MOUVANSA RAVALOMANANA : HAMPISEHO NY HERINY RAHAMPITSO

IMG_2391

IMG_2391Fotoan-dehibe rahampitso Sabotsy 11 janoary eny amin’ny Magro Behoririka ho an’ny movansa Ravalomanana. Araka ny efa nanentanan’ireo mpitarika teny an-toerana tao anatin’ity herinandro ity  dia hetsika lehibe no tanterahana rahampitso. Handray toromarika avy amin’ny mpitarika izay ny dokotera Robinson no ho avy eny an-toerana amin’io fotoana io. Noho izany dia hiroso aloha ny fotoana ka hanomboka amin’ny 11ora ny vavaka ka aorian’izay dia efa handray fitenenana ny dokotera Robinson. Araka ny nambaran’ny Ct Hilarion androany dia miandry izay toromarika izay isika main’ny fanohizana ny tolona manomboka amin’ny Alatsinainy ho avy izao. Hampiseho ny heriny indray ny movansa Ravalomanana, hampiseho amin’izao tontolo izao fa maro ny vahoaka tsy manaiky ny fisian’ny halabato tamin’ny fifidianana fihodinanana faharoa ho an’ny filoham-pirenena sy ny solombavambahoaka natao ny 20 desambra teo. Raha nanao fifidianana isika hoy Hilarion dia nandresy lahatra ny vahoaka teny amin’ny fokontany hifidy an’I Robinson. Noho izany dia ireny olona ireny no resena lahatra ho tonga eto hihaino ny vaovaoa. Lazao izy fa ny safidinareo no arovana.Ankoatra izay dia nambarany fa nisy manamboninahitry ny tafika efa nisotro rorono alina niteny tamin’ny radio falasa fitaovana politika ny fampiakarana grady ho an’ny tafika. Tara loatra ny fanambaranao hoy izy fa ny tenako efa ela no niteny izany, isaky ny misy zavatr amivaivay eto dia atao fitaovana ny tafika. Ny tena manahirana dia hatramin’ny lehiben’ny disitrika dia atao an’izany. Izaho hoy Hilarion dia mbola manaraka ny toromarika omen’ny filoha Ravalomanana sy dokotera Robinson. Efa nilaza ny dokotera fa tsyhihemotra amin’ny hevitra efa nijoroany. Efa atao hoy izy ny fampitahana ny voka-pifidianana, noho izany dia tokony atao isaky ny biraom-pifidianana. Rah any safidy ny Ces voalohany hoy Hilarion dia tsy nitabataba isika, fa kandida I Neny kanefa tsy izay no nitranga fa nesorina ny mahakandida azy. Izaho mino hoy izy fa manomboka amin’ny alatsinainy dia hiroso amin’ny fampitahana ny voka-pifidianana izy ireo. Mandeha ny feo hoy izy fa hampiantso an’I Hery sy Robinson ny FFKM. Ny mifampiraharaha amin’izao tsy azo atao raha tsy tonga eto ny filoha Ravalomanana.

13 pensées sur “MOUVANSA RAVALOMANANA : HAMPISEHO NY HERINY RAHAMPITSO”

  1. Mampalahelo mafy mijery ny faharezan-tsaina amim’fanahy ny ireto mpiraitanindrazana ireto , dia mino , dia mino , dia mino FOANA mandritra 5 taona:

    enga anie tsy vokisan’dalitra lahotra…

    grevy no ilainy fa tsy vavaka eto Magro :
    ===> tapatsinay fontsiny hireo jiolay mialokalika eny Ambohitsirohatra !….

    TSY MAMPIHONTSONA AKORY NY VOLOMBAVAN’i RATSIRAHONANA !!!!!!!!!

    tapenako ny vavako sao dia masiaka laotra…

  2. Tsy misy Andriamanitra hanampy anao zany eo raha tsy misy asa atao , ny Foza zao nivavaka be hoe : Andriamanitrao hampio izahay fa hangala-bato dia nahazo valim-bavaka izy

  3. GBD
    =====> Dans un sens, aleo izy mba hanao taim-bava kely ihany, izay havoakany eo havoakany, fa ny mahalasa kely ny saina dia ireoMPIANATRA novonoina ireo indray !
    Cela veut dire en fait, qu’ils veulent faire une demonstration de force REPRESSIVE au cas où il y aurait une MANIF.
    LE RISARA BAOMBA io aloha asa izay hanjoa an’io satria maro mihitsy ny faty-olona nataon’ny zandary izay.
    Tena voadona mafy aloha ny sain’ilay malagasy kely e ! voatifitra, voagadra, miaina @ baomba lacrymo, ny sakafo TSY MISY, ny loto manerana ny tanàna, ny marary eny ihany, fa ny maty mbola maro lavitra noho ny marary satria tsy mahazo fanafody.
    Tsy fitaraianana sy fitomaniana intsony izao fa efa mihezaka miteny:
    efa tsy mangataka intsony fa mba miteny hoe :
    NY safidinay no TAKIANAY,
    hampiseho ny HERINAY IZAHAY

    nY FANIRIAKO rahampitso DIA MBA ENGA ANIE IZY :
    – MBA HIANTSO IREO MPIRAY TAN-DALANA MIARAKA AMINY /V.O.T sy VA.MI indrindra indrindra
    – RY RAKOTOAMBOA Jean Louis
    – ary ireo any amin’ny Provinces enina mihetsika fa enjehina (Marovoay-mahajanga-Antsiranana – Toamasina – Fianar – sy ny sisa. :

    -APPEL A LA NATION pour ETRE SOLIDAIRE DANS LE CALME ET LA SERENITE.

    Hitako ny hafatrao RANDRIANIAINA, fa tsy taitra fotsiny satria efa zatra miady irery ny aty a! Ny alahelo tsy maintsy misy, fa tsy ketraka mihitsy akory.Vao maika aza mampirisika hanao zavatra hafa, satria koa, raha te-hanangana anie tsy ilaina atoro akory, fa mahavita raha te-hanao e ! SAHY MIJORO hoy ianao izay !
    Leo kobaka am-bava e!
    Eny amin’ny MAGRO indray izany no fotoana IZAY MAHAY MAMAKY E !

  4. Aza matahotra isika fa efa namory hery(vory tanjaka)ny V.O.T ka hoavy amin’izay zareo e,efa tafakatra ihany koa ny avy any @faritra(melaky,menabe,vakinakaratra,…)
    SAHIA MIJORO HATRAMIN’NY FARANY

  5. GBD
    Je ne vous reconnais..Un peu de calme et vous savez toutes les initiatives de bonne foi ont des forces de convergences pour détruire le mal..
    Mifanampy ny hery rehetra raha mitambatra..
    C’est le moment de garder notre sang froid et notre couraga

  6. Raha greve générale no atomboka eny @ magro demain dia olona anhetsiny no ho avy eny avec banderoles, fa raha meeting sahala @ isan’andro dia ohatr’ireny isak’Asabotsy ireny ihany no tonga ao. Ny olona toa tsy miraharaha izany fivoriana lava izany fa greve générale no toa andrasany. Efa 5 ans nivory tao foana anie!!!!

  7. VALIN’NY FIFIDIANANA…! NY FANISANA MARINA MAHATSARA FIHAVANA FA NY AHIAHY TSY HIHAVANANA !
    « LES COMPTES JUSTES SONT SOURCES  » DU BON ET DE L’HARMONIEUX VIVRE ENSEMBLE  »

    ALORS N’ ACCEPTONS PAS TOUT CE QUI N’EST PAS VERIFIE !
    INONA NY ANTONY TSY ITOKISANTSIKA NY COUR SPECIALE POUR LES ELECTIONS (FITSARANA MANOKANA IZAY MIKASIKA NY FIFIDIANANA ) ?
    Mitombona ny ahiahin’ny Malagasy momba izay hi fihetsika na izay fiasn’ity ces ity satria ,io ces anie ces faharoa fa no ravan ilay ces voalohany .
    41 no isan’ireo candidats notsaraina sy neken’ny ces voalohany ary tsy nahiany lesoka mandika ny lalam-panorenana na mifangarika aùn’ny zon’olombelona amun’ny code électotam..
    Saingy tsy nampiarin’ity ces ity ny article 96 ao amin’ny Accord de Cotonou !
    I chissano ,izay médiateur ao amin’ny SADC dia natsikarita fa misy andidats temo no tsy ara-dàlana..Làla onona ,làlana avy aiza ?
    Dia nasain’ireo noravana ny ces 1,ary noforonona ces 2 ,izay nirahina namerina ny sivana ny candidats 41..
    Valo amin’ireo 41 no nahilika
    -tsy misy antony azon’ny làlana sy ny saina hendry hekena io didy jadona io, ary no io didy tandrametaka , tsy mitombona ,tsy miankina amin’ny lalam-panorenana voafidim-bahoaka no miteraka ny ahiahy mikasika ny valin’ny fifidiabanana abdrasantsika
    Soa fa fantantsika ny fomba nentin’izy ireo nanodikodina ny fanisam-bato ka nafahantsika, ary tsy an-kiteniteny isika no naka ny pv isaky ny bv,,
    Mitaky ny confrontation Isika dia mivaraontsana ireto izy
    Tsy noho izany ihany fa nisy ireo fanambarana nataon’ny Professeur AKOTOMANANA HONORE izay ,ilaa fa tsy maintsy taraina daholo ny fitarainan’ny mpifidy mitory sy tenin’ny Professeur RANJEVA RAYMOND jzay nanamafy andraukitry ny ces eo anolohan’ny fifidianan’ny Vahoaka izay mangataka ny marina sy fahamarinina eo amin’ny fanisana ny vato !
    Toa izany koa ny anttso nataonireo fikambabanana toa ny Fikambanan’NY MPITSARA MALAGASY izay manizingizinal Manabe ny herintsika ny fihaonana nataon’ny Fimohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC tamin’ny Troika / Sadc omaly tany NAMIBIE sy ny resaka nihaovany tamin’ny Vondrona Arikanina miampy ny conférence de presse amin’ireo mpanao gazety avy amin’ny Firenena maro
    Amin’ny fihaonana ireo dia namelabelatra ny sitution plitique sy nt fiandrasana ny vokatry ny fifidianana no antn’ny famelabelarana
    Aoka tsy adinontsika ny fanambarana nataon’iNENY MAMANTSIKA , izay hisaorantsika azy
    Ary rahampitsoa asabotsy 11 janvier 2014 dia hanao kabay lehhibe ny candidat-tsika DR ROBINSON JEAN LOUIS
    PS toa maty tsy an-kiteniteny ilay tetezamita ary rajoelina la fakofakon’olona izany!Tsy mba notsofana mozika !
    Miriorio ny angodina maivan-doha fa any an-kady no iafarany ,Fa hono aho ? Fa angaha tsy hanome ny samboady an’ny « Président-ny « ity rajoelina no nirifatra ,
    Tsy sûr ho lany angaha ity izy ?
    N.B. Raha ilaina ny fananantaterahana ny fanoherana ny fanitsakitsahana ny safidintsika
    -dia mijanona an-trano ny vehivavy bevohaka , ny renin-jaza mbola mampinono , ny zaza vavy na lahy tsy feno amby ny folo taona
    _aza manao kiraro tery na misy vodi-tongotra
    – mitondraa rano fisotro ( rano vola ampiana siramamy keliy..

    ARY ANDRIAMANITRA IZAY MAHITA ANTSINA HOMBA SY HITANTANA ANTSIKA LALANDAVA

  8. De ahoana ndray io VOTany io Randrianiaina a! efa tsy hita intsony zay atao de votany votany foana a! aza mba resy ihany ry zalahy rehefa nahatoky tena diso tafahoatra a! azonay foana aloha hatreto ny fangidian’ny fahadisoam-panantenanareo.

  9. DCR

    tapenako wa ny vavako sao dia masiaka laotra ……….

    Kanefa io « pseudo » ko io dia aza adino fa demokraty ao (GASY BE DEMOKRATY »

    C.A.D. partisane du sens éthymologique du terme :
    * DEMOS : le peuple
    * KRATEIN : commander ou le pouvoir
    La démocratie c’est le POUVOIR PAR LE PEUPLE (élection notamment)

    Voilà pourquoi je m’insurge chaque fois que j’ai l’impression que l’on concocte des orientations « mystérieuses » A L’INSU DE CE PEUPLE

    L’opacité ne me convient pas…

    Certes on ne peut tout dire crûment , mais les méthodes de communication modernes permettent d’informer correctement et RASSURER LES MILITANTS.

    Ne vous inquiétez pas DCR : je reste moi même , mais entièrement moi même en ces temps sombres que traverse notre pays

    Plus que sombre quant on voit que l’ON TIRE A BALLES REELLES SUR DES ETUDIANTS INOFFENSIFS A MAJUNGA ( des jeunes sans arme !)

    C’EST DE LA BARBARIE PURE !!!!

    Il faut établir les RESPONSABILITES et non celle du militaire bouc émissaire facile…

  10. Ny toe-tsaina ramoramoran-dRamalagasy no anisan’ny mampitarazoka ny krizy toa izao. Kabary lava tsy misy fiafarany no betsaka fa ny fandraisan’andraikitra action dia tsy misy.
    Raha vahoaka amin’ny firenen-kafa anaovana tsindry hazo lena toy izao, efa ela no nitroatra ary efa ela no niongana io TGV io. Ny an-dRamalagasy mimenomenona sy mamadika palitao ary misolelaka na efa hita fa maloto izao aza.

  11. Za aloa tsy makeny @magro mintsy ra mbola ao foana fa tsy ivoaka ao e,ny mety zao dia manao dia_be makeny Ambodahy manao pressing ny ces e,tena efa be ny vitako tao @magro fa le mandroso mihemotra tsy milay e
    TOHIZO NY MAGROTSIKA

  12. Aoka izay fa aza mahamenatrolona eo…………..Tsy misy hiraharaha intsony ianareo na haninona eo aza.Aoka izay………

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *