ATSAHARO AMIN’IZAY NY FIAMPANGANA NY FILOHA RAVALOMANANA TSY MISY POROFO FA HORAISINAY HO FANALABARAKA IMASOM-BAHOAKA IZANY

MyDago.com-magro 18 janv 14 (10)Andro voalohany amin’ity herinandro ity androany Alatsinainy 03 Febroary ho an’ny fanohizana ny tolona tanterahan’ireo mpomba ny movansa Ravalomanana eny amin’ny Magro Behoririka. Fotoana izay hifampizaran’ireo mpitarika ny vaovao tsara ho fantatra ho an’ny vahoaka. Anisan’ny nandray fitenenana teny an-toerana ny Ct Randriamamiarizafy Ignace. Nilaza ny filoha Hery hoy izy fa hampihatra ny tany tan-dalàna ka resahina foana ny fodian’i dada, izay efa lalàna izany, noho izany dia ampiharo io. Misy milaza ihany koa hoy izy fa tsy raharahampirenena ny fodian’ny filoha Ravalomanana. Tsia marina izany fa tena raharahampirenena satria rehefa nanongana azy tamin’ny 2009 dia tsy nanaiky izao tontolo izao fa fanonganam-panjakana no nisy teto. Raha natao hoy izy ny fifanarahana tany Maputo , izay voalaza fa mody ny filoha Ravalomanana, dia efa lalàna iraisampirenena izany. Ny tondrozotra ihany koa dia milaza izany noho izany dia ambaranay fa tena raharahampirenena ny fodiany eto. Ny andrasana hoy izy dia ny daty hahatongavany.  Nilaza ihany koa ny filoha Hery fa aoka tsy hifanaratsy, ary tsy hanao hazalambo izy. Mangataka  ny radio misy antso an-tariby ny tenako hoy Ignace , atsaharo amin’izay ny fiampangana  ny filoha Ravalomanana tsy misy porofo fa horaisinay ho fanalabaraka imasom-bahoaka izany. Raha nahita ianareo hoy izy fa nangalatra izy dia apetraho ny fitoriana. Raha mbola maheno amin’ny radio aho hoy izy dia izahay no hitory. Aoka mba hajaina ny didy aman-dalàna. Momba ny fanendrena ny Praiminisitra dia nambarany fa ny maro an’isa aza mbola tsy fantatra akory. Ny lalàna hoyizy dia iharany daholo ianao na nandany na tsy nandany izany.

Ny Ct Rasoamalala Horace kosa dia nilaza fa niverina an-doharano ny tolona ataontsika. Mazava ny resaka hoy izy fa ny fodian’ny filoha Ravalomanana no nitolomantsika eto. Apetrantsika ho filoha foana izy na dia misy filoha vaovao voafidy aza. Noho izany dia mila resena lahatra ny olona any amin’ny fokontany ho tonga maro eto ankianja. Rehefa tonga eto ny filoha Ravalomanana dia mety ho maritoerana izany fitondrana izany  fa raha tsy izany dia ny solontenantsika any amin’ny faritra dia mitolona foana. Fampandrosoana ao anatin’ny filaminana sy fitoniana hoy Horace  izay ihany no ilain’ny vahoaka Malagasy. Mila averina eto hoy izy ireny zanaka amampara, ny zanakavana, ireny dia misy ny fampihavanana. Miainga amiko any aminao izany fampihavanana izany. Ny filoha Ravalomanana efa nilaza fa raha tonga eto dia hitsinjo ny vahoaka Malagasy, noho izany meteza isika hiombom-po amin’ny filoha Ravalomanana. Rehefa tonga eto izy dia ahita asa ny zanantsika, ary amin’izay dia hilamina isika.

45 pensées sur “ATSAHARO AMIN’IZAY NY FIAMPANGANA NY FILOHA RAVALOMANANA TSY MISY POROFO FA HORAISINAY HO FANALABARAKA IMASOM-BAHOAKA IZANY”

  1. Dia inona @ zay voalaza eo ambony eo zao ny fehezanteny manambara fa mivavaka @ dada ry zareo ry RAKOTO??????? mazava kosa ny fitakiany hatramin’ny voalohany hoe mody i dada dia izay hatramin’ny farany io; sa izay fitakiana izay no atao hoe mivavaka?????????

  2. Rakoto sy Fahamasinana : tsy nisy sy tsy misy ary tsy hisy firenena vanona eto amintsika raha tsy i President Marc ravalomanana ,hapetrako aminareo ny fanontaniana hoe : malagasy iza no hahavita ny nataon’i PMR tsy misy ary tsy hisy BASTA

  3. MBA TSY MAZAVA AMIKO MIHITSY ILAY BOIS DE ROSE SY TRACTEUR TAO IAVOLOHA AN,RAHA NANDINIKA AHO DIA BOIS DE ROSE SAIKA HO EXPORTER-NY FOZA ORANA IREO FA TARA LOATRA DIA TSY LASA INTSONY,NY MOTEURS -NA TRACTEURS NDRAY DIA TOA NAMIDINY EN PIECES HONO.MBA HIVIDIANANY FIARA MERCEDES IRAY NDRAY HONO?INY FOZAORANA INY ALOHA RAHA VAO HITANAY DIA MIREFOTRA EH,NA ETO MADAGASCAR NA ANY AN-DAFY,FA TSY SAHINAY KOSA ALOHA IZY REHEFA ANY AMINY AFOBE EH(ENFER)

  4. Iza amin’ireo foza no tsy mahafantatra ny zavatra nataon’io Fery vao io ? Dikany : Tsy hahavita na inona na inona io satria voafatotry ny namany !

    Asakasak’ireto mitady mafy an’ity fiaraha-misaosy manarapenitra ity !

  5. Aza misy taitra fa izireo ihany no hilatsaka ao anatin’ny lavaka nolavahany.
    Efa traingofoana ilay fika mirefa2 e!!tsy tafa intsony!!ho avy indray dada dia ireo no azo
    kotrehina aloha hanamborana azy koh!!dia avy eo tsy ho hita ny hanjavonan’ireo BR avy eo.

  6. Ka izay mihintsy no tsy aha-tafa ny raharaha na dia hiezaka aza ity boloky lahy.
    Sokona nifankahita kapa ireo dia tsy ho hananan’ ireo hantra akory .

  7. Izaho aloha dia tsy mazoto ny idirantsika ao @ io governemanta io. Régime tsy hateza io ary tsy hahefa na inona na inona , fa aleo tsika manaja tena fa aza tia kely sahala @ Hanta Andriamandranto sy Rolland Ravatomanga. Aleo foza daholo no hitondra dia isika mpanohitra tanteraka fa efa hoe fitondrana tsy mankaiza io . Zara raha mahavita iray taona io dia mirodana. Io zaoridira miavosa sahala @ tendrombohitra manerana ny tanana io dia ampy hampirodana io régime fery io. Manginy fotsiny ny chute libre ny Ariary miampy inflation henjana be.

    Manafaingana ny fiverenan’ny filohampirenena Marc RAVALOMANANA ny tsy fitsabahana @ io fitondrana io. Tadidio fa raha vao migadona eny Ivato ny tongotry ny fiohampirenena Marc RAVFALOMANANA dia mirodana avy hatrany io fitondrana io …ary izay ny tena révolution andrasantsika. Aleo re olona manomana io fiverenan’ny filoha io.

  8. Quand Marc Ravalomzanana rentrera :

    ==> il aura intêret à donner un grand coup de balai !

    Econduire sans ménagement tous ces pourris qui en fin de compte ne pensent qu’à ALLER A LA SOUPE ( incompétents et politiciens de très seconde zone)

    Marc Ravalomanana serait souhaitable qu’il compte sur du sang neuf : le GTT qui l’a toujours soutenu sans faille .

  9. Ny ahy dia mbola mandefa ilay fitenenana manao woe: RAVALOMANANA FOANA HATRANY AMINY FARANY ary TSY MAMADIKA MANDRAKIZAY, NA MISY INONA NA MISY INONA.

  10. ADALANY IZAY MAMADIKA PALITAO
    FA AMINY FARANY INY TSY MAINTSY MISY HAO
    FA I DADA RAVALOMANANA DIA TSY MAINTSY HO AVY
    NA HO ELA NA HO HAINGANA MIOMANA DAHOLO ISIAKA MIANAKAVY

  11. Ravalomana a été impunement « PLUME » par beaucoup trop de monde…depuis 5 ans ,
    même par Brian Currin (le « facilitateur de paix  » que ça !) , recommandé par qui ??? par des Africains à 80% achetés par la françafrique !

    Il est grand temps qu’il rentre au bercail ! Cela fait partie des accords e la C.I. , les élections l’ayant conditionné.

    Ces élections pièges à cons sont faites !

    Alors foutez nous la paix : QU’IL RENTRE maintenant !!!!!!!!!

    Il n’y a plus aucune condition qui tienne !

  12. Iza ireo maika dia maika hiarak’omana amin’ireo mbola voabaikon’ny AV7 ?

    Aoka re, mba atsaharo amin’izay ny rediredy, ary ny famahanan-dalitra sy valala ny vahoaka ê !

    Voky henan-kisoa sy hen’omby ritra ary sakafo mafilotra isan-karazany ve, dia tsy afaka mieritreritra intsony ?
    Mandevon-kanina eo ambony fandriana, dia mirevy sy mandany ny volam-bahoaka azo mora sisa ve no mba azo atao ?

    Mba diniho anie ity fanapahan-kevitra vao noraisin’ny CES ity ê ! Voadakan’io any amin’ny zaoridira io fangatahana dradrainareo io !

    Naroso ny famoahana ny voka-pifidianana solombavam-bahoaka, SATRIA TSY MAINTSY OMENA FAHAFAHAM-PO IREO MPANENJIKA SY MPIAMPANGA NY FILOHA RAVALOMANANA !!!

    Solotenan’ny vahoaka malagasy marina ve ianareo ao amin’ny Magro, ary maninona no tsy nahazo an’izay notakiana nandritr’izay dimy taona izay ?
    Inona avy ny antony ?

    Proclamation des résultats des législatives. Cérémonie avancée au jeudi 6 février 2014 !

    http://www.madagascar-tribune.com/Cérémonie-avancee-au-jeudi-6,19608.html

  13. rien dans le ventre et rien dans la tête…

    j’ai toujours pensé que pour la députation une personne avec convictions réelles vaut mieux qu’une personne vernissée de diplôme lambda(tous les jeunes sont diplomés et chomeurs) , mais sans culture ni réelle pensée politique :

    ==> c’était donner libre court aux grands assoiffés(JLR) et amateurs de soupe populaire(certains députés)

    M.Ravalomanana , trop loin pour sentir d’où vient le vent ,a été abusé

  14. marina Rakoto :

    hotry hoe ny commentaire ny Mahasahy, Nadia, Denise, JeanClaude etsetra dia mora tafita lavitra NA DIA MANOMPA LAVA ANTSIKA AZA (ompa sy teny ratsy)

  15. ô ry RAKOTO a! Avelao ry zareo samy zareo no hifandresy lahatra ao anaty tranony ao fa tena tsy mamely intsony ity site ity.

    Izaho tsy nanompa an’iza na iza, tsy naniratrira an’iza na iza fa tsy mitovy hevitra fotsiny dia voafafa ny commentaire-ko.

  16. ratosi-drà

    tu n’as rien compris

    Notre lutte ne s’arrête pas à une personne ,

    Nous luttons pour des idées , des convictions dans le seul intêret du pays et de toute la population

    et cela personne ne pourra l’arrêter

  17. Taratasy manokana soratako ho an’i Dada,

    Asa raha mba manam-potoana ihany ianao ry Dada hamakiana ny « fanohanana » sy ny « fanakianana » voasoratra eto isanandro?
    -Ny lazaina fa « fanohanana » moa dia « mifono hoditra akondro » ihany, ny tena marina dia lasa BIZNA ho an’ny mpiventy ny fodianao ny ao an-kianja ao.
    -Mba azonao sary an-tsaina ve fa mandray vola double ireo « (mody) mpanohana » anao ireo? Firifiry no mandray ny volabe omenao nefa koa mbola mandray ny vola nomen’ny foza? Nefa ny mission tsy mety vita? Satrindry zareo ihitatra izao raharaha izao, raha tsy izay dia ho tapaka fihinanana izy ireo. Raha tena tonga tokoa ianao, angaha misy vola ho raisiny intsony?
    -Manaraka izany, mba tapahako ny latabatro raha tsy hitazy seza fihinanana any @ lazaina fa Fery vaovao indray ireo, izay efa natao tamin’ny andron’ny foza.
    -Farany, manamafy ireo voalazako ambony ireo ny tenin’ ny Ct Randriamamiarizafy Ignace, izay mankato ny maha-filoha an’i Fery.. »Nilaza ny filoha Hery hoy izy fa hampihatra ny tany tan-dalàna ka resahina foana ny fodian’i dada.. »

    DADA o….MBA HENOY IHANY NY « FANANKIANANA » ataon’olona sao dia mba hahasoa anao sy ny zanakao miha-mahantra.

  18. Ny fijeriko zao dia mitovitovy hevitra daholo afa tsy iretsy parti-HVM,fa mba anontany ny tenanay.Ataovy hoe:tonga eto dago ary dada ary hiaiasa @HVM dia manahoana ny fijerinareo izay samia manao tosa-kevitra…

  19. tsy mitovitovy izany ry Andrianiaina

    Araky ny tenin’i magro reraka : betsaka ny AGENTS DOUBLES

    Plumer Ravalomanana et aller à la soupe populaire de françafrique à travers Hery

    Je suis persuadée qu’il ne COMPRENNENT MEME PAS l’action tentaculaire maffieuse de françafrique depuis 1960

    Ravalomanana seul opposant difficile pour eux est A ELIMINER quite à ACHETER SES PARTISANS !!!

    Et il y a BEAUCOUP DE PROSTITUES même chez ces députés

    Rien qu’à entendre les déclarations stupides de JLR qui ne souhaite que PARAITRE au sommet de l’ETAT

    A la base nous avions toujours dénoncé uene ERREUR DE CASTING (pourquoi avoir éliminé Naika par exemple ???)
    Naika qui a toujours payé de sa personne !!!!!!!!!
    C’est une femme de caractère que craignait le QG ????

  20. Ravalomanana « hiasa@hery »??? dia mivarotena

    Mieux vaudrait pour lui se consacrers à son entreprise : il contrubuerait au redressement effectif du pays

    Et ce serait moins déshonorant que COLLABORER

    Mais ce que tu avances là Andrianiaina est une obscénité pour les mpitolona !

  21. Commandement de la Gendarmerie Nationale : le Général Ravalomanana Richard, Commandant de la gendarmerie démissionne de ses fonctions. Selon lui, ses services prennent fin avec la transition et c’est pour cela qu’il a fait part de cette décision. Les dispositions de sécurité prises lors de la transition n’est pas pareil que l’on adopte en ce moment. En effet, sa fonction était de gérer les troubles et les manifestations politiques pendant la période transitoire. Ainsi, il cède sa place à une autre personne a-t-il souligné. Dans ce sens, il a adressé une lettre au Président de la République, Hery Rajaonarimampianina

  22. Zao ve nareo ry Magro reraka vao tonga saina?

    Tsy Ravalomanana irery no voafitaka fa ny olona ao @ Magro.
    Tsy mahatsapa ve ianao fa ohatra « animation » sy « podium » sisa ny fandraisana fitenenana ao? Mba tsy hilazako oe manao fifaninana mandaha-teny.
    Tsy mahagaga raha tsy mety mahomby ny tetika ataonareo.

    Rehefa be loatra ny mikaomandy ny sambo: tsy maintsy ho rendrika ny hiafarany.

  23. @Gloup & magro reraka (magro jamais reraka)& GBD
    tsy misy olona azo itokisana mitsy zany ao @mouvance Ra8 sy ny zanany??

  24. Randrianiaina

    Heveriko fa mizy mpitolona farany izay mendrika tokoa ao Magro

    Fa adisona ny vaorebireby hoe manam’pahaizana dia hotrorona…

    Ny fahaizana ilaina fa tsy « finalité » na « leitmotiv » ara teny tssotsska.

    Hoatra i Razily dia hitako olona farany izay mendrika mitolona aram-po sy aran-tsaina !na dia mety ho raisiny sasany hoe « folklorique »

    Hataoko fa betsaka hoatry Razily ,
    raha tsy hizany tsy nahatana dimy taona teo i Magro.

    Hiriko ho hajaina kokoa ny olona hoatr’ireny , fa tsy very aminy izay be zesta dimy minitra tsy mahavita azy fa be resaka fontsiny ,
    tSSSSSSSSSSSSSS

  25. Ho an’i GBD, satria ianao no anisan’ny mpisera efa ela indrindra, na tato izany na tao amin’ny « Topmada » taloha.

    Ataovy ao an-tsaina fa izay mampiseho an’izany tena fitiavan-tanindrazana izany, izay mba manoro na mba manome hevitra mba tsy hivilian’ny malagasy any amin’ny làlana tsy tokony ho aleha, dia NOLAZAIN’NY SASANY FA EXTREMISTA NA TERÔRISTA MIHINTSY AZA !!

    Aiza no misy firenena ahitàna an’izany ?

    A Madagascar, sont indésirables ceux qui aiment sincèrement leur pays ! Trop d’opportunistes qui profitent de manière honteuse, de la crédulité et du désespoir du peuple !

  26. KM

    tsy mampihino sy mampalahelo ho an’ireto taranaka

    je ne comprends pas cette propension à la PROSTITIUTION

    Propension à courte vue car on condamne notre pays au sous développement perpétuel toujours sous un joug néo-colonialiste et impérialiste : FRANCAFRIQUE

    Hanitra (comme beaucoup de naîfs ou opportunistes) me semble des années lumière à comprendre cela !

    Ceux qui ont une cervelle et vivent à Madagascar sont muselés ou baissent les bras toujours dans l’appréhension des pressions quotidiennes ou arrestations arbitraires

    Ce n’est pas terroriste que de dénoncer des manoeuvres dictatoriales ou autocratiques …
    =============> alors De Gaulle et mendela étaient des terroristes !

    Aung Sang SUU Kii après des années de prison pour dénoncer les dictateurs birmans est elle terroriste ?

    Le Français la portent aux nues

    Tout comme ils ont finalement porté aux nues Hamid karzaï en Afghanistan disant:
     » C’EST UN FILS DE PUTE , MAIS :
    ============================> C’est NOTRE FILS DE PUTE ! »

    Tu as tout compris KM

    Voilà pourquoi je me fierais plutôt à du sang nouveau : le GTT !
    Espérant que les plus jeunes se soucieront un peu plus de leur avenir !

    A quoi sert un avenir dans l’incertitude permanente et une société de violence permanente ??

    Françafrique ENTRETIENT CETTE SOCIETE DE VIOLENCE : un peuple meurtri ne peut s’exprimer que par de ROTAKAS EPISODIQUES

    Les rotakas étant meurtriers économiquement et le CERCLE VICIEUX SE PERPETUE !!!
    Pour le bonheur des multinationales prédatrices protégées par françafrique…

    N’étant toutefois pas dupe :
    dans toute organisation il y a et aura des opportunistes, même au GTT , mais les membres sont moins naïfs.

    N’oublions pas que la décolonisation , comme 1947,s’était préparé au quartier latin !

  27. KM

    j’ai discuté avec des compatriotes (en principe avertis!) à Nantes

    Je ne croyais pas en mes oreilles !

    abracadabrantesque disait le grand Jacques…..

    Hoy aho hoe : raha azak’izany dia ho ela vao AFAKA i Dago ….

    Tena tsy ampy tosika kely na be diploma aza !

    culture politique = zéro

    COMPREND PAS !!!!!!!!!!!!!!!!

  28. Si tu n’as rien compris, c’est que trop d’éléments durant ces cinq ans, t’ont échappés !
    La société malgache est à l’image de nos journalistes, qui viennent de se rassembler, pour fêter je ne sais pas trop quoi !
    Ils ont mangé, chanté et dansé, mais à priori, les malgaches n’ont pas pour habitude de fêter le nouvel an chinois, qui cette année est celle du cheval !
    La médiocratie, pardon la « mediacratie » comme ils disent, était au grand complet pour fêter un évènement qui m’échappe ou que je suis à mille lieues de comprendre.
    Ont-ils fêté la fin de l’ère Ravalomanana et manifester leur allégeance au nouveau président mal élu, ou est-ce qu’ils ont voulu manifester envers leurs pairs la véracité de l’adage  » qui se ressemble s’assemble’ ?

    http:://www.lanation.mg/article.php?id=9211

    Cette corporation fait partie de celles qui ont profité de cette crise, pour ne pas dire du malheur du peuple !
    Nous n’ignorons pas l’existence des « felaka », mais un de ces jours ils se souviendront peut-être de ce que c’est un vrai FELAKA !

    Pour ceux qui ne le savent pas, un « felaka » dans le langage journalistique malgache, c’est une somme d’argent que tu dois obligatoirement payer À UN JOURNALISTE pour qu’un article ou un communiqué quelque soit son contenu ou sa qualité, puisse avoir une chance d’être publié !

    J’aimerais demander à ces « vrais journalistes », de faire une petite investigation chez Air Mad ! Au sein de cette société, il y a des scoops qui valent leurs pesants d’or ou d’émeraude !

  29. « LE MALHEUR DES UNS, FERA TOUJOURS LE BONHEUR DES AUTRES » !!!!

    « LE MALHEUR DU PEUPLE MALGACHE, FERA TOUJOURS LE BONHEUR DE SES POLITICHIENS COMME DISENT CERTAINS, SI CES DERNIERS AIMENT À SE CONSIDERER COMME TELS » !!!

  30. « gateau énôoooooome » de la réconciliation hono ??? MDR

    quand on est prostitué les coups de cravaches donnent des sensations de bonheur !

  31. KM,

    Asa raha tadidin’i KM fa ny mpanao gazety no nomeko tsiny voalohany t@ ireny 2008 ireny.

    Ny marina dia isika malagasy miditsy no tsy dia tena mahalala tsara ny zavatra iainantsika. Mbola betsaka no zavatra tsy voafehintsika. Lasa babakoto mpanaraka hefa fotsiny isika. Ohatra iray lehibe dia mandraky ity ny anio mbola tsy nahita aho olona nahay nittra ny tena tokony ho voka-tsoa azo t@ 1991 iny. Mazava ho azy fa tokony ho nanamafy izany ny 2002. Saingy indrisy fa i zilibe rehefa mittra dia zavatra hafa no nolazainy. Tsy mahagaga ireny 2009 ireny.

    Toe-tsaina voazanaka androany no entina miasa. Toe-tsain’ny olona tsy sahy miady fa be vava fotsiny.
    Tsy hanonona anaran’olona aho fa mahagaga ny ankamaroan’ny mpanao gazety eto amintsika.

  32. Dimy taona izay isika no nifanerasera (virtuellement) ê ! Mandat présidentiel iray, fa mbola hihaona ihany hoy aho indray andro any !

    Nentin’ilay hoe « le secret » tao amin’ny Forum TIM, ary mba nahafinaritr’ahy ka entiko ato !

    John ASSARAF ( izany hono no niteny ) :

    « Voila le problème. La majorité des gens pensent à ce qu’ils ne veulent pas, et ils se demandent pourquoi ils n’obtiennent rien d’autre.
    La seule raison pour laquelle les gens n’ont pas ce qu’ils désirent est qu’ils pensent à ce qu’ils ne veulent pas, plutôt à ce qu’ils désirent » !

    Fa inona moa izany no tena tadiavin’ireto lazaina fa vahoaka malagasy ?? Ny ahy aloha dia fantatro ê !

  33. velléitaire ne peut prétendre combattre : haiza ny opposition birmana na sinoa ???

    Tsy misy culture politique nty marina…

    C’est triste mais lamentablement vrai …

  34. Ny fisainam-poza dia tsy hiova mihintsy ê ! Ha ha ha !!!!

    Tsy tsapan’ilay foza, fa io video io mbola manamafy izay voalazan’i Sarla rehetra !

    Tsara ianao ry foza mametraka an’io video io ato, mba ho hitan’ireto hoe mpitarika ny karazan’olona tian-dry zareo hiarahana misakafo !

    Ceci dit :
    Liberté d’expression ne veut pas dire diffamation, affirmation et accusation gratuites !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *