ME RAZAFIMANANTSOA HANITRA : TSY AFA PO IZAHAY RAHA TSY MODY I DADANAY

hanitra

hanitraNy raharaham-pirenena tsy miandry hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa teny amin’ny Magro Behoririka androany na dia mbola tokony hamangy ny fianakaviana aza ny tenako ary torak’izany ihany koa ianareo amin’izao taona vaovao izao. Tsy adinony araka izany ny niarahaba ny vahoaka mpitolona teny an-toerana noho ny fahatratrarana ny taona vaovao izay.Tonga eto izahay ampahafantatra ny zavamisy. Niatrika fifidianana isika hoy izy ka tsy arakaraky ny vokatra eo am-pelantànantsika ny vokatra havoaka any anona any. Aleo isika miteny mialoha dia manasa tànana rehefa misy mitranga eo. Misaotra antsika rehetra hoy Me
Hanitra nifidy ny dokotera Robinson sy ireo depiote. Raha nanao iny tondrozotra iny isika hoy izy dia zavatra roa no nahatonga iny, ny voalohany dia ny fivoahan’i Madagasikara amin’ny krizy, ary ny faharoa dia ny fanaovana fifidianana mangarahara. Izay ve no zavamisy amin’izao fotoana izao hoy ny fanontaniana napetrany? Be dia be ny zavatra tsy mety na dia  tamin’ny fihodinana voalohany aza. Fangalaram-bato mihoam-pampana no nisy tamin’ny fihodinana voalohany. Ilay kandida mpifaninana amin’ny dokotera Robinson hoy izy dia tokony ho laharana fahatelo fa nangala-bato. Madagasikara no sambany erantany raha io tsy tokony hanao fihodinana faharoa io no lasa filohampirenena. Mivavaha mafy isika hoy ity  mpanao politika ity mandram-pahavoakan’ny Ces ny didy. Raha sanatria ka izay no mivoaka dia arovako ny ahy ny safidiko. Tamin’ny taona 2002 dia niaro ny safidy isika ary amin’ity indray mitoraka ity dia tsy ambakan’izany. Efa noteneninay hoy izy fa be dia be ny zavatra tsy mety ary nandritra
ny telo andro sy telo alina izahay tsy natory fa nikarakara ny taratasy fitoriana. Ny antony be loatra ny zavatra tsy manjary ary tsy
mampino fa mampihoro-koditra ny zavatra natao tany amin’ny PV. Raha maimaika hoy Me Hanitra ny hamoahana ny voka-pifidianana dia tsy nojerena ireo fitoriana nataonay. Raha mjery fotsiny anefa izy ireo dia mahalala fa tokony ho disqulafié io rangahy io ary aleo averina ny fiffidianana. Ankoatra izay dia nambarany fa efa mandeha ny fampitahorana anay fa hosamborina raha midina an-dalambe, avela izahay hoy izy hampihorohoroana any fa izahay eto ihany.Manomboka rahampitso dia mitondra olona zato avy isika eto ankianja. Raha sanatria hoy izy ka fahamarinanan no maharesy antsika, akory atao fa ny vato eo am-pelàntanantsika dia mandresy amin’ny 55% ny dokotera Robinson. Ra tsy mody i dadanay hoy Me Hanitra dia tsy afa-po izahay.

38 pensées sur “ME RAZAFIMANANTSOA HANITRA : TSY AFA PO IZAHAY RAHA TSY MODY I DADANAY”

  1. Quel que soit le futur immédiat : le retour de Marc Ravalomanana est incontournable politiquement !

    Pour l’instant restons TENACES DANS LA GESTION DU CONTENTIEUX ELECTORAL
    dont les foza craignent l’effet réroactif….

    Et par ailleurs ,

    il convient de faire des contre-feus pour démolir les campagnes de DESINFORMATION ET D’ATTAQUES tous azimuts des foza par biais médiatisé SVP

    ex : démollir l’immage de JLR, de sa femme , comme ils avaient essayé de démollir R.Ranjeva et sa fille (SANS AVOIR JAMAIS REUSSI)

    Les « sacs de vomi » dévalent sur la place publics , des rumeurs indignes de politiciens..
    …dont seuls des esprit les voyous sans foi ni loi font usage.
    Méthodes d’AL CAPONE !

    PRATIQUES SCELERATES qui méritent des recours en justice pour diffamation.

  2. Quel que soit le futur immédiat : le retour de Marc Ravalomanana est incontournable politiquement ! >>> Tout à fait d’accord même La France l’a promis.

    … Mais la condition derrière : PRM Ravalomanana ne doit pas faire de la politique pendant 5 ans mais on lui rembourse les pertes de 2009 … en contre parti !

    Que dites-vous de ces contraintes ???

  3. Rajoelina VEUT absolument que l’on EXECUTE SES DESIRS !
    Le probleme c’est que la partie adverse : Avana-VOT-VAmi…………. sont peu nombreux pour voter le contraire. Manque de Solidarité aussi .

    Mais personnellement, il n’y a pas urgence quand au retour de Ra8, bien que c’est dur pour lui. Mais Rajoelina n’a pas à poser des conditions, car il sait tres bien que Ra8 risque de devenir PM ou Ministre des Finaces ou de l’economie au moins.

    A mon avis l’on met la charrue avant les boeufs.
    FAISONS TOUT d’abord que Robinson arrive au pouvoir, le reste suivra.

  4. Le discours de « tnn-Patrick rajoelina » nous n’avons rien à faire……
    Tout comme GBD, tnn NE VAUT PLUS LE COUP, il montre le diable-caché qui etait enlui :
    L’on parle au minimum des fraudes massives – des depnses causées par leur venue en France, et l’utilisation des helicvo, et les Tontons flingueurs, et mais pas un mot du TGV-Hitler, qui a donc apparemment (confirmation???) acheté d’avance les containers de Lacrymo pour mater la population.
    Pas unh mot des Observateurs issus du rang de l’OIF ou de la COI ou de l’UA.Surtout pas.
    C’est bien un brin de causette qui s’est passé avec le copain PATRICK RAJOELINA QUE tnn ressort.
    Encroe une fois, j’invite :

    les GTT et tout autre association connue à
    PREPARER LA DIVULGATION D’UNE GREVE GENERALE
    AINSI QUE
    que DE pousser les MPANOHANA NY ARA-DALANA à s’unir pour une fois.

    VOILA CE QUE NOUS DEVONS FAIRE AU PLUS VITE.

  5. L’application de l’article 20 de la feuille est répétée se faire sans aucune condtion , c’est-à-dire ne doit dépendre d’aucun évènement politique ni avec l’autorisation d’une autorité ni assujetie à une autre disposition.
    Soulignons mordicus et farouchement que la cour électorale spéciale a la plénitude de jugement ,qu’elle peut tout juger notament de juger tout recours ( plainte) ayant trit aux élections.
    ELLE NE REFUSER DE JUGER TOUTE REQUETE DEPOSEE PAR UN ELECTEUR VICTIME D’UNE ERREUR OU DE LA VOLONTE DE MANIPULATION LORS DU COMPTAGE DANS SON BUREAU DE VOTE : C’EST LE MINIMUM MAIS INCONTOURNABLE DE LA MISSIN DE LA CES .

  6. RAPPELLONS QUE TOUS LES JUGEMENTS DE LA CES SERONT EFFECTUES AVEC LA PRESENCE DES AVOCATS DES PLAIGNANTS !

  7. amboary @zay ny saina ry zanaka dada reto fa nandresy t@ ny fomba manara penitra i dokotera,ary tratran ny Robinson matavy mihitsy ingah R8 satria tsy ho filoham pirenena mihitsy no tanjon’ny AVANA sy ny ekipany fa ny ahazoan’ny volabe avy any afrika atsimo fotsiny,ary mbola mirotsaka ihany ny vola avy any @ zao hikaramana ireto faux temoignage reto ,zara ny AVANA aza tsy lany i robinson sao dia misy suite ny vola efa transferé any maorisy…En conclure c’est une grosse ereur de la part de r8 de choisir Robinson comme candidat,tsy ohatran izao mihitsy ny vokatra raha Davidson andriamparany na Mamy rakotoarivelo na i botozaza ny candidat…aza mirevy ntsony zany fa dimy taona ndray zany an dada

  8. Tu as raison Njara. TNN a dévoilé son vrai visage. De toute façon, ce journal prétend être basé à Madagascar… Comment peut-il émettre des critiques à l’encontre du petit roi dj tout en étant assis tranquillement devant son ordinateur? TNN aurait dù avoir les FIS de p ute au cul depuis longtemps sans l’aval du dj. Maintenant que le journal TNN a reçu le deuxième et dernier volet de sa paie, il fait pousser ses pinces de crabe.

  9. Aleo isika tanora iditra bebekokoa @ty tolona ty,ny adve jeune,aleo samy jeune no ifampitady eto reo zokiny reo ho mpanolo_tsaina
    Atsangano ny association aza mangatak’andro,ao mydago mafantatra ny adres

  10. nY PROBL RY rANDRIANIAINA DIA :
    iza NO HANAGANA ILAY aSSOCIATION A ,,
    – Raha misy Association TOKONY hanagana dia ny GTT ihany, saingy……….SAINGY hoy aho :
    GTT misy « lohany » fa tsy ity GTT malazolazo ity .Misy Filohan’ny SOUTIEN DU AVANA et du DR Robinson any ANNEMASSE.
    Nahoana moa no tsy hatonina io olona io ??? Misy ihany olona mahavita azy anie ao @ GTT e ! saingy Mavozo sy manao ARA-DALANA NY MARO fa mitsingevaeva nefa be vava sy miseho ho « izaho ». RY Patricia Lehmann mahavita azy – misy hafa koa toa an’i N…SON indrindra indrindra.Ireo izay napetrapetrak’i Eliane.
    Misy email ao @ lafy8, izay azo atao ho fifampitàna hafatra na email, na hafa koa, NA TSY HANORATRA AZA: TSY MISY QUOI ! fa ilaina ny mifandray. Efa misy mifandray an-tsoratra amiko ka izay te hifandray dia vonona aho HAMPIFANDRAY anareo AMIM-PAHATOKISANA, satria ANTI-CRABE ny aty .Mba efa misoritra ihany angamaba izany eo amin’ny lafy8 ????
    My Dago tsara raha afaka mampifandray nefa efa nanandrana izahay fa toa olana be .
    Raha afaka moa izy dia vao maika tsara raha manao FILAZANA.

  11. Ato ihany tsika no mifampita dia manokana fotoana,manao tabl rond e,de mivory dia manangana bureau,sady fifampiarabana tratry ny taona eee
    Matoky aho fa vitatsika zany eee

  12. Randrianiaina ce serait l’idéal…

    n’est faisable à Paris et sous réserve des disponibilités de planning de chacun.

    En revanche passer par la rédaction de mydago pour éviter les infiltrations de foza….

  13. VELESO NY VY DIENY MAFANA E !

    Manao dieny malaina, fa rehefa mazoto TSY AFAKA INTSONY.kaa ATOMBOY ary hoe ny FIFAMPIATANA ???

  14. TOVO

    avait sorti un communiqué de MEDIAPART sur les élections présidentielles à Madagascar

    un certain LI GILBERT condamné multirécidiviste POUR DELIT INFORMATIQUE ,

    ==> sorti prématurément de prison

    ==> amistié (comment et pourquoi ?)

    ==> RECRUTE PAR ATTALLAH POUR S’OCCUPER DES ELECTIONS au CENI T !!!!!!!!!!!!

    ==> ce Li Gilbert a notamment manipulé et complètement renversé les résultats de concours à la magistrature !!

    ===> DELINQUANT INFORMATIQUE , SPECIALISTE DANS LA FRAUDE : voilà le curriculum vitae retenu par Attallah à bon escient !!!!!!!

    C’est bien plus que les fraudes françafricaines bien connues : il s’agit bien d’ORGANISATION DE MALFAITEURS

    SVP mettre sous le nez de Ranjeva etr Currin ce résultat d’INVESTIGATION DE MEDIAPART

  15. Blog de PHILIPPE DIVAY de médiapart : 2 janvier 2014

    DIFFUSER DIFFUSER

    REMONTER AU QG de JLR

    Qui peut apporter chez MEDIAPART la liste de l’Union Africaine reprenant le nom de Hery Rajaona etc…etc…, personne sanctionnée comme membre de gouvernement putschiste !!!!!!!

    AVIS AU GTT , merci

    idem le fait qu’ Attalah était une proche collaboratrice de Hery dans son ministère !

    GREVE, SCANDALE , RECOURS : il faut faire feu de tout bois pour dégommer à tout prix ces putschistes et filleuls de putschiste qui utilise la grosse batterie scélérate digne d’AL CAPONE !

  16. Mba isoroana ny mpitsongo_dia sy mpamadika,dia tsy raisina aloa manomboka eto zay vao miditra rehetra,fa raha misy kosa olona azo antoka ento fa tsy manina e
    Avy eo isika samy mitondra olona 5 avy de ahotr’izay atrany atrany
    SAHIA FA FOTOANA ZAO

  17. 15 Janvier no voalaza ho fotoana hamoahana ny RESULTATS OFFICIELS.

    RAHOVIANA NO HITSANGANA NY BIRAO VAOVAO ? ary iza no hanapaka izany ???
    ary aiza no hivoriana ?

    Miangavy an’i Mydago HAMPIFANDRAY NY MPISERA MATOTRA.

    Tsy i MyDago no hanoratra any fa TOKONY hangataka amin’i MyDago izay te-hifandray, dia mba hita eo ny IP sy emailn’izay mangataka hifandray.
    AOKA HILAZA MAZAVA ETO na mba ENY na TSIA izay hevitra izay.
    Asa izay fiheveranareo izany ?

  18. Manainga antsika namana rehetra any Antsirabe,Melaky,Miandrivazo sy any @ toerana maro samy hafa mba ho vonona iditra @ io fikambanana io zay maro nangataka,ampitao any ny afatra samia mifampilaza
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE FA FOTOANA IZAO

  19. MBA ASIO FEHIM-POTOANA NY HANANGANANA NY BIRAO.
    Raha mbola ho ela tsy mety intsony nohon’ny fehi-potoana ilaina hanaovana ny FAMABARANA OFISIALY.
    Mazoto aho raha ao P.Leh…. sy R……SON.D. ENGA ANIE KA HO HITAN’IREO ITY .

  20. =>Njara
    Aza mametraka « condition »maro aloa fa any @fivoriana vao manao tosakevitra.Ao mydago ampifandray antsika aza ela e fa raha tsy izany ho afficheko eto ny num_phonko,vonona aho hitarika aloa mandrapahavita ny fiaonana

  21. Merci Tovo

    Ahoana koa raha taitin’i GTT : AMNESTY INTERNATIONAL?
    (mieux que gna gna gna ….des droits de l’homme , avec beaucoup de carriéristes…)

    Amnesty a souvent des interventions percutantes à l’ONU ….

  22. TVPLUS s’exprime enfin démocratiquement , espérons que TOUTES LES INSTITUTIONS OFFICIERLLES DE L’ETAT ou non oseront s’exprimer librement ainsi , sans crainte des censures ou menaces habituelles de ces gouvernants voyous

    C’est une preuve de RAS LE BOL GENERAL DES PRESSIONS ET EXACTIONS DE TOUTE SORTE

    Espérons que LE COURAGE DE DIRE NON s’exprime partout , non à l’autotitarisme orange(autre usurpation de symbole) pour mieux imposer les diktats pour ses INTERETS PERSONNELS ET AMOUR DU POUVOIR A TOUT PRIX pour :

    ==> SE SERVIR

    ET NON SERVIR !!!!!!!!!!!!!! .

  23. =>Rirama
    Tsika marary fo fotsiny mitanisa,samy efa mahalala an’izany eny atramin’izao tontolo izao aza,tsy vita ny mitanisa fotsiny fa mila manao zavatra.Efa misy fandaminana iarahan_tsika @my dago ka mirosoa,
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE

  24. RANDRIANIAINA

    Aiza no hanohizana ity resaka natomboka ity ?
    Zfa saika very aho teo nitady azy. Angamba koa efa mitohy any an-kafa, ka mba ampo aho hoe aiza indray no mitohy ????
    Misaotra e!

  25. C’est sympa de penser association ou comité.

    Mais dispersés comme nous sommes , sauf pour ceux qui habitent Paris , il ne faudrait pas que cela devienne une usine à gaz..

    Internet a l’avantage de recueillir le maximum d’info et transmettre chaque fois au QG de JLR par exemple(mais là il faudrait un référent).

    Internet est aussi un outil de pression dont il ne faut pas négliger l’impact.

    Même dans un Etat despotique comme la Chine , les opposants au régime sont arrivés à faire annuler des exécutions par exemple !

    Ne pouvons nous agir pour nos PRISONNIERS POLITIQUES par exemple ??

    Par le recueil de nos informations , grace aux investigations( à caractère politique, économique, internationaleetc ) de chacun , nous pouvons constituer un PRESS-BOOK qui peut servir de bombe à retardement …contre toute oppression.

    Ce comité pourrait il gérer ce press-book?

    Ne ferait on pas doublon avec le GTT ?

  26. Njara
    Aza mataotra fa mande avy atrany ny asa rehefa misy vonona,tsy mila mameno any coliesium vao aneo evitra misy vonona na 10 aza dia ROSO ZAO TSA MPODY KOA,efa miezaka mandamina zay fomba rehetra atanteraka izany ny tenako zao
    SAHIA MANAO DINGANA

  27. Mahery fo ianao Maitre Hanitra, miaiky izahay ary mahereza hatrany hatrany hikatsaka ny tena marina izay nahodina sy nototofana lainga efa ho 5 taona izao

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *