IZAO ZAVA-MITRANGA IZAO DIA VALIM-BAVAKA HO ANTSIKA

MyDago.com-Magro 16 jenv 14 (36) copie

IMG_0027Misaotra antsika rehetra tonga teny Tanjombato tamin’ny Sabotsy hoy Iandro Robert androny teny amin’ny Magro Behoririka, fa hery lehibe ho an’ny mpitarika ny fahatongavana teny. Hitan’izao tontolo izao hoy izy fa vaky ny movansa Ravalomanana ; ary porofin’izany ireo mpitarika miray hina. Ny filoha Ravalomanana efa nilaza fa manaja ny mpitondra ary io làlana ialana amin’ny fahantrana. Teniny iznay ka anjarantsika ny manatanteraka izany. Ny ray amandrenintsika aloha no hajaina avy eo ny filoham-pirenena. Tsianihy kosa dia nanambara tamin’ny alalan’ny ohatra ny zavanisy teo amin’ny Palestiniana sy ny Israeliana. Ity farany izay tsy mipetraka amin’ny tanjany fa ny hakelezany. N’inon’inona hoy izy zavatra nataony dia napetrany tamin’Andriamanitra izany. Ny Palestianina dia nanana miaramila marobe, rehefa nanomboka ny ady dia nandeha amin’ny herin’Andriamanitra ny Israeliana ary rehefa tonga amin’ny sarotra dia tsy navelan’Andriamanitra irrey izy ireo. Raha ny dimy taona nitolomantsika teto hoy izy dia tsy misy hafa amin’ny nataon’izany. Maro ny zavatra nosendraintsika , raha tsy hiteny afa-tsy ny fampidirana am-ponja fotsiny. Noho ny fifantohantsika amin’ny vavaka dia mahery isika. Ankoatra izay dia nambarany fa Lalatiana ao amin’ny radio Free Fm nilaza fa ny movansa Ravalomanana dia mpanjaka ambony razana. Mbola tsy nahita ny mpikabary teto aho hoy Tsianihy nilaza izany. Malagasy tsy misy ambony sy ambany izany fa Rajoelina no tsy mendrika hitondra ny firenena. Nilaza ihany koa Lalatiana hoy izy fa izany Ravalomanana izany tsy mahazo miditra eto. Ny tahotra azy no tena mivangogo ao antsainy  ka mahatonga azy miteny izany. Rajoelina dia tsy misy resaka filamonana . Randrianjatovo Henri dia nilaza fa anisan’ny nitondra ny mafy ny filoha Ravalomanana. Raha tsy isika no nankato hoy izy ny didin’Andriamanitra dia toy ny zavanisy tany ivelany no niseho teto. Noho izany dia mendrika omena “prix nobel” ny filoha Ravalomanana. Tamin’ny alalan’ny soratra masina nalaina tao amin’ny Levitikosy 19:1-. , Matio 5: 38-48 no nandresen’ity mpanao politika ity lahatra ny vahoaka teny amin’ny Magro Behoririka ny zavatra nianjady tamin’ny filoha Ravalomanana fa izao zavatra nitranga izao dia valim-bavaka.

30 pensées sur “IZAO ZAVA-MITRANGA IZAO DIA VALIM-BAVAKA HO ANTSIKA”

  1. Tsara ny mivory ao @ Magro e! Izaho dia mino fa be ny zavatra azo atao ary hahangona olona be lavitra no ireo izay efa atao izao. Io no zavatra tokony jerena tsara.

  2. Tsara ny mivory ao amin’ny Magro, fa resaka valim-bavaka izany ve no tokony ho dinidinihina ao ? Valim-bavaka ve ny tsy ahafahin’ny Filoha mody an-tanindrazana ?

    Valim-bavaka ve ny fanitsakitsahin’ny sasany ny zoan’ny vahoaka malagasy tahak’izao ?

    Sao dia tsy mety ê ? Rehefa tsy mahita ho lazaina amin’ny vahoaka ianareo, dia mitondrà sono, dia bal popilera atao !

    Izao ny Mapar nahazo ny anjarany, ary dia ho foza mpanongana daholo na prezidà na praiministra, ary indrindra hitàna ny ministera goavana, ary anisan’izany ny ministeran’ny Fitsaràna ! Araho ny masoko !

    PMP daholo izany izao ny rehetra ; lasa Paiso Maimbo Patsa daholo atramin’ny Filoha Ravalomanana ity, noho ireto nihiditra sistema ireto !!

    Tssss !!!

    Ho aiza isika rehetra ry HoAiza amin’izao tarehin-javatra izao ?

    Na izany na tsy izany aloha, izao amin’izay aho vao tena manana éléments entiko « mitolona » ! Izaho tsy hiova hevitra izany, ary tsy hanaiky fanonganam-panjakàna izany !

  3. « Ny zavatra iray izay tsy hitako eto, dia ny fanamafisana ny fototra hananganana ny hoavy ao anatin’ny lalàna, sy ny lalàna izay arahana. Satria izay no zavatra takian’io zavatra voalaza io ».

    Alidera A.R. ao amin’ilay sujet iray.

    Amin’ny fomba ahoana no hanamafisana an’izany fototra izany, rahatoa ka fototra tsy dia ara-dalàna no misy amin’izao fotoana ? Sa tsy azoko tsara ny tianao ho lazaina ?
    Lalàm-panorenana fôpla aza ity, lasa manan-kery noho ny tsy fahombiazan’ny sasany na fitiavan-tena diso tafahoatra !

    Zavatra tahak’izany no anisan’ny tokony ho dinihan-dry zareo miaraka amin’ny vahoaka, fa tsy mandany andro amin’ny resaka valim-bavaka izany !

  4. KM

    le contexte est illégitime , car les dés de légalité étaient pipés pour ces élections de décembre 22013.

    Néanmoins les « APPARATS » de la légalité y sont , tout ce que voulait la C.I.
    La C.I ne cherchait qu’à se débarrasser de la « petite patate chaude qu’est Madagascar »

    Situation de crise et opposition fulminant de « menomenina  »

    En Syrie le sang coule partout , Centrafrique du sang coule à flot etc….

    Madagascar était en régime putschiste FUN avec un DJ

    Tsy mapahontsina an’i C.I. !!!

    La C.I. N’A RIEN A FAIRE DE LA MISERE DU PEUPLE !!!!!!!!!

    Je pense que nous devons appliquer un plan B , d’autant que Marc Ravalomanana admet cette légalité de façade contre laquelle il ne pourra plus se battre.

    LEGALEMENT nous devrons élaborer un plan d’attaque de l’opposition , pas seulement de défense

    Cela ne peut s’élaborer que dans une opposition solide et ORGANISEE , à mon avis au delà du seul TIM.

  5. KM,
    Izaho ry KM dia tena manaiky an’io magro io ary mamporisika ny hanaovana an’io. Fa hoy aho hoe tsy ampy io.
    Ny vavaka na hoe valim-bavaka, amiko tsy olana io fa samy manana ny tandrify misy azy avy. Ary manaiky aho fa misy fotoanany ny zavatra rehetra. Azoko an-tsaina tsara raha toa t@ 2007 aho no nilaza izay tsy nety tao @ rafi-pitondrana t@ izany andro. Soa fa tsy tanteraka izany t@ izany andro satria nampiasan’ny adala teo fotsiny izay mety nolazaiko t@ izany. Izaho dia mino fa tsy voatery hody izao dia izao Andriamatoa Ravalomanana.
    Ny zavatra lazaiko @ io resaka fototra io dia ny hoe misy ny lalàna izay ampiasaina izao. Io aloha no misy dia io no ampiasaina. Ampiasaina amin’ny saina tony sy mahita ny hoavy. Io no làlana tokony arahana fa tsy lalàna araka ny voasoratro. Na inona na inona manko lazaina sy holazaina eto dia dinga iray efa vita iny ny fifidianana. Nanamafy ny lalam-panorenan’ny fahavetavetana iny. Mahery isika raha mahatafaverina ny Repoblika fahaIII izay azo lazaina fa efa tsy lavitra loatra intsony ny matoy. Izao zavatra hafa mihitsy ity resaka « majorité relative » ity…

  6. Azafady fa tsy azoko ny tianao ho lazaina ny @’ilay hoe:
    « Mahery isika raha tafaverina ny Repoblika faha ||| izay azo lazaina fa TSY LAVITRA loatra intsony…….?? »
    Raha misy afaka mba manazava koa dia hisaorana mitafotafo fa tena fanina kely aho , azafady Tompoko!!

  7. « Tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto », saingy ny zoto no mbola tsy ampy na tsy ao mihintsy ê !

    Resaka praiministra indray !

    Nisy anaran’olona telo no naroson’ny mapar !

    Ilay paolisy « angamba » no ho lany eo, satria mahafantatra an’izay zavatra rehetra « nitranga » teny Ivato, nandritr’izay dimy taona izay, ary mahafantatra tsara an’ilay fery vao sy ireo olona miasa eny Ivato ( ACM, CSPI, BRINKS, Air Mad, voianzera rehetra sy ny entany, sns…. ) !

    Ho hitan-tsika eo ny tohin’ny tantara !

  8. Nombeux sont ceux qui croient tout savoir sur la démarche du Président RAVALOMANANA MARC et pourtant ils n’ont rien compris ou ont compris de travers et en plus il n’ y a que leurs idées , leur façon de voir la réalité qui compte au point de se demander pour quoi penant les cinq années dures pour ls Malgaches vivant à Madagascar , pourquoi ces grosses têtes ne sont pas allées sur e terrain ne serait-ce que nos faire pour nous faire constater que leur tête n’est pas seulement pleine de vide !
    Il est facile , à la portée de tout sot de critiquer les sept ans de vaches grasse du temps de pouvir du Président, car cela fait 12 ans et durant ce temps , la mémoire s’émousse et les Malgaches disent que « taon-dasa tsy tsaroana !
    A chacun de pesr , de mesurer ce qu’il a accompli pour le Pays , pour les Malgaches pendant ce même temps !
    Facie de blablater , de faire rire aux éclats les autres avec le verbiage des gens gonflés aux pêts des chiens..
    Restons et pensons Malgaches simples mais pas bêtes même appauvris !

  9. JNOUS SOMMDES FIERS DE NOTRE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ET DE MADAME INENY RAVALOMANANA LALAO !
    Je n’ai as attendu le samedi 22 février ,douzièma anniversaire de son investiture administrative pour éviter que la vacance du Pouvoir ne dure !, pour les remercier de la réussite qu’il a enregistré avec les Malgacches du début 2002 au 17 mars 2009 avec un taux de croissance économique qui s’est élevée jusqu’ à 7.9% alors qu’à la fin de 2001 ,ce taux a été de 0.5%
    Les Malgaches , grands victimes de ce coup d »état estiment bien les biens et les bénéfices qu’ils ont perdu!
    Si des Malgaches venaient à l’enceinte de Magro à BEHORIRIKA et qu’ils y font leurs dévotions (prières , cantiques et prêches) c’est que ces gens désemparés n’ont rienni personne pour les reconforter ! Alors dans toutes les civilisations humaines ils s’adressent à DIEU!
    Alors cessez un peu de vous moquer d’eux ; en plus ils ne vous demandent rien !Respectez leur malheur , ce n’est unbjet de de moquerie ,au moins pour des Malgaches censés !
    OUI LE PRESIDENT RAVALMANANA MARC A REUSSI DE SORTIR LES MALGACHES DE LA PAUVRETE EN TROIS ANS de 2002 à 2005 (1er novembre)
    Il est loin d’avoir perdul’aspect politique de cette crise ! Cet homme pragmatique ,que personne n’arrive pas à saisr ni sa stratégie ni les raids médiatiques qu’il pratique ,ni les non -dit impotants lors de ses discours.
    Persone neperçoit ses pensées , les résultats des discutions avec les grands de ce monde !
    Et ce sont ces têtes à têtes avec ces décideurs du concert des Nations ,avec l’affection que les Malgaches ont pour le couple RAVALOMANANA MARC ET LALAO ,qui les reconfortent et eur donne des forces!
    Pour moi , le Présdent RAVALOMANANA MARC EST SORTI GAGNANT de cette chasse à l’homme menée par ses adversares … rajoelina est tombée tout seul , a perdu de son superbe et personne ne lui obéit ni lécoute !
    A Rajaoharimampianna a certainement reçu u Président RAVALMANANA MARC des recommandations qui ne nus regardent pas , sauf les limites à ne pas dépasser lors de la nommination d’un pm qui doit avoir la capacité de respecter les clauses etles conditions prescrites par les Grands Pays et les Pays du BRICS et notaments des financiers qi sont très intransigeants sur le respect des ègles démocratiques , de l’état de droit et la mise en place d’un gouvernement uvert !
    Le discours du Président RAVALOMANANA MARC du samedi 22 février 2014 a été une préliminaire , une entrée en matière ou si vous voulez un caillou dans la marre pour voir les réactions des grenouilles et des crapauds qui s’y vautrent
    !Nous vous remercions et sincèrement fiers , Monsieur le Président RAVALOMANANA MARC et Madame INENY RAVALOMANANA LALAO , pour ce que vous avez réalisé pour Nous Malgaches et pour tout ce que vous avez envisagé de faire dans le même contexte du développement socio-économique et humainsens !
    Hiraina miaraka :
     » AROVY AHO TOMPO ATOLOTRO IZAO
    NY TENAKO HANOMPO SY HANKALAZA ANAO ! »

  10. JNOUS SOMMDES FIERS DE NOTRE PRESIDENT RAVALOMANANA ET DE MADAME INENY RAVALOMANANA LALAO !
    Je n’ai as attendu le samedi 22 février ,douzièma anniversaire de son investiture administrative pour éviter que la vacance du Pouvoir ne dure !, pour le remercier de la réussite qu’il a enregistré avec les Malgacches du début 2002 au 17 mars 2009 avec un taux de croissance économique qui s’est élevée jusqu’ à 7.9% alors qu’à la fin de 2001 ,ce taux a été de 0.5%
    Les Malgaches , grands victimes de ce coup d »état estiment bien les biens et les bénéfices qu’ils ont perdu!
    Si des Malgaches venaient à l’enceinte de Magro à BEHORIRIKA et qu’ils y font leurs dévotions (prières , cantiques et prêches) c’est que ces gens désemparés n’ont rienni personne pour les reconforter ! Alors dans toutes les civilisations humaines ils s’adressent à DIEU!
    Alors cessez un peu de vous moquer d’eux ; en plus ils ne vous demandent rien !Respectez leur malheur , ce n’est unbjet de de moquerie ,au moins pour des Malgaches censés !
    OUI LE PRESIDENT RAVALMANANA MARC A REUSSI DE SORTIR LES MALGACHES DE LA PAUVRETE EN TROIS ANS de 2002 à 2005 (1er novembre)
    Il est loin d’avoir perdul’aspect politique de cette crise ! Cet homme pragmatique ,que personne n’arrive pas à saisr ni sa stratégie ni les raids médiatiques qu’il pratique ,ni les non -dit impotants lors de ses discours.
    Persone ne perçoit ses pensées , les résultats des discutions avec les grands de ce monde !
    Et ce sont ces têtes à têtes avec ces décideurs du concert des Nations ,avec l’affection que les Malgaches ont pour le couple RAVALOMANANA MARC ET LALAO ,qui les reconfortent et eur donne des forces!
    Pour moi , le Présdent RAVALOMANANA MARC EST SORTI GAGNANT de cette chasse à l’homme menée par ses adversares … rajoelina est tombée tout seul , a perdu de son superbe et personne ne lui obéit ni lécoute !
    A Rajaoharimampianna a certainement reçu u Président RAVALMANANA MARC des recommandations qui ne nus regardent pas , sauf les limites à ne pas dépasser lors de la nommination d’un pm qui doit avoir la capacité de respecter les clauses etles conditions prescrites par les Grands Pays et les Pays du BRICS et notaments des financiers qi sont très intransigeants sur le respect des ègles démocratiques , de l’état de droit et la mise en place d’un gouvernement uvert !
    Le discours du Président RAVALOMANANA MARC du samedi 22 février 2014 a été une préliminaire , une entrée en matière ou si vous voulez un caillou dans la marre pour voir les réactions des grenouilles et des crapauds qui s’y vautrent
    !Nous vous remercions et sincèrement fiers , Monsieur le Président RAVALOMANANA MARC et Madame INENY RAVALOMANANA LALAO , pour ce que vous avez réalisé pour Nous Malgaches et pour tout ce que vous avez envisagé de faire dans le même contexte du développement socio-économique et humainsens !
    Hiraina miaraka :
     » AROVY AHO TOMPO ATOLOTRO IZAO
    NY TENAKO HANOMPO SY HANKALAZA ANAO ! »

  11. JNOUS SOMMDES FIERS DE NOTRE PREIDENT RAVALOMANANA ET MADAME INENY RAVALOMANANA LALAO !
    Je n’ai as attendu le samedi 22 février ,douzièma anniversaire de son investiture administrative pour éviter que la vacance du Pouvoir ne dure !, pour le remercier de la réussite qu’il a enregistré avec les Malgacches du début 2002 au 17 mars 2009 avec un taux de croissance économique qui s’est élevée jusqu’ à 7.9% alors qu’à la fin de 2001 ,ce taux a été de 0.5%
    Les Malgaches , grands victimes de ce coup d »état estiment bien les biens et les bénéfices qu’ils ont perdu!
    Si des Malgaches venaient à l’enceinte de Magro à BEHORIRIKA et qu’ils y font leurs dévotions (prières , cantiques et prêches) c’est que ces gens désemparés n’ont rienni personne pour les reconforter ! Alors dans toutes les civilisations humaines ils s’adressent à DIEU!
    Alors cessez un peu de vous moquer d’eux ; en plus ils ne vous demandent rien !Respectez leur malheur , ce n’est unbjet de de moquerie ,au moins pour des Malgaches censés !
    OUI LE PRESIDENT RAVALMANANA MARC A REUSSI DE SORTIR LES MALGACHES DE LA PAUVRETE EN TROIS ANS de 2002 à 2005 (1er novembre)
    Il est loin d’avoir perdul’aspect politique de cette crise ! Cet homme pragmatique ,que personne n’arrive pas à saisr ni sa stratégie ni les raids médiatiques qu’il pratique ,ni les non -dit impotants lors de ses discours.
    Persone neperçoit ses pensées , les résultats des discutions avec les grands de ce monde !
    Et ce sont ces têtes à têtes avec ces décideurs du concert des Nations ,avec l’affection que les Malgaches ont pour le couple RAVALOMANANA MARC ET LALAO ,qui les reconfortent et eur donne des forces!
    Pour moi , le Présdent RAVALOMANANA MARC EST SORTI GAGNANT de cette chasse à l’homme menée par ses adversares … rajoelina est tombée tout seul , a perdu de son superbe et personne ne lui obéit ni lécoute !
    A Rajaoharimampianna a certainement reçu u Président RAVALMANANA MARC des recommandations qui ne nus regardent pas , sauf les limites à ne pas dépasser lors de la nommination d’un pm qui doit avoir la capacité de respecter les clauses etles conditions prescrites par les Grands Pays et les Pays du BRICS et notaments des financiers qi sont très intransigeants sur le respect des ègles démocratiques , de l’état de droit et la mise en place d’un gouvernement uvert !
    Le discours du Président RAVALOMANANA MARC du samedi 22 février 2014 a été une préliminaire , une entrée en matière ou si vous voulez un caillou dans la marre pour voir les réactions des grenouilles et des crapauds qui s’y vautrent
    !Nous vous remercions et sincèrement fiers , Monsieur le Président RAVALOMANANA MARC et Madame INENY RAVALOMANANA LALAO , pour ce que vous avez réalisé pour Nous Malgaches et pour tout ce que vous avez envisagé de faire dans le même contexte du développement socio-économique et humain!
    Hiraina miaraka :
     » AROVY AHO TOMPO ATOLOTRO IZAO
    NY TENAKO HANOMPO SY HANKALAZA ANAO ! »

  12. Tsy maintsy mivavaka na inona na inona mitranga – entina eo anatrehan’Andriamanotra ny zava-drehetra ka izay tsy te-hivavaka avelao any izy fa ny olona tsy maintsy mametraka ny fiainany sy ny fiainam-pirenena eo anatrehan’Andriamanitra.

    Je suis désolée

  13. Marina ny anao RAOZY fa tandremo fotsiny fa Andriamanitra tsy azo vazivazina fa izay afafin’ny olona no ho jinjainy. Raha mamafu rivotra dia tsy maintsy mijinja tadio.
    Amiko dia namafy rivotra ireo mpitariaka ny mpandala ny ara-dalàna ka izao mijinja tadio.
    Raha nanao ny tokony nataony ny tsirairay avy na dia nisy aza ireo fisakantsakanana dia i Mme Lalao Ravalomanana no Premier ministre teo.
    Aoka tsy hanome tsiny ny hafa isika fa isika ihany no namafy. Ny foza namafy dia nijinja. Marina fa voa ratsy no nafafiny nefa dia mijinja izy na dia ahi-dratsy aza. Isiaka mba firy ny voa tsara nafafy ?

  14. C’est plus facile et préférable de boire une tasse sur la terrasse d’un café, du côté de la gare St-Lazare, que de venir soutenir les actions des légalistes Place de la Bastille ou ailleurs !

    Izay praiministra avy ao amin’ny mapar dia mety daholo, indrindra fa i Haja ê !

    Resaka fivavahana ho an’i RAOZY.

    Ny mivavaka amiko ry RAOZY dia toy ny fihinànan-kanina.

    Samy misakafo daholo fa ny kalitao sy ny habetsahany angamba no tsy mitovy. Tsy ampy sakafo maty ! Diso miletra sakafo matsiro, dangy ihany koa !
    No izany, dia samia manao izay mety amin’ny fiainany ê !

    Fa raha ankihinina amin’ny Fivavahana fotsiny ny raharaham-pirenena, dia tsy ho tafavoaka sy ho tafita mihintsy !

    Ianao hivavaka dia ny tompon’andraikitra mamadika sy tsy manao an’izay tokony ho atao, dia hisy zavatra ho vanona ve eo ?

    Magro indray dia ilaina raha…..tena ny filazàna ny zava-misy no atao ao. Efa maro ireo tsy nankatoa ny fisiany intsony, ary nieritreritra ny fanankatonana an’io Magro io satria menatra ny zavatra nataony, saingy ny Filoha no tsy nanaiky.

    MILA OLOM-BAOVAO HANAMPY AN’IREO TSY NIVADIKA MIHINTSY AO, HAMPIANATRA SY HANAZÀVA SY TOE-DRAHARAHA AO AMIN’NY FIRENENA FA TSY HAMAHAN-DALITRA NY VAHOAKA.

    TENA AZO ATAO NY MIVAVAKA « KELY » TAHAK’IRENY HOE HISAKAFO IRENY, FA TSY FITORIAN-TENY NO ANDANIAN’ANDRO..

  15. Nanome voa tsara ihany ary nankihinina tamin’ny sasany ny fambolen’azy, fa voa ratsy no nafafiny. Notehiriziny ny tsara ê !

  16. Resampa ou autre : on s’en fout

    Un foza ne peut s’accoupler qu’avec un foza , de plus un RATSIRAKISTE !!!!!!!!!

    Tout baigne ! tout se confirme !!!!!!!!!!!

    Ma proposition de bicéphalisme EGALITAIRE , baroud d’honneur, n’aurait de toute façon jamais été acceptée , car cela leur aurait été reconnaitre leur forfaiture à l’égard de la vox populi (par fraude, étant mal élu etc…).

    A l’opposition de continuer sa route avec sérénité et détermination…et je pense que beaucoup pense que le TIM à lui seul ne représente plus seul le courant de lutte pour une république démocratique HORS ORBITE DE LA FRANCAFRIQUE .

    La république bananière est faite pour MAINTENIR LE PAYS DANS LE SOUS DEVELOPPEMENT !

    ON N’INSISTE PAS ASSEZ POUR LA LIBERATION DES PRISONNIERS POLITIQUES , nos compagnons de route !

  17. Aaahhhhh diso marina loatra!!!
    Izay mihintsy no tsy ahafoizako an’ilah lesy ry Kintana!
    Nahazo bizu bue elah raha teto akaikiko teto mooouuuaahhhh!!!
    MAZAVA be!!! » …..nankinina t@ hafa ny fambolena azy dia VOA RATSY NO NAFAFINY  »
    Ny mampalahelo dia mbola mitohy izany famafazana voa ratsy izany na dia miezaka foana aza i
    Dada sy Neny hanome voa tsara ho afafy. MAHONENA!!!
    Tsy maintsy misolelaka sao maty antoka e!!!sao very fihinanana sa tena HAVENDRANANA MIOHAM-
    PAMPANA na dia atoko aza hoe: VOAVIDY??? dia tena maty heritreritra daholo ireto MPITARIKA VILAm-BAVA.

  18. Mafinaritra kousa lou dadanareo, namafy voa tsara sy mendrika izy matoa mamokatra olona tia tanindrazana be otranareo zao e, mahay manambany ny gasy mitovy @ tena tsara a, mahay manaratsy olona tsara e, mahay manenjika anjambany fotsiny ee, tena voa mendrika tokoa nareo ka, mafinaritra e, tsy misy otran’i Dada wa ra mbol mpitondra eto ambonin’ty tany ty e, nafinaritra kousa lou Dada e, hainy miitsy ny mibloqué ny fanampiana avy any ivelany, hainy ra resaka mampikatso e, satria reny mantsy voa ratsy ka tsy ilaina afafy aty Madagascar, tena mendrika izy ranga a, sady efa tanteraka zany zao ny vavakareo e, SATRIA VALIM-BAVAKAREO ZAO MITRANGA ZAO E, we aleo lasa foza daholo ny gasy, sns, etc e, mafinaritra e, tohizo ny vavaka, fa mba aza adino ny mivavaka mafy so de sanatria lasa foza kou zany ianareo reo kou, mdr, lol, Dada sy Neny mantsy otran’ny toa mirona any @ fanohanana an’le filoha mpangala-bato, fery vao, foza eeee, sns e, ka mivavaha mafy so de sanatria ka lasa foza eo Dada an, aleo izy olona tsara hatrany, sa aona, manjary ts mety aminareo mantsy zany foza zany, fa sady andevo hoy GBD sy ry Kintana zay kou, mdr, lol, zay zareo fa mazotoa mivavak an, ento am-bavaka ny firenentsika ao @ Magro, lol, mdr

  19. Izay andraisanareo foza azy ê ! Tsy misy mahagaga anay intsony, indrindra fa ny fanendrikendrehana !
    Rehefa tsy maharaka dia mandehana milalao izay voan-javatra, eo am-pelatànana !

  20. Dr (tena izy ve sa titre-fotsiny e? ny rediredy no betsaka radoko a!) celestin, ianao no voky hetotralika! N’i ravalomananao TSY NAHAVOA ATRAMIN’IZAO! TSISY APOAKA! AMBAKAN’NY SASANY! Ka izao ialahy no mirediredy hoe « nul ne sait se que M.Ravalomanana », marina izany
    Nul NE SAIT CE QUE COMPREND RAVALOMANANA, MÊME PAS LUI!!!!
    RESA MAMOTOAKA BAINA A!

  21. KM sy RANDRIANIANA! OK TANTERAKA! IANAREO NO ANDRIN’ITY SITE ITY!
    MARINA NY Anao randrianiaina momba ny valim-bavaka! Mazava fa samy nanana ny ho azy!
    GBD sy ny théorie-any mampiomehy… hita fa tena GTT, vitsy mihevitra ny tenany hoe zalahy nefa MATAHOTRA NY MANAO ZAVATRA ANY @ MADAGASIKARA! BEVAVA ANY IVELANY! HOAKA KIA GBD A! TSILENA IANAREO AO @GTTAY AO!

  22. Aza dia mandefa saina lavitra loatra ranavalona â ! Esprit mal.. inona moa izy izay ??

    Letisy, paiso, voamadilo, zavokà, manga manta, sns..mety daholo ! Voan’na managa manta asiana « kakazo kely » efatra dia lasa « omby » ! MDR !!!

  23. AIZA MOA NO HISY ZAVABANONA KA ITONY TAIMBAZAHA FRANTSAY ITONY NO MANDIDY SY MANAO BAROA ARYY MANMBANY NY MALAGASY. Tena izao tokoa ve no hoe lohana metisy? Fomba fiteny ihany io fa miala tsiny aminareo metisy tsara fanahy aho fa ilay rangahy ity aloha dia tena tsivalahara!

    http://www.youtube.com/watch?v=byBcIoldhj0

    KAY VE TAHAKIZAO NO TOETRAN’ITY Patrick Leloup ity e?
    Tena Patrick AMBOADIA tahaky ny anarany marina! Mbola hifanena amin’ny mpihaza
    amboadia fa tohizo!

    Samia velonaina!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *