy foza daholo akory. Atao hoe 10000 @ ireo ihany raha misy no afaka miasa midina terrain fa ny 5000 dia ireo Jeneraly sy Kolonely sy ireo be grady tsy afaka mirotsaka sur terrain.

    @ ireo 10000 hommes ireo raha misakana grevy manerana ny six provinces fotsiny dia 1650 hommes par province. @ ireo 1650 ireo dia firy ny foza? tsy mahatratra 500 hommes akory ny foza @ ireo. Eritrereto @ izany fa tsy mahasakana antsika izay mpitandro filaminana foza 500 hommes. Ny olona nahafeno ny colesium fotsiny no efa 100 000 personnes, maika fa hiampy ny vahoaka malagasy sy ny any @ faritra(Itasy, Vakin’Ankaratra, Bongolava, Atsimondrano…etc)

    Sahala @ izay ny fifandanjakery, donc, tena vitatsika io tolona io. Vonony ny hery.Lasa izao ry malagasy havana. Matanjaka isika @ lafiny rehetra..toe-tsaina, fitiavan-tanindrazana, effectif indrindra indrindra ary fahendrena.

  28. Efa nanao 1er pas i Hery.Dia mbola hanao fihetsika hafahafa ihany ve i Robinson.AOKA IZAY ROBINSON.AOKA IZAY.

  29. Malagasy misaina ô, fa nga kou wa ny MPITANDRO FILAMINANA misy foza sy tsy foza zany e, fa fanontaniana farany ry Malagasy misaina a, any an-danitra koa zany mety FOZA sy TSY FOZA e, any AFRIQUE DU SUD mantsy zao de olona 1 iany no tsy FOZA kou, fa mahagaga fa ny olona haratsiana sy ambaniana otran’reny fona no tena MISONGADINA eo @ fiaraha-monina e, mba misaina tsara ary e, kony an, de hevero tsar ze tenenina so de matin’ny basin’ny mpitandro filaminana vo entina eny @ Magro hifalian’i Robinson

  30. Za eto tena zanak’i Dada iringiriny no miteny eeee!!!
    Na dia mafy ho antsika mpandala ny ara-dalana aza no hanaiky
    an’i HERY ho filoha dia ndeha isika samy hampandefitra ny
    hampom-po eee!!Ndao ny firenena no jerena,ny taranaka no banjinina
    Ndao vonjena Madagasikara fefa reraka lotra;ka aoka ny fifanarantsiana
    sy ny fifandrangitana avalona fa ndao hifankati eee
    Nenah zao ny zavtra mba angatahiko an’I Hery de reto:
    – Satria enao FJKM dia sokafy ny radio fahazavana raha te
    ahazo ny fon’ny Mpino FJKM enao,ary sokafy ihany koa ireo tele radio
    nankatona rehetra.
    – Manaova amnistie faobe,
    – Ampodio ny Filoha Ravalomanana
    – Antsaharo ireo fandaharana miantso fandranitana toy ny ao ami’ny
    VIVA – FREE FM
    – Alaviro ireo Mpanolontsaina vilana ohtra;RATSIRAHONANA-MAHARANTE-SGP
    Raha ireo no fandaharan’asa ataonao faindohan-draharaha dia mino aho
    fa tsy ho ela dia ho tony ny tontolo politika eto MADAGASIKARA ary ho stable
    ny fitondrana izay tarihinao.

  31. TOUTES MES SINCERES CONDOLEANCES! AZA MISOSKA ALAHELO INTSONY! MAHAIZA MIONONA! AFAKA DIMY TAONA AFAKA MANAO MISIMISY IANAREO!

  32. Merci Sarobidy an, tena miombi-kevitra aminao mihitsy za ranga a, ndao hifankatia wa, satria na FOZA enao na tsia, de Gasy fona no iantsoana anao fa tsy hafa akory, mafinaritra , mifankatiava e, de mifamelà heloka, Ajanony io fandaharana’ny Free FM io, sokafana ny Radio nakatona rehetra, Mlay ranga a, samia manentana ny manodidina azy hifamela heloka e, fa isika vahoaka fona ne no ho voa mafy eo e!

  33. 117 ANNEES DE LUTTES CONTRE LA CONISATION ECONOMIQUE , FINANCIERE ET DE L’ ESPRIT !
    Paris 31 DECEMRE 2013
     » FITO AMBY FOLO AMBY ZATO ZATO ISIKA MALAGASY MIFANDIMBY NO NITOLONA MBA HIVERENAN’NY FIANDRIAN’NY FIRENENTSKA SY NY HAJA SY NY LAHARANY EO ANIVON’IZAO TONTOLO IAINANTSIKA IZAO..
    ANDRIAMANITRA ANIE HANAMPY SY HOMBA ANTSIKA MBA HAHOMBY ITY TOLONA ATREHANTSIKA IZAO MBA O IRAY TSY MIVAKY NY TANINDRAZANTSIKA ARY MBA HO BETSIMISARKA ISIKA !
    Eo hampiandrasan ny valin’ny fihodinana voalohany eo amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny Firenena.
    Tsy mendrika atao hoe fifidianana izay teny mifono safidy , fahafahana ny mifidy izay Malagasy mendrika , mahatsapapa ny fahasahiranan’ny Malagasy ary azo antoka eo amin’ny fitantanana ny Firenena ara-pandrosoana sy fampanjariana ny Malagasy eo amin’ny lafiny mahaolombelona
    Tsy nanaraka , tsy nanaja izany fahafahana mifidy ny Malagasy ankasitrahany ny Malagasy fa ny amboletra sy ny fanaovana atsojay ny candidature-n’ny Filoha RAVALOMANANA MARC sy INENY RAVALOMANANA LALAO VADINY no niezahana notanterahana..
    Miandry :tia fahefana tsy refesy mandidy , « mégalo » ,tia vola sy voninahitra…
    Ary mitovy ny bilan-ny Fitondrany..
    ratsiraka amin’ny alalan’ny évêques ,izay nifoha tamin’ny torimaso . Mety hanampy an’i zafy sy ratsiraka izy ireo hamelona ny fampihavanana , izay hanao inona ?
    Ny valin’ny fifidianana dia hampiseho amin’ny Malagasy fa mizara roa ny Malagasy:
    –ny ilany dia manohana sy mivavaka amin’ireo nanongam-panjakana ,sy miankina mafy aminy satria be ireo heloka vitan’izy ireo
    —ny ilany faharoa dia ireo natao tsindry hazo lena , very asa ,may trano , vehivavy na lehilahy voavetaveta ,vaky trano ,nangalariny ny vola , firavaka ,ny tahiry , tsy mianatra ny ankizy fa tsy misy vola na hividianana izay ho hanina aza..
    Vokatry ny asa -jiolahy vitan’ireo mpanongam-pankana daholo ireo sy ny tahak’ireo !
    SAROTRA HO AN ‘NY MALAGASY NY HIFAMELA AMIN’IREO
    — 1-RAHA VITA NY FITSRANA NY HELOKA VITAN’IZY IREO
    — 2 -RAHA TSY VOALOAN’IZY IREO NY ONITRY NY RATSY VITANY ( aprés paiement complet des dommages intérêts relatifs avec les délits et les crimes commis )
    HIDITRA FIHODINANA FAHAROA ISIKA-RAHA TSY NAHOMBY NY FIKIRAKIRAINA NY VATO NOMEN ‘NY CENI-T ,DIA AOKA HO TSAROANTSIKA SY HODINIHINTSIKA TSARA NY FIFIDIANANA TAMIN’Y 16 DECEMBRE 2001 SY TAMIN’ny 03 DECEMBRE 2006;;
    NAHAZO NY SAFIDINTSIKA NY FILOHAN’NY FRENENA RAVALOMANANA MARC;;NALALAKA NY FIFIDIANANA ARY NADIO !
    ITY FIFIDIANANA AMIN’NY 20 DECEMBRE 2013 DIA HO FIFIDIANANA FANAMAFISANA NY SAFIDINTSIKA , IZAY MIFANTOKA AMIN’NY POLITIKA ANKAPOBEANY NAMPIARAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NANDRITRY NY VALO-TAONA;…
    NAHOANA IZY NO NESORINA TEO AMIN’NY FTTONDRANA IZY ?
    –SATRIA IREO CANDIDATS NIFANINA TAMINY DIA OLONA NIARAKA NITONDRA TAMIN-DRATSIRAKA , KA TSY NANKASITRAN’NY MALAGASY ,KA ANY HERIN’IZY IREO DIA NAKA NY FFAHEFANA TSY NOMEN’NY VAHOKA AZY IREO TAMIN’NY FANAMPIANA NY MIARAMIJA , ZANDARY , POLISY SY NY TORO-HEVITRY NY MPANJANAN-TANY
    RAHA KAROHANA NY ANTONY DIA TAMIN’NY 06 AOUT 1946 NO NOFORONON’NY ADMINISTRATION COLONIALE NY ANTOKO PADESM ,IZAY NANDRAY ANJARA TAMIN’NY FAUSSE REBELLION 47….ARY NITONDRA AN ‘I TSIRANANA HO FILONAN’NY FIRENENA…
    TAFAVERINA TEO AMIN’NY FITONDRANA I DE GAULLE DIA ANKATRA CELLULE DES AFFAIRES AFRO-MALGACHES IZY , IZAY ANTSOINA HOE FRANCAFRIQUE
    NANANTENA NY FRANCAFRIQUE I DE GAULLE « MBA HAFAHANY MITSIKILO SY MIBAIKO IOMPOMENAKELY NAPETRANY HITONDRA IREO FIRENENA AFRIKANINA SY MALAGASY AO ANATIN’NY COMMUNAUTE FRANCAISE !!
    1-TAMIN’ny FIFIDIANANA NATAO NY 16 DECE%BRE 2001 DIA NOSAROTAHIN’NY FRANCAFRIQUE IZAYNITARAINAN-DRATSIRAKA FA HOE NISY HALA-BATO ,NEFA IZY NO LEHIBEN’NY FIFIDIANANA AMIN’NY MAHA FILOHA-PIRENENA AZY
    2- NY ALIN’NY 17 HIFOHA 18 NOVEMBRE 2006 DIA NISY ATTENTATNITETIKA NY AMONOANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC…NITSEFOTRA ILAY IZY ARY TRATRA IRETO NANOMANA IO ATTENTAT IO !
    NY FIFIDIANANA DIA NATAO NY 03 DECEMBRE 2006 . LANY SOAMNTSARA NY FILOHA RAVALOMANANA MRC. NY FIAINAM-PIRENENA DIA MANDEHA TSARA….IARAHA-MAHALALA IZANY
    3-.NEFA NA DIA TSY TANTIN ‘NY FRANCAFRIQUE SY IREO ANDEVONY TO MADAGASIKARA NY MAHA FILOHAN’NY FIRENENA MALAGASY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA NESORNA TSY HANANA FAHEFANA INTSONY EO AMIN’NY FITONDRANA NY TANY SY NY FANJAKANA ..
    4- ITY FIFIDIANANA AMIN’NY 20 decembre 2013 DIA SANTATRY NY FAMERENANA AMIN’NY MALAGASY NY FANKASITRAHA’NY COMMUNAUTE INERNATONAE (SANS AUCUNE CONTESTATION NY FANKASITRAHANA IZAY HINOANA NY MAMAGASY FA HATOLOTRA NY FANJAKANA LAKAGASY ,IZAY NOLOTOPNA SY NITSAHAN’IREI FIRIGA NIHEVITRA FA MORA ,TSY MISY VIDINY NY ANDRIM-PIRENENA MAHA FIRENENA ZY DIA NY FANJAKAA !
    HOMBA ANTSIKA LALAHDAVA NY MALAGASY !
    TSY MATY VONOINA NY MALAGASY
    VOLAMENA NOSORAM-PTAKA NY FILOHA RRAVALOMANANA MARC SYINENY RAVALOMANANA LALAO VADINY :
    MISAHIA PSIKA ! MINOA MFY !
    N.B. ;Ny FILOHAN’NY FIRENENA AFRIKANINA AFA-TSY GTPTE , MADAGACAR ARY TUNISIE , DIA HIARA-MIVORY AMIN’NY FILOHA FRANTSAY F;HOLLANDE AMIN’NY 06 DECEMBRE IZAO. TSY MBOLA FANTATRA NY TOERANA…
    IZAHO DIA ANISANY NAHARAKA TSARA NY FILAMATRY NY PS ARY NAHITA SY NAHATSAPA FA TSY MITOVY NY POLITIQUE ANKAPOBEANY NOVOHIZIN’ I DEGAULLE INDRINDDRA TEO AMIN’NY FIFANDRAISAN’I DEGAULE TAMIN’IREO FIRENENA NOZANAHINY ARY « NOMENY FAHALEOVANTENA NOTSILOVINY ANY FRANCAFRIQUE 3 IZAY FITAOVANA NATAON’I DEGAULLE HIBAIKONY IRETO FIRENENA VAO NO%ENY FAHALEOVANTENA  » ( liberté surveillée ).
    KOA TOA IO LIBRTE SOUS SURVEILLANCE IO NO RESAHINA..
    ARY AMIN’IO FIVORIANA IO HAHITANTSIKA NY VALIN’NY TATRATASY NOSRANTANY RAJOELINA TAO AMIN’NY CAZETY LE MONDE.

    117 ANNEES DE LUTTES CONTRE LA CONISATION ECONOMIQUE , FINANCIERE ET DE L’ ESPRIT !
    Paris 31 DECEMRE 2013

     » FITO AMBY FOLO AMBY ZATO ZATO ISIKA MALAGASY MIFANDIMBY NO NITOLONA MBA HIVERENAN’NY FIANDRIAN’NY FIRENENTSKA SY NY HAJA SY NY LAHARANY EO ANIVON’IZAO TONTOLO IAINANTSIKA IZAO..
    ANDRIAMANITRA ANIE HANAMPY SY HOMBA ANTSIKA MBA HAHOMBY ITY TOLONA ATREHANTSIKA IZAO MBA O IRAY TSY MIVAKY NY TANINDRAZANTSIKA ARY MBA HO BETSIMISARKA ISIKA !
    Eo hampiandrasan ny valin’ny fihodinana voalohany eo amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny Firenena.
    Tsy mendrika atao hoe fifidianana izay teny mifono safidy , fahafahana ny mifidy izay Malagasy mendrika , mahatsapapa ny fahasahiranan’ny Malagasy ary azo antoka eo amin’ny fitantanana ny Firenena ara-pandrosoana sy fampanjariana ny Malagasy eo amin’ny lafiny mahaolombelona
    Tsy nanaraka , tsy nanaja izany fahafahana mifidy ny Malagasy ankasitrahany ny Malagasy fa ny amboletra sy ny fanaovana atsojay ny candidature-n’ny Filoha RAVALOMANANA MARC sy INENY RAVALOMANANA LALAO VADINY no niezahana notanterahana..
    Miandry :tia fahefana tsy refesy mandidy , « mégalo » ,tia vola sy voninahitra…
    Ary mitovy ny bilan-ny Fitondrany..
    ratsiraka amin’ny alalan’ny évêques ,izay nifoha tamin’ny torimaso . Mety hanampy an’i zafy sy ratsiraka izy ireo hamelona ny fampihavanana , izay hanao inona ?
    Ny valin’ny fifidianana dia hampiseho amin’ny Malagasy fa mizara roa ny Malagasy:
    –ny ilany dia manohana sy mivavaka amin’ireo nanongam-panjakana ,sy miankina mafy aminy satria be ireo heloka vitan’izy ireo
    —ny ilany faharoa dia ireo natao tsindry hazo lena , very asa ,may trano , vehivavy na lehilahy voavetaveta ,vaky trano ,nangalariny ny vola , firavaka ,ny tahiry , tsy mianatra ny ankizy fa tsy misy vola na hividianana izay ho hanina aza..
    Vokatry ny asa -jiolahy vitan’ireo mpanongam-pankana daholo ireo sy ny tahak’ireo !
    SAROTRA HO AN ‘NY MALAGASY NY HIFAMELA AMIN’IREO
    — 1-RAHA VITA NY FITSARANA NY HELOKA VITAN’IZY IREO
    — 2 -RAHA TSY VOALOAN’IZY IREO NY ONITRY NY RATSY VITANY ( aprés paiement complet des dommages intérêts relatifs avec les délits et les crimes commis )
    HIDITRA FIHODINANA FAHAROA ISIKA-RAHA TSY NAHOMBY NY FIKIRAKIRAINA NY VATO NOMEN ‘NY CENI-T ,DIA AOKA HO TSAROANTSIKA SY HODINIHINTSIKA TSARA NY FIFIDIANANA TAMIN’Y 16 DECEMBRE 2001 SY TAMIN’ny 03 DECEMBRE 2006;;
    NAHAZO NY SAFIDINTSIKA NY FILOHAN’NY FRENENA RAVALOMANANA MARC;;NALALAKA NY FIFIDIANANA ARY NADIO !
    ITY FIFIDIANANA AMIN’NY 20 DECEMBRE 2013 DIA HO FIFIDIANANA FANAMAFISANA NY SAFIDINTSIKA , IZAY MIFANTOKA AMIN’NY POLITIKA ANKAPOBEANY NAMPIARAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NANDRITRY NY VALO-TAONA;…
    NAHOANA IZY NO NESORINA TEO AMIN’NY FTTONDRANA IZY ?
    –SATRIA IREO CANDIDATS NIFANINA TAMINY DIA OLONA NIARAKA NITONDRA TAMIN-DRATSIRAKA , KA TSY NANKASITRAN’NY MALAGASY ,KA ANY HERIN’IZY IREO DIA NAKA NY FFAHEFANA TSY NOMEN’NY VAHOKA AZY IREO TAMIN’NY FANAMPIANA NY MIARAMIJA , ZANDARY , POLISY SY NY TORO-HEVITRY NY MPANJANAN-TANY
    RAHA KAROHANA NY ANTONY DIA TAMIN’NY 06 AOUT 1946 NO NOFORONON’NY ADMINISTRATION COLONIALE NY ANTOKO PADESM ,IZAY NANDRAY ANJARA TAMIN’NY FAUSSE REBELLION 47….ARY NITONDRA AN ‘I TSIRANANA HO FILONAN’NY FIRENENA…
    TAFAVERINA TEO AMIN’NY FITONDRANA I DE GAULLE DIA ANKATRA CELLULE DES AFFAIRES AFRO-MALGACHES IZY , IZAY ANTSOINA HOE FRANCAFRIQUE
    NANANTENA NY FRANCAFRIQUE I DE GAULLE « MBA HAFAHANY MITSIKILO SY MIBAIKO IOMPOMENAKELY NAPETRANY HITONDRA IREO FIRENENA AFRIKANINA SY MALAGASY AO ANATIN’NY COMMUNAUTE FRANCAISE !!
    1-TAMIN’ny FIFIDIANANA NATAO NY 16 DECE%BRE 2001 DIA NOSAROTAHIN’NY FRANCAFRIQUE IZAY NITARAINAN-DRATSIRAKA FA HOE NISY HALA-BATO ,NEFA IZY NO LEHIBEN’NY FIFIDIANANA AMIN’NY MAHA FILOHA-PIRENENA AZY
    2- NY ALIN’NY 17 HIFOHA 18 NOVEMBRE 2006 DIA NISY ATTENTATNITETIKA NY AMONOANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC…NITSEFOTRA ILAY IZY ARY TRATRA IRETO NANOMANA IO ATTENTAT IO !
    NY FIFIDIANANA DIA NATAO NY 03 DECEMBRE 2006 . LANY SOAMNTSARA NY FILOHA RAVALOMANANA MRC. NY FIAINAM-PIRENENA DIA MANDEHA TSARA….IARAHA-MAHALALA IZANY
    3-.NEFA NA DIA TSY TANTIN ‘NY FRANCAFRIQUE SY IREO ANDEVONY TO MADAGASIKARA NY MAHA FILOHAN’NY FIRENENA MALAGASY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA NESORNA TSY HANANA FAHEFANA INTSONY EO AMIN’NY FITONDRANA NY TANY SY NY FANJAKANA ..
    4- ITY FIFIDIANANA AMIN’NY 20 decembre 2013 DIA SANTATRY NY FAMERENANA AMIN’NY MALAGASY NY FANKASITRAHA’NY COMMUNAUTE INERNATIONAE (SANS AUCUNE CONTESTATION NY FANKASITRAHANA IZAY HINOANA NY MALAGASY FA HATOLOTRA NY FANJAKANA MALAGASY LAKAGASY ,IZAY NOLOTOPNA SY NITSAHAN’IREI FIRIGA NIHEVITRA FA MORA ,TSY MISY VIDINY NY ANDRIM-PIRENENA MAHA FIRENENA ZY DIA NY FANJAKANA !
    HOMBA ANTSIKA LALAHDAVA NY MALAGASY !
    TSY MATY VONOINA NY MALAGASY
    VOLAMENA NOSORAM-PTAKA NY FILOHA RRAVALOMANANA MARC SYINENY RAVALOMANANA LALAO VADINY :
    MISAHIA PSIKA ! MINOA MFY !
    N.B. ;Ny FILOHAN’NY FIRENENA AFRIKANINA AFA-TSY EGYTPTE , MADAGACAR ARY TUNISIE , DIA HIARA-MIVORY AMIN’NY FILOHA FRANTSAY F;HOLLANDE AMIN’NY 06 DECEMBRE IZAO. TSY MBOLA FANTATRA NY TOERANA…
    IZAHO DIA ANISANY NAHARAKA TSARA NY FILAMATRY NY PS ARY NAHITA SY NAHATSAPA FA TSY MITOVY NY POLITIQUE ANKAPOBEANY NOVOHIZIN’ I DEGAULLE INDRINDDRA TEO AMIN’NY FIFANDRAISAN’I DEGAULE TAMIN’IREO FIRENENA NOZANAHINY ARY « NOMENY FAHALEOVANTENA NOTSILOVINY ANY FRANCAFRIQUE 3 IZAY FITAOVANA NATAON’I DEGAULLE HIBAIKONY IRETO FIRENENA VAO NO%ENY FAHALEOVANTENA  » ( liberté surveillée ).
    KOA TOA IO LIBRTE SOUS SURVEILLANCE IO NO RESAHINA..
    ARY AMIN’IO FIVORIANA IO HAHITANTSIKA NY VALIN’NY TATRATASY NOSORANTANY RAJOELINA TAO AMIN’NY CAZETY LE MONDE.

    17 DECEMBRE 2013

    117 années de luttes pour nottre souverraineté se terminent lamentblement par des électins assymétriques , unilatérales , faussées , manipulées , achetées aux pauvres Malgache qui n’ont compris l’enjeu de ces élections , mais n’ont que les résultats du jeu , quand le candidat qu’on leur a vendu sort de chapeau..
    oui ces malgaches ont gagne à ce jeu d’arnaque mais après ?
    nous reprenons la lutte contre les résultats de ce jeu dces mafieux !
    décuplons de courage !

  34. Zay ne wa eee,amko samy Malagasy isika tsy misy angamba Malagasy na dia 1 aza ho faly mahita Malagasy mitovy aminy hanao sesin-tany fona isaky ny miova ny Fitondrana.Ajanona daholo izay fandaharana miantsy.Za lou zao d efa manentana ny Namako sy ny fianakaviako mihintsy na dia enjehina sahady ho mpamadika aza;tsoriko anefa fa ny foton-kevitra ijoroako tompoko dia azomiko hatramin’ny farany;nahitako soa lehibe ny Fitondrana Ravalomanana;ka n’iza n’iza hikosoka anzn ato am-po sy ato an-tsaiko tsy misy mahafaka anzn;saingy kosa ny raharam-pirenena tsy maintsy jerena.Ndao tsika ihavana ee,

  35. o ry Randrianina a! io tsy mahataty demokrasy io iany no nampiongana an-dRa8 teo ko ajanona ajanona! (kabarin’i >Deba tsis dikany mints @ io)

  36. Ty RANDRIANIAINA ty wa de tena olona tia ady sy Rà latsaka mihitsy ka, inona nefa no tombotsoa azonao ra mifamono ny malagasy e, sa faly ela ra misy maty ny gasy, mbola tsy sendra ny maty havana ngamba ela io de miteny an’zany fona hoe ndao higidraka ka, EFA HOE AJANONY any zany, fa fihavanana atao, nga tsy fantatrao io moa fa filoha lefitry ny FJKM ne i …. e! mifamela, mifanantona, de vahaolana tsotra lou tadiavina, zany ady efa tena tsy maita fika tsoun vo midira @zay an’za ela rery

  37. gidraka hiadiana @ fangalarambato izao no hatrehana=zay tsy mahasahy fa mpamendrofendro fotsiny aza mandany crédit manoratra ato e!marina ny anao radrianiaina a!

  38. Zao zany ilay woe filoham-pirenena manara-
    penitra, dia manarapenitra mankaiza, hala-bato ve no ahatongavanao filohampirenena,menatra aho marina mafy,tandremo fa ao anatiny didy folo ny woe: Aza mangalatra.Ary karazana halatra efa be dia be no nataonareo dia ity mbola mangalatra ihany hianareo.Ka ny teniko anity milaza woe
    lany filohampirenena ity dia tsotra ihany: tena taminy ara-dalàna no nahalàny anao io FILOHAMPIRENENA.Anjaranao sy ny eritreritrao no
    mamaly anizay.Tandremo anefa fa ny fahazoana FITONDRANA taminy HALATRA dia tena FAHOTANA MAHAFATY, mbola mamerina ihany izaho ary tsy mahavita taona haotrany ny VARY ALOHA ka izay vao woe :NANKAIZA NY TANTELIKO TETO toy izany koa indrindraindrindra ny CENIT, CES etsetra araka ny teniny ny MENA SOFINA manao woe:BIEN MAL ACQUIS NE PROFITE JAMAIS.Ka raha azo taminy ara-dalàna marina dia hajaiko aminy anaranao hianao:ANDRIAMATOA FILOHAM-PIRENENA MALAGASY RAJAONARIMAMPIANINA FA RAHA OHATRA KOSA TAMINY HALATRA DIA LASA MIOVA TAMPOKA MANAO WOE FILOU FOPLE RAJAONARIMPANGALATRA MPANDAINGA.MAZAVA ANGAMBA IZAY.

  39. Iza mo no tena tsy mahatanty demokrasia eto ee??Ny olona nitaky izany t@ 2009 ka miandry izay mba maneo hevitra @krimogena sy ny basy,ary manidy ho azy irery ny aino aman_jery mpanjakana tsy mamela ny any hafa isokatra sa za manamafy ny tolona

  40. Lazainao aho ianao io fa lian_drà za iza namono nitifitra t@ 07/01/09,iza no nitifitra namono nahafaty ny mpianatra tany Mahajanga IZAHO??Miady ho @fahamarinana aho,INONA TSY ANAOVANA NY COFRONTATION???Mba hisian’ny fitoniana eto @firenena….

  41. =>Lazainao aho ianao io fa lian_drà za iza namono nitifitra t@ 07/01/09,iza no nitifitra namono nahafaty ny mpianatra tany Mahajanga IZAHO??Miady ho @fahamarinana aho,INONA TSY ANAOVANA NY COFRONTATION???Mba hisian’ny fitoniana eto @firenena….

  42. AMPY IZAY.ALEO ALOHA HANGINA MAGRO.ALEO AMIN’IZAY MBA ZAVATRA HAFA NO HITRANGA EO AMIN’NY MAGRO, ENY MANINONA MOA RAHA ILAY TENA MAGRO TALOHA NO ATAO EO IZANY HOE FIVAROTANA????

  43. Inona no tsy anaovana ny cofrontation mba isian’ny fitoniana eny anivon’ny fiarahamonina???Izahay manaiky hoe: »PRESIDENT ING HERY »raha toa ka fifidianana eken’ny rehetra,mangarahara,
    zonao,zoako,zontsika ny mangataka cofrontation.
    TSY ANAIKY IZAHAY

  44. Mitohy ny tolona, fa tsy misy manaiky fery vaovao eto!

    Aza valiana akory ireo foza miditra eto ary aza vakiana ny heviny fa vavan’ny mpangalatra.

    Ny fifanentanantsika atao betsaka.

  45. aza manao sinema ao amin’ny MAGRO ao ianareo fa aoka izay……………………Mr Ravalomanana o, ravao io MAGRO io fa raha olona mpaanao politika ianao dia mazava be fa tapitra hatreo amin’ny fifidianana ny lalana raha ohatra ka tsy naharesy.Noho izany, diniho ny ho avinao sy ny fianakavianao ary ny orinasanao…..

  46. M.Ravalomanana n ‘avait et n’a JAMAIS COMPRIS l’impact de la françafrique :

    FRANCAFRIQUE = PIEUVRE MAFIEUSE

    * R8 ne s’inscrivait pas dans leur logique.

    * R8 croyait très sincèrement élever notre pays dans un cycle vertueux de développement économique

    * R8 a un esprit entrepreneurial gênant pour les entreprises françaises telles Barday ou Henri Fraise et autres karana ou mauririens…

    * R8 est un NATIONALISTE GENANT POUR FRANCAFRIQUE , voilà pourquoi françafrique et les entrepreneurs locaux d’origine étrangère ont tout fait pour l’ EJECTER par un putsch en 20209 ,
    avec Ratsiraka (l’ennemi d’hier des Français devenu complice dans la HAINE DE R8) comme auguillon malgache .

    M.Ravalomanana tout à sa logique d’entrepreneur a négligé l’essentiel des GRANDES MANOEUVRES ECONOMIQUES INTERNATIONALES :
    ==> la chasse effrenée des pays riches AUX RESSOURCES INDISPENSABLES A LEUR PROPRE DEVELOPPEMENT !
    ==> le PETROLE vers Juan Nova
    ==> le GAZ dans le canal du Mozambique
    ==> la FRANCE NE LACHERA JAMAIS SES INTERETS
    ==> D’où l’intêret pour elle de JAMAIS LACHER SES ANCIENNES COLONIES

    Sans matières premières , sans ENERGIE(gaz, pétrole, URANIUM) : LES ECONOMIES EUROPEENNES MEURENT !

    L’Europe n’a plus de matières premières exploitables , l’Afrique regorge encore de RESSOURCES
    et nous sommes victimes de cette guerre mondiale de ressources

    LES PAYS RICHES ONT BESOIN DE METTRE DES PANTINS A LEUR SOLDE A LA TETE DES PAYS PAUVRES à POPULATION ENTRETENUES DANS LA MISERE ET L’OBSCURANTISME : l’AFRIQUE et MADAGASCAR !

    C’était INDIGENT pour M.Ravalomanana de croire encore et encore en la SADC

    La SADC est unj cloaque d’Africains issus de ces pays avec PRESIDENTS A LA SOLDE DE FRANCAFRIQUE…….
    Ils doivent leur fonction à ces présidents CORROMPUS PAR FRANCAFRIQUE…..

    Pas très compliqué à comprendre

    erreur d’appréciation , erreur de straqtégie , erreur enfin de casting, absence de combativité efficace

    Leçon de militantisme et d’opposition déterminée à prendre !
    Magro devient un square folklorique.

  47. Sabotsy, fa rahoviana izy ‘ty ê ? Sabotsy 18 sa 25 janvier sa 1er février, sa …?
    Ary hanao inona daholo ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *