TSY HANAIKY HALABATO ISIKA

IMG_2052

IMG_2052Dimy taona teto isika hoy Andriamatoa Robert solontenan’ny fikambanana teny amin’ny Magro Behoririka androany, rovita pataloa nametraka ny fitiavan-tanindrazana. Ankehitriny hoy izy dia heverin’ny olona sasany toy ny sobika, noho izany dia tsy handefitra intsony amin’ny halatra ary tsy hanaiky ny fanatevanana ny fanonganam-panjakana amboniny intsony. Ampiteneno hoy izy ny isam-pokontany fa isika tsy hanaiky ny halabato. Ny Ct Brenda kosa dia nilaza fa miandry ny toromarik’i dada isika izay vao mihetsika. Aorian’ny didy avoakan’ny Ces hoy izy izany satria vao mikirakira ny antontantaratasy fitoriana napetratsika izy ireo, sao ataony disqualifié ny kandidantsika. Raiso ny andraikitrareo ry Ces fa efa misy porofo izany. Ny Ct Eric dia nilaza fa zavatra mamoafady no nataon’i Attalah iny , ka noho izany tsy hipetrapetra-potsiny isika ain’izany. Manainga antsika hiaro ny safidintsika, entano ny namana ho tonga maro rahampitso eto ankianja. Ny Ct Raveloson Constant dia nanambara fa ianareo mpiara mitolona eto dia mpitarika ohatra ahy , ianao no mahay any amin’ny fokontany any koa samia miteny any amin’ny toerana misy antsika any, any ampiasana any, any anaty bus any.Diovy hainga hoy izy any amin’ny fokontany any. Matoa hoy Constant ingahy Chissano tonga teto, ka vitany hatramin’ny farany ve ny asany? ireo lehilahy roa ireo hoy izy dia anisan’ny nampiasa vola be tany Mozambika nanome vahana ny fanonganam-panjakana, ka raha nahay nandamina izy dia Mozambika no nilamina. Momba ny Ceni-T dia nambarany fa dia nisafidy mazava ny Ceni-t na ny PV sy ny vato avy amin’ny niaviany avy no ampitahaina. Eo ihany koa ny fifidianana kianin’ny olona ary tsy ekena. Nisafidy ny Ceni-t hoy izy izay alehany fa izahay tsy mila mangarahara. Zavadehibe amintsika hoy izy ny mampahafantatra ny asa mandritra ny tapabolana, avelao ny Ces hahalala tsara ao anatin’izay. Isika aleo hisoroka toy izay hitsabo , manana tapabolana isika , resintsika eto Chissano amin’ny fomba ara-dalàna, ka fanehoankevitra no hanombohana azy.

33 pensées sur “TSY HANAIKY HALABATO ISIKA”

  1. Miangavy ny rehetra mba ho tony fa atao fanainiana mihintsy ilay izy handranitana antsika
    efa misy miasa dia aleo ho jerena ny fandehany fa tsy misy mipetraka fotsiny eo e!!
    Azo atao koa ny mametraka sora-baventy eny rehetra eny.
    Ny tiako ahatongavana dia RANGITINA NY VAHOAKA HITRAOTRA MBA AHAFAHAn’izy ireo HANDATSA-DRÀ indray.
    Tsy misy ho voavidy hitokona intsony mantsy eo ho ataon’ny FOZA SORONA.
    MBOLA MIALA NENINA ISIKA MANARA-DALANA ,koa aoka tsy hilatsaka anaty fandrim-POZA eto mihintsy aloha.
    MILA SORONA NY SATANA KOA MAILO e!!,izay ihany ny ahy!!sao manao Gisa mitety asa eo.

  2. Ninoninona mitranga dia mila atsangana aingana dia aingana ny ASSOCIATION DE JEUNES,efa manomboka zao ny fandaminana rehetra ka samia vonona sy milaza zay ao am_pony avy
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE

  3. Randraniaina : parallèle aminy GTT izany ???
    Haiza ny siège ?

    Mitadrema sao dia association tsy ena mahatanjaka ,; ka ny herintsika eto atr’izaho dia lasa zavona fontsiny …

    J’appréhende un peu les constellations d’associations , crainte de BALKANISATION du mouvement.

    Il est vrai que dans toutes associations il y a des personnes qui peuvent hérisser …mais faute de grives…………

    Dubitative sur la performance pour l’instant , mais il est vrai aussi que tout a un commencement.

  4. Misy conseil mahakasika ny fananganana ny association de jeunes. Maninona raha any @ QG Magro no atao siège provisoire, dia manokana fotoana iray hihaonana ao dia samy mitondra CIN izay tonga ao? Ny atahorako fotsiny dia sao dia miditra ao hatra@ mpitsikilo foza kanefa na dia misy aza izany tsimaintsy fantatra @ fihetsiny ihany fa tsy azo afenina izany. Rahampitso hariva @ meeting Magro izao azo atao ny mametraka point de rencontre iray @ fotoana iray ohatra ora iray alohan’ny anombohan’ny meeting.

    Azo atao koa manokatra compte face book ny Mydago dia miditra ao izay intéressé. @ izay fotoana izay moramora kojoa ny fifankafantarana.

  5. Za tsy hoe:miambo mahavita fa araka zay voalazako zay rehefa vonona isika dia roso,ary manomboka androany t@ ora nivoahan’izao evitra izao dia tsy raisina intsony ny vao2 eny fa na dia manaradalana aza,nefa kosa raha manana namana azo antoka d raisin

  6. Za mpamonjy ny fivoriana tao Antsirabe tao t@ za niasa tany Menabe fa nohon’ny fanoanako any dada dia nitadiavana evitra ny nanalan’ahy tany,efa maro no vonona fa tara be ka maro reo nihemotra,ankehitriny tonga ny FOTOANA TSY AZO IHODIFIRANA…

  7. Facebook JLR [Mivantana] JLR 52,87%, HVM 47,13%, 19020/20001 BV.
    Harantsim-panahy sy filambaniny ny fanaovana tsinontsinona ny fitanana an-tsoratry ny isam-bato azon’ny kandida tsirairay eto am-pelatananay.

  8. GDB
    Na parallel ary ataoko fa tsy olana,tahaky ny voaloboka io »iray ny fototra(tanindrazana)isika no sampany izay maro tokoa(tsy hamadika reo ray aman_dreny nitolona mba tsy ho zanahana,kanefa @hendriny maro no anaovantsika izany) »
    SAHIA MANAO DINGAN

  9. Azavaiko tsara @tsika mahatonga ny ANTALA tsy mety anao cofrontation:
    1_ny buletin dia misy numero daholo ary tokony ho fantatra io numero io hoe ary @region zao ary kaominina zao,contre parti anizay ny buletin pre_coché tsy misy numero ary t@ marker

  10. 2_izy irery ihany no manana ny »lecteur code bar ny pv »araka ny nolazainy tany amboaloany,izany hoe:pv hosoka daholo ny any aminy(37%)
    3_tsy nomena tany amboalohany(2e tour)ny »liste additive »ka maro reo mersenera(miaramila 85%)

  11. OK Randrianiaina : mazoto ary ééééé

    Moi qui ai plus de deux fois vingt ans , comme dit Reggiani , je soutiendrais de bon coeur.

    Pour moi il est très important dans une lutte , en plus de l’ACTION , d’avoir des référents dans tous les domaines pour la collecte d’INFORMATION TOUS AZIMUTS

    Une association de jeunes gens motivés sera un plus pour le mouvement : les jeunes apportent dynamisme et passion que les plus vieux oublient parfois de vivre.

    Toutefois je me permets de demander que l’on précise le but et l’objet

    Je suis partisane déterminée pour (un jour j’espère) LA DEMOCRATIE dans notre pays , pour SERVIR L’INTERET DU PLUS GRAND NOMBRE , INTERET GENERAL ET NATIONALISME.

    Admiration pour : NYERERE , MENDELA , Ghandi , Dominique Moïsi , Odon Vallet , Capitant , les Menalamba !

  12. =>Malagasy misaina
    Raha vao mamaky ny anaranao za dia hoy aho hoe:tokony ho ao ianao,nefa za tsy mahalala hoe hoviana marina enao no tonga tato,mydago no afaka mamaly izany,ary ny fanontanianao tsy tokony ho aty amiko irery,…

  13. Ary farany dia ny hamaro ny olona resy lahatra ka hiara_itolona ho fanavotam_pirenena,mi_compte be ny fahamaroan_tsika
    Ny zava_misy amin’izao manko tena sarotra ka mila fitandremanana
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE,ARY AZA MATAHOTRA

  14. Il y a plus urgent que de telles associations: communiquer sur ce qui se passe et ce qui va suivre. Monter sur le plateau et ne pas arrêter de le faire. Ne pas laisser des temps morts.
    Il faut carburer les partisans, autrement, ils vont se dire que rien ne bouge si on ne fait qu’attendre sans communiquer.
    Je le sais car c’est ce que j’entends là où je vais.

  15. il serait intéressant que l’on nous fasse , tant que faire se peut, le point sur l’état d’avancement des requêtes.

    Ne serait ce que la recevabilité : combien de requêtes recevables ?

    Jusqu’ici la letre de Currin aux ambassades est communiquée…

  16. TSY NY HALA-BATO IHANY NO TOKONY HO LAVINA, FA IREO FIFIDIANANA SY NY FOMBA NENTINA NIKARAKARÀNA AZIREO MIHINTSY !!

    Anisan’ny resaka fampandriana adrisa ny toy itony !

    http://www.tananews.com/2014/01/legislatives-le-mapar-et-la-mouvance-ravalomanana-au-coude-a-coude/

    Coude-à-coude hoe ?? Very any ankodaoda aloha izao ny hoavin’ny malagasy !!

    Nisy video navoakan’ny namana tato ato efa mazava ary nanazàva ny zavatra hitranga ; ny MAPAR izay efa tokony ho foana satria tsy nanara-dalàna, no mody lazaina fa « mbola mety ho resy » satria au coude-à-coude !!
    Dikan’izany dia tokony tsy hanakiana ny vokam-pifidianana ny vahoka ary tsy tokony HIETSIKA !!

    Sao dia mbola matory marina aloha ianareo satria mbola maraina loatra ity ny andro, koa manao azafady rey olona fa dia tohizo aloha ny torimaso ê !

  17. Misy adino kely !

    Ianao io ve Ra-Constant mba nanao toy ny nataon’i Manoela, tonga dia nitory sy nangataka ny fanafoanana an’ireo fifidiana tsy azo ekena ireo ??

  18. Coude à coude ????

    Médiapart avance qu’il aurait pu y avoir 400.000 voix d’AVANCE pour Hery Randria etc…
    Avec les bonnes méthodes françafricaines , que nous constations (bourrage d’urne, falsification de fiches ou pré-cochage …)
    On utilise les mêmes méthodes pour « tous les nègres » que le gouvernement français en place soit de gauche ou de droite !

    Quelle que soit la réalité des votes exprimés par la fraude pré-concoctée , Hery ne pouvait qu’obtenir un résultat en sa faveur .

    Sinon il reste à suivre l’état d’avancement de ces requêtes pour l’instant et ceux qui le peuvent….et nous informer éventuellement?

    Reste aux défenseurs de la mouvance à faire ce travail de titan : il y a peu à spéculer avant l’aboutissement des requêtes.

  19. sinon une grève générale pour appuyer les revendications légitimes contre les fraudes et pour l’image à dimension internationale :

    ==> serait plus que bienvenue

    ==> ce serait une manifestation POUR une REPUBLIQUE NON BANANIERE

  20. Ataovy daholo zay mety ho projetnareo ataovy daholo zay azonareo atao hiadina ny fitondrana.fa na inona na inona ataonareo franc-maconnerie no arahinareo ary misy franc-macon koa @nareo mpanaradia reo fa mahery Andriamanitra tsy ho zakanareo ny famaizany ka tohizo ihany ny asan-devoly.ny andro iray an’ny tompony misy farany ny zvtr rehetra Andriamanitra tsy matory fa mahita ny ataonareo tsirairay ary mivavaka mafy isan’andro aho tsy olona franc-mancon diabolik tsy matahotra an’Andriamanitra toa anareo no hitondra an’i Madagascar.matim-bola aman-karena sy voninahitra fotsiny nareo mianakavy.ataovy zay tianareo fa ny andro iray tsy maintsy andray ny valin’asanareo ianareo mianakavy ary tsy ho zakanareo ny fiatran’ny kapok’Andriamanitra aminareo.manampaharetana Andriamanitra aza mihevitra hoe mbola tsy nisy nahazo anareo dia mety ny ataonareo fa mivaly daholo ny natao na ratsy na tsara.akipio ihany ny maso dia manompoa devoly

  21. denise/na

    après les fêtes tu divagues toujours ?
    tu as vu la franc maçonnerie dans les bulles de betsa betsa ?
    Toujours à retourner les rôles (VVV= Rajoelina & C°)

    De toute façon , la franc-maçonnerie n’a plus du tout l’impact qu’il avait il y a quelques dizaines d’année , had been de salon :

    « mifoaza rabetorimaso , fa maraina ny andro ôoooooooooo »

  22. Tena nihaino anao Andriamanitra ry Na !!!izao efa navahany izao ny tato,
    ny hiraky ny devoly tato.
    Dia enga anie ka ho tanteraka daholo ireo voalazanao ireo ! amen!!!

  23. je débarque diriez vous :

    je suis étonnée que GTT ait eu des candidats aux législatives …face à la mouvance…

    Alors que pour Analamanga l’écart entre le mapar et la mouvance était infinitésimale (mis à part Rivo Andrianarisoa)

    dispersion de voix de cousins germains !
    Dommage …

  24. Ny hevitra voalohany tokony himasoana aminizao raha tiana ahomby ny tolona dia izao : tsy maintsy miainga avy amin’ny tanora ny fihetsiketsehana mahomby. Raha manaraka antsika ny mpianatry ny oniversite anantananarivo (izay tanora ampy taona afaka nifidy avokoa) tonga dia tsy ho voatana intsony io tolona io. Manazava aho: hatrizay t@ ady t@ fanjanahantany, 1972, 1991,sns sns dia ny mpianatra hatrany no tena lohalaharana. Noho izany mila entanina ary mila mihetsika ny mpanohana rehetra ny aradalàna eto amin’ny oniversite antananarivo. Tsisy tokony atahorana ny aminizany satria olona nianatra manana ny mahaizy azy daholo ireo fa tsy diplaoma dj akory. Sady ny eto Antananarivo dia naharesy lahatra satria nahazo vato be JLR nefa ny tanora no tena betsaka nifidy! Ka tsy hilaza indray koa ny foza fa foza no majorite ety amin’ny oniversite antananarivo. Ny mpianatra ety amin’ny oniversite antananarivo dia tsy natahotra mihitsy andratsiraka dia hitantsika ny tohiny. Ny hany atahoranireo miaramila tsivanona mpamono olona dia ny tanora! Fa raha vao ny tanora no eo, minoa ahy ianareo fa ho resy ireo! Betsaka lavitra ny tanora eto madagasikara ary IREO TANORA IREO IHANY NO AFAKA MANDRODANA ireo mpangalabato ireo. Ny ankoatrizay, diplaomasia sns, accessoire fotsiny! NY TANORA NO TENA FOTOTRA! Avy eo manaraka ho azy ny lycée, ny ceg ny ray amandrenin’ny mpianatra, ny mpiasampanjakana sns!!!
    Koa mahereza daholo.

  25. Enga anie ry Torohevitra

    Tanora no tena fototra : hekena

    movansa be matory andro !!!!!!!!!!!!

    Mouvance = génération complaisante
    sacrifiant l’avenir des jeunes

    A quoi serviront une poignée de députés dans ces élections mascarade ??????
    Personnellement je connais très bien deux qui vendraient père et mère pour se faire des tunes !!

    députés mouvance = PSCHIIIIIITTT

    PS n’ayant pas la délation comme tasse de thé je ne citerai pas de nom , de plus c’est mesquin et inutile…

    MBA MIJORO EEEEEEE ! efa hontsa ny tanana !!!!!!!!

  26. Ny tolona, dia natao ho an’ny taranaky ny vahoaka malagasy, tsy misy ankanavaka ; ho an’ny fara sy dimby !
    Tokony hanana anjara lehibe amin’izany tolona izany ny tanora, fa tsy faly misotro bebeksa sy mampandihy na mijery tsy haiko fotsiny !
    Ny mampalahelo, dia vitsy atramin’izao ireo tanora sahy nandray andraikitra !
    Tsy ilaina fanampiana io voalazan’ny namana io ambony io !

    Nankaiza ity HoAiza ? Efa eto aho izao ê !

  27. Ka asakasakizay tsy manantsaina afatsy ny hisotro bebeksa! Ny olana ho an’ny tanora ety amin’ny oniversité dia ny vocation. izany hoe niverina tanteraka aminizao fotoana izao ny mahazo diplaoma dokotera na hafa dia lasa manao taxi na mpanao afera rehefa avy eo. Hainareo angamba ny tiako ho lazaina. Noho izany rehefa misy mpitarika iray fotsiny mangarahara tsy tokony hoe mpanao politika tanora mouvance ra8 fa tanora vaovao mahasahy mijoro mitaky ny aradalàna fotsiny dia ampy izay. Fa averiko ihany fa tsy adala ireo fa nandia fianarana miohatra ny hafa ary mahay noho izay dj! Efa nisy tao mpitarika tolona taloha izay nivadika satria nahazo vola ka nanamparan’ny tanora ny hatezerany. Anantra ho an’y hafa daholo ireny. efa fantatra fa firenena no arovana fa tsy association akory! Be olomanga madagasikara fa vitsy olomarina… Izany hoe misy tanora ihany ao olomarina izay mila mitsangana!

  28. VALI-FINGIKA IO RANONA , 2006 IZA NANINDY AN I MINISTERA AN I ATI-TANY 1ANDRO ,MBA VALIOOOOOOOOOOOO , TSSSSSSSSSSSS SA LASA TS TSARONA , SAM MANANA NY AMBARA IO REFA ZAY NO ILAINA ,NEN’SAMOELA NENAREO IO VERY ANY INÉ , VO MSEHO MTENY EO DADADADA NAREO VO MÉ INY VERY TANTERAKA ANY FA ATAOVY IANY ,FANATISME , D IZA NDRAY AV EO NO SOLOINA ,NANDRA ITA MINTS RETO WE POLITICHIEN HAHAHAHHAA

  29. Aza misika Denizy fa mbola tsy tafavoaka ny ala nareo a! aza mieritreritra be izay ampitso fa ny avoaky ny androany aza tsy mbola fantatrareo a!

  30. TO TSIS VOVALIN PERRETY MINTS IZ ZAN SA MIALA-BALA ALU …HAHAHAHAHA

    IZA ALU NO NISIOKA VOLOHANYE ,HAZAVAO .ZAY TS MISIOKA FA NAREO NB TATASIKA .EFA EFATAONA MBOLA TSIS

    NININ VITAN DADA NGE . NA NY FODIANY ARY NDRIIII D NTENA NO MENATRA RENY EMPERORA TETOE HAHAHAHAHAHA

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *