Une révélation des Karana

Karana 3

Note de Rédac : Suite à la publication de cet article, nous avons été interpellés sur l’opportunité de le publier et sur l’authenticité des documents qui nous ont été fournis. En toute transparence, nous vous demandons votre avis anonyme : Cliquez sur ce lien pour répondre au sondage.

 

Karana 1 Karana 2 Karana 3

Note de Rédac : Suite à la publication de cet article, nous avons été interpellés sur l’opportunité de le publier et sur l’authenticité des documents qui nous ont été fournis. En toute transparence, nous vous demandons votre avis anonyme : Cliquez sur ce lien pour répondre au sondage.

 

 

 

64 pensées sur “Une révélation des Karana”

  1. Rehefa nahongana ny Filoha Ravalomanana, dia lasan-dry zalahy ny aéroport satria ry zalahy izao no mibaiko ao ! Dia mbola nomena an-dry zalahy koa ny BNI !! Ny tany rehetra manodidina moa efa ary mbola ho alainy !

    Dia iza no mbola hanaiky an’izao ? Marihina fa maro amin’ireo olona ao amin’ny movansa Ravalomanana no efa nahafantatra an’izao zavatra tsy rariny izao !

    Tsy fantatra intsony izay tena tadiavina, fa ny famoahana an’itony dia maha lasa eritreritra ihany !

    Inona koa ny antony namoahana chiffre tahak’itony ? 188 661 voix ve no angatahana ny fanafoanan’azy ?

    http://www.tananews.com/2014/01/jean-louis-robinson-les-preuves-compromettent-au-moins-188-661-voix-de-hery-rajaonarimampianina/

    Efa nolazaina fa annulation des élections no tsy maintsy angatahana fa tsy annulation de voix !! Efa hatry ny ela ny CES sy ny CENIT no hita fa mitanila, ary ny CSC moa dia tsy lazaina intsony, dia mbola avela manao izay tiany atao !

    Aza dia vendrana ê !

  2. Marina ve izany lainga be izany ô. Mampihomehy be ianareo e! Raha tsy zazakely vendrana ka hino fa tsy tsaho be ity ataonareo ity.

  3. Raha ny hafa aza mahita fa tsy nety ilay fifidianana dia mbola misy foza mahita fa mety foana ny ataony.
    Misaona ny tanindrazana !

  4. les jeunes intellectuels Karana , qui ont besoin de « vouloir vivre collectif » à Madagascar n’ont qu’un intêret :

    ==> LE REFUS DE LA REPUBLIQUE BANANIERE

    république bananière qui ébranlera éternellement l’économie et toute paix sociale ,
    et fera constamment descendre le pays aux enfers , après les ROTAKAS REPETITIFS , seul langage possible d’un peuple misérable et écrasée par des AUTOCRATES QUI SE SUCCEDENT .

    La République bananière ne vit que sur les cendres de la misère provoquée par LA VIOLENCE des gouvernants AUTOCRATES et CORROMPUS ….

    …………commençant par la VIOLENCE DES FRAUDES ELECTORALES

    une fraude électorale c’est VIOLER LA « VOX POPULI »

    Au regard de la misère de Madagascar c’est criminel .

    Un peuple violé, muselé n’a d’autre choix que les ROTAKAS pour s’exprimer.

    Et nous retombons dans le cercle vicieux de la violence qui appelle la violence

    Ces élections , même bidon , représentent une occasion D’AMORCER un bout de démocratie

    Je dis bien « amorcer » car en principe je ne donne jamais le bon Dieu sans confession…

    Encore eut il fallu croire en une opposition CAPABLE DE STRATEGIE EFFICACE…

    QUAND ??????????????????

  5. blablabla! foronina daoly zao faux preuve rehetra zao anadalana saim-bahoaka, reny ny conference nataon’i Jean Louis R tao @ carlton to tsy itako akory izay porofo navoaka teo fa blabla be hatram farany de zao ndray aty @ internet no manely rumeur isan-karazany ko ra tsy dondrona daoly ny olona ko azonareo rebirebina amzany

  6. Mankasitraka anareo association karana eee,fa ny mahgaga wa ee,denise otrany manova anarana fona a,mbetika Fahamasinana,mbetika Pana;fantatray fona ne ee

  7. ôry pana!so tokony ampina « maina » pseudonao ty @zay tsy atao mahagaga ny effet secondaire.ino zava vitan ny akamanao foza nandritra?mameno poche donc tena spécialité.mitomany te ho frantsay pana zeny e!enao angamba taranaky gasy namadika taloha ny fahaleovantena.

  8. Sao dia exterminena aza ny Karana no mety e!
    Raha tsy izany ve ry Hitler nanamboatra ny Jiosy rehetra teo @ taniny.
    SiegHeil

  9. AMIKO REHEFA KARANA DIA MITOVY DAHOLO TSY MISY ANKANAVAKA,SAMY MANALIKA ATSIKA MALAGASY AVOKOA IZY IREO FA NY ENDRINY FOTSINY NO SAMY HAFA (TOIZANY AVOKOA IREO VAHINY REHETRA IREO). NA I HERY NAI ROBINSON NO LANY EO DIA TSY ILAMINA MIHITSY ITY MADAGASCAR MALALATSIKA ITY SATRY SAMY VOAVALIM-IREO VAHINY DAHOLO IZY 2 IREO. ISIKA IZAO ILAY OE INDROA MAHITA NY MAIZINA. MBOLA HO ELA VAO HO TAFAVÖKA E§ MAHAIZA MIONONA DIENY IZAO.

  10. Raha ny zava-misy aloha dia toa MARINA satria tsy hiteny afa tsy ny GROUPE FILATEX aho …. izay izy indray izao no lasa mpivarootra Trano eto MADAASCAR 🙁 🙁 Maty aho Fireneko…..

  11. cher GBD
    les karanas ont toujours fait partie de la population malgache nous les avons fort longtemps intégrer dans la population et surtout en provinces on ne fait plus la distinction. il est bien que ce genre de révelation soit publiee car le peuple a droit à l’information c’est son droit fondamental on ne peut pas laissé un peuple dans l’ignorance. A mon avis cette election doit etre annulé car elle est entachée par plusieurs fraudes et irrégularités pa contre il ne faut pas oublier une chose les cotiers jusqu’ici ont encore du mal à accepter ravalo à force d ‘avoir dénigrer les cotiers et d’avoir mis en place la politique de la mérinasation à outrance il paye encore une fois un lourd tribut face à ses agissements

  12. kay leana a!fa toa tsy de sahy nanao sonia ny olona rehetra fa president fotsiny ve io sa iza io manao sonia io????

  13. Mety hoe nisy namorona io document io! Fa na izany ary milaza ampahanjavatra marina sy tena misy eto Madagasikara.

  14. Ankina tanteraka aho mahita ny précision an’ilay izy !!! Marina ary mitombina tanteraka io satria 4 tokoa n Org° matanjaka an’dry zareo reo , ary tena ireo tokoa no filoha , ary tena ao Maurice tanteraka ny QGny (efa nanao enquête officieux ny tenako )

  15. Mampihomehy be ity intox be alefanareo ity e. Tsy hita ntsony zay atao fa efa resy dia tsy mahay mipetraka
    Association ve dia tsy misy hoe iza Président, iza avy ilay manao sonia, sns fa hoe Yassine dia vita?
    Lol e!

  16. omaly sinoa,de androany karana,afak’omaly frantsay
    hahahahaa
    tsisy valeur ny mintsy io declaration io na kely ary,samy afaka manoratra otran’io daoly
    Ataovy miresaka mpanao gazety izy de mitondra preuve eh,ra tena manaiky fa marina ny teniny…
    Hay moa,matahotra sode misy mamono,donc afaka miteniteny fona satria manana excuse
    pffff !!!!
    MIANDRASA 5TAONA ZANAKY DADA AH

  17. c’est un aveu signé il a le merite de dénoncer et il a pris un risque enorme de dire cela car c’est un acte d’engagement pour le bien de notre pays

  18. Ahoana koa io tampon menamena io? tsy ny fanjakana ihany moa no afaka mampiasa an’reny ve? ny olo-tsotra, manga na mainty daholo. Sa efa lasan’zalah koa zany ny fanjakana a?

  19. Salama aby!

    Ny tena moa kely dia tsia afaka manao inona na inona.
    Ho itako eo moa no hanjo an’ireo minia tsy mahalala ny gaboraraka misy eto @ty firenentsika ity;
    Nisy ngeza otran’ny Filoha Ratsiraka ve raha mbola teto? fa aiza izy zao?
    Aoka izay tsy mataho-tody ihany no hanao izay tiany.
    Ny tenako tsy tia ANR ts momba an’i Ra8 fa aoka fotsiny ny zavatra mba handeha am-pahamarinana.

  20. Cher FBI
    non c’est un acte d aveu il s’engage à le dire la verite il faut saluer le courage de ce monsieur il persiste et signe crois tu qu’il ne se mets pas en danger pour dénoncer cela peut etre qu’il est le seul parmis eux à oser a dire cela mais il a le merite de le dire

  21. IREO KARANA IREO ANGEH RY ZAREO KA MIFANAMPY SY MIFANOHANA E! MODY MAMOAKA AN’IO REVELATION IO RY ZAREO AMIZAY ISIKA MIADY AN-TRANO ETO. MBA OLONA NIANATRA NAREO RY ZAREO KA AOKA MBA TSY HANAIKY REBIREBEN’NY OLONA MAMPIADY AN! RY ZAREO NGEH MANGOROKARENA ISIKA VARIANA MIADY E! NY TOKONY ATAO ZAO DIA MANAMBATRA NY HERY HIAROVANA NY TANITSIKA SY NY HARENA AO.

  22. Mesdames et messieurs, je n’ai pas voté, je ne suis pour ou contre que qui que ce soit, MAIS C’EST DU PHOTOSHOP, FAKE!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

    Il suffit de regarder attentivement:
    – Les plis des papiers n’ont aucun effet sur les polices des textes
    – La derniere ligne du page 1 est coupé……

    Think outside your box

  23. Inona no tena intérêt profond an’ireo Karana eto Madagasikara ? Ny hiainana amin’ny haren’ny Malagasy tsy misy olana amin’izy ireo …
    Donc, ils sèment la pagaille pour qu’ils puissent avoir le contrôle, DE TOUTES LES FACONS POSSIBLES …
    DONC …. MAMPIADY NY MALAGASY ny Karana fa matahotra ny azy dia mody hoe grands Karana et Petits Karana … Ils sont tous les même …
    Tandremo ry zareo ny ZARAZARAO HANJAKANA A !!!! nanao ny Frantsay dia manao koa ity ny Karana …

  24. Cette lettre est FAUSSE, et incite à la haine de toute une population ! Dire déjà « Nous soussignés, Président (sans avoir mis le S) des quatre membres de chaque communauté.. » et ne mettre QU’UNE signature à la fin permet de dire que cette « Déclaration officielle » est purement FAUSSE ! Plus encore, jamais personne n’a entendu parler de cette « Association des Jeunes Karana de Madagascar ».
    C’est facile d’écrire du baratin sur la toile pour créer une tornade, et de s’éclipser après..

  25. De mahita atao re nareo sady créatif be kosa nareo zanak’i dada!Saisie ana 50 Ar + petit histoire inventé de toute pièce!Miaraka amin’ny tampon vo namboarina teny amin’ny sisiny, hita be lay imperfection. Iay signature de dernière minute. Ouf!otrany tsy créatif iany an! Hita mintsy zao fa nareo no tena panao falcification ra izao fahitako azy zao!

  26. Zenevo,Nathana,Pana,Fahamasinana ny anareo ihany no marina eto dago eto,zay lazainy Rajoelina sy ny forongony dia aleloia daholo diavolako lava kilalao mbola ho ela
    MANA_MASO IZY FA TSY MAHITA MANAN_TSOFINA FA TSY MANDRE MANAN_TANANA FA TSY MAHARAY

  27. Moi j’ai de vrai info a vous communiqué!Tany ambanivohitra be izay nahalany an’ingahy DR ROBINSON!nampitahorina ny olona hifidy azy!ra tsy izany ny copie sy ny residence dia vidina 5000 Fmg.De matohotra ny tantsaha kely de manaiky tsy sazoka e!de zany zao tokony alefa any @CES ko!hi2!lol.

  28. whether it’s fake or not, one little thing makes a great proof (asking someone living in Nosy be)

    Whatever is, razakandisa famille Mialy at Ambodivona their house is located to the commercial karana’s quincailliers d’Andravoahangy same area

    to forumist sakabeloha: don’t waste your time guessing ==> go back in 2009, check on net and through all articles to get more information about Karana’s Indopakistanais’s involvement as far as Coup d’Etat is concerned

    ==> sipromad – quincaillerie 2000 …

  29. Lay vahoka malagasy oa efa leo ny caprice sy ny fitiavan-tena an’i DADA e!avelao hitondra ny lanim-bahoaka!fa ra nisy koa ny krizy sy ny teteza-mitatra de!noho nareo sy ny capricenareo zanak’i dada daoly zany!Ny fifidianana efa ela no tokony ho vita!zao mbola tadiavinareo ho asina krizy njay ny tanana!de matsiarova tena amin’izay zay mbola pro R8!

  30. est on dit des baratins!ça en pleuve vraiment dans le blog!on crée des liens entre des infos bidons sans source!ô!

  31. Raha vao misy ny hetsika ataon_tsika noho ny tsy fanajana ny safidim_bahoaka.Ka mitafitra ny EMMOREG/EMMONAT.Hitatsika ny misy ny tranony sy ny vady aman_janany ary ny sekoly misy azy.
    ŒIL POUR ŒIL DENT POUR DENT

  32. Il y a des gens qui n’ont d’autres préoccupations que d’attiser la haine. Ici, il est bien évident qu’on veut attaquer les karana, et mettre le nom des entreprises proches du Magro..quoi, pour être brulées bientôt ??? lamentable.
    Ce document est bien-sur faux car qui prend la peine de s’informer, peut savoir que cette association des jeunes karana n’existe pas.
    Celui qui fait ce document est bien-sur un inculte, en mettant comme logo d’en-tête, la Mosquée d’Ankorondrano, alors même que les Karana ne sont pas musulmans et ne vont pas dans les Mosquées.
    Un ami Karana m’a appris qu’il y a 5 communautés karana pas 4 comme ce faux le dit: Hindou, sunnite, shiite khoja, bohra et ismaelien. Et de ce fait, si cette lettre vient de plusieurs associations, il devrait avoir plusieurs signatures aussi.

    Nous devons faire attention à la manipulation.
    Notre plus grand ennemi, ce ne sont ni les étrangers, ni les karana, ni la CI, mais bien nos compatriotes, haineux, fanatiques, jaloux….

  33. cet imprimé m’importe peu (faux ou vrai)

    Je ne m’en tiens qu’à quelques credos :

    ¨Pour « ESSAYER  » accéder à une REPUBLIQUE DEMOCRATIQUE :

    1) en finir avec la REPUBLIQUE BANANIERE

    2) RESPECTER la « VOX POPULI »

    3) condamner lourdement les FRAUDES ELECTORALES

    4)oeuvrer ENSEMBLE pour enfin tablir une démocratie HORS ORBITE DE LA FRANCAFRIQUE à Madagascar

    5) ENSEMBLE signifie avec TOUTES LES COMPOSANTES de bonne volonté de la population malgache :
    * dans un esprit confraternel et apaisé comme dans l’ Afrique du Sud de Mandela
    * pour un VOULOIR VIVRE COLLECTIF :
    radier les haines ou dissenssions irrationnelles
    6) quelle que soit les hommes au Pouvoir : poursuivre les corrompus comme btout délinquant dant une DEMOCRATIE MODERNE
    Pas de PASSE DROIT LEGIFERE DE CIRCONSTANCE OU D’IPPORTUNITE ( ex exemption FALLACIEUSE de droits de douanes au prétexte que son industrie en a besoin pour fructifier (cas Fraise, Barday, R8 en son temps).
    Cette industrie fera des bénéfices suffisants …

    LAISSONS LES FINANCES PUBLIQUES pour satisfaire les besoins du peuple (ECOLES , universités, routes, hopital…)

    Madagascar n’est pas condamné à la misère et au sous développement : une GOUVERNANCE NORMALE ET MODERNE SUFFIT
    Avec des hommes et des femmes capables de penser à un AVENIR PERENNE DEMOCRATE sans cycle permanent de rotakas
    (seule expression logique de peuple abêti, sans ressource de contre pouvoir démocratique normal au quotidien)

    (sans considération moralisatrice mais BASTA pour le « robaroba » d’arrivistes de tout bord cotier ou merina ou karana au Chinois ou mauricien etc…)

  34. ce gus représente bien rajoelina et sa clique : une bande de voyous qui ignore la discussion intelligente , voire normale….

    rien que des invectives de hollygans ou de faikan’jomaka

  35. tsotra fotsinye sady tsy tim no tgv na inona na inona fa dia zao e , zao v ny fiainany malagasy eo ambanin’ny fitondrany TGV isika zao dia mbola ande ifidy azy iany.

  36. sa v mety aminareo zao fiainany firenena zao. Raha ifidy ny partie TGV dia ny dikany zany manoy ny fitondrana izay misy @ zao fotona ianana zao. Dia sahy milaza v ianareo mifidy TGV fa mety zao fitondrana zao.

  37. Ra Fanoro izany anie tena kabla be, ka mahavita milaza fa ny sunnite sy chiite dia sampana avy amin’ny fivavahana kristianina ê !
    Iny indray no tsy hitako hoy ilay olon’iray izay !

  38. Efa lazaina foana anie ianareo e, aza atao mitovy aminareo daholo ny olona e! ianareo no efa zatra miaina ao anaty lainga sy ny maizina , ny sonia moa dia tsy lazaina intsony fa lavina tsotra izao , dia tenenina fa madainga daholo koa ny olona , io anie azo hamarinina e! misy anarana mazava tsara eo , eo daholo ny anaran’ireo association ka inona no misakana anareo tsy mandeha manamarina izany e! dia rehefa avy eo dia aza mamorona indray na madainga indray fa miheza manao ny marina, sa mbola capricen-dRavalomanana no nahatonga ny karana manao fanambarana , mbola capricen-dRavalomanana koa no nahatonga ny gasy ho krizy ! matoa ny malagasy krizy toy izao dia satria tia miaina ao anaty lainga sady tsy mahazaka lalana ka avelao eo e! tohizo foana ny lainga sy ny fanasoketana olona fa hitantsika eo foana ny vokany , tsy misy fanjakana nangalarina izany ka handroso eo tsy misy izany raha mbola eto ambonin’ny tany, ka mazotoa ra Hery raha sahy ianao hitondra fanjakana hosoka fa ho hita eo ihany

  39. Ce que l’on n’apprend pas par la sagesse on l’apprend par la souffrance…

    Ne cherche pas à venger… Laisse faire le temps…
    Tout se paye… La roue tourne… La justice divine existe!!

  40. Il ne suffit pas de faire un sondage.
    L’avis des gens restent leur avis, la vérité se trouve autrement : recouper, vérifier les info (en premier lieu, l »existence ou non de cette association. Si cette association existe, demander la confirmation ou l’infirmation des responsables, quant à la teneur de cette pseudo déclaration.)
    Faire autrement consiste à relayer de l’intox…pour empoisonner les esprits crédules ?
    Tsy mety izany, tena tsy mety !

  41. Et de toute évidence, cette « déclaration officielle » est plutôt une délation :
    1) Elle est anonyme (sans aucun nom de l’expéditeur (une signature ne veut rien dire)
    2) Elle ne comporte pas de coordonnées crédibles (aucune adresse physique, pas de tel.) juste une adresse virtuelle qu’on peut créer en quelques minutes sur yahoo , pareil pour le tampon qu’on peut faire faire à Antaninarenina
    3) Elle fait des accusation sans apporter aucun élément de preuve.

    Bref, de la manipulation sournoise. A qui cela peut profiter ? A celui qui a fait ce faux uniquement !

    Ka aoka isika rehetra handinika tsara fa be ny mpanakorontana sy mpanely tsaho.
    Ny marina sy ny mangarahara no takiantsika, ka aoka sika tsy hamafy lainga, sanatria toa ireo toherintsika ireo !

  42. Mba fantatrao io ambony io ve aloha, ohatra iray fotsiny, ny zavatra nataon’ny SIPROMAD rehetra ?
    Izahay mahafantatra !!!
    Mivoaka ny fisainam-poza amin’izao fotoana izao, ary manamafy fa tokony ekena daholo izay miseo rehetra na dia tsy ara-dalàna aza !

    IZAHAY TSY HANAIKY, MINOA AN’IZANY IANAREO FOZA, NA IREO MPAMOSAVY MALEMY NAMITAKA NY VAHOAKA !!

    MBOLA HIVOAKA NY FIARAHA-MISAOSY NATAO NIARAKA TAMIN’NY MPANONGANA SY IREO MPANOHAN’AZY !

  43. @kintanaManandrambo, raha izaho no teneninao. Voalohany aloha, tsy FOZA aho, ary i Dr JLR dia fianakaviana akaiky .
    Faharoa, raha misy tsy mety ataon’ny SIPROMAD, ao ny fitsarana afaka antonina, mbola misy ny olona sahy mijoro ao, na be aza ny corruption mandeha. Fa tsy anjaranao, tsy anjarako ny hanao fitsaram-ponkonolona.
    Ianao angaha mahalala, mety tetikiny FOZA io resala déclaration io, hanakorontanana rehefa hitany fa tsy ho azy ny primature, sady toa tsy ho voabaikony ilay HR!!!
    Io déclaration io, faux io. Alors, à qui profite le crime ?
    Samia misaina sy mandinika daholo, fa misy lalao ratsy ao ambadika ao.

  44. Cette déclaration peut être vraie comme elle peut être fausse…mais nous savons tous que cette pseudo démocratie dans laquelle Madagascar est est une démocratie corrompue, comme sortir de cette crise dans laquelle on est, si les personnes qui nous dirigent font de nous des pantins.

  45. Aza atao kilalaon-jaza ny fiainam-pirenena ry Malagasy namako.Aza milaza ho matsilo mihoatra ny « communauté internationale » raha mbola eto an-tany(@ fitsikilovana).Mahita volana alohan’ny…. Tiavo i Gasikara re!Rehefa lan’ny maro dia ekeo.Tsy misy ny lafatra fa hita nihamatotra iny fifidianana iny raha mitaha @ ireo teo aloha rehetra. T@ 1982 ny tena no nifidy voalohany (ho anareo tanora ankehitriny no itenenako, fa mba niaina ny fifidianana teto h@ io daty io.Ny mpitondra(Ministera ny atitany) no mikirakira ny zavatra rehetra(h@ madinika indrindra ka h@ ny lehibe), ny olon’ilay mitondra no manao ny rehetra. Tsy azonao an-tsaina ny fomba ratsy nisy t@ izany.

  46. C’est très important que le peuple malgache soit au courant de cette magouille perpétrée par ces indiens sans scrupule qui ont osé dévier le choix des malgaches pour leurs propres intérêts. Merci beaucoup à l’association des jeunes karana qui ont bien voulu nous révéler cela. Vous, gros bonnets karana,faites attention car, une fois, çà pourrait passer mais deux fois, bonjour le dégât! Nous comprenons maintenant pourquoi vous avez augmenté le prix de certains produits, c’était pour récupérer ce que vous avez donné!!! Et ce n’est pas la&Mais moi, je vous dis une chose:çà ne peut plus continuer comme çà, alors méfiez-vous de l’eau qui dort!

  47. C’est très important que le peuple malgache soit au courant de ces magouilles perpétrées par les gros bonnets karana qui ont eu pour effet de dévier le choix des électeurs au profit de leurs propres intérêts. Grand merci pour l’association des jeunes karana qui commencent en avoir assez car, ce n’est pas la première fois que cela se passe à Madagascar:le même cas en 2009, vous l’aviez dit!!! Nous comprenons pourqoui le prix de certains produits ont augmenté pendant ou peu après les élections car, c’était pour récupérer ce qu’ils ont donné!C’est très bien tout çà! Mais,je vous dis une chose, à vous, gros bonnets karana, vous qui êtes milliardaires et qui vivent très aisément aux dépens des malgaches, une fois çà peut marcher, deux fois peut-être encore mais trois fois, bonjour le dégât! Alors, méfiez-vous du silence des malgaches. Ne croyez pas que nous sommes des abrutis!!!

  48. je pense que la nouvelle génération n’est pas crétine comme les anciennes….

    Elle partage les mêmes connaissances que nos enfants à l’école, dans les fac etc…
    avec souci d’avenir viable et serein pour tous

  49. Je prends l’opportunité de répliquer car bien opportun
    ==>
    [NAPETOKE dit :
    1 février 2014 à 14 h 05 min

    C’est très important que le peuple malgache soit au courant de ces magouilles perpétrées par les gros bonnets karana qui ont eu pour effet de dévier le choix des électeurs au profit de leurs propres intérêts. Grand merci pour l’association des jeunes karana qui commencent en avoir assez car, ce n’est pas la première fois que cela se passe à Madagascar:le même cas en 2009, vous l’aviez dit!!! Nous comprenons pourqoui le prix de certains produits ont augmenté pendant ou peu après les élections car, c’était pour récupérer ce qu’ils ont donné!C’est très bien tout çà! Mais,je vous dis une chose, à vous, gros bonnets karana, vous qui êtes milliardaires et qui vivent très aisément aux dépens des malgaches, une fois çà peut marcher, deux fois peut-être encore mais trois fois, bonjour le dégât! Alors, méfiez-vous du silence des malgaches. Ne croyez pas que nous sommes des abrutis!!!]

  50. une seule chose dont je me souviens et que j’apprécie bcp (restreinte en une seule réflexe de SELF protection) des actions de l’Amiral Rouge: renvoyer les karana d’Antsirabé CHEZ EUX « au Pakistan »

    y a que ça qui marche

    seulement

    fhery saurait-il s’y mettre
    car en même il empoche comme c’est connu faire partie de sa personne
    également et boost son compte individuel
    dans pas mal de banques (suisse maurice
    lasitra iray neken’i Andry
    ary NAPETRAK’I france notohanan’ny KARANA io

  51. Ao anatiny daholo ny karazam-bahiny fa aza mamadibadika resaka eo daholo e ! Izay hahitan’ny saribakoly hanina io. Na karana io na frantsay na sinoa. Hoatry ny ny prostitués ihany ange ny mpivaro-tanindrazana e ! Mpivaro-tena avo lenta. Tsy miraharaha izany hasin’ny tanindrazany izany. Hoatry ny mpivaro-tena tsy miraharaha izany hasin’ny tenany izany. Malahelo aho milaza fa ao daholo na frantsay na karana na sinoa. Fa aza fitahina ny vahoaka malagasy

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *