HENATRA.
Tsy mahalala menatra akory boy kely tsy misy saina, manonon-tena ohatra ny lolofotsin'ny renikeliny: SEM prezida ny Malagasy rehetra.
Izany no tena hoe miteniteny foana, tsy nisy nifidy, mpandrodam-panjakana, tsy misy zavatra fantany amin'ny fitondrana, fa renikely no mibaiko azy.
Mbola nampiany indray hoe tsy misy antoko na mouvance andry kely. Iza moa no olona adala hanao mouvance ho an'olona tsy misy saina.
Aza manody ny tsy misy loha.
Sanga tarihin'ny renikely ihany no mba hananany
andry kely "Président de tous les Malgaches"
(3 messages) (3 voix)-
Posté il y a 1 année #
-
Hiiiiiiiiiiiiiiiiiii, prezida an'ny foza sy ny voalavo ary ny jaboady sy meanarana io éé
Posté il y a 1 année # -
36 taona, mpanongam-mpanjakana, tsy mahazo resaka, ary mpandainga no saribakolin'ny frantsay . Izany ve no ray aman-dreny nefa ireo tena ray aman-dreny dia no tsinotsinoava. Novozonana ny filoham-piangonana, naripakany mpitarika fivavahana, alaina baraka tsy hajaina ny filoha teo aloha.... Raha izanyno ray amand-dreny dia ilay ray aman-dreny tsy maintsy ahatona eny imaso-mbahoaka izany satria ray amamdrenin'ny lainga sy ny halatra ary ny vono ka mila ahantona mba ho darohan'ny Malagasy tsirairay izay mahita.
Posté il y a 1 année #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.