EFA AKAIKY NY FAHATONGAVAN’I DADA, NY FOMBAFOMBA SISA NO ANDRASANA

RAVELONANOSY MAMY TIANA

RAVELONANOSY MAMY TIANAZavatra telo lehibe hoy Raguy solontenan’ny gadra politika tenyamin’ny Magro Behoririka androany no imatimatesantsika teto tao anatin’ny dimy taona dia ny famoahana ny gadra politia, ny fanokafana ny radio nakatona, ny famerenana ny sesi-tany politika. Ny iangaviana antsika hoy izy dia mandinika tsara rehefa maheno vaovao sao sanatria ny fihetsika kely no tsy hahatanteraka ireo. Misaotra ny Amerikana fa tsy mila olona niaraka tamin’ny mpanongam-panjakana izy ireo.

Tsianihy dia nilaza fa manomboka miditra amin’ny pejy vaovao isika. Mifanohitra amin’ny zavanitranga niainantsika tamin’ny dimy taona izao. Tsy mety aminay hoy izy ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana hoy ny sasany  kanefa amin’ity herinandro ity dia mety aminay AV7.Fanontaniana no napetrany hoe : fa maninona no tsy navela hody tamin’ny andron-dRajoelina? Ny fotoana nialan’ny filoha Ravalomanana teo hoy izy no nampisy ny korontana fa tsy ny fiverenany eto. Efa akaiky ny fahatongavan’I dada , ary izy irery ihany no manambara  izany. Raha ny eritreritry Rajoelina dia hanohy dimy taona ny tetezamita  ary ny radiony aza milaza fa tsy izy io fitondrana io. Ny fombafomba sisa hoy Tsianihy no andrasana amin’ny fahatongavan’I dada izay ary hankalazaintsika ny dimy taona niaretana teto. Ny làlana akaiky hizorana hoy izy dia ny fahatongavany.

Ny pasitera Mamy Tiana dia nanambara fa ny tenako dia tsy mieritreritra ny hiteny ilay olona efa niala tamin’ny tetezamita satria ny bosi de rose, ny vy , volamena nangalariny dia nampitondra faisana ny vahoaka. Dimy taona hoy izy no niaretana teto , mbola lavitra ny fifampirarahana iraisampirenena. Ny filoha Ravalomanana hoy izy telo aona vao nahatafaverina ny fifandraisana iraisampirenena nefa izy mahay izany. Izay no iantsoana antsika rehetra mpitarika, fa raha tsy ny filoha Ravalomanana tsy mahavita izany.

Momba ny satan’ny mpanohitra dia nambarany fa ry zareo no nanao io lalàna io, nefa izao indray dia mandeha ny resaka fa ovaina. Tsotra ny antony hoy Mamy Tiana ny solombavambahoaka mpanohitra no mifidy ny filohan’ny mpanohitra. Ny anay dia ny movansa Ravalomanana no mpanohitra eto fa misy mpanohitra sadasada any. Efa ara-dalàna izao hoy izy ka tanteraho ny lalàna, dia ny miverina eto I dada. Raha mbola tsy vita ny andrimampajakana dia mbola ao ny tondrozotra ka ampiharo. Ny antom-pisian’ny Magro Hoy ity olomboantendry ity dia hampody an’I dada. Nisy namana iray hoy izy nilaza taminay hoe maninona no tsy atsangana ilay komity mpitsena an’I dada. Be fanatenana sahady  io ranamana io fa ho avy izy. Ny fanjakana miady  an-trano dia tsy maintsy rava satria ny devoly no rain’ny lainga sy mpandrava laka.

70 pensées sur “EFA AKAIKY NY FAHATONGAVAN’I DADA, NY FOMBAFOMBA SISA NO ANDRASANA”

  1. Mba tandremo izay teny havoaka sao indray hampikatso na hanatara ny fifampirarahana izay efa ho tanterahina .Tsy izay ho lehibe ny mpanohitra ny mahamaika ny vahoaka izao fa ny fiverenan’ireo sesi-tany ny famohahana ireo gadra politika ary ny fisokafan’ireo aina @ jery rehetra nakatona efa ho dimy taona izao tsy nisy vokany ka ra tena mitaky ny fiverenan’ny filoha marina ianareo dia mba aleo izay tena havita izany no handray an-tanana ny fanantaterahina izany ary efa miatomboka izany izao.

  2. Efa fantatra fa tsy aharitra ela io fitondrana NOVIDINA t@ volam-bahoaka io .
    Amiko aloha tsy misy mahamaika raha izao toe-draharaha izao ny fodian’i dada,
    aoka hazava fa nanaiky ny AV7 izay fitaovan’i joely kely FA nametraka izy hoe: » HO TSARAINA »
    midika izany fa ho samborina i dada,MBA HIALANA@’ilay TAHOTRA NOHO NY FANGALARANA
    NY FANANANY,koa aza dia mampiesona oah fa mandreraka ry zareo a!!
    Ny an’i Voninahittsy moa dia napetrany tsara fa : » tsy hanagadra azy eo indray an « ( ny dikany )hihihi
    Tokony aleo aloha hilamina ny eto mba tsy hisian’ny fanararaotana mba HANAMBORANA an’i dada.

  3. fa ny Amerikanina ve manaiky sa tsia e!!toa misy milaza fa efa nanaiky dia
    izao indray hoe: tsy manaiky ???inona no tena marina???izay mihintsy mantsy
    no tokony ho izy ary ny tena marina fa mpanongam-panjakana rajao.

  4. Ranavalona

    les Américains ont donné une réponse normande :
    * du lard et du cochon,
    * ptêt ben qu’oui, ptêt ben qu’non !

    Ils ont surtout RECOMMANDE que Boloky 1° mette tout en oeuvre pour installer une DEMOCRATIE

    MYSTIFICATION DIPLOMATIQUE :

    1) ils ne veulent pas vraiment froisser leur allié : la France

    2) ils avouent de manière seulement teintée que ce gouvernement n’a pas été élu selon les canons de la démocratie

    Entre caïmans on ne s’attaque pas de front ! Ils ont un DEAL …

    Idem lorsque les Américains exercent leur pression capitaliste en Amérique du sud :
    ex l’affaire Pinochet : la France de Mitterand le socialiste n’a pas été violent en humanisme !

    Les socialistes nous envoie Benguigui , Dalida bis , pour faire joli !
    Les socialistes portent haut la françafrique , tout comme Sarkozy

    Moralité :

    AIDE TOI LE CIEL T’AIDERA !!!!!!!!!!

  5. Deraina le fihetsik manohitr ara demokratika. Aleo mijanonan ho mpanohitra hatrany fa kosa mpanohitra manarina ity firenen ity. Jereo aty Etats-Unis fa miara miasa ao @ congresy ny democrate sy ny replublicain. Aleo mba anana fomba fijery vao2 isika e. Ts mety ny miady mifandrafy fa aleo mpanohitr manarina. Tokon ianareo mpitarika no ampianatra ny vahoak sy hanazav ny lalam-kombana.
    Za miteny foan oe isaky 5 taona d mis foan ny fifdianan ka aleo ts mamita-bahoak. Ary atao mari-pototra ny antoko na ny mouvance mba handray anjar foan @ fifdianan izay hisy.

  6. resaka dada fona no manahirana ni sasany eto. de gaga elah. mba fantatrareo reo mo fa 650 000 000 (millions)euros ni fananana voahangony ra8 hatramin’i 2008, nefany ny 80% ny gasy t@zany mahantra.
    tiko groupe – shoprite – carlton – colbert – grand hotel diego sy ny maro hafa tsy votanisa dia anazi daholo. refa tsy mety miaraka aminy de simbaini ni orinasanao, sahala ni nahazo anai t@zani.
    aleo izi tsy modi ati tsoni fa efa nahazo be.

  7. Tsy azoko mitsy enao RANAVALONA tsy mba andray andraikitra mihintsy zany enao io,efa voatsipaka ambavafoha dia mbola ho lavina rovina indray ny fahatongavan’i dada??
    Aleo izy ho avy na rampitso dia rampitso ary ny comité de securite no tokony amboarina hoaiza @ BE SY NY MARO EO IO,milaza enao eo fa tsy aharitra io fitondrana io satria nahoana???azavao.Eo ary ny zo-tsika naolana aiza ho aiza tsika zao???Ny prezida nandrandraina tokony iaro ny safidim-bahoaka aza nahazo rembourssement t@ propagande dia nangina.Ny zava-niseo tany Mali mihintsy no tonga teto dago.
    Zay kanosa hoa tokony tsy ho be resaka eto fa manorisory ny ataon’iretsy milaza azy nahazo fahefana aza mandreraka

  8. Ny renin’ialahy koa angaha ry masahy andevon-dRa8 koa, ilay nataony mpanasa gabine ?

    Itony miteniteny foana itony no tena mendrika ompa manarapenitra !

    Tssssssssss !!!!

  9. wawawa, blabala, de mivovo fona eto , mangina daholo lisany wa, any France no hain’lisany fa tsy aty Mada, ts ita mihits ze apoaka fa isan’andro de tatasika tsis farany, masosotr tsssssssssss, EFA WE MBA MANOVA ZE VITA RA TENA HENJANA FA TS EO NO MITATATA OTRAN’NY adala reraka eo, 5 taona ve ef teo fona de mbol fahanan’la lainga iany reo vavy sy lahy antitra reo, mba menatra sy misaina lesy e

  10. masahy
    zao ary dada tsy eto tsy hitakory ze mba vitan-là koa,firy zao ny orinasa mba natsangan-là hatr@ zay tsy nahateo azy izay?
    Aleonay foana letsy dada a na lazainlaisany ti-tena ary,sady eto ihany no manorina ho an’ny tsy an’asa.Mba manorena raha mahavita f’aza manao ory havamanana

  11. Olona mitapy ireny ê ! Avelao any fa hilaza koa izy avy eo fa Viva, Savonnerie tropicale, Quincaillerie 2000… sns, dia an’i Ravalomanana koa !

    Ny fanontaniana mipetraka izao, dia ny hoe : Inona no nahamaika an’i Roland Ravatomanga hiaraka amin’ilay fery vao any Afrika kanefa ny raharaha eto an-toerana mbola tsy milamina ?

    Sa efa vita planina daholo ny zava-drehetra, ka sahy miteny any amin’ny télé mihintsy ny sasany hoe TSY HANAO PAOLITIKA INTSONY NY FILOHA RAVALOMANANA ?

    Tsy mbola niteny NA NANORATRA AN-TARATASY an’izany ny Filoha Ravalomanana atramin’izao !

    MBOLA VONONA HANAMPY SY HANARINA NY FIRENEKO AHO HOY IZY !!

    NY MAMPALAHELO DIA TOA OLONA AVY AO AMIN’NY MOVANSA INDRAY NO BE FANDAMINA ZAVATRA TSY MIADY !

    NY RINDRINA MANAN-TSOFINA, ARY MPAMOSAVY MANDEHA ALINA MBOLA MISY MAHITA !

  12. ny fahafantarako ny antony nandeanan’ny ing Rolland R.niaraka @ ing Hery any indray dia fandaminana tsimaintsy atao @fampodiana an’i dada karazana accord io zany mety hoe:remboursena ny fanamboarana ny TIKO & MAGRO contre partinzay tsy mahazo manao politika na miresaka na mamory olona resaka politika fa avy dia foazina ny fanenjehan’azy sns

  13. RANDRIANIAINA :
    efa nahatsangana 2 alo zao tsika hatreto a.
    ra mbola teo alo ni dadan’ise marina de mety tafiakatra 1 milliard d’euro ny fananany ari ni 85% ni gasi mahantra, soa iani fa voahongana.
    KintanaMananDrambo :
    anotanio GUY RIVO si ny namany oe inona avy no harena nangonon’i ravalou filou rery teto hatrizay. ani @ Maitre hanitra any ny liste ra mila mijery ianao de ny valeur any en ariary si euro. actionnaire majoritaire @ le orinasa nolazaiko eo amboni reo izi ri se.
    >> 900 000 000 000 (neuf cent milliard) no hetra ananan’i fanjakana @ GROUPE TIKO. eti ambohida zala ra misi te hijeri ni registre d’impôt an’i groupe tiko.
    >> ra misy kosa alo ny nahay nangalatra teto @ fomba manarapenitra de i dadatsika e, euhh dadanareo kai mo. mdr

  14. masahy

    on se fout éperdûment de la fortune de R8 :
    ==> il était déjà milliardaire avant d’arriver au pouvoir
    ==> il avait été intelligemment inspiré en demandant un prêt à la BANQUE MONDIALE
    ==> IL NE DOIT RIEN A PERSONNE : RIEN !

    Qu’il se soit enrichi ? où est le problème ?

    Mettons alors au pilori aussi Fraise ou Barday et autres industriels qui bénéficient des largesses de l’Etat à coup de subventions ou de DETAXES A L’IMPORTATION ???

    La recette douanière est la première recette fiscale d’un pays sous développée sans production juteuse à exporter.

    On aurait interdit à Kennedy de se faire élire parce qu’il était riche ???son papa était banquier .

    Tes arguments à la gomme n’ont pas laur place ici==> va sur votre MADAGATE POURRI ET NUL !

    EN REVANCHE :

    l’ENRICHISSEMENT SANS CAUSE PENDANT CE CINQ ANNEES SOMBRES :

    ==> là , oui , il y a matière à fouiller la merde

  15. masahy-sahy
    otrany very jery kely ing zany a,ary fantatra araka io tatitra nataon’ing io fa nianahantra isika
    satria t@ zany hoy ing 85% @ zao ne ka efa ho 95% malagasy e,dia fantatro ny orin’asan-drangahy fa BOIS DE ROSE mpanao yahourt

  16. RANDRIANIAINA
    aiza ri se no mba misy izani bois de rose zani fa mba te anana ko zahai.
    na t@ andron’i ravalo na HAT de tsy mba nahita anizani bizna zani e, fa mitsiriritra ni sasani fotsini.
    mba anotanio keli angie ni traducteur an’i Ravalo en chinois si anglais zai fa izi no nivarotra ni bois de rose an’i ravalo 32 contenaire tani chine t@ 2007 si 2008. zai ko mo tani chine rahateo t@zani fa de mitazapotsini.
    fa mba nomen’i ravalo 1 contenera kosa alo le traducteur e.
    ani tamatave ani misi atelier anio rangahi io de eni ivato eni no misi magasin.
    izi mo nitsoka nakani frantsa vao nihongana ravalo.

  17. ary mba aiza hoa i RANAVALONA e?tena tsy mba naita ny dia-ntananao za maly sy androany a misy olona tena milanao ato ty masahy-sahy ty mpametaka chifre fahatanitany mitovy be @ Bea eee sady mitady ampiady antsika @ maitre Hanitra ndray ko en plus.AIZA ENAO E ????

  18. masahy

    ahoka MAHASAKY MARINA

    tondrona daholo ireto velona taminy bois de rose na iza na iza !!!!!!!!!!!!

    TIANAO VE ?

    SAHYNAO VE ?
    ==> hoatra : manenjika ny rain’i Rajoelina chargé d’affaires any Chine ?
    Anao inona raha tsy BIZNA BOIS DE ROSE ???

    Aiza ré ity « apaisement » i hery ééééé?

    NDEHA MAKARIVOTRA fa sao dia sempotra ho azy eo

  19. masahy,
    Ok, on reconnaît bien ton intelligence.
    Pour ne pas dire que tu dis des conneries, sors tes preuves. Sinon, ce n’est que du blabla.
    Si tu n’écris pas bien le Malgache, fais le en français. Mais ne défigure pas cette langue comme ce que tu fais. Aies au moins cette décence.

  20. Fa Masahy ty ve tsy mahita olona enjeina hafa-tsy dada-nay e??Fa mitapina ve ny masonareo tsy maita reto olona niaraka t@ ing Andry na civil na miaramila nanakarena tampoka noho ny bois de rose e.ary efa mankaren-tsofina mihintsy fa t@ androny PRM RAVALOMANANA mba naheno izany ve ianao,tsy aiko zay fahamarinan’ny anao fa ny fantatro zao dia nanabotry firenena:Andry Rajoelina,Hery,Ratsirahonana,Moustafa,Monjaroindefo,Camille Vital,Mamy Ravatomanga,Richard Ravalomanana…

  21. si l’on fait un HIT PARADE DE MISE AU PILORI

    je propose :

    * numéro RATSIRAKA qui a en charge 25 ans de POUVOUR PERSONNEL POUR METTRE LA PAYS EN COUPE REGLEE dans l’intérêt de sa famille (SOPHIE en tête) et des ses potes (FAMILLE RAZANAMASY en tête)
    Ratsiraka responsable de prédation envers la patrie : traitre et prévaricateur en passant par une guerre civile fomentée et exécutée !!!!!!!!!!!

    * numéro RATSIRAHONANA EXPERET TRAITRE A SA PATRIE

    * Rajoelina putschiste à pendre à un croc de boucher

    la liste et longue Sarla Be, Koutity etc…

    viennent après le menu fretin..oman-miadana !

  22. Henatra lehibe ho an’ny firenena ary fahafahambaraka goavana malaza be erantany ny hala-tahaka (fraude) kabary nataon’i Hery Rajaonarimapianina. Aiza ve dia kabarin’ny filohampirenena hafa no ovainao fotsiny hoe Madagascar izay MISY France???. Fa aiza ilay CV nampideraina …expert comptable..DEA économie..intellect ..ets..no mangala-tahaka ny kabarin’i Nicola SARKOZY???

    Tena loza mahatsiravina mitatao ho an’ny firenena malagasy izay ahitana taratra fa hay na tany ampianarana aza io Hery io dia mety ho mpangalatahaka. Na dia filohampirenena aza dia mbola mangala-tahaka ihany. Maninona raha nanao cours de français tao @ alliance française Andavamamba raha nihevitra mialoha fa hanao président de la république?

    Modely ratsy sy maharikoriko ho an’ny mpianatra primaire, sécondaire sy ny ankizy rehetra ny hoe mpangala-tahaka ihany koa ny filohampirenenay fa tsy vitan’ny hoe mpangala-bato ihany koa. Dia ahoana hoy ny ankizy madinika mahakasika iny fraude n’i Hery iny?

    Raha tsorina ny resaka dia vao mainka isika miditra lalina ao anaty crise e!. Indicateur de crise ireny hoe filohapirenena manao triche na devoir ireny . Halatra sy fraude no iainana eto @ firenena ity. Ny fraude t@ vola nanaovan’i Hery propagande tsy lazaina intsony.

    Dia arahabaina isika malagasy fa nahazo filoha vaovao mpi fraude…mpi triche..mpangalatra…mpandainga ..mpangala-bato.

    Aleko lavitra ny filoha Ravalomanana na votsavotsa aza @ fitenana teny frantsay , tsy mi fraude, tsy mi triche kabarimbazaha.

  23. Ravalomanana dia VAOFIDY MAZAVA MANGARANGARANA !!!!!!!!!!

    Tsy nila nangalam-bato

    Ny fitenenana frantsay ve : haoka aho mary matsikaiky !!

    Ny prezidan ny firenena be vola MANAJANA NY TENINDRAZANY !

    ny arabo, ny sinoa , ny breziliana , ny indiana maka « interprète » ,
    manan-kolazaina mantsy ry zareo !
    fa tsy vitany manao bolokin’ i sarkozy (izay homehezany sasany : Louis de Funes hoy Angela Merkel )

  24. je cite d’abord Razanamasy parceque c’est l’ami intime de la famille ,
    ami (de belote à Tamatave) de très longue date d’Etienne Ratsiraka

    Liaison plus que politique.

    Rentrant de France Razanamasy n’avait même pas de quoi s’acheter des chaises de salle à manger !je ne détaillerais pas plus ………

    La famille Ratsiraka avait été son père noël….

  25. zay ne maha hafa ny dada Ra8 ee
    tsy blem io na le pont na la pont nga io fiteni-tsika ary tsika no manatsaro-javatra fa raha izaho manokana tsy mila ny la france zany hoay le france kay moooeee

  26. Randrianbiaina

    STP il ne faut pas compliquer les choses à Ravalomanana : CEUX D’EN FACE N’ATTENDENT QUE CELA !

    RESTONS ZEN :

    ==> IL NE FAUT SURTOUT PAS DONNER L’IMPRESSION DE TROUBLER L’ORDRE PUBLIC !!!!!!!!!!!!

    et respectons strictement les insctructions de Ravalomanana :

    ==>RENTRER APRES CINQ ANNEES D’EXIL : IL A LE DROIT D’EN JOUIR A TITRE PERSONNEL ET DANS LA SERENITE avec sa famille en priorité

    Une fois rentré , rien ni personne ne pourra l’empêcher de ve nir CHEZ LUI : MAGRO !

    Tandremo entim-po !

    Donne du temps au temps : rien ne change en nous tous !

  27. Gaga indray hoy i Talata : FA MANINONA NO TSY AZO TSENAINA ? Manakorontana an’iza ny efa mialamina ve ? F’angaha efa misy milamina Hono ?
    Mba avelao ny vahoaka ho libre rey olona a ! Maneho ny heviny anie ny olona e !
    Manao izy, tenenina hoe Mnagina,Tsy mano izay lazaina fa matory !
    Toy ny zazakely foana marina an !

  28. Ravalomanana no toponandraikitra momba azy….

    tsy fantatrareo izy raha mila rodobe na tsia

    Akotr’izany TSY MBOLA MILAMINA IZANY NY TANANA !!!!!!!!!!!!!

    NY FONTSIKA DIA MBOLA MIDOBOKA TAMINY ITY ELECTION SANDOKA hiarahana fantatra !!!!!!!!!!

    Raha manao toram-po lahotra ianareo dia ANDIHIZANY FOZA FONTSINY,

    PRETEXTE : TROUBLE A L’ORDRE PUBLIC !!!!!

    Efa betsaka ny adisom-paika ka ajanony ny mamporisioka

    ALEO KALOHA ODY SAO AMANTSARA I RAVALOMANANA

    Tsy dondrona akory izy , fantany tsara ny tokony toherany eto antanindrzazana !

    Aza atao hoe matoriandro i Ravalomanana !

    HATOKISO NY BAIKONY MOMBA NY FIVERENANY !

    « Prudence est mère de toutes vertus » disent les vozongo …….
    Ne donnons pas l’occasion à fozaland de nous molester pour rien.

    L’essentiel est que notre leader rentre EN SECURITE !

  29. GBD
    rajoelina milliardaire ko tonga teo @ pouvoir. tanisaitsika eto ni fananani ve t@ 2009.? huhuhu
    neni ravalo tena fangalarana tsotra zao @fomba mihaja. efa niara-niasa t@ tiko zai mato sa milaza fa tsy mitatara valamati fotsini akorini.
    tsy nando hetra pendant 7ans de ataovi ni kaji. aleo tsy mitanisa tsoni sao de misi marari fou fou eo. mdr

    fantatray avoko ni HAT nibizna tany chine satry kiaja filalaovanai @bizna zani toerana zani. misy ko ni zanaki dada iringirini itanai maso si azonai sari zai aleo tsy lazaina eto sao de misi torana si marari fou fou eo.

    Alidera A.R.
    za alo tsy intéllo be otranise. otranizao ni fomba firesaka eto dago de sami manana ze tini io. tsy maita ambara i se de modi atao oe blabla ni lazaiko ve. de gaga i se.

    RANDRIANIAINA
    za alo tsy ty FAT si HAT, ireo mpikambana no tiko lazaina eto fa tsy lai mpitondra zai voafatotra akorini. mba mitovi evitra tsika t@ ini. fa za ko tsy ty ravalo tsotra zao.

    Malagasy misaina
    hono oa, inona o tinao manao copie/collé otrani heri sa le nanao auto-président zai nataoni amerika parodie ao @le dessin animé Madagascar
    dia zani olona manana doctorat ani canada zani ri se tsy possible mangala tahaka. nga otranao io t@ nianatra izi iti. mdr

  30. masahy
    raha ny firesakao tsy possible mitsyee,sady afangaronao ny vitsika sy ny petrol,enao io ve ny firesakao zao ve mba manana porofo kely tsy efa naparitakao teto

  31. RANDRIANIAINA
    aleo atao oe zay fa tsy manin ka. misy fotonany ny zava-drehetra.
    mba anotanio kely ny fananan’ireo mpitarika ao @ Magro sy mpitarika reo de aleo enao iany no hitsara anazy. tena ataovy fa aza menatra sy tsy masahi. rai @ireo fotsini a. de itanao tsara izi @zai.

  32. masahy,
    pkoi ti ne sors pas de preuves? c tt simple. Et ce sera tout a ton honneur au lieu de faire le con sauf si toi aussi t’as qlq choses à cacher.

  33. Alidera A.R.
    hahaha tiko mintsiny le valiteny manarapenitra otranizai.
    aleo atao oe resabe daholo reo ambarako reo e. aleo nareo iany no anaporofo anazi kou.
    nenai mbola ho avi ni famoahana anazi fa aza maika.
    de za ndrai hono no CON. misaotra e. fa hono oa, nga mo tsy CST si miara-mihinana t@ HAT reo mitsangana eo @magro @zao reo. de iza zani no tena CON. de gaga elahh. huhuhu

  34. Tsy azo tsenaina satria mahamenatra rahatoa ka vahoakan’Antaninarivo na maneranan’ny nosy no tonga mitsena !
    Tadidio fa ny avy ao amin’ny movansa ny 3/4-n’ireo tonga nitsena an’ideba TAMIN’NY 2011 ! Avy eo i lery indray no nitsaoka irery tany, dia avy eo ny sasany no be lazao hoe « tsy nipetraka 6 volana any ka tsy nahafeno ny fe-petra » !

    TIKO !
    Resaka be, fa nodorana daholo sy norobaina na atramin’ny Min-‘ ny Finances aza ( janv 2009 sy 7 février 2009 ), satria natao izay tsy ahafahan-dry zareo manome porofo !

    Shoprite ê, carlton ê, colbert ê, dia an’dRavalomanana daholo !! Dia inona koa ?
    Fa inon-dRavalomanana ilay ao amin’ny CA-n’ny Air Mad, ilay miara-misaosy tamin’ilay fery vao tao ?

  35. KintanaMananDrambo
    ô ri kintana, nareo angie manandrambo e, zani ve de tsy ho vitanareo ni manamarina na manadiso anizani. mbola averiko ndrai fa anazi re o :Shoprite, carlton, colbert dia tsy adino ko Grand Hotel Diego.
    tsotra keli ri se no anamarinana anizani. mangataha audience ani @rai aminireo de anotanio oe iza kai no manana part d’action betsaka ndrindra. zai fotsini dia mazava.
    halala, toni kitana toni oa tena tsy mahai manidina mintsini. de gaga elah. huhuhuhu

  36. D gaga aho ry masahy,enao milaza manana porofo io zao avoahiiy f’aza zay rebirebena hitady porofo indray,ary resaka ACTIONAIRE zany inona moa ny blém @zany ianao anie tsy mahavitaeee fa ORY HAVA-MANANA fotsiny,za zao a tena falibe za raha mahavita manangana ianao io mba hiasan’ireo tanora ireo fa tsy mitangorona ao @ SOMERMAD fotsiny ao,dia ing Andry tsy milliardaire izany raha tsy avy nanongana an’i dada dia mba anontaniko zao ianao io ohatrinona ny karama nomen’ny frantsay azy t@zany???

  37. Ny dimbaka avy ao Avaradoha sy ny fianakavian-dry zalahy rehetra izao lasa miliônera na miliaridera, satria ny fanjakàna foza irery ihany teto an-tany, no nahavita nampihindram-bola « orin’asa vao natsangana », ka 0% ny taux d’intérêt !

    Ny rehetra rehefa tsy akama dia tsy mahazo na kely aza !

    Ny fanjakàna amin’io milaza fa tsy manam-bola, ary jereo fotsiny ireto fako mbola miavosa isaky ny kartie !

  38. Famitahana manara-penitra !

    TSY HISAORANA IANAREO MPITARIKA FA TONTOSA ANTSAKANY SY ANDAVANY NY TOLONA IZAY NATAO Ê !

    AZA MANODY ANAREO ANEFA NY NANJOA AN’IREO FIANAKAVIANA NAMOY NY HAVANY, NIARAN’NY SATRASETRA, NOTAFIAN’NY DAHALO SY NY SISA !!

    TENA MAHAY IANAREO, ARY HITA FA TENA TIA TANINDRAZANA SY VAHOAKA MALAGASY !!

    Tsy asiana fisaorana manokana koa, ilay olona be fangatahana tany amin’ny menasofina, niteny hoe « Izaho tohanana fa mendrika sady sy tsy manohana an’iza na iza » !

    Mbola ho avy ilay fotoana ! Nahazo voninahitra daholo ny jiolahy rehetra !

    http://www.tananews.com/asides/communique-sommet-extraordinaire-de-la-sadc-addis-abeba-en/

  39. RANDRIANIAINA
    ô ri se a, fa i se ve eto mada sa taiza e. VIVA+DOMAPUB+INJET+VITOGAZZZZ
    anotanio dadanreo oe otrin ni patrimoine ani Rajoelina t@ 2008. de gaga tsika.
    ni rapport comptble anai alo dia milaza fa millions d’euros maromaro izay tsy tononina no chiffre d’affaire ani Rajoelina t@ 2007 si 2008.
    ty randrianiaina ti tena tsy mahai inin mintsini. mba manana données vao milalala oa.
    de gaga zanak’i dadakoto. mdr le huhuhhu

  40. KintanaMananDrambo
    tsy nisi nandoro zani ri se ni finance, otrani efa 6 taona nanao consulting tao iani ni tenanai fa de tsy nisi mai alo hatreto.

    RANDRIANIAINA
    fanampini ho ani se manokana : ravalomanana t@ 2004 à 2006 nanao contrat de PUB tao @ injet zai mitentina millions maromaro. aona se @ zani.
    refa mande eni andala i se io ka maita panneau PUB reni dia ataovi atsaina oe 80% anireni manerana ani madagascar dia ani Injet si domapub avokoa. dia ataovi ni kaji oe 700mille ariari par mois ni ofani le keli ari 1million500mil par mois le lavabe reni. fanampini, iza no tsy efa nampiasa vitogaz. ataovi ni kaji oe milliardaire izi zani sa tsia. ni télé viva si ni boite de pub afa izai anazi bola zavatra afa.
    de lazao ko oe mandainga za. ao @ GEM zani rehetra zani azo verifiena tsara, immeuble de verre ampefiloha ra tsy mahita lalana. mdr.
    mila atoro fona ko reto zanaki dada reto fa tena tsy maharaka inin eto @tanana mintsini.

  41. Masahy

    tu n’es qu’un vulgaire lanceur d’anathèmes , du genre « catalogue de La REDOUTE » à la façon de Ramanbazafy…journaleux à la petite semaine …

    Va te faire voir chez madagate pour sortir tes litanies gratuites

    Tu n’as rien d’un journal économique crédible (resaka boloky d’Andravohangy ou de Besarety abonné aux RUMEURS )

    Tu as plaisir à ergoter , à éructer : ce n’est ni un discours économique ni politique ni rien du tout :

    ===> prends ton madagate comme nonosse et va dans ta niche !

  42. Masahy

    tu n’es qu’un vulgaire lanceur d’anathèmes , du genre « catalogue de La REDOUTE » à la façon de Ramanbazafy…journaleux à la petite semaine …

    Va te faire voir chez madagate pour sortir tes litanies gratuites

    Tu n’as rien d’un journal économique crédible (resaka boloky d’Andravohangy ou de Besarety abonné aux RUMEURS )

    Tu as plaisir à ergoter , à éructer : ce n’est ni un discours économique ni politique ni rien du tout :

    ===> prends ton madagate comme nonosse , cela t’occupera !

  43. GDB
    hasehoy ho hita raha mahay lavitra noho i Ramambazafy enao io.
    i se io no tsy manana haroso ka miteniteny fona sy marary fo eo.
    i ravalouu fantatro tsara sahala @ paosiko anakiroa fa ni ani se kosa taratra avi tety ivelany fotsini. MBA FANTATY SE VE FA EFA NIGADRA TENY ATANIMORA I RAVALOUU NOHO NY NANGALARANY NY FANANANA TAO @ ORINASA LALASOA TAO AMBATOLAMPY ARY NAORIN’NY MINISTERA NOTARIHAN’I TOMPOKOLAHY RARIVOSON. ANOTANIO NY GARDE PENITENCIER SY NY GARDIEN CHEF AO ATANIMORA DIA HO HATORINI ANI SE NI CELULLE NISI ANI RAVALOMANANA TAO.
    tsy hitan’i ravalo ni nandovana ni trosa vidin’ni siramami t@ tranombarotry ry RAFRA telomirahalahy teo andrefan’ambohijanahary ka nasainy nenjehin’i fitsarana ry zareo ireo no sady nansainy nogiazana ny menaka nafarany nony nazava taminy fa fihaninana @ MENAKA MENDY i RAFRA.

    pas pu obtenir une miette de la société STAR de HENRI FRAISE, votre fameux ravalomanana a fait venir SKOL qu’il a forcé de lui céder 40% des actions.

    tout cela n’est que les prémisses des faits que tout journaliste doit savoir.
    tu en aura encore si tu en veux.
    alors MR GDB est ce que je vais me faire voire ou pas. dis donc, mais toi sais tu tout cela concernant ton cher est bien aimé dada que tu chéri tant.

  44. Ramambazafy n’est qu’un journaleux baveux pour moi

    Et tes élucubrations n’ont pas plus d’importance

    Une personne n’est jamais une fin en soi

    Toutefois M;Ravalomanana est le SEUL personnage crédible de l’opposition pour sortir Madagascar de l’assujetissement françafricain…

    Mais je dois radoter et perdre mon temps avec toi , petite chose qui ne comprend que par tes tripes et non par sa cervelle………petite Denise obsédée de R8 !

  45. GBD
    mieux vaut être un journaleux baveux que de prétendre être un zanak’i dada sans avoir mis les pieds à magro une seul fois et aussi d’être une petite cervelle pour croire à tout ce que l’on dis de bien sur ce chère et tendre qui est votre dada.
    mba tiko misi mandiso ireo lazaiko reo na de rai fotsini azani nareo zanaki dadarakoto be loha reo.

  46. je ne sais pas ce que zanak’i dada signifie…

    je sais une chose : ma certitude de refuser les REPUBLIQUES BANANAERES si chères à ton petit crapaud baveux.

  47. GBD
    mba asivo logique iani ri GBD refa mamakafaka si manome evitra. enao milaza tsy manaiki REPUBLIQUES BANANAERES nefany ekenao @fonao manontolo i RAVALOMANANA zai nanao forcing t@ 2002, ra mba nianatra si mahay mamakafaka ianao de ainao tsara ni fomba nahatonga ani ravalo teo @fitondrana niaraka @ ratsirahonana.
    t@ 2006 tapaka ni jiro, ari zahai tao @ coupole anosi nahita ni zava-misi tsara nafahani filohanareo lani premier tour.
    maninona ra tonga de mitsotra fotsini oe ravalo iani no ilainao fa tsy mila olonkafa fa tsy eo no be resaka si famakafakana eo amboni tamboho eo fotsini. de gaga i se ozi se

  48. tapodi-miverina lava izany ry denizt â ! »factuel » daholo izany !

    tsy azon’dry mihintsy ny resaka atr’izay ……..dimy taona lasa izay !

  49. mIANGAVY AN4I MASAHY ALOHA MBA TSY HANAMBANIMBANY OLONA? FA INDRAINDRAY TSY FANTATRA NY OLONA MIRESAKA NA MIFAMALY RESAKA AMINAO SAO MBA MISY VIDINY LAVITRA KOKOA NOHO IANAO .

    Samy mamoaka hevitra fa tsy ny fanambaniana atao no inona.
    MISY ZAVATRA TSY METY HAZAVA AMIKO KOSA ALOHA.
    Misy milaza faTSY MAINTSY HIDITRA amin’io Gvt io iska zanak’i Dada
    ary misy milaza fa tsy tsara ny miditra collabo, raha ny fahazoako azy .
    Aiza no tokony ho diavina ?

  50. Izaho indray dia mino efa nilaza fa, misy mahamety azy ihany ny fidiran’i Dr Robinson ho PM, na olona avy amin’ny Antoko AVANA.
    Ka raha mety izany, dia halasa fisainana indray ny amin’i Mamy. Aza misy misendaotra, fa izany no hevitro. 😉

  51. +++++> masahy : »t@ 2006 tapaka ni jiro, ari zahai tao @ coupole anosi nahita ni zava-misi tsara nafahani filohanareo lani premier tour.
    maninona ra tonga de mitsotra fotsini oe ravalo iani no ilainao fa tsy mila olonkafa fa tsy eo no be resaka si famakafakana eo amboni tamboho eo fotsini. de gaga i se ozi se »
    Tena marina aloha fa raha ny teny hevitry ny maro dia i Ra8 ihany no tianay ho eo @fitondràna e! Ataontsika hoe nisy hala-bato koa izany t@ 2006 ?
    Na nisy hala-bato aza, TSY MBA NISY VONO-OLONA toy ny nataon’i Rajoelina, ary raha lany i Ra8, dia NIAKATRA NY FARI-PIAINAN’NY VAHOAKA, fa tsy nitotongana toy ny nataon’i Rajoelina. Dimy taon Ra8, niova niakatra be ny Fari-piainanan’ny olona ary samy ampy sakafo, fa nony tonga Rajoelina, dia izao ezahin’i HVM ho averina amin’izany fitondran’i Ra8 izany ny fari-piainana.
    Mba nisy zavtra nataon’i Rajoelina hafa-tsy nanapotika ve tao sy nameno ny paosin’nyvendran isany natao hanampy isa tao amin’ny fItondrana HAT ?.

    Mba mamaky gazety ihany ianao, ka inona no zavatra tsapanao ? TSY MISY HAFATSY CRITIQUE mikasika ny HAT no mameno Gazety, ary izay kabary ataon’i HVM amin’izao fotoana, dia manamarina sy milaza izany…..DAHOLO….. daholo.

    Ny tena mahatsikaiky dia tspa tsara fa TSY MAZOTO MIHITSY HVM hanondro an’i Rajoelina ho PM, nefa olona niara-nisaosy tao ihany.

    Raha tianao, dia maro ny olona tonga saina fa olona tsyhavita na inona na inona Rajelina hafa tsy ny hivarotra ny Tanindrazana, saingy NOVIDIANA TSY ANKIJANONA NY MIARAMILA marivo salosana sy Tia vola, hanenjika izay miseho manohitra azy.Isan’ireny olona ireny HVM, raha ny marina.

    Nahita olona iray ve ianao izay ???
    Aza manao mauvaise foi .

  52. Tsara asiana resaka mihitsy ireto miaramila ireto, fa ireo no BESTAKA FANETRIBE ny FIRENENA.


    Na Ratsiraka en personne aza tsy dia nividy miaramila toa an’i Rajoelina, nefa…..
    INONA INTSONY NO HLANA IZANYMIARAMILA IZANY? Misy dia herintaona fotsiny dia niaktara ho Genaral de Division nefa kolonely kely « voavidy » tery TEO ALOHA.

    Fony nisy sy betsaka ny ady entre ny Firenena samihafa? DIA NILAINA TOOKOA NY MIARAMILA, fa amin’izao fotoana ???
    Iarahan’ny rehetra mahafantatra fa TSY MISY HILANA IZANY INTSONYraha miresaka DAY(guerre). Ny any sisa ilàna azy angaha dia ity Sécurité ity….SISA.
    Raha tsy teo i Rajoelina nahatonga ny mpnagalatra sy mpandroba sy mpamono olona toy izao noho ny olona NIANAHANTRA, dia tsy nisy nilàna ireo intsony, fa ny Zandary sy Paolisy dia efa ampy.

  53. Njara

    dans le cadre d’un GOUVERNEMENT DE COALITION je comprendrais JLR comme PM

    Mais le contexte est complètement vicié :
    1) il y eut mascarade d’élection concoctée par la françafrique
    2) il y eut de surcroit FRAUDES MASSIVES inacceptables démocratiquement

    Voilà pourquoi je pense vraiment INCONGRU de participer à ce gouvernement en tant q’opposant.

    Chacun a son role

    Chacun a SA RESPONSABILITE

    La crise socio-économique étant grave je conçois parfaitement une OPPOSITION CONSTRUCTIVE (obligation citoyenne !) mais cela ne signifie pas « COLLABORER », c’est à dire « se soumettre » .

    ===> j’ai l’impression que c’est encotre une idée fumante lancée par la françafrique pour ELIMINER DEFINITIVEMENT la mouvance Ravalomanana

    ===> tu le comprendras en refaisant le film sarkozyen qui consistait à casser l’opposition en ACHETANT SES TETES !
    Gouvernement socialiste française qui s’inscrit quand même dans la logique impérialiste de la françafrique

    ATTENTION !

  54. Azafady ,ny zandary SY PAOLISY aza EFA TENA DISO TAFAHOATRA. tSOLOTRA SY NAMANAMANA NO BETSAKA ao, any ka ny afera no be mande, fa izany honneur izany, tsy fantany.

  55. GBD
    ô ri se a, fa mba iza oa io denizi io, meti tara @io ko ngambani se io de afangaro @zani ndrai mo zahai fa tsy maninona.
    Njara
    ô ri njara, mba nianatra ve enao io e, iza no niteni anao fa niakatra si ampi sakafo ni vahoaka malagasi t@ andron’i ravalomanana. fa enao ve niaina teto madagasikara zai folo taona lasa zai sa tsy. nanao fotodrafitrasa izi, manaiki za. fa oe ampi sakafo, diso be zani ri se. mitety ani madagasikara ni asanai ari itanai ni fahorini gasi hatrizai. mahantra fona ni gasy h@zai fa tsy masa mitaraina ri se fa vao miteni tonga de eni atanimora. anotanio dadanareo oe marina ve zani sa diso.
    aza adino fa tsy afaka mahazo mitaraina si maneho evitra t@ andron’i ravalomanana di normal ra vao misi tsy mety otrani kabarini heri de be lazao ni gazety, t@ ravalo ve zani de possible, ngambani efa feno mpanao gazety otranizai antanimora.
    remarque keli alo fa tsy maharaka i njara, za tsy ty HAT de tsy ravalomanana h@ tsinaiko mainti. ok chef

  56. GBD
    tsarabe enao refa mimeme ri GBD, tsy manin ra tsipolitra ka, za azani mba tsipolitra fa tsy evitra amboni tamboho otranareo ko, ni olona efa miroso na i Jean Loui favoris nareo zai be oaoaoa azani niova evitra. nareo reri sisa no mbola maheri fo amboni latabatra ko. manatena ani dadatôtô nareo.
    mba ovao @zai ni fijeri de vola tedavina fa zani dada zani fona. halala.

  57. Njara
    ô ri Njara, tsy hoe manambani olona za fa i RAVALO marina oa otrani alikakelinai ato atrano. mdr. tena marina e. mahagaga mintsini

  58. Tsy mahagaga e ! Izaho anie ka classe de 8 sa 9eme no fianarana mba hitako e! Fa fa nahalala aho hoe : te hidina avy eny Anatirova i Domelina dia ni-recruter soldats 1500 sao misy mamono.
    Mba fantatro koa hoe : T@ andron’i Ra8, nisy ihany mpangalatra, fa TSY MBA BETSAKA toy ny t@ adron’i Domelina; Hatramin’ny 2009 aloha dia NITOMBO BE ny Mpangalatra-Mpandroba-Mpamono olona e!
    Mba fantatro koa, fa ny olona recrutés tao @ HAT dia olona vendrana nameno isa no betsaka, ka rehefa nahazo vola dia ny hametaveta vehivavy no natao raharaha.
    Mba fantatro fa…….Aleo mijanona fa miresaka amin’ny manam-pahaizana TSY ANKAFIZIN’I dOMELINA KA mandreraka fotsiny….Nareo manam-pahaizana itony hoy i Domelina no tena mpanakorontana : MARINA NY AZY t@iny.
    Ary i Domelina hono mba alikakelin’iza ? raha ny MBA fahaizako dia alikalelin’ny vazaha iny aloha e! Aleo babakoto tsy mivarotra Tanindrazana toy izay alika mamadika Tanindrazana sy mahafoy ny ain’olona …..MARO….manana hevitra mifanohitra @ heviny.
    Ary toa nahodina ny resaka miaramila aloha e ? izaho kosa aloha tsy hidina grade ka hanao ise olona tsy fantatro e! Aleoko ihany tsy nianatra : classe de 8 na 9eme, izay aho mba tsy manambany olona manan-tsaina be . hi hi hi

  59. Njara
    ari tô manao copie/coller sahady @ le alikakeli. mampime ana mintsini enao zani.
    mba ataovi mafonja le argument fa tsy mety resi lahatra na de keli @ le evitrao za fa miezaka ni manakatra ihani.
    enao iani angie no milaza oe tsy anambani olona nefani vakio angie le DOMELINA sns e. tsy azoko mintsini, zai marina nga le 8eme si 9eme ko. tsara alo refa mba mahatsapa tena.
    le mametaveta vehivavi alo efa fanaon’i mpanao politika, na i filou ravalo nareo ko azani tena manampahaizana @io taranja io. tadidiko tsara i lalao nitaraina tani @ rasendrahasina @ fampirafesani ravalo anazi. de lazao fa mandainga za. anotanio angie rasendrahasina e. rajemison t@ directeur ani TIKO mahai tsara ni tantara. fa sipa tsara tarehi kosa alo no zakani a, sadi le fotsi oditra somari cotier reni.
    ani zai ilai dada alikakelinareo zai. i3

  60. tapody miverina wa ny obssession i masahy/denise/rabe/jean claude etsetra « un seul Zano en mille personnes »

    émissaires à arguments perpétuels sans renouvellement : un seu neurone en dix personnes !!!!!!!!

    tsipolitra coefficient 20…

    lapins crétins à faible batterie…

  61. GBD
    ô ri se a, aza afangaro alo ni olona fa aiko tsara oe iza io mpanao gazety papizano io fa ra ni tenanai manokana dia afa mintsini. efa niara-niasa t@ ratsiraka foini izi ministra ni tenanai. eritrereto zani ho meto ho iza izahai.
    de lasa fouza zani zao ni zanaki dada satry manaiki fouza. mampime mintsini nareo reto.
    miandri ani dada odi eto mada ko ni tenanai ari omena azi ni famotsorakeloka hoan’i fampihavanana malagasy. fa ni 900 milliards fa tsy 700 milliards ozi TNN zai dia tsy maintsi alohan’i TIKO BOYS @ fanjakana satry io no hetra tokoni alohan’i dadatou nareo nandritry ni 2003 h@ 2008.
    misi antoni i dadanareo mato tsy sahi modi fa tsy maintsi mifanaraka @ filoha vaovao na tini na tsi tini.
    ozi nareo zai oe > samia velon’aina tokou

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *