MIOMANA AMIN’NY FITSENANA AN’I DADA ISIKA

IMG_0008Mihazakazaka ny raharaham-pirenena hoy ny Andriamatoa Hilarion androany teny amin’ny Magro Behoririika. Ny fahalalako azy dia mankany amin’ny tolona niaretantsika nandritra ny dimy taona. Betsaka ny resaka mifamahofaho  hoy izy eto amintsika. Momba ny Kmsb ho an’ny fifidianana filohampirenena dia vita iny fa ny Kmsb ho an’ny depiote tsirairay no misy. Tsy fantatsika hoy izy izay avoakan’ny Ces amin’io herinandro io, na handainga na hilaza ny marina. Efa mahatratra 306 ny fitarainana voarain’ny Ces amin’izao fotaoan izao. Na ahodikodina ny safidintsika na tsy te hahalala izy ireo , na tsy marina porofontsika. Mbola sarotra hoy Hilarion ity lalàna ity satria ireo depiote ireo dia maro ary nanao fitarainana daholo ny kandida.Ny movansa Ravalomanana hoy izy dia misy mitory, n any tsy miankiana ihany koa. Ny tiako tenenina dia na Robinson na Hery dia tsy nanampo hipetra amin’ny filohampirenena. Ny tena marina amin’ny fanaovana politika erantany hoy izy dia sahirana Hery noho izy tsy manana depiote na iray aza.Izay no mahatonga azy hanao fampirarahana etsy sy eroa, ary izy io sy ny Mapar miady io. Raha sanatria hoy Hilarion ka misy manohitra ny hevitry Hery amin’ny fampandrosoana ireo depiote movansa Ravalomanana sy ny Mapar dia tsy misy fampandrosoana izany eto. Na izany fametrahana Praiminisitra izany aza hoy izy dia ho sarotra, raha io lalàna io dia mbola gidragidra. Ny tenako dia kely finoana amin’io raharaha io satria raha tsy mahay eo Hery dia tsy hilamina io.

Andriamatoa Sandros dia nilaza fa faly aho mandray ity micro ity satria tsy arakaraky ny nandrasana azy ny filoha napetraky ny Ces fa hampody an’I dada. Ny nidiranay tao hoy izy dia ny hamoody an’I dada nefa indrisy fa nosakanan-dRajoelina.  Izahay hoy izy tsy miala eto raha tsy tonga I dada. Mino aho hoy izy fa tsy hahazo Notam I neny rehefa miverina fa ireo tao amin’ny fiadidiana ny tetezamita no nanao izany. Mpamosavy milevina amorondalana ny ekipan-dRajoelina ka mahatantesa ny valikitsaka. Noho izany dia isika miandry ampitoniana an’I dada.

Andriamatoa Henri dia nanambara fa  misy ny resaka mandeha any ambadika any amin’ny fampiharana ny tondrozotra raha iny fihaonana teo amin’ny filoha Ravalomanana sy Hery iny. Aza taitaitra hoyizy isika fa tsy maintsy miverina ny filoha Ravalomanana ary tsy isika akory no handeha ho eny Ambohitsorohitra rehefa tonag izy fa isikaefa nanao fifidianana.  Miomana amin’ny fitsenana an’I dada isika hoy izy ary mivavaha ho an’ny firenena hiverenana ao amin’ny tany tan-dalàna.

23 pensées sur “MIOMANA AMIN’NY FITSENANA AN’I DADA ISIKA”

  1. Le retour de l’état de droit , le respect des valeurs fondamentales et universelles semblent les premiers reflets des action du Pdt Rajaonarimampianina Hery . Rien nous empêche de le soutenir dans cette voie .

  2. Retour à l’Etat de droit, avec un président qui a foulé aux pieds sans vergogne, et ce devant toute la communauté internationale TOUTES LES LOIS, A COMMENCER PAR LA FEUILLE DE ROUTE ( Aff. Air Bus, AA-CGA, BNI-CA, Tozzi Green, etc… )!

    Que dire de ces soi-disant parlementaires, qui ne sont là que pour leurs poires ( indemnités, privilèges et « des honneurs » ?

    Quel avenir peut-on espérer pour le pays, sinon l’accélération d’une descente aux enfers ?

    Valeurs fondamentales et universelles ! Lesquelles ? Comme par exemple, plagier les discours des autres ?

    Ny sandry zatra mivokona, tsy afaka mitsotra intsony hoy ny ntaolo ! Ho vidiana lafo ity hoe famerenana ny Filoha Ravalomanana ity !

  3. Tsy nahandry ny andro Zoma hono no tsy nanirian’ny nifin’akoho hatr@’izao.
    Tsy avelao aloha ny angely hiady dia miditra mora2 dada rehefa milamina fa sao
    HIPITIAn’NY BALA EO???tsy ho vita mora io!!ary izay sisa endrasana , izy samy foza no hifanonto
    dia ho afa-baraka ireo zay nivaro-tena rehetra any.
    MAILO!MAILO!!dia mananà faharetana fa 5 taona aza ve andry ihany, sao lahy ho vidiana lafo araka
    ny tenin’i Kintana.
    Avelao hiasa Adriamanitra !!mbola tsy vita ny asany.
    Ireto mpanjanaka anie no manarama ireo Gidro ka tsy asiany vidiny daholo na iza na iza e!
    Joely aza tany nanaiky fa rehefa voaterin’ireto mpanjanaka MPITSETSITRA ao an-toerana izy dia hafa
    indray ny heviny sady io vava-basy no miandry azy.

  4. Raha izay CES dia efa VOAVIDY ka aza manantena e!!!
    tsy maintsy mamono tena joely fa efa fantany ny ahazo azy sy miandry azy eo
    raha vao miala @’io fitondrana io izy,dia atovy izay hatao dia ny izao fa ireo efa MATY HERITRERITRA,
    efa mivaro-tena.

  5. ====> Fanamarihana.
    Les memes propos adressés aux Généraux QUI DEVAIENT leur donner « LE POUVOIR ».
    Le loup aboie dans les parages.

  6. tsika hoy:dada aza manaiky rebirebe ny sasany.Misy tiany atongavana ao ka aoka samy andinika tsara
    Ohatra t@ »election presidentiel 2ém tour »mody nizara zareo t@ fanoanana candidat ary natao ny fifanaratsiana imasom-bahoaka,ny sasany aza moa mody sakanana tsy ivoaka any Dago nefa taty aoriana vao namoka resultat ny CES2 dia ireo zay nanoana an’i dr Robinson no niarahaba any ing Hery voalohany

  7. =====> FANAMARIHANA,

    Efa nalefako ihany ity teo, nefa toa tsy nety nandeha, ka ity andramako indray e!
    « Ce sont les memes propos adressés aux Généraux , pour les forcer à « leur » donner le Pouvoir. »
    Dia hoy aho hoe : Mitandrema ihany fa mivovoa ny « Alika dia » ao ambadika ao .

  8. Coup d’Etat probable d’ici quelques jours dû au retour de Dada.Mais par qui?
    3Possibilités:
    – Ra8
    – Les étoilés
    – Les anciens amis du nouveau pouvoir.
    Qui vivra, verra.
    Hum!!!

  9. tena tsara ny maro @fitsenana an’i dada nefa fandio iaray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka,ireo mpitarika eo @magro tokony ametraka »Comité de securite »@ fitsenana an’i dada fa tsy zany kmsb zany tsony no tokony ho resaka,ny MAPAR indray dia mba hoampinanin’ny CES2 kosa @resultat régislative,misy ho tapa-tenda ireo

  10. Attention aux « BALLES PERDUES » de la part de militaires FELES comme Koutity et compagnie….
    Il s’agit de factions ARMEES complêtement incontrolables pour l’instant !

    « TSY MBOLA MANDRY NY TANANA »

    Boloky 1° a t il vraiment la CAPACITE D’ASSURER LA SECURITE de M.RAVALOMANANA ????

    Il a SON MOT A DIRE peut être ,
    avant que nous lancions des plans sur la comête concernant l' »organisation d’un comité d’accueil » pour son retour………..
    Dangeureux de s’emballer bêtement

    Il aurait été plus intelligent de faire une grêve générale AVANT la décision de la CES !Rien n’avait été décidé !

    N’ALLONS PAS CONSTAMMENT A CONTRE COURANT , à moins qu’il y ait un courant qui finalement , en sourdine , CHERCHE A ELIMINER RAVALOMANANA ????

    Je préfère un RAVALOMANANA rentrant au pays : ENTIER , on veut pour le pays un RAVALOMANANA VIVANT et non un martyr !

    Je refuse de donner l’occasion de faire un Ravalomanana « refroidi d’une balle de kalachnikov » …comme Ratsimandrava ou Sibon !

    NE PAS OUBLIER QUE NOUS VIVONS DANS UNE SOCIETE DE VIOLENCE !!!!!!!!!!!!!

  11. GBD
    raha @fotoana atongavan’i dada eto tsy possible zany hoe hisy itifitra izany,ary tsy @izao fotoana zao no mety isian’izany fa raha izany no misy dia @fotoana mampilamina ny tany

  12. Randrianiaina,

    nous échangeons des idées : CHACUN PREND LA RESPONSABILITE DE SES DIRES.

    ===> COMME DES CONSEQUENCES DE SES PAROLES !!!!!!!!!!!!

    Pour ma part :

    ==>je souhaite que M.Ravalomanana statue EN PERSONNE concernant les conditions de son accueil !

    Et nous devons respecter ce qu’il choisit : il est le premier concerné pour estimer le risque encouru

    Nous , nous n’avons le droit que d’exprimer nos avis , SANS LE DROIT DE L’IMPOSER !
    Ravalomanana est un personnage incontournable tant qu’il est vivant ,
    je suppose qu’il préfèrerait être un VIVANT actif , plutôt qu’un martyr à enterrer sous les chrysanthèmes …

    Je prefère un RAVALOMANANA VIVANT ET LEADER VIVANT DE L’OPPOSITION

    qu’un Ravalomanana refroidi par une balle PERDUE de Kalachnikov d’un de ces militaires FOUS de Rajoelina !

    Un martyr comme Ratsimandrava ??? surement NON !

    Je n’ai aucune confiance en l’organisation de SECURITE D’ACCUEIL d’un comité formé à 80% de personnes INCAPABLES d’avoir fait GREVE GENERALE avant la décision de la C.E.S. !!!

    DEMANDER D’ABORD L’AVIS DE RAVALOMANANA concerné au premier chef !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *