AROVANA NY ORINASA TIKO

logo tiko1

MyDago.com- Groupe Tiko 03 Jul 12 (1)Eo am-piandrasana ny fanendrena izay ho Praiministra sy ireo mpikambana ao anatin’ny governemanta isika amin’izao fotoana izao. Mandeha ny resaka etsy sy eroa ny fisian’ny fifanatonana eo amin’ireo ankolafy politika isan-karazany ny amin’ny hisian’ny marimaritra iraisana hahazoana ny maro an’isa ao Tsimbazazaka hahafahana manolotra anarana ho amin’ny toeran’ny lehiben’ny governemanta. Isan’ireo hery politika manana ny lanjany ny movansa Ravalomanana ka tsy azo tsinontsinoavina amin’izany fifanatonana izany. Nambaran’ny lehiben’ny movansa Ravalomanana fa miditra amin’ny dingana rehetra azo atao ny movansa Ravalomanana. Ankehitriny dia Manao pimaso amin’ny movansa Ravalomanana Ingahy Hery Rajaonarimampianina. Tao anatin’ny filankevitry ny minisitra omaly dia nanome baiko ireo ambaratongam-pahefana samihafa Ingahy Hery amin’ny fiarovana ny orinasa Tiko an’ny filoha Ravalomanana. Voalaza tao fa ny orinasa Tiko any Toamasina sy ny ao Vodiala Ambatondrazaka dia ny fanjakana no hiantoka ny fiarovana izany. Ny orinasa Tiko ao Sambaina Manjakanriana kosa dia anjaran’ny tompony no miandriakitra ny fiarovana azy, kanefa azo antsoina ny mpitandro ny filaminana raha misy liana izany. Tsapan’I Hery Rajaonarimampianina ny tanjaky ny movansa Ravalomanana eto amin’ny firenena. Inoana fa fanombohana fotsiny iny fa ho avy ny fanendrena ny movansa Ravalomanana ao anatin’ny andrimpanjakana fa indrindra ny fampodiana ny filoha Ravalomanana. Anisan’ny antom-pisian’ny tolona ataon’ny vahoaka eny amin’ny Magro Behoririka ny fitakiana ny fiverenan’I dada eto an-tanindrazana ary izy rahateo efa niteny hoe izy ihany no mikarakara ny fampodiana azy eto an-tanindrazana. Raha ny tsialian-tsofina re amin’izao fotoana izao dia fantatra fa manana hery vaovao ankoatra ny Mapar dia ny maro an’isa ao Tsimbazaza ingahy Hery Rajaonarimampianina

39 pensées sur “AROVANA NY ORINASA TIKO”

  1. Tambazana amin’izany fiarovana ny orin’asa Tiko indray ny vahoaka, amin’izay mangina !
    Nandritry ny dimy taona navela nangalarin’ny sasany fotsiny izay azony nalaina ! Olona tsy mahafantatra an’izay fiompiana omby, lasa manana omby tsy fahitan’ny any atsimo !

    Tssss !

    Marimaritra hiraisana marina no tadiavina, satria efa « Fitiavana » izao ny devizin’ity IVème Repoabilika !

    Dia miady ny foza rehetra amin’izany fitadiavana firaisana izany, ary na dia ireo tsy foza aza mangataka mafy mba ho foza be !

    Dia mba inona no mba hevitry ny « P’tits pigeons » amin’izany rehetra izany, kanefa ny Accord de Cotonou mbola antsy be eo ambonin’ny loha ??

    http://www.tananews.com/2014/02/laccord-de-cotonou-remis-sur-la-table-le-mapar-rale/

    Ralez ralez hoy ilay hira, fa izahay tsy mila mpanongam-panjakàna hitondra Firenena ê !

  2. leur devise est que la C.I. OUBLIE QU’ILS 2TAIENT PUTSCHISTES !!!!!!!!!

    A cela on ajoute les divers chantages et tentatives dérisoires de mystification

    Il faut être vraiment tarés pour ne pas le comprendre !

  3. Ny Raharaham pirenena dia tsy hazo fitinina ho raharaha Tiko. Raha mpanao poltika dia tokony hanana tanjona , Mitsinjo lavitra ary Mivelatra @ olana mihanjady @ Vahoaka @ ankapobehany sy n’y isam bataolona fa ity Resaka TIKO ity dia toa fitiavan Kely nô fijeriko azy.

  4. J’ai la désagréable impression que derrière cette histoire de marimaritra iraisana comme ils disent, se cache en fait un véritable système de crime organisé qu’ils veulent pérenniser, avec le peuple en guise de victime !

    En plus, comme ils ont la mémoire courte, ils avaient vite oublié que la CI avait été très claire ! Pas de putschistes dans le prochain gouvernement « issu des élections » !

    Ce ne sera plus une transition bis, mais le chaos ou foutoir à tous les niveaux !

  5. Raha tena madio saina sy fo ilay milaza fa voafidim-bahoaka, dien’ny rahampitso ihany dia mandeha maka ny tompon’ny Tiko any Afrika atsimo, na mandefa an’ilay mpanongana iray eny Tsiafahy !

    Hazava kokoa ny raharaha amin’ny vahoaka !

  6. Enga anie io hafanana voizin’ny teny foy: « TIKO Vita Malagasy »
    hisarika ireo nisitaka kely
    haharitr’enao ho ela velona tsy ho foana ianao MAGRO (mamdrapahatongan’i dada8 sy ny liberté d’expression tena marina)

    Fahavaratra izao, afa-mividy ronono velona tsy cacheté fa milay ny sakafon’omby miraoka vilina mbola maintso tsara!

    Saingy kosa, … tsy mihinan-dibera, ny mitobaka takatry ny moyen dia « made in arabie » non non non / ary tsy hividy ireo « fabriqué en france » sanatria

    ny produit avy eny Ambatomanga no tadiavina fatratra

    Mitandrema aleo hazava fa dia FITAOVANA ARA-POLITIKA
    fika HATay
    Vola Voninahitra V.dy (3 ny an’i fHery vao2)

    eto sy MT no mba sisa loharanom-baovao
    fa ankoatr’izay
    tsy angery aty

  7. fisaorana no atolotro ny filoha Hery,amiko efa zava-dehibe ny fiarovan’azy fa mbola tsy ampy mila mihodina ny orinasa fa tsy ambenana mamoaka vola fotsiny,fa mila miodina,miasa ny sommage,miatsara ny économique.
    Tohizo fa tsara,misaotra betsaka ho tahin’ny Tompo.

  8. bla bla bla fiarovana inon’ê?

    ny zavatra efa tsisy raisina: mbola hitandry lerony ny mbola anaovana scénario eny an-toerana ihany koa ==> dépôt harena ankibon’ny tany miafina na tahirizina ê!?

    DIABOLISATION à la demande …
    TERRORISME selon leur besoin …
    tssss

    fanontaniana ho an’izay prezidà am-perin’asa: remettre le groupe l’entreprise TIKO Vita Malagasy en état de fonctionnement PRODUCTION de produits laitiers local, et je vous devrais une reconnaissante!!!!!!

    (wawawa enao ra-fHERY vaovao @ zon’ny gasy hiditra ny tanindrazana
    fa AIZA NY ASA tsy mahavit’azy akory)

    tsssss

  9. Protection des sites du groupe ? Pour amadouer les « P’tits pigeons » et la CI !

    Each day is Valentine’s day !

  10. AOKA TSY HO DISO FANDRAY O 🙂

    1)FANAMPIANA amin’ny fiarovana no ataony fa tsy ny GVT akory no hiaro azy.

    2) Raha tena vonona ny hanampy r’izareo dia FANAMPIANA NY ORIN’ASA TIKO mba hivelatra tsara no tokony ho ataony, mba handrosoan’ny Economie Malagasy.

    3) Tsy vitan’ny Fiarovana, ny adidin’ny GVT-HVM @ Tiko, fa koa Indemnisation ireo zavatra nosimbaina sy nangalarina REHETRA.

  11. ranraianiaina aza manao kely saina laotra ré , sady mampihomehy no mahamenatra !!!

    qu’un ex foza procède soit favorable au redressement de TIKO : il n’y a pas de quoi fouetter un chat !

    1) ils sont obligés par rapport à la C.I. de faire des gestes d’apaisement à l’égard de l’entreprise Ravalomanana

    2) l’entreprise Ravalomanana restaurée ne ferait que contribuer à faire monter le P.I.B. …..bête obscure et étrangère que ces foza ignoraient, pendant ces cinq années ,
    cinq années pendant les quelles leur SEULE PREOCCUPATION ETAIT DE S’ENRICHIR AU MAXIMUM ET LE PLUS VITE POSSIBLE !!!!!!!!!!!

    3) HERY ex foza ( ancien compable coupable de détournement de fond à Air LMad ) ne fait que REPARER A MINIMA tout ce qu’ils se sont évertués à DETRUIRE CHEZ TIKO pendant 5 ans : pousser aux vols divers , au dépouillement à tout prix de Tiko
    ==> et cela pour se REFAIRE UNE VIRGINITE à l’egard de la C.I. toujours observatrice…
    ==> réparer le mal dont on est coupable : est un minimum QUI NE MERITE PAS REMERCIEMENT Randrianiaina !

    LAS FOZA AVAIENT DETRUIT SCIEMMENT UNE ENTREPRISE MALGACHE au profit des Français pied noir, des indiens/arabo-persiques , et aux Chinois nouveaux riches ….

    Izany ny hisaoranao ry Randrianiaina accusé depuis plusieurs mois d’être un MISSILE TELEGUIDE DES FOZAS !

  12. Mon commentaire a été effacé !

    je réitère qu’il est crétin de la part d’e Randrianiaina de « remercier » Hery de son geste pour Tiko
    Mieux vaut avoir la DECENCE DE SE TAIRE que de sortir de telles âneries !
    Un internaute le soupçonnait d’être un missile des fozas et je finis par y croire.

    1) Hery ex foza aidant la restauration de Tiko ne fait que REPARER PARTIELLEMENT toute l’oeuvre de destruction massive de Tiko par les fozas dont il faisait partie

    2) Hery avec les fozas ont DETRUIT SCIEMMENT UNE ENTREPRISE MALGACHE au grand bonheur des pieds noirs français ou des pakistanais et arabo persique , puis nouveaux riches Chinois !

    3) les foza , dont HERY, pendant cinq ans n’avaient qu’une SEULE PREOCCUPATION :
    S’ENRICHIR AU MAXIMUM ET LE PLUS VITE PÖSSIBLE , raison pour laquelle ils ont FAIT TRAINER LA TRANSITION !

    4) restaurer PARTIELLEMENT TIKO (car les dommages sont incommensurables) n’est que la MINIMUM INDISPENSABLE pour que Hery se refasse une virginité à l’égard de la C.I. toujours observatrice ….

    ===> A QUAND LE RETOUR DE RAVALOMANANA ???

    ===> A QUAND LA LIBERATION DE TOUS LES PRISONNIERS POLITIQUES ???

    ===> QUAND ET COMMENT HERY LUTTERA CONTRE LA CORRUPTION ???(promesse électorale )

    ===> OSERA T IL TOUCHER A SES PETITS COPAINS : Rajoelina en premier ????

  13. Njara mbolav eo aminy sary i nAstérix , président par intérim qui touche plusieurs milliers d’euros , ainsi que Rajoelina , président transqitoire !

    POUR DES PRESIDENTS NON ELUS : IL EST INCONGRU DANS UNE DEMOCRATIE ‘(normale !) QU’ILS PERCOIVENT DES INDEMNITES D’ANCIENS PRESIDENT comme Zafy par exemple

    HERY /

    VOILA UNE GROSSE PATATE CHAUDE DE MEGA CORRUPTIONà la Rajoelina !!!!

    pas d’indemnités d’ancien président pour Ramanantsoa, Ratsirahonana et Rajoelina : NON ELUS !!!!!!!!!!!!!!

    Si Sarla be assurait la présidence par intérim avec un kalach : il aurait aussi eu alors droit à ces indemnités ???

    FOUTAISE DE REPUBLIQUE BANANIERE !!!!!!!!!!

  14. Pas un seul « politique » n’est « politiquement correct » sur terre, mais, ce dont j’ai le plus peur, c’est que HVM NE PUISSE MARCHER sans les « extra-etrangers » que sont l’OIF – la COI – l’UA et autres bandes de la Francafrique, ce qui veut dire que HVM est tout simplement un AGENT DE LA FRANCAFRIQUE.
    Mais tout a un commencement et tout a une fin, j’attends la fin du commencement (nomination du PM) pour etre fixé : à quelle sauce nous allons etre mangés !

    La fin debutera, le jour où il choisirait le PT comme PM, ou le Ratsiana-Orana , auquel cas, nous serons veritablement sous une Republique Bananiere.

    Selon certaine gazette, HVM n’est pas si corruptible que ça : POUR LE MOMENT, je m’y accroche et me force à le croire, mais tout ce qui l’entoure (OIF – COI- Ratsiana-Orana….) j’ai bien peur qu’il a beau essayer etre incorruptible, il ne fera JAMAIS le poids.

    Le Pire, c’est qu’il met trop de temps à décider, ce qui donne aux « autres » le temps de fomenter le pire.

  15. GBD !Une idée m’est venu dans l’esprit : EST CE QUE Tnn et MyDago ne sont pas sous le meme drapeau ?!!!Perso, j’en ai bien peur ! 🙁

  16. mapme doly tsssssssss, na inona na inon ambaran lisany eo lesy e, ts maints efa mande ny negoce any ambadika any entre HERY ET RA8, fa saingy ra8 mou iny itan lisan iny iany e, olona Anjely sy tsy mety mihaiky zany miits, hany ka lisany fotsiny no ataony mitogà fotsiny eo, de eo no raisina, misaotra anao lou président hiaro ny Tiko fa ny fanirina de tsy ny tiko iany, fa ireo Radio rehetra nakatona reo mba sokafy ra tena hiova tokoa enao e, fa tsy ny Viva sy Free fm mitatasika nefa ny hafa ts mba misy ambara, aoka hitovy fona wa fa samy malagasy e,

  17. KintanaMananDrambo
    Tsy mila mpanongampanjakana ve i se. efa io no eo de anao in eo nefani i se e. ni dadan’ise atsi afrika atsimo azani efa babo si vakina fotsini.
    Mody eto dago dia ahongano eni andalambe ko le lazainareo fa filoha foza io ra masahi. fa aza adino fa ni 90% ni gasy zay mahantra dia foza avokoa satry tambanivohitra si ambani tanana.
    De ande hitarika foza zani ve se anonganana foza. mdr be mintsini a @se ty ka.
    > ary toa lasa marari fo sisani i se ri kintana. fa de nahona lotra e. huhuhu

    GBD
    sao de ianao io kosa no zanak’ilai taré atsy afrika atsimo. mdr mdr
    ra nisi ni olona tena nanagonkarena dia mbola averiko iani fa ni dadana’ise atsy afrika atsimo. 7 taona izi navita nampitombo fanana 10 millions d’euros ho lasa 600millions d’euros.
    misi olona mavita mihotra izani ve alo eto ambonin’i tany. i sarkos si hollande mitambatra mbola tsy maharesi an’i ravalo ra fanana zani, nefa sami efa president. de gaga i se.

    HoAiza
    Tsy apafirin’i 600millions d’euros fananan’i ravalomanana zani TIKO zani.
    ra tsy mavita azi le filoha vaovao eo, maninona i se io ra mba manao fa tsy mitatasika eo fotsini. ita mintsiny fa oe zanak’ilai dada’fou atsy afrika atsimo.

    aza adinonareo gasy any ampita reto fa 4 milliards de dollars no trosan’i gasy. ni taranak’ise daholo no amerina anizani. t@ andron’i nitondrani ravalomanana no nitrosani izani vola zani, fa izi kosa alo nanao fotodrafitrasa sadi nanagona harena si naka ni anjarani fa ni gasy mahantra hatrany.

  18. ny tena mba hangatahako amin’ny Hery dia ny hanazavany ny vola very tao amin’ny banque centrale vao haingana izany a! tamin’ny fitondrana HAT ary ministra i hery , ny BNI , ny bois de rose rehefa mahavita mamerina ireo vola ireo Rahery dia tena tsara e! volam-bahoaka daholo ireo ary tsy misy foronina fa nivoaka gazety avokoa ny fisiany

  19. Ho an’ity foza masaky sa masaka sa tsy hita intsony izay hilazàn’azy !

    Resaka trosa ??? Firy miliara ny trosan’ny gasy, nihidiran-kizo tamin’ny andron’i deba ???
    Iza no nahavita namafa an’izany trosa izany ??? Ny Filoha Ravalomanana, ary nanatrika an’izany fanafoanana izany ny tenako, raha nivory ny Club de Paris ! I Sylla no nitarika ny delegasiônina tamin’izany andro izany !

    Iza no nampidi-kizo ary TENA nandika Lalàna sy Tondrozotra, mba tsy hitomboan’ny trosan’ny vahoaka malagasy ??? Tsy ianareo foza ???

    Tsssssssssssssssssssssssss !!!

    Mba araho tsara aloha ny resaky ny mpisera atramin’izay vao mitabataba ê ! Maro amin’ireo foza lazaiko ireo tsy avy eny amin’ny faritra iva na tambanivohitra, satria fomban’ny foza no mampiady ny mpiray tanindrazana ! Tadiavina daholo izao fomba ratsy rehetra izao !

    Fantatro daholo ny ankabeazan’ireo olona miarak’aminy ireo, na saofera aza ! Torak’izany koa ireo avy ao amin’ny Movansa !

    Koa mbay tany amin’ity fisainana lomorona ! Ny ahy rehefa tsy manàja Lalàna sy mitondra ny Firenena hivarin’an-kady dia FOZA IZY izay !

    Vonifanja ! Tsy ilay fery vao mihintsy no hilaza aminao fa maloto be ny silipony !
    Na ry zareo ao amin’ny minisiteran’ny finansy, Banky foibe, Air Mad, ets…dia mahafantatra zavatra betsaka, fa ramalagasy matahotra ny ho very fihinanana dia tsy misy sahy miteny !

    Tsy tian’ny ramalagasy loatra izany Herim-po….very maina izany !

    Ho an’ny rehetra !

    Mbola mandeha ny resaka any ho any, ARY NISY FIRENENA MAROMARO NANAMAFY OMALY, fa raha mbola mizizo sy manao be loha, ary hametraka olona niaran’ny sazy eo io Fery vao io, dia tapaka daholo ny famatsiana rehetra ! Embargo total !

    Ny zaponey efa nanipy môrsa koa !

    Fantatr’io fery vao io izany, ary tsy hitan’izay hanazavàna an’izany amin’ireto namany ! kendan’ny vomanga nasesiky ny tanany ihany koa !

    Tafiditra amin’izany resaka izany io resaka TIKO TIKO sy hoe Bois de rose io ! « Mody » mampiseho hoe vonona hampihatra ny fiverenan’izany hoe Firenena tan-dalàna izany !

  20. La fortune de ravalomanana fait vraiment mal au coeur des fozas

    malheureusemernt d’aucun sait que :

    1) Ravalomanana avait monté son affaire A PARTIR D’UN PRET AUPRES DE LA BANQUE MONDIALE !!!!!!!!!!

    2) il a obtenu ce prêt en présentant UN PROJET FIABLE pour la banque

    3) il a prospéré par son propre génie et NON EN VOLANT OU EN DETOURNANT L’ARGENT DE L’ETAT COMME LES FOZA !

    4) R8 n’a pas eu plus d’avantages fiscaux que le groupe HENRI FRAISE ou BARDAY !!!

    Mirary/Denise quant à ton OBSSESSION DE DADA ???

    tu ne m’as toujours pas répondu : est il ton dada virtuel, ou par procuration pour t’obséder tant ?

    Chez nous est dada le mari de sa mère….

    De plus tu parles de sarko et hollande : ils sont simplement chefs d’Etat et non des hommes d’affaires ni des industriels

    * Tu ne fais donc pas la différence ?

    * Un homme d’affaire DOIT FAIRE PROSPERER SON ENTREPRISE

    * Un chef d’Etat a pour mission principale SERVIR ET NON SE SERVIR, le chef de l’Etat n’a pas à s’enrichir , cela s’appellerait prise illégale dd’intêret
    Sauf selon ta conception bananière de la république .

    Le fait que R8 avait la responsabilité de chef d’Etat (une casquette) n’impliquait pas qu’il devait saborder son entreprise (deuxième casquette)

    Pour ta gouverne sache que le président CARTER aux Etats Unis par exemple était businessman honorable et chef d’Etat très honorable , SANS AMALGAMER LES DEUX FONCTIONS .

    Les têtes bien faites, vois tu, savent assurer leurs fonctions sans malaxer affaires d’Etat et affaires personnelles comme Ali BONGO le grand françafricain du Gabon !

    Mais tu ne comprends apparemment RIEN au système françafrique pour pérorer tant !

  21. De efa miomana hanao balina sy ny sisa ndray zany lisany zao ry KMD e, fa ho tapaka tsy misy indray zany no famatsiam-bola ra ohatra PM tsy tiany no eo e, zany mantsy no mba voninahitra lehibe hoan’ialahy isany reo, rehefa tsy misy mpamatsy vola tsouny fa mikatso tanteraka ny firenena de zay no ilain’ialahy isany, tena olona tsy misy ilana azy, ita mihitsy ela hoe tsy eto Mada no mipetraka fa mba mitatasika fotsiny ato anaty forum ato, mapme be tsssssssss, za wa mamerina fonafona we ny ahy ra vo tombotsoan ny Gasy rehetra no voasakatsaka de alako maizina na iza na iza antony mahatonga an’zany, za lou zao faly miits we arovana ny orinasa tiko e, fa ts tokony arovana fotsiny fa velomina tanteraka miits ary anjaran’ny fanajakana no manao izany : ny antony tsotra iany, maro ny gasy mba maazo tombotsoa sy asa @ fisokafan’io, zay ny ahy ny systemko lesy e, ny ahy de ny maro an’isa hatrany fa ts ze 1 na 2 any, nga mou i hery na Ra8 na Rajoelina am’lisany mivadika atidoho akory na misokatra ze tiko any na ts misokatra, na misy vola eo na tsisy, fa le mahatntra sy majinika aty no minan-fatiny, fa ela any am-pita mants de miseo be tatasika fotsiny eto, masosotr tssssss, fahorian’ny hafa de hifaliana,

  22. Hay ve lesy!!!za aloha dia miandry e!!misy ho tapaka lalan-kozatra eo!
    hitako efa misy miakapokapoka dia ny mialoh any @ radio rehetra any .
    Kenda roroka mihintsy rajao ! dia iza ozany o PM eo? raha nitohy ny hazo tsy ny voalavo no tonga aloha teny @
    lanitra??misy tena manana aretina mihintsy ao @ ity halahelon-tseza ity.

  23. De ontsa ny fo mahita ity mbola zava-tsoa vitan’i dada lesy!
    Ny tena mampalahelo dia tsy mba misy mahita izao vao2 tsara izao,
    ny fanaratsiana sy ny hendrikendrika mba hanarotsaronana itony no betsaka.
    Mankasitrana Kintana a!

  24. Dia itony koa !

    http://www.senat.fr/international/collomadagascar/collomadagascar3.html

    Fa iza anefa no nilaza tamin’lisany hoe FANONGANAM-PANJAKÀNA NO TENA MAMPANDROSO FIRENENA Ê ????

    Mahaiza mandini-tena sy mijery fitaratra, fa aza atsipy any amin’ny olona Tan-dalàna ny havendranana sy fahadisoana rehefa loha paokaty no hireharehàna !

    Tsy an’lisany irery io Madagasikara io, ka loham-boto no terena tsy maintsy arahan’ny vahoaka !!

    Na eo anivon’ny fokonolona, firenena, ets…., mba misy Fifanarahana sy Lalàna mifehy ny rehetra ihany !!

    Neutralité ? Qui ne dit rien, consent !

    Raha tena tia tanindrazana lisany dia tokony tsy hanaiky an’izay zavatra rehetra nitranga atramin’ny 2009, NA INONA NA INONA FAHADISOANA NATAON’INGAHY RAVALOMANANA ! Izay ny ahy !

    Olona anisan’ny tsy azo antoka lisany, fa tahak’ireny olona hoe mody manasaraka ireny, kanefa mamatotra sy manageja an’ilay iray, mba ho lakoin’izay miady aminy kokoa !

  25. faly ho « sous développé » lava itony 67ha itony……….
    mitsiky vendrana lava rehefa zatra andevoziny systeme françafrique (tsy takatry ny sainy )

    angalariny imperialista isan-karazany ny fananany gasy (aluminium, ilmenite, uranium, petrola sy gaz ho avy !) dia eo foana i ravendrana mitsiky mihevitra mandresy satria tsipazana akotry hoatry akoho !!!

    * anaovan’dry imerialista « putch » dia mirary mafy !
    * tsipazany olom-baovidy hoatry Tsiranana , Rajoelina sy Hery dia mitehaka hoatry ny gena kely « merci mbwana! « !

    Za tsy manambany olona bado akory , fa manazava ny toe-javatra ,

    ary sy mitsitra ny manjo any vahoaka atao tsinotsinona lava …..

  26. KM

    j’ai l’impression qu’ayant depuis toujours baigné en république bananière ,
    beaucoup de nos compatriotes NE COMPRENNENT VRAIMENT PAS LA SIGNIFICATION DE REPUBLIQUE BANANIERE !

    Encore moins le système françafrique …

    Bien qu’internet permette de s’informer malgré la faible qualité de nos journaux nationaux : il y a meme la PARESSE INTELLECTUELLE DE LE FAIRE .

    Sont à la fois gangrénés l’esprit et la mentalité…

    Françafrique a toujours joué sur du velours en faisant l’amalgame :

    ==> enrober de légalité de surface la turpitude la plus infame de l’ILLEGITIMITE.

    Et ramalagasy tsotsotra de foncer !

  27. République bananière : Pays où poussent des bananiers, et où le peuple se fait …bananer ! Désolé pour l’expression connue et quelque peu … !

    Raha olom-pirenena marina ilay prezidà vaovao, dia tokony mba tanterahiny itony fangatahan’olona itony :

    « C’est le Quai d’Orsay qui A EXIGE LE LIMOGEAGE DES AUTORITES CONCERNEES par le lynchage de deux ressortissants français dans l’Île aux parfums, sinon Madagascar sera classé parmi les pays à risque touristique. »

    Mdr !! La France veut des pinces, qu’elles soient de crabe ou d’écrevisse !

    http://www.midi-madagascar.mg/a-la-une/2014/02/14/trafics-de-bois-de-rose-affaire-nosy-hery-rajaonarimampianina-cede-aux-pressions-internationales/

    Mais s’agissant de l’affaire des lynchés et brûlés vifs ou morts, qui sont ces autorités concernées ?
    – Les gendrarmes et militaires ?
    – Risara baomba dit la menace, celui qui est toujours en première ligne pour pourchasser les « malfaisants » et autres légalistes semeurs de trouble quand bien même que ces derniers, manifestent pacifiquement ?
    – Le soi-disant ministre de l’intérieur, qui va dire qu’il n’a pas les effectifs qu’il faut, faute de budget ?
    – Le ministre des finances, qui n’avait pensé qu’à accumuler des euros, pour financer la campagne des copains et de sa petite personne ?
    – Ou celui qui avait orchestré tout ce chaos, depuis un certain mois de janvier 2009 ?

    Enquêtez et enquêtons !! Que les coupables soient punis, limogés, et mis hors circuit !

  28. Oadray marina an ! Tena misy olona adino !

    Ilay mpahay Lalàna manao solomaso iny, tsy tadidiko ny anarany ; ilay mpitantana tribonaly, tribonaly izay tsy azon’ny olona antoka ka nahatonga an’ilay famonoan’olona hoe !
    Aza dia adinonareo ny manadiady an’io olona io !

  29. Vonifanja an: wisco $100Millions – manao rapport sandoka mody hoe ao @ banky foibe

    lazaina fa natolotry ny Sté sinoa à gvt putshiste

    voalohany ny atsasany moitié = $50millions

    tsisy izany niditra tao @ coffre de l’état malagasy en 2010!!!
    Ny devise aza ZERO ny tao anaty coffre

    trukage
    état financier sandoka – bien sûr sonia sandoka INCOHERENCE no ni-circule teny anivon’ny ministeran’ny Finance teny

    TSY MAITRISé INCONTROLé

    résumé: toa ny fisosan’ny 4×4 voiture de luxe ==> NITOMBO tokoa nanomboka 2009, dia
    ==> VOLA BE no mikoriana mandeha eny an-tanandry zalahy avy amin’ny marchés noirs isan-karazany sy FAMAROTANA NY TANINDRAZANA miaraka @ harena ao aminy

    avec le coffre de l’état qui est dilapidé et/ou rien n’est comptabilisé au crédit

    dire que c’est moi NOUS qui payons de nos poches de la sueur de nos fronts: le salaire de ces jiolahim-boto mpiasam-panjakana

    C’EST MON PLEIN DROIT DE DENONCER JUSQU’AU BOUT

  30. Corruption jusqu’à la moelle des os !

    Hery est issu de ce système de gangsters maffieux !

    S’il veut se donner l’air du « c’est pas moi , c’est l’autre

    ==> FACILE : on l’attend au tournant

    ==> qu’ils libère TOUS LES PRISONNIERS PÖLITIQUES

    ==> QU’IL MONTRE S’IL OSE QU’il s’attaque à la CORRUPTION !!!!!!!!!!

    ===>  » PETET BEN » QU’IL A AUSSI PEUR DE SE MORDRE LA QUEUE !
    avec les potes de la mafia :

    ===> ON SE TIENT PAR LA BARBICHETTE ???????????????

  31. Mirary

    qui est RESPONSABLE de ces cinq années de démolition de l’Etat de droit ???
    Et destruction totale en razison de l’embargo :

    ===> PARCEQUE LES FOZAS VOULAIENT TENIR LE PLUS LONGTEMPS (5 ans de bagne pour le pays !)
    == > POUR S’ENRICHIR ( à coup de bakchich divers et corruption à tous les niveaux )

    La misère des « madinika » que tu fais semblant de plaindre : VOUS LES FOZA LES AVIEZ PLONGES DANS CETTE MISERE PROFONDE

    Quelle que soit les critiques justifiées au non émises à propos de la gouvernance de Madagascar

    ==> avant le putch de 2009 les Malgaches étaient plus heureux !

    vous essayer bêtement de retourner la situation en MENTANT DE MANIERE EHONTEE ,

    cela s’appele SARCASME ET MEPRIS POUR LE PEUPLE

  32. GDB – GidroDondronBe

    Crise tao anaitny ny 5 ans no hita, fa angaha isiska tsy efa tao anatay Krizy tam RaVolavo dadan lesany? sa tsy mahita lavitra fa ny eo akaikiny ihany no hita? sa anisany le voky akondro tamin dada, nefa ny gasy kely Corruption io efa hatramin dadalesany io. Ahoana no ahafahany mividy ny silon’ny port tamatave? tsy corruption zany? ny nividianana air force 2 ahaona tsy corruption zany… Gidro tsy mahafantatra an’izany.

  33. tu portes bien ton nom monsieur caca…huette (denise caméléonisée ….)

    Très contente de vivre dans sa république bananière

    RELIS , RELIS BIEN ET ESSAIE DE COMPRENDRE ce que j’ai écrit ET MES RESERVES avant d’annonner tes  » tapodimiverina zano ramamba  »

    Change de registre et nettoie tes neurones au lieu d’insulter aussi stupidement.

    Désolée , si tu ne comprends rien , même une loupe ne sera d’aucune utilité

    l’insulte est l’arme du faible d’esprit ………..

    toujours l’invective ces minus de radio Viva quand ils sont à court d’arguments tangibles .

    Vous aviez enfoncé le pays pendant 5 ans , N’AYANT JAMAIS COMPRIS LE SENS ET LA PORTEE DE L’EMBARGO qu’a entrainé votre putch !

    Pendant la période R8 Mzadagascar savait ce que signifie P.I.B.
    Mais inutile d’en parler plus à des troublions de radio Viva et bla et bla et bla , rien dans la tête .

    va à ta niche…

  34. la crise est mondiale (période Ravalomanana comprise : flambée pétrolière mondiale !)

    Tu ignores la guerre d’Irak et ses conséquences boursières mondiales ???

    ==> mais l’EMBARGO EST LA PUNITION DES VOYOUS !
    tu n’as pas le niveau pour discuter de politique denise=caméléon

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *