TSY MISY ROBINET MISOKATRA ALOHAN ‘NY FARAN ‘NY TAONA ETO RAHA TSY TONGA I DADA

guy29Tsy misy robinet misokatra eto alohan’ny faran’ny taona hoy Raguy androany teny amin’ny Magro Behoririka raha tsy tonga ny filoha Ravalomanana n’inon’inona mahamaika anareo eo. Tsotra ny nambaran’ny iraisampirenena, mbola hita  eo ny fampihavanana, ny fitoniana. Marina fa niteny izy ireo fa izay ilay diplomasia iraisampirenena. Noho izany dia sasapoana izay milaza fa tsy hampody ny filoha Ravalomanana. Momba ny TIM dia nambarany fa tsy msiy miady eto fa ireo tsy misy saina no nanelingelina ary ireo tsy nisabaka dia tsy mikorontana. Nalefa eto ny iraky ny filoha Ravalomanana handamina ny fampodiana azy. Io roso fa tsy mimpody intsony. Tsotra ny hafatra n’inon’inona ataonareo dia tsy maintsy ny fodian’I dada no vahaolana. Izy tsy hanakorontana fa manana traikefa. Ny antsika dia izahay tsy maintsy hitroatra rehefa tsy mampody azy.

Ho an’ny Antenimerampirenena , filohan’ny andrimpanjakana ianao dia nampifilafila, nefa tapaka ny tendany Mapar fa tsy lany ny fitsipika anatiny nataony.

x29Hafatra ho an’ny filohampirenena Hery hoy Ramatoa Victorine dia izahay vahoaka any Atsimo dia nijaly amin’izao fotoana izao, satria nifindra monina noho ny asan-dahalo. Mba mangataka izahay andriamato afiloha mba jereo ny manjo anay any Atsimo, mba handefaso miaramila hampandry tany.

Hafatra ho an’ny mpitolona Magro : isika nitolona teto dimy taona, dia miandry an’I dada, avelao any ny fosafosa.

brenda29Ny anay hoy Brenda dia tsy misy afa-tsy ny fiandradrana an’I dada ihany. Manantena sahady izahay ary mila mampita any amin’ny manodidina isika fa mila hotronina ny ray amandrenintsika rehefa tonga. Malahelo izahay raha voailikilika ianareo niaritra dimy taona. Tsy amela anareo irery izahay, fa ny filoha Ravalomanana mila miresaka aminareo rehefa tonga. Tsy misy zavatra vita teo raha tsy nisy anareo teto ankianja. Nanao fanetretena lehibe ianareo vondrombavaka , koa misaotra anareo fa nisa mafy  ary tanteraka ny valimbavaka natao teto satria lasa I Rajoelina, ho lasa baomba sns. Maro loatra ny nampahoriany antsika Malagasy, betsaka ny rava fananana, maty noho ny aditsaina te hahita ny filoha Ravalomanana. Ny fandresena farany dia ny fahtongavan’I dada.

feno29Manafatra foana hatramin’ny farany ny filoha Hery , hoy Manoela . Tena nivavaka izy tamin’ny Alahady, manantena izahay fa hivoaka ny gadra politika, hiverina ny filoha Ravalomanana. Ho an’ny minisitry ny fifandraisana , manantena izahay fa hisokatra ny raido nakatona rehetra, mba hitovy amin’ny Free-Fm rehefa avy eo, mba hivavaka ho an’ny Malagasy mijaly. Efa vita ny fifamindram-pahefa ho an’ny minisitra, mino aho fa handeha ny asa satria betsaka ny fanamby nataon’ireo minisitra ireo ka tsy hanao kajikajy politika.

Naheno isika hoy Fenomanjato fa nanao fanambarana ny vondrona Eoropeana. Isika efa niteny fa tsy misy vola eto raha tsy tonga I dada..  Nisy tamin’ity tetezamita ity  nahazo nikabary tany ivelany, natao ny manarampenitra rehetra, dikany nampanantena ny tsy misy ireny. Ny vondrona eoropeana dia nampilendalenda vola be ho anao ka tsy naharitra ianao. Mila manana tetikasa matotra ny mpitondra fanjakana, fahaiza mitantana indrindra ny fanajana ny zon’olombelona. Tsy azonao io vola io fa mahaiza mitandrina. Ny tiana mabara dia misy ny fampihavanan atao eto. Isika tia tanidnrazana dia miantso fampihavanana fa mbola misy miziriziry.

hilarion29Andriamatoa Hilarion dia namela hafatra ho an’ny movansa Ravalomanana. Ny movansa Ravalomanana dia mazava tsara fa misy ny antoko Teza, Mfm, Amf3fm, Tim. Aoka isika tsy ho samantsamahan’ny hevitra tsy mitovy fa tsy fotoanan’ny ady intsony izao fa fampihavanana. Sasatra I dada ny miteny , hoe miraisa hina, izaho tsy manana alahelo na hitsikera ny depiote , ny minisitra Ravatomanga. Ny ahy tsotra, matoa  niditra tao isika dia manamafy ny tenin’I dada teny Tanjombato , hajao io mpitondra io ary isika hantanteraka ny famohanana ny gadr apolitika, fanokafana ny radio nakatona, ny fiverenan’ny sesi-tany politika.

Isika tsy miady izany. Ajanony ny fanenjehana an’I Rakoto na Rabe fa avelao izy iasa. Matoa isika niteny izany dia ireo cst sy ct ireo nandany ny tondrozotra. Vita ny iraka nataon’I Ivohasina teto. Efa lasa izy ary hihaona amin’ny filoha Ravalomanana. Ravatomanga ihany koa dia lasa any Addis Abeba androany, misy antony lehibe izany. Manampy antsika eto an-toerana izany. Tsy nofinofy intsony fa ho avy I dada. Rehefa nandray vahiny ianao dia mila miray hina tsara. Misy ny sasany malahelo rehefa tsy tanteraka ny kongresy, tsy maninona izany fa hevitra tsy mitovy. Isika kosa milaza fa aleo tong a ny filoha Ravalomanana vao atao izany. Misy antony ny zavatra ataon’ny FMI eto afaka 11 volana, dikan’izany dia tena takiany ny tondrozotra hatramin’ny desambra. Noho izany dia any amin’I dada ny lakile.

65 pensées sur “TSY MISY ROBINET MISOKATRA ALOHAN ‘NY FARAN ‘NY TAONA ETO RAHA TSY TONGA I DADA”

  1. [L’ancien président Marc Ravalomanana a confié aux « anciens » barons du TIM, la lourde mission de redynamisation du parti, en vue des prochaines Communales et Sénatoriales.
    ….
    La présence à Amboanjombe des anciens barons du parti, dont Patrick Ramiaramanana et Rajemison Rakotomaharo s’inscrit dans le cadre de cette redynamisation et restructuration.]
    ….

    Maninona ilay gazety (Midi), no navela mirediredy tahak’izao, sa izany no nasaina navoakany ?

    Ianareo ao amin’ny TIM aloha no tokony andini-tena tsara !

    Raha nilaza taminareo ny Filoha Ravalomanana hoe, tsy maintsy averina amin’ny toerana sahaza sy mendrik’azy ny antoko TIM, tsy midika velively izany fa tsy tsy maintsy miverina ao ireo JODASY MPAMADIKA SY IREO MPAMITAKA REHETRA.

    Fantatrareo daholo ireo jodasy sy mpamitaka ireo, noho izany aza mody fanina na koa miafina ao ambadiky ny hoe FAMPIHAVANANA SY FIHAVANANA.

    Izay miaraka amin’ny jiolahy dia jiolahy ! Mpanao paolitika tsy manana hazon-damosina izany tsy tokony hanao paolitika, ary tsy mpanao paolitika no hiantson’azy fa mpanararaotra sy mpihinana volam-bahoaka !

    Misy gazety aza raha nahita ny nataon’ny sasany, tonga dia mahitsy fiteny : MPANGALATRA !

    Raha tsy misokatra ny robinet, dia satria mbola misy malagasy mitolona koa any ho any fa tsy hitanareo.

    Ny voalaza ato dia hitanay fa marina daholo, ary miombo-kevitra amin’ilay mpanoratra izahay !

    http://www.tim-madagascar.org/index.php/component/k2/item/693-tim

  2. KM!

    Tsy azo kiahanina io voalazan’ny mpanoratra momban’ny TIM. Mino tokoa aho fa matoa tsy misokatra ny robinet dia mbola misy mitolona ao ka anjaranao ry Hery izay voataiza tao amin’i PATA no mampanjaka ny fahamarinana.

  3. 28 AVRIL 2014
     » LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC EST UN CITOYEN LIBRE !IL EST SEUL ET MAITRE SES LODALIES CONCERNANT SON RETOUR AU PAYS ! »

    Le faisant fonction de présidentà Madagascar voit son égo s’enfler quand des journalistes et des lècheurs de ses bottes flagorneurs lui rappellent qu’i a été élu démocratiquement par les Malgaches !
    Alors qu’i n’ y a pas foule jusu’ici des déclarations d’intention sur les bouts des lèvres des dirigeants ou des autorités de certains Pays sceptiques et prudents !
    Après la nominati du premmier ministre , très novice et sans aucune expériene e après la formation d’n gouvernement hétéroclique ,fait d’éléments tout venant ,qui ne signifie ni cohérence politique pouvant augurer une certaine cohésionce en matière de règles et de pratiue démocratiques ,le voilà ce président bidon court à l’usurpation des initiatives concernant le retour au Pays de Mnsieur le Pr&sident de la République
    ….La comminauté internationale malgré sa dision sur l’orgabisati des élections imposées aux Malgaches pr l’intermédiaire du pouvoir de facto de la phase transitoire a déclaré que ce retour doit se faire sans aucune condition :
    a) La SADEC s’est déjà prononcée en déclarant qu’elle assume le retour du Président RAVALOMANANA MARC au Pays
    b) Le Présdent RAVALOMANANA MARC en personne a prévenu à tous ses partisans de ne pas « parier  » sur son retour ! Il veut rester maître des modalités de son retour !
    c)Et voilà que l’un après l’autre l’ambassadeur de Francr Golbarit se dit disposé comme le président non élu de Madagascar à s’occuper de ce retour car , d’après rajao…fanina ,le Pays a besoin de ses expérience de Chef de l’ETAT et de grand entrepreneur
    Devant cet encensement un peu trop malhabile , il me semble , en direction des Malgagaches , une manoeuvre de pour amaduer l’opinion publique que lui président mal élu et élu surtout en falsifiant les opérations électorales pour faire perdre son concurrent qui, selon les songades et les études suivies des bureux de vote , l’ont battu à plates coutures ,ce candidat réputé être le candidat de laMouvance RAVALOMA?ANA MARC :
    Et voilà troisois apres la proclamation des resuitats de cette election hold up ,ce voleur de tout (argent public , les richesses du Pays -or,bois précieux , terrains probablement miniers et pétrolifères ; résultats d’élections-) veut se présenter aux yeux des Malgaches comme celui qui va permettre le retour au Pays
    du PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC ,qui entre autres titres est Vice Président de l’Eglise de JESUS CHRIT A MAGAGASCAR …. que les auteurs du coup d’état finalisé le 17 MARS 2009
    ont voulu détruire en tant que citoyen, en tant qu’entreprenure !ET QUEL MALGACHE AYANT SA TETE ET SA MEMOIRE NE SAIT PAS QUE CE RAJAOARIMAPIANINA A PARTICIPE A CE COUP D’ETAT ET A CONTRIBUE A FAIRE DURER CETTE PHASE DE TRANSITION NUISIBLE ,STERILEPOUR LES MALGACHES !

    CES PUTSICISTES TENTENT DE FAIRE FEU DE TOUT BOIS A TSIMBAZAZA POUR RENDRE INGOUVERNABLE DE PAYS

    RAJAO…FANINA EST ENTRAIN DE RESOUDRE LA QUADRATURE DE SON CERCLE ;
    —–SE DEBARRASSER DE SON APARTENACE AUX PUTCHISTES EN FAVORISANT LA DOMINATON DES DEPUTES DE LA PMP ,
    —— » EN NEGOCIAN SA TETE 3 , EN PROCLAMANT QU’IL N’ A JAMAIS ETE RSPONSALE DE RIEN ! »

    Docteur CELESTIN ROBIN
    Paris

  4. Tiko be ilay hoe: » mbola misy Malagasy mitolona any ho any fa tsy hitanareo » ATOKISAKO LESY A!
    Faly be za maheno izany .
    Misy fiarahana petsa2 ao matoa miara-mitakosona @’ireo MPANGALATRA na MPAMADIKA ny ao e!!
    dia tetika haniliana izay miseho ho MIJORO sy MIDRIKINA no hanangonana ireo JIOLAHY MPIVARO-
    TENA ireo ao @ TIM ao sahady koa.
    Ao foana ilay zava-baratra sy mpitari-bato vilam-bava, tsy maintsy mitady hirika foana rehefa voatery avy
    any @ renikely any, sady matahotra ny hivoahan’ny marina koa mantsy.

  5. De rehefa avy miteny an’io titre io ve raghy de mitehaka le vahoaka sa sosotra???

    Ny eo @ magro zany faly refa mihidy ny robinet? tena misy fizarana zavatra hafa kosa ngamba ao fa raha izany tsy ho avy any e!! Aiza ko ny misy hoe sady sahirana no maniry hoe hidio ny robinet!!

  6. Mba hitan’ialahy ve aloha ilay vaovao iray ao amin’ny gazety Tia Tanindrazana androany eh ?
    Raha ny fitadiavana V3 tamin’ny voalohany no tena naha maika ny sasany, dia raha nandroso ny taona lasa V5 !

    Andoany tena V8 mihintsy no nanjonoin’ny sasany an’ilay prezidà feno fery !

    Mba azavao amin’ny rehetra tsy mahafantatra, toa anay ihany, ny dikan’izany hoe mikolokolo izany !

    Voatery avy any amin’ny renikely ? Dia ahoana koa itony ?

    http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/economie/le-quai-dorsay-pose-ses-conditions-sur-nosy-be-9903

    Reraka na koa efa nahazo vola be ilay avy any amin’ny Régime des colonels taloha ; dia avy any amin’ny Régime frankista indray no handimby azy hono !

    Firenena mahantra sy be trosa daholo ireo. Fa tsy misy olon-kafa angaha, ohatra alemà na danoà ?

    Tena very tahak’ilay Firenena ! Soa ihany ary misaotra an’ilay Tsy toa, fa mbola tsy tonga aty aloha ilay aretina mahazo ny sasany ao Tsimbazaza !

  7. Manaintaina be ilay tsy fazahoana fankatoavana ka MIAKAPOKAPOKA!
    Raha mbola izao no fandehany dia mbola ny BE BASY sy MPANGALATRA no hitavana
    izay vola hiditra eo fa tsy ny VAHOAKA SAHIRANA MBOLA HANGALARANA,fa raha izany no mampalahelo
    ny MPANGALATRA dia MAHAFALY ny be sy ny maro ny mbola tsy fahatongavan’io vola io fa ny laninareo
    MPIVARON-TENA rehetra ireo aza efa tsy voatanisa koa mbola alefaso koa ???MAHONENA!!!
    Tsy vola hiditra @ malagasy mihinsy izay ho avy eo raha mbola izao sy ireo JIOLAHY ireo no mbola MITAVANA.

  8. Izay tsy maharitra, mandeha misotro any amin’ny robinet-n’ilay prezidà feno fery ê !
    MDR !!

    Mbola vola be no tao amin’ny kitapom-bola, dia nivadika ho trosa be ! Nankaiza ny 2 000 milliards-n’ny JIRAMA ? Iza no ministry ny Fitantananam-bola ary tompon’andraikitra nandritr’izay dimy taona izay ?

  9. Ny volan’ny Gasy ihany no nividianany ny Gasy , ngah hita e!
    faly ery ny MPIVARON-TENA fa VOLA MORA nefa volan’iza ilay izy anefa???
    Mbola hoa avy ny hipoahan’izany rehetra izany fa aza taitra ! izany no hitadiavana hirika foana
    hanakanana an’i dada fa tsy inona akory.
    Sady efa tsy nahavita inona no mbola nihinam-bola fotsiny .

  10. Ao amin’ny La Nation ihany : Izao vao mba « Mimemomenona » ilay mpanoratra, satria tsy misy intsony izany hoe mpanao gazety izany ! Faly mahazo ny atao hoe « felaka » daholo hono !
    Raha sendra mba lasa tany amin’io hoe felaka io ny resaka indray andro, dia hoy ilay olona izay hoe : « Tsy mahagaga amin’izao fotoana rahatoa tia mpanelaka daholo ; efa fiainan’alika, any ka manjaka ny pédé rehetra ! Tsy any Nosy Be ihany » !

    Dia ahoana koa ity hoe « Passeports diplomatiques » pour les conjoints des députés (élus grâce à des fraudes massives ou non) ????

    Lasa kaondrana sy mivahy daholo ê !

  11. Hoy KM!

    Firenena mahantra sy be trosa daholo ireo. Fa tsy misy olon-kafa angaha, ohatra alemà na danoà ?

    Tsy hitako hoe iza avy ireo firenena be trosa voatanisa ao fa ny tsapako dia mbola voazanaka ara-tsaina ny tanora malagasy aty ivelany ary tsy mahita afa tsy ny firenen’ny tsotsoka ny ankabeazany.Momba izany union européenne izany dia tsy misy fantandry zareo fa dia teny heno isan’andro fontsiny nefa tokony ho halalinina.

  12. Ratsimilaho, tompon’andraikitra amin’izany ny ray aman-dreniny !
    Inona no antenaina rahatoa ka ny zesta any amin’ny alim-pandihizana sy RNS no tena raitra ?

  13. KM!

    Marina io resaka V5 io izao.Nahalala PDS taloha nampirafy aho dia nila doka tamin’ny namany fa tsy nahazo ka nangaigaina tery.

  14. F’ angah tsy Pelaka no izy e?hita fa efa adala sy ondrakondrafana daholo koa inona indray?
    Efa mivarilavo sisa fa matin-damaody loatra koa izao no halehany, adino ilay fahendrena Malagasy
    sy ny soa toavina naha Gasy ny Gasy. MAHONENA!!matiantoka raha tsycmanaraka ilay lamaody e!
    na dia efa hivarina an-kady aza.

  15. olona nasondrotry ny tany
    anisan’izany i dada8
    no tadiavin’ny vahoaka malagasy
    izay téléspéctateurs foana manoloana ny néocolonisation

    matoa izy ankafizin’ny Bekintana
    dia satria parcours carrière AZY
    itovizany amin’ny prezida LINCOLN
    ==> mampianan-tena
    ==> fahaizana mitrandraka miainga amin’ny eo am-pelatanana

    hoy aho eto:
    tsy levon’ny vavonin’i France i dada8
    rough & brusque & TROP courageux au goût des Firantay

    fé na zany aza: nahatafa objectif iray izy, dia ny percer l’export sans passer par barrière douanière and toutes sortes d’intérêts imposées par France & ses BUZZZZMEEEEEN

    ==> IZY no ilay gasy MODELY!!

  16. fa maninona aloha i DENISE
    no miafina ambadik’ity ê:

    « RAKOTO dit :
    30 avril 2014 à 15 h 10 min

    De rehefa avy miteny an’io titre io ve raghy de mitehaka le vahoaka sa sosotra???

    Ny eo @ magro zany faly refa mihidy ny robinet? tena misy fizarana zavatra hafa kosa ngamba ao fa raha izany tsy ho avy any e!! Aiza ko ny misy hoe sady sahirana no maniry hoe hidio ny robinet!! »

    elà aza tsy misy FAIRPLAY akory
    vao maika ny resaka atolotr’ity eto
    TSY MITATRA LAVITRA
    fa toa midina eo AMBANY FOATRA (nombril) fotsiny dia lany fHery

    hihihi

  17. Kilaosety kely mpitondra fahasambarana, ho an’ny tena mpitolona sy tia tanindrazana rehetra !

  18. HoAiza,
    Izy aloha dia manitra ê ; ary raha be loatra, manandrikandrina ! Raha fantatro ny adiresinao dia nandefasako !
    Amin’ny week-end izao raha tsara ny andro, dia ho any anaty ala, hitady « migué » ! Mdr !!!

  19. Misaotra koa aloha Ratsimilaho tamin’ilay hira ê ! Sady milay ny basse-n’i Larry Klein !

  20. Mankasitraka mahatsiaro e!
    Mba topazo maso kely indray ao @ la Nation fa dia mirongatra ny FANGALARANA
    satria ny mpitondra aza moa MPANGALATRA ihany koa ka tsy atao mahataitra.
    Na BR ity ny halatr’ omby, 500 OMBY in-dray manafika????tena efa avo lenta be! ny mpisoloky koa etsy andaniny
    avy dia @ milliions maro2.
    Maty aho tanindrazako!izany no lova navelan’i foza dia izao mbola tohizan’i VOALAVO izao.

  21. aleo mangina,
    fa misy tohiny lavabe ny connotation « mi-gué » zany
    hihihi

    be ny voninkazo no manitra
    fa hafa ihany ny « telo miova » – tradition gasy fambola eo am-bavahady koa io an…

    iza no manandrinandrina kokoa : ny muguet sa ylang-ylang.
    Sao dia mi-tourne aphrodi ity resak’ê? (manal’azy sady lol be an)

    efa hatry ny mbola kely culture française no nahafantatra hoe: temps du muguet mois de mai!
    nde mba horofako
    rehefa misy mitondra iny

    sao de mba misy pollen lasa anaty orona
    – nahafantatra olona aho efa elabe
    nanohoka dia nanoroka voninkazo manitra be
    any ka lasa nihetsika ny asthme tsy afa-bela mandrak’anio

    Pot de muguet anio
    pont ve sa tsia ny aty aminareo rahampitso?

  22. izao mihintsy ilay tsy ahafoizako ny akama ato!
    Mankasitraka e!sambatra mihintsy aho manana ireto dahy ireto ato.

  23. HoAiza

    concernant les barrières douanières :

    FRANCAFRIQUE avait depuis 1960 :

    * favorisé les importations françaises en douane
    * pour DOPE l’industrie agro-alimentaire et l’industrie automobile françaises à titre d’exemple
    * créé le black out total sur l’ensemble des richesses minières malgaches
    (Madagascar étant un « pays d’échantillons » , donc inexploitables , clamait la France partout !!!

    ==> pour Madagascar le Japon n’est en aucun cas un concurrent économique à pénaliser , mais les voitures japonaises( bien moins chères pour les bourses malgaches )sont fortement taxées
    ==> Ravalomanana en développant l’agro-alimentaire national mettait à mal l’exportation d’excédents de lait français par exemple (lait, fromage…et crises permanentes pour déverser l’excédent agricole !)

    A PLUS D’UN TITRE :
    Ravalomanana était pour la France l’homme à abattre , qui tue la poule aux oeufs d’or..de surcroit concurrent économique dangereux !

    C’est gros comme le nez au milieu du visage : mais nous avons CERTAINS compatriotes qui sont complètement givrés du cerveau ou pourris prêts à vendre père et mère et enfants (CORRUPTION , PREVARICATION , vol , prostitution)

    La lutte doit continuer tant que la pourriture ne soit pas dégagée…à éliminer !

    Il n e s’agit pas de culte de la personnalité mais un devoir d’exigence patriotique .

  24. Raha sendra avy ny orana ny alina (ary avy aloha ny orana aty amin’izao fotoana androatako izao), ka mamoa varavarakely ny maraina…..; dia iny toa tonga aty mihintsy ny fofon’ny telo-miova !

    Rahampitso indray aloha dia pont ê ! Ny toetr’andro no manondrana !

  25. Ny aty minay aloha dia @ ‘ latsinainy vao miasa sy mianatra ny mpianatra.
    Ylang- ylang kosa tena mbola hafa e!manana voninkazo somary fotsy n ylokony aho eto
    anjaridaina fa tena manitra be ohatra iny lalana any Nosy Be.Izao NosyBe aza toa efa ho
    lasan’ny śasany koa.

  26. Any ambanivohitray indray iny 3 miova iny! ndriiiiiiiiiii !rahoviana indray vao tonga any?
    ny tanana efa ravan’i dahalo t@ andron’i Deba, rindrina sisa tavela.
    Io ilay Tamboho fa foana (hoy ilay hira)

  27. sady mamaky ny zavatra alefanareo soratanareo aho
    Intéressant daholo rey olon: km gbd ranavalona ratsimilaho

    manao devoir assignement mikasika ny « Madajazz »
    no asa ataoko manoloana sy anaty ordi eto.

    Ny aty dago miasa rahampitso,
    miandriandry ihany aloha sao de manaraka ny any eropa.
    Be koa ny asa tsy mazava fa maimbomaimbo anaty poulailler
    former-HAT ao

  28. Za vao hilaza azy!mampatsiahy ahy olona mantsy ilay izy! iza ary ô???
    ilay dihy nafotaka hoe:  » ambanimbany Prėzdà » MDR ,ry sarindiky mianakavy e!

  29. Na dia tena lavitra ny option-ko TSY NAKA choix « gymnastique au sol » t@ bacc

    Taty aoriana dia passionnée MIJERY an-dry zareo eropeana sy aziatika
    manao « danse sur glace », tsy mi-rate jeux olympiques d’hiver mihintsy (rehefa mandeha TV temps réel)

    ______

    Aza hihomehezana
    na alaina sary akory,
    raha milaza ny tenako hoe:
    membra manaraka Cours de Danse (dame)

  30. resaka fofona izy ty

    ny fofony muguet tsy mety atao »stabilisateur de vparfum »

    ireny fofintsavony « muguet » ireny dia fofona « de synthèse »…v irtuel hoatry ny fifidiana

  31. Tout amour de l’art est honorable …jamais ridicule même dans sa pratique la plus infime

    Ho Aiza : l’expression corporelle des danses birmanes ou cambodgiennes me ravissent également (maitrise jusqu’au bout des doigts et élégance parfaite )

    la danse du ventre un peu moins quand même…manpihetsika laotra ny jabora MDR !

  32. TSIA tsy spécialement:
    Efa vulgaire vulgarisé be ny danse de salon
    toa izany koa boum be ny zumba fa toa efa lefy

  33. Kaaiii! tena ohatra ilay fifidianana marina!
    Tena mbola nofy ratsy ho ahy iny fifidianna iny an!
    Tsara ny mitaiza tena ry sė na dia tsy hanao Olympiques aza.
    Za dia milomano foana na dia tsy misy manome mėdailles aza fa toa ny mėdailles niambozonako
    indray aza no tadiavin’ny mpisam mbola ho angalarina.

  34. misaotra amin’ity vidaka
    hahaha

    ny lehilahy lava volo
    ny vehivavy mampiseho ranjo sy elakela-.e

    mihôgahôga
    feon-kadradraka
    be dia be ny tiana HASEHO ny audience

    hihihi

  35. Fa tena marina ve fa eo sė ry Hoaiza??tena tsara be aloha e! amiko an!
    Nitalapetraka ery aho nijery ilay vidaka .Hay ve misy an’izao dia nafenina tany ry sė e!

  36. ny haingam-panahin’i km ve
    dia arahinao daholo ranavalona an?

    na omena place d’honneur aza aho,
    tsy mijery spéctacle toa an’io

    vakio ny soratan’i gbd,
    havanana kokoa mi-évaluer art dans la danse!

  37. OK HoAiza

    différencier la danse de séduction (à message plutôt)

    de la danse artistique : expression corporelle avec recherche très élaborée et enseignée de manière académique (comme l’a compagnie de danse traditionnelle cambodgienne créée sous Sihanouk )

    Néanmoins cette manifestation à Clamart a le mérite de nous faire connaitre par autre chose qu’un pseudo président de la république qui pérore un discours de Sarkozy…
    Dommage…

    J’aurais préféré un vrai « hira gasy »

    ou des chansons « hira fahiny » authentiques de RIMBOSA ex association d’étudiants malgaches…des valeurs malgaches autenthiques …pas pour faire joli …

    Le fils d’Odéam Rakoto prend de belles initiatives à imiter…même s’il ne fait pas l’apologie des valeurs traditionnelles.

    NON ???? LOL !

    SOUPIRS : à quand le retour de Ravalomanana pour F….. tout ça en l’air ??????????
    Malgré le silence d’enfer ,j’ai envie d’y crois.

  38. Ratsimilaho les temps ont un peu évolué depuis , non ?
    L’internationale est maintenant une caricature…

    Notre lutte n’est pas seulement sociétale( d’individu à individu) , plus que cela :

    Notre lutte est NATIONALE et d’ordre politico-économique contre l’impérialisme des nations nanties contre les nations pauvres exploitées avec provocation de putsch et mise en place de gouvernants à la botte des pays riches… :

    LUTTE D’ETAT à ETATS ( pluriel via les multinationales PREDATRICES )

    Ce n’est pas une utopie , ni rêve c’est un COMBAT de libération ECONOMIQUE du peuple malgache : on adhère ou non

    Rien à voir avec un combat pour une idéologie , pour une religion , pour une suprématie raciale etc…

  39. Ce que je crains le plus, c’est la montée des chinois car ils s’infiltrent partout et surtout ils envahissent en dévorant les proies faciles.Ils sont redoutables.On assistera à une autre forme de colonisation.

  40. Avelao kely any indray aloha ny vazivazy sy somonga ! Ny mpamadika (Emila vazaha) indray hono izao no hitarika ny TIM ao Analamanga, ary efa nanaiky daholo « ireo mpitarika » nahazo toerana na tsia !

  41. Nareo kosa masika ratsy ery a! tena malahelo kely za!
    Misy dihy Gasy kosa ilay izy e! ilay hira aloha toa hafa2 marina?
    Tsara aloha rehefa sarotiny @ ilay tena GASIGASY e! tsy hifandirana indray ny amin’iny
    fa tena ao ilay fitiavan-tanindrazana.

  42. Mba SANATRIAVO!!!koa tsy aleo ihany avela ho an’i Vakitampona ilay TIM raha izany???
    aleo mijanona @ ZD ihany??
    Dada ô! modià ianao dia raiso fa tena tsy izy intsony ity!!

  43. Ratsililaho

    je partaga ton appréhension

    la France tombe de plus en plus en régression économique (trop ce blocage des mentalités, puissance ++ des lobbies automobiles et pétroliers)
    Total ne bpaie presque pas d’impot en France parceque ses bénéfices sont réalisés à l’étranger.

    Alors qu’au USA les économies réalisés sont soumis à impot (quasiment 37%)
    Les montagnes de casj réalisés à l’étranger rapatriés aux USA sont également taxées…
    D’où la politique de G.I.E. d’investir en Europe (par Nokia en Finlande , peut être Alsthom en France)…au détriment de réinvestissement en infracstructure aux USA.

    LA CHINE !!!!!!!!!!!

    la

  44. La Chine est en passe de devenir PREMIERE PUISSANCE ECONOMIQUE DU MONDE

    Sa violence impérialiste économique que nous voyons à Madagascar NE S’ARRETERA PAS : ils sont encore plus féroces que les Français (voir ce qui se passe en Afrique : pas ou peu d’emplois créés).

    Technique du « OMANA MIADANA » !!!!!!!!!

    Notre premier ennemi est la françafrique : le GEANT CHINOIS se profile et agira en rouleau compresseur :
    ==> soyons en bien conscients ………

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *