26 réflexions sur « Nankalaza ny 08 Martsa tao Antsahamanitra i Lalao RAVALOMANANA »

  1. Mankasitraka Neny a!!ho tahian’i Tompo e!!
    Dia ho hahery hatrany anie ny vehivavy rehetra eran-tany fa ny lehilahy
    kosa hitsipozipozy( MDR )vazivazy sao misy miakatra eo indray an!!
    Evelao ny vehivavy mba hietsika fa ny lehilahy tsy mamely kah!!! Jodasy daholo ,
    tsy mba msy afaka mijoro mba azo hianteherana,tsisy hazon-damosina hoy ny fitenenana,
    tsy maharitra ny mena miraviravy
    tsy mahari-boakena
    Tsy manana faharetana
    Ianareo LEHILAHY e!!!sady mora mivadika be ihany.

  2. Aza mapmé oa, fa nga ra tsiss ny lehilahy mande ny fiainana, tokony hifanampy fa tsy hifanakiana be otran zany. tssssssss

  3. Taloha izany e!
    Tsy laviko ny fifanampiana fa ilay fitiavan-tena kely eo foana hihihi
    aZa miakatra moa e!!!mba resaka sady sao dia mba misy ny fahamarinany ihany fa
    raha sendra tsy ao anatin’ireo ianao dia tena HISAORANa NY AVO!

  4. Aok’izay ry tropin’i dalilà â ! Efa samy misaona izao ! Maty ary dangy ny demôkrasia sy ny ara-dalàna !

  5. Kôzy ve izany ry Kintana? Noheveriko fa hoe maty ary dangy ilay litakely mahalasa adala andry vehivavy ko taitra za! Anefa mety manana ny demokrasiany koa ry mahavehivavy sy ry mahalehilahy an! Any @ izay malaza sy maro an’isa hiany no be mpiditra! hahaha! tena vazivazy marina! Mahereza Neny a! Mbola hoavy i Anjaranao e! sady izy hiany no demokrasianao, sa efa tonga izy zay? Ohatran’ny hitako ny hafalian’i Neny raha vao tonga i Dada ko! Averina indray ny nuit de noce!!!!!!

  6. Ary mba nitady inona tany amin’ny fonjam-behivavy hono ity premiera dama ?
    Fankasitrahana sa Fitiavana, sa Fankaherezeana hanao inona ?

  7. aRAHABAINA SOA ARABAINA TSARA IANAO R’INENY ,RENIBE, ZANAKA ,RENY ,ZOKY ,ZANDRY NY VEHIVAVY MALAGASY !
    HO TAONA VAOVAO HITONDRA HERY SY TANJAKA HO ANAREO REHETRA ARY FANANTENANA FIOVANA EO AMIN’NY FIAINANTSIKA !
    NY TOMPO ANIE HITAHY SY HOMBA ANTSIKA LALANDAVA !

  8. Arahaba ry namana isany.Tsy hoe akory nanadino raha ela tsy nanoratra noho ny antony samihafa fa manohana ny ara-dalana lalandava foana.Miandry ny ho PM izany ka antenaina fa ny tombontsoan’ny Malagasy no tsinjovin’izay tonga eo.

  9. samy manana ny anjara asany ny tsirairay an!!!samy manao zay ho afany mampody ani dada e!sao mihevitra ianareo fa zahay tsita eny @ magro io tsy manao ninoninona an!!!!!refa tonga eto dada lazaiko anareo ny nataonay!!!!

  10. Kintana kosa e! mandreraka be le sary lesy a!
    Ngaha tsisy olona hafa mba milay , mampivonto fo lesy io foza io a!
    Dia avelao lesy Hanitra be ho any a!mbola miady izy a!!miady ny @ fiverenan’ i dada.hihihi
    Ilay FR dia efa nifirana izay tsy meti2 @ foza koa aza manantena inona eo inrtsony e!
    Aiza ary enao izany? efa mazava be anie ilay izy e!maka afo @ maty??

  11. Tena mivaralila mbamin’ilay hira marina!
    Tena mikosika ihany no hainy fa na mihira aza kay tsy vitany,MAHONENA!!
    izay ilay sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery iazny.
    Misoloky sy mangalatra moa izany no tena talentany.

  12. Ianareo hoa aza manantena izany F.R izany,mbola misy zavatra maro ary tena lehibe nefa tsy mbola notanterahana atr@ izao fotoana izao ao ary raha ny tokony ho izy io aloha no nasiana adi-hevitra teny @A.N

  13. Ny sary ve no tena mandreraka, sa ny zava-misy ao an-tanàna ê ?

    Uncontournable anie hono izy io amin’ny raharaha, araky ny filazan’ny olona ê !

    Ny premiera dama vaovao izao dia efa tonga manao sôpina eny amin’ny sanzelize koa, sy manadiodio lalana satria ho avy i ramose, hihinana laisoan’i briksela !!!

    Dia nasaina nangataka fihaonana tamin’i Ôlandy koa ny ambasadera, koa asa na ovy no azo na voa i manga !

  14. Mba tanisao eto daholo RANDRIANIAINA izany zava-dehibe izany, mba ho dinihina eto â ! Efa tsy dia manintona ihany ny resaka ao amin’ny Magro !

  15. ranavalona,
    Ny vehivavy no mampahery na mampalemy ny lehilahy indrindra fa raha vao ampidirin’ny lehilahy @ fiainany izy. Delila sy Samsona 😉
    Fa na ratsy aza ny lehilahy ka tsara vady misondrotra ihany ary tsara taranaka.
    Fa na tsara aza ny lehilahy ka ratsy vady dia mampamangy ny taranaka.

  16. Ka izay mihintsy no tiako nosoritana !
    Fa mazàna koa……. « izay mitovy, maninona moa » ? Tsy jamba mifampitantana fotsiny ny sasany, fa sady jamba no dondrona !
    ranavalona, manao « hitsin-dalana » fotsiny satria vahivavy !

  17. Marina izany e!!Misaotra @ fanampim-panazavana @’ ilay resaka lehilahy sy vavy.
    Azo lazaina koa fa ny lehilahy hono tsy mba ratsy e! MDR
    Kapaina tsy hita fery sns mety ve izay???mba tė handrangitra koa aho e!!
    azafady tompoko lehilahy isany ô! mahavita azy ianreo e!voadona kely indray mantsy ny ambom-
    poan’ny sasany ato.
    Viking anie PIRATE e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *