64 pensées sur “Roland RAVATOMANGA est nommé chef de délégation de la Mouvance Ravalomanana”

  1. Facebook. [Mivantana] JLR 52,87%, HVM 47,13%, 19020/20001 BV.
    Harantsim-panahy sy filambaniny ny fanaovana tsinontsinona ny fitanana an-tsoratry ny isam-bato azon’ny kandida tsirairay eto am-pelatananay.

  2. Azafady fa manonofy za sa tsy azoko tsara ilay fandehany ??
    mila fanampim-panazavana azafady ry zareo a!!tsy azoko loatra ny tiana hambara eto
    moa tabilao mainty be no hitako eto alloako eto sady maika hanao tsikera za a????

  3. Izay izany Marc Ravalomanana vao nahatsara fa olana fotsiny no napetrak’ilay kotovelo..Ny tompon’andraikitra ao @ cabinet-ny i Mamy Ramamonjy dia nanodikodina ny vola tokony ho karaman’ny délégué t@ fifidianana teo. tsy voalohany anefa izany. Io mihitsy no tokony ho tombohana. Aleoko aza i rajoelina toy,izay ity kotovelo mpamadika an’io dada ity…aza mba tratra ihany aloha fa dia hifankahita isika.

  4. FANITSIANA

    Izay izany Marc Ravalomanana fa MAHATSAPA fa olana fotsiny ity,kotovelo,ity.

    Ranavalona

    Ity ttasy ity dia milaza hoe,soloana an’io Rolland Ravatomanga ny lehibeny y delegasiona, Ravalomanana, ary misolo an’io ilay mpamadika nanakanan’ny ny tolona tsy handresy, i kotovelo izy.

  5. Efa hitam-poko iny ny nataon’i kotovelo saingy tara loatra ny fanapahan-kevitr’i PRM Ravalomanana.
    Izao indray dia, ny tenako manoka aloha dia tsy mahazo antoka an’i Roland Ravatomanga mihintsy araka ny efa voalazako t@ ny nanolorana an’i JLR. Nefa notohanako ihany mba nanalana ny foza.
    Toa  » médecin après la mort » foana ny vaha olan’i Ravalomanana nefa efa betsaka ny mpanohana azy nilaza mialoha ?

  6. Vakio ny any ambadika zay efa nolazaiko tany,fa na Tojo RAVALOMANANA ary no ho tendrena eo « HETSIKA ZAO NO ILAINA »Fa tsy manao culte de personne
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE FA FOTOANA ZAO

  7. @ RANDRIANIAINA : …  » Fa tsy manao culte de personne « …
    Fa iza angaha no manao  » culte de personne  » eto ???
    Samy milaza ny heviny dia samy mandinika ahafahana mandroso @ ny tokony ho izy.

  8. Zao e na iza na iza voatendry ho president(e)ny delegation eo dia ankasitrahantsika satria isika manana lohany(prm RAVALOMANANA)
    Nefa kosa isika sampana dia mila mamoa,mila koa isika mandray andraikitra fa tsy ho ankinintsika @ prm Ravalo
    SAHIA…

  9. fahendreny ny Ntaolo dia hoe: »ny adalan’ny hafa ihomehezana fa ny antena tafin_damba »ny any foza manko efa nosoloiny fahendrena ntaolo frantsay dia hoe aleony very tsikalakala_pihavanana,ka dia nasesika ny vola taraiky reo maty eritreritra

  10. Le Président RAVALOMANANA MARC a remplacé Mr RAKOTOARIVELO Mamy par Mr RAVATOMANGA comme chef de la Délégaton RAVALOMANANA MARC
    1-le Président ne nous pas dit pourquoi ! Et je m’étonne que changement provoque déjà des nterprétations
    2-ce changement a eu lieu juse avant la proclamation des résultats provisoires ddu 2è tour de l’élection présidentielle ,ce qui montre que le Président a reonnu les services et les travaux effectués sous la direction de Mr RAKOTOARIVELO Mamy!
    cela a été une étape
    3-Nous entrons dans une nouvelle étape de notre Lutte , probablement avec de nouvelle orientation ,ou pour la réaffirmation de notre conviction et le durcissement de notre combat donc nécessité de changement…donc la MOUVANCE RAVALOMANANA MARC VIT PLUS QUE
    JAMAIS ENVERS CONTRE TOUS LES GENS DE MAUVAISE FOI !
    Ce que je veux dire c’est ue nous arrêtons de dire du mal des autres et surtout de ne pas mettre sur le dos de Mr RAKOTARIVELO MAMY vos rancoeurs et vos déceptions et déceptions en uoi et pourquoi ?

  11. Efa tara!!efa ripaka ny omby sy ny foko any atsimo!!!
    Izao mihintsy ilay mahavoa antsika eto e!!!efa hita fa maimbo dia mbola
    SARONANA ihany.
    Ny mampalahelo fotsiny hoe: efa talohan’ireny nidirana tao @ fitondrana tao ireny dia efa nailika
    i KOTOVELO ataoko fa tsy dia namela TAKAITRA BE TOY IZAO.

  12. à quoi bon d’acquérir le pouvoir si votre âme ne vous appartient pas,ni de vous s’enrichir.

    celui qui acquit le pouvoir par la violence finira par le perdre dans la violence.
    si un pays envahit un autre par des armes un jour son propre pays finira par être envahit, immigrés par le monde entier et son race finira pas être metissés et s’affaiblir. mieux vaut être pauvre est heureux,être faible est libre que d’être fort est esclave des autres.

  13. Talohan’ny nidirana tao @ io fitondram-poza io no tokony efa
    NESORINA MANTSY e!
    Izao efa vita sonia ilay » FITIAVANA » izay anisan’ny fahotana mahafaty vitan’i kotovelo koa.
    Ho tsarain’ny tantara ianao e!!naleoko lavitra mihintsy aza ny nataon’i joelina noho ity voalavo
    an-trano, joelina mantsy efa hita fa ratsy efa mijoro ho FAHAVALO fa itony dia FANGOLIKA
    ratsy sady raha HAMPIESONA an!!!TALENTANY MIHINTSY izay.

  14. CHERS COMPATRIOTES,ARRETONS DE CRITIQUER , DE JUGER LES UNS LES AUTRES !QUI PEUT NOUS DIRE QU’IL A FAIT MIEUX QUE MAMY DANS ET POUR LA MOUVANCE ?
    INONA NO MBA VITANAO AKOATRAN’NY MANARATSY NY SASANY ETO AMIN’ITY FORUM ITY,ry ranavalona ary sao mba ianao no maimbo?Inona nataon ‘ANDRIAMATOA RAKOTOARIVELO anao ?
    tandremo ny teny tsy ambina,izay mariky ny tsy vory saina !

    La participation de la Mouvance RAVALOMANANA MARC aux institutions de la transition(gouvernement ,CT, CST )a constitué la preuve que la Mouvance a eu la volonté de se conformer aux dispositions de la feuille de route qu’elle a signée. Et cette participation n’ a pu se faire sans l’aval du Président RAVALOMANANA MARC.
    Qui ose prétendre savoir pourquo le Président a nommé RAVATOMANGA Roland au pste de Chef de Délégation.cette nomination ne veut pas dire désaveu de RAKOTOARIVELO Mamy..
    Nous entrons actuellement dans une phase importante de notre TOLONA ,il serait donc normal que des réévaluations des capacités des un(e)s et des autres pour différentes et nouvelles missions soient effectuées pour que la Mouvance puisse faire face aux nouvelles réalités que l’élection est gagnée ou perdue !
    Mais actuellement il n ‘ y a aucune raison de ne pas croire que Nous sommes sur la voie de de croire à notre victoire et de voir le Dr ROBINSON JEAN LOUIS succéder au
    Président de la République RAVALOMANANA MARC !
    Alors cessons de douter…!
    CE QUE NOUS DEVONS FAIRE SANS HESITATION NI SCRUPULE EST DE BOUSCULER LA CES PAR DES MANIFESTATIONS GENERALES ET POUR CELA ,JE CROIS SAVOIR QUE SI NOUS MANIFESTONS ,D’AUTRES ORGANISATIONS SUIVRONS ET QUE DES GRANDS PAYS NOUS SOUTIENDRONS !
    ALORS OSONS !
    AIDONS – NOUS LE CIEL NOUS AIDERA !
    METTONS LE MAXIMUM DE PRESSION SUR LA CES !

  15. Ity fanaratsiana ataon’ny miseho ho zanak’i dada ity dia mahavariana mihitsy, ary toe-tsaina toy izao no tsy mampandroso ny tolona sy hahatratrarana izay tanjona, mifanipaka an-toerana, fa raha ianareo mivavavava eo moa ve nahavita ny tolona teo amin’ny toeran’i Rakotoarivelo na ry maitre Hanitra ?
    mampieritreritra hoe sao ianareo aza no tena foza, manome endrika ratsy foana ny mpanohana an-Dravalo ?
    ny vava tsy ambina tsy mitondra mankaiza velively fa mba ataovy am-pisainana re izay atao e!

  16. Tsy mbola kivy aho mamerina foana hoe:fadio ny mifanaratsy ary isika manana loha mpitarika(prm RAVALOMANANA)ka zay tapakany avy any dia tanterahantsika,ary ny fahendren’ny Ntaolo aza ariana=>mifanipak’anaty toa valala ankarona
    SAHIA AZA MATAOTRA

  17. Azoko tsara kosa aloha ny an’Ingahy Ravalomanana e! i Mamy Rakotoarivelo ange nizara seza tany Frantsa niaraka t@ HVM sy Rolland Ratsiraka sy ny solontenan’Ingahy Rajoelina e!
    Filam-bola fotsiny ny an’ny mpanao pôlitika malagasy na an-kolafy iza na an-kolafy iza!
    Mitsangana ry Malagasy! Esory ny mpivarotra tanindrazana tarihin’i Ratsiraka(soloin’ny Rajoelina sy Hery Rajaonarimampianina)sy tarihin-dRavalomanana(soloin-tenan’i Rolland Ravatomanga sy Dr Robinson)
    RATSIRAKA = FRANTSAY / RAVALOMANANA = BEKINTANA sy RAINIBOTO
    Samy mpivarotra tanindrazana ireo fa ny MALAGASY = MADAGASIKARA

  18. Ny tena tsy mampandroso ny tolona dia ny fijerevana arina an-tava fotsiny, ny fanarahan-drenirano na ny mitsingevaeva toy ny tay enti-driaka fotsiny !
    Efa mazava ho an’ny rehetra izay misaina ny antony nanoloana an’ilay nanao sonia an’ilay FITIAVANA hoy ilay olona iray izay !
    Raha tena tsy zakany ny fitarihana an’ilay movansa dia tokony nitsotra hatry ny ela izy, fa tsy nijanona nanangom-bola tao fotsiny niaraka tamin’ireo namany.
    Marihina fa misy amin’ireo namany mpamadika ireo, no mbola be zesta amin’izao fotoana, ary mihevitra fa tsy ho tratry ny aloka, ary mbola manohy ny famahanan-dalitra ny vahoaka.
    Raha tena tia tanindrazana sy mahay manaraka paolitika ianareo dia tsy tokony hiaro an’ireo izay nanota, namitaka sy namadika ny vahoaka !

    Samy tratry ny taolana daholo aloha, koa mahaiza mifiaka sy mikiky mba ho derain’ny alika !

    Ankaotr’izany dia voalaza fa ny vokam-pifidianana dia tsy maintsy eken’ny rehetra, indrindra fa ny vahoaka malagasy izay tompon-drahara !

    Elections libres, neutres et transparentes, ET RECONNUES PAR TOUS !!!

    Libres ve ny élections ?? TSIA !!
    Neutres ve ny élections ?? TSIA !!
    Transparentes ve ny élections ??? TSIA !!

    Ary efa nanaiky ny vokam-pifidianana daholo ve ny vahoaka ???

    Any aminareo ny baolina r’Ingahy Ravatomanga ; ary dia anontanio aho rahatoa ka misy tsy mazava, fa aza manontany na inona na inona any amin’ilay tary izay anisan’ny fianakavianao ary malaza fa nanohana an’io fanonganam-panjakàna io !!

    Asehoy amin’ny vahoaka fa olon-mendrika sy azo hitokisana ianao !!

  19. Ho ahy manokana dia tsotra: Nisy tenin-dRatsiraka izay hoe: »de qui se moque-t-on?, pour cette mascarade d’élection nous ne somme que le dindon de la farce! Fa naninona, dia tsy nisy nahatakatra ve io tany amboalohany? Ankehitriny tsy misy ary tsy hisy solution afa-tsy ny FIJOROANA HIARO NY SAFIDINTSIKA NA AMIN’NY FOMBA AHOANA NA AMIN’NY FOMBA AHOANA. Mila mpitarika manana izay carrisme izay

  20. « De qui se moque-t-on » ??? Ne pas oublier que Ratsiraka fut et reste toujours derrière cette soi-disant mascarade ! En contemplant les résultats de ses actes, il doit certainement rire sous cape actuellement !

    Il y en une aussi qui continue à prendre les malgaches pour des moins que rien ou comme étant les derniers des imbéciles, celle qui avait dit dernièrement je cite :  » les électeurs ont librement choisi entre les deux hommes, deux styles, deux ‘tempéremment’ pour ne pas dire deux projets de société » ( Source : Un journal de la place ) !!

    Faisant partie intégrante de ce peuple, si elle me prend personnellement pour un imbécile, moi je lui dis haut et fort qu’elle est une vraie pourriture !

    Comment oser prétendre que les électeurs avaient librement choisi ? Non seulement c’est une pourriture, mais une incapable avec une vraie mentalité de pute !

  21. Le résultat d’élection farcie de FRAUDES n’est pas un choix :

    ===> C’est un VIOL DU CONSENSUS POPULAIRE (ALA BATO)

    ===> ce journal n’informe ni n’émet d’opinion à caractère professionnel ,

    ===> il fait de la PROPAGANDE dans un contexte connu de tous : de fraudes

  22. Tongava maro eny @ Magro manomboka izao androany hariva izao. Izaho mino fa tsy tafapetraka eo io Hery io fa avondrony ny force ntsika. D’après mon analyse , l’avrrivée de Dada sera très bientôt.

  23. =>Malagasy m.
    Misy sondage zay any ambadika any ataon’ny tananews.com
    Votants 146
    1-idina an_dalam_be(36%)
    2-miandry ny fanapahan_kevitry ny ces(42%)
    3-tsy maita atao fa miaina tahaka ny mahazatra(22%)
    Izany hoe iretsy 42% iretsy zany anampy le 36%

  24. Na Vatomanga, na iza no atao eo dia tsy mampiova zavatra izany. Tokony hiaiky ny rehetra manomboka amin’i Dada izany fa Izy no nahatonga ny situation toy izao. Maninona re no niditra tao anaty systeme kanefa na ny radio aza tsy afaka nosokafana. Ny antony dia natahotra ny ahavery seza azy daholo na ny minisitra na ny cst na ny ct kanefa dia izay no tanjona nidirana tao mba hanaovana pression @ international.
    Firy moa ny tena mpitolona no mba nanakiana mafy ny tsy fetezan’ny fidiarana ao anaty systeme kanefa tsy misy fahasahiana hiala rehefa tsy azo no notakiana dia ireny indray no natao fahavalo satria malahelo tsy nahazo toerana hono dia lasa maka sisiny ny manana hevitra tsara miandry ny fiafarany sisa satria tsy mba misy mpiaro sady tsy mba henoin’i Dada dia izao no vokany.
    Raha mbola ireo niarahanihinana tao @ tetezamita ireo no mbola miseho mitarika ny tolona dia aza manantena vokatra satria efa hita fa ny kibony no nojereny fa tsy ny tolona izay nifanarahana.
    Tsy te hitsara ny choix ny kandida izahay fa i Dada tenany no nanendry izany ary efa tsinjo mialoha fa sarotra ny mifehy ny olona tsy ao anty movansa ka dia ireny ny vokatra satria tsy misy structure ny fampandresena ny kandida JLR tany @ faritra tsirairay ary JLR dia tena nahatoky tena fa ho lany mora satria variana t@ vokatra t@ 1er tour (Tena tsy fananana traikefa tanteraka eo @ sehatra politika ka vao voalohany dia arozazy no be dia be satria kandida tsy nanampo ny ho tafita @ ady lehibe toy ny fifidianana fa natosiky ny chance de tsy nahazaka fandresena izay tena tsy tokony hampisioka akory).
    Fehiny: Ovaintsika ny fomba fitolomana ka aleo ny feon’ny madinika no henoina (ireo tsy nahazo na dia ariary aza t@ fanohanana an’i Dada fa nanohana azy t@ fo). Ady @ famoahana ny radio sy ny tele no imasoana voalohany mba ahazoana manaparitaka ny hevitra marina ary eken’ny iraisam-pirenena fa tokony halalaka ny aino amanjery.
    Ny fisokafan’ny aino amanjery io ihany koa no ahazoana manabaribary ny tsy mety ho an’ireo tia tena miseho azy ho mpitolona kanefa ny kibony no tsinjoviny (mety izany no tsy nampisokatra ny radio sy ny tele satria afaka niteny ny tsy mety nataon’ireo olon’ny movansa ny olona).
    Tsy vahaolana intsony ny fanankinana ny tolona amin’ireo efa tao anaty systeme fa efa tsy ananan’ny vahoaka mpitolona fitokisana daholo (efa impiry nosoloina moa ny chef de movansa fa tsy namokatra e satria tsy mifototra @ vahoaka mpitolona ny fanampahankevitra rehetra fa na i Dada no tsy mahalala ny zavamisy noho izy lavitra na ny fomba fametrahana ny rafitra fifampifehezana mihintsy no tsy mahomby ka lasa teny midina daholo no misy fa ny teny miakatra dia zara raha henoina).

  25. TOA HOE NISY FANODIKODINAM-BOLA BE VATA HOE NATAON’INGAHY RAKOTOARIVELO KA TSY VOALOA NY VOLAN’IREO DELEGUES TAMIN’NY BIRAOM-PIFIDIANANA ROBINSON! KA IO KOA HOE NO NAHATONGA ILAY FAHARESENA BE VATA!

  26. Raha vao tsy milaza ny marina eo ny CES
    Koa den’izao mihomana ary manentana za mba samy iditra ao anaty ny ASSOCIATION isika jeunes omena miandalana eto iany ny fotoana sy ny toerana
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE,AZA METY HO RESIN’NY TAHOTRA

  27. =>Tsimisorona
    Be ny lesoka t@ 1er tour,fa tsy tafarina izany t@ 2e tour,tsy ho teneniko eto izany fa mapibitaka ny foza
    Zay mahatonga ahy andresy lahatr »anareo hoe:atsangana ny association de jeune ary atao mpanolo_tsaina reo zokiny
    SAHIA…

  28. Fa inona moa ity marina zahavinao ty Randrianiana? Ilay hoe lainga be noforonin’ny zanak’i dada ve? hihihihih!!!!

  29. ny ahy aloha dia hita fa tena nisy tokoa ny halabato manarapenitra na ireo olona mankasitraka izao fitondrana izao aza dia mihaiky ny fisian’izany fa na iizany aza dia misy indro kely ihany koa teo @ fampielezakevitra natao JLR, tokony ho be lavitra ny vato azo teto Tana izay azo lazaina fa sarotra kokoa ny mangalabato eto fa ilay fampiasana ny teny hoe « foza » ity dia hitako fa nisy fiantraikany be teo @ vato azon’i JLR

  30. Ka matoa ne ianao tafimtohina @ izany hoe: »foza »zany miaina ao anatiny ianao e,ny hoe foza manko dia entina ilazana zavatra 3
    1_olona mahantra(ambany saranga)
    2_vehivavy tia lehilahy maro(nefa tsy tena mivaro_tena)
    3_olona mpanimba zavatra,…

  31. Un mouvement pour rester vivant doit admettre la différence…C’est la démocratie

    Les jeunes , ou partisans non encartés , peuvent enrichir en apportant une lumière autre…

    Je rejoins Tsimisorona ajoutant le danger d’un pilotage centralisateur surdimensionné et de surcroit éloigné :

    ==> il y a risque d’explosion par éclatement de l’intérieur , comme dans un tambour centrifuge

    ==> il y a risque de distorsion des informations transmises ou omissions volontaires

    Il est vrai que l’avis des partisans ne doit pas être négligé :
    un arbre sans ramifications vivantes risque d’être étouffé par le lierre(l’état major) qui peut faire effet de constriction

    Mais on peut aussi comprendre l’état major : ON NE PEUT SE FIER QU’A CEUX QU’ON CONNAIT LES MIEUX…

    Nous sommes dans une situation de crise : à problème exceptionnel , solution d’exception.

    Les états d’âme doivent être exprimés démocratiquement , pour une prise en compte POUR L’AVENIR ,de sorte que les mêmes erreurs ne soient pas réitérées et qu’il y ait réel débat dans le parti .

  32. Tsy asiako resaka iretsy 2 ambony fa ny faha3 no resaiko
    Mpanimba voly,mihinana zana_trondro ary misy poizina ny fiafaran’ny FOZA
    Dia tahaka izay iany koa ny fitondran’ing Andry R.,mpanimba zavatra,mpanakorontana tsy mena mivadika lasa poizina faran

  33. randrianiaina

    le problème relève plus du banditisme que de politique …

    Rajoelina n’est qu’un homme de paille, un petit bandit aux dents longues acheté par françafrique , comme Bongo au Gabon !
    L’un et l’autre n’ont aucun respect pour leur pays , c’est pour eux l’escalier pour les milliards en dollars US qu’apporte le PETROLE (et gaz à l’ouest de Mada)

    IL NE S’INTERESSE QU’AU FRIC

    La FRANCAFRIQUE EST UNE PIEUVRE MAFIEUSE !!!!!!!!!!!

    D’où la nécessité d’une grève générale et massive , en plus des requêtes ,…dans cette république bananière ,

    LA REVOLTE POPULAIRE est la réponse à la violence de françafrique.

  34. Tato anatin’ny 4 ans aloha de nitombo be tokoa ny isany ny olona izay lazaina  » foza » ra ny definition nomen’i Randrianiaina no lazaina , ka amiko de tena misy lanjany ny vaton’ireo olona ireo , fa tsy raisina antedrony fotsiny ,nilaina avokoa ny vaton’ny olona rehetra ra tiana ho azo ny fandresena ,tena tokony ho ecrase mihintsy ny 3 ra mba nojerene kely izay ra ny teto Tana nojerena

  35. Rakoto kenzo
    Zay ny politika,fa ny an’ing Rajoelina ny ampiady antsika no mafatifaty azy,aeliny eny ambany tanana fa ireo olona monina eny ndray foza,nefa izy mihintsy tena foza FISAINANA ANY @V.(maro ny foza satria nahantra ny 95% malagasy,nitorina)

  36. Bonne annėe lesy Kintana a!!ary taiza fôna elah???
    Manohana 100% ny voalazanao Kintana fa eto dia misy olona dia
    tena marivo salosana dia mihevitra olona tena mapar an!!! dia misy dia teeennnaaa
    miseho ho mandamindamina resaka mandreraka be! MAHONENA!!!’ekeko rė tompoko fa tsara fanahy
    ny Gasy fa mba ASIVO FETRANY IHANY fa sao JAMBA MITARIKA JAMBA E!!!izay vao  » joelina mitarika
    an’i Deba » mantsy e!
    TSISY PAISO ETO NA MAPAR ary vao miainga any ny resaka dia efa fantatra daholo ny tiany ahatongavana.
    5 taona isika no teto ka asakasak’izay mbola azo fahanana lalitra eto.

  37. Taiza foana ?? Krisimasy anie ny andro teo, dia mbola napetraky ry zalahy teny amin’ny tendron’ny sapin, ary nandinika ny zava-misy ê !
    Bonne année, na dia fomba fiteny sisa ilay izy !!
    Nifaniry Bonne année ity nandritry ny dimy taona, toa vao maika miha-maizina andro aman’alina ny hoavin’ny malagasy noho ireto fozan-doza ireto ; ireto foza biby mainty lasa orange rehefa alefa ao anaty rano mangotraka !
    Mba nanontany an’Andriamanitra ihany aho hoe, mbola mahita izy sa efa nahazo ny aretin’i Ratsiraka, no dia tsy mahita an’izao fahavoazan’ny vahoaka malagasy, izay tsy sasatry ny mivavaka izao !
    Dia nahoana no avela manjakazaka tahak’izao ny devoly mainty ?

  38. Il ne faut plus perdre du temps si vous voulez protéger la voix des votants. Il faut communiquer :
    Exemples:
    – expliquer comment faire le re-comptage des voix / PV
    – combien de temps cela prendrait?
    – qui pourront être impliqués?
    – le cadre logique de tout cela
    – les moyens requis
    – etc.
    Il faut monter sur divers plateaux et pendant une semaine au moins, avant que la décision de la CES ne soit rendue pour que ses membres et la population ne puissent pas dire qu’ils n’ont pas eu toutes informations requises.

  39. Foanana fotsiny izao dia vita, fa tsy misy ilàna an’izay fanisam-bato any ê !
    Voahitsakitsaka ny tondrozotra ary koa ny safidim-bahoaka, dia mbola hiandry inona indray ?
    Aza adino fa olona jiolahy sy tsy mpanara-dalàna no navela hirotsaka ho fidiana !
    Izany olona izany ve no avela hitondra ny firenena mandritry ny dimy taona ??
    Aza adino, fa fantatra daholo ny zavatra tsy mety nataon’io fery vao io, na dia eo amin’ny lafiny fomba fiasa fotsiny aza !

    Tsy hanaiky izahay hoe io olona io no hanankinanay ny hoavin’ny tanindrazana sy ny zanaka amam-paranay !

  40. Est ce que la nomination de roland ravatomanga conforte la stratégie de mise sous pression de la CES 2 de Kotozafy pour qu’elle procède aux confrontations de PV et des Bulletins de vote dans tous les bureaux de vote faisant objet de contestation , de plaintes avec des preuves fournies ou ?

    Sa nomination oriente les actions à venir vers la négociation avec les FAT-poza pour le rapatriement de dada8 en contre partie d’une reconnaissance de la défaite sans aucune contestation?

    Izahay vahoaka efa vonona hidina an-dalambe raha tsy manaiky hanao fampitahana ny PV sy ny bulletins de vote ny CES 2 n’i Kotozafy, saingy manontany tena izahay hoe ny nanendrena an’i Roland Ravatomanga ve dia hanohy ny fanindriana ny CES 2 Hanaiky hanao fampitahana raha tsy izany dia midina an-dalambe avokoa taritin’izy roland ravatomanga, sa kosa izy Roland Ravatomanga no notendrena hifampiresaka @ FAT-poza rehetra ny fanekena ny faharesena sy ny fifanarahana @ fampodiana an’i dada8?

    Raha hanao fifanarahana @ FAT-poza no nanendrena an’i Roland Ravatomanga dia vita ny tolona aaaah!!! Miandry taona amro indray raha mbola hisy ny olona vaovao sahy hitsangana hanohitra ireto FAT-poza ireto!

  41. Plus grave est de contester la SINCERITE DU TRAITEMENT INFORMATIQUE de la CENI T qui aurait eu un bon point de Currin

    Gilbert LI (médiapart 02/01/2014) DELINQUANT INFORMATIQUE HORS PAIR :

    ==> a été SORTI DE PRISON ( on ne sait pourquoi ???)

    ==> a bénéficié d’AMNISTIE DE RAJOELINA ( on sait pourquoi )

    ==> OUPPSSSSS recruté par le CENI T pour « bien » traiter les élections !!!!!!!

    =================> ce Gilbert LI à son palmarès délictuel a faussé le résultat d’un nCONCOURS DE MAGISTRATS !!!!!!!!
    =================> on assiste à de PURE METHODE DE GANGSTER dans une république bananière sans foi ni loi

    =================> si en course requête cet ELEMENT NOUVEAU ET GRAVE n’est pas ca présenté au CES : c’est encore accepter la MASCARADE

    Cet élément nouveau à caractère grave , à mon humble avis , porte atteinte à TOUTE la sincérité du travail du CENI T, donc aboutir à l’annulation de tout !

    Volonté de frauder manifeste
    assortie de manoeuvre scélérate digne des plus grands maffieux

    J’aurais plus confiance en RAYMOND RANJEVA pour les investigations en matière de fraude, pour les méthodes d’investigation judiciaire.

    Brian Currin est un « grand » monsieur surtout spécialiste des droits de l’homme, spécialiste comme médiateur facilitateur de paix , bref un gestionnaire ce conflits confirmé , volet complémentaire AIDANT …politiquement et internationalement
    Il a déjà déclaré à B-triche sa satisfaction ….pour la façade !!!!

    Il est permis de ne pas compter sur la C.I. qui jusqu’ice n’a oeuvré que pour se débarrasser d’une « patate chaude » , dont ces élections mascarades faites pour les nègres( affection françafricaine)

  42. j’ajoute DELINQUANT INFORMATIQUE

    MULTIRECIDIVISTE ……………………………..MULTIRECIDIVISYE !

    AMNISTIE IMPOSSIBLE sauf dans un but délibéré

    utiliser SES TALENTS DE FRAUDEUR !!!

    ====> Elément nouveau à produire en cours de procès .

  43. Marina tokoa zany fa mpamadika Mamy Rakotoarivelo? solon’i Jacque Sylla zany. Tena mila mijery strategie ny mouvance na antoko politika mba isorohana itony mpamadika sy olon ts azo antoka itony fa manimba be de be ny antoko reny olona reny

  44. Mila miverina mianatra koa aloha Ra8 e!
    En-tête teny gasy, contenu anglais, signature teny frantsay.
    Lol be

  45. Nitetitetika ny ho be fika i lay benangy fa tsy nahomby. Dia nilaza indray ilay karilahy fa tsy mahafantatra iny fanampahan-kevitry ny filoha Ravalomanana iny hono izy, nefa i Ravalo nilza fa nampilaza azy. Mbola variana any Frantsa any ilay mpamadika sady mpamitak’olona iny nanatena haka baiko avy @ frantsay kianjo tsy nandeha ny baolina.
    Kotovelo aloha dia foza ary tokony ho raiisina toy foza, izany hoe raha azo dia ENDASINA.

  46. rolland, dadafara , edgard,vital,hajo ,sns TS HIFIDY AN’I DADA MINTS G NFIDY ANREO ,MBOLA +LISITRA VAO2 G TS NFIDY ,d in ku … in DEBAT FARANY INY NANIMBA NY ROBIN INYÉ (NY THEME FARANY ,FIHAVANANA) D IN NATAON….. (IZA ZAO NY FOZA)

  47. C’est toujours Denise qui a plusieurs pseudo dans se site. Cette femme n’aime pas rester dans sa niche. Couche! Couche!…

  48. Calme toi Mme Denise , tu ne sais jamais ce qui va se passer demain. La vérité reste toujours la vérité.

  49. ZAO LE IZ PAQUERETYA ,ENW IO MBA TANTARAO ANA WE IZA NO NTARIKA NY GREVINAREO 1 TS TOKON IN V NY ATAON’LÉ DADANAREO CHEF E ,SA TS AIKO ZAN HAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHA ( D IO VALIMPIFIDIANAN IO TS MIOVA TSOUNY IO) MBA LOGIKA WA FA TS FANATISME B FAHANTANY FTSN

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *