NY ANTOM-PISIANTSIKA ETO DIA TSY HANAIKY NY FANJANAHANTANY AMIN’ NY ENDRINY VAOVAO

IMG_0146

IMG_0146Na dia teo aza ny toetr’andro manerikerika teto andrenivohitra androany dia tonga teny amin’ny Magro Behoririka hatrany ny vahoaka mpomba ny movansa Ravalomanana, nanohy ny tolona. Anisan’ny nandray fitenenana teny an-toerana Andriamatoa Sandros. Amin’izao fotoana izao hoy izy dia iarahantsika mahita ireo mpanongam-panjakana dia mimenomenona matetika, tsyizay izany fa ny birao maharitra eny Antenimieram-pirenena. Tsotra ny teniko ho an’i Rakrisy, valin’ny nataonao izao, toy ny ratsy ataonao dia mivaly aminao. Niezahana ny nampidirana anatin’ny lalàna teny Tsimbazaza ny tomboantsoan’ny olona tsy tokony hahazo ny satan’ny filoha tsy amperinasa Rajoelina sy Ratsirahonana. Nanazava Rakrisy tamin’izany fa ny filoha Ravalomanana tsy tafiditra hahazo izany, izy anefa voafidim-bahoaka. Noho izany dia manao antso avo ho anareo depiote movansa Ravalomanana, amboary io lalànan’ny satan’ny filoha tsy amperinasa io fa tsy mety.

Manoela dia nilaza fa ny antom-pisiantsika eto dia tsy hanaiky ny fanjanahantany amin’ny endriny vaovao na taloha. Miandradra zavatra ny vahoaka malagasy amin’ity herinandro ity ary efa misy mimenomenona mihitsy. Noho izany diatendreo ny Praiminisitra izay tianao Andriamatoa filoham-pirenena. Mila miverina eto ny filoha Ravalomanana hanao fampandrosoana.

Tsy sanatria hanakina lava izay teninao Andriamatoa filoha hoy Rafredy, satria ianao niteny efa mahaleontena isika fa efa tsy eo intsony ilay vazaha. Ny tolona tompoko izahay matoa namono tena eto ary misy foana hatrany ny tolona ho an’ny tanindrazana.. Ny frantsay no nanao ny Ni..Ni… satria tsy afaka nanao inona isika. Midika izany Andriamatoa filoha tsy misy fahaleovantena izany eto. Ny vahiny no manjakazaka eto sy mitsabatsabaka amin’ny fiainam-pirenena. Ny antom-pisiantsika eto dia tolona ho amin’ny fahafahana. Mbola misy eto ny fanenjehana sy ny tsindry hazo lena , porofon’izany ny fijoroanay eto.

21 pensées sur “NY ANTOM-PISIANTSIKA ETO DIA TSY HANAIKY NY FANJANAHANTANY AMIN’ NY ENDRINY VAOVAO”

  1. Tsy manaiky, kanefa toa manaraka foana izay takian-dry zareo !

    Mitsangàna daholo fa raikitra indray izao ny dihy vaovao, Manuel

  2. Betsaka ny olona tonga Magro izany androany !!!

    Tsy arakin’ny voalaza hoe miha vitsy …

  3. MAgro aza hiasana loha fa rehefa ilaina ireo dia tonga ho azy eo foana ,
    olona mahalala ny ataony ireo na dia enjeana sy haratsiana lava aza.
    Tsy hisy ahafoana io hetsika io na dia hamadika daholo aza ireo mpitarika vilam-bava isany.

  4. Azonay, tsy avelanay ( hoy ny sasany ) !!!

    ….

    [« Dans ce contexte, la France ne peut laisser le champ entièrement libre AUX AMERICAINS,AUX CHINOIS AINSI QU’AU RESTE DES PUISSANCES EMERGENTES, en particulier lorsque l’on sait que l’appétit de ces derniers est des plus insatiables ».]

    ( Sur deux pages )

    http://www.atlantico.fr/decryptage/sommet-france-afrique-derriere-sourires-photos-officielles-ras-le-bol-anti-hollande-dirigeants-africains-monte-patrick-pesnot-916656.html

  5. Toa tsy misokatra ilay pejy, kanefa dia misy lahantsoratra tokony vakian’ny rehetra ?

    Mba miangavy anareo hanao fitadiavana kely ao amin’ny GOgila !

    Sommet France-Afrique : derrière les sourires des photos officielles, le ras-le-bol anti-Hollande des dirigeants africains monte !

    Ao amin’ny pejy faharoa io nosorataka io ambony io !

  6. Vaovao farany.Ingahy Ravalomanana izany no voafidy praiminisitra notendreny i Rajaonarimampianina

  7. Tairo izay izay tokony ho tairina fa aok’izay ny resaka fandanian’andro ê !

    Miray tsikombakomba amin’ireo mpivarotra tanindrazana daholo ianareo raha izao no mitohy !

    Nanao taratasy hosoka ilay fery vao, dia izao lasan’ny môrisiana sy ny karàna ny BNI izay anisan’ny antoky ny fiainam-pirenena ara-ekônômika.

    Dia asehoy amin’ny vahoaka izany hoe tena fitiavan-tanindrazanareo izany !

  8. Aza mba mampiresaka Rasamy a!
    Ary taiza foana no nangingina tsy hita2 ??
    taiza no nahitanao io vao2 io?Ravalomanana iza aloha fa sao dia i Bomba sanatria?
    Koa tsy dia miracle mon amie ??

    Milamina ianao Kintana fa tsy maintsy ho azontsika ireny a!
    Iza no tairinao eo e?efa mandry ny tanana fa aza tairina!

  9. les pays émergents ont l’argent , avec risque de prédation à la fois économique et démocratique …

    Comme nos andouilles de dirigeants ne voient jamais rien venir …
    je ne vois que perpétuer l’habitude suicidaire des rotakas , seul moyen d’expression des peuples écrasés par une nomenclature corrompue…

    La république bananière a de beaux jours à Madagascar , TOUJOURS AU DETRIMENT DU PEUPLE QUI TRIME , comme dans tous ces pays sous développés dirigés par des hyper corrompus , prédateurs économiques eux mêmes…

    Le plus terrible est que la majotité de la population est formée de jeunes A L’AVENIR BOUCHE qui ne pourront s’exprimer que par la violence ou la délinquance…
    Les jeunes qui réfléchissent et se révoltent n’ont RIEN A PERDRE .

    TANT QUE LE CONTEXTE FRANCAFRICAIN (principale cause de notre déroute socio économique depuis 1960) PERDURE.

  10. Hay ve ilay fetin’i lainga androany e!
    Tena mba voan-dRasamy indray za!
    Mba zavatra hafa hivazivaziana Rasamy fa tssss
    Tena manao sangy ratsy Rasamy kah

  11. Voajono izany « ilay tia milomano » ! Mdr !!!!
    Itony ny akamanareo ry trondro be â ! Miaraka amin’ny henakisoa ??

  12. Nankaiza daholo ny tia-tanindrazana ?
    Mbola « reraky ny fety » tamin’ny faran’ny erinandro daholo angaha, sa voan’ny fonoka ?

    Mifohaza daholo fa amin’ny ny sasany ny tanindrazana ê !

    BNI Madagascar : la cession d’actions a finalement été accordée

    « L’achat des 51 % des actions au sein de la BNI Madagascar à l’Indian Ocean Financial Holdings du Groupe CIEL a été conclu. La cession a obtenu l’aval de la Commission de Supervision Bancaire et Financière ( CSBF ).

    « Avant l’heure ce n’est pas l’heure, et après l’heure ce n’est plus l’heure » !

    Dia ahoana itony, satria io raharaha io dia tamin’ny 2013 na 2011 akory aza no efa noketrehanan’ny mpanongam-panjakàna ?

    « Ny tompon’ny FLOREAL » ( Groupe Dalais, miaraka amin’ny môrisiana sy karana )izany izao no hanjakazaka ao Madagascar, fa rehefa tera-tany malagasy no mba miezaka ny hampandroso ny TANINDRAZANA dia atao tahaky ny TAY !

    Tsara kokoa ny manampy an’ireo vahiny, toa izay malagasy ! Ny foza dia foza eny ihany, fa fantatray daholo koa ireo avy ao amin’ny movansa mpisolelaka, mody miseho ho tia-tanindrazana !

    Tsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssss !!!

    http://www.cabinet-mci.com/1194/pourquoi-l'operation-de-cession-de-la-banque-bni-est-elle-illegale/

  13. Fanitsiana sy fanamarihana :
    « Amidin’ny sasany » fa tsy « amin’ny sasany » akory !
    Tao amin’ny Tananews no nahitàna ny « vaovao » !

  14. Tsy hanaiky ny fanjanahan-tany?
    Fa inona ireny natao t@ 2009 ireny?
    Misy dikany inona izay fahafahana rahatoa ka ny jean levis rovitra sy sy slip friperie no mahasambatra ny malagasy?

  15. KM,
    Ce qu’il faudra comprendre c’est que nous n’avons pas la capacité intellectuelle à gerer ce genre de structure.
    Dans deux ans des comoriens viendront acheter aussi des banques à Mada.

  16. Madagascar est devenu le lieu de villégiature des mahorais. Pays idéal pour faire la bringue, s’acheter des femmes et de l’or !
    Confirmé par un ami natif de cette île !

  17. Masiaka, tsy mendrika ary tsy tia malagasy aho ve raha manampy hoe : Vénal, hypocrite, m’as-tu-vu, envieux, sans ambition, soumis, crade, vulgaire, vicieux,….???

    Mba rahoviana vao ho tonga saina, ary izany rehetra izany ve ny atao hoe soatoavina malagasy ?

  18. pour la paix (apparente) et la prospérité (mal acquise) dans l’oppobre et au milieu des ordures (à l’imazge de leur mental) le bourgeois prout-prout de Tana (Ranjeva compris) n’hésiterons pas dans peu de temps à vendre leurs filles et petites filles aux gena du Mozambique et du Sud Afrique ou aux mavo ranjo de Mayotte (citoyen français SVP!)

    Pour les Chinois et karana n’en parlons plus

    Le gros vieux paysan français , vieux puceau édenté et bourré de cidre ou de gros rouge y trouve même son compte !

    Qu’est ce que je me bidonnerais !

    Rien ne bouge

    Tout va très bien

    Merci petit Jésus !

    AMEN !!!!!!!!!!!!!!

  19. Mampilenda koa ilay tsonjo be an’i Kintana.
    Inona anefa koa no tian’ i Magro ahatongavana @’ilay hoe:
     » mety ho aty @ ankolafy Ravalomanana ny PM »? Mety handaitra ihany izany ilay
    fetin’ ny lainga an!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *