FAHENDRENA LEHIBE NATAON’NY FILOHA RAVALOMANANA IZANY FIHAVANANA IZANY

horace

IMG_0043Ataonay ny adidinay hoy ny depiote Rasoanoromalala Horace rehefa ho an’ny firenena izany. Be ny resaka mandeha , be ny tsy faly, rariny loatra izany raha tonga amin’izany fa maninona izy no tsy omena tatitra. Tsy omentsika tsiny ny olona. Mandrava fihavanana ny tsy fanaovana tatitra. Tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asan’ny governemanta ny fampihavanana ary fahendrena lehibe nataon’ny filoha Ravalomanana izany fihavanana izany. Misy ny resaka fa mipatitaka ny Mapar. Fandravana fihavanana izany. Tsy fahavalo ny Mapar fa tsotra  fa rehefa mijery isika ny tenin’ny filoha Ravalomanana hoe fampihavanana dia nanatona ny Pmp izy ireo ankehitriny. Moa ve tsy efa manatona ny fampihavanana izany. Fandaharan’asan’ny filoha Ravalomanana izany rehetra izany. Aza atao mankarary sofina ho anao raha misy Mapar hiditra ao amin’ny Pmp.

Nasiany teny ihany koa teto ny asan’ny mpitandro ny filaminana.Isaorana ianareo nahavita ny adidinareo nitondra ny meloka na tsia eo amin’ny fitsarana. Manameloka kosa izahay raha ianareo no sady hamono sy hanapaka izay meloka. Malahelo izahay raha ripaka ny vahokanay.Voalaza ve  fa jiolahy izy ka notifirinareo ato aoriana. Tsy anjaranareo ny mamono olona. Betsaka ny lalàna no tsy voahaja eto amintsika, anisany ny mpivarotra amoron-dàlana sns, koa maninona ireo raha tifirina fa mpangalatra daholo, fa nahoana ny zanakay no tifirina, sa efa misy lalàna amin’ny famonoana olona ho faty eto. Aza ianareo no tomponandraikitra manampitra ny ainy fa sambory izy dia eto eny amin’ny fitsarana. Dahalo maro no matinareo , malahelo amin’ireny ny vahoaka Malagasy. Tsy hoe miaro jiolahy akory izahay fa tsy anjaranareo ny mamono olona. Ny asanareo atao dia ny fisamborana dia atolory ny fitsarana fa mbola takiana aminareo ireny rà latsaka ireny. Malahelo izahay amin’ny aina naripaka, be ny asan’ny fanjakana tsy vita. Io tetezamita io no nanangana izany jiolahy izany. To avao maika aza mirongatra ny asan-jiolahy. Lanjalanjao ny asanareo . Maro ny tsy manaran-dalàna fa tsy mitifitra ianareo.

Efa vaky ny sambon-dRajoelina hoy Fenomanjato ary efa nivadika ny vahatra, hipatitaka atsyho atsy. Misy mahafantatra ny tomboantsoam-pirenena na dia kely dia kely aza. Fantatr’ireo ny herin’ny filoha Ravalomanana teto. Isika dia nijoro ho amin’ny fitiavana azy sy ny fitiavana tanindrazana. Mbola hotohizantsika ny tolona fa ny filoha Ravalomanana tsy hivadika amin’ny teniny na oviana na oviana. Manantena ny fahatongavan’I dada isika ary efa niteny ny filoha Hery fa hanao fampihavanana. Izay no niriantsika rehetra. Raha hampandroso ny firenena isika dia tsy hahavita inona eo raha tsy eo ianao. Noho izany manao antso amintsika hanambatra ny hery, hiray hina.

10 pensées sur “FAHENDRENA LEHIBE NATAON’NY FILOHA RAVALOMANANA IZANY FIHAVANANA IZANY”

  1. Docteur CELESTIN Robin dit :

    24 mars 2014 à 13 h 39 min

    « ET POURQUOI PAS ?

    Cinq années de perdues ,élections adémoceatioques truquées débouchant sur une situation politique inchangée avec toujours les putschites ,apparemmmeny aux commanes par conséquent aucune intention ni un brouillon de programme détaillé pour sortir le Pays de ce marasme qui plombe tout !

    Lors des ces visites courtoisies inutiles à l’état actuel de notre situation car Nous n’avons pas les moyens pour fnancer ces tournées de cirque qui ont servi à ce faisant fonctin de président et de son épouse à vouloir se faire voir,avec cette excuse fallacieuse de discuter de l’octroi des aides financières pour le développement de MADAGASCAR…Alors que tout sait mieux que lui la raison et les conséquences de l’arrêt brutal de l’essor ,du take off du développement du Pays.

    Ce rajao..a-t-il le sens du ridicule ,de la honte car ses interlocuteurs les uns sincères (les USA ,la FMI ,la BM)d’autres hypocrites et flagorneurs ( le MAE de la France et les SG de l’OIF et à la dispora malgache qui connaît petinemment la situation politique bloquée dy Pays que TOUS LES MALGACHES DOIVENT DENONCER ET DOIVENT REFUSER FERMEMENT DE PERMETTRE A CE RAJAO—qui est seul au pouvoir–DE TROP PARLER POUR NE RIEN DIRE ET DE PARADER ICI ET LA ALORS QUE LES MALGACHES SOUS6VIVENT DANS LA MISERE NOIRE SURTOUT PAR RAPPORT A LA CROISSANCE DE 7.9 % avant le coup détat perpétré par ce président à la manque et sa bande !

    OUI , les jounalistes et de nmbreux Malgaches en mal de notoriété jouent avec le feu en bavant d’admiration devant cet » agent » de la françafrique » et qui , avec vantardise , mettre les jalons du développement du Pays et qui se contente de répéter ue le discussions avec les bailleurs se feront bientôot

    —-SANS QU’IL MENTIONNE L’INTRANSIGEANCE DE DES BAILLEURS DE FONDS ET DES USADE METTRE VITE EN PLACE ET D’APPLIQUER CONCRETEMENT LES REGLES DEMOCRATIQUES (OUVERTURE SUR d’AUTRES PARTIS POLITIQUES ET DE RESPECTER LES DISPOSITIONS DU DROIT DE L’HOMME ET U CITOYEN !
    –Et DE RESPECTER SCRUPULEUSEMENT LES DISPOSITION DE DROIT DE L’HOMME ET DU CITOYEN(

    RGISSEMENT DES PRISONNIERS POLITIQUED -QUI EXISTENT A MADAGASCAR ,L’OUVERTURE DES ANTENNES RADIO-TELEVISEES QUI SONT LES SIGNES ESSENTIELS DE LA LIBERTE DE IA PAROLE ET DE L’EXPRESSION!!
    NOUS N’AVONS PAS LE DROIT , EN NE FAIISANT ET EN NE DISANT RIEN , D’ETRE LES COMPLICES DE CE PUTSCHISTE QUI NE S’EST PAS TRANSFORME EN AGNEAU DEPUIS SA MISE EN PLACE A CE POSTE USURPE !SON INERRTIE I ? SES VANTARDISES ET SES MENSONBES INACCEPTABLES ( IL N’ Y A PAS DE PRISONNIES POLITIQUES A MADAGASCAR…) ET ET SUR LE PLAN INSTITUTIONNEL SES DIFFICULTES DE NOMMER UN PREMIER MINISTRE ET SURTOUT SON MANQUE D’AUTORITE SUR MES DEPUTES PUTSCHISTES QUI DOIVENT OBSERVER UNE CERTAINE DECNCE…
    Ces actes –csages rituels d’un vrai président au fait de la chose présidentiels Nous prouvent que cet EST NUL ET DESHONRE LA FONCTION PRESIDENTIELLE !
    ET LE PLUS BEAU SPECTACLE DES PUTSCHISTES SE PRODUIT LORS L’ANNONCE DU VERDICT DE LA HHC et DU CNSEIL D’ETAT CONCERNANT LA REQUETE DES DEPITES DE LA PMP A TSIMBAZAZA !

    ET VOYEZ-VOUS LA PRESIDENCE INOPERANTE ,LA PRIMATURE INEXISTANTE ? L’ASSEMBLEE NATINALE VIRTUELLE SONT LES STIGMATES DE LA VACANCE POUVOIR !
    CETTE SITUATION POURRAIT PRECIPITER LE RETOUR ANNONCE DE
    MONSIEUR LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC AVEC L’ENCOURAGEMENT ET LA BENEDICTION DE CES GRANDS PAYS CONTRE L’ORGANISATION DE CETTE ELECTION ET PEUT-ETRE SUR LES CONSEILS DES BAILLEURS DE FONDS !
    ET POURQUOI PAS ? »
    « DIEU EST BON ET GRAND ET SAIT APPORTER TOUTES LES SOLUTIONS A NOS DIFFICULTES ! »

    Docteur CELESTIN Robin
    Paris

  2. LA FRANCE EST EN PERIL !! NOUS N’AVONS PLUS ASSEZ À MANGER !!

    Dehors les étrangers, les immigrés ! Dehors tous les voyous, tous les clandestins , ces indésirables qui non contents de voler notre gagne-pain, ne s’embarrassent pas de piquer nos filles et garçons !!
    Nos paysages sont défigurés ! La belle culture française vole en éclats, est en voie de disparition ! Les immigrés nous envahissent tellement, que nous n’arrivons plus à maîtriser l’écriture de notre langue !

    LA FRANCE AUX SEULS FRANCAIS ! DEHORS, ON NE VEUT PAS DE BISOUS-BISOUS AVEC LES BLACKS, LES JAUNES ET LES BOUGNOULS !

  3. Remarque : Même en désaccord avec leurs présidents, je suis sûr qu’il ne viendrait même pas une seule fois aux gens du Front national, l’idée d’envahir le Palais présidentiel ou la rue du Faubourg St-Honoré !

  4. Tena efa mitapy ve ianareo e! Ravalomanana ve no heverinareo fa hanao izany fihavanana izany. Tsy tafody teto izay olona tsy tiany raha tsy nesorina teo izy. Ohatra amin’izany ry Pierrot, Lalatiana, Ratsiraka maro be ireo gadra tsy nivoaka raha tsy niongana teo iny Devoly lahy iny . Ka Fihavanana inona no andrasana aminy . Rehefa izy ve no voa dia hoe fihavanana?!? Na I Ravaloanana sy ny forongony na i Andry Rajoelina sy ny zanaka MAPARANY Tsy ilaina hanalokaloka ny fitondram-panjakana intsony fa efa namarina ny firenena tany amin’ny lavaka tsy hita noanoa. Fa efa tena lany olona ve i Madagasikara no hiandry an’i LOSIFERA(Ravalomanana) Sy BELZEBOBA(Rajoelina) hanavotra ny firenentsika isika! Akaiky izao ny 29 marsa Fotoan’ny fandinihan-tena izao! MITSANGANA RY MALAGASDY FA MILA ANAO NY FIRENENAO . Tsy mila GIC, Tsy mila USA, Tsy mila LAFRANTSA , tsy mila Union Europeénne . Mila anao zanany ny tanindrazanao!
    Aok’izay ny an’ireo mpanao pôlitika maloto baikon’ny vahiny ireo!!!!

  5. tsy hitako izay hivazanan’ity eo
    mitsangàna ra-zaian ENTO NY FIRENENA an: feno olomanga anie ireo mpiara-monina aminao ireo ê!

    mampmé

  6. Mdr !!

    Olomanga aiza ry HoAiza â ?

    Feno olo-mangana, mihinana ny tadiny ! Tsy toa tamin’ny andron’ny Filoha Ravalomanana !

  7. mba tsy hilazàna hoe olompotsy olo-mena olon’oranze
    dia: olomanga voafahan-dalimanga LOL

    toa mimpenina etsy sy eroa ity fHery

  8. Le corbeau est harcelé de partout, même par ses amis papango et autres hiboux !
    Le grand aigle américain surveille de près aussi chaque mouvement du corbeau gasy ; les oiseaux de proie européens ne seront pas tendres non plus avec le corbeau, la semaine prochaine ! Ils le déplumeront comme il faut, qu’il sera nu comme un ver de terre !

    Cette affaire de chouette tombée de son perchoir, ne va pas du tout l’aider, quand bien même qu’il s’en serve pour justifier son incapacité à trouver un Papango Mouillé (PM ) !

    Mdr !!!

  9. « Tsy very tsy ho havana ny havana » ? Marina loatra hoy ny sasany, kanefa…… !

    Indrisy letsy Raklio, taloha angamba izany satria efa noravàn’ny foza izay rehetra mety ho maha malagasy ny malagasy !

    Asa ialahy io aloha raha manohana an’ireto foza, fa dia misy mihintsy tsy menatra manohana an-dry zalahy ireo, ireny niaraka tamin-tsika taloha ireny !! Tena foza tsy laitra !

    Mahatsiaro ny « jazz club » fahiny, niaraka tamin-dry Mbola sy ny tary rehetra !
    Tohizo letsy ny lamozika, fa ankaotr’izay omen’ny vady aman-janaka, io ihany sisa no toa any fahafinaretana mba azo amin’izao fotoana izao, ary tsy azon’ny foza angalarina !

    Reveo manja ity Tyros ê !

    Mampamangy any amin-dry Hary sy Aimée, ary i Bodo kely letsy, raha sendra mba mandalo ato ialahy â ! Tsy hitako ao amin’ireo sary ry zareo !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *