FILOHA RAVALOMANANA : NIARAHABA IREO DEPIOTEN’I MADAGASIKARA VAOFIDY AVY AMIN’NY MOVANSA RAVALOMANANA

dada

dadaNanatanteraka fivoriam-be tetsy amin’ny foiben’ny antoko zanak’idada teny Bel’air androany Zoma 07 Febroary ny fianakaviamben’ny movansa Ravalomanana. Nitarika izany ny lehiben’ny delegasiona Ravatomanga Roland, Me Razafimanantsoa Hanitra, Olga Ramalason, Manandafy Rakotoniriana, Guy Rivo Randrianarisoa, Benja Andriamihanta.Tazana teny an-toerana ireo mpikambana ao amin’ny Cst sy Ct teo aloha ary ireo depiote voafidy avy amin’ny movansa. Nandritra izany ihany koa no nidiran’ny filoha Ravalomanana mivantana tamin’ny antso an-tariby nanome toromarika ireo mpikambana. Taorian’ny fahanginany fotoana ele ela izay dia androany indray ny filoha Ravalomanana vao niteny. Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika hoy izy fa afaka niresaka aminareo ny tenako. Samia mieritreritra hoy izy fa mbola manana adidy sy andraikitra isika. Tsy ny movansa Ravalomanana velively no kivy fa tsy maintsy matanjaka mandrakariva isika miatrika ny fiainam-pireenna sy mandray anjara amin’ny fampandrosoana. Miarahaba amin’ny anaran’ny movansa Ravalomanana hoy izy ireo depioten’I Madagasikara vao lany teo araka ny nambaran’ny Ces.  Mahereza, ary mantajaha fa tsy maintsy mandresy isika.  Ho anareo depiote tsy lany hoy ny filoha Ravalomanana dia manantena aho fa mbola handray ny adidy ianareo ary hijoro mandrakariva amin’ny adidy masina ho an’ny firenena.

Momba ny fodiany dia nambarany fa efa nilaza taminareo aho fa aza mieritreritra ny hampody an’I dada fa mahafantatra ny tokony ataoko aho. Tsy ho ela dia ho avy aho ary tsy ho ela dia hilaza aminareo mpitarika ny ahatongavako.

Ankoatra izay dia nambarany fa mila miray hina isika fa fantatro fa ny movansa Ravalomanana dia mahay miray hina. Efa niresaka tamin’ireo vondrona Afrikana, Sadc ny tenako hoy izy ary manao ny fomba rehetra fa mila mampahery ireo vahoaka marobe ireo ianareo hampiseho izany firaisankina izany. Mino aho hoy izy fa hiray hina ianareo fa io Ravatomanga hitarika fa efa ela aho no nifanaraka taminareo ka aoka tsy hivadika amin’izany.

59 pensées sur “FILOHA RAVALOMANANA : NIARAHABA IREO DEPIOTEN’I MADAGASIKARA VAOFIDY AVY AMIN’NY MOVANSA RAVALOMANANA”

  1. Izany ka lehilahy. Na lavo im-pito aza dia im-pito ambi-fitopolo miarina hatrany, tsy mety resy. Mahereza M. Le Président. All journey has an end. Your end will be beautiful, for sure. May God richly bless you and your family!

  2. et oui Njara :

    Cela fut…….

    ……..mais nous sommes toujours enfouis dans une société de violence !

    Tout système impérialiste a besoin de faire perdurer la société de violence dans tous les pays pauvres QU’IL DEPOUILLERA TOUTES LES RESSOURCES BON MARCHE ……..

    c’est le rôle du systême FRANCAFRIQUE

    Les pays riches ont besoins de VOLER les ressources des pays pauvres
    ==> RESSOURCES IONDISPENSABLES A LEUR DEVELOPPEMENT

    Mais j’ai l’impression que l’opposition malgache ne le comprend pas :
    * nous sommes très loin du patriotisme des V.V.S. ! : nos ancêtres avaient une autre classe , une maturité politique réelle et profonde .
    * nos pseudo politiciens aiment « lasopy be sokrila »
    * leur mode de vie ,semble til pendant la « transition récente » ,avec le DJ était de s’empiffrer de Romané Conti et e chzampzagne : vautré sur des immondices , sur des montagnes d’ordures , au milieu d’un peuple de mendiants

    ===> un peuple qu’ils ont réduit à la mendicité ………

    Nous sommes très loin de sortir du sou-développement avec cet état d’esprit de nos apprentis politiciens ou dépravés tout court !

    Le peuple délirant n’a d’autre moyen de s’exprimer que par les rotakas à répétition , la violence appelle la violence…..

    Et on s’enfoncera toujours dans LE CERCKE VICIEUX DU SOUS DEVELOPPEMENT et de la misère que cela engendre.

  3. Izay leo ny kabary dia aza mihaino, izay ihany no fanafodiny – Henoy ny kabarin’ny hafa dia vita é !

    Na milofika aza, mahay miarina amim-pahendrena – Henoy avokoa izay lazain’ny olona ka izay mety aminao, ekeo, izay tsy mety mahaiza mipetraka, tsy maneso na manao teny tsy voahevitra, izay ihany no tsy mampandroso ity firenena ity. Mahaiza mitraka ary indrindra indrindra, mahaiza mijoro amin’ny hevitra tsara sy feno fahendrena.

  4. mialatsiny kely za KM & GBD fa zao vao tena namerina namaky za ka misy miantefa aty amiko ny fanontaniana
    GBD 05 fev 14 à 10h49
    tsy hevitry ny maro ny nilazako hoe:miditra ao anaty gouvernement fa hevitro io,ary mampirisika za ny @ tokony idirana ao satria strategie politikako izay(ny objectifako dia ny atongavan’i dada le pluvite possible par tout le moyen)ary tsika mahafantatra fa ny frantsay no tena atidoha t@ fanonganam-panjakana dia midika ve izany fa tsy ipetraka any ianao ary raha misy investiseurs tonga eto dago @zao fotoana izao dia tsy iasa ao ve??
    KM 05 fev 2014 à 16h16
    Ny tsy fidirana ao anaty GM fa hoe:omena ireo gadra politika ny toerana dia midika izany fa olona irresponsable izany satria ve mangalatra ny mpiaramonina @nao dia angalatra koa ianao na tsy mba hananatra sy hiteny ary hitory,satria ve nandroba ny sasany @2009 dia androba koa ianao,samy manana ny ministerany io dia aoka tsy ho ao @branche misy anao ny affaire maloto

  5. Trop naîf dada ka hamidin’ireo tarika GTS ny Hanitra ! I Zafilahy sy Manoela ary Constant ihany no mbola hatokisana !

  6. randraniaina

    la feuille de route prescrivait la participation aux élections : c’est fait !

    On passe à la suite…

    IL N’EST NULLEMENT INSCRIT que la mouvance Ravalomanana doivent « COLLABORER » (mihiditra !) avec le gouvernement adverse élu

    Tu anticipes un chantage , et réduit TOUTE VELLEITE D’OPPOSITION NORMALE à une carpette…voire à la traitrise à toutes ses convictions : MIVAROTENA !

    Ta ‘straj’espère que tu fais la différence.

  7. La bande de mafieux qui vient de dégager garde un pouvoir de nuisance, c’est un danger pour la démocratie et la paix civile.
    Je n’étais pas pour le Président nouvellement élu, mais je trouve qu’il va dans la bonne direction : le fait de ne pas vouloir, à tout prix, s’acoquiner avec les voyous mérite qu’on lui donne un coup de main dans cette difficile entreprise qu’est le redressement d’un pays laissé pour mort par 5 ans d’anarchie.

    +++++> RANDRIANIAINA /
    Hatramin’izao aloha ireo VOADAKA avy ao @ HAT dia mbola mijanona ho MPANAKORONTANA, ary Mbola atahorana ny tsy hiverenan’ny Demokrasia.
    Izaho manokana, dia TSY MBA NIFIDY VELIVELY an’i HVM, nefa kosa, amin’ny fihevrako dia tsapako ho MANDRAY NY LALANA TOKONY HO ARAHINA IZY;
    Porofon’izany, dia TOA mandà tanteraka ny hiara-hisaosy amin’ireo faikan’olona tao @ HAT izy. Ary izany toa manome aina azy, hanatanteraka ny zavatra tsapa tiany ho tanterahina : NY FANARENANA NY FIRENENA.
    Noho izany dia miray hevitra aminao aho, ny hidiran’ny Zanak’i Dada ao @ GVT.
    Lany andro amiko ny fitokisana be loatra ny Strategie apetrak’i Ra8, fa hevitra tsara ny fijerevana làlana sy lalàna vaovao.
    Toa an’i Vonifanja dia hoy aho hoe : Tsy ny fiarahana misaosy amin’ny Foza akory, no milaza fa nivadika ho foza ny olona, toy ny nataon’i Mamy Rakotoarivelo, fa ny ao an-tsainy sy ny fahaizany manao Politika no tena zavatra ialina.
    Raha mitohy mihazona ny Fitsipahany an’i TGV, sy ireo mpanolon-tsaina metis roalahy sy Rabari-njaka, dia mpomba ny fidirana ao @ GVT aho.
    Tsy misy fiarahana misaosy izany INTSONY (fa mbola hevitra aparitaka ihany izany 😉 ), fa EFA MITAKY POLITIKA VAOVAO NY VAHOAKA-TONGA SAINA :
    Anjaran’ireo omena ANDRAIKITRA hitondra ny firenena ny miady ANDRO AMAN’ALINA mba HIVELONA,( fa tsy hoe Hiverenan’ny)NY DEMOKRASIA sy ny FIANDRIANAM-PIRENENA.
    IZANY HOE MAHAIZA MISAOSY (manao politika), aza mitelina amam-bolony –
    TSIPAO NY FIHEVERANA HAT
    AVERENO NY FIANDRIANAM-PIRENENA
    VELOMY NY DEMOKRASIA.

  8. Ta stratégie est la « REDDITION EN PLEINE CAMPAGNE  »

    Contraire à tout précepte de Ravalomanana lui même.

  9. +++++> RANDRIANIAINA /
    Hatramin’izao aloha ireo VOADAKA avy ao @ HAT dia mbola mijanona ho MPANAKORONTANA, ary Mbola atahorana ny tsy hiverenan’ny Demokrasia.
    Izaho manokana, dia TSY MBA NIFIDY VELIVELY an’i HVM, nefa kosa, amin’ny fihevrako dia tsapako ho MANDRAY NY LALANA TOKONY HO ARAHINA IZY;
    Porofon’izany, dia TOA mandà tanteraka ny hiara-hisaosy amin’ireo faikan’olona tao @ HAT izy. Ary izany toa manome aina azy, hanatanteraka ny zavatra tsapa tiany ho tanterahina : NY FANARENANA NY FIRENENA.
    Noho izany dia miray hevitra aminao aho, ny hidiran’ny Zanak’i Dada ao @ GVT.
    Lany andro amiko ny fitokisana be loatra ny Strategie apetrak’i Ra8, fa hevitra tsara ny fijerevana làlana sy lalàna vaovao.
    Toa an’i Vonifanja dia hoy aho hoe : Tsy ny fiarahana misaosy amin’ny Foza akory, no milaza fa nivadika ho foza ny olona, toy ny nataon’i Mamy Rakotoarivelo, fa ny ao an-tsainy sy ny fahaizany manao Politika no tena zavatra ialina.
    Raha mitohy mihazona ny Fitsipahany an’i TGV, sy ireo mpanolon-tsaina metis roalahy sy Rabari-njaka, dia mpomba ny fidirana ao @ GVT aho.
    Tsy misy fiarahana misaosy izany INTSONY (fa mbola hevitra aparitaka ihany izany 😉 ), fa EFA MITAKY POLITIKA VAOVAO NY VAHOAKA-TONGA SAINA :
    Anjaran’ireo omena ANDRAIKITRA hitondra ny firenena ny miady ANDRO AMAN’ALINA mba HIVELONA,( fa tsy hoe Hiverenan’ny)NY DEMOKRASIA sy ny FIANDRIANAM-PIRENENA.
    IZANY HOE MAHAIZA MISAOSY (manao politika), aza mitelina amam-bolony –
    TSIPAO NY FIHEVERANA HAT
    AVERENO NY FIANDRIANAM-PIRENENA
    VELOMY NY DEMOKRASIA.

  10. Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany : I Andry Rajoelina dia tsy ho PM zany mihitsy ! Ny C.I dia tsy mila maheno ny anaran’io jiolahimboto io intsony afa tsy i Benguigui makorely !

  11. Ha ha ha !!!!! MDR !!!

    Mahay ê ! Amboary tsara ny resaka, lazao izay tianareo fa aminay ny ligne courbe tsy ho rectiligne mandrakizay !

    Na andrarahanareo Ploum Ploum ray siô aza ny foza, dia hidofaka eny ihany ny fofony ô !

    Aoka izay ny fandrebirebena fa fiainambahoaka sy ny hoavin’ny Firenena no toa lalaovinareo !

    Izay dia mahafantatra tsara an’ireo avy ao amin’ny movansa MIARA-MISAOSY AMIN’NY KARANA !!!

    Aza miresaka demôkrasia sy fiandrianam-pirenena rahatoa ka ilay fery vao no andrasanareo hanao ny marina sy hitondra soa ho an’ny malagasy !

    Lasa amin’ilay fitenenana hoe « Hiandry an’i Razaka tsy hivalana sa hamalan-kira » !
    MDR !!!!

  12. Raha ny fahitako azy, dia azo isaina amin’ny ratsan-tànana iray sisa ny tena mbola hoe MPIARO NY ARA-DALÀNA ato !

    Mampalahelo !

  13. TAZONY NY PLOUM PLOUM HO ANAREO efa zatra azy !
    Na foza izy tsia, rehefa tsapa ho misy fiovàna dia ny Imbecile ihany no tsy miova hevitra hoy ianareo naman’ny vazah e !
    Tsy misy mampalahelo fa « lu chiens aboient, la caravane avance !
    Fa kosa raha vao miova famindra ry HVM, dia avy izahay amin’ny angady sy harona !
    à Mdr, Mdr ihany ! atao ahoana e !

  14. Adinoko fa ilay sary tokoa ry GBD tena tsy actuelle intsony, fa mbola misy GTT ilay izy, izany hoe T@GTT nandeha tany Jobourg. Sary lany andro ! MdR

  15. Njara et Randrianiaina

    nous ne sommes plus en période de transition : évoquer une collaboration dans un gouvernement QUI N’EST PAS DE COALITION est un NON-SENS .

    Une coalition se fait en période de crise : que cela se soit fait AVANT DECEMBRE 2009 je l’aurais conçu.

    maintenant il est de la RESPONSABILITE PERSONNELLE D’UN GOUVERNEMENT ELU légalement , même si ce n’est pas légitimement ( sur fond de fraude avérée)de redresser le pays.
    Un pays démoli par la crise par un gouvernement transitoire PUTCHISTE dont Hery partageait les points de vue (ANTI DEMOCRATIQUES ET DICTATORIAUX)justement EN COLLABORANT en tant que ministre des finances !!!!!!!!

    En citoyen responsable et patriote l’opposition a le DEVOIR de jouer un rôle d’OPPOSITION CONSTRUCTIVE , c’est la REGLE DEMOCRATIQUE ,si on s’y accroche A MINIMA !

    ==> cela ne signifie pas « entrer , ni collaborer » avec ce gouvernement.

    Njara : veloma ny demokrasia est signe de lassitude et d’abandon

    dans TOUTE L’HISTOIRE SOCIO-POLITIQUE DU MONDE ENTIER : la liberté et la démocratie ont toujours fait l’objet de lutte acharnée …les caïmans ne lachent jamais leur proie

    ==> la BIRMANIE commence à se relacher de TRENTE ANS DE CRISE , Aung sang Suui Ky a fait des années de prison pour lutter
    ==> Mendela plus de 20 ans
    ==> le Viet Nam a subi 30 ans de guerre pour sa liberté
    ==> l’Algérie : guerre meurtrière pour sortir de la colonosation

    ===========> et nous nopus accepterions , aiderions et bénirons un président élu et aidé par françafrique (ex colonisateur caméléonisé)
    Hery est « PLACE » à la tête de Madagascar tout comme TSIRANANA !

    Après 5 ans (seulement par rapport à beaucoup) on baisserait les bras ????

    Ni disons pas adieu la démocratie car c’est vendre notre pays , nos femmes et enfants , prostituer nos compatriotes pour toujours …..

    Ceux qui ont la chance de s’exprimer sur le net sont les seuls qui peuvent encore aider nos compatriotes par des infos auqsuelles ils n’ont pas toujours accès : le journaux malgaches ne sont que des torchons à lire de travers !

  16. Njara
    Hery est « placé » par françafrique comme Tsiranana

    La démocratie n’est JAMAIS VENUE TOUTE SEULE nulle part ,
    de toute l’histoire de l’humanité
    * trente ans de lutte contre la dictature birmane
    * 30 ans de guerre d’Indochiner
    * guerre d’Algérie

    si on a peur ou si fatigue après seulement 5 ans de DJ et continuation avec son porte-flingue Hery :

    ===> inutile de parler démocratie

    d’ailleurs je vais intervenir a minima : marre de voir mes posts éliminés lorsqu’els sont trop explicites ou dérangeants.

    PAUVRE MADAGASCAR à la dérive pour toujours ,
    dans peu d’année comme Haïti et sa succession de CORROMPUS au pouvoir !

  17. Njara

    je pense qu’Andrianiaina et btoi confondez le temps et la circonstance:

    * le gvt de Hery est légal , sans réelle légitimité(fraude)
    ==> à ce titre il aura la PLEINE RESPONSABILITE DE SON ACTION
    * collaborer avec ce gouvernement signifie : pertager aussi les CONSEQUENCES des actions !

    =======> le peuple n’y comprendra plus RIEN
    ========> collaborer c’est AVALER SON CHAPEAU et TOUTES SES CONVICTIONS
    ==========> donc avoir aussi MENTI ALORS pendant ces 5 ans de lutte ???
    ===========> le peuple aura à s’exprimer sur quoi dans 5 ans ???
    entre menteur et menteur et demi ?

    C’est vraiment INDIGNE D’UNE OPPOSITION QUI SE RESPECTE

    En Angleterre l’opposition a un statut constitutionnel : le « CABINET SHADOW » qui construit , apporte idée ou désapprobation et non SE CONSTITUER EN CARPETTE

    C’est cela la DEMOCRATIE : l’expression honorable de la civersité citoyenne.

  18. Tiré de MIDI MADAGASCAR – Jeudi 8 Mai 2008

    POUR UNE CULTURE DE LA COMPTABILITE

    Contribuer au développement de la culture de la comptabilité. C’est l’un des objectifs visés par les « Journées de la profession comptable, des normes internationales d’information financière et d’audit » les 19, 20 et 21 mai prochains à l’Hôtel Carlton.
    Organisé par le Conseil Supérieur de la Comptabilité (CSC*) et l’Ordre des Experts Comptables et Financiers de madagascar, cet évènement vise également à renforcer la compréhension du public en général et des professionnels de la comptabilité en particulier, sur les normes internationales d’information financière et d’audit.
    Mais les jeunes ne seront pas en reste puisqu’ils auront droit à des séances sur l’environnement de la profession comptable. On assistera également à des conférences sur des thèmes d’actualité comme la restitution des résultats de l’enquête d’évaluation de l’application du PCG 2005 et des documents d’accompagnement. Ou encore la présentation du projet « Reviw on the observance of standards and codes » ROSC qui est un OUTIL D’EVALUATION DE LA VULNERABILITE DU SECTEUR FINANCIER D’UN PAYS.
    L’évènement sera une occasion de mieux découvrir le CSC et l’OECFM.
    D’éminents experts internationaux, comme Jean-Pierre-Alix, « Président » du Président de Conseil Supérieur de l’ordre des Experts Comptables (CSOEC) de France ; ou encore François Méchin, expert de la Fédération Internationale des Experts Comptables Francophones (FIDEF), seront présents à ces journées. À découvrir.
    R. Edmond

    * CSC : À ne pas confondre avec le CSC du docteur, et source de nos malheurs actuellement.

    N.B.
    CSC, représenté par son SG, Mme Ramalina ( mifehy hazo tokana ???) Victorine.
    OECFM, représenté par son « Président », Mr Hery Martial Rajaonarimampianina.

    Mahay hoy aho ireto lazaina fa « pros » ireto !

    Ny avocats sy ny magistrats tena mahay mampihatra Lalàna !
    Ny experts comptables indray kosa, mahay mamboamboatra kaontim-bola, indrindra rehefa havànana amin’izany hoe ROSC izany !

    Mbola hiverina, fa mba dinidiniho kely izay voasoratra ô !

  19. Njara
    fantatra izao fa ing Andry no mila ailika eo @ tontolon’ny politika eto M/kara,ka sarotra be ny aniliana an’io olona raha tsy tonga i dada
    1-mila tonga eto dago plus vite possible alo dada,ary ny politikan’i dada tsy hoe lany andro fa mila relève
    oh:efa depute ing Guy Rivo dia aleo aloha izy hitazona izay andraikitra nametrahan’ny vahoaka az’izay.
    2-mila ravahina ny Antenimiera-pirenena,vao nijoro teo,izay mataotra an’izay dia tsy matoky valeur ary mety ho nangala-bato
    GDB
    atreto aloha dia mbola manakaiky kely ny analiziko ny toe-draharaha,ary aza miantehatra @feuille de route izany ianao,fa afaka 2ans dia ho lany daty izany ary izay no nitenenako hoe:2016 dada mody rehefa dila io dia afohizo,fa rehefa tsy vita talohan’ny fifidianana izany dia miankina @president initiativany
    KM
    Mila miditra ao anaty GM isika mba andraisan-tsika anjara @fampandrosoana mba tsy afaty momoka ny efa natomboka

  20. « C’est cela la DEMOCRATIE : l’expression honorable de la civersité citoyenne »

    Et donc, rehafa tsy mitovy hevitra amin’ireo MITABATABA hoe mpanaraka ny ARA-DALANA ireo dia hoe TSY MBA MPANARA-DALANA ve ?

    La democratie, c’est aussi, la liberte d’expression pour tous, et chacun(e) son mode de fonctionnement. Une opposition peut tres bien etre de même avis que les dirigeants’ou ce que l’on pense etre des dirigeants).

    De toute façon, misy vao miteny eto dia ploum ploum no mivoaka ny vavany, efa zatra niosotra tao angamba, na koa miara-belona @ andevo, ka nifindran’ny fomba fisainany.
    Comme je l’avais dit, avant, ela nandeferana ireo , ka mifototra izao ny baikon-drambony. Toy izany anie ityon jeneral be kitana itony e ! Ny fiantsoana ireo Jeneraly ke kitana ireo hoy mada-tribune dia « Etoiles filantes » sans commentaire ! MdR
    – Tohizo ny hevitra ry GBD a ! Ny tsy fitovizana hevitra tsy maintsy misy, izay mihevitra ho mpampianatra aleo izy hanao izay tinay, fa ny an’ny tena ihany no mandina e! Avelao koa hano censure izay manao, fa ny zétéploum ploum tsy misy hilàna azy intsony. Mpijapy train ireny.

  21. GDB
    tsy mety ilay fomba fijeri-tsika raha mba maneo hevitra izahay dia tsy hoe akory mitsipaka ny ara-dalana,ary raha tsy miasa isika miditra anaty rafitra iray tsy hanana plan de developpement isika,ary na ny fahalalan-tsika aza tsy mitombo ary mbola apetro hoe:rehefa isika ve no miteny dia ho alleloia fa rehefa ny hafa dia tsy izy,toritenin’i pasteur io izay mety mahasoa raiso
    Ary ny politika dia izao « Je »aloha vao « Tu »oh:raha nahazo ar100 ny mpitondra roa samy hafa,ny hany iray ar10 nomeny ny vahoaka ny an’ny iray ar10 no nalainy izany hoe samy mihinana fa ny fomba fihinana no tsy mitovy izay no atao hoe: »ESPRIT GAGNANT GAGNANT »ary mpandainga izay milaza ny ho eo ka tsy hinana,eo @zay no ahitana ilay hoe:bonne gouvernance,ary atreto na ny tany aloha na ny tato afara dia mbola hafa ihany i DADA e!

  22. Randrianiaina

    esprit « gagnant gagnant » est une vision simplement comptable , rien à voir en politique.

    En politique : faire IMMERSION SOUS LES FLOTS DE L’ADVERSAIRE signifie ACCEPTER SON SUICIDE POLITIQUE !

    Rappelez vous la méthode Sarkozy : TUER L’OPPOSITION EN ABSORBANT LE MAXIMUM DE SES MEMBRES :

    ==> EN ACHETANT Kouchner , Besson, Hirsch etc au gouvernement…pour mieux les TUER POLITIQUEMENT !
    Ils étaient réduits à être des PANTINS GAVES DE PETITS FOURS dans les réceptions ,réduits à FERMER LEURS GUEULES .

    C’est classique et je ne souhaite pas pour mon pays des dirigeants marchant d’un même pas …de l’oie !

    la feuille de route étazit un diktat , même ce diktat ne demandait pas à Ravalomanana DE SE PROSTITUER en entrant dans le gouvernement des néo-foza !
    ==> PERPETUER LA REPUBLIQUE BANANIERE ET SES BIZZNA

    Entrons dans la danse c’est rester petits esclaves soumis de la françafrique…depuis 1960 après Tsiranana , Hery : tsiranana bis corvéable à merci pour la françafrique.

    Un peu de nerf que diable !

    Nous essayons de lutter pour une idée précise : la DEMOCRATIE seule garante de stabilité économique et sociale POUR LE PEUPLE .

    On peut s’énerver mais garder la tête froide.

  23. randrianiaina « mihiditra bma andray angraikitra ??????????? »

    Aza dia tsotsotra laotra isika

    Entrer = collaborer = FAIRE IMMERSION ===> DISPARAITRE en signant son SUICIDE POLITIQUE

    Car c’est un partage de respoçnsabilité ex ;
    ==> gracier tous les vols et les fraudes !!!!!!!!!

    Je ne suis pas sûre que vous compreniez l’INCONGRUITE D’UNE COLLABORATION quand on prétend faire de l’opposition

    C’est simplet de vouloir croire que nous pourrions changer quoi que soit de l’intérieur !!!

    « AU GOUVERNEMENT ON FERME SA GUEULE OU ON LE QUITE » disait Chevènement

    Pourquoi y entrer ??????????

    ==> tout est vu d’avance : PREVISIBLE comme le nez au milieu du visage
    ==> RESPECTEZ L’ESPOIR DE DEMOCRATIE DU PEUPLE
    ==> dans 5 ans le peuple est assez adulte pour faire son choix électoral : donnez lui ce choix , sans le gaver de retournements d’opinion peu admissibles .

    C’est baisser les bras de lassitude et nous n’en avons honnêtement pas le droit .

    Je refuse de laisser le peuple dire : TOUS POURRIS, TOUS LES MEMES , autant leur donner un poignard pour se faire harakiri et on n’en parle plus

    Mort et enterré le peuple serait plus heureux , heureux de ne plus souffrir , heureux de ne pas être cocufié.

  24. KM

    la comptabilité N’EST QU’UN INSTRUMENT de gestion , même pas de management…

    On ne va quand même pas donner à la compta une importance qu’elle n’a pas !

    Il faut pour un bon management des aptitudes juridiques ,des aptitudes financières , des aptitudes stratégiques , des aptitudes managériales en bref avoir une capacité d’analyse du passé et UNE CAPACITE DE VISION A LONG TERME POUR L’AVENIR de plus pour gouverner…..

    PFFFFFFFFFFFF pour la tablette chinoise qui a pourtant fait ses preuves , on zappe !

    Pour commencer que Tsiranana-BIS ou Boloky 1° fasse preuve de bonne composition en :

    1 assurant immédiatement le retour de Ravalomanana

    2) EN LIBERANT DE SUITE tous les PRISONNIERS POLITIQUES

    3) En ENGAGEANT LA POURSUITE DES FAITS DE CORRUPTIONS perpétrés pêndant ces cinq ans

    CHICHE HERY LE MAL ELU ?????????????????

    MDR

  25. tohozo ny zonareo fa mandreraka mamerina lava « évidence » tsy hazo…

    manpalahelo ny malagasy mpiraitanindrazana…

    fa anjaray koa misaina kokoa

    tehefa reraka kahotra ny saina dia aza taitra ny hiverenany DJ malalanareo !

    misy koa angamba ny fitiavana masosista !

    AKORY ATAO !

  26. Dans le temps, les malgaches disaient que les etoiles filantes etaient signes de mauvaise augure, difficile à croire, mais ça laisse un peu pensif maintenant!!!
    Tsy haiko anao zaingy Randrianiaina, fa zaho kôsa tsy mi-sery an’i Jorery ka !
    GBD : On peut s’énerver mais garder la tête froide. 😉

  27. HIHI

    OUI , la tête froide je dis à Randrianiaina :

    1) en tant qu’opposition entrer dans un gouvernement dont on déteste les méthodes et les pensées françafricaines (fraudes +++ pour être au pouvoir AU SOLDE DE L’EX COLONOSATEUR toujours présent en Afrique à travers la FRANCAFRIQUE qui financent ou soutient TOUS LES PUTCHS de l’ex empire colonial français

    2) LA LEGALITE OU NON n’a rien à voir dans l’affaire :
    Il y eut des fraudes QU’UNE JUSTICE VENDUE A RAJOELINA refusait d’admettre pour la présidentielle.
    Le système et pourri mais JURIDIQUEMENT la chose est jugée !
    Hery est élu LEGALEMENT BIEN QUE CE SOIT DANS UN SYSTEME MAFIEUX de RE¨PUBLIQUE BANANIERE

    3) entrer dans un gouvernement de Hery c’est
    ====> donner sa bénédiction à tout ce système maffieux de république bananière
    ====> POLITIQUEMENT C’est :
    * dire comme JLR qu’après tout il n’y eut pas de fraude ,
    tellement le gateau est bon
    * JLR peut après tout RETOURNER SA VESTE n’étant pas de la mouvance !
    * mais POUR la MOUVANCE c’est vraiment COLLABORER EN RENIANT TOUT
    CE QU’ELLE A ENCORE DE RAVALOMANANISTE
    ====> Tu TROMPERAIS et DEGOUTERAIS tous ceux qui depuis 2009 se spnt battus contre
    l’arbitraire
    ET TU LEUR DIRAIS AMEN ?????????

    (absolution sans confession ????)

    Enter dans ce gouvernement c’est SIGNER L’ARRET DE MORT POLITIQUE DE RAVALOMANANA

    Sans Ravalomana qui aurait on ???

    Avec un minimum d’impact politique au niveau national , la vie de l’opposition sera belle
    à choisir entre :

    * Pierrot Rajaonarivelo ?
    * Roland Ratsiraka ?

    Est ce que tu y penses ????

    Ou bien qu’il s’agisse tout simplement de lasopy aminy sokrila ,

    ce sera sans moi qui espèrerais alors , mais seulement alors en Naika ou Vital ou même Yvette Sylla , puisque Ravalomanana aurait été sacrifié par ses propres partisans

    Il y aura bien d’autres sites plus intelligents !

    BY BY

    qui vivra verra dans 5 ans Magro voterait alors pour Rajoelina à cette allure …
    BRAVOOOOOOOO

  28. Ha ha ha ! Araky ny fitenin-dry zalahy, dangitra be anaha izany fo ry Njara â ?

    Tohano re rehefa mahafinaritra anareo ê ! Aza adino fa aminay, ireo tohananareo dia lo sy mantsina ary Ingahy Ravalomanana dia mahafantatra tsara ny nataon’ny rehetra !

    Raha fantatrareo tsara ireo olona ireo, anontanio hoe : Iza ireo olona roa nitoka-moon tany Maputo, rahatoa ka ny rehetra niray hôtely daholo ? Fa resak’inona no voatery tsy maintsy natao tany ambadibadika tany ?

    Signes de mauvaise augure ny « étoiles filantes » ho an’ny malagasy ?

    Tsy mahagaga raha ny tsara sy mahafinaritra ho an’ny rehetra no lazaina fa ratsy, satria efa zatra mandray ny ratsy ho tsara ! Hita taratra amin’ny fomba fanohananareo an’ireto mpanongana sy ireo mpanotron’azy izany, amin’izao fotoana !

    Ao anaty haizim-pito ny firenena, ary mijaly ny vahoaka fa lazain’ny sasany fa izay no ‘njara !

    Soava tsarà ary mazotoa omana ê !

    Ny GTT ploum ploum araky ny filazanareo azy tsy hiova, fa mitaky sy miaro ny fahamarinana lalan-dàva !
    Ny tantara no hitsara hoy ilay olona iray izay !

  29. ilay malagasy aloha dia be resaka fotsiny, miseho mahalala sy mahay zavatra daholo fa raha ny résultat dia boribory hatramin’izay.
    izahay tsy te-hahalala fa miandry hetsika.
    avelao amin’izay ny théorie dia alefaso ny pratique.

  30. Tsy misy hetsika izany intsony eo ry elas â ! Fiharahana sy firaisana no leitmotiv, ka dia hetsaka manarapenitra izao no andrasan’ny sasany !

    Ny gadra paolitika tsy navoaka, ny haino aman-jery tsy nisoktra, ary ny Filoha Ravalomanana tsy avela mody ! Ny AV7 no mbola tena omena voninahitra !

    Fa nahoana ? Mba tsara ho dinihin’ny rehetra ity post nalefan’ity olona ity tao amin’ny Madagascar-Tribune, ary mitovy hevitr’amiko !! Ny adinony fotsiny dia ireo rehetra izay namoy ny ainy nandritr’izay dimy taona izay, vokatry ny asa ratsin’ny mpanongana !

    « L’association AV7 a obtenu l’autorisation de célébrer la marche sur Ambohitsirohitra qui a permis l’avènement du régime de transition.
    Au risque de choquer les personnes bien pensantes de ce forum, je dirai que les AV7 ont la lourde responsabilité d’avoir fait basculer le pays dans le banditisme pendant 5 ans, et il faudra des années pour s’en relever. Les émeutiers ne sont pas des héros, d’autant que les « survivants » avouent sans aucun regrets avoir « permis l’avènement » du régime de grand banditisme de la la hat.
    Vraiment pas de quoi être fiers !
    Quand et qui rendra-t-on justice aux centaines de milliers de malgaches qui ont perdu leur emploi, leur gagne-pain, leur entreprise à cause de ces émeutiers déchaînés ?
    Vous voulez pleurer ? Pleurez sur vos millions d’enfants qui ne sont plus scolarisés à cause de ce putsch et qui n’ont pour tout horizon que la misère et l’esclavage qui ne dit pas son nom ».

    8 février 9:40, par Paulo Il leone

    http://www.madagascar-tribune.com/Andry-Rajoelina-et-partenaires,19628.html

  31. Ailleurs, on parle même de martyrs !


    « Contre une ‘bouché’ de pain sec et une risible somme d’argent, les figurants d’un soulèvement populiste se mettent en place, narguent et défient les autorités. Résultats, LES DIRIGEANTS REAGISSENT MAL ET LE SANG DES PAUVRES COULE SOUS LES OBJECTIFS DES CAMERA DES CHAÎNES DE TELEVISIONS, l’opinion mondiale s’en émeut et on change de régime ».

    http://www.lanation.mg/article.phpid=9326

    Les dirigeants réagissent mal ?? Ils auraient dû faire quoi ?

  32. ni conviction , ni ténacité , ni AUCUNE CULTURE POLITIQUE avec des gouvernants à la solde de françafrique

    Soit la légalité enrobé de bonne merde à perpétuité

    Voilà ce que l’on laisse faire pour notre patrie

    Sur topmada j’avais un jour comparé notre peuple aus SAZMOANS du Pacifique , si pacifiques qu’ils crêvent dans leur misère mentale et économique et TOUJOURS gavés de coca cola !

    Très heureux de crever un coca cola à la main , sans s’apercevoir qu’ils meurent à petit feu .

    Nous sommes bien cousins , avec la MEME MENTALITE : BARANAHANA ! TSY MISAINA !

    Pour les compatriotes qui ont encore envie de vivre en réfléchissant , je me permets de conseiller la lecture de :

    1) »minerais stratégiques , enjeux africains » d’Apoli Bertrand Kameni édition PUF 22E

    2) »la richesse cachée des nations » de Gabriel Zucman éditions Seuil 11,80 euros

    Madagascar est et sera dans la tourmente avec la françafrique et COLLABORER est la pire des conneries.

    Et mille mercis encore et mes respects à Ravalomanana qui l’a compris .
    Et cela quelles que soient les critiques qui aient été pu lui être adressées.
    C’est du nationalisme et non un culte de la personnalité.

  33. suite à commentaire CENSUREE

    je réécris quand même le conseil de deux livres qui font bien comprendre pourquoi nous vivons la tourmente françafricaine (référen,cés par LEMONDE )

    1) »richesse cachée des nations » de Gabriel Zucman (éditions du seuil 11,80 E

    2) »minerais stratégiques , enjeux africains  » d’Apoli Bertrand Kameni
    (éditions PUF , 22 euros)

    Bonne lecture à ceux qui refusent de rester cons…

    à moins de modération encore sur ce site où les intervenants deviennent rares…

  34. Mankasitraka an’i ELAS nandef le video f tena mahatonga saina tkoa. Ref ny vahiny manko no miteny d otrany oe marina @ gasy ka tsar aparitak io video io mba ahatonga saina ny olon mbola manaiky rebirebeny ireo mpanaradia @ Andry Rajoelina.

  35. rehefa maditra ny zaza ka tsy viasazy ny ray aman-dreniny dia tsy tana intsony rehefa lehibe, lasa bandit.
    rehefa tsy voasazy ny mpangalatra atody dia lasa mpangalatra omby.
    rehefa tsy voampanga sy voatsara ny mpitondra fanjakana manodinkodina dia mandrovi-tsiha mamdra-maty.
    Noho izany dia rehefa tsy misy hetsika dia veloma mamdra-pihaona daholo , any an-danitra mifankahita

  36. …Momba ny fodiany dia nambarany fa efa nilaza taminareo aho fa AZA MIERITRERITRA NY HAMPODY AN’I DADA fa mahafantatra ny tokony ataoko aho…

    Mazava be io tenin’i Dada io. Fantany fa ho maro ny olona hilaza fa raha tsy noho izy dia tsy tafody i Dada: ny mpila ranondranony sy zatra mpitady toerana io.

  37. Président Hery-nareo izany ry RANDRIANIAINA dia olona tsy afaka mamindra tongotra, fa olon-kafa no mibata ny tongony roa ! Ny sandriny sy ny tanany roa koa dia torak’izany !

  38. Fanontaniana hafa mihitsy. Naverina t@ toerany moa izany ilay tsangambato 7/02 no tena maruna satria toa samy nametraka voninkazo teny na rajoelina na i monja…?

  39. RAHA RAVALOMANANA NO NITONDRA TEO HATRIZAY , OHATR IZAO ISIKA EFA SUPER DRAGO DE L OCEAN INDIEN. IZAO ISIKA AIZA? AO ANATY ZAORIDIRA MIARAKA AMIN I FERY VAOVAO. LE PLUS PAUVRE DU MONDE E!!!!

  40. @nareo reo moa zany ry KM & GDB filoha RAVALOMANANA tsy efa te hody mafy dia mafy tsy zarany ary ve mody androany dia androany,fa saingy tsy afamanaotra fa na mbola misy mibaiko aza ny tanany 2 sy ny tongony dia mbola miankina @ president Hery foana io mbola ao ny feo ny fieritreretany
    tsika efa tsapako hoe:tsy afa-mandinika intsony fa efa lasa culte de personne ka lasa mandreraka be nefa politika no atao

  41. Randrianiaina

    avec hery le francafricain

    ce sera prenant prenant et non gagnant gaqgnant

    diso ny petsapetsa….

    tsy misy culte de la personalite zany ….fa politika mazava………….

  42. Asa na post vaovao io anao io ry Malagasy Misaina fa toa efa nahita an’io resaka super dragon io ny tenako ; ary dia nilaza aho fa io zavatra resahanao io no tena anisan’ny nanongànan’ny sasany an’Ingahy Ravalomanana.
    Tsy zakan’ny sasany ny mahita an’izany hoe madagasikara mandroso izany ê !
    Ny malagasy mpanohana sy mpamadika moa dia eny ihany, ary dia madio ivelany tahaky ny vorom-potsy na toy ny fasana !

    Ity izao mba misy fanontaniana apetrako aminao ry RANDRIANIAINA : Rahoviana ihany ilay Fery vao no hanendry an’izay ho praiministra ? Nahoana no mitarazoka be tahak’izao ny raharaha ?

    Tsy azo ilay hoe « culte de personne ». Culte amin’iza ?

    Paolitika ? Tena resaka paolitika ve ny fivarontan-tena ? Fantatray daholo anie ireo « depiote voafidim-bahoaka ary voavidin’ny sasany » satria maro dia maro ireo miandry na mitady fanohanana ê !
    Misy aza avy ao amin’ny movansa Ravalomanana toa mitonantonnana any amin’ny foza mihintsy !
    Izany ve ny resaka paolitika tianareo ho resahina eto ? Hoe Rahanona dia vonona ny hanohana an-dRahanona satria nanome vola bebe kokoa ?

    tsy hisy raharaha ho vanona eo rahatoa ka mbola ny MAPAR sy ny AV7, ary ny foza rehetra no MIBAIKO an’io Fery vao io ! Mahafantatra ny kilemany daholo ireo !

    Feon’ny fieritreretany ? Mino marina ve ianao fa mbola mitoetra ao amin’io olona io izany feon’ny fieritreretana izany ? Nahoana no nodikàny in-dimam-polo ny Lalàna sy ny Tondrozotra raha kely indrindra ?

    Raha tao aminy izany feon’ny fieritreretana izany, nahoana no :
    – tsy nametra-pialàna izy tao amin’ny Air Mad, amin’ny maha PCA ny tenany ?
    – ny orin’asany, no « nasaina » nikarakara ny kaontim-bolan’ny Air-Mad ?
    – no tsy nokarakaraina tsara ny fitantanana an’io Air mad io, fa dia ny bizina no natao laharam-pahameana ( fividianana Airbus ohatra, izay fandikàna be ny tondrozotra ) ?
    – nafenina atramin’izao ny bilan-n’ny Air Mad 2012 (2014 isika izao), kanefa ny tena dia hoe Filohan’ny fikambanan’ny Experts comptables ?
    – niara-niray tsikomba tamin’ny afera Tozzi Green ?
    – amin’ny maha ministry ny fitantanam-bola ny tenany taloha, no tsy mazava ny fanondranana volamena ( 0 gr exporté hoe tamin’ny 2013 ) izay nolazaina fa ny Banky foibe no mikarakara an’izany ?
    – tsy lazainy amin’ny vahoaka malagasy ny fiavin’ireo vola 30 millions de dollars na mihaotra, nentiny nanaovana praopagandy ( HVM toa antoko tsy misy mpikambana firy akory mantsy, ary na kandidà iray aza tsy nisy tamin’ny fifidianana depiote ) ?
    – ….

    Ny hoavin’io Firenena io amin’ny lafiny rehetra no tena mampalahelo anay (ahy indrindra indrindra), fa tsy misy culte de personne araky ny voalazanao izany eo !

    Ny zava-misy amin’izao fotoana, dia fanadiovana ny heloka ratsy nataon’ny sasany nandritr’izay dimy taona izay, fa….ny fanamelohana an’ny Filoha Ravalomanana dia hamafisin’ny sasany andro aman’alina !
    Porofon’izany ireny teny Ambohitsirohitra, tamin’ny zoma ireny !
    Fantany tsara koa, fa tsy misy « tena mitolona » momban’izany famerenan’azy izany, ny ao anatin’ny Movansa izay mitondra ny anarany ! Resaka be fotsiny !

    Mba vakio kely aloha itony, satria ny mitady toerana izao no manahirana ny sain’ny sasany. Fakafakao dia mba ho hitanao ihany angamba ny ho tena fandehany !

    http://www.madagascar-tribune.com/Une-short-list-avec-Kolo-Roger-et,19636.html

  43. JAMAIS JAMAIS JAMAIS !!!!!!!!!!!!!!!

    Jamais Madagascar ne sortirait du sous – développement tant qu’il est sous la coupe de FRANCAFRIQUE

    Ce n’est pas une affaire de personne , mais une affaire de système bien rodé dans toute l’AFRIQUE POST COLONIALE FRANCAISE depuis 1960

    Focart disait : » on leur donne l’indépendance mais TOUT SERA CXOMME AVANT ! »

    C’est à dire :

    ==> la soumission politique sera assurée en mettant à la tête du pays un homme A LA SOLDE DE LA FRANCE

    ==> si le pays résiste ON ORGANISER UN PUTCH pour faire tomber les insoumis

    ==> en maintenant ces pays dans la MISERE ET L’IGNORANCE , C.A.D. dans la violence intellectuelle et sociétale : ON MAITRISE TOUT

    ==> ce système ASSURE A LA FRANCE LES RESSOURCES NECESSAIRES A SON DEVELOPPEMENT (uranium, aluminium, titane …bientôt pétrole et gaz !!!!)

    ===========> je suis très déçue d’entendre un intellectuel comme MAURICE BERANTO (architecte) oser parler de marche vers la démocratie
    ===========> je suis très déçue RIRI que tu sois si inculte en matière politique : bon sans ouvre les yeux , les oreilles, lis, informe toi , soigne tes neurones !

    * RIRI , même si le droit et la science politique ne relèvent pas de ton domaine : tu peux acquérir une culture plus décente !!!!!!!!!!!!

  44. Ary toa tezitra be amin’i Mômô izato ianao ry GBD ???
    Izao fotsiny ê ! Mba asaivo anontanian’i lery kely an’i « Sabi » ( fantatrao koa raha tsy diso aho) izay mahafantatra tsara ny Air Mad, ny zavatra rehetra mahakasika an’io lazaina fa filoha vaovao, ary « voafidim-bahoaka  » io !

    Zavatra hafa indray !

    Tena hihino mihintsy aho raha misy miteny indray andro any, fa ireto mpanongam-panjakàna ireto dia olona mpanao ratsy efa maty, ary ratsy « karma » !
    Voasazy any ka lasa biby, fa ny olana dia mbola manohy ny ratsy efa vitany ! Eo ireo fozaorana mpanimba zavatra, dia eo koa ireo lasa voalavo mifaly amin’ny zaoridira izay mameno an’Antaninarivo amin’izao fotoana. Ny mampalahelo dia ireto tsy menatra akory lasa akolahy (iraky ny frantsay hono ry zareo), ary faly mandidy mihirahira ao anatin’ny diky !

    Misy foza sy voalavo, hirak’ireto akolahy ato. Mdr !

    http://blogs.mediapart.fr/blog/philippe-divay/16213/le-coq-est-le-seul-animal-capable-de-chanter-les-pieds-dans-la-merde

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *