Author Archive

Diary ny News2Dago

24 novembre 2010

Miroborobo ny sehatra ara-tserasera ary tena ilaina tokoa ny manara-baovao @ izao vanim-potoana ny fandrosoana izao. I news2dago moa dia te hizara hatrany ny vaovao hitany sy reny ka indro ary misy rohy vaovao omena anareo indray karazana diary ah…


Alalao ny sehatra

9 novembre 2010

Tena tia tanindrazana ve isika ireto sa tsia? Atomboko amin'ireo miseho sy milaza fa mpitondra ireo ka hatramin'ny valala bemandry. Nahoana moa aho no sahy manotany an'io fanotaniana io. Ny valiny dia tsotra be tsy misy tia tanindrazan…


Mitady demi-maman maika be!!!

4 novembre 2010

Ny namana sasany teto @ blaogy mitady sipa virijiny fa ny a indray sipa efa niasa "used" no tadiaviko! lol "Etat impeccable" tsy dia mbola miroraka firy ny entana. "En forme" tsara na ny ambony na ny ambany tsy dia fo…


TMV "Tsena Mora Vidy"

2 novembre 2010

Mbola hiverenako ihany ry reto ty resaka tsena tsena ity a! filaharana be tsy misy ohatr'izany izay toerana nolalovako ka misy ity tsena mora vidy ity vahoaka mitangorona be sy mitabataba no hitanao eo ary tsy ilaozan'izay ady sy gidragidr…


Ny hitako teny rehetra teny,

26 octobre 2010

Sendra mba niakatra tany @ Ville (Analakely) aho androany dia mba hitantara zavatra kely tsy de manao ahoana akory fa tsy maintsy oe hosoratako eto ihany na dia tsy misy dikany firy aza. Voalohany ary dia niverina indray ilay fitohanana ny tamban-…


Tsena Mora ny ary ambany faotra ary!!! TPT

25 octobre 2010

Inona ny malaza? Tsy misy, ary ny vaovao? Mbola tsy misy koa!!! Dia inona ihany ary zany. Vola kakafotra e! ny omaly tsy miova ny FATy ihany no mbola faty… Alatsinainy indray ity ny andro mangingina ny eto @ tanana ka manorisory aleo ihany …


Mirary soa ho an’i PELE

23 octobre 2010

Mitsingerina androany tokoa ny taona nahaterahan'ilay mpanjaka ny baolina kitra (fandaka) dia i Pele izany. feno 70 taona katroka androany tokoa ny lehilahy izy moa dia nanamarika ny tantara ny baolina kitra sy ny mondial @ ankapobeny mihitsy …


  • '

Switch to our mobile site