RAVELONANOSY MAMY TIANA : IARAHANTSIKA MANOMANA NY FITSENANA NY FILOHA RAVALOMANANA

IMG_0026Ny fifanatonana politika misy amin’izao fotoana izao, ny raharahan’ny movansa Ravalomanana, ny datin’ny 11 Febroary, ireo no anisan’ny nitondran’ny depiote voafidy tany Ankazobe fanazavana tamin’ny vahoaka teny amin’ny Magro Behoririka androany Talata 11 Febroary 2014. Nambarany fa ny hafatry ny filoha Ravalomanana ihany no mibaiko ny avy aty Madagasikara mba ialana amin’ny ahiahin’ny rehetra hoe misy ny mamadika. Ny zavatra ataon’ny movansa Ravalomanana hoy izy dia tsy maintsy misy ny tatitra any amin’ny filoha Ravalomanana. Tsy marina ilay resaka an-gazety amin’ny fanakiviana ny mpitolona hoe efa tafasaraka amin’ny filoha Ravalomanana ny mpitolona ary mihena satria niala ny filoha Ravalomanana. Vao mainka aza hoy ity olomboafidy tany Ankazobe ity miroborobo ny eto satria maro izao ireo fikambanana nanatrika ny AG aninkeho. Matoa niditra mivantana teto ny filoha Ravalomanana hoy izy dia misy hatrany ny fifandraisany amin’ny mpitarika eto amin’ny Magro. Ny fikarakarana ny fodiany dia andraikiny manokana fa ny fiomanana amin’ny fitsenana azy dia iarahana manomana. Ny movansa Ravalomanana hoy Mamy Tiana dia samy manana ny manahirana azy avy ny antoko tsirairay. Hatreto aloha hoy izy dia mbola eto ireo antoko mandrafitra azy fa mbola tsy niala fa ny fahasahiranana sy ny dinika samihafa no misy. Mety ahita olona ianareo hoy izy mandeha atsy na aroa. Tsy maintsy mahazo alalana avy amin’ny movansa Ravalomanana anefa izany fa rehefa tsy izay dia amin’ny anaran’ny tenany manokana. Raha mahita olona mandeha atsy sy aroa isika dia azy manokana izany. Mandeha ny dinika samihafa amin’izao fotoana izao ka na depiote na tsy depiote , dia tsotra ny teninay hoy ity mpanao politika ity fa izay mijanoana ato dia ato ihany. Momba ny fifanatonana politika dia nambarany fa misy fomba fijery maromaro eto amin’ny firenena. Eo ny filohampirenena izay manana ny politika izay ampihariny, eo ireo milaza fa misy tahotra , eo ny mety manana ny politika ampiharina miaraka amin-dRajoelina, eo ireo izay misy fisalasalana, misy ny te handeha ary ny ankilany misy ny te hiverina ato amin’ny movansa. Na ireo depiote natolotr’I Vital sy Hajo hoy izy izay manana fironana hafa ka te hiaraka amin’ny filoha amin’izao fotoana izao dia izay no manahirana ny fifanatonana samihafa. Ny mahagaga hoy ny depiote Mamy Tiana dia ireo mivondrona dia manalavitra ny Mapar. Efa fantatra izao ny faharatsian’ny sasany ka manomboka ialan’ny olona. Misy mpanao politika faizin’ny vahoaka Malagasy ankehitriny satria ireo no nampidi-doza ny firenena ary ati-doha niketrika ny fanonganam-panjakana. Teto isika hoy izy dia nijery hoe ahoana ny fomba fiasan’io parlemantera io, hivory hifidy ny birao anatiny izy ireo sy ny ho Praiminisitra. Ny lalàm-panorenana hoy izy dia mazava fa raha maro an’isa ny antoko dia lasany ny Praiminisitra ary na mahazo ny maro an’isa fa tsy ampy antsasany dia tsy maintsy mivondrona ireo antoko politika mitovitovy hevitra ka tsy maintsy miandry izany. Ireo antoko manana fironana ao amin’ny movansa Ravalomanana hoy ny depiote Mamy Tiana , mety efa misy ny fifanatonana, dia apetratsika amin’ny Andriamanitra izany rehetra izany. Mahakasika ny datin’ny 11 Febroary dia nambarany fa mbola ao anaty ao foana ny tsy maty voalavo ankibo ka mahatsiaro iznay isika ankehitriny . Raha misy ny nitolona teto dia ny ady amin’ny mpanjanatany ary mbola atrehintsika izany.

18 pensées sur “RAVELONANOSY MAMY TIANA : IARAHANTSIKA MANOMANA NY FITSENANA NY FILOHA RAVALOMANANA”

  1. Mba miangavy raha azo hatao Tompoko ry zareo mpitarika ao @ Magro,
    aoka rė mba hajanona ity fitsenana e!fahatongavan’i dada e!sns ity fa aleo izy ihany
    no hanamafy izay raha ho avy izany andro izany a!!na misy olona na tsisy eo @ Magro dia tsy olana amiko
    satria hain’ny olona tsara ny tonga raha vao hilaina izany ,TSY TERENA NA VIDINA izy ireo fa mahalala ny hataony
    tsara.
    Ary raha izao no mitohy dia i Tarondro ( dokotera ) sy domelina sisa no hiaraka an!!tsy ahy fa azy!!!

  2. Ny afon’y Tolona tsy maintsy taizaina mba hireitra sy hanafana !
    Efa iaraha6âhalala « fa tsy ho ela dia ho tonga izy « !Maro ireo Mpitolona no maika tsy faIngana , tsy mahandry tantana satria iDADA no nametrahan’izy ny toky sy ny fanantenana!IDADA no any herin’izireo ary azony antoka !
    Sarotra fa mety koa IDADA dia mila ny afo taizain’ny Mpitolona ary ny fihainoany ny dridran’INGILO mihira ny fodiany dia mamelombelona ny fahanginana iainany !
    tsy tantin’ny sasany izany fa MAHASOA IREO TSY SASATRA MIVAZO IZANY !

  3. « Mangina tokoa ny lohasaha lalovantsika ! »afatsy ny vetson’ireto Mpitolona mivaka sy mitataho amin’ANDRIAMANITRA ny fiverenana aingana eto ANTANINDRAZANA ny FILOHA-PIRENENA RAVALOMANA MARC !
    Nefa aoka isika tsy ho sodoka na varimbariana satria tsy haintsika ny fitondran’ ANDRIAMANITRA ,izay nitahy sy nomba antsika atrizao !
    Marina fa mafy ho an’ny Rehetra izay dimy taona izay , nefa TSY RESY ISIKA fa ireo ilaza ho fahavalontsika dia toa ny tandrimo :nihodikodina am-pitorana teo fotsiny fa tsy NAHAVITA ASA-PANDROSOANA NA KELY AZA HO AN’NY MALAGASY.
    NY VOLA TAHIRY NANGO?ON4NY FITONDRANA RAVALOMANANA MBA ENTINA MANAMPY NY MALAGASY AZA NALAIN’IREO !NY LALANA SIMBA NA NY TETEZANA TAPAKA TSY MISY MANAMBOATRA !
    Fotoana atarovantsika ireo bainga voavadiky ny MALAGASY NOTARIAN’ idada izao ary fampitahana ny vokatra ny FITO TAONA NISESY –NY JANVIER 2002 KA
    ATRAMIN’NY 25 JANVIER 2009 SY NY VOKATRA IZAY ASA NATAON’IREO MPANONGAM-PANJAKANA NANDRITRY IZAY DIMY TAONA IZAY !
    MISY MALAGASY MILAZA FA MANOHANA AN’IDADA nefa amin’izao ftoana toa niova loko , niova fijery, niampita lalàna nihazo ity fitondrana tonta tsy nahavita na inona na inona hoan 4NY MALAGASY !Mahagaga ny fijerin’izy ireo niova loko ka ny maint be amin’izy ireo dia lasa otsy be !
    TENA MISY MALAGASY TSY AZO ANTOKA , TSY AZO HIANTEHERANA ARY LAZAIN’IZY IREO FA FAHAFAHANY IZANY !
    atsy fantatra hoy aho ny FITONDRAN ‘ ANDRIAMANITRA , raha tahiany FA MISY FIOVAN-JAVATRA MAHASOA DIA IRENY OLONA MISABABAKA IRENY NO MAKA NY LOHALAHRANA ARY HITENY HOE :3 NIARAKA NITOLONA IZAHAY ATRIZAY ARY ITANAREO FA IZAY MAHARITRA VADIN’ANDRIANA !3
    MIJOROA SY MITANDREMA ARY MINOA FOTSINY IHANY  » FA NA MANDALO LOHASAHA MANGINA AZA ISIKA  » DIA TSY MANDAO ANTSIKA JEHOVAH !

  4. tsy hoe manakivy anareo zanak’i dada fa zany dada zany dia mitovy amin’i Ratsiraka sy zafy refa tonga eto! Tsy ho lasa filoha izy, tsy ho praiministra, tsy ho minisitra, tsy ho maire ka tsy misy azony atao ho anareo ra tsy hoe mizara vola tsotra izao na manangana ny Tiko de ze tafiditra miasa mo de arahaba soa!!

    Na ireto olona mitolona ireto aza otrany ho asuré ny recrutement! Tokony hiasa ry zareo aleony makeny @ magro => Ra8 andray ol otr’izany???

  5. Tena mampalahelo mihts ranga le mpitolona ra fitahina otran zao fona ka, fa manin nefa ra ts tenenina tsouny za we dada hoavy e, ho tonga am zao e, hitsena azy sika e, miomana e, avelao izy tenany miits no hiteny we am zao za no hody e, de zay vo tenenina zany, sa ts matoky hoe ho tonga ao @ Magro ny mpitolona ra tsy ampanantenana an zany, ra tena @ fony no itiavany an’i Ra8, na ts makao ary izy rehef tonga ny fotoana we hoavy Ra8 de tonga fona izy, fa az zany fona no hirahiraina eo e

  6. Ratsiraka et Zafy ???

    comme je l’avais déjà écrit :

    les valivotaka (pseudo côtiers, « hauts plateaux » nés sur la côte et fondus dans la population) sont les racistes dits côtiers les plus acharnés

    Le père de Ratsiraka est un valivotaka merina de Vatomandry

    Zafy est un valivotaja betsileo de Diego

    Zafy est Ratsiraka sont des côtiers « TSY MAZAVA » qui ont et attisent le racisme pour s’imposer aux populations de la côte , c’est de la MANIPULATION POLITIQUE A TITRE PERSONNEL

    ==> l’arbre qui cache la forêt

    MANIPULATION FONDEE SUR L’USURPATION DE QUALITE

    Tsiranana pur côtier n’était pas aussi haineux !Il était dépassé par les évènements mais était honnête homme …

    C’est Resampa qui s’était enrichi derrière les fagots , détournant les aides internationales …pour ses orangeraies par exemple !
    Resampa était maitre d’oeuvre du racisme anti merina pour détourner l’attention de ses basses besognes .

    Cettte mise au point étant, sache que :

    notre lutte ne s’arrête pas à une personne mais à sortir notre pays de l’esclavage économique français depuis 1960

    Aussi :

    Rakoto (Denise) apprend le dessous de l’Histoire avant de faire des comparaisons ridicules avec Ravalomanana

    Elevons le débat au lieu d’entretenir des discours dignes de chiffonniers.

  7. Ratsiraka et Zafy ???

    comme je l’avais déjà écrit :

    les valivotaka (pseudo côtiers, « hauts plateaux » nés sur la côte et fondus dans la population) sont les racistes dits côtiers les plus acharnés

    Le père de Ratsiraka est un valivotaka merina de Vatomandry

    Zafy est un valivotaja betsileo de Diego

    Zafy est Ratsiraka sont des côtiers « TSY MAZAVA » qui ont et attisent le racisme pour s’imposer aux populations de la côte , c’est de la MANIPULATION POLITIQUE A TITRE PERSONNEL

    ==> l’arbre qui cache la forêt

    MANIPULATION FONDEE SUR L’USURPATION DE QUALITE

    Tsiranana pur côtier n’était pas aussi haineux !Il était dépassé par les évènements mais était honnête homme …

    C’est Resampa qui s’était enrichi derrière les fagots , détournant les aides internationales …pour ses orangeraies par exemple !
    Resampa était maitre d’oeuvre du racisme anti merina pour détourner l’attention de ses basses besognes .

    Cettte mise au point étant, sache que :

    notre lutte ne s’arrête pas à une personne mais à sortir notre pays de l’esclavage économique français depuis 1960

    Aussi :

    Rakoto apprend le dessous de l’Histoire avant de faire des comparaisons ridicules avec Ravalomanana

    Elevons le débat au lieu d’entretenir des discours dignes de chiffonniers.

  8. Tssssssss !!!

    Itony mba vakiana dia mba « handroso » angamba ny firenena indray andro any !!

    Madagascar-Mali, Ma-Ma et même blema ! Mêmes traitements ???
    Il y a des putschistes qui sont mieux choyés que d’autres !

    ….
    « Et dès la prise de pouvoir dans leur pays respectif, les deux jeunes militaires ne savaient pas en fait quoi en faire, puisque cela ne relevait pas de leur terrain de prédilection. Aussi, du tâtonnement à l’amateurisme, ils étaient devenus des « perroquets », adorant les gros airs et le bavardage, pour ne rien faire de bon au finish. »
    ….

    http://www.malijet.com/actualite-politique-au-mali-/flash-info/85196-sort-des-putschistes-en-afrique-sanogo-sur-la-trace-de-dadis-c.html

  9. Resaka Mali ihany !


    « Pour l’Union Africaine, le putsch intervenu le 21 mars dernier au mali est un défi lancé au processus de démocratisation en cours sur le continent, et un affront réel à tous les démocrates sincères, engagés dans la construction de l’Etat de droit en Afrique. »

    http://www.lanouvelletribune.info/index.php/actualite/etranger/10464-mali-lua-condamne-sansreserve-le-putsch-et-demande-le-retour-a-lordre-constitutionnel

    « démocratisation en cours » ou « crétinisation en cours » ??

    Où sont-ils TOUS ces « démocrates sincères » ????

  10. Adia mba ahoana koa itony ?

    « Mamy Rakotoarivelo : La Mouvance Ravalomanana a des chances de présenter le Premier ministre ». Source Tananews

    Namokatra angaha ny fikaotikaotiana manara-penitra ?

    Ary dia inona no hamaliana an’itony ?

    Assemblée nationale : Opposition quasi inexistante !

    http://www.tananews.com/2014/02/assemblee-nationale-opposition-quasi-inexistante/

    Ahoana tokoa moa no mbola hilazàna fa ho sefon’ny mpanohitra kanefa manantena fiaraha-mitantana, ary manantena ho lehiben’ny governemanta mihintsy aza ?

    Raha fintinina dia hoe : « Je serai l’opposant de moi-même, si des fois, je ne fais pas ce qu’il faudrait faire » !

    Mdr !!!

    Fa voan’ inona daholo ê ? Tsy mbola fay foana ?

    Ody gasy sa izao no tena hoe Ady gasy ?

  11. tsy misy politika vanina Madagasikara …

    rerantsaina betsaka laotra , tsy mitsinjo ny ho avy , voky lasopy be sokrila….

    Tsy mahatakatra velively ny fandehan-javatra erany Afrika
    (RESERVES DE RESSOURCES MIAM MIAM POUR PREDATEURS !)

    be vola androany , « kat mi » rahampitso

    opportunistes que la vie au jour le jour ne dérange pas …

    Ils n’ont rien à faire d’une opposition , même constructive, leur seul moteur vital = belle villa et 4X4 aujourd’hui , quite à être sur le pavé dans 10 ans …ou moins après un énième rotaka d’un peuple de mendiants qui n’a pas d’autres moyens de s’exprimer !

    on n’a que ce u’on mérite : ordures et peste sur fond de corruption.

  12. O ry GBD a!!
    inona ny adi-hevitra ho ampiakarina eto nefa nen’ny Zanak’i DAda ary mino fotsiny ihany no betsaka isaky ny misy zavatra tenenina!!

    Ra tantara indray lo no resahina d zara az tsika tsy tratran’ny asa anterivozona tamin’ny fanjanahan-tany!! sad zao misy internet ahafahana manaraka ny zava misy sy mizara vaovao!!

  13. Sao dia efa tena MATY TAPAKA aza ny olona ao @ ankolafy Ravalo ao ka
    mbola HIANTEHITRA HAZO BOBOKA OHATRA ANDR’i Kotovelo ??Sa Ho PM
    indray kotovelo ho vidin’ny FODIAN’ I DADA??dia avy eo hanjavona ohatra ilay FR nosiniaviny???
    Na Ravato azy dia tokony efa tsy ho ao intsony tOMPOKO isany ô!!sa mbola tsy ampy antsika angaha izao
    fahavoazana izao e??sao dia tsy rariny e???MBA MIJALY ANIE ILAY VAHOAKA ray olona e!!!sa tsy dia
    mampaninona ny sasany??sao dia ho tsaran’ny tantara miaraka @’ireny ZANA-BARATRA ireny ianareo ry
    Dada sy Neny Malala ô!!MIFONA rė e! Neny mbola eo mahavita azy tsara koa nahoana no hiantehitra olona
    efa tsara hofana avy any @ renimalalany any no mbola hampijaly ny vahoaka eto indray e???MIFONA e!!!

  14. MDR ry rrakoto/denizy

    tsy hahoko ny resaka niveau Besarety !

    haotra ny hoe vitany resaka zanaky etsetra izy ty….

    Babanareo angamba « virtuel » ????? dada petsapetsa angaha ny anareo ???

    ny dadako dia fantatro fa vadin’i mamako !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *