RAKOTOMANJATO RODIN : TSY MAMADIKA IZANY NY DEPIOTE MOVANSA RAVALOMANANA

Rodin Rakotomanjato

Rodin RakotomanjatoMitohy hatrany eny amin’ny Magro Behoririka ny hetsiky ny vahoaka mpomba ny movansa Ravalomanana. Toy ny mahazatra dia misy ny kabary ataon’ireo mpitarika tonga eny an-toerana. Ny depiote Rakotomanjato Rodin voafidy tany Arivonimamo dia nanambara fa ao amin’ny 3ora marina foana izahay depiote vao matory satria dia izay vao tapitra ny fivoriana. Na dia izany aza dia aty aminareo ny sainay, far aha tsy misy ianareo tsy vitanay io. Faly tena faly ny tenako satria tahaka ny jiro maraina sy hariva ny filoha Ravalomanana no manoro isan’andro. Faly ihany ko as atria ny zavatra ialina dia ny fiverenan’ny Magro hatramin’izay nilana azy izay. Rehefa isika eto amin’ny Magro no miteny dia mikorontana ny Mapar.  Rehefa izay tany aleha dia zanak’I Dada no mandray anao Rehefa miresak amin’ny FMI dia mboa avy any amin’I dada ihany koa. Noho izany dia mifankatiava isika fa aza mety  rebirebena amin’ny zavatra tsy misy. Ny zavamisy dia hoe mamadika ireo depiote, tsy izay anefa fa ny depiote dia miara mitempo aminareo , mijoro etsy sy eroa. Ny Mapar izay milaza fa tsy mil any filoha Ravalomanana, fa ankehitriny folaka ihany ary henjana ny zanak’I dada. Ny lalàna rehetra izay nentina niadiana tao amin’ny Antenimierampirenana dia avy aty amintsika avokoa. Ny mahafinaritra id ailay olona nanenjika an’I dada no nitambatra amintsika.Hatreto aloha dia mamin’ny olona ny zavamisy ary tafiditra eo anivon’ny Pmp ny movansa Ravalomanana. Omaly dia folaka ihany ny Mapar fa nitonatonana namonjy anay hiditra ao anatin’ny Pmp, ary ny hafatra avy tany amin’ny filohampirenena ho an’ny Mapar dia hoe midira ianareo fa ny movansa Ravalomanana tsy azo esorina.Aza mieritreritra krizy izany ary aza mieritreritra ny Mapar fa efa vita amin’iny herinandro iny ny aminy, aza mieritreritra  fa mamadika izany ny depiote.

 

12 pensées sur “RAKOTOMANJATO RODIN : TSY MAMADIKA IZANY NY DEPIOTE MOVANSA RAVALOMANANA”

  1. Tena tsara raha manao « point qe presse 3ao amin’ny radio rindra na télévision azo antoko ianareo mba hitohy ny fanaraharan’ny mpitolona ny fizotry ny ady ataonareo ?satria maro ireo manely tsaho sy mamorona fa miray dia amin’ity rajao…fanina ity ianareo §
    Mitohy ny Tolona…§

  2. Sao tsy mety ary ny ataonao : fa teto mantsy dia hoe :
    Benangy e !
    miara misaosy e !
    fruit Avocat e
    ! Vola no tadiavina e !
    Efa maimbo foza e !
    Aoka re ! Izao ianao vao mikorapaka !
    Sao mba manome ny crédibilité ny zétété ary ianao io ?
    Oay marina !!!

  3. Plat principal : Dorade royale au four
    Petite entrée, et pour sublimer sa pomme, avocat et langoustine ( à défaut écre vice )

  4. TRIBUNE DE VEILLE 6 SEHATRA FITILIANA IZAY TSY METY HO AN’NY MALAGASY !

    « 21 mars 2009—21 MARS 2014 !
    TSAROANAY TSARA NY TAON-DASA !
    R’i RAJAO…FANINA NAHOANA NO TSY MAHAVADI-BAINGA ‘TY ANAO ?
    Mihevitra ‘ty rajao….fanina ‘ty fa tsy manaraka na tsy maharaka ny fizotran’ny politique ny Malagasy .Ny tena marina dia io rangahy no mamaky ny fandehan-javatra araka izay tiana!
    Ny tsapa araka ny fanambarana etsy sy eroa any ivelany dia maùorona izy ,ary tsikaritra aza fa tena mandainga
    –ny diany tany USA dia atody lamokany no notsiponina tany fa tsy manome na inona na inona na fampantenana aza!
    Eto no ahitana fa maivan-doha ity rangahy ity
    a) tamin’ny 17 mars 2009 dia norovtin’ireo miaramila ny « saina USA ary nambanan’izy ireo basy ny ambassadeur américain ; amin’ny américain dia fihantiana ny Fireneny izany satria ny saina-pireneny no nivangavingainao ary ny solon-tenam-pireneny no norahhonanao ! Amin-drizareo tsy fanao izany ary tena ady fiady mihintsy!’zany ve moa ho takatr’ity olona tsy mahalala ny fanajana ny fiandrianan’ny Fireneny ny sasany !NY AZA MOA NITSAKITSAHANY IZANY FIANDRIANAM-PIRENENY aARY TSY NAHAMENATRA AZY NY NANGALATRA NY FIRENBY ARY NANAJA NY ZON’IREO MALASY 20 TAPITRISA DIA ZY INDRAY NO MBA MISEKO FA IREO LONA AN-TPITRIS’IREO NO MAHAMAIKAZY
    any ami’ny FMI dia niala maia koa
    Ireo Firenen-dehbe ireo (USA,JAPONLLEMAGNE ,GRANDE-BRETAGNE sy ny BRIC’B , izay nitsivalana tamin’ny nanaovana iny fifidianana iny ,ary efa nanambara izy ireo fa tsy fanampiana omena raha toa ka y manaja ny zon’olomeona sy ny démocratie ny fitondrana malagasy
    Momba ny zon’olombela dia mikasika
    –ny gadra politiques izay mbola any am-ponja !
    –ny fahafahana’ny malagasy ny vaovap misy eran-tany ary ny fahafahany milaza ny heviny amin’ny besimaro ( liberté de s’exprimer et d’exprimer ses opinions)
    Nefa mbola tsy nokafana ny trano fandefam-peo sy orpnan-tsary atrizao.
    ‘Zato ianao anie ka fantatr’izao Tontlo izao ny fomba nataonareo ny fiVIdianana anao e ; hala-bato sy fi Vidtaana ny vaton’ny Malagasy mahanra izay niledalenda nahita ny vola ,izay tsy hahavita ny fiainan’izy ireo mandritry ny iray volana !
    Fantatry ny Malagasy izany ,fa noraisiny aloha ny vola izay mahavonjy azy eo no eo . Ny rahampitso ve ? Tsy ao an-dohan’izany ,fa ny nahamaika anareo mpanongam-panjakana dia ny fitazonana ny fitondrana mba hahazoanareo MITANTANA MIVANTANA NY HAREM-PIRENENA ,FA TSY VOATERY HANGALATRA SY HANDAINGA INTSNY IANAREO !
    RAHA VAKIANA SY DINIHINA TSARA IZAO ZAVA-MISY AMIN’IZAO FANOMBOANAREO NY PAIKANAREO , DIA TENA SAROTRA NY MILAZA FA MANDEHA HO AZY ARAKA NY FIHETSIKA IZAY MANAMORA,,,NY SAROTRA MIFEHY NY FIAINANAN’NY MALAGASY !
    JEREO FA AVILINAO NY RESAKA :
    –EFA FIRY VOLANA IZAO IANAO NO MIHEVITRA FA « LANY  » FILOHA IANAO ,
    –NEFA ATRIZAO TSY MANANA GOUVERNE%ENTA TARIHINA PRAIMINISTRA VAOVAO ianao !
    –TSY MISY VOLA AO AMIN’NY TRESOR FA NANGALARINAO SY NY TARINAO
    –NY FANAMPIANA AVY ANY IVELANY –NA INONA FILAZANAO NA INONA FANAZAVANAO MIKASIKA NY VOKATRY NY DIANAO 6 DIA MIKATSO NY FAMAANA IREO FANAMPIANA IREO
    ARY ETO DIA MANGATAKA ANAO HITENY MAZAVA AMIN’NY MALAGASY NY ANTN4IZAO FATORANA MIANJADY AMINAO IZAO :  » TSY EFA VITA SY EFA TAPAK’IREO MPAMPISAMBOTRA NOLA NY FANAPIANA NATOKANA HO AN’NY MALAGASY FA SAINGY TSY OMENY ANAO IZANY SATRIA TSY HANAN’IZY ANTOKA IANAO ,TSY OMENY YOKY HITANTANA IO VOLA BE IO !DIA TSY FANATRAO TPKOA VE FA IREO FIRENENA LEHIBE TSY NANAIKY NY NANAOVANA INY FIFICIANANA SANDOKA INY ?TSY FANTATRAO FA IZY IREO NO « GRANDS CONTRIBUTEURS MANOME NY VOLA AMPIASAIN’NY FMI SY NY BM ? HEFA IZY IREO NO TSY MANAIKY NY HANOKAFANA NY FANAMPIANA AN ‘I MADAGASIKARA
    MODY ADALA VE IANAO SA MIHEVITRA FA DONDRONA NY MALAGASY KA TSY MAHALALA FA NY FIVERENAN’NY FILOHAM-PIRENENA RAVALOMANANA MARC ETO ANTANINDRZANA NO HAMERINA AMIN’NY MALAGASY NY FAHAKANSITRANANA AVY AMIN’NY COMMUNAUTE INTRNATIONALE ?
    IA MARINA VE AMINAO FA MIFOFOTRA SY MIASA MAFY ,NA ANY IVELANY AZA NY FILOHAM-PIRENENNENA TENA IZY RAVALOMANANA MARC , HO AN’NY MALAGAS AMIN’NY FIKARAKARANA NY FAHAZOANA FANAMPIANA NY FAMPANDROSOANA SY NY FANATSARANA AINGANA NY FIINANAN’NY MALAGASY?
    TSY MITEBITEBY VE IANAO NOHO NY FODIAN’NY TENA FILOHAM-PIRENENA RAVALOMANANA MARC IZAY NO FINIDIN’NY MALAGASY TAMIM-PAHALAHANA ,
    TANDREMO NY TENY TSY AMBINA NA FANAHINAO INIANA LAZAINA FA TSY ADALA NA VERY TADIDY NY MALAGASY !

    Docteur CELESTIN Robin
    Paris

  5. « ET POURQUOI PAS ?

    Cinq années de perdues ,élections adémoceatioques truquées débouchant sur une situation politique inchangée avec toujours les putschites ,apparemmmeny aux commanes par conséquent aucune intention ni un brouillon de programme détaillé pour sortir le Pays de ce marasme qui plombe tout !

    Lors des ces visites courtoisies inutiles à l’état actuel de notre situation car Nous n’avons pas les moyens pour fnancer ces tournées de cirque qui ont servi à ce faisant fonctin de président et de son épouse à vouloir se faire voir,avec cette excuse fallacieuse de discuter de l’octroi des aides financières pour le développement de MADAGASCAR…Alors que tout sait mieux que lui la raison et les conséquences de l’arrêt brutal de l’essor ,du take off du développement du Pays.

    Ce rajao..a-t-il le sens du ridicule ,de la honte car ses interlocuteurs les uns sincères (les USA ,la FMI ,la BM)d’autres hypocrites et flagorneurs ( le MAE de la France et les SG de l’OIF et à la dispora malgache qui connaît petinemment la situation politique bloquée dy Pays que TOUS LES MALGACHES DOIVENT DENONCER ET DOIVENT REFUSER FERMEMENT DE PERMETTRE A CE RAJAO—qui est seul au pouvoir–DE TROP PARLER POUR NE RIEN DIRE ET DE PARADER ICI ET LA ALORS QUE LES MALGACHES SOUS6VIVENT DANS LA MISERE NOIRE SURTOUT PAR RAPPORT A LA CROISSANCE DE 7.9 % avant le coup détat perpétré par ce président à la manque et sa bande !

    OUI , les jounalistes et de nmbreux Malgaches en mal de notoriété jouent avec le feu en bavant d’admiration devant cet  » agent » de la françafrique  » et qui , avec vantardise , mettre les jalons du développement du Pays et qui se contente de répéter ue le discussions avec les bailleurs se feront bientôot

    —-SANS QU’IL MENTIONNE L’INTRANSIGEANCE DE DES BAILLEURS DE FONDS ET DES USADE METTRE VITE EN PLACE ET D’APPLIQUER CONCRETEMENT LES REGLES DEMOCRATIQUES (OUVERTURE SUR d’AUTRES PARTIS POLITIQUES ET DE RESPECTER LES DISPOSITIONS DU DROIT DE L’HOMME ET U CITOYEN !
    –Et DE RESPECTER SCRUPULEUSEMENT LES DISPOSITION DE DROIT DE L’HOMME ET DU CITOYEN(

    RGISSEMENT DES PRISONNIERS POLITIQUED -QUI EXISTENT A MADAGASCAR ,L’OUVERTURE DES ANTENNES RADIO-TELEVISEES QUI SONT LES SIGNES ESSENTIELS DE LA LIBERTE DE IA PAROLE ET DE L’EXPRESSION!!
    NOUS N’AVONS PAS LE DROIT , EN NE FAIISANT ET EN NE DISANT RIEN , D’ETRE LES COMPLICES DE CE PUTSCHISTE QUI NE S’EST PAS TRANSFORME EN AGNEAU DEPUIS SA MISE EN PLACE A CE POSTE USURPE !SON INERRTIE I ? SES VANTARDISES ET SES MENSONBES INACCEPTABLES ( IL N’ Y A PAS DE PRISONNIES POLITIQUES A MADAGASCAR…) ET ET SUR LE PLAN INSTITUTIONNEL SES DIFFICULTES DE NOMMER UN PREMIER MINISTRE ET SURTOUT SON MANQUE D’AUTORITE SUR MES DEPUTES PUTSCHISTES QUI DOIVENT OBSERVER UNE CERTAINE DECNCE…
    Ces actes –csages rituels d’un vrai président au fait de la chose présidentiels Nous prouvent que cet EST NUL ET DESHONRE LA FONCTION PRESIDENTIELLE !
    ET LE PLUS BEAU SPECTACLE DES PUTSCHISTES SE PRODUIT LORS L’ANNONCE DU VERDICT DE LA HHC et DU CNSEIL D’ETAT CONCERNANT LA REQUETE DES DEPITES DE LA PMP A TSIMBAZAZA !

    ET VOYEZ-VOUS LA PRESIDENCE INOPERANTE ,LA PRIMATURE INEXISTANTE ? L’ASSEMBLEE NATINALE VIRTUELLE SONT LES STIGMATES DE LA VACANCE POUVOIR !
    CETTE SITUATION POURRAIT PRECIPITER LE RETOUR ANNONCE DE
    MONSIEUR LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC AVEC L’ENCOURAGEMENT ET LA BENEDICTION DE CES GRANDS PAYS CONTRE L’ORGANISATION DE CETTE ELECTION ET PEUT-ETRE SUR LES CONSEILS DES BAILLEURS DE FONDS !
    ET POURQUOI PAS ? »
    « DIEU EST BON ET GRAND ET SAIT APPORTER TOUTES LES SOLUTIONS A NOS DIFFICULTES ! »

    Docteur CELESTIN Robin

    Paris

  6. tout repose sur du factice…

    mais le peuple malgache est placide par atavisme…malgré toute la misère du monde qui s’abat sur elle !!!!!!

    Les peuples qui refusent l’esclavage s’expriment autrement partout dans le monde , et dans toute l’histoire de l’humanité ………

    SAuf chez les Malgaches et les Samoans leurs lointains cousins du Pacifique (acceptant « Pacifiquement » leur suicide économique et ethnioque !)

  7. Radio Rindra – Vaovao Hariva 22.03.2014: Na ihodikavia na ihodikavanana mpanonga mpajankana natao lany ho „filou“ dia mijanona mpanonga mpajankana. AZA MANANTENA FAHAGAGANA !!!!!!!!!

    TSY MISY MANDEHA AMIN‘NY LAONINY INTSONY NY FIAINAMPIRENENA !!!

    I N D R I S Y ry MADAGASIKARA „BON PAYS“ hoy ny sasany izay !!! … ANEFA ianao ity MATY MAHIA ! ! !

    http://ti1ca.com/mqwc0y7c-vif-10-140322-Vaovao-Rindra-Hariva-Rehefa-mpanonga-mpanjakana-dia-mpanonga-mpanjakana-vif_10_140322_Vaovao-Rindra-Hariva_Rehefa-mpanonga-mpanjakana-dia-mpanonga-mpanjakana.mp3.html

  8. Les Malgaches n’ont choisi d’être victimes du coup d’état du 17 mars t des conséquences qui en découlent!
    Le problème à résoudre est justement l’obtention des aides internationales qui ne tiennent pas des caractéristiques éthnologiques ny de leueq états d’âme !
    Ces prêteurs éxigent la grédibilité du « gouvernement « . Seulement pour cela ils se sont rrendus compte d’une évidence :on ne demande pas du feu chez des fantomees ou ds hommes sans foi ni loi ,habitués à se servire grassement de l’arnent qui ne leur appartient pas !

  9. Il faut pourtant sortir de cette impasse !
    Et la feulle de route qui est un traité international figure désormais dans notre arsenal de lois et peyt bien être appliqué à la situation actelle ne serait que pour:
    –l’élargissement des prisonniers politiques
    –l’ouverture des antennes radio-télévisées muselées
    –le retour des éxilés.
    Mais le retour de Monsieur le Ptésident de la République RAVALOMANANA MARC a été déjà acquis et n’a beqoin de cette loi !

  10. mais DCR

    ils ont le nez, les yeux bouchés et la cervelle ramollie.

    RjaoXXL n’est qu’un clone de Rajoelina le putschiste …

    Hery n’effleure à aucun moment l’appréciation de ce putsch de 2009 : IL ZAPPE VOLONTAIREMENT ce passage et encore plus sa sanction , parce qu’il COLLABORATEUR FIDELE DE PUTSCHISTE

    Un gros Pinnochhio !

    Tant que cette ramification de prédateurs de la démocratie ne saute pas : il n’y a rien à envisager …

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *