TSY ATAO FITAOVANA POLITIKA NY ZANAK I TOLIARY

IMG_0035

IMG_0035Anisan’ny nandray fitenena teny amin’ny Magro Behoririka androany, ny solontenan’ny faritry Toliary izay notarihin-dRamatoa Monica. Tsy mbola nikabary teny an-kianja izy ireo fa vao tonga avy any Toliary. Nambaran’izy ireo fa nisy ny lanonana fiarahabana tratry ny asaramanitra natao tany an-toerana tamin’ny herinandro lasa teo ka tsipaipaika avy amin’ireo zanak’I dada tsirairay no nentina nanaovana ny fety. Miray hina hatrany izahay hoy izy. Nasian’izy ireo teny ihany koa ny momba ilay fanambarana nataon’ny Tokobe telo milaza fa manohana an’I Haja Resampa.Tsia izahay hoy ireto zanak’I Toliary ireto no manohana izany fa mitsipaka tanteraka iny izahay, tsy misy vahoakan’ny Toliary nanao izany. Tsy atao fitaovana izahay avy any fa tsy mila an’I Haja Resampa.

Andriamatoa Eric dia nilaza ny fandaminana amin’ny hetsika tanterahana amin’ny Alatsinainy izao. Fotoam-bavaka hoy izy no ataontsika izay ahatsiarovana ireo namana namoy ny ainy, na ny nitolona teto hatramin’izay. Noho izany dia tiana hanana tanjaka vaovao ny tolona, koa miantso antsika rehetra ho tonga maro amin’io fotoana io. Ny Talata kosa dia hanamarika ny 17 Martsa ny movansa Ravalomanana. Ankoatra izay dia nilaza izy fa ny tena olona amin’ny fanaovana politika eto amintsika dia ny fifampingaroan’ny tombontsoan’ny tena sy ny tombontsoam-pirenena. Raha nitondra ny filoha Ravalomanana hoy izy  dia noezahina ho matotra isika mianakavy, fahaizana manaja fitsipika. Rehefa tsy hajaina izany dia zavapoana ary miteraka baranainy eo amin’ny fiaraha monina.  Nanafatra ny filohan’ny Repoblika fahaefatra ny tenany hoe esory izay rehetra nangalatra ary izay olona tsy vonona amin’ny fampihavanana dia lavintsika.

Rehefa resahina ny zavamisy eto amintsika hoy Ignace dia mizara roa.Nanomboka tamin’ny andron’ny Amiraly Ratsiraka , rah any fahatsapako azy dia nizara telo. Ny didy jadona politika niaraka tamin’ny baranahiny sosialy. Ny didy jadona politika hoy izy dia tsy mamela anao hiteny ary tsy mamala anao hilaza ny hevitrao eny amin’ny arabe. Ny barahiny sosialy diaizay rehetra tsy mamerina ny tany –tan-dalàna. Raha tsy tao anatin’ny vovonana ianao tamin’izany dia tsy afaka miteny. Ny fototry ny fahantrana izao hoy izy dia vokatry ny baranahiny sosialy nanomboka tamin’ny Repoblika faharoa. Ny filoha Ravalomanana , tsy nandrava ny Repoblika  tamin’ny 2002  fa nanitsy fotsiny ny lalampanorenana izay novaina ny faritany mahaleotena. Tsy hitako izay liana izany nefa naverina ao anatin’izao Repoblika fahaefatra izao indray. Rhefea tong any Tgv dia nanao ny Repoblika fahaefatra satria mpanao didy jadona ny filoha Ravalomanana ary izay didy jadona  nataony izay dia niezaka ny hamerina ny tany tan-dalàna.

 

19 pensées sur “TSY ATAO FITAOVANA POLITIKA NY ZANAK I TOLIARY”

  1. Itony avoakan’ny ary ny vaovao:
    http://www.newsmada.com/index.php/politiques/36554-toeranny-praiminisitra–manohana-an-dresampa-haja-ny-zanaki-toliara-#.UyUwi85Qfng

    notsoahiko kely ity comment iray hita eo ambanin’io lahatsoran-gazety io, izay toa izao:

    « 0 #4 ROCHRI 13-03-2014 10:30
    Manolotra olona ny MAPAR fa aoka kosa ny Filoha hanana ny safidiny malalaka e ! tsy manaiky an’i Resampa izy , porofo zany tonga dia nesoriny SGP , azo atolotry MAPAR ministry population na environnement ange izy e!Tokony mitady malagasy any Frantsa sy etazonia na Belgique atao 1 er Ministre ny Filoha rehefa ts mety ifanaraka ihany na koa miverina a@ Constitution taloha fa constitution ny Transitionio. »

    1. Resampa ho minisitry ny POP’s ?!
    (nefa toa zanaka padesm be hono io)
    alors persiste le slogan de france et devise de l’Amiral rouge -> diviser pour régner<-)

    raha environnement indray,
    ho hipoitra ny resaka féderalisme

    ESORY IO fa lozotra

    2. malagasy efa monina any ivelany ?!
    (tandremo sao tojo an-dry ra-Lila, fa indrindra ilay raika lahy atao hoe zina andrianarivelo)

    ________

    na izany aza, mamporisika ny forumiste toa an'io
    mahita hevitra metimety kokoa nohon'ny sasany
    izay efa raiki-TAPISAKA
    (ny sasany tsy mivohatra
    manaraka lojikan-javatra)

  2. parcourant le lien ci-dessus, je suis siderée révoltée

    comment se fait-il qu’à cette heure-ci encore

    l’on puisse se vanter / honorer / prendre pour exemples les exécutants des scènes macabres violentes sanguinaires depuis 26 janvier 2009
    les … destructions démollissement du patrimoine national, atrocités barbarismes
    réalisations de ceux qui ont pris le pouvoir par la force, ceci dit il y a exactement 5 ans aujourd’hui

    le 07 février certains ont péri sur l’abattoir stèle d’Ambohitsirohitra
    selon les directives d’Andry Rajoelina obéissant aux lois sectaires pour que révolution oranze aboutisse « faut des sacrifices humaines »

    TROP C’EST TROP

    au MAPAR, nous vous invitons respectueusement de vous restreindre des conneries shit enough is enough NO MORE OF THIS FUCK,
     » N a n d r a y a n j a r a t a m i n ’ n y t o l o n a , taona 2009, i z y ) = HAJA RESAMPA !!!!!!!!!

    ______

    Mahereza hatrany ianareo mponina any Toliara
    ary mankasitraka MISAOTSE ==> « vao tonga avy any Toliary. Nambaran’izy ireo fa nisy ny lanonana fiarahabana tratry ny asaramanitra natao tany an-toerana tamin’ny herinandro lasa teo ka … »

  3. Resampa

    le nom maudit remonte à son père

    depuis Tsiranana qui s’est intéressé au cas des N’DATY qui crèvent épisodiquement de famine : aucun plan d’aménagement du territoire , aucune politique d’adduction d’eau ni d’éducation de la population pour faire reculer la désertification

    Certains pays subsaharien sont arrivés à le faire , créant et développant les jardins potagers : ouvrir les yeux et voir ce qui peut se faire ailleurs , avec des moyens bien inférieurset des conditions pires !!!!

    Le seule fleuve est quasiment le bien personnel de De Heaulme depuis la colonisation !!!!!!

    L’eau profite plus aus lémuriens pour enrichir l’entreprise touristique de De Haulme …après l’avoir utilisé pour son sisal concurrencé par la fibre synthétique…

    Le N’Daty peut toujours crever au soleil de l’Androy : et vive le nom de Resampa !
    ou la demagogie d’un Monje Roindefo !!!!!!!!

  4. AMOUR ET POLITIQUE !
    Derrière les belles paroles des politiciens égoïstes, perfides et retors,
    Le peuple ne trouvera que misère, dégoûts et remords !!
    Il faut savoir ouvrir les yeux à temps, et prendre les décisions adéquates !
    Bon dimanche à tous !

  5. Kintana ô ! tsy mandeha lesy le vidaka a!!
    Tena diso fanantenana kely za!sady eo @’ilay tiako mihintsy ve lesy koh!

  6. Tsy mandeha ahoana indray ê ? Aza dia kamo be tenda hoy aho !

    Iza ireo manantena zavatra avy amin’ny mpanongam -panjakàna ?

    C’est du vent, des mots
    Une voile sur un bateau
    mais si tu me pardonnais, je changerais
    C’est du vent, du faux
    Les jolies notes de ton piano
    Qui caressent et grisent
    Avant de s’envoler

    Hiezaka ihany satria mba mahafinaritr’ahy ilay hira, dia mba tiako ho zaraina amin’izay tsy mety ho tonga saina ! Izay mamerina indroa manantitra, amin’izay dia miara-soara ! Mdr !

  7. « j’ai changé » aussi disait un célèbre clown de la république en France LOL !!!!

    comme on dit : conteur – boni-MENTEUR

    asakasak’izay mety ho badoina !

  8. avy ao atsimo-tsimo ao hiany …indrisy !!!!!!!!

    ==> inona izay nataon’izy ireo atramin’izay ????????

  9. Crimée
    « Referendum ni libre ni transparent » ! Ah bon ??
    « On ne peut faire un vrai choix avec un revolver sur la tempe » ! Ah oui ?
    Et ce que le peuple malgache avait enduré durant cinq ans, et c’est loin d’être fini, les dernières élections et celles qui vont suivre, comment doit-on les qualifier ?
    La transparence et le côté libre d’une élection ou d’un referendum, sont-ils fonctions de la couleur de la peau de ceux qui les organisent ?

    http://www.lemonde.fr/idees/article/2014/03/14/crimee-un-referendum-honteux_4383473_3232.html

  10. Merci lesy a!Tiko be ny lokon’ny mason’i Garou
    efa nojereko hatrany @ you tube aza fa tsy nandeha koh!

  11. Tsy avy any amin’ny faritr’i Toliary ve ny VVS, ny MONIMA voalohany ry Zino Paul Bert sy ny zandary SOJA ary ry Remanindry Jaona, ka aza lalaovina ny zanak’i Toliary f’efa ela ireo no tena tia tanindrazana ohatra ny faritra rehetra izay mahalala ny marina sy ny fahamarinana.Mba tapaho amin’izay ny tadimpoatra e!

  12. Ratsimilaho,
    tsy mino aho hoe avy any toliara ny VVS…
    tsy ray aman-dreny koa amiko ry monja jaona.

  13. Fantatry ny foza tsara ny toerana hametrahany ny vovony.
    Mafana fo tokoa Toliara ka any no namafazany VOLA .
    Ny alika hono jamban’ny taolana fa ny olona kosa jamban’ny vola.
    Io koa saonjo iray lohasaha ka tsy hilaozan’izay maharara e!
    Tsy mifanome tsiny oah!!
    Io tsy toliara irery fa jereo tsara daholo ny toerana feno mpiomba an’i dada rehetra fa
    vidindry ilay tsivalahara daholo, fa ilay olona anie no kely saina e!!tsy hain’izy ireo akory
    fa vidin’ny ràn’ireo Gasy mitovy aminy sy ny harem-pirenena ary ny VOLAMBAHOAKA
    anie ireny vola hividianan’ny foza azy ireny e!VOLA HALATRA SY FANDROBANA.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *