NY NIFANARAHANA TETO DIA NY FAMPODIANA AN’I DADA

IMG_0020

IMG_0020Misy ny mimenomenona mafy any anaty radio any hoy ny Ct Ravelonanosy Mamy Tiana androany teny amin’ny Magro Behoririka , milaza fa Rajoelina dia anjely amin’ny raharaha 07 febroary 2009. Matahotra hoy izy fa sao dia voasambotra amin’ny 07 febroary manaraka, fa ho avy ny filoha Ravalomanana dia ataovy ny fanadihadiana iraisam-pirenena. Ireny vahoaka milaza amin’ny radio ireny hoy izy dia mandainga fa tsy teny akory.

Momba ny voalazan’ny Robinson omaly dia nambarany fa ianao no nantenainay hitarika dia ianao no nitsoaka voalohany. Tsy misy Robinson hoy Mamy Tiana teto dia be olona fa nony nisy azy dia nihena ny olona. Momba ny tenin’I Robinson hoe “variana nanao fampielezankevitra ho an’ny depiote ny movansa Ravalomanana dia tsy nanao fampielezankevitra ho an’ny filohampirenena” dia nanambara ny tenany fa tsy marina izany fa variana nanao fampielezankevitra ho an’ny filohampirenena izahay ka tsy nahavita firy ny any depiote. Tany amin’ny disitrika hoy izy  dia tsy nahazo vola ny delegué , ny tenako dia vavolombelona amin’izany. Ny depiote rehetra hoy izy dia niatoka fiara hanaovana fampielezankevitra avokoa. Sao dia tsy rariny loatra hoy izy ary efa niala tany aminao ny olona roa tapitrisa izay nolazainao. Omentsiny ny filoha Ravalomanana hoy ity mpanao politika ity fa tsy nanome vola fa inona ireny vola sy angidimby ireny. Efa nomena ny “atout” rehetra ianao. Avereno aty amin’ny Magro hoy izy ny talenta iray nomena anao dia mandehana any. Raha ny filoha Ravalomanana no hanaovana takalo dia tsy rariny izany fa be dia be ny olona notohanana fa efa ianao no notohanana. Momba ny filohan’ny mpanohitra dia nilaza izy fa tsy ho lasan’ny Robinson io filohan’ny mpanohitra io, ny depiote lany amin’ny anaran’ny antoko mpanohitra hoy izy no lasa filohany. Izahay hoy Mamy Tiana dia tsy hifidy anao, afo nandoro ny lamba iny. Ny nifanarahana teto dia ny fampodiana an’I dada kanefa izy indray no atao tsinontsinona, noho izany dia tsara tso-drano ianao Robinson.

Ny Cst Hanri Randrianjatovo kosa dia nanambara fa matoa ny fihodinana faharoa tamin’ny fifidianana filohampirenena ohatra iny dia tany amin’ny fihodinanana voalohany dia efa nisy olana. Izahay hoy izy no nanao tsipaipaika tany amin’ny faritra Faratsiho iny amin’ny vola nomena ny delege. Tamin’ny fihodianana faharoa aza izahay dia noviravirain’ny olona vola roa alina ariary. Izahay tany hoy izy dia saika lasa adala naheno an’I Robinson miteniteny foana heo foza orana endasina. Tsy mahagaga hoy izy fa nararaotin’ny Mapar izany ary naparitaka haingana. Marina ny filazan’ny olana tato ato fa niborosy soavaly be tongotra isika. Io hoy Henri dia tonga amin’ilaytenin’ny filoha Ravalomanana hoe aleo fa ho hita eo izay mamadika. Lainga ny zavatra nolazain’ny Robinson.

36 pensées sur “NY NIFANARAHANA TETO DIA NY FAMPODIANA AN’I DADA”

  1. Samia mandini-tena sy mijery fitaratra daholo, fa tsy ny famerenana ny Filoha Ravalomanana ihany no tena nandrasan’ny vahoaka FA NY FIVERENAN’IZANY HOE FIRENENA TAN-DALÀNA IZANY !

    Izao izany hoe fitandrovana ny ara-dalàna izany, any amin’ny zaoridira ! Tsy hisy fiainana vanona izany intsony ao ! Iza no tsy mahafantatra an’izany ??

    Na ireo vahiny aza, fa ny azy dia bizina ihany ny azy no fantany ; ary rehefa tsy bizina na madio na maloto io, dia fandrobàna fotsiny izao !

  2. i jlr indray no homena tsiny mafy

    aiza ary ianao Me Hanitra,
    f’i firantay Chataigner tuteur an’ireo RAJAKOMBAZAHA fHery
    anie no efa TSY NANAIKY an’io ampahibemaso
    « Hanitra Razafimanantsoa de reconnaitre que le PRM a pris de sages décisions en ordonnant la dissolution des milices de la Transition. »

    ary @ site aza moa misy manatsatso an’i dada8, nefa mpanohana mafy azy tany aloha

    prouvé:
    MORA tena MORAMORA REBIREBENA ny sain-dra Malagasy
    ary tena MORA manadino (sa tsy mahay milanja hoe inona no tena mandanjalanja ny tena ilaina eo @ fiainana)
    ny maha-olon’ny fo eny foana ihany

  3. Mba mahalala menatra ary mba mandraisa andraikitra fa aza manilika ny hadisoana any @ ny hafa foana tompon’andraikitra @ ny zava misy rehetra ianareo hilazaona miady sy mifanaratsy nefa milaza fa samy zanak’i dada daholo dia ny mapar no lasa maro an’isa izao indray dia mitaky ho lehiben’ny mpanohitra nefa hiditra aao @ ny gouvernement i Hery dia mba mitombona ve izany ? @nay dia fitiavan-tseza fotsiny.
    Tsy ireo mpikabary ireo no hatafaverina ny filoha an-tanindrazana fa na ho dimy taona aza dia mbola eo @ magro eo foana isika ra ny tadiavin’ireo.
    Tsy maintsy hatao ny fifampiavanam-pirenena ary tsy azo hidivirana @ izany ny filoha Ravalomanana ka dia mazava fa tsy ho ela intsony dia hody an-tanindrazana ny filoha hampiavana ny malagasy ary hampandroso ny firenena

  4. Tsy mahagaga ny an’i Radokotra fa JEREO FOTSINY NY MASONY e!!
    masona TARONDRO koa aza gaga @ fivadiany tampoka, asaivo averina ilay
    dėba t@’ TV fa izy mihintsy no nilaza ny fanampian’i dada azy,ary mbola izy koa no nilaza sy
    naneho fa izy no filoha ary hiady hatr@ farany,nefa vao nahita ny mena miravi2 ilay masona TARONDRO
    dia nivadika LOKO tampoka .MAHONENA!!!maivana be koa ilay francmacon ve dė mba azo hianteherana ??

  5. un médecin INCAPABLE de comprendre le sens du terme « COLLABORER » doit se soigner la tête !!!!!!!!!!!!!!!

    A moins qu’il soit tout simplement INCAPABLE de capter le sens politique des évènements

    Ou à un degré encore plus avilissant : chien-chien qui cherche un nonosse ?????????

  6. Que M.RAvalomanana décide de continuer la politique ou non : je ne le jugerais JAMAIS sa décision!!!

    Il a largement payé de sa personne……..

    Mais le plus important est QU’IL RENTRE ET VITE ! TRES VITE !

    Notre quête de justice sociale et de démocratie pour notre pays ne s’éteindra pas ….

    Et nous savons que M.Ravalomanana partage ce point de vue …

    Et la vie continuera et M.Ravalomananac est jeune , c’est un citoyen LIBRE DE VIVRE SA CITOYENNETE et libre de sponsoriser le mouvement qu’il veut !

  7. Difficile à suivre « la comète »… ça clignote au gré des griefs FONDÉS de certains… la queue se consumerait-elle?

    Vous aviez AXÉ EXCLUSIVEMENT vos actions autour du retour d’un TROUBLANT CALCULATEUR, ravalomanana, encore une fois INCAPABLE D’AVOIR ATTIRÉ l’accord PUBLIC sur sa personne AVANT sa destitution! BIEN AVANT! Il s’est retrouvé ISOLÉ, SEUL, avec à peine 3000 faiblards à Iavoloha pour faire BOUCLIER HUMAIN! DES FAIBLARDS!

    Votre obsédé A CONTINUÉ de plus belle pendant 4 ans de « lutte » – pas la sienne, mais celle de PAUVRES ÉDENTÉS du magro. Il a TANCÉ à plusieurs reprises, depuis sa retraite dorée ZA, ces pauvres hères vestiges de FÉODALITÉ. Votre Ravalomanana S’EST TOUJOURS SERVI d’une masse docile POUR SES AMBITIONS, IL S’EST ENCORE, ENCORE SERVI de ce public du magro comme BOUCLIER PERSO! Il VA VOUS FALLOIR VOUS L’AVOUER À VOUS-MÊMES, POUR VOTRE LUCIDITÉ, VOTRE PROPRE INTÉGRITÉ MENTALE!

    Avoir soutenu AVEUGLÉMENT un egocentrique ravalomanana QUI NE VOULAIT personne d’autre que l’un des siens comme ÉLU, SAUTE AUX YEUX DE TOUTE PERSONNE HONNÊTE! C’est de la manipulation MENTALE et le fauteur se dit chrétien!!!

    Continuer à le soutenir RELÈVE d’une RARE FRAGILITÉ MENTALE, trés rare.
    Ce COUARD, ce ravalomanana LÂCHE INCAPABLE de DÉFIER QUICONQUE, NE MÉRITE AUCUNE CIRCONSTANCE ATTÉNUANTE, ET SURTOUT NE DOIT PAS, NE DOIT PLUS DIRIGER QUICONQUE, même pas le petit magro! Akoholahy fataka!

    Alors quand on voit « la comète » tout d’un coup se rappeler que ce combat concerne aussi « le retour à un état de droit », on se demande quelle herbe il a fumée. ça a été TOUT SAUF ÇA! FAUT PAS SE MENTIR À SOI-MÊME!

    HITA-BAHOAKA TETO IZANY! dada taitaitay… dada bla bla bla… sns et RIEN D’AUTRE, RIEN, RIEN!

    LE COUARD VOULAIT QUE VOUS LE CONSIDÉRIEZ COMME MESSIE, ET VOUS L’AVIEZ ACCEPTÉ LES YEUX FERMÉS, LES OREILLES BÉANTES ET LA GUEULE OUVERTE!

    ravalomanana N’EST QUE LE MESSIE DE SOI-MÊME! BASTA!

    Maintenant quand un orateur aussi clignotant que « la comète » FUSTIGE avec sa sarbacane’ ny Ntaolo, robinson, c’est simplement EXORBITANT!

    Robinson n’a jamais dévié de ses propres buts, jamais! C’est vous qui l’aviez mal perçu, TRÉS MAL INTERPRÉTÉ! à commencer par le LOUFIAT sud-africain! Il croyait le COUARD pouvoir manipuler quelqu’un d’autrE ALORS QUE C’EST LUI, sa petite personne, QUI ÉTAIT MANIPULÉ PAR TOUS, PAR TOUS! SADC, UA, UE, et même par un minuscule crétin kouchner… pour dire.

    Enfin le POINT LE PLUS IMPORTANT! VOTRE MALHONNÊTETÉ MANIFESTE!
    Nous avons des PREUVES audio-visuelles, des INTERVIEWS de délégués mouvance ravalomanana QUI N’ONT RIEN REÇU de PERSONNE! de préposés aux CAMPAGNES ELECTORALES SANS AUCUN SOUTIEN, engageant eux-mêmes LEUR FRIC aprés avoir VAINEMENT SUPPLIÉ votre mouvance, VAINEMENT! Voudriez-vous une référence unlisted de youtube, pour en être convaincus? ARRÊTEZ VOS SALADES!

    Que l’orateur NUL du magro – qu’importe son nom – dise le contraire, EST SIMPLEMENT MENSONGE, MENSONGE PAR OMISSION, MENSONGE PAR CRASSE MORALE, MENSONGE PAR MANQUE DE FOI!!!

    FAÎTES VOTRE EXAMEN DE CONSCIENCE! PLUS QUE N’IMPORTE QUI, VOUS EN AVEZ VRAIMENT BESOIN!
    Enfin, tout à la fin, c’est quoi ce CULTE d’un vulgaire humain? C’est quoi cette IDOLÂTRIE envers un LOSER LÂCHE? VOUS ÊTES TOUT SAUF CHRÉTIENS! PRATIQUEZ L’INTROSPECTION car vous êtes tous LAMENTABLES.

    Ce qui vous arrive, déceptions, frustrations, colère SANS OBJET, vous le MÉRITEZ PLUS QUE N’IMPORTE QUI! VOUS ADOREZ BAAL! et ce BALL est le CRÉTIN sud-africain, BRINQUEBAALÉ par toutes les vagues qui le dépassent!

    Enfin, que ce commentaire apparaisse ou pas sur ce site, M’EST ÉGAL. J’ai pris l’habitude depuis 3 ans de voir mon adresse IP filtrée. Et tout d’un coup, LA NULLITÉ DE MAUDITS EN BOUT DE COURSE, des modérateurs, ME TOLÈRE (je n’en ai PAS BESOIN! ce n’est pas important!). C’est un SIGNE ÉVIDENT D’IMPUISSANCE. BIEN FAIT! TSARA IZAY! SERVED YOU A RIGHT!

    REDEVENEZ DE VRAIS CHRÉTIENS! CESSEZ TOUTE IDOLÂTRIE!
    PS: question pratique, épanchez bien votre haine aprés la publication de ce commentaire. Je vous le permets, je vous en prie. Sachez que je ne lis JAMAIS les reactions à mes délires, JAMAIS! Soyez bien frustrés, c’est le but…

  8. Mba miangavy anareo rehetra re tompoko mba tsy hanaratsy an’i JLR – samy manana ny firehan’ny politika ny olona ka aza manary andro mifanaratsy – tsy mahatonga aiza izany – izay atao dia ataovy ara-dalàna fa lasa ambany dia ambany loatra ilay saina é

  9. 05 FEVRIER 2014 …NOUVEAU DEPART !
    repartir sur la base de la démocratie et de l’état de droit §
    L’intransigeance des Pays puissants ,qui se sont désolidarisés (USA, JAPON,ALLEMAGNE,GRANDE -BRETAGNE ,LES PAYS MEMBRES DUBRIC’S..) de la partie de la Communauté internationame qui a cautionné les élections frauduleuses qu on lieu à MADAGASCAR , prebd de l’ampleur et commence à
    produire des effets :
    – la révision de la structure de la gendarmerie (vestige et dépositaire et héritière de l’action coloniale à MADAGASCAR )n redéfinitinde sa mission au seun dela République et en faveur e »z intérêts malgaches et au profit de la sécurité du Pays.
    Cette remise en cause de la mission de la gendarmerie explique la dissolution du FIS , de la DST et du déxavfu et du remplacement nécecessaire du cu commandat de la gendarmerie qui cru être investi d’un pouvoir indépendant du pouvoir et pourtant a tout éxécuté contre la Loi toutes les basses oeuvres ordonnées par le pouvoir de facto ,moyenant le prix des prestations !
    – La Cour consitutionnele a fait une déclaration sur les électns..Cette déclaration importante doit être précisée et claire dans sa lettre et son esprit et surtout dans son contenu concernant la feuille de route !
    De toutes ces intransigeances de la promotion sans condition et la mise en place d’un comadement ou d’une direction de la gendarmerie dépendant du . comandement général des Forces Armées.
    D’autres redéfinition et d’autres précision concernant les Forces Armées et la police nationale verront le jour..
    De même seront examinés le r^le des ministères régaliens et leurs ministres qui ne doivent et ragir qu’ au titre et aux obligations dictées par les directives de la solidarité gouvernementale que TOUT MINISTRE DOIT RESPECTER..Dans le cas d’incompatibilité ou d’opposition avec le gouvernement ,le ministre »dissident » choisit la démission ou la soumission autrement dit  » il a le droit de se démettre ou de se soumettre « !ou il sera désavoué et doit quitter le gouvernement !
    Le Ministère de la Justice , autre ministère ; qui a obéi sans foi et sans scrupule ni honte aux ordres liberticides du pouvoir de facto et de dire et d’appliquer LA LOI sans la caution d’enqu^tes sérieuses ni le résultat ou la conclision d’un jugement équitatable respectueux des dispositions du Droit Humain..Les stages et les formations du personnel de la justice doivent être reprises et remises à jour pour encore renforcer la souveraineté , l’indépendance , la liberté de la Tustice pour convaincre les Malgaches de leur volonté d’observer et d’apliquer en tous ieux et dans toutes les circonstances
    L’ETAT DE DROIT qui a été insolemment ignoré dans ce Pays pendant cinq ans.
    cCes dispositions existent dans ntre vie constitutionnelle pour éviter les prises de décision personnele au nom de l’Etat et pour prevenir les dysfonctionnements volontaires ou par inattention..ou par l’intention de faire du mal sciemment !
    TOUTES CES DEFAILLANCES ET CES DYSFONCTIONNEMENTS VOLONTAIRES BIEN INTENTIONNES ONT ETE JNSTITUTIONNALISEES , INSTRUMENTALISES PAR LES PUTSCHISTES , AFIN D’ASSEOIR LER POUVOIR PROTEGE PAR SES AMIS COMMANDITAIRES INTERESSES PAR LES BIENS POTENTIELS DE MADAGASCAR !
    DU DEBUT DE L’ANNEE 2002 AU 17 MARS 2009 ? DURANT LE POUVOIR DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARS , ONT ETE MENES DE FRONT LA PROMOTION DE LA DEMOCRATIE , LA LUUTE CONTRE LA PAUVRETE ET LE DVELOPPEMENT ECONOMIQUE ET SOCIAL DU PATS AINSI QUE L ‘EDIFICATION DU PEUPLE MALGACHE PAUPERISE APRES 40 ANS DE GESTION DES MEMBRES DU PADESM SOUTENUS PAR LA FRAN9AFRIQUE DE DE GAULLE ?NOUVELLE LAISSE POURATTACHER LES ANCIENS TERRITOIRES FE L’ADMINISTRATION COLONIALE FRAN9AISE .
    PENDANT CETTE GESTION DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ET LES MALGACHES ONT REUSSI CONTRE LA PAUVRETE ? A PU CONCRETISER L’DEAL E LA DEMOCRATIE DANS LES SERVICES DE LA JUS
    TICE , DANS LECRUTEMENT DES AGENTS DE l’ETAT gangrene par la corrution ?le nepotisme et clientelisme non scrupuleux durrant la gestin du Pays par le padesm
    DANS LE MONDE RURAL OSTRACISE DE TOUT TEMPS  » LA PRATIQUE DEMOCRATIQUE  » A EU UN DEVEOPPEMENT RAPIDE DU A TROIS FACTEURS :
    –LES TANTSAHA ,MALGRE OU GRACE AUX DIFFICUTES DE LA VIE ,ONT SU CONSERVER ET APPLIQUE LES PRINCEPS DU FIARAHA-MONINA : LE RESPECT MUTUEL , LA HIERARCIE SELON L’AGE(en tête de la pyramide es plus âgés et à la base les nouveau-nés ), L’ENTRAIDE ( autour de la culture du riz ) , LE RESPECT DE LA PAROLE DONNEE ET SURTOUT DE LA DECISION PRISE EN COMMUN–NY TENY NIFAMPIERANA,
    –AUX BONNES CONSEQUENCES DE LA NOUVELLE ORGANISATION TERRITORIALE (REGION ,DUSTRICT ET FOKONTANY)
    –AUX RETOMBEES DU DEVELOPPEMENT DE PROXIMITE QUI A FAVORISE L’AUGMENTATION DE LA PRODUCTIVITE AGRICOLE ET DE L’ELEVAGE
    DE NOMREUX SECTEURS ONT BENEFICIER DE LA PROMOTION ET LA PRISE EN COMPTE DE LA DEMOCRATIE EN
    LEURS SEINS
    PRESENTEMENT LES MALGACHES ONT , AVEC ACUITE , BESOIN DE MANGER POUR SURVIVRE D’ABORD(SAKAFO , LOGIS , EAU POTABLE ET HYGIENE SURTOUT DE SE DEBARRASSER DES EAUX USEES ET DES ORDURES !
    LE POUVOIR ACTUEL , QI N’EST QUE LA SURVIVANCE DE CE POUVOIR ISSU DU COUP D’ETAT A-T-IL LE POUVOIR ET LES MOYENS DE CE DEFI ENORME POUR LE 20 MILLIONS D’AFFAMES : comment pouvoir manger ?
    NOUS DEVONS COMPRENDRE ET APPUYER L’INTRANSIGEACE DE CES GRANS PAYS RICHES QUI EXIGENT « ICI ET MAINTENAN » LA PROMOTION ET L’INSTITUION DE LA DEMOCRATIE PAR LA LA MISE EN PLACE D’UN GOUVERNEMENT D’OUVERTURE !
    LA SITUATION POLITIQUE ET SOCIALE A MADAGASCAR ET LA SOLUTION RAPIDE POUR SORTIR LES MALGACHES DE CETTE IMPASSE NE RELEVE PLUS DU BRICOLAGE ET DU RAVALEMENT DES FACàDES ,MAIS D’UN ACTE CHIRURGICAL PROPRE ET URGENT : REFAIRE TOUTES LES ELECTIONS AVANT LE
    29 MARS 2014..
    ET CETTE FOIS , L’OBERVATION , LE RESPECT STRICT ET L’APPLIVATION TTILLONE DES TRAITES INTERNATIONAUX TELLES LES DISPOSITIONS DE LARTICLE 21 DU DROIT HUMAIN ;L’ARTICLE 96 DE ACCORDS DE COTNOU QUI EXCUT TOUT INDIVIDU DE TOUTE ELECTION DANS UN PAYS Où IL A DE
    PRES OU DE LOIN IL A PARTICIPE A UN COUP D’ETAT !
    IL EST IMPOSSIBLE DE DEMANDER AUX MALGACHES D’ETRE TOLERANTS DEVANT LES CRIMES CONTRE L’ETAT ET DEVANH CES MORTS VICTIMES DU LUNDI NOIR ET DELA TUERIE DU 7 FEVRIER 2009 !
    UN DEAL AVEC CES MEURTRIERS CONSTITUE UNE TRAHISON DES MILITANTS MORTS ET VIVANTS ET UNE INSULTE A LA MEMOIRE DE CEUX TOMBES AU NOM DE LA LIBERATION NATIONALE DE PUIS 1895 !
    LA COUR CONSTITUTIONNELLE AU VU DES FRAUDES EFFECTUEES LORS DE CES ELECTIONS ET SUR LE CONSTAT DE L’IPOSSIBILITE DE LAISSER LES MAGACHES MOURIR A PETI FEU ET REPONDANT CONCRETEMENT AUX EXJGENCE DE TRAITEMENT D’EXTREME URGENCE DE CETTE SITUATION JNTENABLE DES MALGACHES ET ENFIN POUR DEBLOQUER LES AIDES FINANCJSDS ET TECHNIQUES AU DEVELOPPEMENT A MAGAGASCAR, OSONS CE MARCHE D’OBTENIR DES AIDES FINANCIERES CONTRE L’INSTITUTION ET LA PRATIQQUE DES REGLES DEMOCRATIQUES DANS LA VIE POLITIQUE ET DANS TOUTE INITIATIVE ,ACTION SOCIALE ET ADMINISTRATIVE EN FAVEUR DES MALGACHE !
    VU LFS DIFICULTES TANT POLITISUE QUE FINANCIERE ,
    ETANT DONE L’URGENCE DE L’ETAT DECARUTE QUI MET EN DANGET LES MALGACHES,
    LA DEMISSION DE CE PRESIDENT ELU FRAUDULEUSEMENT S’iMPOSE A LUI ET L’OBLIGE A QYUTTER CETTE FONCTION USRPEE PAR LE COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009 !
    SINON AU NOM DES FAUTES QUI CONTRARIENT LA LEGALITE CONSTITUTIONNELLE ET QUI
    INSULTENT LES CITOYENS ET CITOYENNES ET L’ETAT DE DROIT !
    LE RETOUR AU PAYS DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RELEVE DU DROIT DU CITOYEN MALGACHE QUI BENEFICIE SANS CONDITION FE LA LIBERTE DE CIRCULATION..
    AU NOM DE LA REUSSITE DE REDRESSEMENT SPECTACULAIRE DU PAYS DE L’ANNEE 2002 AU 17 MARS 2009 , VU SES EXPERIENCES ENTREPRENEURALES VU SES CONNAISSACES DES RELATIONS INTERNATIONALS QUE DEMENTENT PAS LES « CONDRATULATIONS « OH COMBIEN ESTIMABLES DE SES PAIRS DANS LE CONCERT DES NATIONS ..
    LE RETOR ATTEDU DE MONSIEUR LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC AU PAYS REPRESENTE UNE CHANCE ESSENTIELLE POUR MA PRISE ET LA REUSSITE DE CE NOUVEAU DEPART.
    QUE DIEU NOUS AIDE !
    Docteur CELESTIN Robin
    Paris

  10. zay ny tena mahakivy ahy variana mifanaratsy eto foana,ny foza re tompoko no manao an’izany e,sa tratran’ny VIRUS-poza???mankaleo be re tompoko ô!

  11. Eh az miady an-trano e, fa nga ts we olona tonga lafatra ndray ny Dr JLR lou e, de efa azo antsoina we FOZA ndray kou zany izy manomboka eto ve zareo, lol, tena mapme nareo ka, tena marina e, zao ve sisa mba foto-pisainana. Tsy misy resaka mivoka an io vava io afa-tsy ny ratsy sy manompa fona ve ranga, nefa de mino zareo fa vavaka ono no atao hiverenan i Dada e, mety tsara ihany ka, dans le monde à l’envers.

  12. Et encore une foi : « C’est le tour de DR Jean Louis Robinson »

     » Si tu n’est pas mon ami alors tu est mon ennemie »

    Iza ndray ny manaraka??

    M Hanitra?? Ravatomanga? Manadafy? Satrobory??

    ry mamy rakotoarivelo mo efa teo ny niala!!
    Tadidio tsara ity fa de hopa variraraka no miandry anareo mpitarika reo @ fotoana ahatongavanareo saina!!

  13. ô RAKOTO ô
    de ra i lalao ravalou si ravalou lui même mo zani miara-misaosi @ hery vao2, dia mahazo ni anjarani ko zani zareo.
    za alo manaiki mintsini ni fiverenan’i dadanareo eto ari omena anazi ni fahalalahana sahalan’i malagasy rehetra fa saingi miandri azi kosa ni IMPOT tsy nalohan’i TIKO BOYS nanomboka 2003 – 2008 izay mitentina 900 milliards fa tsy 700 milliard ozi TNN zai.
    tsy maintsi mifanaraka @expert-comptable zai lazainareo fouza i dadanareo zai ho lasa fouza kou mo zani.
    ozi nareo eto zai oe > samia velon’aina.

  14. de inona mou zany fa de ho lasa fouza doly zany zareo mianakavy ao ne no hiafarany e, ra zao stratégie ampiasainy zao e, tsy maints mifanaraka reo na tina na tsy tina e, de moudy Ra8, de lasa FOUZA AAA, zay mou zareo e, ze rehetr mikasika an io Filoha de lasa fouza hoazy, mdr, tena otran mlay miits kousa lou le fisainan-dry zareo reto e

  15. Nofiran’i Zà Louis ny zanak’i dada ! Tsy adàla ry Naika raha tsy nanohana an’iny rangahy iny satria GTS be no mpisandoka ! Zao izy miady mafy mba hahazo toerana @ HVM ! Shhhh!

  16. Dans un débat politique la critique est un acte démocratique.

    Qui aime bien chatie bien.

    Il ne faut pas voir le bout de la lorgnette du genre « manaratsy etc.. »

    On observe , on conclut , on s’exprime

    La diversité de pensée est une richesse

    C’est la PENSEE UNIQUE qui est un DANGER pour ceux qui espère en la démocratie.

    Il est vrai que nous sommes TOUJOURS EN SOCIETE DE TROUBLE après la société de violence de Rajoelina.

    Les observations sont plus pointues et les méfiances acerbes lorsqu’on constate des gesticulations qui ressemblent à une course à la soupe populaire …

    ON NE PEUT QUE REGRETTER AMEREMENT

    Concernqant les Ravalomanana : je ne jetterai pas la pierre , ils ont payé le prix fort et les menaces ou pressions doivent continuer !

    Les autres n’ont pas le droit de baisser la garde : RESTONS UNE OPPOSITYION DIGNE

  17. Rakoto

    il ne s’agit pas d’ostracisme (tu es avec moi ou contre moi )

    Il est question d’être clair dans sa ligne de conduite et en accord avec ses convictions

    Hery est un « bébé » françafrique tout comme Bongo ou Sassou Nguessou : être incapable de le comprendre est une faute politique majeure

    Il faut savoir ce qu’on veut

    Personnellement je ne flipperais pas à être « LA PETITE ESCLAVE SOUMISE » de françafrique………….

    Que ceux qui ont envie d ‘ALLER A LA SOUPE y aille ,

    ==> MAIS SANS ESSAYER DE COUILLONNER L’ASSISTANCE AVEC DES ARGUMENTS FALLACIEUX !

  18. Soupe merdique !

    Toa izao ny fandehan’ny tantara aminay izay mbola mihevitra atramin’ny farany, fa ny fanajàna sy fampiarana ny tena Lalàna irery ihany, no any fomba ahafahana manavotra an’io Firenena io !

    Governemantan’ny mpangalatra izany, tsy manintona anay mihintsy !

    Miala tsiny amin’ny namana amin’izay voasoratra, fa izay faly mihinan-tay dia avelao izy ihinana ! Tsy azo terena izay tsy tia !

  19. Ohatry ny hitako fa mihamahazo vahana ilay raharaha.
    Ny zavatra tsikaritro dia nampahazo vahana an’i Rajao ny famadian’i Tarondro (dokotera)
    Tarondro nivadika t@ dada dia Rajao indray namadika an’i MAPAR.Mifamaofao be ilay raharaha,
    tsy afaka ny mbola hiteny zavatra betsaka aloha aho fa aoka ny tantara no hitsara,ny hirariana dia
    mba hitohy ilay fandehan-javatra,ary efa misy aza mahasahy( ireo MAPAR ) ny milaza fa  » RATSIMANDRAVA »
    hitako ho tena misy diso fanantenana maro ao,ho hita eo aloha ny fandehan’ny raharaha manaraka.

  20. Mba lazao aminay ny fomba fahitànao an’izany hoe paolitika izany RANDRIANIAINA !

    Na dia ratsy aza ny zavatra ataony any ivelany, na dia latsaky ny 30 % aza sisa ireo mankasitraka ny ataony, maninona ny frantsay no tsy manongana an’i Hollande ?

    Na dia efa hita fa ratsy ary feno zavatra tsy mety, tsy rariny aza ve, dia tsy maintsy ekena satria mahantra ilay frienena sy ny mponina ?

    Dia mba inona izao no ho ataon-dry be’triche sy ireo miseho ho S ary i fery vao, satria ny frantsay dia tsy hanaiky praiministra tafiditra ao anatin’ilay listr’ireo voasazy (109), ny anarany ?

    Hiady an-trano ny foza ary hihiditra an-tsehatra indray ireto fotaka, dia hitohy ny korontana ! Dia mahafaly ve izany ?
    Aza adino fa mbola ireo nanongam-panjakàna ary dahalo no mbola mibaiko an’ity lazain’ny sasany fa fery vao ity, ary izy rehetra dia mahafantatra ny ratsy rehetra nataony io hoy aho, satria niaraka sy niray petsapetsa !

    Ho ekena daholo ve izany satria izany no atao hoe PAOLITIKA MALAGASY ?
    Maninona no tsy tonga dia nomena ny mpanongana ny fitondràna tamin’ny 2009 ?

  21. Izao indray ny CES dia nilaza fa nisy marina ny « fraudes massives » fa tamin’ny legislatives ihany !
    Aiza moa no tsy ho gaga ry zareo ao amin’ny Tananews, satria TOKONY IREO MPIFIDY SOLOMBAVAM-BAHOAKA IHANY ANIE NO NIFIDY AN’ILAY FERY VAO Ê, ARY NY BIRAOM-PIFIDIANANA DIA IRAY IHANY !

  22. Efa maro2 ihany izay afo nandoro ny lamba izay fa mba aoka izay tompoko ô!!
    ny vahoaka anie no mibata ny taolam-be tsy mitalaka e!!rehefa tsy izy ka mamofopo2
    foza rė tompoko isany ô! dia aoka ho avela ,ary mba manajà tena izay NISOLELAKA sy
    nitonantonana tany @ FOZA tany e!tohizo iny lalana iny !!dė ndàna mahazo!!ampy ny tenin’i dada fa
     » aza ny anarany no atao fitaovana HAMAROTANA TENA ANY ».

  23. I Radoko wa tsy nitondra fanafody ho an’ny zanak’idada fa nitondra « fery vaoavao » ! Dokotera mpisandoka mitondra aretina !

  24. Tsy fantan’ireo alika avy eny ambany tanàna ireo ve fa io Rajohell io no nampitifitra ireo havandreo ??? Mainty saina sahla @ hodiny marina !

  25. politika marina no atao eto @tanana eto. nahazo ni anjarani ni pro-dada-koto. mbola ho avi ni manaraka. vao manomboka miadi atrano nareo mianakavi de misamatitaka. tapatsinahi za mahita nareo reto marari fo si mifanome tsini.

    bera
    reo mainti reo mo zani le oe fouza mo zani, reo ambani tanana reo le 90% ni gasi. aratsio iani fa normal ra tsy maita rirani tsoni zani dada-koto anise zani.

    nareo fotsi si amboni tanana le be fo be eo amboni latabatra fotsini. tohizo tohizo mba hisi hiomehezana

  26. Ramener la politique à des magouilles de « lasopy miazraka aminy sokrila » c’est encore typiquement malgache !!!!!!!!!!!!!

    Madagascar ne sortira JAMAIS DU SOUS DEVELOPPEMENT avec des raisonnements aussi sous -développés …………….

  27. neurones particulièrement sous développé du torakizay !
    incapable de comprendre ce qui se passe depuis 1960 : il a besoin de parler, besoin de « reconnaissance »

    heisy éééééééééééééééé

  28. raha izaho no eo @toerany prezida Hery dia »ravako tsy misy atak’andro ny Antenimiera-pirenena »dia mamerina election legislative,raha tiany ny ho maritoerana dia tokony am-podiana malaky i dada ary ampiana izy @fanokafana ny groupe TIKO & MAGRO ary sokafana ny MBS radio & TV,radio Fahazavana,Mada,ireo ihany aloha dia ireo gadra politika sivanina ny famoahan’azy

  29. ===> RANDRIANIAINA !

    – Izaho indray dia mihevitra fa i JLR aloha dia efa naman’ny adino e !
    Lasa eritrerittra aho ka ireto no olona heveriko fa ……mety ho PM
    – Lalao Ra8
    – Georgette « la verte »
    Misy olona saika ho ampidiriko miaraka amin’ireo, fa aleo aloha mangina e !
    – Ary tsy ho gaga sy tsy ho tapaka lalan-drà aho raha miditra ao anatin’ny GVT i Ra8, ohatra : Ministry ny Economie na Finances.
    Fa izany moa dia resaka ! Mety tsy misy tonga amin’izany ireo, fa dia
    NY HO AVY no hitsara e!
    Tsy kivy tsy ketraka !
    Enga anie tsy hiroana intsony @ TGV ing.HVM !
    Miandry izay hivoaka ho PM eo. Ny tena nahafaly ahy aloha, dia i Beriziky tsy ho PM intsony.Olona tsy misy ilàna azy .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *