TIM : HIJORO HO MPANOHITRA NY FITONDRANA

Ny antoko TIM (Tiako i Madagasikara) dia lasa eritreritra sady nandinika ny zava-misy hoy ny filoha nasionalin’ny antoko androanytao Faravohitra. Mahamenatra ny zava miseho eto amin’ny firenena hoy izy. Toy ny ady amin’ny kolikoly, tsy fanomezana hasina ny Bianco, ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana, ny raharaha Soamahamanina,  Antsakabary, sns…Noho izany dia handray fanapahan-kevitra hentitra ny antoko androany hoy ny filoha Ravalomanana.

Fanilikiliana ny Tim, fanerena anay haka ny toerana tsy mahasoa ny fitondrana, ny fanalana ny minisitry ny rano hoy Ravalomanana. Resaka politika no nanalana azy tao. Mafy taminay nanalana azy, manosika anay ankolaka hanapaka ny fiarahamiasa amin’ny fitondrana izany. Tonga ny fotoana ilazana fa tsy hiasa hiaraka intsony amin’ny fitondrana izahay.Hijoro hanohitra ny fitondrana izao izahay hoy Ramose.

2 pensées sur “TIM : HIJORO HO MPANOHITRA NY FITONDRANA”

  1. Ity misy video Efa elaela Ihany……..NEFA…… mba tsara ho hitan’ny malagasy, manamarina fa Fitondrana eo ambanin’ny fifehezana vahiny ny eto Madagasikara. Vakio ihany koa ireo resaka miara aminy….dia ho hitanao eo fa ….mbola ho ela vao afaka amin’ny fanjanahana ny malagasy.
    Ary ny mampalahelo dia reo mipetraka any ivelany no tena mifikitra Amin’ny mpanjanaka.
    https://youtu.be/wlHTYBiHkW4

  2. L’on nE S’EST jamais SOUCIé du DROITT DE VOTE DES MALAGASY A L’ETRANGER.
    Par contre l’on se souci honeusement du DROIT ETRANGER FARNCAIS pour gerer les elections à Madagascar .
    http://www.midi-madagasikara.mg/dossiers/2017/04/24/gros-plan-sur-le-reseau-des-competences-electorales-francophones-recef/
    Des politiciens qui ne pensent qu’à se remplir les poches avec les Aides financieres provenant de l’Etranger. Voila la seule presentation possible de TOUS ces Deputés qui ne foutent rein mais qui sont payés lagement, sans se soucier de la misere du peuple. Sont ils simplement instruits, ou diplomés ?
    NOOOOOOON, ils sont là parce que ce sont les amis ou parents d’un tel ou tel, le PM faisant partie de cette miserable racaille.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *