MANDRESY DR ROBINSON, TSY MILA MIHAIKY RESY IZANY

dr robinsonNy kandidà Robinson Jean louis dia mbola tsy nanambara mihitsy fa manaiky ny fahareseny izy. Ny nolazainy nandritra ny valandresaka nataony ho an’ny mpanao gazety tao amin’ny foibe ny ao Ambomiandra dia ny hoe mahatoky ny fahendrena sy ny tsy fiandanian’ny CES izy. Nanambara koa izy fa azony ny fandresena satria misy ny porofo azo tsapain-tanana izay eo am-pelatanan’ny mpiaramiasa aminy, porofo izay efa napetraka teny amin’ny CES. Efa azo tanteraka ny fandresena. Noho izany, miantso antsika mpiaradia aminy izy ho tony ary tsy hahatoky vaovao tsy ofisialy.

Le candidat Robinson Jean Louis n’a jamais déclaré qu’il acceptait déjà sa défaite. Il a simplement annoncé lors d’une conférence de presse donnée à son QG à Ambohimiandra, qu’il fait confiance à la sagesse et à l’impartialité de la CES. Il a aussi affirmé qu’il est totalement confiant sur sa victoire car avec les preuves matériels que son staff possède, et qui ont déjà été déposées à la CES, la victoire est totalement acquise.

Ainsi, il appelle tous ses partisans au calme et surtout ne pas se fier à des informations non officiels.

45 pensées sur “MANDRESY DR ROBINSON, TSY MILA MIHAIKY RESY IZANY”

  1. Inona izany, ka raha tonga ny Fandresena dia efa MIOMANA DAHOLO indray HIALA TSINY amin’ny CES ???
    AOKA IZAY MAHERY, MAHAY NO HANDRESY E !
    Raha ny aty aloha dia efa fantatra hoe IZA ILAY mahay sy mahery 😉
    TONGAVA SOA E ! HANAO FIDINANA AN-DALAM-BE IZAHAY MALAGASY, fa toa ho velom-panantenana ihany raha mitohy izao. !!!
    UP Dr ROBINSON ! UP UP UP !

  2. Mahery n’y offensive médiatika n’y Foza- N’a ny titre ity article my dago ity dia ao anatin n’y stratégie offensive n n’y Foza. Raha tena Mahery dia tsy attitude défensive lava izao . Mitsagana lasa izao…..

  3. D ahoana reny resabe ao amn facebook reny hoe manaiky ny fahareseny sy niarahaba an’i FERY TONTA i JLR.Mila fanazavana haingana ny vahoaka fa tena difoitry ny sangodimpanina eee,eo koa ny mahakasika an’i Mamy RAKOTOARIVELO;inona marina ny tena antony nanalana azy,amiko matoa nizotra araka ny tokony ho izy ny zava-drehetra teto Dago mahakasika ny politika eo ko ny fidiran’I Neny dia noho ny ezaka vitan’i Mamy rakotoarivelo.Misy afaka manome fanazavana ve tompoko.

  4. « MIDI MADAGASIKARA » : Io ny anao ry Koto a !
    Jean Louis Robinson : Prêt à sacrifier sa vie

    http://www.midi-madagasikara.mg/wp-content/uploads/2014/01/J-L-Robinson-300×198.jpg

    « Démenti. La rencontre avec la presse d’hier a permis au candidat Jean Louis Robinson de mettre les points sur les « i » : « J’ai gagné. Je crois en cette victoire. J’en profite pour démentir les affirmations non fondées selon lesquelles j’ai déjà reconnu ma défaite en félicitant le candidat vainqueur. » Le Dr Jean Louis Robinson d’ajouter en confirmant : « Nous avons les preuves de cette victoire. Preuves que nous avons déjà envoyées à la CES et aux Chancelleries étrangères à Madagascar. Donc, je réitère que c’est moi qui ai légitimement gagné la victoire à l’issue du scrutin de 20 décembre. » Le candidat Jean Louis Robinson a lancé hier à ses partisans un appel au calme, à ne pas croire aux rumeurs véhiculées par ici par là. D’après nos sources, le candidat soutenu par la Mouvance Ravalomanana descendra au Magro Behoririka dans les prochains jours. A rappeler que l’ancien président Marc Ravalomanana a rencontré la Troïka à Windhoek (Namibie). Une occasion pour lui de présenter les preuves des fraudes perpétrées par le camp adverse. On attend les échos de cette rencontre qui a vu la présence de Roland Ravatomanga, chef de délégation de la Mouvance Ravalomanana.

    Recueillis par RAJAOFERA Eugène

  5. il est sûr…

    il a des preuves …

    il l’avait quasiment assuré lors des résultats partiels…

    Sans jamais effleuré la grosse magouille de la constitution même du CENI T :

    1) ATTALLAH ex conseillère spéciale de Hery

    2) GILBERT LEE , DELINQUENT INFORMATIQUE MULTIRECIDIVISTE extirpé rapido DE PRISON (ANTANIMORA)…
    …amnistié par Rajoelina (par la grace du St esprit car juridiquement ON N’AMNISTIE JAMAIS UN RECIDIVISTE !)
    …puis recruté dans l’équipe informatique du CENI T pour TRAITER LES ELECTIONS
    (il y a maznifestement intention d’exploiter les talents de voyou informatique de ce Gilbert LEE)

    Sauf votre respect docteur JLR : vous êtes encore enroulé dans la farine des INCOMPETENTS DU Q.G. !!!!!!!!!!!

    Cela fait 5 ans de NAIVETE INCROYABLE et vous n’avez pas le droit à de faire des exhortations naïves insufflées par un Q.G. qui semble n’avoir qu’un seul but : le retour de Ravalomanana négocié avec l’U.A. et non l’intêret du peuple que vous n’avez pas le droit de couillonner davantage (pas vous mais ce QG dépassé par les évènements…et affolé )

    La GREVE EST UNE MANIFESTATION POPULAIRE pour la que la MANIFESTATION DE LA VERITE SOIT

    Le CENI T , comme la C.E.S. sont truffés d’éléments AUX ORDRES OU ACHETES par Rajoelina et Hery : arrêtons le massacre voulez vous ?

    je commence à comprendre , tardivement, pourquoi le GTT a présenté des députés sous sa propre bannière.

  6. Cela dit le peuple A LA RESPONSABILITE DE SA DESTINEE

    qu’il fasse grêve ou non : il en a le choix LIBRE

    Mais après ACCEPTER LES CONSEQUENCES DE SON CHOIX

    Me concernant : je tiens a garder mon intégrité intellectuelle.

  7. Mbola any amin’ny resaka valimpifidianana ihany ve isika izao.Minoa ahy ianao fa ho resy mazava i Dr JLR.Tsy misy ady hevitra io.Na ny CENIT, na ny CES dia mino ve ny vahoaka malagasy fa hamoaka vokampifidianana hoe tsy mandresy i Hery Rajaonarimampianina???Diso izay mieritreritra hoe tsy handresy i Hery.Diso.

  8. Y en a qui sont frappés d’illuminations ???

    Misy indro kely ity :

    Matoa mbola MAHASAHY mamoaka io article io i Midi-Madagasikara, dia MBOLA NY ASAN’i MAMY RAKOTOARIVELO ihany no nahatonga io hivoaka , na benangy izy na tsia.
    Tsarovana kely, fa andritry ny propagande dia tsy nisaraka, ary tena nifanakaiky be izy sy i Dr ROBINSON.
    Mino fotsiny ihany an ??? saingy kely ny finoana e !

    ===> GBD : « je commence à comprendre , tardivement, pourquoi le GTT a présenté des députés sous sa propre bannière  »
    – » A LA BONNE HEURE !  »
    ny mpijapy no betsaka oa, ary mbola mangingina fa efa miandry train hivoaka ny atelier aloha izao. 😉

  9. Mivoaka ny train ? vao maika tsara.
    – Tsy mivoaka dia efa misy miandry toa an’ireo vao niala mangingina 😉

  10. Efa mandresy ko manina raha atao ny investiture,tendreo ny gouvernement PM Neny,
    Tsy aiko aloha atreto ze tena stratezie_nareo fa ny tsapako dia mpanao Ar100 ampandrina no betsaka

  11. Dr JLR

    j’espère de tout coeur que tout ceci aboutisse à la reconnaissance de votre aspiration.

    Mais :
    j’aimerais que vous méditiez , j’espère plutôt que ce que je vais écrire puisse vous inspirer :

    ==> le Pouvoir , c’es décider à la place des autres , vous n’avez pas encore le pouvoir , donc gardez toute distance et prudence quant à votre stratégie de conquête du Pouvoir : SVP ne DONNERZ PAS DE BLANC SEING AUX FOZAS qui ont encore le Pouvoir!!!!!!!!

    ==> « LE TYRAN N’EST GRAND QUE PARCEQUE NOUS SOMMES A GENOUX ! »
    Alors : SVP : MITSANGANA ! AFFIRMEZ VOTRE PERSONNALITE PAR RAPPORT AU Q.G. !!!!!
    Consultez et écoutez vos MILITANTS !!!!!

    APPUYEZ CLAIREMENT LE SENS D’UNE GREVE GENERALE

  12. NON à ce jour , à cette heure ; la victoire n’est pas définitivement acquise

    PAS DE BLUFFFFFFFFFFF , stratégie du Q.G . depuis 5 ans

    IL SUFFIT le Q.G.L de matoriandro, kalosa ,be mpiandry tsolotra…

  13. Tandremo fa mitady hanao tana-poza dokotera zany an!!
    Tena lasa mankaleo maharikoriko ny mpisera sasany eto an!!ny ANKAMAROANY.
    Sady FANGOLIKA TSIVANONA MPAMPANDRY ADRISA @ FISOLELAHANA SY NY TAHOTRA.
    MIHEVITRA OLONA DIA TENA VENDRANA NOHO IZIREO MIHINTSY ! IRETO RAJAKOM-POZA ,MAHONENA!!!
    EFA HAINAY FA EFA TSY HO ELA KOA ITY SERASERA ITY E!!!IREO NÖ TENA FANGOLIKA TETO,IZAO DAHOLO
    VAO TENA MISEHO MASOANDRO, MODY MIALOKALOKA AO AN-DAMOSIN’I DADA HATAO FITAOVANA HIVAROTA-
    TENA @ FOZA.
    TANY MASINA IO FA HO TSARAIn’i TANTARA EO DAHOLO e!!!!FANTATRAY NY AO AMBADIK’AREO FANGOLIKA REO E!!!
    MILA SORONA NY SATANA FA MAILO E!!!!TANDREMO RY TANARIVO !!MAILO! MAILO!!!!!!!!

  14. JEREO FA MIDIKA ZAVATRA BE DIA BE IRY MISY MILAZA FA:
    « VONONA NY HANAO SORONA NY TENANY i DOKOTERA »
    REHEFA TSY MANAIKY IZANY IZY DIA VONOINA AMIKO NY DIKAN’IO, ARY IRENY NÖ ZAVATRA
    TENA TSY AMPY FIHEVERANA SY KIBOKIBOIN’i MARINA KA MILAZA NY TSY HANONTANIANA.
    EFA IZAY IZANY NY ANTONY NIVORIANA TANY PARIS FA REFA TSY MANAIKY DOKOTERA DIA
    HAJEDAKA HANOMEZANA VAHANA NY FRANTSAY HAMOTIKA SY HANANDEVO NY GASY TOY IZAO??
    MAHONENA!!!!!TSY LASA LAVITRA ILAY TOE-TSAINA FA MIREFAREFA BE!!!!!

  15. Aiza ity HETSIKA ity ry Randrianiaina o ? Misy mantsy kintana manova malaky ny solon’anarana, moa ny mpanampy tosika eo ihany !
    Mbola mandeha tsara raha misy ny hetsika, fa toa tsy ampino intsony ny fisian’ity hetsika ity raha izao no fandehany kooo !

  16. Iza moa ilay niteny hoe : 3Hanao ny passation HOAN’IZAY LANY HO PREZIDA AH, amin’ny fomba malalaka aho RAHA TSY MISY NY FRAUDES ?

    Raha ny Dr Robinson ve manapaka ny hanao ny Investiture , tsy efa vita sahala amin’izay ? ary i Radomelina ve hety hanao ny Investiture hono ? Tsy mbola any mihitsy ny resaka Randrianiaina o ! Izao aloha dia mbola fanamafisana ny FANDRESENA no maika.

    Ry Patrick LELOUP izao miasa mafy HANDRAHONA NY C.E.S , hamono ny vady aman-janany indray angamba, raha tsy manmbara fa i fhery no lany.
    Tsara ho fantatra koa ny anaran’ireo miaramila lazain’ny HAT fa manomana korontana (misy mpanao gazety efa mahafantatra ireo anarana ireo), mba ahazoantsika mitsara raha ireo heverina fa miaramila manohana ny ara-dalana no enjehina.
    Toa ny olona manao resaka tsy lao-body isika raha tsy manaraka tsara, fa ny haparitaky ny foza mantsy izao dia hoe : manomana korontana ny andia-miaramila sasany, mba hihetsehan’ny tarik’i Baomba, hisambotra izay miaro an’i Dr ROBINSON.

  17. Ny tiako ampitahina Njara dia tsotra a!Mila manetsika aloha manao pressing reo CES reo,tsika mantsy toa bebe lazao fotsiny eto,ny mpitarika toa mampandry adrisa fotsiny,apre ny proclamation ny CES vao anetsika ON VERAS

  18. Tsy mitovy mintsy ny zava_miseho raha izao dia manao pressing ny ces,sy ny hoe:apre_proclamation_ny ces(@zany andro zany tendu be ny fifandonana)satria efa niteny reo(gl R.Ra8…etc) tany amboaloany fa tokony anaiky ze vokatra mivoaka eo

  19. Tandremo fa mitady hanao tana-poza dokotera zany an!!
    Tena lasa mankaleo maharikoriko ny mpisera sasany eto an!!ny ANKAMAROANY.
    Sady FANGOLIKA TSIVANONA MPAMPANDRY ADRISA @ FISOLELAHANA SY NY TAHOTRA.
    MIHEVITRA OLONA DIA TENA VENDRANA NOHO IZIREO MIHINTSY ! IRETO RAJAKOM-POZA ,MAHONENA!!!
    EFA HAINAY FA EFA TSY HO ELA KOA ITY SERASERA ITY E!!!IREO NÖ TENA FANGOLIKA TETO,IZAO DAHOLO
    VAO TENA MISEHO MASOANDRO, MODY MIALOKALOKA AO AN-DAMOSIN’I DADA HATAO FITAOVANA HIVAROTA-
    TENA @ FOZA.
    TANY MASINA IO FA HO TSARAIn’i TANTARA EO DAHOLO e!!!!FANTATRAY NY AO AMBADIK’AREO FANGOLIKA REO E!!!
    MILA SORONA NY SATANA FA MAILO E!!!!TANDREMO RY TANARIVO !!MAILO! MAILO!!!!!!!!
    AVELAO MBA HO EO FARA-PARANY NY TSIKERANAY E!!!EFA HAINAY FA EFA FOZA ITY e!!!!

  20. Dans une attente d’une telle ampleur, il me paraît normal que tout un chacun soit au bout des nerfs.
    Qui plus est, il y a beaucoup d’intox.
    Soyons calmes mais proactifs dans la communication.
    Il y a déjà beaucoup de pressions sur la CES pour la convaincre de procéder au recomptage des voix. Toutefois, jusqu’à preuve du contraire, elle pratique la politique de l’autruche et de la sourde oreille.

  21. Tena efa hadisoana lehibe ny nidiranareo ankolafy Ra8 tamin’io fiaraha-mitatatra ny tateza-mitatra io.Ka tsy misy afa-miala intsony fa samy tompon’andraikitra ianareo rehetra ireo na FOZA na SOABAKAKA na TANALAHY tsy haiko fa ny firenena aza korontanina intsony fa ianareo no te hiditra amin’io rafitra efa hita fa nomanin’ny Fianankaviam-be iraisam-pirenena io nefa eo ianareo no milaza fa manaratsy ny governora vehivavy Samoura Fatouma moa sa iza ilay anarany; Samy efa zanan-tany ianareo. Raha Ingahy Rajaonah Andrianjaka na r’Ingahy Rainijaonary no mitabataba dia misy rariny. Fa angaha moa tsy ianareo rehetra ireo no nanangana ny CENI-T sy ny CES. Niarahanareo nanangana io satria ianareo no niara-nanasonia ny fanaovana an’i Madagasikara ho zanan-tany t@ TONDROZOTRA noho ny fitiavan-tenanareo olon’i RAJOELINA sy RAVALOMANANA izay efa hita fa tsy mahomby nefa mihevitra fa ianareo no vaha olana nefa ianareo no tena olana. Ka za dia miteny aza korontanina intsony ny firenena fa hiteny ange ny farany izahay HENDRY mody voky eo anoloan’ny ADALANAREO manesika ihany e!
    Zao ka hoe mandresy Dr Jean Louis ahoana?? rehefa resy lety de mba mahaiza resy fa ialahy no te hiditra amin’io efa hita fa mpitsara miangatra io ka mbola miditra ihany! Sady voaporofo t@ fifidianana Solombavam-bahoaka fa hay tena efa malemy ilay ankolafy Ravalomanana fa eto Antananarivo fotsiny no mba matanjatanjaka. Ilay noheverina fa Valaka tanteraka araka ny tenin’i Maitre Lobo indray ity no nahatafiditra deputé maro kokoa ka raha valaka tanteraka ireny ve tsy efa tsy miaina intsony ny ao aoriany!

  22. Njara
    =>pressing ho an’ny ces ne tanjonaee,ra omeny an’i Hery zany ny fahefana dia aona,idina an_dalambeee??
    Andry R. zany miandry ny avokan’ny ces zany,satria izy nanangana anio,fa isika iandry inona zao ary tsy hita ze atao
    MAHEREZA HATRANY

  23. inutile de prétendre « faire pression » quand on n’ose pas encourager la grêve générale
    (NB grêve ne signifie pas émeute )
    (emeute = rotaka , ce que nous ne souhaitons pas )

    DONC QG DE JLR : ORGANISEZ LA GREVE , CONTRE POUVOIR CONSTITUTIONNEL!!!!
    ËTES VOUS IGNORANTS A CE POINT ???:

    on s’inscrit dans la stratégie perpétuelle de R8 : menuet , va et vient , bluff de communication et PSCHITT

    Il est dommage d’avoir cette peur bleue que R8 ne puisse rentrer

    Qui que ce soit l’élu : M.Ravalomanana ne peut que RENTRER APRES CES ELECTIONS

    Le contraire est impensable

    Ces menuets de caméléon de JLR : attendre les résultats de la CES sans broncher ???

    On rigole ou quoi ???

    C’est tendre la joue après la baffe des fraudes massives…

    * C’est triste pour tous ceux qui espèrent ,
    * C’est triste pour le peuple
    * C’est triste d’être condamné à rester REPUBLIQUE BANANIERE
    * C’est triste ces politiciens à la petite semaine qui se contentent de petite cuisine entre états majors des deux camps
    Je te donne une sucette , tu me donnes un bonbon !
    Au bout du compte : un coup de pied au cul !

    ===========> MADAGASCAR ET LES MALGACHES MERITENT MIEUX QUE CELA

    Notre société restera instable socialement : un peuple écrasé ne sait s’exprimer que par des rotakas
    Notre économie restera la proie de TOUS LES PREDATEURS ( multinationales + gouvernants hyper corrompus )

    Voilà ce que l’on prépare comme avenir du pays…….

  24. « IMPARTIALITE ET SAGESSE DE LA C.E.S. »

    eo ny matoriandro …

    Docteur :

    * attendre à la limite , mais sans déclaration glorifiante SVP !!

    * on fait ton dans l’ONIRISME AVANCE ??????????

    monofy mitsangana hoy ny psikiatra !!!!!!!!!!

  25. Fait on ATTENDRE SCIEMMENT pour gagner du temps ???

    est ce qu’un ACCORD SECRET n’aurait il pas eu lieu en NAMIBIE LE 7 janvier entre le staff Ravalmomzanana et la SADC ??????

    la MANIFESTATION DE LA VERITE NE SEMBLE PAS INTERESSER LE STAFF

    priorité au retour de R8 + quelques broutilles de postes accordés par ci par là ????

  26. Je pense que RAJOELINA essaie d’imposer des….CONDITIONS, à la SADC .
    .
    An-koatra izany vokisana tsara ny miaramila mba HANARAKA AZY : iretsy koa dondrona fa ny Officiers superieurs miakatra ihany na tsy tokony ho izany aza, fa ny miaramila tsy officiers superieurs potika saosy no omena dia iny fa mangina tokoa.
    Vokin’ny mofo sy akondro, dia roboka. Angamba koa maro ny miaramila miditra am-ponja satria tsy manaiky ny hanatanteraka BAIKO ?

    Ianareo miaramila no tena miantoka ny ho avy, ka mba asio kely fiheverana e : AZA MATIM-BOLA SY GRADE fa ny TENY NATAO sy NOMENA RAHA HO manam-boninahitra MBA TADIDIO !

    IZANY OA :

    Ny manam-boninahitra dokafana ho jeneraly be bokotra sy omena vola, fa ny sisa kosa VOKISANA akondro sy mofo dipaina.
    =====>
    Randrianiaina /
    FA HIANDRY INONA HOE ,,,??? Ny proclamation – CES vao hihetsika ???
    Fomban’ny GTT ihany izany ranagahy iroa a! Manao tati-reraka.
    Natao ho mba hijoro ianareo kay kabary ambony vavahady toy ireo Mpikabary ao @ Magro :Wawawawawawawawawawa ! sy fampanatenana, fa toy ny gorodao rovitra : ny feo tsy misy fa ny fihetsiketsehana no betsaka.
    Raha tena ampiseho ny tanjaka dia :

    ATOMBOY ny GREVE GENERALE – na koa ATOSEO MAFY NY GREVE GENERALE RAHA TSY SAHY FA AZA MANAO RESKA AMBONY VAVAHADY .
    Na koa alefaso, TARIO araka ny teninao ny hetsika ao Parisy ao e!
    ary TSY MIANDRY FA…..IZAO NO IZAO………

    S’IL Y EN A UN QUI GAGNE DU TEMPS? C’EST RAJORERIN’ALIKA.
    autrement dit, Hery a tout le temps de voir venir les aides qui vont venir de ceux qu’il vient de consulter à Paris.

    C’est MAINTENANT ou JAMAIS……. LA GREVE GENERALE…
    Si ça se trouve le hery est entrain d’acheter les futurs chefs des Institutions qui DEVRAIENT ….REFUSER SES PROPOSITIONS. lES NOMINATIONS des nouveaux jeneraly ne sont pas anodines, p’tete bien que les militaires vont gerer les affaires qui risquent de conicer à cause d’…..UNE GREVE GENERALE.
    Ceux qui attendent ne font que kabary ambony vavahady.

  27. -TAPEZ SUR RATSIRAHONANA
    -SUR LES MILITAIRES qui vont appauvrir encore plus la Nation, au lieu de se fustiger indefiniment.
    ON LEU FAIT CONFIANCE : point barre…..et
    PREPARONS ACTIVEMENT LA GREVE GENERALE…TOUT DE SUITE…. RANDRIANIAINA….
    OuBLIONS LE…OU les SILENCIEUX GTT.

  28. Les journaux font état de montée en grade +++ comme des petits bonbons en ce moment

    Il est clair que l’on met en place des vendus bis comme SARLA BE ….

    C.A.D.corruption et continuation de l’esprit « potsista » de Rajoelina : toujours ACHETES LES POURRIS et les tenir prêts pour toujours plus de violence et d’intimidation

    C’est le staff qui est critiqué , mais JLR est un « grand garçon » puisqu’il accepte la candidature à la magistrature suprême
    ===> il a aussi la responsabilité de ne pas sortir des énormités dans sa communication ,
    comme sa foi en « la SAGESSE (??? notion morale) et en l' »IMPARTIALITE » de la C.E.S. ( excusez du peu : on ne souhaite qu’y croire)

    je ne me fie pas aux apparences …ces ELECTIONS A LA HUSSARDE ne sont qu’apparences

    Mazis je veux encore bien croire que ce fut un passage obligé pour que M. Ravalomanana les eut approuvées en se faisant tirer l’oreille par la SADC ……..

    andrasana hoatry teraka césarienne….

  29. Tsy mpikabary izahay Njara a,ary raha ny sitrapoko,dia efa ela no nidina andalam_be,tsy mbola nivoaka akory ny teny @cenitatra d’efa niteny aho teto hoe: »ndao anao meeting eny Alarobia(cenit) »nisy namaly teto t@zany hoe aleo iandry ny resultat ces…

  30. Mba mangataka an’i Njara ijery ny archive,zao ndray za miteny hoe: »NDAO ANAO PRESSING NY CES tout le moyen »,mbola misy milaza ihany hoe aleo iandry ny »proclamation ny ces ».Mora kokoa ny ady raha izao no manao »meeting »
    SAHIA MITAKY NY MARINA

  31. ka inona ary ny vaha olana arosin’ny zaio e! mba omeo hevitra ilay vahoaka fa aza dia faly mitsikera e! io efa fomba malagasy tena ratsy e! mitsikera fa tsy mihetsika ,ka ambarao mba ho zahana.

  32. Aza marary saina wa nareo manraaka an RJL reo, ef we ts possible ho filoha mihitsy wa zany mpanambany olona zany iiiii, tsy aleo ve Hery iany na nangala-bato aza nef tia ny vahoaka rehetra izy, toa izay RJL tsy mpangala-bato kanefa kosa tena mpanambany ny tsy manana sy ny mahantra, ra RJL no filoha zany de filohan ny manana irery izy kou, fa ny FOZA ORANA MAHANTRA KELY araka ny teneniny kosa de jeren ny havany eo, ita miits hoe RAVALOMANANA no aoriany, mpanambany sy mahay vava, kanefa dia vavan ny olona mamo lava fotsin tsssssss

  33. Nisy nolazain’i Vonifanja izay tany aloha tany hoe tsy nihetsika ny mpiasampanjakana ..sns . Samihafa ny taloha sy ny ankehitriny. Taloha io foza DJ io nilaza fa hanao zava-mahagaga (menaka 2000Ar ny litre …ets) dia nilaza fa hampiadana ny Malagasy fa tsy niadana hono ny Malagasy t@ androndRavalomanana. Dia nisy ihany ny olona ohatry ny niandriandry hoe ho avy izay fahagagana izay. Indrisy…fahoriana pdt 5ans tsy misy ohatr’izany.

    Amin ty indray mitoraka ity dia hitsipaka ambavafo io putchiste io ny malagasy ary ho henjana lavitra sy ho rapide nohon’ny t@ 2002 ny greve générale tsy ho ela eo izay hampidaraboka haingana io régime foza io. Mila mihetsika fotsiny tsika dia izay.

    Te hamaly an’i Jean Claude koa aho. Ny dikan’ny hoe Foza orana @ izao contexte izao dia tsy resaka saranga velively . Misy manankarena be tampoka izay foza orana ary misy mafy ady be nefa tsy foza orana. Tsy azon’i Jean Claude ilay resaka !!!!. ny- hevitry ny foza orana @ izao dia ireo mpanapotika ny firenana ka nahatonga izao fahasahiranana be izao. I Andry Rajoelina no Foza orana satria mpanapotika ny firenena dia foza orana koa ireo mpanaradia azy sy izay rehetra mitovy toe-tsaina aminy.

    Ny vahoaka tsy mandady arona izay maro an’isa no nanome andry zareo io anarana foza orana io satria efa tsy tantin’ny vahoaka madinika sy ireo sahirana ( a 95%) intsony ny fahantrana sy ny tsy fandriampahalemana.

  34. Jeren’i Jean Claude, i Camille VITAL sy KALETA dia foza taloha fa @ izao fotoana izao ry zareo tsy foza intsony. Ireo olona ireo anefa dia fantatrao tsara ny toerana misy azy @ fiaraha-monina, tsy mahantra velively fa tena manana ny maha -izy azy. Jean Claude koa raha ohatry ny foza dia mbola afaka miova toe-tsaina dia lasa tsy foza intsony, mbola tsy tara izao. Resaka changement de comportement fotsiny io ra Jean a!!

  35. Ataoko hoe Jean Claude hianao na dia ranabavy Denise ihany aza no miova pseudo lasa Jean Claude indray androany.

  36. Denise ne se casse pas la tête du moment que son kirioly Grondin peut leu acheter du rhum ou du betsa betsa …………..

  37. Asa, raha voamarikareo ny fivelatry ny tanana sy ny rantsan-tanana roan’Andriamatoa Robinson ?
    Tsy mampahatsiahy anareo zavatra hafahahafa ve ?
    Efa manao ny fiarahaban’i Andry Rajoelina izy !
    Ny inconscient no manosika azy hanao an’io.
    Efa manohana an’i Hery Rajaonarimampianina sy Andry Rajoelina izy fa dia afoizo !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *