Me HANITRA RAZAFIMANANTSOA : NOVETAVETAIN’NY CES NY LALÀNA MALAGASY

ME HANITRA R

ME HANITRA RMaro antsika hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa androany Sabotsy 18 Janoary 2014 teny amin’ny kianjan’ny finoana Magro Behoririka no tsy nandinika sy naheno ny didm-pitsarana navoakan’ny Ces. Tao anatin’iny didim-pitsarana iny dia novetavetaina ny lalàna malagasy. Natao tsinontsinona ny lalàna fa rehefa tsy ialinareo io lalàna ireo dia rovito any. Miankina aminareo Ces hoy izy ny ho avin’ny malagasy. Malahelo isika hoy Me Hanitra omaly fa natao tsinontsinona ny lalàna. Tomponandraikitra amin’ny zavatra mety hitranga izy ireo. Efa niteny izahay teto hoyizy fa izahay miaraka amin’ny dokotera Robinson ary tsy misaraka amin’ny vahoaka ka izy misy anareo dia misy anay. Hatramin’ny omaly hoy ity mpanao politika ity dia misy olona 30 izay mahay mitifitra nalefa hanakorontana antsika. Androany hoy izy dia ho teneniko ny mpanelanelana , efa nisy olona nitsangana vavolombelona nilaza mazava teo anoloan’ny ambasady hoe izaho tenako no nanome chéque an’I Chissano tamin’ny 2010. Amin’izao fotoana izao dia nihazakazahana ny namoahana ny didy, ny fitokanana fa ny antsika dia dokotera Robinson ihany. Tsy mbola ireo hoy izy isika rehetra fa miantso ny vahoaka rehetra izay mangina,  any an-trano any  mila mivoaka isika hanatevina ny eto fa ny vavahady efa misokatra ary ny safidintsika arovantsika.

17 pensées sur “Me HANITRA RAZAFIMANANTSOA : NOVETAVETAIN’NY CES NY LALÀNA MALAGASY”

  1. KA HETSIKA SA TSY HETSIKA ISIAKA MIARAKA AMINY ROBINSON/RAVALOMANANA ARY INDRINDRAINDRINDRA NY MPITARIKA ROBINSON.FA RAHA NO ATAONTSIKA NEFA TSY MISY FIHETSEHANA ATAO DIA ETO FOANA ISIAKA NA FOLO TAONA DIA TSY HO TAFAVERINA ETO ANTANINDRAZANA INTSONY I DADA RAVALOMANANA, ARY MISY DIKANY IZY MATOA MITENY WOE:AROVY NY SAFIDINAO, RAHA AMIKO IZANY DIA MIDIKA WOE MIHETSIKETSEHA AMINIZAY HIANAREO.

  2. Cinq années de gouvernement putschiste :

    ==> vous vous doutez bien qu’ils n’avait pas croisé les bras pour POURRIR TOUS LES ROUAGES DE L’ETAT !!!

    Vous savez que nous avons UN ETET DE NON DROIT

    Avec des ELECTIONS BIDON FRANCCAFRICAINES : qu’espériez vous ??????

    * Il faut SAVOIR LUTTER AUTREMENT

    * SUR D’AUTRES PLANS

    * AVEC D’AUTRES MOYEN?S

    * AVEC D’AUTRES HOMMES

    DANS UN COMITE à fonctionnement démocratique ,
    au sein duquel doit exister la VRAIE CONFRONTATION D’IDEES , mais non seulement des orientations téléguidées d’Afrique du Sud

    soyons réalistes et terre à terre

  3. Sady kivy aho no malahelo ary koa tezitra,ajanony rehefa iandry miracle,mitadiava olona tena azo antoka alatsaka ho BEN’NY TANANA ANOME ALALANA IGREVY ENY AMBOHIJATOVO F AO NO MISY NY FANAFODY

  4. raha vao hetsika ao Tana Ville dia efa tsy tafa fa efa feno zava-bori2 ao,
    sady masika ny alika raha vao ao no mietsika, ento daholo ny baiboly masina .
    Ny an’i sasany moa fozaorana no entiny koh! mety koa fa zavamasina no mety handroahana ny devoly
    indrindra ao @ ville iny.
    Ary mba aiza marina ry Avoko e???de ho sanatria koa ve???
    Andriamanitra tsy andrin’ireo endrasantsika foana , efa voalaza fa ny tanan’ Andriamanitra no hanala
    ireo eo.Tsy maintsy mandresy ny marina

  5. Mety aloha le ts midina an-dalambe satr atody miady amam-bato ka ts maints his ra latsak. Mpianatra aza moa sahin zareo ny nitifitra azy.
    Aleo atao manara-dalana araky ny foto-kevitra efa nijoroana atr@ zay ny fitakiana sy ny fanoherana.
    Ef rerak iany koa ny vahoak. Tokon mitady paik’ady vao2 fa ts voatery mankany @magro fona.

  6. Tsotra ny paikady
    Entano ny ao atsimo, reseo lahatra ny ao avaratra, aza avela hatoritory ny ao andrefana, antsoy ny atsy atsinana. Lazao azy fa mila azy hiaro ny safidintsika izay nahodikodin’i fery vaovao.
    Ampitomboy avo roa heny fotsiny ny eo amin’ny magro dia vita vetivety io.

    Betsaka mantsy ny olona no mitady hijanona any an-trano malahelo sy miandry izay onjany fotsiny. Araka ny mahabetsaka antsika no handresentsika haingana.

    Samia manaiky ny toromariky ny mpitarika, fa ny manaonao foana tsy misy mpitarika tafiditra anaty vovon’ny mpanongam-panjakana fotsiny.

  7. Ty zo ty tena tsisy jery,raha itombo avo 2eny ny olona tsy efa any ivelan’ny fefy ve zany,milaza matoky an’A/tra nefa tsisy finoana ho itako eo zany fandresena tsy ivoaka ny MAGRO zany

  8. Tonga de action avetrany fa tsy ilaina vavany tsony. Mindry zay e! Omeo basy zay itifiranay irei miharamila sy zandary miseo mafy be hireo e! Mendrika vonona ho faty any re fa mpanapotika ny tanindrazana sy fahavalom-pirenena.

  9. Mangataka anao mitàna micro io, rehefa novetavetain’ny CES ihany ny Lalàna malagasy, mangataka anao hiteny amin’ny vahoaka fa tsy hanaiky ny legislatives !
    Lazao amin’ireo olom-bitsy « voafidy » mba tsy hitenena hoe « voavidy » koa, fa tsy azo ekena iny fifidianana iny !

    Na ianareo ho deputés mal élus, na malhonnêtes ! Aminay ianareo dia mbola tsy députés raha ny fandehan’ny raharaha no jerena !

    Aza atsipy any amin’ny Dr Robinson ny fitaritana ny tolona sy ny voka-dratsin’ny fanaovan-tsonia !

    Tsy anjarany irery ny hizaka sy hanarina ny lesoka rehetra nataonareo atramin’ny 2009 !

    Tsy azo foanana izany ny movansa Ravalomanana satria tsy mbola vita ny adidinareo, tsy inona izany fa ny fiarovana ny zoan’ny vahoaka malagasy !

  10. KM

    aza manonofy

    tsy misy zava-banona eo raha vtsy manao PROTESTATION PAR DEMISSION ireto députén’ny movansa ireto !!!!!!!!!!!!!!!

    ZA mino fa betsaka amin’izireo tia sosy ,alehony mifikitra seza toa izay hitsangana izany !!!!!!!!!!

    Efa fantatra

  11. malefaka !

    miandry baiko tsy hita !

    mino fontsiny !

    matahotra latsa-drà !

    vonona milefitra vao misy jiolay mitana kalachnikov !

    ny fara sy dimby dia havelà hijaly mandrak’izay aminy fanandevozany izay besandry sy loam-botao !

    tsy ho afaka rahovina intsika hoatry ny kolony tssotsska taloha hoatry ny Algérie , na Viet Nam !

    toan-tsaina « loser » lahotra…mitabataba betsaka fa tsy anketsika….
    ……miandry ny anjo !

  12. azafady é!! hita mihintsy izao fa ianareo zao no mpametaveta ny MALAGASY,milaza zavatra tsy marina.isaky ny Birao mpifidianana dia nanana solontena ianareo,marina sa tsia??? ka ny lohan’ny mpametaveta dia ny mivadika rehefa tsy ami’ny lohany, te ho marina hatrany; taratry ny toetran’ny dadanareo tsy mahataty resy ary VALIFATY hatrany.Aoka izay é, resy dia mipirina.Rtoa Lalao o!!ndeha vonjeo ny vadinao dia ataovy any ny fiainanareo ary adinoy aty é!! ary nareo zanany tsy mahafoy,izy anie milliardaire ka mangataha frais dia any manoro-ponenana é.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *