HILARION : NY FARANY AMINTSIKA DIA NY FAHATONGAVAN’NY FILOHA RAVALOMANANA

IMG_0189

IMG_0189Ny zavatra rehetra ataonao hoy ny ct teo aloha Rarison Hilarion androany teny amin’ny Magro Behoririka dia misy farany ka ny farany amintsika dia ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana. Ny miaraka amin-dRajoelina hoy izy dia mitabataba amin’ny radio sy tele alina, toa an-dry Augustin Andriamananoro. Nanantena ny handresy lahatra ny vahoaka kanefa tsynampoiziny ny nahita ny movansa Ravalomanana  teny Ambohitsorohitra. Vokatry ny nataontsika tamin’ny Sabotsy hoy izy dia resy lahatra ireo depiote 95 fa matanjaka ny movansa Ravalomanana. Mety amintsika hoy izy ny fanolorana an’i Jules Etienne ho Praiminisitra. Ny manahirana ny Mapar dia ny zavamisy ao Tsimbazaza. Ny niafarany dia nandainga Rachristine. Matoa nivondrona hoy Hilarion dia misy sonia natao ka tena marina iny isa 95 iny, midika izany fa Jules Etienne no praiminisitra. Izay miady hevitra amin’izany hoy izy dia olona adala. Heverin-dRajoelina fa mbola tamin’ny tetezamita ihany ka hanao izay tiany atao izy. Efa mivorivory any ny ekipany fa hanatitra an’i Haja Resampa eny Mahazoarivo, mba eritrereto tsara hoy izy ny olona tamin’ny 7 febroary 2009, nankaiza izy izao ?. Namafisiny ihany koa fa kapoakan’ny filoha Ravalomanana ny fanaovana fifampirarahana iraisam-pirenena, ko anoho izany dia niaiky azy i Hery Rajaonarimampianina fa eo am-pelantanany ny vahoaka ary tsapany fa tsy azo tsinontsoniavina ny movansa Ravalomanana. Izahay hoyizy tsyte hahalala izay andininy faha 54 izany fa tao anatin’ny fitodnrana ny ekipan-dRajoelina nanao io ka izao indray mitabataba. Tsy io irery no loza hoy izy fa ny andininy rehetra ao dia mila fanovana. Betsaka ny nanadala antsika ao ka ny sasany voan’ny nataony.. Raha izao zavamisy izao dia tsymaintsy miditra ao anaty governemanta isika fa miandry ny toromarika fotsiny. Tsy misy vola mivoaka eto raha tsy miara miasa amin’ny movansa Ravalomanana.

19 pensées sur “HILARION : NY FARANY AMINTSIKA DIA NY FAHATONGAVAN’NY FILOHA RAVALOMANANA”

  1. Efa dimy taona ny vahoaka no niandry ny fiverenan’ny filoha izao dia manantena ary mino fa tsy ho ela intsony izany ka mangataka anareo mpitarika izay mpikambana ao @ ny PMP mba ny tombotsoam-pirenena no hataonareo fa tsy ny adi-tseza mba hampitambatra ny malagasy ary hiara hitantana an-kitsipo mba ho tombotsoa ny vahoaka fa tsy ny tena manokana

  2. Nodimandry ise vao tsy ela, namonjy an-dRatompokovavy K…izay niara-nikalo tamin’ise fahiny koa. Mbola ao an-tsaina ireny dia sy rindran-kira izay natao tany amoron-tsiraka ireny, indrindra ny tany Toamasina !!
    42 taona aty aoriana, mbola tsy milamina foana ity ny tany sy ny fanjakàna ! Toa miha-gaigy ireto malagasy, na koa lasa jamba daholo ka tsy mahita intsony an’izay lalan-tsara tokony hizorana !
    Mandria am-piadanana ê ! Ny velona tsy maintsy manohy ny tolona, fa mbola voagejan’ny tsy fieritreretana foana ity ny tanindrazana !

  3. Aza zany fona wa no dradradradraina eo, hoavy dada, hody dada, patati patata, nefa 5 zao ny olona mbola tsy nisy vokany koury, nareo nefa toa miseo milaza etsy sy eroa we, mpamita-bahoka e, mpandainga e, ka iza zany no tena nandainga ? aza mamitaka olona fona wa, sa mitady hihena ndray ny olona ao @ Magro ao de moudy ampandrina adrisa kely ndray lou we hoavy dada. Zay ne no teneniko we tsy mba

  4. tsy mba misy zava-baovao miits ny tolona atao fa de tolona anjambany fotsiny depuis 5 ans, normal ra tsi misy vokany fa de ilaozan’ny olona mihahaka fotsiny eo , sa nareo ao ts mba manana technique entina mitolona miits e, ny sasany zany mou de ato anaty forum ato otran ny tena tsy misy toa azy miits, nefa ts ita akoury ze zava-bitany ne e, lol,

  5. Aza avela mivoaka intsony, fa antero any amin’ilay be zesta teny Anjanamasina ity mirary saina ity ê !
    Ny hôpitaly eny Anjanamasina angaha, tsy manaha-penitsa ?

  6. drame de la misère

    misère sociale
    misère mentale
    misère économique

    ETAT INEXISTANT !!!!!!!!!!!!!

    tohizo foana ny fozaland bis ééééééééé!

  7. post-ko iray tsy mety tafiditra tary,
    critique manarapenitsa au forumiste « Mirary »
    qu’évidemment subit la modération y a eu une ora:

    oadray kosa
    tara be i pseudo

    « Mirary dit :
    26 février 2014 à 13 h 49 min

    milaza 1) hoe: ‘na enao manaraka ny dian’i Dadanao (Ra8)'(MANKATOA AN’I fHERY) :

    MA réponse: ny dadany efa azavainy ery ambany ny fisiany (raha [manaraka ve i mirary] ê? ingahy Marc Ravalomanana hoy ny ambeti-teniny rehefa mi-s’adresser)

    mbola milaza ihany 2) ‘ts mba manana vaha-olana matotra’
    MA encore réponse: (f’ianao ra-Mirary no [tena tsy maharaka] satria LEGALISTES = maraka ny lalàna velona

    ex récent: MAPAR n’a jamais déposé dans aucun archivage comme quoi c’est un parti politique QUID DES DOSSIERS censé Y FAISANT FOI????!!!!!
    ____

    raha hiverenako ny décision an’i dada8,
    dia toa (avereno aty amiko raha diso) ny fohizin’i Hanitra ankehitriny hoe « misy stratégie ao »

    (… sans commentaires)

  8. Adala mianakavy…
    Ampodiana Ravalomanana Marc dia vita tokoa ve? dia azeran’ny padesm indray!
    Íl me laisse hilaire l’hilarion!

  9. Izay marary saina rehetra tsy mahazo fitsaboana, kanefa raha izao no mitohy toa hitapy daholo ny vahoaka !
    Fehiny, ireo nangoron-karena nandritry ny transisiô ihany no afaka mitsabo tena !
    Ny « kilasy antonitoniny » efa tsy misy firy intsony, fa voasintona hihidina daholo !

  10. km,
    ce n’etat pas un regime de transition, rajoelina avait specifié dans son interview avec sa belle en disant regime transitaire.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *