RAVATOMANGA ROLAND : MANGATAKA ANTSIKA REHETRA NY FILOHA RAVALOMANANA MBA HITAZONA NY FIRAISANKINA IZAY EFA NATAONTSIKA TAMIN’NY 2009

ravato

ravatoNanome hafatra ho antsika hoy ny lehiben’ny delegasionan’ny movansa no sady minisitry ny fambolena Ravatomanga Roland androany teny amin’ny Magro Behoririka, ny filoha Ravalomanana. Mangataka antsika rehetra izy mba hitazona ny firaisankina izay efa nataontsika tamin’ny 2009. Matoa hoy izy nandefa izany dia misy antony lehibe. Manantena  izy ny  hiaraka amintsika hatrany. Misy olona vitsvitvitsy hoy Ravatomanga no velom-panontaniana hoe nankaiza ireo olona  niaraka ndray fitenenana teny Antsonjobe. Omaly hoy izy dia niaraka nivory tany amin’ny dokotera izahay (Sarah Georget, Rajemison, sns ). Matoa izahay mandany fotoana miara mivory dia misy zavatra ataontsika. Mialoha izay anefa hoy ity olomboantendry ity dia mangataka aminareo ny filoha Ravalomanana , aoka hitazona ny firaisankina hatramin’ny farany isika. Be dia be ny fandragitana nitranga, ao anatintsika ao amin’izao fotoana izao hoyizy dia misy mpanakorontana. Mampitandrina izahay fa ny vahoakan’ny Magro tsy zazakely.

15 pensées sur “RAVATOMANGA ROLAND : MANGATAKA ANTSIKA REHETRA NY FILOHA RAVALOMANANA MBA HITAZONA NY FIRAISANKINA IZAY EFA NATAONTSIKA TAMIN’NY 2009”

  1. Misy tokoa ny voakarama fa MILA RÀ NY SATANA dia mitady HAMPIJABA2 FAHATANY,
    ilaina ny fitoniana tanteraka raha tė handresy sy ahaomby ny tolona, ny fo rano mafana koa,
    tandremo sao voa 2 ohatry ny Gisa mitety asa eo.
    Mbola miezka ny miala nenina aloha ny tompon’ andraikitra rehetra fa rehefa tsisy fika dia tsy
    maintsy e!!!
    Ny mahatsara azy fotsiny dia tsy irery isika ary miaraka @ be sy ny maro, akanga maro tsy
    vakin’amboho.
    HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA !!!TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA. AMEN!

  2. Any ianao Dada Ra8,ao iany koa ianao A/toa Filoha Robinson,ka sanatria mba mamaky ity dia zao: »AZA MITENY AKOATRAN’NY FIVOAHANA NY MAGRO MIARAKA @VAVA »n’inon’inona rava,potika,simba,ADY @SATANA NO ATAO JEREO NY NANAOVAN’A/TRA ANY…

  3. Sodoma sy Gomora,Babylona,ny tondra_drano t@ andron’i Noa.
    Ninoninona rava,potika,simba,nizaniza maty dia tanterahana satria zay mahasoa,tsika ve de ho be fitiavana noho YHWH A/tra???
    SAHIA MAMALY RAHA DISO ZANY F’ANIO DIA ANIO DIA RAVA HERY

  4. Mba mandinia ihany fa devoly no FAHAVALO ka tsy azo anaovana mokondoha be
    fahatany izy ity.Efa hetsik impiry izay no tao fa nanahoana no niafarany??ireo manamboninahitra
    aza aiza no niafarany ka maika fa vahoaka TANAM-POLO???ny SATANA ETSY AN-DANINY MILA RÀ.
    Efa voahomana koa ny tetika HANAMBORANA an’i DOKOTERA hampidirana azy any am-ponja hamonoana azy
    ankolaka.
    Raha mbola misy aloha azo hialana nenina dia atao,dia mila fandaminana sy tetika matipaika tsara .

  5. Matahotra ny foza mpangalatra ka miezaka manakorontana eto amin’ity sersera ity.
    Aza valiana akory ireny. Ny tanjony dia hitarika ny vahoaka hidina avy hatrany andalambe ka hanao fandrobana hanapotehana ny tolona.Efa nanakarama olona iFery Vaovao hanao an’io. Aoka ho mailo.
    Efa nilaza ny mpitarika fa misy ny paikady dia izay no arahintsika.
    Samia mitondra olona iray avy fotsiny hanampy ny antsika eo amin’ny magro dia izay.
    Mahereza ary tsy maintsy mivavaka isika fa Andriamanitra momba antsika.
    Tsy misy devoly maharesy Andriamanitra izany fa miandry fotoana ny zava-drehetra.

  6. Zo a!Marina ny anao fa foza a,nanomboka t@ 2009 dia nitotongana ny fari-piainako dia mbola tadiavinareo ho ampiana ihany koa,aza manonofy ny avita ny tolona mora zany,efa fantatra fa tsy misy mpiaino dia itady lavaka aiza ndray.SAGNANANANA

  7. Hoy i Napoléon tamin’ireo mitandro ny fiarovana azy :
     » Araho maso tsara ireo namako sy milaza azy ireo fa namako, fa izaho no misahana ny fahavaloko ! ».
    Sarotra amin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC no miteny mvantana ny fisian’ny fisaraham-bazana ato anatin’ny Mouvance ary vao omaly izany..fa efa tany amin’ny 2004 tany ,satria tsy maty voalavo an-kibo ireo frantsay sy ny andevony ary niarahantsika nahita , niainana ny vokatr’izany dia ny fanalana ny Filoha RAVALOMANANA MARC teo amin’ny Fitondrana SY NY FAMPIJALIANA NY MA MALAGASY TSY NIFIDY NY OLON’NY FRANçAFRIQUE TAMIN’NY 16 decembre 2001 .
    IZAHY ATY FRANTSA NO NAHITA NY FHETSIK’IREO MPIHATSARAIVELANITSIHY NISEHO HO MPANKATOA NY FILOHA FA HAY NIFANDRAY TENDRO TAMIN’IREO MPANJANAKA NY NY ANDEVONY IZAY AKAKY NY FILOHA ( Praiministra ohatra )…
    TSY NY FIRAISAKINA IHANY NO ILAINA FA INDRINDRA NY FIFANOMEZAN-TOKY…ARY JEREO TSARA NY MPAMADIKA IZAY MORA JONOINA AMIN’NY 4 V ( VEHIVAVY-V.DY-, VOLA , VAZAHA izay tena mamon’ny andevony raha mandaka ,raha milalao ny vadiny sy ny zanany ,VONINAHITRA )..
    TSY MORA NY FANDREFETANA SAINA ,FO,FANAHY VAOVAO HO HENTINA MIATRIKA NY FANAMBOATRA FIRENENA VAOVA MIJORO AMIN’NY FAHAMARINANA SY NY FANAJANA NY TAINON’OMBY MIVADIKA !
    REHEFA MISY FITENY NA FIHETSIKA TSY METY ,NY TSARA DIA NY MIFANAZAVA….

    MORA AMIN’NY FRANTSAY SY NY ANDEVONY NY MAMPISARA-BAZANA ANTSIKA00KOA AOKA SAMY SAMY HANDINIKA IZAO VOKA-DRATSY IZAO !

  8. Le Vava wa mba fidifidio iany fa io ne no ef tsy nampahomby anreo e, ra Devoly ny fahavalo ny gasy nifidy azy koa ne zany devoly e, kanefa nareo nilaza fa 52% RJL ary 48%HERY, zany we ny 48% gasy ne zany devoly fa ny 52% ANJELY, de gaga za we ny Anjely no betsaka noho ny devoly nefa toa ts mahavita inon akory, maninona ra ampiana an’ilay Anjely eny Anosy so de mbol ts ampy nareo ao @ Magro ao e, Mahereza ry Anjelin’i Dada sy Robinson a, aleo zahay hangina satria Devoly zany kou,

  9. hahahahahaa Marina mintsy zanyé (jean claude) .ts mety tsoun né nreo fef vava ny tapi-dala-kalehy.ra manana fahendrena d ndao hiaraka ,fa vo mé taraiky eo , sa we D veomé @ sabotsy mfankahita

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *