20 pensées sur “FAHAMARINANA HO AMIN’NY FANANTENANA”

  1. Misaotra e ! Midera ny herimponareo mianakavy.
    Saingy izao : mafy loatra ny fahavalontsika : ny CES izao matahotra ny hotafihin’ny milisin’ny FAT ka tsy maintsy hampandresy an’i Hery. France efa mijery ny ho Praiminisitra satria matoky ny herin’ny diplomasiany. Ianao no hasain’ny SADEC handefitra araka ny nolazain’i Pdt Chissano.
    Dia tsy hotafody eto ianao Dada raha tsy manaiky hanao sonia hoe : manaiky fa hofaty ara-pôlitika.
    Ka tereo ireo SADEC ireo hanaja ny Feuille de route sy ny Fitoriana !

  2. Hay va re tsy nisy nanao « combien » i ra-denise !!! hi hi hi

    Lasa mirediredy, ohatran’ilay virijiny naninona moa izy iny … ???

  3. Mankasitraka e!hery lehibe ho an’ny vahoaka Malagasy tokoa izao firariantsoa ataonareo izao. Virijiny adala B ry Ra-8 Ra-8 ihany Ra-8 hatrany a.Voalavo sasatry ny miaina hono ka….. aleo tsy tohizako eee

  4. N’DREEEEEEEEEEEEEEEE………..

    vaodona mafy i kala Denise

    Ce n’est plus de l’amour ,

    c’est de la rage !

  5. Lé nouveau régime de Hery Rajaonarimampianina a déjà tué par balle réelle à Majunga un étudiant à l’univérsité même si la CES n’ a pas encore fait la proclamation de l’élection. Imaginons qu’il sera à la place du président, il va tuer par balle réelle combien de centaines de compatriotes?

    Ho filoha liandrà sy hitifitra @ balle réelle ny malagasy mpiray tanindrazana aminy. Mpianatra ve dia tifirina @ Kalachnicov sady @ izay balle réelle? maninona raha balle à blanc sy gaz lacrimogène no nampiasaina.

    Aza manaiky ry vahoaka malagasy, fa ny Kalachniv sy ny balles réelles natao hiarovana ny vahoaka sy ny fananay fa tsy hamonoana sy hitifirana ankizy mpianatra eny antsekoly.

    Raha mahay mitifitra @ Kalachnikov io fitondrana io , maninona no tsy ny dahalo sy ny mpandroba no tifirina fa tsy ny ankizy any antsekoly?

  6. Mpamono olona ny anadahin-dren lah ry Denise a,iza zao no mpamono olona amzao;sa ef mintsentsina ..y mintsy ny maso nlisany tsy mahita reny any Mahajanga reny.

  7. ils argumentent ne plus avoir de stock de gaz lacrymogène !!!!!!!!!!!

    ALORS ON TUE A BALLES REELLES , comme on écrase une mouche avec une tapette!

    Comment cette ville de Majunga a t elle pu voter pour DES SAUVAGES ET ABRUTIS FINIS COMME CE HERY  » fils de P… ! ».
    je voulais dire fils (virtuel) de Rajoelina

    ETAT DE NON DROIT

    VIOLENCE COMME DU PETIT LAIT , au quotidien

    MEURTRE DE GOUVERNANT CRIMINEL

    On laisse les jeunes crever …
    les parents se planquent ? n’ont rien à dire dans la rue ???

    INCOMPREHENSIBLE SOCIETE MALGACHE………..

    le peuple est il prêt à tendre son cou pour être coupé ?
    ou se prostitue t il si facilement aux arguments démagogiques ?
    ou est il abusé par la CORRUPTION DANS LA MOINDRE CHOSE DE LA VIE ???

    je n’ai plus que des questions

    C’est quoi mon pays ?
    est ce encore un pays avec le respect minimum du VOULOIR VIVRE COLLECTIF ?
    =======> du fait qu’on ne peut même plus penser ni paix , ni SECURITE CIVILE

  8. je ne sais ce que Rakoto veut dire

    mais cette jolie photo me semble inappropriée , tout au ,moins décalée par au DRAME DE MAJUNGA ……..

  9. hitaky ny fahamarinana isika mba tsy ho very fanantenana!!!!mazava be le hafatra!!!!!
    mitsangana ry malagasy namako fa ISIKA TSY NAMAN’IZAY MIHEMOTRA HO AMIN’NY FAHAVEREZANA FA HANDROSO HO AMIN’

  10. NY FAMONJENA!
    ny mpangalatra sy ny mpandroba ary forongony dia tsy maintsy hofoanana sy ringanina eto @ty tany mamintsika ity!!!
    AMEN

  11. Ny renin’ialahy niara-natory tamin’ireo emoregy angaha no nitantara an’ialahy an’izany ry kotomandimby ? Tsy mba vola akory ve no nomen-dry zalahy, fa tsaho sy lainga toy ny mahazatra no asain-dry zalahy voiziny etsy sy eroa ?
    Mba tia zavatra koa aloha ry zalahy ao amin’ny emoregy izany, raha ny taonan’ialahy no atao vinavina !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *