REHEFA HITADY NY MARINA IANAREO CES DIA AMPITAHAINA NY VOKATRA FA RAHA TSY SAHY IZANY DIA MANGALATRA

Mydago.com-magro 24 des 13  (56)

Mydago.com-magro 24 des 13  (60)Vanimpotoana misy antsika izao hoy ny Ct Eric teny amin’ny Magro Behoririka androany dia ohatra ny any anaty sambo isika ka ny mpitarika no mitondra ary mpitolona no mpandeha. Eny amorontsikra hoy izy rehef ahandriaka dia atao fady ny iady ady sy mifamilakisa. Ao anatin’ny fotaontsarotra isika izao, ka adidintsika izany ary tsya faka miala ny sambo hatramin’ny farany isika raha tsy tonga eny amin’ny seranana. Toromarika ho antsika hoy izy dia mba tsy hamendrofendro, hifampakivy iisika. Misy fotoanany ny zavatra rehetra, tamin’ireny fifidianana ireny dia hitam-poko, hitam-pirenena ny tsy fanarahan-dalàna sy fangalara-bato ary fandaniana volabe nividianana ireo mpikirakira ny fifidianana. Vita ny iraka nataon’I Attalah hoy izy amin’izao fotoana izao dia mihazakazaka mamoaka ny voka-piidianana satria fantany fa mahana amin’ny ratsy ataony izy satria ny vahoaka no nofitahiny. Ny Ct Lova kosa dia nanambara fa tokony ho tonga maro eto ankianja isika satria ny filoha Ravalomanana dia any Namibie sy Ua, miangavy antsika hoy izy noho izany ho tonga maro fa mbola tsy vita ny zavatra ataontsika. Aza adino fa tsy miteniteny foaa ireo delegasiona teny amin’ny carlton ireny. Ny zavanisy tany Ambositra hoy izy dia nanomboka hatramin’ny fampielezankevitra dia ny emetteur-ny Mbs tamin’ny 2009 no hampiasain’izy ireo ao amin’ny rnm ary avy eo nalain’ny viva. Na ihodin-kavia na ihodinkavanana dia ny emetteur-ny mbs no ampisain-dry zalahy. Any ambanivohitra lavitra any hoy izy dia ny delegentsika dia tsy navela hiditra ny biraom-pifidianana. Hatreto anefa ny movansa Ravalomanana dia tompodakan’ny fanarahan-dalàna. Ny Ct Hilarion dia nilaza fa io politika io dia samy manana ny itondrany azy fa ny antsika eto dia matoa nitolona dia ny hamerina ny filoha Ravalomanana. Minoa ahy ianareo fa io ataon’I dada Io dia tsy manaiky ny fanonganam-panjakana fa tsy maintsy mandresy izy.Ny filoha Ravalomanana raha nandeha any Namibie dia manana porofo, ary tsy manana porofo aza izy dia resy lahatra ny iraisam-pirenena ka vao maika manana. Tokony ho ravana hoy izy io Ces io fa ovaovainy ny lalàna nolanian’ny ct sy cst. Tsy adala akory ny mpahay lalàna rehetra nilaza fa tokony omena ny movansa Ravalomanana ny fandresena, raha ny Ces milaza fa tsy ekena ny fitoriana amanjatony dia manao fahotana mahafaty. Rehefa hitady ny marina ianareo dia ampitahaina ny vokatra fa raha tsy sahy izany dia mangalatra. Rehefa tsy hanome fandresena ny dokotera Robinson dia foano io fifidianana io, dia mody ny filoha Ravalomanana ary atao ny sommet , izay hoy Hilarion no fanapahankevitra tsara tokony horaisain’ny Ces.

7 pensées sur “REHEFA HITADY NY MARINA IANAREO CES DIA AMPITAHAINA NY VOKATRA FA RAHA TSY SAHY IZANY DIA MANGALATRA”

  1. Isika vahoaka manery an’ireo CES reo vao hanao confrotation reo,dikany dia mila mivoaka ny MAGRO raha tena itolona fa ze tonga ao ary kivy aiza tsy ho endrikendreany Gl R.Richard,satria fantany fa tsy avita zavatra
    NDAO HIVOAKA ATO @MAGRO ATO

  2. Tsy tokony hiandry ny resultat ny CES vao anao zavatra,fa isika no tokony anao pressing azy reo mba ananany contraint bebe kokoa @tolona atao tsika
    Ary efa tokony andinika ze candidat maire eto Tana zao ny mouvance Ra8

  3. non :

    * la GREVE est un moyen de pression INDISPENSABLE A CHAUD

    * il ne faut pas attendre les rédultats

    * par la grêve on met la C.E.S. en garde

    * en garde de faire HONNETEMENT et PROFESSSIONELLEMENT son travail !!!!!!!!!!

    * on ne demande que LA MANIFESTATION DE LA VERITE

    RIEN QUE LA VERITE

    MAIS TOUTE LA VERITE

  4. AZA MIHINO FONTSINY

    Niandry any Razaka tsy an…y foana atramin’izao noho NAMPIDI-DOZA !

    Ny fomba matoriandrio tao aminy TIM hiany ,noho natao hoe lasa nitsimbadika mandrora mitsilany !

    HAOKA IZAY rééééééééééé AZAFADY

    na ajanony eo ny mody mitolona !

  5. GBD
    Za mino de araiko asa,ary sady mandea no mifoka sigara,
    Fa raha reny fihetsika sy fiteny ing Gle R.reny ne ka manindry e,toa te hilaza hoe:mihetse eo nareo fa lazaina mpanakorontanee
    SAHIA ANDAO ANAO DINGANA LEHIBE

  6. Isika anie zao no mitady ny marina any @CES e!
    Isika no tokony ho any aminy mba ivoahan’ny marina anery azy,isika no mila manao enquet ny mpangalatra fa tsy ny mpalatra indray no anery anao anaraka ny adalany

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *