NANDRESY ISIKA SATRIA NIALA IREO OLONA NAMPIJALY ANTSIKA

IMG_0029

IMG_0029Mitohy hatrany ary tsy mijanonana ny hetsika tanterahan’ny vahoaka mpomba ny movansa Ravalomanana eny amin’ny Magro Behoririka. Tonga eny an-toerana hatrany ireo mpitarika mitondra fanazavana ny fizotry ny raharaham-pirenena. Androany Alakamisy 06 Martsa 2014 dia anisan’ny nandray fitenenana tamin’izany Ramatoa Brenda. Nihintsana tsikelikely hoy izy ireo olona nampijaly antsika. Efa mikoropaka ihany koa Rachristine fa efa mihozongozona ny sezany. Na dia mihisatra aza hoy izy ny fanendrena ny Praiminisitra dia isaorana I Hery, mila diovina aloha vao apetraka eo. Aoka isika tsy hirotoroto fa hiandry. Nandresy isika hoy izy satria niala ireo olona nanenjika antsika. Tsy azo atao tsinontsinona izany movansa Ravalomanana izany. Andriamatoa Ignace kosa dia nanambara fa tao amin’ny radio Free-Fm dia nilaza Lalatiana Rakotondrazafy fa “ny tànanan’ny filoha Ravalomanana no mitondra eto” Hotanteraka tokoa izany hoy izy fa izay no nitolomanay teto. Araka ny lalàna hoy izy dia Hery no mpitondra f’angaha marionetin’ny filoha Ravalomananana indray izy, koa mahagaga ny teny tahaka izany. Ny manahirana ny saina hoy izy dia lasa mpisolo toerana ny any amin’ny minisitera ka lasa mishisitra be ny raharaham-panjakana ary lasa mimenomenona ny olona. Io filohampirenena io dia sahirantsaina indrindra fa ilay olona manohana. Ny antony dia io lalàm-panorenana kitoatoa io. Manana adidy amin’izany ianao hoy Ignace hanazava amin’ny olona. Misy dingana teo ao amin’ny Antenimieram-pirenena ao ka ny voalohany dia mamerina ny lany dia ny depiote tsy miankina no mpanao io. Rehefa lany ao izy dia iza no manambola eo iarahana ahafahana mamerina ny vola. Ny faharoa dia mihinana hatrany, mijery hoe iza no mpitondra ambony ahafahana mihinana ka amin’izao fotoana izao dia mikisaka amin’I Hery avokoa ireo. Ny fahatelo dia mifikitra hatrany, atao any amin’ny taona 2018. Ny zavatra misy hoy Andriamatoa Eric dia mitantana firenena ao anaty baranainy sy rafitra mody ara-dalàna ny filohampirenena. Ny zavatra mahatonga antsika vahoakan’ny Magro tsy miala fa mangataka ny hiverenan’ny filoha Ravalomanana dia tsapantsika isaky ny sehatra ny fahitana ny tena fitiavan-tanindrazana. Nanana fahasahiana izy niady tamin’ny vazaha.

33 pensées sur “NANDRESY ISIKA SATRIA NIALA IREO OLONA NAMPIJALY ANTSIKA”

  1. MITENITENY FOANA IANAO RAMATOA Â ! SA KOSA IANAO MIRAY TRANO AMIN’I RAKRISY SY RISARA BAOMBA ????

    RAHAMPITSO IZANY I « DADA » NO HO ALAINAO AMIN’NY RAOPLANINA ???

  2. Izaho koa mba gaga tato ato mihaino an’i Ramatoa Rasoanoromalala Horace !!! Tsy izao mihintsy ny fomba fitenenany !!!
    Misy seza baolina angamba any ho any !!!

    Aoka tsy ho falifaly foana amin‘izay fanampahakevitra raisiny ilay natao lany ho „filou“ rajaonarimampianina !!!

    Tsy ho ANTSIKA Malagasy no hanaovany an‘ireny, fa manadio ny toerana izy ho an‘ireo akama … izany no hilan‘ny PMP izay misy ny ankolafy Ravalomanana koa ao, dia avy eo hamafana tongotra fontsiny …

    MAILO, AOKA TSY HO MATIN‘KANY KELY ! !!

  3. SY NY TENA FIVERENAN’NY ARA-DALÀNA EO ANIVON’NY FIAINAN’NY VAHOAKA MALAGASY Ê !!!!!!

    Rajaonarimampianina vu par les vazaha :
     » Expert-comptable de profession, Mr Rajaonarimampianina est relativement un nouveau venu dans la politique. Appelé au stratégique ministère des Finances par Andry Rajoelina lorsque celui-ci avait pris le pouvoir -après son coup de force en 2009-, il a géré son département en technocrate TOUT EN FERMANT LES YEUX sur les trafics auxquels s4adonnait la CLIQUE RAJOELINA ».

    Efa ho iray volana ilay artikla ! Tokony hoe « APRÈS LES ELECTIONS, ANARCHIE ET DESORDRE CONSTITUTIONNEL » no lohan-teniny !

    http://www.rfi.fr/afrique/2014-madagascar-ordre-constitutionnel-hery-rajaonarimampianina-rajoelina/

  4. Misy fomba fiteny RANDRIANIAINA milaza hoe :

    « Aza mandihy tsy afa-tavony »
    « Il ne faut pas vendre la peau de l’ours, avant de l’avoir tué »

    Tsy dia tsara ny milaza zavatra tsy marina amin’ny vahoaka ô !

  5. Miala tsiny fa toa tsy misokatra, tsy hitako ny antony ! Tena tsara ho hitan’ny rehetra anefa, koa dia manaova hezaka kely ê !

    Ao amin’ny Google :

    Madagascar : A quand la stabilité politique ? France RFI

  6. Miverina amin’ilay article navoakan’ny RFI ihany :

    ….
    « Depuis son investiture le 25 janvier, il s’est signalé à l’attention par sa volonté de se mettre au-dessus des rivalités qui empoisonnent la vie politique de l’île depuis le renversement du « Président Ravalomanana » en 2009. Bien qu’il soit issu de la faction conduite par le « putschiste Andry Rajoelina », qui a dirigé le pays pendant cinq ans sans être élu et dont le nom est, pour les Malgaches, synonyme de descente dans un gouffre sans fond de pauvreté et de corruption, le nouveau président proclame vouloir incarner le changement ».
    ….

    Se soumettre aux caprices non-productives des Mapar, est-il un véritable signe de changement ?
    Et pourquoi aussi, RFI a-t-elle mis autant de temps pour se rendre compte de l’évidence ?

  7. Izay anie ilay efa nolazaiko hoe mila mianatra daholo e! izay ve no atao hoe politika, fandresena fa efa miala tsikelikely ireo olona nanenjika tena tsy misy tanjona e!ary tsy misy paika e! izay no ilazako raha te handresy isika dia aleo mitaiza ny vahoaka dia eny izao fa na ny mpanao politika ary eto amintsika tsy misy hevitra e!

  8. Tsy KM, aho ry RANDRIANIAINA, fa hitondra ny anjarako:

    Mifalifaly foana amin’ny fanampahakevitra raisin’ilay natao ho lany « filou » rajaonarimampianina, kanefa hatramin’izao dia tsy mbola misy MBAINGA VOAVADIKA azo raisin’tanana …

  9. Mazava amin’izay angamba RANDRIANIAINA ny voalazan’ny akama io ambony io !

    Tsara ny mampatsiahy na ho fantatry ny rehetra, fa ny RFI araky ny fahafantarana sy hiantsoan-dry zalahy dia ny hoe « La voix de son maître ». Izany hoe izay avoakany, dia tsy inona akory fa ny hevitrin’ny Kedorse !

    Rahatoa izy sahy milaza an’izany hoe « le putschiste Andry Rajoelina », dia ao raha !
    Rahatoa izy sahy milaza hoe « Issu de la faction conduite par le putschiste », dia ao raha !
    Rahatoa izy milaza an’izany hoe « vouloir incarner le changement », dia ao raha !

    Fehiny : Fampitandremana io article io !

    Hisy marina ve ny fiovàna ?

    Tsy hoe rehefa nanaiky anao ho filoha ny Fivondronana iraisam-pirenena na dia efa samy nahita fa nisy dia nisy ny hala-bato be vata, dia hionona fotsiny amin’izao ry zareo !

    Aza manantena inona na inona, rahatoa ka tsy hisy marina ny fiovàna !

    Misy dikany ihany koa ilay hoe « synonyme de descente dans un gouffre sans fond de pauvreté et de corruption » ! Fantatry ny rehetra ny zava-nitranga nandritr’izay dimy taona izay !

    Hisy fihaonana ato ho ato, ary ho atao resaka ihany koa ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana !

  10. Porofon’ny adalàna sy fahatahorana manarapenitra ! Efa maimbo dia maimbo ny Mapar, dia mbola hanaraka an’izay tiany foana ve ??? !

    Koa mampitandrina ihany rahatoa ka ny fivoahana amin’ny krizy, fihavanana ary firaisan-kina no tena tadiavina marina !

    Vers un rapprochement entre Rajoelina ( le putschiste ) et Rajaonarimampianina ( issu de « sa » faction ) ??

    http://www.lanation.mg/article.php?id=9863

  11. Mapme be ilay lohateny : »NANDRESY ISIKA SATRIA NIALA IREO OLONA NAMPIJALY ANTSIKA ».

    Fa angaha moa ny Malagasy nahatsiaro ho nijaly ???
    Ary iza SY inona no NAMPIALA ireo Nampijaly ?
    Dia hoe « NANDRESY » : Aza mapme oa ! Tsy mino aho fa efa tonga saina ny Gasy : Mbola tena ho ela vao HO TONGA SAINA, fa na dia izany Lohateny izany aza, dia tsy mampieritreritra !

    Ho avy ny PM vaovao : aza misy taitra raha i DJ Domelina no ho avy eo, na koa i Resampa.
    Mbola vao i Krisy sy Ny Hasina no tonga dia efa samy mangina tsy misy hetsika, fa MIANDRY izay « ho tohiny » hoy ny sasany. Tena efa maty saina ny gasy raha izao zava-miseho izao.
    Ary satria mbola mitohy ny sarintsarin’ny Fahaleovan-tena, dia hanaraka ny baiko avy @ Glodblatt, fa te-ho vazaha ny malagasy. Tsy hahagaga raha hisy resaka hoe : hiverina ho zanatany i Madagasikara.
    Ajao ny Filoha vaovao hoy Ra8…..mahatalanjona, ary io koa fa hiditra HIARA-HISAOSY @ MAPAR tarihin’i Hery i Rtoa Ra8, raha lany ho Lehiben’Antananarivo. D’gaga ialahy e ! Hotarihin’i Lalao Ra8 Hivavaka @ Atra ny gasy, fa ho avela, ho adinoina, i Zanahary notompoin’ny razam-be. Malaka ny lalanao ra- pedro ô !

  12. KM,Njara
    politika no atao,samy hafa ny fihetsika sy ny fiteny.
    @Nareo raha tonga ing Hasina inona no tokony nataon’ny vahoaka an’Antananarivo??Aza adino fa sairana tanteraka ny 75%ny mponina eto Iarivo ka na ny hanina anio aza rampitso no hitrandrahan’azy.

  13. Tsy azonao tsara ny tiako holazaina Randrianiaina ! Fa ny Tiako marihina dia zao : « TOA » manambara ny fiverenan’i Ny Hasina, fa hisy MAPAR na Pro-Rajoelina ho avy misimisy ao aoriana kely, fa FITSAPANA izay mety ho fihavitry ny olona fotsiny io Fiverenan’i Ny Hasina io.
    Nisy Ohatra (tsy marina akory) io nalefako io, fa mba hatsapàna fa « TOA » misy politika hamerenana ireo Foza. Samihafa amin’ny Fomba handraisano azy izany. Tsy mba nahita DINIKA momba izany aho mantsy.
    Manararaotra aho milaza KOSA, fa efa tsy mahita izay tokony ho atao intsony ny olona? noho ny fahantràna.

  14. Tsy ny fitazàmana ny krizy avy eo an-davarangana fotsiny RANDRIANIAINA, no hitondra vary sy laoka ao anaty lovia !

    Tsy mihaina amin’ny rivotra itony olona itony !

    Aide-toi, et le ciel t’aidera hoy ny sasany !

    http://www.ism.org

    Manao pression amin’i Ravorom-bola ny Mapar fa azy hono io vorona io ! Tsy mahazo miaraka amin’io hono ireto PMP !

    Ny Mapar, mbola averina eto fa sady tsy antoko no vondrona paolitika ! Vondron’olona tsy ara-dalàna sy tsy mazàva….saina ! Afaka manamarina an’izany ilay ramatoa ao amin’ny Tezeve !

  15. Fa mba anjarako kosa Randrianiaina no manontany :

    Sao mba tianao hanohana TANTERAKA ny mapar kosa ary ny olona anontanianao ?
    Io aloha dia aoka hazava fa ny Mapr dia avy @ Rajoelina, noho izany dia Foza ihany saingy Foza marary tongotra fa mbola misy FOZABE mitanogzana amin’ny Tongony !


    Sahirana ing Hery Hisaraka amin’ity FOZABE ity, ka hatrmain’izao dia mbola tsy afaka mamoaka ny PM NA KOA : Mbola mitsapa ny hevi-bahoaka na hano ahoana ny vahoaka na ahoana RAHA HITENDRY na’i Domelina ho PM izy . Ela Fidona koo ! Sa kosa mbola mitsapatsipaka amin’i Goldblatt sy ry Patrick Rajoelina sy Tanirny Bonobo ?!
    – Aza taitra ianao fa tsy ho anao izany teny izany fa ho an’i Hery e !
    Hatramin’izao aloha dia mankasitraka ny Fiovàna ataony aho : Ny miaramila – ry Jean Robert Razafy – Manantena mafy aho fa HIATRA ny Lalàna mikasika ny PROXENETES sy ny PEDOPHILES….Ho enjana kokoa aza.Hiova ny MinInter- ny Justice – ny Education. Ireo no mba tena andrasako. Izany hoe MINADRY NY PM vAOVAO.
    fa
    mandà mafy ity krisy Filohan’ny Antenimieram-pirenena ity.
    Ny mety kokoa amiko dia ny FAMPISEHOANA NY PM vaovao mba ahalalàna raha ho Ministra ny Justice HANENJIKA an’i Krisy no ho avy na tsia. Isan’ny olona tena mendrika ny Fitsarana mantsy ity Krisy ity amiko.
    Tsy mba aiko ny miolankolana fa basy atifi-kavana IHANY ny ahy : izay mahazaka tsara, izay tsy mahazaka hamoaka ny heviny. Tsy misy Fitarainanana, sty mitomany fa soso-kevitra hatrany no ady eo .

    nY TENA MAHAGAGA HATRAMIN4IZAO DIA ITY tgv AFAKA MALALAKA Mivezivezy etsy eroa ity, ary tsy misy Projet FISAMBORANA NOHO IREO DIMY tAONA NAHAVEREZAN4NY fIRENENA ITY; aN6KOATRA IZANY MOA DIA mandray karama AMIN’NY NAHA PHAT azy koa.
    Ny hivadika ho Foza na MAMAPR aloha dia afo nandoro ireo ka tsy asiana RESAKA NY HIDIRANA ANY E !
    Mitazana sy Mitsara aloha izao.

  16. Andriamanjato ??? foza issu de foza comme Hery…

    sorti par la porte , il rentrerait par la fenêtre ???

    =============> OBSCENE !!!!!!!!!!!
    c’est faire entrer Rajoelina par la grande porte et sur tapis rouge !!

    Asakask’izay mety ho badoina ………..

  17. Tsy misy olona ARRIVISTES sy MPIJAPY toa an’i Ny Hasina sy ny Rainy (raha tsy diso aho : 😉 ) ! Teo Zafy : mihazakazaka lery – teo Domelina: teo lery ! Teo Ra8: saika hiditra lery ! Teo Ratsiraka nidtra ny Rainy……..raha niditra teo i Pety na i Voninahitsy na hafa koa, dia angamba niditra koa lery !!!

  18. Tena fiheverana ny olona ho dondrona mihitsy ity Loahteny hoe : NANDRESY ISIKA… ity ! Tsy matiko lolo !

  19. ratsy loha hoatry ny rainy : pauvre Bao razafindrakotohasina de l’avoir enfanté !!!!!!!

    J’admirais tellement sa mère ………..

  20. LES MALGACHES SORTIRONT GAGNANTS DE CE BRAS DE FER !
    Il est vrai que le rouleau compresseur des putschistes est bloqué et aura du mal à redémarrer!
    Les difficultés rencontrées par le faisant fonction de président sont entièrement celles des putschistes et personne ne s’en plaint !
    Il est flagrant et indéniable que le faisant fonction de président ne parvient pas à trouver un premier ministre idoine à la situation compliquée que les élections truquées ont générées , car dans le système du régime présidentiel ,le ffp et l’assemblée nationale soit de la même couleur politique. Là il un gros os pourri : les putschistes n’ont pas réussi le pari de rajoelina , ce qu’il a voulu dire que les putschiste obtient la majorité absolue à l’AN !

    Alors le trépied (présudence , la primaure , l’AN)-le grand chelem – échappe aux putschistes .De toutes les façons , ils n’auraient pas cette chance de vouloir refaire le pouvoir de facto de rajoelina pour deux raisons ::

    —à savoir que les bailleurs n’accertent pas de débloquer des aides financières à ces voleurs -prédateurs – soucieux de leurs intérêts personnels

    et ce ffp n’amettrait pas travailler avec un premier ministre issu des putschistes et surtput imposé par rajoelina Autre solution , le premier ministre issu de la plateforme présidentielle , qui permt au ffp de disposer une majorité absolue qui débloque la situation !

    Que faire , comment faire ?

    Dans tous les Pays démocratiques qui fonctionnent avec le régime présidentiel , adopte et respete à la lettre et à l’esprit cette règle de la primauté& présidentielle..

    Dans la figure où le président et l’asseblée nationale majorité n’ont pas la même couleur politique , ils sont EN COHABITATION pour gérer le Pays !

    Si les deux partis rencontrent des difficutés qui bloquent le fonctionnement de l’Etat , le président dispose de la prérgativede dissodre l’assemblée nationale !

    La cohabitation est un contrat de gouvernement dans lequel la fnction et les dispositions du président sont bien claires et bien précises

    Le premier ministre disposant de la majorité absolue peut coincer le président surtout s’il ne s’en tient pas à ses prérogatives contractuelles !
    NB :LA COHABITATION EST REGIE PAE LES DISPOSIRIONS DU CONTRAT ENTRE LE FFP ET LE PREMIER MINISTRE !
    Le contrat doit être respecté dans ses étails par les deux signataires!
    la collaboration n’a pas derègles précises !Il n’existe pas de contrat et le président dispose et est jaloux de sa prééminence présidentielle La collaboration est une porte ouverte ves l’aventute ou le despotisme !

  21. andrianiaina

    ny josy nijaly nandevoziny egypsiana…kanefa tsy nanahiky mihinantay mandrakizay , taritin’i Mosesy

    Tandremo hiany ny miteniteny tsy ampy fiheverina laotra …

    Tsia izany mihintsy ny hoe manao politika !!!!!fa resaka adin’amalona fontsiny …….

  22. DCR

    pour moi le président élu au suffrage universel dans des pays qui ne connaissent pas la démocratie (de la colonisation à nmaintenant et les royautés avant)
    ….n’est pas adapté aux mentalités de soumission

    C’est un régime qui ouvre un BOULEVARD POUR AUTOCRATES ET FUTURS DICTATEURS de tout genre…

    rappelez vous le père Aristide à Haiti , tant aimé du peuple !
    Il a quand même très bien nagé dans la mé&g

  23. Le père Aristide(curé catholique des pauvres MDR) s’est transformé en dictateur corrompu et avec beaucoup de femmes au lit en plus !!!!!!!

  24. GBD ,
    N’alons pas lin dans l’espace et dans le temps et surtout que peu de gens se rappellent qui le cu-ré aristide !
    Pas plus loin et plutard qu’i y a 13 ans ,les Malgaches assujetis on suivi comme des moutons aveugles vles wawawa pédants d’un Ratsiraka tsy no refesy mandidy pendant près de 40 ans et qqui se prend pour un vieil agneau ayant perdu sa mémoire… Mais GBD des Malcaches se souviennent de
    ses fanataisies de gestin , dont les conséquences pour les Malgaches ont catasprophiques!
    Oui lNotre récent passé suffit pour Nous enseigner comment ne pas RE-tomber dans les affres du passé et comment « viter de RE-mettre en place les expériences des potschistes d’hier !
    C’est de nos responsabilités à TOUS DE NOUS OPPOSER A CE RETOUR !
    MERCI GBD !

  25. GBD

    C’est lorsque les Malgaches se sont aperçus , avec la réalisation des actions pragmatiqes , démocratiques quand il été maire d’ANTANANARIVO , que Monsieur RAVALOMANANA MARC pourra être l’homme que les MALGACHES ONT ATTENDU DEPUIS LONGTEMPS POUR ETRE LE CANDIDAT DES « MALGACHES  » CONTRE la candidature du président sortant aux procbhaines élections présidentieles de décecembre 2001 !
    Voyons bien que les MALGACHES SONT LOIB D’ETRE MYOPES !
    La suite de notre combat se fie à cette qualté de fidélité des MALGACHES à la justesse de leur analyse et des expériences récentes et de leur connaissance des hommes et des femmes qui veulent  » nous soumettre à leur autorité payée par des étrangers !
    Le même combat de tous les MALGACGES reste la lutte contre ces malgaches corruptibles et facilement corruptibles !

  26. GBD ,

    Le sort de la démocratie à Madagscar tient à la puissance de la volonté du faisant fonction de présdent et de celle des dépités qui sont majoritaires pour le ffp !
    Seront-ils bien armés contre les tentatives de corruption des putchistes pour aller former une autre majorité cornaquée par rajoelina..
    TOUT EST FONDE LA-DESSUS !
    ET JE PRNE LA COHABITATON , C’EST QUE CETTE DISPOSITIO DE GOUVERNER CONSTITUE UNE DISPOSITION MORALE ( car il y a une notion de justice , de rectitude dans la mise en place de la cohabitaton ), doit revêtir les habits de la CONSCIENCE EN TOUTES CIRCONSTANCES !

    LE CONTRAT DE GOUVERNEMENT ENTRE LE FFP ET LA MAJORIT DDES CEPUTES QUI SOUHAITENT SOUTENIR LE FFP EST FONDE SUR LA BASE DES CONSTITUTIONS DES PRESIDENTS DE LA REPUBLIQUE ELUES AU SUFFRAGE UNIVERSEL !

    CES DERNIERS JOURS LES PUTSCHISTES ACCUSENT SELON TANANEWS d’iingratude et de trahison !

    AUX DEPENDS DE QUI ? Et pourquoi et comment ?

    Ingratitude signifie une certaine volonté ni de remercier ni de recompenser par des qctions ou des gestes ostentatoires les services que quelqu’un vous a rendus… quel(s) service(s) ?

    trahison c’est l’action de faire le contraire prévue cpar un accord verbal ou ecrit en deux camaeades ou entre deux voyous ou entre tel et un tel

    Il s’agit là de confiance mutuelle…!Y – a-t-il occasion de donner des leçons d’honenêté à des truands notoires , est-ce qu’ils savent ce que sont abus de confiance et abus de pouvoir , dont les les MALGACHES EN ONT SOUFFERT ET EN SOUFFRENT ENCORE ??

    Vous en conviendrez Chère GBD que la pratique politique ne s’improvise pas et n’importe qui ne ne peut gérer  » la cité »–faire de la politique qui veut !Il existe dans les Pays avancés des écoles de sciences politiques déjà de haut niveau ! Pour notre gouverne , les expériences malheureuses etou heureuses des uns et des autres ici ou ailleurs constituent nos écoles d’apprentissage de la démocratie , de la préoccupation du droit de l’homme , de la mauvaise ou de la bonne gouvernance qu’il faut appliquer dans nos fokontany , dans nos foyers !

    SUIVONS A LA LETTRE CE PRECEPTE EDIFICATEUR MALGACHE :

     » ZARO AMIN’NY LALANA TOKONY ALEHANY NY ZEAZA FA REHEFA AZA IZY TSY HIALA AMIN’IZANY !

    ,

    ©

  27. La démocratie dans la cohabitation se renforce par le cmbat de tous les jours de ceux
    qui tiennent à ce que cette démocratie deviennent une pratique , une règle éthique incntournable avant d’entreprendre , avant toute initiative…
    lA COHABITATION QUI S’IMPOSE ET DICTERA LES REGLES DU JEU ?LES DISPOSITIONS DU CONTRAT DE GOUVERNEMENT ENTRE LA PRESIDENCE ET LA PRIMATURE ; LES ROLES DE CHAQUE PARTIE SERONT PRECISEES !
    IL Y A UN PROBLEME QUI DEMANDE UNE REPONSE D’URGENCE ; QI’ELLE EST LE PROGRAMME OFFICIEL DE LA PRESIDENCE ,
    s4IL N’EN AVAIT PAS ?LA PLATEFORME VA PRESENTER LE SIEN ET SI LE PREMIER MINISTRE SORTAIT DE LA PLATERFORME , POURQUOI LA PLATEFORME N’IMPOSE PAS SON PROGRAMME ?
    ET DANS CE CAS QUI VA CONTROLER , CRITIQUER LA REALISATION OU LA NON REALISATION DE CE PROGRAMME !
    IL PARAIT QUE LA PLATEFORME COMPTE DESORMAIS 107 DEPUTES APPARENTES !

    MITOHY NY TOLONA ET QUE CETTE REDISTRIBUTION DES CARTE SOT ACCOMPAGNEE DE L’ASSAISSEMENT DE LA PRATIQUE POLITIQUE CAR C’EST LA REALITE DES FAITS DEVENUS INCONTOURNABLES QUI NOUS A OBLIGES A ADOPTER CETTE COHABITAION( AVEC PARTAGE ETHIQUE DES RESPONSABILITES ENTRE LA PRESIDENCE ET LA PRIMATURE C’EST UNE ECOLE D’APPRENTISSAGE DE LA DEMOCRATIE )§
    JE SUIS SUR DE LA CAPACITE D’ADAPTATION DES MALGACHES A CETTE FAçON DE LES GOUVERNER !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *