HOSOKA AMIN’NY BILETA TOKANA : NANKAIZA NY BILETA TOKANA TSY NIASA ?

2013-12-20 LALAO RAVALOMANANA VOTE à FARAVOHITRA13

2013-12-20 LALAO RAVALOMANANA VOTE à FARAVOHITRA13Hosoka amin’ny bileta tokana : Nankaiza ireo bileta tokana tsy niasa?

Manoloana ny fahitàna ireo porofo miparitaka amin’ny fampahalalam-baovao samihafa momban’ireo vata fandatsaham-bato na urne efa feno mialoha sy ny sary misy ireo bileta tsy misy nomerao misy mampiasa, ary koa ny feo nandeha  be momban’ny fampiasana bileta tokana vita marika ho ana kandidà iray mialoha ny fotoana, dia velom-panontaniana ihany ny ankamaroan’ny olona hoe : « lasa aiza ny ambin’ireo bileta tokana tsy nampiasana »?
Araka ny vaovao nampitain’ny Ceni-T tamin’ny fiandohan’ny fikarakarana ny fifidianana dia 8.300.000 isa no biletà tokana natonta tatsy afrika atsimo. Raha 50% ny tahan’ny fahavitrian’ny mpifidy tamin’ny fifidianana fihodinana faharoa dia tokony hisy tsy latsaka ny 4.000.000 isa izany ny ambiny. Nankaiza ireo tokana ireo ? Sa ireo ilay naparitaka nanaovana hosoka ?
Raha  mangaraharaha ny fitantanana ny fifidianana dia tokony mazava tsara amin’ny rehetra ny ambin’ny bileta tokana, satria tahaka ny vola izy ireny, tsy tokony ho azo ariana fotsiny.Tsy misy afa-tsy izay no porofo ahafantarana fa tsy mitombona ny filazana fa nisy irony URNE efa feno sy irony bileta tokana nolazaina tetsy sy teroa fa nozaraina mialoha irony.
Marihina fa ity fomba fampiasana ny bileta tokana mialoha ity no tena fomba fangalaram-bato eto afrika amin’ny fifidianana raha vao miray petsapetsa ny mpikarakara ny fifidianana sy ny kandida iray.
Tsara ny mampatsiahy fa isan’ireo teboka 4 nangatahan’ny kandida RobinsonJean Louis ny momban’ity fangaraharahana amin’ny nampiasana ny bileta tokana ity. Ary tsy tamin’ny fifidianana filohan’ny repoblika ihany no hipetrahan’ity fanontaniana ity fa na  ny solombavam-bahoaka ary dia betsaka ihany koa ireo kandida no maniry hahita ny mangaraharaha.

33 pensées sur “HOSOKA AMIN’NY BILETA TOKANA : NANKAIZA NY BILETA TOKANA TSY NIASA ?”

  1. Ra tara ny fanaovana io dia na ny pv aza efa vita hosoka daholo,tokony ho fantatra koa hoe: »ny pv ko ve natonta tany sa teto iany misy code bar,mantsy ny pv tsirairay »za sûr et certaint fa efa voalamina daholo zany
    KA AZA MATORITORY RE TOMPOKO

  2. Ny ahy ny souci ko dia avy hatrany dia lazain’ny CES fa lany 52% i Hery, ary ho lazainy fa tsy misy mitombona ny ankabiazan’ny requête, ary efa no annuler na nu tany @ bureau de vote hafa.

  3. Quand on a la certitude de fraudes : on va jusqu’au bout de la contestation , GREVE GENERALE COMPRISE.

    S’il faut attendre la sentence de la C.E.S. dont on connait la composition pourrie à 60% , sans compter les pressions ou Chantages terroristes de Rajoelina & C°
    ====> INUTILE DE BLUFFER DAVANTAGE PAR DES ATERMOIEMENTS !

    On penserait qu’il y a un DEAL

    DEAL d’acceptation de résultats bancales , conditions pour que R8 puisse rentrer ?

    La crainte de non retour de R8 semble prendre le dessus par rapport à tout ce qu’on fait croire aux militants …qui espèrent en LA MANIFESTATION DE LA VERITE , au retour de la légalité et espoir de république démocratique..

    Les tractations douteuses , à travers ces élections complètement BIDON laissent présager que TOUS LES POLITICIENS MALGACHES AYANT PIGNON SUR RUE

    ===> sont pourris à penser à leurs intêrets personnels

    ===> ils consacrent en choeur la REPUBLIQUE BANANIERE DE MADAGASCAR

    *********** J’ACCUSE le Q.G. (ou R8 s’i le Q.G. suit ses ordres stricts)
    *********** J’accuse le Q.G. de FORFAITURE A L’EGARD DES MILITANTS
    *********** de FORFAITURE A L’EGARD DU PEUPLE
    qui est en attente de la chute de ce gouvernement félon
    et de ses affidés(Hery) , et NON UN ARRANGEMENT
    *********** ARRANGEMENT ENTRE ETATS MAJORS = TRAITRISE !!!!!!

  4. Tsy ny momban i Ravalomanana no Namehana. Fa ny fahamarinana sy ny famohahana ny marina momba ny fifidianana sy ny Hevi bahoaka mifandraika @ izany .
    Misy hitovizany @ hevitra GBD esty ambony .
    Koa aoka izay ny mampiraikiraiky vahoaka efa dimy taona izao .
    aoka izay ny fampiandrasana vahoaka lava izao .

  5. S_ nire analyse des résultats est crédible donc frôle des comies réels , justes ,Nus devons tout préparé ( faire plusieurs coies conformes de ces résultats en notre possession et les mettre en plusieurs lieus sûrs pour parer aux éventuels vols et des tructione et incendies des locaux , bureaux de la Mouvance)- donner des actons précises aux m militants pour bien exécuter les consignes à leurs confiées et surtout des consignes de bonne conduite , excepté en cas d’attaques ou de provocations..
    Il faut que nous soyons prêts immédiatement après la proclamation des résultats de la ces..
    Si ces résultats diffèrent des comptages que Nous possédons ,résultats à notre désavantage flagrant ,Nous ne devons pas Nous poser des questions..et nous agir illico presto en suivant exactement les directives
    du Docteur ROBINSON JEAN LOUIS ,donc des rencontres assidues des militants avec le QG du Docteur candidat doivent être instaurées avec discrétion !

  6. MANIFESTATION DANS LE CALME : que l’on gagne ou que l’on perd !

    MANIFESTATION SUIVIE d’UNE GREVE GENERALE SI FHERY est proclame gagnant MALGRE LES FRAUDES….MASSIVES PROUVEES !

    C’est la seule voie PLAUSIBLE ET LOGIQUE DES DROITS DU PEUPLE.

  7. DCR

    Tsy misy serieux intsony eto amin’ity REPUBLIQUE SUPER BANANIERE ‘ ntsika ity !

    tao hoatry kilalao polisy volera mihintsy izy zany ange éééééééé !!!

    INDRISY MARINA

  8. Marina sady tsy azo lavina ny tenin’ny ntaolo manao hoe : « NY MARINA MITAVOZAVOZA TSY MAHALEO NY LAINGA TSARA LAHATRA »

  9. Ampy ny porofo rehetra fa teny ny vorika natao teto;antsika vahoaka sisa no mieritreritra.Vonona ve tsika sa mbola hiaritra fahoriana eto ihany.Atsipy ny tady antandroky ny omby atsipy ny teny an-dohan’ny manan-tsaina ry Malagasy havako.

  10. Izy ty ne Koto tsy azoko mitsy ee,ny mpanolo_tsainan_dRajoelina efa milaza antsika malagasy fa hoe: »babakoto na rajako tsy misy volony na ragidro fisainana »mbola mianahana ihany ny mpitarika efa hoe: »FOTOANA IZAO »
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE

  11. Hitako tao @ Midi fa hisy meeting goavana hiarahana @ Dr Robinson demain eny @ Magro. Raha ny logique dia tokony toromarika mahakasika ny greve Générale no anisan’ny holazainy eny demain. Tokony entanina demain ny fananganana comité de greve générale isaky ny orin’asa , sampandraharahampanjakana, fokontany, sekoly miankina sy tsy miankina @ fanjakana…ets.Mbola azo atao ny manomboka greve générala lundi izao na dia efa tara ihany aza….Aza misy matorirory intsony fa mifohaza tompoko !!!

  12. Tokony omena vao2 ny vahoaka,ary rehefa hiandry ny resultat_ny ces ihany ka tsy ivoaka ny Magro dia entano anangan_tsaina isa_tokantrano ny vahoaka,malaky be ny information @zay

  13. Tsika Malagasy RANDRIANIAINA mbola matiky ny vola kely omena aaa,ary zay no tsy mbola mampandroso antsika;ny toen-tsaina mhintsy aloh no mila hovaina;mba nanao dingana ihany anie ny Filoha Ravalomanana fa lazaina fa nanao didy jadona,tsoriko amintsika anefa fa ny firenena kely mahantra ohatra antsika tsy tafavoaka mihintsy raha tsy mpitondra mafy loha otran’ny Filoha R8 reny no mitondra antsika;efa tena simba mhintsy mantsy ny toen-tsaina.Koa isika izay efa mahalala no tokony hampianatra ireo Malagasy havantsika reo.Efa tena simba ny firenentsika re olona fa andao hietsikaaaaaaaaaa,tena marina eeeeeeeeee

  14. Ary toa ry zareo avy ao amin’ny Avana sisa no mitolona, fa tsy hita intsony ny avy ao amin’ny Mouvance Ravalomanana ? Satria ve efa voafidy ny sasany, ary efa vonona ny hiara-hisaosy amin’ny foza ?
    Manaiky ihany koa ve izany ianareo ao amin’ny Mouvance fa tena nanara-penitra ireo fifidianana ireo, ka tsy misy antony tokony hitakiana ny fanafoanan’azireo ?

  15. Jadona ? Marina dia marina ny anao ry koto. Ary tokony mba mieritreritra ireo rehetra milaza fa nandia fianarana, fa tsy hisy raharaha ho vanona intsony ao, rahatoa ka mbola ny gaboraraka no hanjàka.

    Fanajàna ny Lalàna aloha vao Fihavanana !!

  16. Azon’ny ao @ QG hatao tsara ny mitety ny orin’asa rehetra, sampandraharahampanjakana, sekoly miankina sy tsy miankina @ fanjakana…ets miresaka @ zanak’i Dada @ ireny rehetra ireny fa betsaka zanak’i Dada @ ireny, indrindra isaky ny fokontany. Ny zavatra resahina any dia ny fananganana ny comité de greve générale hatomboka tsy ho ela voire lundi. Ireo candidats députés na lany na tsy lany dia efa tokony hiditra lalina @ izany. Aza misy matoritory intsony e! fotoanany izao!

    Maninona hianareo ao @ QG satria hianareo izao no fantatry ny olona ho mpitarika, maninona hianareo no tsy manentana ny vahoaka @ sonomobiles? sahalan’ny natao t@ 2002.Rehefa mbola tsy mitsangana izany ny comité nationale de gréve générale dia mazava hoa azy fa ny QG izany no andrasan’ny vahoaka @ izany …..Maninona ny QG no matory atoandro nefa ny cyclone aza efa lasa? efa tsy mangatsiaka intsony ny andro fa mifohaza e! tarito ny vahoaka! Iza daholo moa izany hianareo ao @ QG ao? inona moa izany zao no ataonareo ao @ izao fotoana izao??

  17. Ny frantsay mintsy no nanapotika soatoavina teto dago,dia io ataon_dRajoelina io ny fanelezana tsaho fanakorontanana saim_bahoaka.
    Lay tsikalakala_pihavanana nopotehina t@ vola,tsy misy intsony ny fitia mifamaly.

  18. Marina izany e! aiza daholo ireo Députés zanak’i Dada …fa lasa aiza..? Mila mpitarika ny vahoaka fa aza mijanonana any an!…Izao no fotoana tena ilana députés koa asehoy ny maha députés anareo…Apetaho ny sambohadinareo dia ndeha avoty ny firenena ….Sa iza indray no andrasanareo hanao izany…? Efa nifidy anareo ny vahoaka dia anjaranareo ny mamaly babena mitarika azy @ ty tolona efa tokony natomboka ity?

  19. Izay indrindra ny QG ihany omena loza na ireo tsy hita, fa
    NANKAIZA NY MPANAO WAWAWA : GTT ?
    Amiko dia ireo no diso voalohany indrindra ( satria mitohy ny fanakianana ny ao an-trano 🙁 ) .
    Inona izao no ataon’ny GTT ? NISEHO HO MPITARIKA SY MAHAVITA AZY ??? Ireo no diso satria manakana ny sasany tsy hamorona Fikambanana hafa hitsangana haingana, sao manao doublon. Tonga @ trano mora ity e ! :
    FIKAMBANANA MORA NY GTT: ireo no tokony HANOMBIKA NY HETSIKA VOALOHANY INDRINDRA FA TSY MIANDRY NA INONA NA INONA, nefa izao MISAONA NO ATAO RESAKA. NAHAVITA BE mihitsy anie ny GTT e ! , nahavita nandeha naka sary niaraka t@ Dada tany Afrika atsimo sy midradradradra eto Dago hoe, tena mahavita azy nefa miandry train fotsiny.

    Marina ny anao ry GBD ! aleo mangina fa mankaleo ity MAMPIANDRY SY MAPMANATENA LAVA ity. Miseho ho zavatra nefa ……….

    Maninona ve ny…..QG… no matoriandro ? Ary maninnona ny GTT sy ny sisa tsy hita no mamela an’i Dr Robinson hitolona irery ? Ary maninona ny ao Paris ao no TS SAHY MIVOAKA NY TRANO, fa mi-critique an’i Dr ROBINSON no atao RESAKA « MORA » ?
    Tohizo ny auto-critique RAHA izany no ampandroso e !!!

    HO TONGA EO IHANY NY « PREZIDA MORA » koooo!

  20. Tsy fatatro aloha hoe vakiandry zareo ve ity forum ity sa tsy fantany akory izay fanehoankevitra tonga ato….Efa fiainana mahazatra antsika ny communication des sourds et muets….Raha nohenoin’i Dada ny antsoantson’ny vahoaka t@ janvier 2009 raha izy notsenaina teny Ivato sy ilay mercredi antoandro teny Mahamasina !aorian’iny, t@ izay ny vahoaka niantsoantso hoe sambory TGV! sambory TGV! . Raha nosamborina io TGv io t@ izay tsy nisy izao probléme izao. Aoka izay ny fanaovana sourds et muets!

  21. Miala tsiny kely Amin’i MM (=Malagasy Misaina), fa mba jereo kely anie ity e!

    Raha tsy afaka manatona ny CES ny Zétété, DIA AHOANA , TSY AFAKA MANAO FILAHARANA ERAN’NY ERÖPA VE ?

    TSY HO LASA RESAKA SOURDS ET mUETS MIHITSY RAHA IZANY NO ATAO FA TOY NY MIHAONA amin’ny CES ihany satria ….
    Tsy maintsy hanako eto Madagasikara izany, ary eran-tany aza.
    – Toy izany koa, hanao Filaharam-be toy izany koa ny malagasy eran-tany avy eo.

    Mba tiako marihina manokana eto aloha hoe : Misaotra an’i MIDI MADAGASIKARA ihany ….MBOLA……mamoaka resaka mikasika io Fikambanana nantenaina mafy io.

  22. Fanaminy kely :
    INONA MOA NO MANAKANA NY MALAGASY AO PARISY HANAO FILAHARAM-BE SY SITTING MANOLOANA NY AMBAMAD ???

  23. makaleho izany mieritreritra fontsiny hoe : mety mise mpamadika , mety misy vaividy…

    tia kely hoy etsy ambony…ka lasa mandrora mitsilant ho any fara sy dimby !!!!!!!!!!

    Raha mitohy izao dia VELOMA NY MOUVANCE RAVALOMANANA , raha toa ka vaoporofo fa misy fanamboarana ao ambadika ao ……

    NY MARINA NO KENDRENAY

    NY ARADALANA TSY MISY OLANA aminy « ARRANGEMENTS ENTRE ETATS MAJOR de Rajoelina et de Ravalomanana sous bénédiction SADC « ….comme le fait de bloquer une grêve générale (contre pouvoir ENCADRE ) que R8 semble assimiler à une EMEUTE ( révolte SPONTANE), de par sa promesse à la SADC .

    Les conseillers de M.Ravalomanana sont vraiment NULLISSIMES

    Et où sont les députés élus sous bannière mouvance par un pauple confiant(ou trompé ?)
    Où sont GUY RIVO RANDRANARISOA si fort en gueule semblait il ?
    Où est GUILLAUME RAKAFINGRAVAHAqui a tout fait pour se faire élire à Miarinarivo (avec domicile principal en France)

    Je pense qu’on a suffisamment BOUFFE DES COULEUVRES…..pour soutenir beaucoup d’opportunistes de tout bord

  24. Dia manantena ve isika fa hisy greve generale eo , efa ela mbola teny Ambohinjatovo ny tolona tamin’ny 2009 no efa nantsoina ny mpiasa mpanjakana hanakatona trano fa tsy vita izany niasa ihany ny mpiasa satria efa vitan-dRatsirahonana etude ny 2002 , hita tamin’iny fa matoa iny tanteraka dia satria nanakaton-trano ny douane ,ny banque centrale sns ka inona no ataon-dry zareo mba tsy haraikitra ny greve generale ! omena vola ny mpiasa sy ny miaramila , ataony tsy tapaka mihitsy ny volan-dreo dia tsy misy greve eo ka aza manantena greve izany fa tsy raikitra io, zavatra hafa heritreretina, atao izay hatapaka ny famatsiambolan’ireo miaramila sy mpiasa mpanjakana , avy aiza ilay source ? bois de rose , vato soa , PPN karana , ny tany dia izay no tokony hitondrana ny tolona.

  25. OK mihitsy io lazainao io Vonifanja : RAHA MPIASA-PANJAKANA aloha tsy azo ianteherana loatra e , ary tsy hisy tokoa ny Greve Generale. Na hita ihany koa aza ny Source famatsiam-bolan’ireo voalazanao ireo, toa mitovy amin’ny Mpiasa-panjakana ihany fa ny ahy aloha ny hitako hatramin’izao dia
    Ny Malagasy aty Europe no tokony hanomboka ny hetsika e : mahazo alalana tsara ireo raha MATOTRA….ary tsy taraiky.
    Saingy araka ny efa voalazako: raha hevitra tsy avy ao amin’ny biraon-drizalahy, dia resaka wawawa, fa manambany azy na hitany izao aza fa marina.
    TSOTRA KOKOA anie io e : manao filazana mazava, misy ny fotoana sy toerana (ny toerana moa dia eo anoloan’ny Ambamad IHANY), fa ny fotoana.
    Ny antso dia atao ho an’ny MALAGASY REHETRA TAN-DALANA fa tsy TOY ny Fikambanana te-hametraka fitarainana teny amin’ny CES….FOTSINY : mitsitokotoko, tia sehoseho.
    Amin’ny sitting anie azo hanaovana banderolles mikasika :
    Ny miaramila
    sy ny Foza e !
    Amiko aloha dia izay no haingana fa :
    MISY AKONY ETO Madagasikara lavitra izany noho ny filaharana eto Dago mivantana;
    Ny akony eran-tany araky ny voalazako moa mbola eo ihany koa.

  26. GBD, « mety misy mpamadika » ?? Tsy hoe « mety », fa misy mihintsy !!!

    Emeute ou mouvement d’étudiants ?

    Mouvement estudiantin gravement reprimé par les Morts reg. ou Régiment de la mort à Majunga ! 5 étudiants tués !
    Manif aussi à Diego !

    Pour info, en 1972 la mort d’un (1) étudiant avait fait défiler 50 000 étudiants, en guise de protestation.

    Ho an’i Rabe fanakiana ato : Atramin’izao ny Lalàna frantsay dia mbola mazava dia mazava, fa malalaka ny fanorenana fikambanana ! Misy ihany ireo malagasy manenjika ny GTT, ka tsy tokony ho olana aminareo mihintsy izany manangana fikambanana izany !

  27. KM

    mpamadika : maty vola « mora » na 4×4 kely tsy ho hentina any ampasana
    vola kely , anaovana « sursis patrimonial  » !mihebohebo dimy minitra ny kely saina !

    NY VOLA TSY MITONDRA LAVITRA !

    Avadika teny tssotssoka indray ilay ex colonisée…(azafady éééé)

    les fortunes les plus colossales qu’elles soient ne sont jamais éternelles , l’ARGENT FOND AU SOLEIL :

    * KRUPP industriel à la solde des nazis : qui entend encore parler de ses descendants ???
    * Bokassa empereur diamanté de Centrafrique finissait ses jours en mangeant du manioc importé dans son chateau , avec des coupures d’électricité…
    * petit Duvalier , ex dictateur d’Haïti vivotait dans le sud de la France …je me demande s’il n’a pas fini expulsé (pauvre et non grata !)

    Ces mpamadika devrait comprendre qu’ils compromettent l’avenir de leur pays , de leurs enfants compris .
    En tout cas ils risquent aussi l’assassinat par un fanatique…

    Que c’est plus intelligent de lutter pour des valeurs sûres comme la REPUBLIQUE DEMOCRATIQUE qui assurerait paix PERENNE et croissance ( ex Vietnam !!!!!!)

    Avadika ny resaka : GREVE

    Pour les  » tertiaires » dont les fonctionnaires , lorsqu’il y a grêve sous forme de manifestation et absence au poste :

    On peut faire une GREVE DE ZELE !!!!!!!!!!

    Chez les douaniers en poste de contrôle ( frontière, colis postaux, ports …) c’est TRES EFFICACE : TOUT EST BLOQUE !!!!!!!!!!

    On controle tout , les points, les virgules, les papiers pas rédigés dans les règles pures et dures etc………..cela prend énormément de temps et cela PERTURBE ENORMEMENT !

    Voilà les amis , j’essaie de raisonner de manière neutre et rigoureuse , sans arguments santimentalistes…

  28. Efa nandrasako mihitsy hitonona : AOKA HAZAVA tsara ihany koa, fa tsy IZAHO no te-hanorina Fikambanana akory, fa nisy nilaza hoe hanangana ary efa FANTA-DAZA amin’ny fanohanana an’i Ra8.
    Nanosika imbetsaka mihitsy aho ny hoe alefaso, alefaso haingana, fa…….niandry ny proclamation’ny CES hono. Hitonona ihany angamba izy ???Sa Randrianiaina ???
    Na izany na tsy izany, nisy hafa koa ….NIANGAVY MIHITSY ny zétété hanao hetsika, io tsy mahazaka fanakianana io, fa tsy nahazo valiny hatramin’izao mba ho vakianay, sy angamba mba handraisan’ny hafa anjara.Betsaka ny te hanangana fa tsy manao satria efa voalaza ny antony :doublon. ary Rabe fanakiana eto akory tsy miditra sy tsy mahay an’izany fa tsorina, izany no hianaranay ny mpijapy.
    Manambany oa, manambany raha vao olon-kafa no manao soso-kevitra, ary dorana toa an’Atoa Rakotoarivelo mihitsy aza, nefa tsy hahavita tsinona.

  29. Njara
    =>aza malahelo ny fonao fa ho ataon_tsika io, efa misy ny fandaminana atao,zay no nandefasako ny mety ho endrikendriky ny bureau teto(membre d bureau).Ny angatahiko fotsiny rehefa mba misy fiantsoana eto dia mba tongava re tompoko ô!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *