Author Archive

Disika efa laoka no averimberin’ny FAT

Disika efa laoka no averimberin’ny FAT
21 février 2012

Tsy nahakivy ireo mpitolona eny amin’ny magro Behoririka ny tsy fahatongavan’i Neny farany teo. Mbola manohy ny hetsika hatrany ireo —> MyDago.com

Nitondra fanampiana ny tra-boina ny « zanak’i Dada »

Nitondra fanampiana ny tra-boina ny « zanak’i Dada »
21 février 2012

Nandray ny andraikiny avy hatrany ireo  mpikambana eo anivon’ny kongresin’ny tetezamita izay notarihan’ny filohany  Mamy Rakotoarivelo.              Nifamotoana tao amin’ny —> MyDago.com

Me Razafimanantsoa Hanitra : tsy misy tambiny ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana

Me Razafimanantsoa Hanitra : tsy misy tambiny ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana
20 février 2012

Nisy ny fivoriana tanyPretoriataorian’ny tsy fahatongavan-dRavalomanana Lalao, ny  Sabotsy 04 Feroary 2012, lasa teo, hoy Me Razafimanantsoa Hanitra. Fampiantsoana maika —> MyDago.com

Tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena hoy Ranjeva Raymond

Tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena hoy Ranjeva Raymond
19 février 2012

Efa latsaka an-katerena tanteraka ny firenena amin’izao fotoana izao, ary miaina ao anatin’ny fahantrana ny vahoaka malagasy,indrindra taorian’ny fandalovan’ny rivodoza —> MyDago.com

Tra-boina ny « amnistia »

Tra-boina ny « amnistia »
16 février 2012

Taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Giovanna iny dia saika mirodorodo mampiseho fa mikarakara vahoaka indray ny FAT. »Fahorian’ny « vahoaka », fifalian’ny « FAT » e! Ndao —> MyDago.com

Namaly an’I Pety ny Ankolafy Ravalomanana

Namaly an’I Pety ny Ankolafy Ravalomanana
15 février 2012

Namaly  ny voalazan’ny Rakotoniaina Pety, tamin’ny haino amanjery ny faran’ny herinandro teo, milaza hoe tsy tokony hofidiana intsony izay mpitondra —> MyDago.com

Nankahery ireo tra-boina ny filoha Ravalomanana

Nankahery ireo tra-boina ny filoha Ravalomanana
14 février 2012

Niditra nivantana tamin’ny antso an-tariby teny amin’ny Magro Behoririka io tolakandro io, ny Filoha Ravalomanana. Nitondra fankaherezana ireo olona tra-pahavoazana —> MyDago.com

Tojo Ravalomanana mivady : sahy niatrika hatrany !

Tojo Ravalomanana mivady : sahy niatrika hatrany !
13 février 2012

Nirodorodo tany Manjakatompo trano fonenan’ny Tojo Ravalomanana mivady ny faran’ny herinandro teo, ireo delegasiona avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, notarihin’ny Me —> MyDago.com

Raveloson Constant : té hiliba samirery ao anaty tetezamita Rajoelina

Raveloson Constant : té hiliba samirery ao anaty tetezamita Rajoelina
9 février 2012

Rehefa tsy tafody ny filoha Ravalomanana, hoy Rvaeloson Constant teny amin’ny magro Behoririka, dia izay no araraotina amin’ny fanirian-dRajoelina ny —> MyDago.com

Tsy té hampihantra ny tondrozotra Rajoelina

Tsy té hampihantra ny tondrozotra Rajoelina
8 février 2012

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny, indrindra ny voalazan’Ingahy Rajoelina, mikasika ny raharaha 07 Febroary, dia mitondra ny heviny ny CT Ravelonanosy —> MyDago.com

Fisavana ny tranon’i Tojo : Tsy ara-dalàna ary tsy azo ekena hoy Me Hanitra

Fisavana ny tranon’i Tojo :  Tsy ara-dalàna ary tsy azo ekena hoy Me Hanitra
7 février 2012

Tafaresaka  tamin’ny Me Hanitra Razafimanantsoa, tetsy Bel Air, ny maraina teo izahay.Tsy aritra ny tsy nanontany azy mahakasika ny »sava hao » —> MyDago.com

Nampita hafatra Lalao Ravalomanana !

Nampita hafatra Lalao Ravalomanana !
6 février 2012

Ny Ministry ny varotra Ramalason Olga no namaky ny hafatra avy amin’i “Neny” na ny vadin’ny Filoha Ravalomanana, tamin’ireo vahoaka —> MyDago.com

07 fev 09 : Tsy nibaiko ny mpiambina ny lapa hitifitra aho, hoy ny Filoha

07 fev 09 : Tsy nibaiko ny mpiambina ny lapa hitifitra aho, hoy ny Filoha
6 février 2012

Nitondra fanazavana tamin’ny vahoaka tamin’ny alalan’ny fidirana mivantana tamin’ny antso an-tariby, teny amin’ny magro behoririka androany, mikasika ny fanakanana nataon’ny —> MyDago.com

Fitondrana mataho-behivavy ny FAT !

Fitondrana mataho-behivavy ny FAT !
4 février 2012

Tsy  tafaverina eto an-Tanindrazana androany indray  Ramatoa Lalao Ravalomanana.Matahotra mafy  ny anaran-dRavalomanana ny FAT. ”Mataho-behivavy” ka dia nosakanana tsy hahazo —> MyDago.com

An-tsary Ivato, 04 fev 12

An-tsary Ivato, 04 fev 12
4 février 2012

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com

Ho avy hanasoa ny mpiara-belona no anton-dian’i Neny !

Ho avy hanasoa ny mpiara-belona no anton-dian’i Neny !
3 février 2012

Tsy nitsahatra nampita izay vaovao tsara ho fantatry ny vahoaka teny amin’ny Magro Behoririka, ny Filoha Ravalomanana Marc. Niditra mivantana —> MyDago.com

Tongava maro hitsena an’i Neny amin’ny Sabotsy izao!

Tongava maro hitsena an’i Neny amin’ny Sabotsy izao!
2 février 2012

Ho avy amin’ny Sabotsy i Neny Tamin’ny fidiran’ny Filoha Ravalomanana Marc mivantana tamin’ny antso an-tariby androany teny amin’ny kianjan’ny magro —> MyDago.com

Gagra politika : anaovan’ny FAT antsojay hatrany

Gagra politika : anaovan’ny FAT antsojay hatrany
2 février 2012

    Nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Ampandrana ny fianakavian’ireo gadra politika mbola tavela any am-ponja.Nampianka-peo izy ireo ara nilaza —> MyDago.com

Ho avy i Neny !

Ho avy i Neny !
1 février 2012

Niditra mivantana tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny  Filoha Marc Ravalomanana androany tolak’andro .Nanambarany fa hiverina tsy ho ela eto —> MyDago.com

Ignance Randriamamiarizafy : Tsy olo-meloka ny filoha Ravalomanana ka tsy mila amnistie

Ignance Randriamamiarizafy : Tsy olo-meloka ny filoha Ravalomanana ka tsy mila amnistie
31 janvier 2012

Vitsivitsy ihany ireo mpikambana ao amin’ny CT sy CST no nikabary teny amin’ny kianjan’ny finoana teny Behoririka. Na izany aza —> MyDago.com

SMM : tsy hanaiky ny fampiasana azy, handray ny baiko avy amin’ny mpitondra intsony

SMM : tsy hanaiky ny fampiasana azy,  handray ny baiko avy amin’ny mpitondra intsony
30 janvier 2012

Taorian’ny fivoriana notanterahan’ireo mpitsara mivondrona ao anatin’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara na SMM, androany Alatsinainy 30 Janoary 2012 teny Anosy, —> MyDago.com

Me Solo Radson : « tsy nisy ny fandrobana ny trano sy ny entan’ny orinasa TIKO raha tsy nisy ny olona nitarika izany »

Me Solo Radson : « tsy nisy ny fandrobana ny trano sy ny entan’ny orinasa TIKO raha tsy nisy ny olona nitarika izany »
30 janvier 2012

“Tsy tokony mbola hisy ny fiantsoana tolo-bidy ho amin’ny fivarotana ny tanin’ny Magro Ankorondrano teo aloha, ataon’ny Antenimieran’ny Indostria sy —> MyDago.com

Magro an-tsary MILAY, 28 Janv 12

Magro an-tsary MILAY, 28 Janv 12
28 janvier 2012

Nanomboka tamin’ny nitenenan’ny Filoha Marc Ravalomanana ny andro iverenany eto amin’ny Firenena dia lasa resaky ny rehetra izy. Tonga ny —> MyDago.com

Ny andininy faha 16 ao amin’ny “feuille de route” : antsahatra daholo ny raharaham-pitsarana politika.

Ny andininy  faha 16 ao amin’ny “feuille de route”  : antsahatra daholo ny raharaham-pitsarana politika.
27 janvier 2012

Samy manana ny fomba fahitany ny toe-draharaham-pirenena ny olom-pirenena tsirairay sy ny mpanao politika eto Madagasikara, indrindra taorian’ny fivoriana nampiantsoan’ny —> MyDago.com

18è sommet de l’Union Africaine Addis Abeba : Interdiction au représentant officiel de Madagascar d’y participer

27 janvier 2012

- L’Union Africaine considère que le retour de M. Ravalomanana , dont l’atterrissage de l’avion a été empêché samedi 21 janvier —> MyDago.com

26 Janoary 2009 : Rajoelina Andry no tompon’antoka

26 Janoary 2009 : Rajoelina Andry no tompon’antoka
26 janvier 2012

Telo taona lasa izay no nanaovan’ingahy Ben’ny tanana tamin’izany fotoana izany,  tetika maloto nandrobana sy namonoana nyMalagasy sy ny toe-kareny.Tsy —> MyDago.com

  • '