POROFO : NANAO KOLIKOLY NY FILOHA CES SY HERY RAJAONARIMAMPIANINA

pdt ces

Henoy tsara ity antso an-tariby nataon’ny mpiambina ny kandidà Hery Rajaonarimampianina sy ny filohan’ny CES Rakotozafy Francois.Nitady fihaonana tamin’ny Rakotozafy i Hery Rajaonarimampianina, nolavin’ity farany izany noho ny fahatahorany ny fahitan’ny olona azy,  nambarany fa aleo tsy miresaka mivantana fa mba hisy mpanelanelana hatrany.  Nametraka ahiahy i Hery Rajaonarimampianina momba ny mety ho valin’ny voka-pifidianana, nanamafy ity filohan’ny CES fa efa milamina ny mampandresy ity farany. Porofo izao fa navilivily ny safidin’ny vahoaka Malagasy.

29 pensées sur “POROFO : NANAO KOLIKOLY NY FILOHA CES SY HERY RAJAONARIMAMPIANINA”

  1. Angaha tsy 16 no isan’ny membres ao am CES e! Angaha tsy misy olona avy am firoanana samihafa amin’izy ireo e! Mba mahay koa ilay imitateur am le feo an! Na i Gothlieb aza ve tsy hahay an’ireny e! na ilay mpanao « vaovao adaladala » ao amin’ny Radio Don Bosco »!  » allo dada…!HIHIHIHIHI!

  2. Misy hitsonika sy hiroraka ny takolaky ny sasany ato ho ato !!
    Aza matahotra ianareo vahoaka fa efa hilamina koa ny firenena !

  3. -Efa fantatry ny vahoaka fa HALATRA sy HOSOKA no nampandaniana an’i Hery vaovao! Ny frantsay no nandidy sy nanapaka hoe tsy ekena velively ny ahalany an’i dokotera satria hampody an’i dada8 izy!!

    Izao no antso ataonay an’i Dokotera Robinson:

    -Aoka ho rovitinao imasom-bahoaka eo @ kianja magro ny karatra maha mpikambana anao @ ity antoko socialiste socialiste frantay ity!

    -Aoka koa ianao hanao fanambarana eo anatrehan’ny vahoaka Magro fa ity franc maçon franc maçon ity dia biby mpangeja ny afrikanina sy ny malagasy ary tsy manao afatsy manompo ny tombotsoan’io lafrantsa io aty @ tany mahantra fotsiny. Aoka ianao hilaza ampahibe maso fa tsy hijanona ao intsony ary tena miala fa tsy hoe misitaka kely!

    -Farany aoka hanome torimarika mazava hoe hidina an-dalam-be sa tsia fa aza ahodikodina intsony ny resaka!

    -I dada8 koa dia tokony hiteny mazava na hidina an-dalam-be na tsia fa efa ela loatra no nitsoahanao sy namotsoranao ny fitondrana izay ary efa alohalika ny ranom-bary ka mila miteny mazava na hidina an-dala-be na tsia!

  4. Amin’ ny maha candidat azy dia tsy azony atao ny mitondra ny vahoaka hi-rotaka an-dalambe,fa kosa tsy manakana velively ny vahoaka izy hampiseho ny fahatezerany @ ny fanimbazimbana ny feony mikasika iny fifidianana amboletra feno hosoka iny.

  5. Ohatran’ny tokony hotoriana ihany ny MYDAGO.COM an!

    Ahoana ny fomba hanekena montage sy fanelezana tsaho ohatran’izao?

    Marina fa malalaka ny fanehoana hevitra fa na izany ary misy fetrany ihany.

  6. Mitohy ny tolona

    Ny marina tsy maintsy mandresy
    Aza misy mamaly sy manisy sira ireo FOZA be miditra eto Oh !
    Efa hitampoko hitampirenena fa halatra ny nahatonga ny fery vaovao eo ka tsy misy manaiky an’izany.
    Efa mitombo be ny olona eny amin’ny magro ka handeha hamonjy eny aloha.

  7. ne laissons pas notre pays dans la main d’une organisation mafieuse c’est l’avenir de notre pays qui est enjeu, c’est le peuple qui va souffrir et une guerre civile est prévisible

  8. Ecoute téléphonique ?
    Porofo izany milaza ny marina.
    Izaho dia efa niasa t@ système de télécommunications fa tena possible ny enregistrement mazava tsaraz ny resala an-telephone. = POROFO.

    Ny lalàna anie ka ny olombelona ihany no mametraka azy mba hahazoany tombotsoa manokana ho azy e!

    Ka hoekena ve ny FANJAKANA haorina @ TSY ARA-DALANA na koa hoe HALATRA NY ARA-DALANA.

    Tsy rava intsony eto Madagasikara ny mouvement MAGRO lasa ho MOUVEMENT KMSB( Komity Miaro ny Safidim-Bahoaka).
    Wait and see!

  9. ry zanak’i dada ko nge mino fotsiny ihany no napenarina an’azy e!
    ka na in alefa eto na in d’efa zay zany!!

  10. Io Rakoto VONGANTAY io wa efa fantatra atriny ny ela fa voavidy ! Tavan-kisoa voky tay tsy hisalasala hamadika tanaindrazana! Misy farany raha jiaby fa hihinana ny AMANY nao ianoa tsy ho el a sy ny fianakavianao ry lelenamboarazana!

  11. Raha vao mbola resaka CES3 izao no resahin’i Robinson ao @ magro androany dia efa mano fialan’ny jiosy izy izay tsy hanao zavatra. Fandrirarirana fotsiny no betsaka dia leo ny vahoaka ny farany.

  12. tsy ny asa atao tsara fa be tatasika be eto fotsiny, rehefa sahy ilay isany dia midina an-dalambe, dia izay mijery ny fatin’ilay isany amin’ny gazety sy tele. mazotoa e,

  13. MAhereza ry Malagasy fa Andriamanitra tsy andrin’ireo endrasantsika.
    HOMBA ANTSIKA LALANDAVA ANDRIAMANITRA!!!TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA!!

  14. Volan’adalatompo ko ve de tsy hoanina e. Bye bye lesy dada a. Efa ho tonga i neny f’aza de misososk’alaelo be loatra to izao

  15. Andraso eo A/tra @fiverenan’i J.K,FINOANA TSY ARAHIN’ASA ZAVA_POANA.T@hery no nangalany ny fahefana dia @hery no akana azy
    =>IZAY NAMONO T@ BASY DIA MBA HO VONOINA @BASY,ZAY NAMELY T@ SABATRA DIA MBA ASIANA @SABATRA

  16. Tsy resaka kolikoly zao manairana ny olona fa ny safidiny naolana,ny mpitarika mba nantenaina ny zavtra tsy hitan’ny vahoaka any no tanisana sy amendrofendroana
    REHEFA TSY MAHAVITA AJANONY FA MANORISORY 5TAONA VE TETO FOANA TSY MAHITA STRATEGIE

  17. Mitohy ny tolona ho amin’ny fahamarinana sy ny fampodiana an’ i Dada.
    Misaotra betsaka anareo mpitarika izay nitondra anay amin’izao fery vaovao izao.
    Asehoy foana ny porofo rehetra e fa ny marina tsy mba maty.
    5 taona teto ihany tsy kivy an!

  18. porofo…marina…

    qu’espérer maintenant après avoir respecté les ordres de M.R….qui consistait à attendre les résultats de la C.E.S.

    C.A.D. selon les indications de la CADC truffée de FRANCAFRICAINS !!!!!!!!!!

    La

  19. le CENI T étant composée d’une présidente ancienne collaboratrice de Hery (même Ratsiraka l’avait remarqué !!) aidée par un informaticien DELINQUANT MULTIRECIDIVISTE gracié d’ANTANIMORA ppour la circonstance par Rajoelina…et Attallah embauche « PAR HASARD » ce SPECIALISTE DE LA FRAUDE INFORMATIQUE…

    La C.E.S. est une instituition NATIONALE complètement LARVEE D’HOMMES DE RAJOELINA !

    Et la liste est longue bien au dela des fraudes…

    « MIANDRY NY ARA DALANA » était un leitmotiv de la CI pour vêtir les putschistes,
    acquis à la France ,
    des habits artificiels de la légitimité , à travers des élections bidon imposées.

    Ravalomanana a joué le jeu : son souci principal est de pouvoir rentrer , à tout prix , en respectant les instructions de la SADC

    Ravalomanana a préféré JLR (incolore et inodore) après sa femme (sans aucune consistance politique comme Carla Bruni )………
    …. à NAIKA qui a une forte personnalité politique et qui ne risque pas de faire OUI-OUI pour tout

    Quand à sortir vraiment le peuple de la logique de REPUBLIQUE BANANIERE : PSCHITT!
    Démocratie ??? ==> second plan !

    SOS GTT

  20. JEHOVAH NO TOMPON NY TENY FARANY FA TSY NY FRANTSAY SY NY FOZA…
    JEHOVAH TSY ANDRINAREO DIA ANDRINAY TSARA MIHITSY FA DIA MAHEREZA FA HIFANKAHITA ETO ISIKA…..SAMIA MAHATATY NY VALIM-PITSARANA MARINA AVY ANY AMBONY…..

  21. ty mody adala sa tena adala? tsisy zanak i dada matimaty foana ho hitanareao @ tele izany. ka raha tsy ty foza orana zahay ka hoentina ho tifirina eny ambohitsorohitra na hodorana velona eo ampandrobana na ataon olona sorona etsy sy eroa; zahay ange nianatra sy misaina fa tsy manao lohampoza

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *