DR ROBINSON : MANGATAKA NY HANISANA NY VATO IZAHAY FA RAHA TSY IZANY SOKAFANAY NY VAVAHADY

dr

drNy ahatongavako eto hoy ny dokotera Robinson teny amin’ny Magro Behoririka androany dia hannome hafatra ho an’i Madagasikara sady amin’izao fotoana izao dia be dia ben y tsy rariny eto. Ny voalohany hoy izy dia tsy mbola nisy tamin’ny tantaran’i Madagasikara ny halatra be vata tamin’ny fifidianana hatramin’ny fanombohana ka hatramin’ny farany. Tsy azo ekena izany hoy izy ka izany no nahatonga anay niaraka amin’ireo namana nametraka fitoriana any amin’ny Ces nefa betsaka ny zavatra nitranga ka nahatonga anay hanana ahiahy amin’ny Ces. Misy milaza hoy izy fa ny dokotera Robinson dia efa nilaza fa manaiky resy, sanatria izany. Ny zavatra nifanarahana dia ny fahamarinana, ny marina tsy maty. Zavatra tsotra hoy Robinson no hangatahan’ny vahoaka : Fanisana ny vato sy fanisana ny urne. Jerena ny bileta halatra rehetra dia esorina. Raha toa ka bileta tsy izy hoy izy dia esorina , raha izay no atao di amaniky izahay far aha tsy izany dia tsy manaiky  izahay. Mangataka fanafoanana ny vato azon’I Hery isika. Ny disqualification dia  nangatahana atao fa be dia be ny zavatra tsy mety. Ny tondrozotra ao amin’ny andininy faha 15 dia milaza izany. Ho aiza isika hoy ny fanontaniana napetrany  raha io tondrozotra io no tsy ekena .? Mangataka amin’ny Ces isika hoy dokotera Robinson ataovy tsar any asanareo mba tsy hisian’ny zavatra tsy mety eto Madagasikara. Eto no mamono ny oniveriste ny miaramila, ka azo ekena ve sa tsia izany. Ankizy mpianatra nefa tetezinareo amin’ny bala tena izy. Noho izany dia mangataka izahay  heo iza no nanome baiko hitifitra , raha voaporofo dia mangataka izahayy esorina eo no ho eo ary hotsaraina anyamin’ny fitsarana. Mangataka izahay hoy izyho an’ny miaramila, aza atao fitaovana hamoretana ianareo fa hiaro ny oniversite. Mangataka ny  hanisana ny vato ny dokotera Robinson far aha tsy izay sokafanay ny vavahady.

15 pensées sur “DR ROBINSON : MANGATAKA NY HANISANA NY VATO IZAHAY FA RAHA TSY IZANY SOKAFANAY NY VAVAHADY”

  1. Tano h@ farany ny teninao JLR fa aza manao saim-poza : ny hataon’ny tanana hafa fa tsy arakin’izay

    lazain’ny vava : rehefa tsy manaiky « cofrontation » dia vohay ny vavahady OK !

  2. Ny nandrasan’ny vahoaka t@ dokotera dia ny ilazany hoe rahoviana no manomboka ny greve générale? Jereo mihitsy hoe inona no attente n’ny vahoaka, fa izay no faiblesse ndRavalomanana. Efa niantsoantso t@ janvier 2009 ny vahoaka hoe sambory TGV! sambory TGV! dia ohatry ny hoe tsy henondRavalomanana ilay antsoantso.Raha nosamborin’i Dada tokoa io TGV io t@ izay fotoana izay dia tsy nisy izao olana izao ary efa lasa lavitra tsika.

    Efa miantsoantso ny vahoaka hoe atombohy ny greve générale! atombohy ny greve générale! dia tokony asiana resaka io fa tsy odiana fanina. Lazao @ vahoaka hoe rahovioana no manomboka ny greve générale re tompoko ô!

  3. Après tout ça
    IL NE FAUT PLUS « DEMANDER »
    IL FAUT « IMPOSER LA CONFRONTATION DES PV » devant LA SADC !

    -MANIFESTONS ! MANIFESTONS ! MANIFESTONS ! MANIFESTONS ! MANIFESTONS !
    nous serons soutenus par des soldats tan-dalana.

    Commencons par EXIGER : LA DEMISSSION DE BERIZIKY ET SON GOUVERNEMENT FANTOCHE.

  4. tsy mahay miady e ! efa 5 taona tsy mahay mitokona ka inona intsony no andrasana eo ?
    Mampahonena ilay ra malagasy, sady tsy taviny no tsy volony, be resaka fotsiny eo.

  5. Azavao @ vahoaka hoe inona ny dikan’ny hoe sokafana ny vavahady. Sokafana ny vavahady ve midika hoe manao greve générale sa inona ny dikan’izany? Aza anaovana ankamantatra ny vahoaka rehefa miresaka aminy fa avy hatrany dia teneno aminy avy hatrany izay tiana ambara sy izay zava-misy.

  6. Raha ny fahitako azy dia ohatry ny tsy te hisahirana ny Dr Robinson. Tsy te hitarika greve fa mitady hiala bala hatrany , ohatry ny hoe te hitsoaka andaharana.

  7. Milaza hanokatra vavahady Dokotera, tsy hitako hoe aiza no misy vavahady mihidy. Efa misokatra ny vavahady fa tsy tokony hangataka isika, ary hangataka @ iza isika? Efa azontsika ny fandresena koa tsika indray ve no hangataka @ foza koe izao na izao?Avy hatrany dia apetraho fotsiny hoe izao no programantsika ny @ tolona fa tsy mila mangataka izany na @ CI na CES sy ny Cenit aza.

  8. tsy antany , tsy amparafara !

    c’est un refus de s’impliquer !!!!!!!!!!!!!!!

    c’est du scoutisme (minoha fontsiny !) et non une action politique……..

  9. Marina mihitsy zany wa e, vava be otran’ny inona nefa tsy hita mihitsy ze apoaka eo hatramin’izao e, 5 taona ary izy teo nanonga-panjakana tsy vitanareo no nanala azy ko vo maika 5 taona manaraka sady voafidin’ny vahoaka indray, mahereza ry Magro a, mitombo 5 taona manaraka ndray zany ny fitanina andro e, de aza kivy fa mbola hoavy ny masoandronareo rehefa ny 90% @ malagasy no tsy FOZA intsony, aza be vava fa ra tena sahy de mandehana mivoaka ny Magro e, tsy vitan ny olona tonga lafatra sy tsara tarehy otranareo zany e, NY OLONA LAZAINAREO FA FOZA IANY NO MAVITA AN ZANY AN!

  10. 1) mivohaka , fa tsy pmitsipozipozy lava eo Magro!!

    2) ny étudiants ireny MATY ANY MAJUNGA
    ankizy nilahatra , tsy nitana basy

    3) tsy nisy gaz lacrimzenyn intsony hono !!!!
    dia HEKENA NY FAMONONA ANKIZY « A BALLES REELLES ! »???

    Marikoriko izany basyvava lava izany é…….TSY ANKETSIKA ?????

    finohana efa tapitra ….

    ANY MAJUNGA NO TOKONY MISY MEETING !

    APPRENEZ A ETRE AVEC LE PEUPLE ,

    MAIS TOUT LE PEUPLE

    il n’y a pas que les Hauts Plateaux , si Mzagro tenace soit il depuis 5 ans …….

    reraka wa wa

  11. Ny dikan’ny hoe « sokafako ny vavahady » dia : raha omby ny ao anaty vala dia avy le mpiandry mamaha ny vavahady de mibosesika mivoaka ny omby ka rehefa tafavoaka ny omby dia avy ato aoriana izy mijapy sy manoro ny lalana aleha!
    de otran’ny mahazatra e!! iza no votifitra refa manimba zavatra ny omby!!!

  12. MAHONENA ILAY TOE-TSAINA!!!VERY SEZA ANGAHA????
    LASAN-DRADOKO NGAH ILAY SEZA EEEEE?????MILA RÀ FA IZAY INDRAY NÖ HIRAKA???
    DINIO TSARA DOKOTERA FA MILA SORONA NY SATANA AN!!!!ARY MISY VOAVIDY LAFO ATO
    HANDRISIKA IO, HIALOAVANAREO SY NENY HITARIKA HO HATAO OHATRA IREO MPIANATRA
    TANY MAHAJANGA.
    MILA SORONA NY SAATANA!!!!MAILO!MAILO!!!dia avy eo hanjavona ho azy dia hipetraka mora2 ny
    FOZA FA NAHARESY.
    IRENY MITIFITRA IRENY ANIE OLONA VOAKARAMA MANOKANA MIHINTSY e!!!ireo MPANJANAKA
    KARANA SY FRANTSAY MIVANTANA MIHINTSY AZA NÖ MANAO IRENY mba hitsinjovany ny TOMBOTSOANY.

  13. Ny ZANA-BARATRA TAO @ ANKOLAFY RAVALO NÖ NAMPIHITSOKA NY TOLONA
    FA TSY NY MAGRO, aza mody mifanilika fa hainareo tsara ny nataonareo Ary efa vita PILANINA TSARA
    DAHOLO NY FAMAHANAN-DALITRA SY FAMPIESONANA MANARA-PENITRA.

  14. MAHONENA ILAY TOE-TSAINA!!!VERY SEZA ANGAHA????
    LASAN-DRADOKO NGAH ILAY SEZA EEEEE?????MILA RÀ FA IZAY INDRAY NÖ HIRAKA???
    DINIO TSARA DOKOTERA FA MILA SORONA NY SATANA AN!!!!ARY MISY VOAVIDY LAFO ATO
    HANDRISIKA IO, HIALOAVANAREO SY NENY HITARIKA HO HATAO OHATRA IREO MPIANATRA
    TANY MAHAJANGA.
    MILA SORONA NY SAATANA!!!!MAILO!MAILO!!!dia avy eo hanjavona ho azy dia hipetraka mora2 ny
    FOZA FA NAHARESY.
    IRENY MITIFITRA IRENY ANIE OLONA VOAKARAMA MANOKANA MIHINTSY e!!!ireo MPANJANAKA
    KARANA SY FRANTSAY MIVANTANA MIHINTSY AZA NÖ MANAO IRENY mba hitsinjovany ny TOMBOTSOANY.
    AZA ESORINA NY TSIKERAKO E!!!EFA FOZA VE NY ATO ANGAHA????

  15. MAHONENA ILAY TOE-TSAINA!!!VERY SEZA ANGAHA????
    LASAN-DRADOKO NGAH ILAY SEZA EEEEE?????MILA RÀ FA IZAY INDRAY NÖ HIRAKA???
    DINIO TSARA DOKOTERA FA MILA SORONA NY SATANA AN!!!!ARY MISY VOAVIDY LAFO ATO
    HANDRISIKA IO, HIALOAVANAREO SY NENY HITARIKA HO HATAO OHATRA IREO MPIANATRA
    TANY MAHAJANGA.
    MILA SORONA NY SAATANA!!!!MAILO!MAILO!!!dia avy eo hanjavona ho azy dia hipetraka mora2 ny
    FOZA FA NAHARESY.
    IRENY MITIFITRA IRENY ANIE OLONA VOAKARAMA MANOKANA MIHINTSY e!!!ireo MPANJANAKA
    KARANA SY FRANTSAY MIVANTANA MIHINTSY AZA NÖ MANAO IRENY mba hitsinjovany ny TOMBOTSOANY.
    AZA ESORINA NY TSIKERAKO E!!!EFA FOZA VE NY ATO ANGAHA????
    ZA IHANY NÖ TSY TIANA FA TSY MANINONA!!ZA MOA TSY DIA MAHAY MISOLELAKA .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *