AZA MANADALA SAIM-BAHOAKA
Alefa daholo ny resaka hanakorotanana saim-bahoka, sy tsy hitiavan’ny olona ny filoha Marc RAVALOMANANA nefa tsy misy vokany izany.
Lazaina fa mila ny Repoblika faha efatra isika ka nantsoina ambamin-dry Patrick Rajoelina hanangana izany lalàm-panorenana vaovao izany. Dia voafitaka t@ laza sy voninahitra nomena azy ity rangahy ity ka nanaiky hiara hiasa @ fitondrana mpamono olona sy mpisambotra ary mpandroba sady mpanao didy jadona. Izany hoe lasa foza orana izany ilay olona mana-kaja, dia i Patrick Rajoelina.
Tsy ny Repoblika no olana ary na Repoblika faha firy io na faha firy rehefa tsy hanaja ny lalàna isika dia tsy hety foana. Mihevitra ve i Patrick Rajoelina sy ny namany fa raha tafatsangana ny Repoblika faha efatra dia tsy hanao fanoganam-panjakana intsony ny miaramila sy ny mpanohitra ? Hevitra tena faran’izay diso tanteraka izany. Sady @ izay ny olona nitranga teto dia mikasika ny filoham-pirenena, ka noho izany dia ny fifidianan’ny filoham-pirenena no tokony himasoana fa tsy izany Repoblika faha efatra izay tena tsy ilaina sy tsy mamaha olana izany.
Notsaraina ny mpanao gazetin’ny Radio Fahazavana. Ireny dia porofo mivaigana milaza fa didy jadona sy habibiana ny FAT. Mpanao gazety manao ny asany, sy milaza ny marina dia hamoroporonana izay antony rehetra izao mba hiampangana azy ary dia any an-tranomaizina ny olona 9 satria nanao ny asany. Ny Radio viva, antsiva sy ny RDB dia tsy mba voakitikitika, iry voalohany dia fafy lainga, manompa sy mampiady olona, ity faharoa, dia milokaloka ny FAT indrindra @ ireny habibiana hataony ireny toy be midin’ny FIS tao @ fréquence plus, ny fanafihan’ny EMMORGE sy ny FIS, ny FIGN sns… ary ity farany dia manindry matetika ny Radio Fahazavana, indrindra @ fotoanan’ny vaovao , Ampenjiky sy vavolombelona ianareo. Dia mbola mihogahoga hatrany ireo Radio ireo, fa ny Radio Fahazavana izany nilaza ny zava-nisy teny Fort Duchesne no nakatona ary natsipy any am-ponja ny mpanao gazety.
Notsaraina koa i Tonton Ambroise fa hoe naniratsira an’i andry rajoelina, hono, dia olona potika sy reraky ny vono no hita. Niharan’ny daroky ny FIS-ny alain ramaroson, ka ny kolonely richard ravalomanana no nanome ny baiko. Habibiana no nitranga ary ny helok’i Tonton dia sahy nijoro nilaza fa azo soloina rajoelina . Maniratsiraka izany hoy ry zareo, dia niharan’ny herisetra i izy ary tsy nohajaina mihitsy ny zon’olombelona fa dia ny habibian’ny FIS no nihatra. I Tonton Ambroise dia légaliste mijoro @ heviny hatramin’ny farany. Ny tolona hataony dia ny fiverenan’ny filoha Marc RAVALOMANANA Eto Madagasikara, @ andron’ny FAT no misy izany hoe voadaroka ianao dia ianao indray no voatory sy migadra. Tsy maintsy hisy valiny anefa izao ary tsy hamelanay mihitsy raha tsy voatsara tsirairay ireo FIS 20 nidaroka an’i Tonton ary indrindra ireo lehibeny dia i alain ramaroson sy ny kolonely ravalomanana. Aoka ho fantatsika rehetra fa fahavalom-pirenena ireo, ka izay mahazo azy ireo, na mahita hevitra handratràna ny fiainany, dia aoka tsy hisalasala isika. Izahay koa dia miniana fa hivaly @ FAT, ary indrindra ny FIS izao habibiana izao.
Fehiny :
ANDRY RAJOELINA MPANDAINGA