Raha ireo milaza ho mpitondra mpanao kolikoly BE no tsy miverina dia mba azoko ihany hoe miaro ny tombotsoany manokana fa ianareo vahoaka tsy ao anatin'ny fitondrana no mbola manohana ny FAT @ izao dia eritrereto tsara fa miaro ny tombotsoan'ireo ianao io... ny membre tsotra ny HAT dia 50Millions/mois no raisiny , ny ambony kelin'izay toerana izay dia 80Millions...hummmmm ka ahona moa izy no hiala mora eo fa ianao Malagasy tsotra mba eritrereto ihany....firy volana izay ry Sareraka, ramaromisa, no tsy heno...inona nefa no asan'ireo @'izao????? mikepoka ny volam-bahoaka, manindry ny vahoaka madinika, etc...ota sy fady rehetra ity , aryloza dia mbola manao kolikoly ihany....
Mba nisy ve teny nomen'ireo ka taterany???? na izao fandehanany any Afrique du Sud izao ary tsy efa mampieritreritra raha tsy iresaka fotsiny ny hoe nandeha ny 3 mouvances teo lazainy fa mpanongam-panjakana izay mandeha any fa raharahan'ny Malagasy io nefa aiza izy zao???? io no vao hainga indrindra fa araho ny tantara...
Ka sao dia ny ambom-po na henatra no izirizirianareo, ny imbécile no tsy afaka miova @ heviny Raisina an-tanandroa fa tsy misy handatsa akory eo rehefa mbola tsy tara loatra
Ka mandinihy sy mieritrereta re olona
Aza menatra ianareo TGViste fa miverena @ ara-dalàna
(3 messages) (2 voix)-
Posté il y a 2 années #
-
Tena anton'iray manaka an'omelina io henatra ny hiverin-dalana io. Ny foza madinika anefa tsy mahalalahoe miaro olona manakarena tampoka ry zareo . Ohatra i Nefo talohan'ny coup d'etat dia tratran'ny cheque sans provision, ary izao dia lasa milliardaire.
Ny 4mi nanohana anefa izao mbola noana ihany,ary ny foza madinika tsy misy harapaka.Posté il y a 2 années # -
i roi des fous ilay nanao cheque sans provision
Posté il y a 2 années #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.