ZAVATRA NANGALARINA IO FITONDRANA IO KA MILA ARODANA

manoela

Nitohy teny amin’ny Magro Behoririka androany Alatsinainy 20 janoary 2014 ny hetsiky ny vahoaka mpomba ny movansa Ravalomanana. Vory lanona hatrany izy ireo na dia teo aza ny fe nandeha fa hisy ny fanakatonana ny kianja noho ny fihetsika fanakorontanana nataon’ireo mpikaramanady. Nisy hatrany ny lahateny isankarazany nataon’ireo mpitarika tamin’izany.

Ignace 07/03/2011
Ignace

Ny Ct Randriamamiarizafy Ignace dia nanambara fa ny andininy faha 2 ao amin’ny tondrozotra dia milaza fa manankery  ny tondrozotra mandram-pahametrahana ireo andrimpanjakana rehetra. Mbola vao ny filoha izay hoy izy no eo. Voalaza ao koa fa azo atao ny manao hetsika noho izany dia zontsika izay. Ao  amin’ny andininy faha 8 ihany koa hoy izy dia milaza fa misy ny fahalalahana haneho hevitra, ny zavanisy anefa tsy mbola nosokafana ny radio nakatona. Ny andininy faha 20 dia mody tsy misy fepetra ny filoha Ravalomanana, mbola tsy tafody izy.Zontsika hoy izy no mitaky izany eto. Noho izany dia ara-dalàna sy ara-drariny ny ny hetsika ataontsika eto ary mitaky ny hampiharana ny lalàna isika. Raha nanao ny kandida tamin’ny voalohany dia efa tsy nandray anjara ny daholobe kanefa ny lalàna no milaza fa atao mangarahara ny fifidianana. Dikan’izany hoy izy dia ny fampiharana ny lalàna izay no ara-dalàna sy ara-drariny ny hetsika ataontsika. Ny sehatra iraisampirenena no tsy mahavita mampihatra ny lalàna.

manoela

Ny Ct  Ralaimampisainarinony Emmanuel dia nilaza fa tsy mijanona isika raha tsy tonga ny filoha Ravalomanana, misokatra ny Tiko, ny Mbs. Rehefa tiana hilamina hoy izy dia mila averina eto i Dada. Ilaina ny miala eto amin’ny kianja fa ilaina fandaminana izany. Zavatra nangalarina io fitondrana io ka mila arodana. Noho izany hoy izy dia apetraho any amin’ny fokontany any ny Kmsb. Lehilahy ianao raha tafapetraka eo fa tsy maintsy miala.

IMG_0298

Ny Ct Rasoanoromalala Brenda Odette dia nanambara far aha misy olona mandrangitra anareo any dia tsotra ny antsika te ahita any dada isika fa tsy ho any Tsianihy. Teto hoy izy ireo ray aman-dreny mpitarika efa nanome toromarika, fa efa nivoaka isika teto fa tsy nisy vokany,  fa amin’izao efa misy paikady mahomby atao fa tsy azo lazaina eto.            

 

TsianihyNy Ct Tsianihy dia nilaza fa  ny nifanarahana tao amin’ny tondrozotra  dia miverina ny filoha Ravalomanana ka noho izany dia tokony hitazona ny teniny ny Sadc. Tsy naverina izy talohan’ny fifidianana fa manelingelina ny sasany.

Ny Ct Hilarion Rarison dia nanisy teny ny zavanitranga tamin’ny Sabotsy teny an-toerana. Maromaro ireo hilarionnamana niantso anay hoy izy hoe ndao hivoaka. Mahagaga hoy izy dia izaho aza tsy fantatr’ilay olona niteny izany, ka ahoana no olona hitarika ianao nefa izaho aza tsy fantatro fa mpikabary eto foana. Ny sasany amintsika ireo aza hoy izy raha vao mandalo ny Emmoreg dia mitsoaka avokoa. Ireonandoro taratasy tetsy amin’ny arabe indray dia nilaz afa rehefa tsy nivoaka dia tsy mahazo Manketo amin’ny Maro ihany koa. Ny mpitarika rehetrahoy izy efa nilaza fa rehefa hivoaka eto isika dia tsy milla taritarin’ny olona. Aleo miandry baiko isika fa marary izany voasambtra izany. Momba ny fiarahabana nataon’ireo firenen-dehibe dia nilaz aHilarion fa mbola tsy misy ny famantsiam-bola ary ny Amerikana niarahaba fotsiny ny filoha voafidy fa kosa nanao hoe hajao aloha ny demokrasia sy ny zon’olombelona sy ny tany tan-dalàna. Dikan’izany dia sokafy aloha ny radio, ny gadra avoaka, ny sesitany averina. Izahay hoy Hilarion dia tsy mankasitraka ary tsy manaiky an’I Hery ho filohampirenena, aleo izahay hijanona ho mpanohitra.

64 pensées sur “ZAVATRA NANGALARINA IO FITONDRANA IO KA MILA ARODANA”

  1. Ny Lalana iray tsy maintsy Harahina , any @ Investiture n’y Vahoaka N’a Iavoloha io N’a Mahamasina – Zo n’y Vahoaka n’y Mampseho N’y tsy Fankatoavan n’y Zavamisy @ izao Fotoana Izao mila vily sy sotro .

  2. Pour quelles raisons ces blablateries qui n’en finissent plus. La messe est dite. Il faut cesser maintenant. On n’a pas suivi les instructions du président au moment où il fallait, maintenant c’est trop tard. Il faut ouvrir les yeux et se préparer à 5 années de disettes en tout genre et un point c’est tout.
    Si vous tenez vraiment à faire quelque chose il faut se faire son examen de conscience et analyser froidement pourquoi nous avons perdu cette bataille qui était à notre porté.
    Misaona ny tanindrazana!

  3. Tsisy atahorana mihitsy ny eto Antananarivo raha resaka samy vahoaka Anantananarivo no atao. 60% n’ny nifidy anie no nifidy an’i JLR teto Antaninarivo e! Ka tsisy matahotra izany eo e! Tairo izay tairina fa izahay koa tompotany ary maro anisa izahay ka tsy atahoranay raha izay foza oranantananarivo!
    Mila tenenina ny daty ny andro ny ora hitsenana andra8 dia tonga dia lasa izao!
    Mazava aminilay be vava etsy ambony io ve izany?

  4. Tsis evitra intson fef manaiky an Hery ny iraisam-pirenena na dia fantatr’izy ireo aza fa betsak ny hala-bato sy ny ts fanarahan-dalana tao anatin iny fifidianana iny. Ny zavatr azo atao @izao dia manomana ny fifidianan @ 2018 mba ho mari-pototra tsar. Ary indrindra mitaky ny fanatanterahan ny fampihavanam-pirenena. Mody i DADA, mivoaka ny GADRA POLITIKA reetra.
    Aleo tazomina atr@ farany ny foto-kevitra ijoroan dia ny filaminana sy ny fanarahan-dalana.
    Aleo mandefitra fa @ 2018 dia antsik ny fandresena. Maereza daol

  5. Ny kandida depiote lany sisa no tokony anao ny asany tsar ao TSIMBAZAZA ao ra tiana ho tsar ny image-ny mouvance na ny antoko politika.
    Mb ts handiso fanantenana ny vahoaka izay nifidy azy ireo toy ny nataon’ny kandida depiote sasany.
    Tadidio fa ny tantara dia mipetrak ary ny mpitsikera koa dia mitombo atrany. Aleo miasa tsar sy miasa mafy mba hanatsara ny image-ny antoko

  6. Le Zanakiarivo koa de manao amboletra fotsiny fa tsisy raisonnement oentina. Nefa de ny olona sahala aminy zao mihitsy no tena mpitsoaka andaharana voalohany refa raikitra ny sakoroka

  7. @ rasoa, @ 2018, ho foronina indray izao atsanga tsy aman’orana rehetra izao hoe tsy mahazo milatsaka intsony ireo filoham-pirenena teo aloha. LOL. Ity zvtra efa tena filam-baniny noho ny tahotra olona iray.

  8. FA MANINONA NO TSY ZOMA NO ATAO IO DEMONSTRATION DE FORCE IO , ATAO MIARAKA AMINY INVESTITURE HALATRA.AMINIZAY MANTSY HTANY VAHINY WOE: MBOLA MATANJAKA NY MPIANDANY AMINY ROBINSON/RAVALOMANANA

  9. Aza be tatasika sy wawawa fotsin wa fa tonga de ze atao atao, Jereo zao Sarah G. sy Camille Vital nilaza fa nanohana anareo toa nanaiky tampoka ndray, de gaga ve nareo ra @ Herinandro ambony ROBINSON mihitsy no hanao conférence de presse hoe Manaiky an’i Hery, de eo le MAGRO MAPALAELO KELY E, de manendry mpitarika vao2 ndray Dada de ainsi de suite e, zay fona no miverimberina eo, de goka pataloha sy main’ny masoandro eo fona, vendrana daholo sy mora ambakaina nefa miseho manambany olona tssssss

  10. Manaova ianareo zanaky dada antso ho an’ireo malala-tanana mba hanamboarana io kianja fivorianareo io,asian tafo , asiana gradin , atao fefy tsara , asiana toilettes , afahanareo manohy ny tolona ataonareo mandrahatonga ny fifidianana 2018 indray, na atr@ 2023 mitsiny aza.

  11. Hay tonga anao Manuela? ary aiza i Zafilahy???
    Miverina daholo izany ny Jôker.
    Mandamina ihany fa tsy mikoropaka !!!efa hita fa maimbo rà ny alika!!!
    MILA SORONA NY DEVOLY!!!MILA RÁ NY SATANA!!!EFA MITANATANA VAVA NY LIONA!!
    MAILO!!!MAILO!!!

  12. Dia misy dia miseho ho mandamin2 resaka ery eto an!!mihevitra olona tena
    vendrana noho ireo mapar an!!MAHONENA!!!
    Tena tssssss 95% ny Malagasy anie no efa mahantra noho ny fitiavan-tenan’ireo
    tsivalahara ireo e!!fa kosa firi2 @ vahiny no MPANARIVO???ireo vahiny mafy ady
    rehetra avy any aminy any, toy itony KARANA sy VAZAHA ary GENA RERAKA any any
    @ tany musy azy rehetra any no NANJAKAZAKA @ TANINTSIKA SY NY HARENY.
    TENA EFA VOAHOZONA ITONY OLONA MANAKI2 FAHATANY ITONA KAH!!!MAHONENA!!!
    MBA MANDINIA IHANY FA AIZA NO HIAFARAN’NY TARANAKA E!!sa any frantsa daholo nareo
    mianakavy no hionona sy hilevona???

  13. Kay ve tsapan la iany hoe 95% gasy no mahantra e, fa nga adinon’la mou fa reo ne le ambanin’lisany isan’andro, maraina sy hariva eto hoe FOZA ORANA E, zay le teneniko hoe ita miits we olona ts ampy ronono tsoun le ao @ Magro ka, ts mirezone tsouny fa de faly manao tora-po fotsiny, sa diso za lou e, so de le 5% Manakarena lou no FOZA ORANA e, mba toroy iany za so de mba diso lou ka, hihi

  14. Faly mahita anao ato indray r’Ingahy Manoela, ary gaga ihany androany hoe inona no antony. Eny ê, fomba fiteny fotsiny na dia efa fantatra hatry ny ela aza ny antony !

    Fa ity mba misy zavatra tokony tsy ho ekenao mihintsy, ary tokony hanohana anao ny vahoaka satria tena tsy rariny !

    Hita ary notsongaina tao amin’ny « orange » :
    …..
    « A noter que la CES a reçu d’autres requêtes tendant à l’annulation du scrutin présidentiel du 20 décembre, émanant de Ralaimampisainarinony Manoel(a), représentant du GTT international Genève, Rasoldier Julia,…..
    Ces derniers estiment qu’il y a eu fraude à la loi et que diversesirrégularités ont été relevées durant la campagne électorale. Mais les requérants n’ayant apporté aucune preuve attestant leur qualité d’électeur ni de leur participation au vote, leurs requêtes ont été déclarées irrecevables.
    ..
    La Cour Electorale Spéciale rappelle en effet que selon dispositions du Code électoral « tout électeur régulièrement inscrit sur la liste électorale et ayant participé au vote a le droit de saisir la Cour Electorale Spéciale de toutes réclamations et contestations portant sur la régularité du déroulement de la campagne électorale dans la circonscription où il est inscrit ».
    Et la CES de préciser que que les termes de l’article 132 du Code électoral n’habilitent pas les requérants à contester la régularité de la campagne électorale ou des opérations de vote sur l’ensemble du territoire national.

    Fanontaniana ho an’Ingahy Manoela :

    – Ianao ve r’Ingahy Manoela tsy tao anaty lisitra akory ?
    – Ianao ve r’Ingahy Manoela tsy afaka nifidy an’ny tenanao akory ?
    – Ary atramin’ny hoviana ianao no hoe « représentant-n’ny GTT International Genève izany, satria aminay dia fikambanana roa samihafa ny GTT International Genève, sy ny GTT Madagascar izay nanolotr’anao ho mpifanandrina ?
    – Mba nanao fanazavàna tany amin’ny CES ve ny GTT International Genève, ary nanao fanambaràna fa tsy solotenany izany ianao ?

    Fanontaniana ho an’ny rehetra :

    Raha lalinina izay voalaza ao amin’io hoe article 132 io, mihino ve ianareo fa ny mpifidy any ambanivohitra, any amin’ny dezaka sy any anaty ala any, dia mahafantatra an’io ?
    Olona nirotsaka ho fidiana, mipetraka amin’ny tanan-dehibe ary efa fantatra izao fa mpitolona malaza aza, natao tsinontsinona !

  15. Fanontaniana farany ho an’ny rehetra :
    Iza no mahafantatra ny anaran’izany olona « voafidy ary nanome » an’ilay toerana ho raisin’ilay namany, SATRIA NY TENANY EFA NOMENA TOERANA NA MIERITRERITRA NY HO MINISTRA ?
    Misokatra dia misokatra mantsy ny zava-drehetra amin’izao fotoana !!

    Ouverture na misokatra, mbola izany ihany no teny filamatra !

  16. Hevitra atsipy ihany: Neny Lalao no olona mendrika indrindra sy afaka hitarika ny antoko mpanohitra mouvanse ra8 izay manana député 30 mahery!
    Olona mahay manetry tena, tsy mivatravatra ary feno fahendrena na dia niharan’ny atsojay sy ny henjika rehetra aza!
    Aoka hitandrina fa ireto frantay socialiste frantay sy franc maçon ireto mbola mitetika indray koa ny handrava ny mpanohitra!
    Izay no mba hevitray fa toa efa marobe sahady no mitsipaka izany sy mitady hisaboter tanteraka ny mouvanse ra8 sy ny fomba fanoherana ny mpitondra lany t@ halabato!!

  17. Raha tena vonona ny handà an’ireo fifidianana nokarakarain’ny foza ireo, dia misy zavatra na fomba fiteny tsy maintsy esorina ao an-tsaina.

    Tsy inona izany fa ny hoe : Antoko mpanohitra !!

    Fa inona sahady no tonga dia hidiran’izany resaka antoko izany ? Ny safidim-bahoaka malagasy anie no voahitsakitsaka ê !

    Vao miresaka an’izany hoe Antoko mpanohatra izany, dia efa midika fa maniky an’izay nataon’ny foza atramin’izay fanonganam-panjakàna izay !

    Ny malagasy mpiaro ny ara-dalàna ( na vitsy aza ny fahitàn’ny sasany azy – izay no mahatonga koa ny terme hoe opposition – satria ny ankabeazan’ny malagasy izany efa vonona ny hamadika tanindrazana ), dia tsy hiditra velively any amin’izany resaka izany !

    Efa miala tsikelikely ny saron-tava nentina namitahana ny vahoaka ! Vakio ny gazety, fa efa nipoitra ny nafenin’ny sasany rehetra !

    Mandà sy mitsipaka an’ireo fifidianana ireo ny tena Mpiaro ny ara-dalàna !

  18. Itony vao2 itony dia mila jerevana akaiky tsara Kintana a!!
    Amiko dia » mety » ho fanosoram-potaka « angamba » fa alalino tsara aloha.
    Ny fanontaniako dia : tena izy marina ve no nanao ilay fitoriana???dia NY ANTONY???
    inona no antony nanaovany an’izany » raha tena izy marina » no nanao ilay izy???ohatry ny hafahafa ihany
    mantsy izany????TSY HAIKO ALOHA AN????misy tsy meti2 angamba ny lohany SANATRIA!!!!!
    Dia tonga dia teneno hoe: iza no nivaron-tena indray fa lava be loatra ny resak’ialah lesy Kintana a!!mba
    mahitsy lesy a!!iza indray no nivaron-tena any ???fotoanan’ny fanavahana ny vary sy tsiparifary izao.
    MBOLA MIASA MAFY ANDRIAMANITRA!!!HOMBA ANTSIA LALANDAVA NY ILAY AVO INDRINDRA DIA
    ILAY RAY TSY TOA.AMEN!!!

  19. Dia farany Kintana
    Gazety inona ity teneninao aloha fa tsy voatery ho marina daholo anie izay
    voalazan’ny Gazety e!!!
    Maro koa mantsy ny fandemena hita eto fa MANAIKY zatsy sy zaroa ,amiko ilay izy fandemena
    satria midika hoe: « efa manaiky daholo ny olona fa avelao @’izao » izay zavatra tsy azo hekena veli2.

    HOMBA NY MARINA sy ny RARINY LALANDAVA ANDRIAMANITRA!TSY MAINTSY MANDRESY NY
    TOLONA!

  20. Izaho tompoko dia manana ny kôpian’ilay antontan-taratasy fitoriana, napetrak’Ingahy Manoela amin’ny ANARANY MANOKANA, ARY NY TENANY DIA TSY MANANA FIFANDRAISANA AMIN’NY GTT INTERNATIONAL GENÈVE IZANY, REHEFA NILATSAKA HO FIDIANA SOLOMBAVAM-BAHOAKA !

    Na Ingahy ROBINSON sy ireo hoe Zanak’i Dada ary Movansa Ravalomanana aza, dia samy nahafantatra an’izany DAHOLO !!!

    Mahagaga kely ilay fanontaniana hoe INONA NY ANTONY ???

    TSY NILATSAKA HO FIDIANA TANY TOLIARA NY TENANY SATRIA TSY MBA NANTSOINA, ARY TSY NAVELA HIROTSAKA AKORY AZA NY TENA MARINA !

    Gazety !
    Tsy hitanao ve ireny gazety miresaka momban’ny fanampahin-kevitra noraisin’i Vital sy ny Grad Iloafo ireny ê ? Tsy izaho no mpanao gazety sy nanoratra !

  21. si la présumée opposition « existe »

    ==> les DEPUTES élus sous la bannière « mouvansa » doivent avoir lE COURAGE ET L’HONNETETE DE :
    ******************** DEMISSIONNER EN BLOC !!!!!!!!!!

    ==> c’est le seul moyen offensif et spectaculaire qui PUISSE EBRANLER LA C.I.

    S’ils n’en on pas le courage , c’est qu’ils sont contents de ronger leur petit nonosse maintenant

    Inutile de parler d’opposition dormant dans les arguties juridiques , dans un contexte complètement pourri par la corruption , cas de TOUTES LES INSTITUTIONS.

    Porter une (des) requêtes au niveau international ???

    je me bidonne !

    La

  22. si la présumée opposition « existe »

    ==> les DEPUTES élus sous la bannière « mouvansa » doivent avoir lE COURAGE ET L’HONNETETE DE :
    ******************** DEMISSIONNER EN BLOC !!!!!!!!!!

    ==> c’est le seul moyen offensif et spectaculaire qui PUISSE EBRANLER LA C.I.

    S’ils n’en on pas le courage , c’est qu’ils sont contents de ronger leur petit nonosse maintenant

    Inutile de parler d’opposition dormant dans les arguties juridiques , dans un contexte complètement pourri par la corruption , cas de TOUTES LES INSTITUTIONS.

    Porter une (des) requêtes au niveau international ???

    je me bidonne !

    Ne soyons pas NAIFS :

    ==> rappelez vous les élections tronquées de Bush fils par rapport à Jhon Kerry : PSCHITT même dans un grand pays démocratique comme les USA…Bush a qua

  23. si la présumée opposition « existe »

    ==> les DEPUTES élus sous la bannière « mouvansa » doivent avoir lE COURAGE ET L’HONNETETE DE :
    ******************** DEMISSIONNER EN BLOC !!!!!!!!!!

    ==> c’est le seul moyen offensif et spectaculaire qui PUISSE EBRANLER LA C.I.

    S’ils n’en on pas le courage , c’est qu’ils sont contents de ronger leur petit nonosse maintenant

    Inutile de parler d’opposition dormant dans les arguties juridiques , dans un contexte complètement pourri par la corruption , cas de TOUTES LES INSTITUTIONS.

    Porter une (des) requêtes au niveau international ???

    je me bidonne !

    Ne soyons pas NAIFS :

    ==> rappelez vous les élections tronquées de Bush fils par rapport à Jhon Kerry : PSCHITT même dans un grand pays démocratique comme les USA…Bush a quand meme été investi (sur fond de fraude)

    C’est avant la sortie des résultats qu’il fallait agresser (sitting, manif etc)

    AVANT

    Après c’est perdre son temps en blabla

    L’opposition aurait été autrement mieux avec NAIKA (qui n’aurait pas été un beni oui-oui comme JLR : inidore vet sans saveur)

  24. Au moins une idée pertinente, que je soutiens à 100 % !

    C’est une honte et un sentiment d’avilissement, que d’accepter comme Président et responsable du devenir d’une Nation et de tout un peuple, quelqu’un qui a comme exemples de prouesse :

    http://www.tananews.com/2013/09/courrier-lecteurs-hery-vaovao-bni-cl-air-mad-les-autres/

    A noter que la sortie d’Air Mad n’est pas pour demain, à moins que la France ne vienne à la rescousse et mette le paquet (d’argent), au détriment de ses banlieusards qui sont dans la mouise totale actuellement !

    Le cabinet comptable du futur président validera et publiera les bilans 2012 et 2013 d’Air Mad, et cas unique dans la vie d’une entreprise, sortira un seul bilan pour deux exercices comptables !

    A soumettre comme étude de cas, dans les grandes écoles de gestion telles qu’Harvard ou HEC !

    Et n’oublions pas non plus de la part de cet ancien ministre « mahay mitady vola » et encore hypothétique président, les histoires d’hélicoptères belges revendus et surfacturés à l’Etat malgache avec un taux de marge de 5 !

  25. GBD,
    Je n’ai vu qu’une partie du 1er post : Démission ou plutôt « refus de reconnaître et de siéger » en bloc ! Non reconnaissance de cette élection !

  26. IZAO NO IZY ? IZAHO DIA MPANOHANA AN’I DADA MAFANA FO ARY MALAHELO NOHO IZAO TSY FAHALANIAN’I JLR IZAO. FA IZAO NY FIRENENA TSY TOKONY ATAO HO TOY IZAO HOE REHEFA TSY LANY DIA TSY MANAIKY ? MARINA FA NISY NY HALABATO FA SAINGY TSY AFAKA MANAO NA INONA NA INONA TSONY. NY COMMUNAUTE IRAISAMPIRENENA EFA NANAIKY./
    NY FOMBA IVOAHANA TSY HAHAMENATRA IZAO NO TOKONY ATAO
    NY VAHOAKA TSY HO AZON’IZANY HANAO GREVY IZANY TSONY NA DIA NIFIDY AN’I JLR NA DIA MARO AN’ISA AZA ETO TANA FA TSY MARO ARY TENA VITSY NY COTIER NIFIDY AZY.

    IZAO NO ATAO ? MANAIKY AZY HO FILOHA ARY DIA METY AHAZO AMNISTIE NA GRACE DADA DIA AFAKA MODY
    ENY @ ASSEMBLEE NO MITADY FIKA HIADIANA AMINY INDRAY SATRIA TSY MANANA MAJORITE NY ANTOKO NANAOHANA AZY

    AOKA IZAY TOMPOKO , MIANGAVY ANTANANDROA JEREO NY FIRENENA FA MIJALY !!

    Tiana mba zanak’i DADA ihany koa aho, misaotra

  27. MAHONENA eeeeeeeee !!!
    tena leo za!!
    tofoka @’ity toetsaina mareforefo !!!
    Dia mehevitra olona tena vendrana mihintsy ny sasany eto an!!izy no mahazo tombontsoa avy @
    fisolelahana any dia sady vao maika mamahan-dalitra eto.
    Ny faritra dia tsy mahalala afa-tsy DADA fa aza eto no MAMPIESONA ETO FA MPISANDOKA!!!
    Ary aza manonona ny anaran’i dadanay akory fa TSY MENDRIKA.
    Mba jereo tsara ny tantara aloha vao manaiki2 fahatany fa VOLAn’IZA ary FATY firy no takalon’
    IZAO FANGALARAM-BATO IZAO MBA HAZAHOANA ITY SEZA???SATRIA KOA NAHOANA no
    tsy maintsy izy no atao lany????maro loatra ny halatra BE VAVA VITANY KA MATAOATRA dia
    AJEDAKA ALOHA IZAY AZO HAJEDAKA! HANGALARINA AMIDY IZAY AZO AMIDY mba hialany
    @’ilay tahotra??????MBA DINIO IHANY FA SAO TSY METY eeeeeeeee

  28. Dia rehefa tsy manao ny tokony ho ataony ilay fery vao, dia haongana toy ny resaky ny sasany ?

    Izahay tsy ho MPANONGAM-PANJAKÀNA VELIVELY !! REHEFA TSY AZO EKENA DIA TSY EKENA, ARY NY LALÀNA REHETRA NO JERENA SY ARAHANA SY HAJAINA, SATRIA NY TSY FANAJÀNA LALÀNA NO NAHATONGA AN’IZAO FAHAVOAZANA HIAINAN’NY VAHOAKA MALAGASY IZAO !

    Nataon’ny frantsay inona ireo rehetra mpamadika, ireo nanohana ny nazi sy i Hitler tamin’ny andron’i Pétain ?

    Diovy ny tanàna rahatoa ka tsy tianao hijaly intsony ny vahoaka ! Tsy misy fiainana ho vanona rahatoa ka miaina ao anaty loto sy fako !

  29. marina lesy zany e, ela no tena mora ampeson’ny olona fotsiny ao @ Magro ao, Dadan’la zao any mandeha mamonjy boîte, manao golf, mijery bol, ela nefa ao sady danin’ny andro, lenan’ny orana, fahanan’ny olona lalitra fotsiny ao, nefa tsy hita mihitsy ze action vita 5 taona zao, sady vendrana no donaka saonina tsssssssssss, Andrasoa eo Dada e, sa misy Paoly mou ny anaran’iny Dadanareo iny?, efa Dadabe no fiantsonareo an’iny vo tafody aty iny e

  30. Nivoaka daholo ny avy any an-davaka :

    « Fetison Rakoto Andrianirina hésite entre la « reconnaissance des résultats de la présidentielle et le développement (du fiaraha-misaosy) » ou la « continuation de la lutte et prolonger ainsi la crise » ! Source Tananews

    Fa mba nitolona taiza ilay io, ankaotry ny fanaovan-tsonia tany Maputo sy nahazoana ny titre hoe co-président ??

  31. ARY AIZA I ALAIN ANDRIAMISEZA IZAY NITARIKA SY NITAKY NY ARA-DALANA VOALOHANY INDRINDRA TAO AMBOJATOVO ,TAMN INVESTITUREN ANDRY RAJOELINAÉ , RENY NO NITARIKA ANAREO 1 TAO SA TS HAY NDRAY ZANÉ

  32. Marary fo @’izany eo Razambolida fa !dit Ra-Jean claude.
    Andriamanitra tsy andrinareo ENDRASANAY FOANA FOANA……………
    Zay tsy kivyyyyyy
    MANA-PETRA NY ASAn’NY satana no fantatray, ARY TSY MAINTSY!!!na ho ela na ho haingana!!!
    MAZAVA VE????

  33. Camille sy Sarah efa vonona toy ny rehetra ! Ingahy Robinson sisa no andrasana !
    Hiditra sa tsy hiditra, satria efa nosokafan’ny foza ny ..varavarana ! Nandre koa izahay fa toa hoe indroa isan-kerinandro sisa no hisokatra ny vavahady fihidirana ao amin’ny magro !

  34. Koa efa hody hono dada @ sabotsy koh!!
    Izany indray no hamahanana lainga ny any @ sisiny tsy hietsika hoe:
     » efa ho avy @ sabotsy dadanareo » .
    Nefa inona moa no tokony hamerany an’izany ???ny mpitarika ao @ ankolafy dada mihintsy no
    tokony SIVANINA TSARA fa tsy mamely .Inona no hatahorany an’i Magro ???zany no aina koa
    tė hanao!MAHATANTY MATOA MANAO NY TSY METY.

  35. Fa raha tsy Ravalomanana ve no Filoha na efa tsy tian’ny maro an’isa intsony aza dia tsy miaina ny gasy e! mety ho marina izany satria izy no manao kenda roroka ny zavatra tokony ho an’ny gasy. Nefa mino aho fa tsy afaka hanao izany haratsiam-panahiny izany intsony izy satria na ny UE na USA na SADC izay nivavahany izao efa manaiky ny fifidianana teo. Mba manaraha logique e! ny CI ange nandefa mpanara-maso teto e. Dia izy izany hilaza fa tsy nanao ny asany ireo mpanara-masony ireo raha hilaza indray fa hala-bato be vata no teto?? Aoka amin’izay hilamina ny fireneko fa aza korontanina intsony!

  36. Hiditra aiza ???tsy azoko tsara ilay resaka???
    varavaran’iza ??varavarava makaiza io midanadana io???
    maika hamaly aho matsy.

  37. Hay ve e!!henoko tokoa vao teo mantsy fa miantso ny rehetra hono hiara-hiasa.
    Dė gaga ianao!!!f’ inona no mahasamihafa ity indray mitoraka ity sy ny t@ Raharinaivo .
    Inty izany ilay SAMBO???dia aiza ity sambon-Raharinaivo mba nidradra2 t@’izany fotoana izany no
    NIAFARANY??? koa miantso ny rehetra aho eto hoe: tsy vao izao no NANDALO ILAY SAMBO fa
    sainga tsy tena SAMBO Ilay sambon’i Noė io fa SAMBOM-POZA,na VOVOM-POZA akory aza no
    lazainy fa SAMBO.
    Aza sodokan’ny randram-bao TSY MENDRIKA e!!!NY TANINDRAZANA SY NY TARANAKA JERENA.

  38. Miantso ny FOZA vao2 hiara-hiosim-potaka @ efa ao mantsy e!!
    tsy mahazo manao baoty an!!
    Raha ny an’i Vitaly sy Sarah indray tsy dia mahagaga fa MAIVANA be reny,
    tsy dia azo hianteherana loatra,dia aleo ny tantara no hitsara e!!ny olona anie mahita e!!

  39. Salut daholo,
    ho an’i Kintana:
    somary général ny despair aty Dago, mandra-paha-hita ny tena fandehan’ity fiainana anaty FUCK fakofako maha-suffocate,
    dia mitsimoka ao an-tsaina ny handao izany atmosphère izany, hiaina any @ firenen-kafa

    fa mba te-hihaona aminareo isany raha misy ny occasion, fa indrindra ianao ry KM, mila ampitaina any @ tanorantsika sy fara-aman-dimby ny tantara, ireo ho AVIN’NY FIRENENA izay efa tena rendrika

    – toa izany koa: GBD, ranavalona (aiza i babyfoot)…

    _____________

    marina ny anao ry Tovo:
    [Tovo dit :
    21 janvier 2014 à 4 h 03 min

    @ rasoa, @ 2018, ho foronina indray izao atsanga tsy aman’orana rehetra izao hoe tsy mahazo milatsaka intsony ireo filoham-pirenena teo aloha. LOL. Ity zvtra efa tena filam-baniny noho ny tahotra olona iray.]

    [Frank dit :
    21 janvier 2014 à 8 h 18 min

    Manaova ianareo zanaky dada antso ho an’ireo malala-tanana mba hanamboarana io kianja fivorianareo io,asian tafo , asiana gradin , atao fefy tsara , asiana toilettes , afahanareo manohy ny tolona ataonareo mandrahatonga ny fifidianana 2018 indray, na atr@ 2023 mitsiny aza.]

  40. Courage daholo e, hoavy @ Sabotsy ono Dadanareo e, fa manin wa nareo toa tsy mba misy manao commentaire an zany miitsy e, nga efa fantatra fa lainga be otran’le ao @ Magro isan’andro le izy, tongava mijery fety eny Mahamasina @ Sabotsy hariva mba miala voly kely ndray lou fa de hiboka ao @ Magro ao fona ve, ef 5 taona zay ne e, mba midefoule kely ndray lou e, sa aona ? Dada Hody e, hody dada e, lol, mdr, « Tsy misy marina mbola nafoin’i Jehovah » hoy ny TA e, ka asa we mety mba marina ary ve le rangahy iny sa diso no 5 ans ve mbol ts tafody iany leaza a

  41. GBD
    Miombo-kevitra aminao, fa raha sahy mi-demission-na daholo ireo député mouvance R8 ireo, dia tena tia tanindrazana, raha tsy sahy kosa dia mpitady toerana sy vola fotsiny ireo. Tokana mi-demmion ianareo députés R8, henehona ny tsy fankasitrahana ny valim-pifidianana filoham-pirenena, fa tsy ny hilahatra na eny @ny Magro tsy ahita-bokatra

  42. @ andron’ny investiture, samia mitondra sotro 2 dia vao manomboka ny kabarin’i lery dia samia mitehatehaka mbara tsy hifandrenesana.
    RAVA HOAZY NY TSENA

  43. Zan v RAMAKA no mba tetik’ady, efa we planina mba maty paika wa entina fa ts, ny fisavana ny olona hiditra ao manahirana kou,

  44. Aiza daholo ireo olona ireo izao ? I gista moa dia efa fantatra fa asa na efa mahay manisa i lery izao, satria 50 000 personnes teny amin’izany 1ère Place de la démocratie izany mbola tsy hitanay !
    50 000 presonnes tsy nisy !
    Place de la Démocratie, tsy nisy ihany koa fa « démoncratie » no hitan’ny vahoaka !

  45. Aza manary toky e!raha vao kivy ianao dia resy.
    Avy aty aminay Hoaiza a!!!aty tsisy FOZA !!!
    raha vao mietsika ny foza aty de kenda.

  46. Mapmė bė le vidaka!!
    tsy mahagaga ireny fa mpisolelaka no betsaka!!
    Ny tantara no aoka hitsara!!Andriamanitra tsy andrin’ireny olona ireny tompoko
    endrasanay foana a!!
    Tsy nahandry ny andro ZOMA anie hono no tsy nanirian’ny nifin’ akoho hatr@’izao e!!
    Dia azonareo angamba ny tiako ho lazaina fa ho VIDIAN’ITONY OLONA TSISY ATEDOHA
    itony lafo ary hanefa hatr@ MADAGASIKARA MANONTOLO ho LAFO VARIBOBA noho ny
    tsy fiheverana iray minitra akory.
    POV MPISOLELAKA!!!MAHONENA!!’!!

  47. Ô ry KM â !

    pourquoi cette video encanaillée ?

    Mieux vaut renvoyer les copains sur le blog de MEDIAPART traduisant bien les cinq ans de cirque autocratique et autres joyeusetés mafieuses de Rajoelina!

    CINQ ANS DE REPUBLIQUE DES COPAINS !

  48. Pourquoi cette video ?
    Pour rafraîchir la mémoire des biby maintikely, surtout celle de celui qui se vante maintenant d’avoir LA PREMIERE MAISON EQUIPEE DE DOMOTIQUE DANS L’ATSIMON-DRANO !

    Un coup d’Etat ou de poker, peut ou doit rapporter gros !

  49. la clique de Rajoelina n’est qu’une BANDE DE GANGSTERS AUTORISES

    maintenant « légitimée » par l’élection -bidon françafricaine

    Nous aurons à la tête de l’Etatdes pourris à la mode Bongo et Sassou N’Guessou : des milliardaires en dollars qui ponctiionnent les multinatioanales d’un bon pourcentage personnel…
    …le produit de leur hold up étant placé dans des sociétés off shore…

    Entretemps les Gabonnais et Congolais trainent toujours dans la misère !
    Cerise sur le gateau Bongo fils s’érige en « bienfaiteur » distribuant de temps en temps des bonbons…

    Voilà ce qui nous attend avec le cambriolage de NOTRE SOUS SOL ……..gaz et pétrole à venir !!!!

    Seule la population de Tana , toujours NATIONALISTE , peut démolir cette mafia

    Tana est un bastion très important d’opposition , mais M. Ravalomanana dans sa stratégie a malheureusement négligé nos frères de la côte qui ont aussi souffert des putschistes.

    Voilà une des raisons de plus pour laquelle je regrettais que JLR ait été préféré à NAIKA (de surcroit super et vraie combattante)

    Pour mémoire lors de l’accession à l’indépendance en 1960 :
    ==> les Français avait préféré TSIRANANA , corvéable à merc i
    ==> au lieu de NORBERT ZAFIMAHOVA QUE SOUHAITAIENT TOUS LES MALGACHES ,
    et qui avait une toute autre allure et des idées politiques qui auraient
    gêner la France !

    Hery sera un Tsiranana bis !!!!!!!

  50. Que Toute personne qui refuse le HOLD UP ELECTORAL

    ait la DECENCE DE BOYCOTTER L’INVESTITURE DE MASCARADE d’un USURPATEUR !

  51. GBD,

    Il y a une chose que je refuse totalement, c’est de dire que Ravalomanana avait mis de coté les cotiers. NON NON NON
    Ce sont les cotiers qui étaient les premiers à lui dire NON. Un seul exemple : zafy albert.
    lahiniriko, mahanorohanta, et bien d’autres étaient tous des cotiers.
    et les batonneurs des roues dans les premières heures étaient les cotiers. Les conspirateurs que nous avions vu en france étaient pour leur grande majorité des cotiers.
    Ravalomanana a mis sur la touche tte personne, merina ou tanindrana, qui n’avait pas le profil qu’exigeait le développement de Madagascar.

  52. Alidera

    j’ai écrit avait « négligé » et non « mis de coté »

    En 2008 j’avais passé 15 jours à Diégo : la population y louait le fait que Ravalomanana les aient désenclavé:

    une aspiration d’air énorme au point de vue économique qui était refusée à Diégo depuis la colonisation…

    Mais Tamatave malgré la corruption +++ de Roland Ratsiraka était toujours un no man’s land politique : il fallait foncer avec des arguments chocs politiques , comme des INVESTISSEMENTS FRAPPANT LA POPULATION !

    Dans le sud : famine toujours , aucun grands travaux d’irrigation ou de répartition de terres (le sud reste le royaume de De Haulme)

    Je sais que Ravalomanana ne pouvait humainement tout faire , mais des actes politiques marquants comme à Diego auraient sans doute mieux ANCRE TOUT LE TERRITOIRE DANS SON SILLON…

    Pour moi les cotiers comme ZAFY sont des opportunistes qui n’ont d’autres objectifs que leur visée personnelle.
    Lahiriniko ne représente que lui même avec ses frustrations……

    Nous n’avons pas su entrainer les côtiers intellectuels( ex : Beranto, Zafimahova)

    Je le répète :
    * au moment de la décolonisation TOUS les Malgaches auraient préféré NORBERT ZAFIMAHOVA ( cotier)

    Les Français ont tout fait pour l’éliminer au profit de Tsiranana leur pantin !

    Madacascar est un tout avec toutes ses composantes et il ne faut pas se bander les yeux

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *