IZAHAY DIA TSY MANGATAKA AFA-TSY NY FODIAN’NY FILOHA RAVALOMANANA

IMG_0156Ny zavamisy hoy Parfait androany teny amin’ny Magro Behoririka dia niara nahita sy niara nihaino ny halatahaka amin’ny fantsay nataon’i Hery R. Moa ve tsy afaka iaina isika malagasy raha tsy ao lafrantsa hoy izy ny fanontaniana napetrany . Lasa any Addis Abeba ry zalahy ka rehefa hiverina avy any izyireo , moa ve hotanterahany ny tondrozotra. Manaiky ve  fa ny tondrozotra dia natao lalàmpanorenana. Izahay hoy izy dia tsy mangataka afa tsy ny fodian’ny filoha Ravalomanana ary tsy mangataka aminareo izahay fa eto amin’ny Magro.

Ny Ct Brenda kosa dia nanambara fa  rehefa lasa any Addis Abeba dia tsy maintsy vaindohan-draharaha ny fodian’I dada. Ankoatra dia nambarany fa nihomehezanareo MAPAR izahay  fony teny Tsimbazaza fa aiza ianareo no hanao fitakiana. Efa tapitra ny làlanareo, ary tsy zakanareo ny ràn’olona latsaka.

Ny Ct Eric dia nilaza fa mihazakazaka ny raharahampirenena ankehitriny. Raha mipetraka ny lazaina fa mpitondra ny Malagasy izy dia tokony hotanterahainy ny lalàna velona dia ny tondrozotra izany. Raha izay no ataony dia isaoran’ny vahoaka eto amin’ny Magro izy.

Ny Ct Tsianihy dia nanambara fa efa akaiky ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana, ary tsy ho ela io aty tsy miankina amin’ny olombelona fa avy amin’Andriamanitra. N’iza n’iza hoy izy tonga eo amin’ny fitondrana dia tsy afa manakana izany. Efa miandry ny higadonan’ny fotoana isika Rah any fanelingelenana nation-dRajoelina hoy izy dia tsy nisy hevitra intsony kanefa izaho mino fa tsy ho foana ny fahagagana nataon’Andriamanitra. Noho izany dia ny ataontsika, samia mifanentana isaky ny fokontany hanatevina ny hetsika etoan-kianja.

Ny Ct Hilarion dia nilaza fa politika avo lenta no iainantsika amin’izao fotoana izao. Misy hoyizy ny nilaza fa hivoaka ny vavahady isika ary izahay fivoahana izay anefa dia sakana amin’ny fodian’I dada. Aleo takiana amin’ny ara-dalàna ny zavamisy, ny tiako hotenenina amin’izany diany fisiantsika tato amin’ny Magro nandritra ny dimy taona. Isika hoy Hilarion dia manaraka ny fifanarahana mmisy hatramin’izay. Ny vahoakan’I Magro no hampody an’I dada sy nampisy ny tondrozotra. Ny vahoaka ato no atahoran’izao tontolo izao.

49 pensées sur “IZAHAY DIA TSY MANGATAKA AFA-TSY NY FODIAN’NY FILOHA RAVALOMANANA”

  1. AKORY LAHALY E?
    Inona no mahamaika anao hampody ny dadanareo tonton a, ny debanay aza firy taona natao sesitany tany lafrantsa nahavita, nefa ny anareo vao tsy ampy dimy ranonorana akory?
    Mpamosavy milevina amoron-dalana io ka mahatantesa valin-kitsaka e.
    D’efa aoka koa nareo hizatra tsy hanisy CST na CT ny anaran’olona intsony fa olon-tsotra ireny manomboka amin’ny herinandro ambony.

  2. Hery est OBLIGE DE FAIRE RENTRER M.RAVALOMANANA

    Même le cafard de l’ambassade de France a déclaré porter garant(alors qu’on n e lui devra rien !)

    et cela du simple fait que ces ELECTIONS aient été acceptées(accord international).

    C’est une simple question de moment OPPORTUN

    Le reste est gesticulation …………

  3. http://www.tananews.com/phrases/dorenavant-je-prendrai-moi-meme-en-charge-la-question-de-mon-retour-au-pays/comment-page-1/#comment-212095

    Dorénavant, je prendrai moi même en charge la question de mon retour au pays
    28/01/2014

    Propos de Marc Ravalomanana, confirmés par son porte-parole, Guy Rivo Randrianarisoa.

    Marc Ravalomanana semble ainsi décidé à prendre les taureaux par les cornes, en appliquant l’adage : « On est mieux servi que par soi même ».

    ( la france n’a donc pas encore tenu son engagement… )

  4. j’ai des sources comme quoi , il est hors de question pour les TGV de laisser rentrer Marc Ravalomanana …

    S’il désirent rentrer , c’est le moment ,ou tous les projecteurs du Monde Entier sont fixés sur Madagascar , après il sera trop tard …

    La France ne peut plus s’y opposer …

  5. Zay lay efa nolazaiko ry Sapa.
    Tsy tokony hatoky ireo mpitarika eto @ Magro intsony i Dada mikasika ny fampodiana azy.
    Olona firy ve rangahy dia tsy hahavita hampody olon-tokana? Ny tena marina dia arakaraka ny maha-ela ny fodian’i Dada no mampitombo koa ny vola omena ireo milaza ho mpitolona vilam-bava ireo.
    Ataovy mahalala ny anaranao ireo mody mitolona @ fodianao ireo Dada rehefa tonga ianao.
    Raiso an-tanana ny mikasika ny fodianao fa aza ankinina amin’ireo be nangy mpamitaka anay nandritra ny 5 taona ireo.

  6. Bien vu !

    la gesticulation peut être perpétuelle…

    SANS PUBLICITE ! SANS PREAVIS

    Ravalomanana est CITOYEN MALGACHE : il est chez lui à Madagascar

    Une fois sur place la population se chargera de le protéger !

    la Ratsiraka et Kotity , gros meurtriers , pavanent !!!!!!!!!!

    Ratsiraka n’a rien déboursé de ce qu’il a volé à l’Etat malgache (prévaricatiojn , prise illégale d’intéret etc)

  7. hitanao tsara ireo kabary ireo RANAVALONA a!?Mba raiso ihany ny hevitro na dia sarotra tanterahina aza,tsy miteny direct fotsiny hoe:prezida Hery fa ny fangatahana dia miantefa any aminy na tsy mivantanat’aza,efa manomboka mandea iny ny plan manaraka dia ny »election maire »ATAO JEUNE IO compris entre 30 à 35ans ny faha3 dia ny fananganana fototra tena mafy
    1-tsy mivadika
    2-mahasahy mijoro,tahaka ny PRM RAVALO
    3-tsy ampidirina intsony ireo depute amin’izao sy ireo goaika antitra ex:Manandafy…Reo ministre ny CT,CST

  8. Ravalomanana n’est pas moi,

    Mais si j’étais Ravalomanana je rentrerais clandestinement comme font beaucoup d’immigrés clandestins arrivés par BOUTRE par le canal de Mozambique.

    Débarquement discret sur une jolie petite ile de l’ouest…

    HABILLE D’UNE BURKA , puis débarquer à Tana : et le tour est joué

    Boloky 1° n’osera jamais lui toucher le moindre poil une fois à Tana
    ===> sao dia mila loza aminy fokonolona ilay boloky …

    AZA MIANDRY REEEEEEEE

  9. Toutes les transactions, toutes les discussions, avec tous les acteurs (CI, pouvoir en place, etc.) passeront donc directement par Marc Ravalomanana.

  10. non …il doit rentrer par la Grande Porte
    je ne vois pas tres bien qui peut s’y opposer
    le nouveau Président …??

  11. Magro o, ny fampiharana manontolo ny feuille de route angatahana, fa raha mody tokoa i Dada nefa tsy assurer ny sécurité-ny, hanatanteraka mandat d’arret ry Risara baomba fakon’olona ireo dia tsy mety

  12. la grande porte Sapa

    ils leur suffit d’interdire l’accès à l’espace aérien ou refouler à Ivato.

    des coutumiers du fait …

    Il faut que sa SECURITE soit assurée.

    Sinon la grande porte sous la pression de la FRANCE seule !
    pour se refaire une virginité et pour que les accords soient respectées…

    Si « francafrique m’a dit ! » cela ira tout seul.

    Pari !

    Nous spéculons bêtement mais ILS SONT OBLIGES D’ACCEPTER SON RETOUR

    Comme je l’ai écrit : HERY ATTEND LE MOMENT DE NON TURBULENCE POLITIQUE .

  13. Sapa ,

    Rappele toi :

    Rajoelina n’était pas capable de maitriser les têtes félées de l’armée qui menaçaient de « pêter » Ravalomanana à Ivato !!!!!!!!!!!!

    Hery surement pas pour l’instant !

    Mieux vaut que les têtes chaudes se refroidissent …

  14. Ka io dia TOKONY MIHINTSY PASOANA NY DAOMY e!!
    Ravana mihintsy aloha ilay ankolafy dia i Neny no atao lohany ao fa sy misy azo
    hiantehwrana intsony ao, ary izay mba midrikina dia VOADAKA.
    Io ary fa ho TERENA tsikelikely indray ny VAHOAKA HANAIKY an’i Rajao , izay indray no baiko vao
    midina avy any @ MPISOLELAKA rehetra any, tsapan’izy ireo tsra ny FAHAFAHAM-BARAKA azon’izy
    ireo teny Mahamasina ka izao dia terena ankolaka indray ny Magro hanaiky.
    Na i Guy Rivo aza dia hitako fa nivohy io hoe:  » tsisy MAPAR intsony eo fa Rajao ??? » rehefa FOZA dia
    foza fa tsisy izany velively, ary amiko dia izay teny Mahamasina dia efa tokony tsy hiditra ao @ MAGRO
    intsony.
    Ny tena mbola tiako eto dia MISY MBOLA MATAHOTRA MAFY NY HERIn’i MAGRO ka mandamaka mora2
    fa mihevitra olona tena mapar an!!hihihiiiii

  15. Aza dia mba mampihesona ihany koa aloha fa fomba ahoana no hodian’i dada @’izao ry
    mpikabary a!!efa tenenina foana fa tsssss ( rehefa te ahazo tehaka mantsy eo dia ny fodian’i dada no
    atao laza masaka)
    Tany mbola MAFIA no mitondra ao??jereo ireny resaka faty olona tsy rony tsy ventiny eo ireny ,ireny anie
    efa fampioro2 ,ka raha sanatria ka nisy nanohitra teny aza dia mbola ho faty nikararana, @’izay toa tsy nasian’i
    Rajao sira akory ilay izy. Ny volan’i Air Mad sy BNI aza moa mahavaky ny lohakeliny sy izay ho atao PM.

  16. Moi, si j’étais Ravalomanana, je ne rentrerais pas encore. Pas tout de suite!
    Je laisserais couler pendant qlq mois voire deux ou trois ans. MAis, je marquerais toujours ma présence.
    Par ailleurs, je chercherais à transformer les accros au magro en une force socio-politique incontournable et refonder totalement la mouvance par la base.
    Il y a bcp de choses que le mapar, le tgv et le avana omettront et n’auront pas. Ce sont ces choses là que Ravalomanana et les legalistes devraient travailler.
    J’ai discuté avec qlq « cerveaux » africains, pas ceux que nous voyons ts les jours, et ceux là classent Ravalomanana parmi un des meilleurs d’Afrique au même titre que Sankara voire mieux. Et ce sont des chercheurs en sciences sociales et/ou tout simplement scientifique. Même les asiates savent qui il est et comment il était…
    Juste pour dire qu’il y a beaucoup de choses que nous pouvons faire.

  17. Ny mahavoa antsika dia olona tsy mba manampinoana loatra fa be vava daholo dia ilaozana mifanenjika fa tsy ny asa no atao, lazao izay tena vaovao marina miaraka amin’ny porofo fa aza manao toy ilay luke sady mpandainga no tsy mpambotry. Aza adino fa izao ve izany izy sy ireo nanodidina azy dia ho afa-maina fotsiny tamin’ireo harem-pirenena sy ny lavaka vita? Any amin’ny toerana misy antsika tsirairay any dia tokony hampahalalana ny olona ny marina fa mba ampahafiriny aminay aty ambanivohitra moa no mba afaka maneho hevitra e! Ny sisa harena an-kibon’ ny tanintsika anie ka vomanga sy mangahazo raha mbola omen’Andriamanitra famindrampo amin’ny toetrandro e! Potika sy rava avokoa ny zavatra rehetra : ny atao arô no hita an!

  18. DIA ITONY KOA NY MANARAKA

    Roland Ravatomanga : collaboration sous condition avec le pouvoir

    29/01/2014 à 8:38 2 Roland Ravatomanga se dit prêt à collaborer avec le pouvoir sous certaines conditions. Il cite notamment le retour deMarc Ravalomanana qui reste une ligne directrice de laquelle la mouvance ne peut se dévier.

    NA MAMADIKA DAHOLO AZA HIANAREO I MAGRO HAMPIANA TAFIKA TSY HAMPIANA TAFIKA

    DIA IZA KOA NY MANARAKA

    EFA MAROMARO IHANY IZY IZAY FA TSY MANINONA

  19. Miala tsiny aminareo mpitolona fa ry zalahy ireto toa azo lazaina hoe mivadik’ondana mihintsy !

    Tondrozotra inona indray no mbola anaovana resaka be ao ê ? Efa vita ny tondrozotra !
    Teo ianareo tsy hita izay nataonareo, dia izao mody manao ranomasom-boay eo !

    Tsssssssss ! Nametraka sy nanaiky an’ilay mpanongana ho FILOHA ianareo, ary izay no mba zavatra vitanareo !

    Efa tsy misy izay tsy mahafantatra fa hanohy ny fanaonareo ianareo, hi-collaborer, dia mody hoe tsy mahafantatra afa-tsy ny fodian’i Dada !!

    Nitaraina ianao ry Hilarion fa hoe tsy fantatry ny malagasy mpitolona ao amin’ny Magro akory ; aza taitra fa ho fantany tsara ary halaza ianao io ato ato, fa ny mety ho mampalahelo dia halaza ratsy !

    Fa nahoana aloha ry Alidera A.R. no rehefa any Nantes no asiana hetsika dia ho tonga ianao â ?
    Sa mba nandray anjara tamin’ireny nataon-dry zalahy tao Paris ianao ?

    Fanontaniana fotsiny ny ahy !

  20. Aza finaritry ny hamitaka sy hamahan-dalitra vahoaka tsouny wa, fa manin nefa ra tonga de tsorina am reo mpitolona reo am zay ny marina e, we efa mandeha ny négociation @ i Hery momba ny fampodiana an’i Dada, fa ts vokisana lainga fona ao reo olona reo, ny olona any France sy ny sisa nefa ato finaritra mitatasika fotsiny tsisy apoaka ato, ny hafa fahanana masoandro sy orana ary rivotra, plus kabary tsisy dikany tsouny

  21. « COLLABORER » ????????????????????

    attention à la signification des termes , collaborer se rapproche de « retourner sa veste » !

    Parler d’opposition constructive à la limite : oui

    Ce type de comportement est caractéristique d’une absence totale de vision sur le passé et d’anticipation pour l’avenir

    1) c’est donner le bon Dieu sans confession à un tout récent « COLLABORATEUR DE PUTSCHISTE  »

    2) c’est mépriser les militants qui cherchent à orienter l’avenir de Madagascar vers la démocratie au lieu de PERENNISER LA SOUMISSION A LA FRANCAFRIQUE

    Est ce une absence de culture politique ? de la naïveté ? un vulgaire intéressement matériel ? esprit d’opportunisme ? aucune foi en ce qu’on prétend défendre ???

    On peut multiplier les interrogations à l’infini

    C’est en tout cas LAMENTABLE

    Comme il était lamentable de pavaner lors de l’investiture-mascarade , alors que c’était une occasion de crier à l’injustice et dénoncer les fraudes devant les représentations internationales : PROTESTER EN BOYCOTTANT !!!!!!!

    Je le regrette autant pour les nouveaux élus (Rivo, Hanitra) qui n’avaient AUCUNE OBLIGATION DE PAVANER !, que pour tous les autres Manandafy que ce benêt de JLR

    Lalao a eu la dignité de snobber .

    Je ne sais si JLR passait vraiment , mais là n’est pas la question ,

    l’essentiel est de NE PAS ACCEPTER DES METHODES DE REPUBLIQUES BANANIERES !

  22. Rivotra ?

    Qui pisse contre le vent mouille sa chemise ! Encore plu rigolo en chinois : Qui pisse à contrevent se rince les dents !!

    Et oui, le président tricheur n’a pas du tout intérêt à remuer la merde. C’est bien à sa petite personne ridicule aux yeux du monde entier qu’il pense en disant : « Je ne remuerai pas le passé pour faire la chasse aux sorcières » !

    D’un côté on fait des annonces fracassantes, et de l’autre, on veut cacher et enterrer à mille lieues sous terre ses turpitudes !

    http://www.tananews.com/2014/01/hery-rajaonarimampianina-le-temps-de-limpunite-revolu/

    Non, le monde doit être au courant de tout ce qui s’était passé durant ces cinq ans !

    Yann Barthes du Petit Journal de Canal Plus, se fera un malin plaisir pour parler à ces fans de cette soi-disant impunité révolue ; on ne peut se vanter d’être le plus clean de chez clean, alors que l’on vient de pomper à mort et sans autorisation le discours d’autrui !

  23. Au fait
    plus personne ne met la IV° république en cause

    Curieuse conception de légalité

    Un gouvernement provisoire ( de transition !) n’a le droit que disposer pour ASSURER LA CONTINUITE DE L’ETAT

    C.A.D. disposer pour les AFFAIRES COURANTES !!!!!!!!!

    La transition n’a aucune légitimité pour changer une constitution ……..

    Des constitutions élaborées par PETAIN ou FRANCO n’auraient AUCUNE CHANCE DE SURVIVRE !!!!!

    VOILA DU TRAVAIL POUR HANITRA ET RIVO ET GUILLAUME RAZAFINDRAVAHY (qui vit 6 mois par an en France d’ailleurs !)
    Il ne suffit pas de se faire élire au nom de la mouvance :

    ==> un peu de dignité pour aller au taffffffff!

  24. Boloky 1° n’aura pas la pointure pour mater les têtes félées de l’armée.
    TRES LOURDE TACHE

    Du moins il va devoir « mouiller sa chremise » +++ et +++ encore !

    Rajoelina en avait trop ,usé et abusé

    Boloky 1° oublie qui avait fait roi son mentor Rajoelina en 2009 .

  25. Efa roa taona aho no niresaka an’io constitution fôpla io, fa tsy mahay Lalàna hono, dia tokony hangina ê !

    Manoron-trano eo ambony fako no mba hain-tsika ê ! Tsy ho ela dia hirodana !

  26. Raha fehezina izany dia mila leader vaovao sy mahay ny mpomba andra8 fa raha ireo ao @ magro ireo tsy maharesy lahatra tsony
    mila manangana antoko politika hafa mihitsy hanambarana ny hery fa raha mouvance ravalomanana izany aloha efa voaporofo t@ fifidianana deputé fa tsy mahomby intsony
    Apetraka mihitsy aloha ny anaran dra8

  27. Izao indray dia mbola mandrebireby vahoaka ihany koa ny mpanao gazety !
    Iza indray hono no tena mendrika hitarika an’izany hoe « mpanohitra » izany ? Dia mody aroso ny anaran’olona telo : Robinson, Ravalomanana na Rajoelina ilay mpanongam-panjakàna sady MPANOHANA SY NANAMPY MAFY MBA HO FILOHA NA FILOU ILAY FERY VAO !
    – Ingahy Ravalomanana tsy avela mody
    – Ilay PT nanohana ve dia ho azo atao hoe mpanohitra ?
    – Dr Robinson indray sady tsy manana depiote no tsy depiote ihany koa, ary tsy ao anatin’ny Movansa Ravalomanana, ary mety ho rava ihany koa io farany io

    Inona ihany koa anefa no tena tanjona, sao dia itony ?

    « A rappeler que d’après le texte qui a été déjà adopté au Parlement de la Transition, le chef officiel de l’opposition aura le même rang protocolaire que qu’un vice-président de l’Assemblée nationale, avec des gardes du corps, du personnel chargé de son secrétariat et des avantages matériels.
    Faute d’être Premier ministre de Hery Rajaonarimampianina, CE STATUT CONVIENDRAIT À L’ANCIEN PRESIDENT ANDRY RAJOELINA ».

    Hi hi hi !! MDR !!!

    RAJAOFERA Eugène ( Midi Madagascar )

  28. Ewa !

    Pour l’instant, tous les media font gorge chaude du discours de celui qui se veut être le plus patriote, le plus beau, le plus intègre, le plus sage et le plus intelligent des présidents malgaches !!

    Son discours était parait-il, tellement fabuleux que la ministre même de la francophonie en était très très émue !

    Celle-là, elle ferait mieux de continuer à rétro-pédaler !

    http://www.francetvinfo.fr/monde/afrique/quand-le-nouveau-president-malgache-s-inspire-de-nicolas-sarkozy_515609

    Ha ha ha !

  29. http://www.tananews.com/asides/jean-eugene-voninahitsy-marc-ravalomanana-peut-revenir-quil-reste-sage/comment-page-1/#comment-212389

    Jean Eugène Voninahitsy : « Marc Ravalomanana peut revenir, mais qu’il reste sage »
    29/01/2014 à 10:41 22 commentaires

    Jean Eugène Voninahitsy « approuve » le retour de Marc Ravalomanana, à condition que ce dernier « reste sage et respecte son titre de Raiamandreny ». De ce fait il estime que l’exilé d’Afrique du Sud peut exercer toutes les activités professionnelles et économiques qu’il souhaite, mais qu’il devra faire abstention de la politique.

  30. KM,
    Mbola tsy nandray anjara tany Nantes aho ka!
    Izaho rehefa mandray anjara dia maka andraikitra 😉
    Mbola tsy naka andraikitra aho hatreto.
    Manipy hevitra aloha no ataoko.
    Ary KM tahaka ny olona fantako ihany an!

  31. KM ve nihaino ilay nampitahain’i Yann Barthes momba  » Copié Collé  » nataon’ilay hery milaza fa président????(« le petit journal »).
    Io angamba no « devoir de vacances » nalain’io hery io t@ sefony raha nitserika Paris ry zareo t@ andro fety anefa tokony tsy nivoaka ny firenena izy ( tsikaritry Médiapart io mba hanairana ny gasy mihesona be loatra…
    Ampitahao @ be sy ny maro izay toa variana ihany sa tsy tia hanokatra maso fa hitanty izay hodidiany frantsay ho any malagasy indray ?
    Aza manody rehefa « colonisé ad vitam eternam « ….

  32. Rehefa hazava…(raha hazava) @ malagasy izay ilainy dia mety hisy hetsika ihany angamba.
    Indrisy anefa fa sady tsy tia ho zanahan’ny frantsay intsony anefa tonga dia mitanty, tsy manohitra afa tsy am-bava, serasera, izay paika ratsy rehetra avy @ frantsay…indrindra ireo bolongany isany, mitonona ho mpanohana ny filoha M.Ravalomanana.
    Ka tsy maintsy nentina haderadera @ vendrana francophones afa anie ity  » hery marotaina » mba ho hitany olona fa miala bitro miditra vorom-bazaha toa njola anefa efa maso efatra!!!
    Tsara loatra kosa ny boloky fa tsy mendrika ity « marotaina » , io filazany sasany ilay karzana boloky, toa mainty toa lokona arina saribo izany ary petsona .
    Biby afa mety ho hampidiriny Dreamworks @ M/scar 4 sa 5!!!
    Efa mahonena ny fampiasana ny teny M/scar noho io oronan-tsary io ka dia hitohy indray raha mbola tsy hifohy ragalasamy!
    Tairo ry Nary, KM izay mety atao fa dia ho resy lava ve e!

  33. Pour le « copié/collé », Ndimby dans sa note |2] estime que c’était « un cadeau téléguidé de Rajoelina »:

    http://www.madagascar-tribune.com/Entourage-le-verre-a-moitie-vide,19572.html

    « [2] L’artiste du copié-collé était un avocat qui faisait partie des trois français proches de Robert Bourgi et de la Françafrique (Patrick Leloup, Philippe Leclerc, Ann-Philippe de la Giraudière), et qui avaient accompagné Rajoelina chez Kadhafi en mai 2009. De là à penser que ce plagiat pourrait être un petit cadeau téléguidé par Rajoelina pour discréditer Rajaonarimampianina, il y a un pas que je ne m’empêcherai pas de franchir si nécessaire. Et si c’était effectivement un coup monté, alors c’était bien joué. Il suffit de voir à quelle vitesse le pot aux roses a été éventé, comme si quelqu’un s’était préparé d’avance dans les coulisses à révéler le plagiat. Car qui aurait eu le réflexe de farfouiller dans tous les discours de Sarkozy et Obama pour vérifier s’il n’y avait pas des similitudes, et de le faire en quelques heures ? »

    confirmé par un forumer:
    par jansi (#6474)

    Pour confirmer l’article de Ndimby, il faut ajouter que Patrick Leclerc a balancé le plagia au Figaro avant même le discours. Coup monte tsotra Izao ! »

  34. Numero 2 des tendances sur yahoo search, le fery a qd mm deja porté haut le non et le renom de Madagascar.
    Je ne m’attarderai plus sur ce sujet.
    Je dis juste gars aux manipulations.
    Ndimby balance une trahison de rajoelina pour que les deux se braquent mutuellement et que l’un devienne l’opposant de l’autre… non, c trop facile!
    Peu importe qui a balancé quoi, c’est une HONTE pour un supposé pdt. Il ne fallait pas etre un journaliste pour se rendre compte de cette grosse connerie. Des ferus de la politique avaient remarqué l’arnaque aussitot que les phrases ont été dites.
    AUNCUN CREDIT A DONNER A UN GARS QUI A FREQUENTER LE TRANSITION.

  35. BOLOKY 1° est :

    => ex collabo du putschiste
    => candidat par procuration du putschiste

    toute prétention d’opposition ne serait que MYSTIFICATION

    Trahisonh mon oeil ,
    lapinou est à peine capable de distinguer « boeuf/carotte » pour soudards illétrés….pour distinguer la gauche de la droite.

  36. Izahay kosa indray mangataka ireto manaraka ireto:
    1-ny fodian’ny filohanay antanindrazana ing RAVALOMANANA Marc
    2-ny fialan’i ing Hery ao anaty ny 2ans
    3-ny fialanareo goaik’antitra ireo fa izay no nahavoa any DEBA nitavingina tao daholo ny DINOZORO POLITIKA
    4-mangataka ny analana indray an’ing ROLLAND R.
    5-mangataka mba ampidirana ireo TANORA ao anatin’izao tolona izao ary indrIndra ny MAIRE DE LA CAPITALE

  37. demande de LIBERATION DE TOUS LES PRISONNIERS POLITIQUES en priorité

    personne ne prend vraiment en charge leur défense : ILS PAIENT DE LEUR CONVICTION ET BONNE FOI…pour tout le monde !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *