Dr ROBINSON JEAN LOUIS : HO ENY AMIN’NY MAGRO HIARO NY SAFIDY RAHAMPITSO

2013-12-10 ROBINSON à AMBATONDRAZAKA-9 Na dia teo ary ireo teny maro nozarainy tamin’ny mpanao gazety, tamin’ny filazany fa olon’ny filaminana sy ny fandrosoana i Dr ROBINSON Jean Louis, dia toheriny tanteraka kosa ny tsy rairiny sy ny amboletra.
Nilaza mantsy ity farany fa rariny sy hitsiny, ary fara fahakeliny ny fangatahana izay ataony eny amin’ny CES. « Tsy hitako mihitsy izay olana tsy hanatanterahina ny fanokafana ireo vata na URNE, ary ny fanazavana hoe lasa aiza ny ambin’ny bileta tokana tsy niasa, satria misy porofo maro be voarakitra sary aty aminay, fa betsaka ny bileta tokana tsy ara-dalàna ao anaty VATA ao » hoy ny kandida ROBINSON Jean louis.
Tamin’izany koa no nanambarany fa maro be ireo olona no vonona hifanome tanana, hanatanteraka ny fanokafana ny vata sy famerenana fanisam-bato izany anatin’ny fotoana fohy dia fohy. « Tsy mihoatra ny hateloana ny fanaovana izany raha mifanome tanana isika mianakavy. Amin’izay fotoana izay dia azo lazaina fa mangarahara tokoa ny fifidianana » hoy ihany ity farany.
« Izahay dia vonona hanaiky ny safidim-bahoaka raha toa ka aseho amin’ny lafiny mangarahara izany, fa raha ankaterena fotsiny izao kosa, dia vonona izahay ny hijoro ary ho atombokay eny amin’ny MAGRO izany ny rahampitso sabotsy izao ».
Nanambara ihany koa ity farany fa ara-dalàna tanteraka ny hetsika izay ataony ao amin’ny MAGRO, ka tsy tokony hisy hatahotra na eo ary ny fampihorohoroana etsy sy eroa izay miseho.  « Raha ny tahotra foana no mibahana ao an-tsaina, dia tsy hoa afaka amin’izao ziogan’ny fahantrana sy fijaliana izao isika Malagasy »
Teo am-pamaranana moa dia nanambara i Dr ROBINSON Jean Louis fa efa betsaka sahady ireo efa namaly ny antsony ka vonona ny hijoro sy hifanome tanana ho an’ny tanindrazana. Anisan’izany ireo artista namana mpiaro ny ara-dalàna, izay ho avy maimaim-poana hanafana ny sehatra nohon’ny adidiny amin’ny fireneny.
Hiavaka ny fotoana rahampitso araka izany koa anasana ny vahoaka tsy an-kanavaka, manomboka amin’ny 12 atoandro ny fotoana.

15 réflexions sur « Dr ROBINSON JEAN LOUIS : HO ENY AMIN’NY MAGRO HIARO NY SAFIDY RAHAMPITSO »

  1. VALIN’NY FIFIDIANANA…! NY FANISANA MARINA MAHATSARA FIHAVANA FA NY AHIAHY TSY HIHAVANANA !
    « LES COMPTES SONT SOURCES ET GARANTS  » DU BON VIVRE ENSEMBLE »  »
    INONA NY ANTONY TSY ITOKISANTSIKA NY COUR SPECIALE POUR LES ELECTIONS (FITSARANA MANOKANA IZAY MIKASIKA NY FIFIDIANANA ) ?
    Mitombona ny ahiahin’ny Malagasy momba izay hi fihetsika na izay fiasn’ity ces ity satria ,io ces anie ces faharoa fa no ravan ilay ces voalohany .
    41 no isan’ureo candidats nisaraina sy neken’ny ces voalohany ary tsy nahiany lesoka mandika ny lalam-panorenana na mifangarika aùn’ny zon’olombelona amun’ny code électotam..
    Saingy tsy nampiarin’ity ces ity ny article 96 ao amin’ny Accord de Cotonou !
    I chissano ,izay méduareur ao amin’ny SADC dia natsikarita fa misy andidats temo no tsy ara-dàlana..Làla onona ,làlana avy aiza ?
    Dia nasain’ireo noravana ny ces 1,ary noforonona ces 2 ,izay nirahina namerina ny sivana ny candidats 41..
    Valo amin’ireo 41 no nahilika
    -tsy misy antony azon’ny làlana sy ny saina hendry hekena io didy jadona io, ary no io didy tandrametaka , tsy mitombona ,tsy miankina amin’ny lalam-panorenana voafidim-bahoaka no miteraka ny ahiahy mikasika ny valin’ny fifidiabanana abdrasantsika
    Soa fa fantantsika ny fomba nentin’izy ireo nanodikodina ny fanisam-bato ka nafahantsika, ary tsy an-kiteniteny isika no naka ny pv isaky ny bv,,
    Mitaky ny confrontation Isika dia mivaraontsana ireto izy
    Tsy noho izany ihany fa nisy ireo fanambarana nataon’ny Professeur AKOTOMANANA HONORE izay ,ilaa fa tsy maintsy taraina daholo ny fitarainan’ny mpifidy mitory sy tenin’ny Professeur RANJEVA RAYMOND jzay nanamafy andraukitry ny ces eo anolohan’ny fifidianan’ny Vahoaka izay mangataka ny marina sy fahamarinina eo amin’ny fanisana ny vato !
    Toa izany koa ny anttso nataonireo fikambabanana toa ny Fikambanan’NY MPITSARA MALAGASY izay manizingizinal Manabe ny herintsika ny fihaonana nataon’ny Fimohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC tamin’ny Troika / Sadc omaly tany NAMIBIE sy ny resaka nihaovany tamin’ny Vondrona Arikanina miampy ny conférence de presse amin’ireo mpanao gazety avy amin’ny Firenena maro
    Amin’ny fihaonana ireo dia namelabelatra ny sitution plitique sy nt fiandrasana ny vokatry ny fifidianana no antn’ny famelabelarana
    Aoka tsy adinontsika ny fanambarana nataon’iNENY MAMANTSIKA , izay hisaorantsika azy
    Ary rahampitsoa asabotsy 11 janvier 2014 dia hanao kabay lehhibe ny candidat-tsika DR ROBINSON JEAN LOUIS
    PS toa maty tsy an-kiteniteny ilay tetezamita ary rajoelina la fakofakon’olona izany!Tsy mba notsofana mozika !
    Miriorio ny angodina maivan-doha fa any an-kady no iafarany ,Fa hono aho ? Fa angaha tsy hanome ny samboady an’ny « Président-ny « ity rajoelina no nirifatra ,
    Tsy sûr ho lany angaha ity izy ?
    MISAHIA ! MIJOROA !VONKONO NY TOTOHONGRY !

    N.B. RAHA RAIKITRA NY FANOHERANA NY HALATRA AMIN’NY FANISAM-BATO
    dia mijanona an-trano ny vehivay bevohaka , ny vehivavy mbola mampinono , ny zaza latsaka ny 12 taona
    -fadio ny manao kiraro tery sy misy vodi-tongotra
    -mitondraa rano ( ranovola ampiana siramamy kely…!
    ARY ANDRIAMANITRA IZAY MAHITA ANTSIKA ANIE HOMBA SY HIARO ANTSIKA
    Dr Robin
    Paris,

  2. Veuillez lire dans l’introduction :
    LES COMPTES JUSTES SONT SOURCES ET GARANTS « DU BON VIVRE ENSEBLE ! »
    je Vous remercie .

  3. N’oublions que ces intellectuels ont snobé le Président RAVALOMANANA MARC , QU4ILS DENIGRE PARCE QU’IL NE PARLAIS FRANçAIS ALORS QU’IL SEXPRIMAIT BIEN EN ANGLAIS ET EN MALGACHE ET QU’IL PILOTAIT BIEN L’AVION..Mahay mteny frantsay ve ny mpitondra spnoa ?
    Noesoan’ny avara-pi ny « doctorat honoris causa  » nomen’ny Firenena maro ny Filoha RAVALOMANANA…Io Doctorat io dia reconnaissance pour le mérite et c’est aussi une distinction !
    LES AVAPI ONT ETE ARROGANTS ET MESQINS ILS ONT ACQUIS DU SAVOIR MAIS NE POSSEDENT NI LE SAVOIR-FAIRE NI LE FAIRE-SAVOIR NI LE SAVOIR _ VIVRE AVEC LES HUMBLES ET LES PETITES GENS…
    OLONA MISAINA SY MANAM-PANAHY SY MANANA FAHENDRENA NO HILAIN’NY FIRENENENA SY NY MALAGASY…
    NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NO FILOHA TSY NANARAKA NY FAMPIANARANA DFRANTSY.
    IZY IRERY NO FILOHAN’NY FIRE?E?A TSY MBA FONCTIONAIRE (tsy mpampianatra izy ,tsy miaramla izy ary tsy doctera )NEFA MBA JEREO NY BAINGA VOAVADINY !

  4. DCR

    je ne crois pas que les intellectuels malgaches aient snobbé M.Ravzlomanana

    Les Français meurtris d’être évincés économiquement avaient tout fait pour le dénigrer

    Et de toute façon je trouve que M.RAvalomanana n’avait même pas à leur faire le cadeau de parler en Français ,

    Des hommes d’Etat influents comme les Arabes du Golfe prennent pour le principe un interprête , en parlant leur langue maternelle , alors qu’ils ont été formés à Oxford ou Harvard !

    DCR ,
    vous rappellez vous du « MAGNIFICAL » de Sarkozy ????devant la reine d’Angleterre qui de plus parle parfaitement le Français !

  5. GBD
    Veuillez m’excuser mais je persiste que c’étaient des avara-pi qui ont sous-estimé  » le petit laitier  » et qui lui en avaient voulu d’avoir favorisé les paysans qui avec leur poids démographique -85% de a population- ( développement de proximité )au lieu de « créer  » des emplois pour ces avara-pi en chômage c’était choix de politique économique et sociale..C’était la lutte contre pauvreté menée de 2002 à 2005 ,pari gagné et mise en place en 2006 du MAP.
    Ces avara-pi durant ces presque quinze ans qu’ont-ils fait ? manister pourleurs avantages personnels pendant que les Malgaches cherhent jusqu’à ce jour chaque jour de quoi manger et maintenant que le kiry de ces Malgaches pourrait mettre fin à cette crise et voilà ces avara-pi nantis ,que rajoelina n’a pas emmerdés essaient de coller aux petites gens , tentent de monter dans le tain de la contestation..
    j’ai travaillé neuf ans au Pays , je sais comment ces avara-pi se comporter, collés sur leur fauteuil…5jours /7 , 15 à 20 jours /mois et 30 semaines par an
    Je parle des fonctionnaires malgaches !
    Ont-ils changé sous le régime putchistes ?

  6. Je ne parle pas des étrangers qui parlent français ,mais je veux dire que des chefs d’état étrangers qui ne parlent pas français ne sont pas des ignorants !

  7. J’ai exprimé l’espoir né de la convergence de vue des intellectuels à l.issue de la conférence de presse de JLR. Et maintenant on les classée comme des individus qui montent dans le train en marche. Questions : Est ce qu il y a vraiment un train en marche? Quel est le mal , si on monte dans le Train en Marche? Mais qu il se dètrompe Celestin, car des personnalités présentes à cette conférence de presse se désolidarisent , en annonçant contre une manifestation populaire . Dont 1 ex candidat à la présidentielle . Célestin votre souhait est satisfait car il y qui descend du train !!!!! Mais oû on va ?

  8. Aza adino koa ny miorganiser ny greve any @ faritra ivelan’Antananarivo. Ataovy nationale io greve io ary ataovy miara-miainga ny @ faritra rehetra manerana ny nosy.

  9. Raha zay hevitra nivoaka teto zay mba misy mandray,mety hafa mintsy ny toe_draharaha nisy teto dago,fiankavim_be iraisampirenena no ianteherana lava eto dia eto tsika mianakavy no raisina

  10. Aoka re izay JLR an……..Ampy izay……Andao hitodika sy hamadika ny pejy amin’IZAY;efa resy ny mpanohana an’i Marc Ravalomanana,ny mpanohana anao, i Marc Ravalomanana indrindra indrindra.Tsoriko eto fa nohamaivanareo ny fifidianana sy ny propagandy.Ny etsy ankilany, matotra be ny stratégie.Resy izao.Aoka izay, avadiho ny pejy.

  11. A mon avis, nous en sommes à la requête pour le recomptage des voix. Actuellement, c’est sur ce point que les discussions les plus productives devraient porter.
    C’est une mise au point et non de la morale.

  12. DCR

    se moquer du mauvais Français de R8 est parfaitement crétin !
    ce n’est pas sa langue maternelle,
    On s’en fout , à moins d’avoir l’esprit colonisé jusqu’au trognon

    Faut il admirer la gouaille française de Rajoelina? Il faudrait être vraiment imbécile
    Une bonne dans une famille française parle aussi bien

    Le problème est ,je crois ,que beaucoup de nos « intellectuels » seniors ont l’esprit encore colonisé, bien parler le Français était un atout social il y a plus de 50 ans… et les pieds noirs de Mada surfaient dessus…

    Comme les Français de l’époque : on n’accordait de crédit qu’aux diplomes …alors que les plus grands hommes d’affaires aux USA n’étaient pas forcément diplomés

    Aux USA on admire mille fois plus les SELF MADE-MEN , arrivés par la seule force de leur perspicacité personnelle : la BOSSE DES AFFAIRES.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *