NY FANAMAFISANA NY ASAN-JIOLAHY NY FAMETRAHANA PRAIMINISITRA AVY AMIN ‘NY MAPAR

IMG_0051

IMG_0051Tsy nijanona nanentana ny vahoaka ho tonga maro eny amin’ny Tanjombato ireo mpitarika izay nandray fitenenana teny amin’ny Magro Behoririka androany. Fanehoantsika hery io rahampitso io hoy ny fanazavana ka entano ny namana ho tonga eny an-toerana. Hisy ny nofon-kena mitam-pihavanana atao amin’izany ka samy mitondra izay vary sahaza azy ny tsirairay amin’izany fa ny laoka kosa no hiantohan’ny movansa Ravalomanana. Nambaran’I Brenda fa izahay ct sy cst teo aloha no nomena baiko hikarakara ny raharaha rehetra ho amin’izany. Efa vonona avokoa araka izany ny lamina ny rehetra ho amin’ny fandraisana ny hetsika. Ankoatra izay dia anisan’ny nandray fitenenana ihany koa Hilarion Rarison. Na iza faly na tsy faly hoy izy dia tsotra ny teninay, ny movansa Ravalomanana dia tsy maintsy mitaky ny fampodiana an’I dada. Izahay dia nofitahin’ny Beriziky sy Rajoelina nandritra ny tetezamita. Noho izany dia manao antso avo ho an’ny sadc, ny vondrona afrikana, eoropeana, fa efa nandefitra izahay movansa Ravalomanana tamin’ny fanasoniavana ny tondrozotra, ny Ni-Ni, mbola tsy tafody I dada, tsy navela hilatsaka I neny. Izahay hoy Hilarion dia tsy maintsy mitolona eto ary  tsy hijanona raha tsy tonga I dada. Ho an’ny masoivohon’ny frantsay Gold Blatt dia nambarany fa ianao ihany no niteny fa tsy miditra eto ny filoha Ravalomanana raha tsy vita ny fifidianana, koa tanteraho ny vavanao ary ianao no nilaza fa izahay no hanatitra azy eto. Miandry izahay fa aza fitahina ny vahoaka Malagasy.

Hitsangana ny governemanta vaovao  hoy Randrianjatovo Henri ka taona maromaro no nitolomantsika teto ary miandry an’I dada isika. Mazava izao ny fahatongavany. Izy efa nniteny fa rehefa mitsangana ny governemanta dia hiezaka ny hampody ny tenany ka tsy hoe tsy mahavita akory isika teto. Isaorana isika hoy Henri fa notazonintsika ny maha Malagasy antsika sy ny maha kiristiana. Raha tsy nisy an’ireo isika dia henontsika ireo tany ivelany toy ny tany Mali, Soudan sns…Tsy mba nanaraka ireny isika fa ny maha Malagasy no nasehontsika. Marina hoy izy fa  nisy ny nanoarina teto sahy namadika, nisy sahy niaka-dapa fa soa ihany fa nanana mpitondra nisaina isika. Any amin’ireotany ivelany ireo  dia rà mandriaka ka izany no politika tian’ny sasany atao eto. Soa ihany isika zanak’I dada fa manana ny fihavanana kanefa tsy mahazo mionona amin’izany isika sao lazain’ny olona vatolampy… Tsy maintsy mibanjina ny any aoriana isika hoy izy , nataontsika daholo ny hevitra rehetra fa ny nahavoa antsika dia tsy nahay nanakana ny halabato. Ny tantara mbola mitohy koa manaitra ny namana any ampiasana, hanomana ireo mponina amin’ny fifidianana ben’ny tanàna isika.

Manomboka izao hoy Tsianihy dia esory ny tahotra sy ny tebiteby ary mijoroa  fa ny movansa Ravalomanana izahay. Tsotra ny tanjontsika dia tsy miova nandritra ny dimy taona dia ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana. Isika tsy manana fahavalo na valifaty politika fa ny zavatra notakiantsika ihany no tadiavintsika. Nanomboka tamin’ny taona 2009 hoy izy fotoana nanaovan’ny Mapar amboletra dia mitombo andro aman’alina ny asa jiolahy. Rah any olona izay nieritreritra nanongam-panjakana tamin’ny taona 2009 no hieritreritra ho Praiminisitra dia fanamafisana ny asa jiolahy izany.

23 pensées sur “NY FANAMAFISANA NY ASAN-JIOLAHY NY FAMETRAHANA PRAIMINISITRA AVY AMIN ‘NY MAPAR”

  1. Zavatra Efa hain n’y Vahoaka nô haverin n’y mpikabary Magro. Kabary tsy mahazaKa n’y stratégie n’y Foza. Tsy haletany ê!

  2. Tsy ohatry ny fandatsana sa FANDREBIREBENA ve ity hetsika ho atao rahampitso ity???
    izao ve no mba vokatra endrasana aminareo mandangolango ny VAHOAKA hanaiky lava ity???
    Atao ahoana no hifaly @ FANOSIHOSENA an-tampon-doha toy izao??sa mety aminareo mpitarika izao fisehon-
    javatra izao???MAMPALAHELO AN!!! toa tsy te halala ilay fahavoazan’ny vahoaka mihintsy ianareo fa  » andao hifaly »
    mody idianareo tsy hita ny FITAKA! FAMAHANAn-DALITRA hataonareo sy ireo izay rehetra mifanosina @ FOZA miara-
    manatanteraka izao FANIRATSIRANA ny vahoaka izao an???MBA MATAHORA IZAY HATAHORANA TOMPOKO Ô!!!
    Tsy foza orana ny zanak’i dada ka ho voky FETY tsy akory.
    Vao henoko fa avy @’ity ravatomanga ity antso dia efa haiko fa FANDREBIREBENA avy any FOZA io e!!!@’izay azo
    hanaovana izay hanaovana azy ny GASY???TSIVALAHARA ISANY a!!!MBA MENATRA!!!MANKALEO!!!

  3. Mba nametraka hafatra ihany izahay tamin’ny maraina ( Fandresen’ny vola ny fifidianana teny tsimbazaza – 09h51 ) ê ! Tokony hifaly izany, fa inona no dia mahafaly ? Satria resy ve ?

    Alefaso ny hafatra ho an’izay vonona ny ho any dien’izao : Ataovy betsaka ary ireny tena masaka be ireny, ny voatabia…ho atao lasary ! Rahatoa ka tsy mety aminareo vahoaka ny kabary, dia fantatrareo ny fomba hafa azo ampiasan’azy !

  4. efa mianatra ny foza ???rehefa tsy misy mandeha @’izay hilana azy ny fitantanana
    misy dia rebi2 @ fety ny Gasy,dia manjavona ny BR sy ny harena sns…ny ratsy sisa hianarana?
    ireto fitakosonana @ foza mihintsy no mahatonga ny fangalana tahaka azy ireo toy izao.
    Matoa ity izy atao laza-masaka toy izao dia « AO RAHA »???mahana daholo fa tsy haninona sy misolelaka
    no betsaka hany ka ataon’i alika fitaovana hangalana fankatoavana fotsiny.
    Tsy hay intsony na MAMPIESONA na VOAVIDY mihintsy aza ny sasany ???MAHONENA !!!

  5. Aoka mba samy hivatsy biriky sy vato amin’izay e! jereo ny any amin’ny firanana hafa, vetivety dia vita ny tolona. Nahoana ary no dia manaiky lembenana lava izao, aiza izay hazon’damosina ? sa ilay kabary fomban-drazana no manjaka dia samy miziriziry eo ?
    100 taona eo ihany ?

  6. Nanao ny asa ratsy rehetra i rajoelina (nivadika tamin’ny teny nifanomezana , tsy nanaky fanapaha-kevira maro , ary nanaraka tsara ny baikon’ny françafrique ,ny famoron-dandainga….) sy nampiasa vola be (avy aiza ?) nentina nikarakarana ny fifidianana izay andraikitry ny président-ny transition napetaky ny tondrozotra no nisahana izany .Efa tany amboalohany ny accords de MAPUTO no voasonia izany. Ary mbola maro ny 1446+Malagasy ny mino fa maty ny tondrozotra ,izay traité internatinal ka mbola anana ny hasiny sy ny hery ary mbola azo hampiarina eto M.sikara indrindra moa fa tafiditra ao amin’ny fehin-dàlana malagasy izy io araka ny fanapaha-kevitry ny FAT .+-
    Maro nydidy petatoko sy fanapahan-kevitry ny françafrique no neken-drajoelina an-jambany ka nahatonga azy nanao i fifidianana sandoka io..
    Ary dia mirahareha sy midingin-drambo izy fa nahatafapetraka an’i rajaoharimampianina ho filoha-pirenena sandoka sy ireo solobavan’ny vola 77 ao amin’ny AP !
    Dia iny izy araka ny kajiny fa zana-tohatra iray sisa dia ho voatendry ho pm izy !
    Sarotra ny miakatra ilay zana-tohatra farany satria i rajaoharimampianina dia mankatoa ny tenin’ireo  » financiers étrangers  » fa tsy misy fanampiana ara-bola ho an’ny Madagascar raha tst misy fanarahana ny démocratie ary raha tsy misy gouvernement ouvert ,misokatra amin’ny antoko mpanohitra .
    Efa vitan’i rajaoharimampianina ny fifanarahana amin’ny mouvance Ravalomanana Marc iay manaiky ny hanohana azy mba tsy hitohy ny fanampotehina ny Firenena sy mba tsy hitombo ny fahantran’ny Malagasy !Fantatr’i rajoelina izany ary fanatany koa fa tsy hihemotra ity filoha notohanan’ity !

  7. La balle est dans le camp de Hery :

    ==> à Hery de donner ses preuves de vouloir pacifier la société

    * retour des exiles politiques ? pourquoi accordé à Ratsiraka le dictateur sanguinaire , fomenteur de guerre civile à la bombe ???
    parce qu’il a aidé à faire le putch de 2009 !!!!!!!!!!!

    * pourquoi Ravalomanana ne rentre toujours pas ??????

    * pourquoi les prisonniers politiques ne sont ils pas libérés ????
    ==> alors que Rajoelina a sorti de prison puis gracié un DELINQUANT INFORMATIQUE MULTIRECIDIVISTE pour faire la sale besogne de fraude du C.E.S.

    FOUTAISE A TOUS LES ETAGES !!!!!!!!!

  8. pourquoi les 20 millions de têtes s’appuient toujours sur un seul homme ? après ra8 et maintenant le hery ? jamba mifampitantana ?

  9. Ny firaisan-kina irery ihany no ahatafavoaka ny tolona, ary tsarovinareo be filaza ireo fa rehefa tafita ny tolon’ny Magro dia tafita ny Malagasy. Koa mila ny fahtongavantsika maro androany ho fanehoana hery.

  10. réponse à Elas

    * chaque parti politique a besoin d’un leader : normal et légitime

    * le problème de Hery : IL N’A PAS DE PARTI POLITIQUE (traduire : pas de partisans)
    Hery vaovao n’est qu’un outil CIRCONSTANCIEL de conquête du pouvoir à l’occasion des élections de décembre

    les 20 millions de Malgaches NE DEMANDENT PAS A S’APPUYER SUR UN SEUL HOMME

    C’est la Constitution calquée sur la 5° république française qui l’exige.

    question :

    1) pourquoi pas un système avec un président faible : avec le risque de DESTABILISATION GOUVERNEMENTALE PERMANENTE par une assemblée disparate

    2) notre système avec un président fort ne me semble pas indiqué dans un pays à culture démocratique trop jeune ou fragile …
    Voire à pratique démocratique inexistante et dérivant sans cesse vers l’AUTOCRATIE ou la DICTATURE(Ratsiraka et autres)

    3) en France on constate bien que cette prédominence présidentielle n’a été vraiment bien assuméee que par De Gaulle et Mitterand ( des républicains à très forte personnalité dans un pays démocratique !)

    4) dans notre monde moderne le système à tendance présidentielle est EN PRINCIPE une caution de stabilité indispensable pour le système sociétal et économique .

    MAIS :

    car notre mais est fort !

    1) nos gouvernants ne respectent pas la démocratie (ne serait ce que les emprisonnements politiques , quel que soit le président en place !
    Ils se comportent comme n’importe gouverneur des colonies à peau basanée !

    2) notre république est bananière : la corruption fait sa loi à tous les niveaux (dans un pays démocratique le travail des médias fait son oeuvre:
    ex Médiapart en France pour Cahuzac ,ou Washington post aux USA qui avait fait tomber Nixon !)

    A gouvernants , comme à l’égard de tous tenants de pouvoir , un nombre inquiétant de citoyens a l’habitude de croire en l’obligation de FAIRE CARPETTE sans réfléchir au lendemain (souvent parce qu’il ne comprennent pas d’où vient le coup : de FRANCAFRIQUE depuis 1960 !)

    un coup de fouet et  » merci vazaha be !  » tout sera comme avant disait FOCARD en, 1960 en donnant les indépendances -bidon !

  11. Ranavalona
    tsika dia manome tsiny foana,tsika anefa fantatra fa tsy havita idina an-dalam-be,efa misy mpitarika dia andao.
    Raha ny fodian’i dada indray dia miankina @ mpitondra izany fa lainga izany hoe:izy tenany no ikarakara ny fodiany ka noho izay no tokony ivondronan’ny hery @ireo depute mouvance sy ny independant,izay tokony ho andraikitr’ing R.Ravatomanga ny mandresy lahatra azy ireo mba tsy ho avy @Mapar ny PM

  12. raha tsy mahavondrona hery ka lasa ny mapar ny PM dia aleo indray mandresy lahatra ny President Hery andrava ny Depute satria ny mapar no lazaina fa maro anisa ireo anefa matahotra ny fodian’i dada ka anda atr@ farany ny reconciliation nationale ary tsy anao ny refondation vokany tavela any i dada

  13. Randrianiaina
    Fa iza hono no ho PM ?
    Jules Etienne, sa Haja Resampa, sa i ….Edgar Razafindravahy, na i Saraha Georgette Rabeharisoa , sa koa, i Kolo Roger ?
    Maromaro ihany hoy ilay tsy mahay manisa e !
    Toa efa fantatra ihany ANGAMBA ny PM fa ny ho Ministra isan-karazany no mampisy ny olana koo !
    De toute façon, mba ela an !!!! Rehefa tsy ho PM i Rajoelina aloha dia efa izy e, toa mandà hono mantsy i lery ! !

  14. A TOUS LES MALGACHES CENSES ET SOUCIEUX DE L’AVENIR DU PAYS !
    A GBD ,

    rajoelina a refusé de devenir pm !
    Ceci n’est pas un scoop Mais constitue une sévère défaite à ce petit aventurier qui a cru pouvoir abattre un baobao ! Oui il a été missionné moyennant des sous pour « tuer » politiquement Monsieur le PRESIDENT DE LA REPULIUE DE MADAGASCAR RAVALOMANANA MARC !IL A ECHOUE NON PAS FAUTE DE N’AVOIR PAS ESSYE MAIS FACE A LUI UN HOMME D’UNE FORCE TRANQUILLE ; D4UNE SAGACITE DEROUTANTE ,EN UN MOT UN FIN POLITIQUE ,PROBABLEMENT GRAND JOUEUR DE FANORONA !
    LA LUTTE CONTINUE DE PLUS BELLE !
    NOUS SOMMES HEUREUX ET FIERS DE NOTRE CHER PRESIDENT
    Docteur ROBIN
    Paris

  15. DCR,

    Ne parlez pas de défaite de rajoelina. Il avait tout gagné. Ça ne lui fait plus rien du tt qu’il soit pm ou non. C’est pour ça qu’il est moins bavard. Il a fini sa mission. Il est riche aujourd’hui, très riche qu’il ne pouvait espérer il y a encore qlq années.
    Ensuite, détruire Ravalomanana, oui. Mais surtout obtenir la soumission de Madagasikara à la mère patrie.
    Donc, il n’a eu aucune défaite.

  16. Clap clap à Alidera A.R. !

    Comment se fait-il que DCR n’arrive toujours pas à suivre la démarche machiavélique des foza, ainsi que de ceux qui les soutiennent directement ou indirectement au sein de mouvance Ravalomanana ?

    Nous n’avions pas cessé de tirer la sonnette d’alarme durant cette fausse transition, mais les pseudo « sachants » nous avaient snobés, ignorés, ou traités d’être à la solde des foza !

    Prière de ne pas rééditer le coup d’une mouvance Ravalomanana qui avance ses pions intelligemment et sûrement, puisque nous savons où cela nous a conduits !

    Comme il le dit Alidera, Rajoelina dit le domelina a gagné ; le peuple malgache ainsi que la démocratie ont perdu !

    Cherchez l’erreur !

  17. Ny hanongotsongona ny maty hono ……..anao ny manohy azy.
    fa ny ahy fotsiny hoe:na dia EFA SAIKA hanova zavatra aza i Rajao dia tsy tafa e!
    vao hoe hiaona izy sy Joely dia efa aza manantena n’inona2 intsony fa ny mifindra lasy no azo atao,
    dia izao efa hita izao moa ny vokatra, mazava ho azy!!
    Koa miala tsiny raha somary sarotiny aho fa ataoko kosa fa raha izao no fandehan’ny raharaha an…
    dia inona no ho azo ho hantenaina eo???

  18. Le seul maitre d’oeuvre c’est la FRANCAFRIQUE , écrasant le peuple malgache par K.O.

    Rajoelina n’est qu’un sous fifre de la françafrique depuis 2009

    Pantin comme Tsiranana

    Hery idem en décembre 2013 : il est NAIF de penser autrement !

    Françafrique avait besoin de remplacer le DJ gênant vis à vis de la C.I. par un inconnu lisse et malléable…

    Erreur d’oublier que Hery agira strictement dans l’intêret de la françafrique , parfait petit exécutant que l’on enrichira comme Rajoelina ….

    ==> Comme tout Africain pourri tel Ali Bongo ou Sassou N’Guessou ……..

    Il fera quelques gestes DEMAGOGIQUES au départ qui plairont à la masse tranquille , des gestes qui qui ne lui couteront pas cher , mais rapporteront gros …

    APRES

    comme disait Focard (en donnant les indépendances bidonnées en 1960 ) :  » TOUT SERA COMME AVANT »

    pour Madagascar le dépendant !

  19. AIZA MOA NO HISY ZAVABANONA KA ITONY TAIMBAZAHA FRANTSAY ITONY NO MANDIDY SY MANAO BAROA ARYY MANMBANY NY MALAGASY. Tena izao tokoa ve no hoe lohana metisy? Fomba fiteny ihany io fa miala tsiny aminareo metisy tsara fanahy aho fa ilay rangahy ity aloha dia tena tsivalahara!

    http://www.youtube.com/watch?v=byBcIoldhj0

    KAY VE TAHAKIZAO NO TOETRAN’ITY Patrick Leloup ity e?
    Tena Patrick AMBOADIA tahaky ny anarany marina! Mbola hifanena amin’ny mpihaza
    amboadia fa tohizo!

    Samia velonaina!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *